NY VALOSOA VAOVAO | NY VALOSOA VAOVAO - F Tokony … · 2021. 4. 10. · anti’z yfs r H - p itl...

Preview:

Citation preview

6Lah 1151 Sabotsy 10 aprily 2021Samihafawww.gvalosoa.com

Folo taona mahery ity to-vovavy ity no tsy nahitavady, fa nataon’ny olonafanalàna azy fotsiny. Za-naka tambanivohitra izy ioary niakatra teto Antana-narivo mba hitady asa.Tsy asa anefa no hita fananjary nivaro-tena satriatsy misy ny ho hanina,nefa ny tena avy lavitra.Mba nanao varotra kelyihany teo aloha fa lanyhatramin’ny masonka-rena. Mba efa nitady asaihany koa fa tsy nisy nan-dray mihitsy, fa ny kirarofoana no lany faladia.Hany herin’ity tovovavy itydia nivaro-tena satria izaysisa heveriny fa hahave-lona azy. Nianjady taminyavokoa ny olana sami-hafa satria indraindray tsymahita vola hohaninanefa izy sady manofatrano no mba mila mitafyihany koa. Izay rehetramba nohantonina dia tsynisy nanome ary saika

nandrabiraby azy avokoa.Ny hany mba fialana vo-liny dia mamaky gazetysy sendra mahita televi-ziona rehefa mba mahazo« kil » matory. Tamin’izanyno nahitany ny nomeraon’i Mr Aina 0338348163, syny 0342902668 mpitsabomalaza eny Itaosy, ka na-taony izay hihaonana ta-min’ity mpitsabo ity.

Tratry ny tsy tia maintyilay kalakely

Vao nihaona tamin’itympitsabo ity ilay tovovavydia izao no nambaran’ilaympitsabo taminy. Taminaombola tany ambanivohitrahoy izy dia efa nisy tovo-lahy saika haka vady anaofa tsy nekenao ary io nonitarika ny famosavianataminao. Nalain’io tovo-lahy io mantsy ny sarinaohoy izy ary nafangaronytamin’ny fanafody ratsy,ka izay no nahazoanaotoy izao. Nokarakarain’ity

mpitsabo ity ilay tovovavy,nampandroiny sy nodio-vina ary nalefa nody avyeo. Mino aho hoy izy fatsy maintsy ho tafita ahosatria manana finoana symivavaka ihany koa.

avotry ny « sorabe »ilay tovovavy

Ray volana dia niverinateny amin’ity mpitsabo ityilay tovovavy. Zao no vao-vao hoy izy, vao nody ahoizy dia nanonofy tovolahyiray izay ary nifona tamikoizy ary nilaza fa izy tokoano namosavy ahy. Marinany teninao hoy izy fa tenanisy namosavy tokoa ahoary ny ampitson’iny dia ni-fanena tamina vazahairay izay« kil » teo alohatany amin’ny hôtely izy.Teo no nilaza io vazaha iofa hanambady azy satriadiso tetika tamina mala-gasy hafa hono izy. Teono ho eo ihany dia nilazailay vazaha fa hanao fise-

hoana ary tapa-kevitra, fahanao mariazy ihany koa.Nanomboka teo dia niovatanteraka ny rasa satriatafita ilay tovovavy. Avyhatrany dia nanana fiarasy trano ary nananampiasa ihany koa. Ireofianakavian’ilay tovovavydia nanjary lasa niasa taoaminy ary mbola nanam-boarany trano ihany koaaza. Tsy vitan’izany fa ni-laza izy roa fa ho any ive-lany aloha satria efa na-petrany hiandry ny tanà-nany ny havany. Tafitatanteraka izy roa ary lasampampisambo-bola sympanampy ny fianaka-viany ihany koa satria tsynampoiziny mihitsy ny fio-van’ny fiainany satriasady nahazo vady vazahaizy, no lasa mpanampy nyfianakaviany ihany koasatria avotry ny« sorabe »teny amin’i Mr Aina mpi-tsabo eny Itaosy.

Namana

Tovovavy tsy nahazo vady 10 taona

Lasa vadina vazaha mpanefoefo

FarMasia

Tokony hapetraka amin’ny afisy eo ivelany ireo

fanafody lany

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Fifaliana A.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossible.N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.

