View
212
Download
0
Category
Preview:
Citation preview
Tantara ny Aye-ayeアイアイのおはなし
JICA草の根技術協力事業「自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修」成果品制作:PBZT, YZP and MUE
マダガスカル語 日本語
1Anaty
ranomasim-be Indiana dia
misy
nosy iray, Madagasikara
no
anarany.Misary tongotra an-kavia izy io.
Misy biby atao hoe ”Aye-aye”
ao
Madagasikara.
1大きな海の中に、ひとつの島がありました。島の名前を、マダガスカルといいます。島は、どんな形かな?左の足のう
らに似ているね。マダガスカル島には、アイアイという動物がいるんだよ。
マダガスカル語 日本語
2
Ny Aye-aye dia biby hafahafa
sady tokana (unique).
Ny nifiny mitovy @ nifin’ny
bitro.
Ny sofiny mitovy @ civet.
Ny
rambony
mitovy
@ rambon’ny
bokiboky.
Dimy ny ratsan-tanany ka ny
fahatelo dia lavalava kokoa noho
ny hafa,
Ampiasainy mba hitadiavany
sakafo sy ihinanany, toy ny
sotro kely.
2
アイアイはとても不思議な動物な
んだよ。サルの仲間なのに、ちっ
ともサルには見えないんだ。
アイアイの歯は、ウサギみたい。
耳は、キツネみたい。
尻尾は、リスみたい。
指は5本あるけれど、3番目の中
指は他の指よりひょろ長い。
食べ物をさぐるときや、食べると
きに使うんだよ。
長い中指をスプーンみたいに使う
んだ。
マダガスカル語 日本語
3
Ny Aye-aye dia gidro nivoaka @
alina (mitady sakafo) fa matory
kosa @ atoandro.
3
アイアイは夜の間、食べるものを
探して動き回るんだ。昼間は寝て
いるんだよ。
マダガスカル語 日本語
4
Nisy Aye-aye manan-janaka atao
hoe “Ri”, mipetraka ao anaty
ala misy manga izireo.
Tian’i
Ri rankizy ny mivezivezy
ao anatin’io ala io.
4
マンゴーの森に、小さなアイアイ
がいました。名前はリー。
リーは元気いっぱい、今日も森の
中を走り回っています。
マダガスカル語 日本語
5
Mama miteny:
“Ri, tandremo ny mivoaka
ivelan’ny ala fa maro ny
zavatra mampatahotra any.
Aza mandeha lavitra ianao sao
very”
5
お母さんは言いました。
「リー、森の外へ出ないように気
をつけなさい。怖いものがたく
さんあるんだから。迷子になっ
てしまうから、遠くに行っては
だめだよ。」
マダガスカル語 日本語
6
Indray andro anefa raha natory
iny ny mamany dia lasa i
Ri
nivoaka ny ala irery.
6
ある日、お母さんが寝ているとき
に、リーは一人で森を抜け出しま
した。
マダガスカル語 日本語
7
Variana
sady
lasa
eritreritra
i
Ri
“manao
ahoana
re ‘zany mivoaka
ity
ala ity
izany
e, mety
ho
tsara
an?”
tena
te
hafantatra
izy.
7
リーは考えました。
「この森の外はどうなっているの
かなあ?きっとすてきなんだろ
うな!すごく知りたいな!」
マダガスカル語 日本語
8
Rehefa nandeha elaela izy dia
tonga tao @ Tanana iray.
Gaga izy
“oaa! Mahafinaritra an!
Inona iry? Aiza izao izay
zavatra mampatahotra eo?”
8
リーはどんどん先へ進んでいきま
した。すると、村が見えてきて、
リーはびっくり!
「うわー!おもしろそう!
あれは何?怖いものって、
どこにあるの?」
マダガスカル語 日本語
9
Nandroso
izy, dia
nahita
trano,
nahita
zavatra
mihetsika
sady
misy
feo.
Gaga izy!
“Inona ireo?”
ny olombelona ireo rankizy.
9
村に近づいていくと、家が見まし
た。何か動き回るものが見えて声
もしました。
リーは驚きました。
「あれは、いったい何?」
それは人間の子どもでした。
マダガスカル語 日本語
10
“Manao ahoana!