Taratasin’ny mpamakyFanehoan-kevitra ampitaina amin’ny gazety Ny Valosoa Vaovaoizao manaraka izao : MANGATAKA @ FANJAKANA MBA HA-NOKANA TANY HANDEVENAN'IREO TSY AFAKA MITONDRARAZANA MIVOAKA NY RÉGION NOHIDIANA NOHO NY CO-RONAVIRUS. Nanomboka tamin'ny fihibohana noho ny valan'aretina coronat@ 2020 dia nisy hatrany ireo olona matin'ny corona izay tsymaintsy nalevina tao anatin'ny 24 ora nahafatesany nefa tsymahazo mivoaka ny Région nohidiana . Misy amin'ireny razanaireny anefa no tsy manana fasandrazana ao amin'ilay Régionnohidiana nefa voatery alevina ao. Vokatr'izany dia sahiranaireo olona avy any amin'ny Région hafa mitady toerana hande-venana ny havany matin'ny coronavirus ao amin'ilay Région no-hidiana , toy ny Région Analamanga. Misy ihany olona avy any amin'ny Faritra nahavidy tany ao @ilay Région nohidiana, ka mierireritra fa eo amin'ilay tany novi-diany no handevenany ny maty, na hilevenany raha sanatria-vina matin'ny coronavirus. Mety hiteraka fisian'ny fasana maroety afovoan-tanàna, na anaty tambohon'olona maro izany, koatsy mety hoan'ny fahasalamàna sy ny mpiray vody rindrina ma-nodidina. Misy koa olona avy any amin'ny Région hafa no mindrana fa-

sana amin'izay olona tsy havany, fa nifankahazo aminy nefamanana fasandrazana ao amin'ilay Région nohidiana, na min-drana tany atao anirotra eo akaikin'ny fasandrazan'ilay olonamifankahazo aminy, mba handevenana ny maty. Misy koa manana fasandrazana ao amin'ilay Région nohidianasaingy vao avy nandevenana, ka tsy mbola azo vohaina han-devenana indray, ka sahirana mitady toerana handevenananaraha tery ny tokontanim-pasana, ka tsy azo anaovana anirotra. Misy milaza fa misy olona tsy fantatra mandevina antsokosokoamin'ny tanin'olon-tsotra tsy fantany akory , dia ireny tany man-gingina tsy be mpandalo ireny. Tsy mety amin'ny maro amin' ireo olona tsy manana fasandra-zana ao anatin'ny Région nohidiana noho ny coronavirus koaanefa ny hoe handevina eny amin'ny " fasam-bazaha" satriatsy vazaha ny havany nodimandry no lafo rahateo ny saran'nytoeram-pandevenana amin'ireny fasam-bazaha ireny. Izany indrindra no angatahana amin'ny Fanjakàna, mba hano-kana tany 2 ha amin'ny tanimpanjakana eny Soamandrakizay,ohatra , na amin'ny tanimpanjakana lasan'ny karàna , mbahandevenan'ireo tsy manana fasandrazana eto Analamanga nymaty mandritra izao ady amin'ny valan'aretina coronavirus izaoary tsy asiana sarany/hofany isan-taona ny tanim-pasana.

Rangorindralesoka ZanakandrianaMpamaky gazety Ny Valosoa

Nitombo izaitsizy nyolona manatonatoeram-pivarotam-

panafody, na Farmasiatato ho ato, noho ny firon-gatry ny valanaretinacovid-19 andiany faharoaity. Saika ahitana olonamilahatra hividy fanafodyaraka izany ireny toeranaireny. Mazava loatra, famandany fotoana hoan’ny olona izany. Ary nyraharaha dia raha tsy ta-fiditra ao manontany ireompivaro-panafody vaofantatra, na misy ilay fa-nafody tadiavina na tsia.Maro ireo olona niha-ran’izany tranga izany arynitariana mihitsy izy ireoamin’ny fivezivezena mi-tety ireo mpivaro-pana-fody. Misy fiantraikanyihany koa amin’ny mararyna olona mila izany io fo-

toana lany io. Efa nanam-bara koa anefa ny tompo-nandraikitr’ireny toeranaireny ny amin’ny fahala-nian’ireo fanafody tenailain’ny olona matetikaizao ary ifampitadiavanamihitsy amin’izao fotoanaizao. Anisan’izany ireo fa-nafody fitsaboana ny va-lanaretina na fisorohanaazy, sy fampitomboana nyhery fiarovana. Ny fanta-tra ihany koa, fa rehefa

tsy mahita ilay fanafodytadiaviny ny olona diavoatery miantso ny mpit-sabo amin’izay fanafodymifandanja amin’ilay sai-ka hovidiana. Vola ihanykoa no lany amin’izany. Anisan’ny soso-kevitry nymaro ny amin’ny hoe : na-hoana raha apetrakaamin’ny afisy iray atao eoivelan’ny toeram-pivaro-tam-panafody, na eo am-baravarana ny fanafody

lany, izay tena be mpi-tady, mba tsy handanyandro azy ireo. Vidin-dafomantsy ny fotoana amin’ny fitsaboana marary syny fitadiavana sy fividia-nana ny fanafody ho azyireny. Heverina ihany koafa tsy dia hanahirana an-gamba ny manao izany li-sitry ny fanafody lanyizany ary apetraka amin’ny afisy eo ivelany eo.Mila mifampitsinjo ny re-hetra ao anatin’izao fo-toan-tsarotra ara-paha-salamana nampandalo-vina ny firenena izao. Milatsinjovina ny vahoakaamin’ny ezaka ataonyamin’ny fitsaboan-tena naamin’ny fiarovan-tenany,fa ny fitondrana ity tsy hitabe ihany izay vitany amin’izany.

Radafy

Mandray fanapahan-kevitra tsy mifanaraka amin’ny an-tanan-tohatra, eny anivon’ny Ministera isan-tokony nyfiadidian’ny Repoblika amin’izao fotoana izao, mano-loana ny fiparitahan’ny aretina Coronavirus, hoy i An-driamatoa Rakotoson Danny Mpandraharaha sympanao politika, vokatr’izany feno olona maty sy ma-rarin’ny aretina ny Hopitaly, tsy maharaka ny fampi-taovana sy ny mpiasan’ny fahasalamana, tsy mazavany tambin-karama, tsizarizary ny fandraisana an-ta-nana ataon’ny Ministera sy ny sisa... Nanohy fanaza-vana ity mpandraharaha ity, fa iantsorohan’nyfiloham-pirenena daholo ny zavatra rehetra ao ana-tin’izany ohatra ny Sekoly manara-penitra, izay tokonyho asa hiandreketan’ny Ministeran’ny fanabeazam-pi-renena ary miraviravy tanana ny mpiasam-panjakanaisan’ambaratongany no sady tsy mahafantatra ny za-vatra tokony hataony manoloana ny fampiharana nyhamehana ara-pahasalamana, nanomboka ny fa-ran’ny herinandro lasa teo. Nanome soso-kevitra itympanao politika ity, fa tokony hiainga amin’ny latabatraboribory ny fanapahan-kevitra rehetra, mba hahafa-hana mijery ny laharam-pahamehana tokony hatao,ao anatin’izany ny fanatsarana sy ny fanitarana ny Ho-pitaly miaraka amin’ireo toerana fanaovana fitiliana arymaimaimpoana ny fanatanterahana an’izany fitilianaizany, mba hampilamina ny sain’ny olom-pirenenaamin’ny fihariana izay ataony, hatsaraina haingana nyfomba fiasan’ny mpitsabo, jerena ny tambin-karamasy ny famatsiana fanafody, ampidirina haingana nyvaksiny, jeren’ny tompon’andraikitra ny olan’ny he-rin’aratra sy ny famatsiana ny « Oxygène » any amin’ireo Hopitaly rehetra tsirairay, tohanan’ny fitondram-panjakana ny fanafodin’ny raokandro Malagasyamin’ny alalan’ny fividianan’ny fanjakana ny « Brevet» dia alefa any amin’ny Pharmalagasy, mba hampi-tombo ny famokarana ny fanafody ary haparitaka anyamin’ireo Hopitaly any amin’ny faritra, mba hanasitra-nana an’ireo olona mararin’ny aretina, tsy hadino ny fa-nohanana ny fihariana sy ny toekarena, mbahamorona asa na dia ao anatin’ny hamehana ara-pa-hasalamana aza isika. Namarana ny fanehoan-kevinyAndriamatoa Rakotoson Danny, fa ny fanaovana poli-tika dia fametrahana paik’ady hahafahana mampan-droso sy mamoaka ny firenena amin’ny krizy amin’nyalalan’ny fanatanterahana an’ireo vina, izay efa nape-traka ao anatin’izany ny fanatsarana ny sosialim-ba-hoaka, sy ny fametrahana ny fandriampahalemana, nyfanarenana ara-toekarena sy ny fihariana, ny fanam-boarana tranom-ponenana sy ny famatsian-drano…ary fanapahan-kevitra efa tokony ho nomanin’ny fiton-dram-panjakana tamin’ny herin-taona avokoa ireososo-kevitra, izay efa voatanisa etsy ambony ireo, fatsy andrasana efa mihombo ny aretina izay vao miko-ropaka hanao zavatra.

Franck Razakambelo

Rakotoson Danny

Mihàtra aman’aina ny tsy fahaiza-mitantana ataon’ny fitondrana

Ny mpandraharaha sy mpanao politika Danny Rakotoson.

Recommended