Ri no anarako.
Afaka ho lasa namako ve
ianareo?”
10
「こんにちは!
私の名前はリーです。
私の友達に、なってくれる?」
マダガスカル語 日本語
11
Tsy nifankahazo anefa ny
resak’i Ri sy ny olombelona,
ka nitoraka sy namono azy ny
olombelona satria tsy
mahafantatra.
“Fa maninona?
Tsy mahafantatra angamba?”
Lasa Ri nandositra, nikiakiaka
sady nitomany.
11
リーの言葉は人間には通じません
でした。人間たちは、よくわから
ず、この不思議な動物を、こわい
生きものかもしれないと思いまし
た。そして、石を投げて殺そうと
したのです。
「どうして?どうして分かってく
れないの?」
リーは逃げ出し、泣きながら走り
ました。
マダガスカル語 日本語
12
Naheno izany ny maman’i Ri dia
taitra mafy t@ torimasony.
Tsy nahita an’I Ri izy.
Nijerijery ny manodidina.
Lasa aiza ary Ri?
12
その声が遠くから聞こえたリーの
お母さんは、飛び起きました。
リーは見当たりません。
あたりを見回しました。
リーはどこへ行ってしまったの?
マダガスカル語 日本語
13
Raha mbola teo ampitadiavana
an’i Ri ny reniny no naheno ny
antsoantsony hoe:
“vonjeo aho mama!”
13
リーのお母さんに、こんどははっ
きりと声が聞こえました。
「助けてー!
助けてーおかあさーん!」
マダガスカル語 日本語
14
Namonjy lay toerana
nihavian’ilay feo izy dia
taitra sady gaga nahita an’i Ri
ao an-tananan’ny olona.
“Inona re no ataoko e?”
14
リーを助けようと、お母さんは声
がする方に走りました。そして、
リーが人間の村にいるのを見つけ
たのです。
「ああ、どうしましょう?」
マダガスカル語 日本語
15
Nihazakazaka izy naka an’i Ri
sady nitondra azy nandositra.
Gaga ny olona!
15
おかあさんは、走っていき、リー
を抱き上げると、そのまますごい
速さで木を伝って逃げていきまし
た。
人間たちはびっくりして、それを
見送りました。
マダガスカル語 日本語
16
Nony tafiditra ny ala fonenany
izy ireo dia niresaka:
I Ri
niteny
hoe:
“saika
maty
aho
mama”
Namaly ny mamany:
“izaho efa niteny taminao fa
mampatahotra ny toerana
ivelan’ny ala ho antsika
biby”
16
ふたりは、すみかの森に帰り着き
ました。
リーは言いました。
「お母さん、死にそうになっちゃ
ったよ」
お母さんは答えました。
「リー、いったでしょう。私たち
動物にとって、森の外は恐ろし
いところなんだよ。」
マダガスカル語 日本語
17
“Aza manahy intsony efa eto Neny”,
sady notolorany manga Ri.
“Mifona aho neny fa tsy hamerina
izany intsony a”
Lasa zanaka hendry Ri, Mankatoa ray
aman-dreny.
Falifaly izireo.
Ny
Aye-aye rankizy
dia
biby
hafahafa, saingy
mahafinaritra
no
tsara
fanahy.
Tsy mahita azy ianareo raha tsy any
Madagasikara.
Isika rankizy dia tokony hanaraka
foana tsara ny tenin’ny Ray aman-
drReny.
17
「お母さんがそばにいるよ。もう、安
心しなさい」
すると、リーはお母さんにもらったマ
ンゴーをほおばりながらいいました。
「ごめんなさい、おかあさん。もう、
こんなことしないよ」
リーはお母さんの言うことを聞くよい
子になりました。そして、2人は幸せ
に暮らしました。
アイアイは、とても不思議な動物。
とっても、面白くて、やさしい動物な
んだ。マダガスカルに行かないと、見
ることはできないよ。
みんなも、お父さん、お母さんのいう
ことを、よく聞いてくださいね。
Recommended