2
Voly tongolo be Fahavalo Fahavalo Fahavalo Fahavalo Aretina Aretina Aretina Aretina Vokatra sy fitehirizana Vokatra sy fitehirizana Vokatra sy fitehirizana Vokatra sy fitehirizana Mikatra ny vokatra afaka 4-5 volana 200-300Kg/Ara na 20-30T/Ha Hamainina tsara ary tehirizina amin’- ny toerana azon-drivotra Fotoam Fotoam Fotoam Fotoam- - -pambolena aty Ihorombe pambolena aty Ihorombe pambolena aty Ihorombe pambolena aty Ihorombe Mamafy Mamindra na ma- netsa Mikojakoja Mioty Ketsa zanany Fév Mars Juillet Mars - Avril Août Mars—Juillet Juillet– Déc Juin - Juillet Déc Ketrsa vodiny na kely matoa Juillet-Août Fév (manetsa vodiny) Fév - Mai Mai – Jun VOKATRA METY HO AZO 20 ka hatramin’ny 30T/Ha na 200 ka hatamin’ny 300Kg/Ara ARETINA FISEHONY FISOROHANA/FITSABOANA Kimavo Fifampindiasam-boly Fampiasana fanafody fiarovana Alternariozy Miolanolana ny voly ary misy pentina ihany koa ny ravina Atao maina tsara ny tany, Mielanena tsara ny tongolo Fmpiasana fanafody (Mancozèbe) Kimanja Misy pentina maintso na mainty ny vodi-tongolo Fampiasana zezika masaka tsara FAmpiasana fanafody (Dithane M45) FAHAVALO FISEHONY FISOROHANA/FITSABOANA Lalitra Malazo ny voly nefa tanora, mihalò ny vodi-tongolo Fanafody mamono biby Masomboly voatsabo mialoha Thrips Manopy fotsy mangirana ny ravina Mihaosa ary ùmaty ny voly Fifandimbiasam-boly Asa lalina Mampisa fanafody ( Diazinon) Kankana Mibotsiana ny ravina ary vaky Mihalò ny vodi-tongolo Fifandimbiasam-boly Association FERT Projet AROPA Association FERT Projet AROPA Association FERT Projet AROPA Association FERT Projet AROPA Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 E-mail : [email protected]

ARETINA FISEHONY … tongolo be Fahavalo Aretina Vokatra sy fitehirizana • Mikatra ny vokatra afaka 4-5 volana • 200-300Kg/Ara na 20-30T/Ha • Hamainina tsara ary tehirizina amin’-ny

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: ARETINA FISEHONY … tongolo be Fahavalo Aretina Vokatra sy fitehirizana • Mikatra ny vokatra afaka 4-5 volana • 200-300Kg/Ara na 20-30T/Ha • Hamainina tsara ary tehirizina amin’-ny

Voly tongolo be

FahavaloFahavaloFahavaloFahavalo

AretinaAretinaAretinaAretina

Vokatra sy fitehirizanaVokatra sy fitehirizanaVokatra sy fitehirizanaVokatra sy fitehirizana • Mikatra ny vokatra afaka 4-5 volana • 200-300Kg/Ara na 20-30T/Ha • Hamainina tsara ary tehirizina amin’-ny toerana azon-drivotra

FotoamFotoamFotoamFotoam----pambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombe

Mamafy Mamindra na ma-netsa

Mikojakoja Mioty

Ketsa zanany Fév Mars Juillet

Mars - Avril Août

Mars—Juillet Juillet– Déc

Juin - Juillet Déc

Ketrsa vodiny na kely matoa

Juillet-Août

Fév (manetsa vodiny)

Fév - Mai

Mai – Jun

VOKATRA METY HO AZO 20 ka hatramin’ny 30T/Ha

na 200 ka hatamin’ny 300Kg/Ara

ARETINA FISEHONY FISOROHANA/FITSABOANA

Kimavo Fifampindiasam-boly Fampiasana fanafody fiarovana

Alternariozy Miolanolana ny voly ary misy pentina ihany koa ny ravina

Atao maina tsara ny tany, Mielanena tsara ny tongolo Fmpiasana fanafody (Mancozèbe)

Kimanja Misy pentina maintso na mainty ny vodi-tongolo

Fampiasana zezika masaka tsara FAmpiasana fanafody (Dithane M45)

FAHAVALO FISEHONY FISOROHANA/FITSABOANA

Lalitra Malazo ny voly nefa tanora, mihalò ny vodi-tongolo

Fanafody mamono biby Masomboly voatsabo mialoha

Thrips Manopy fotsy mangirana ny ravina Mihaosa ary ùmaty ny voly

Fifandimbiasam-boly Asa lalina Mampisa fanafody ( Diazinon)

Kankana Mibotsiana ny ravina ary vaky Mihalò ny vodi-tongolo

Fifandimbiasam-boly

Association FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPA Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313

E-mail : [email protected]

Page 2: ARETINA FISEHONY … tongolo be Fahavalo Aretina Vokatra sy fitehirizana • Mikatra ny vokatra afaka 4-5 volana • 200-300Kg/Ara na 20-30T/Ha • Hamainina tsara ary tehirizina amin’-ny

Famindarana sy fanetsana zanaFamindarana sy fanetsana zanaFamindarana sy fanetsana zanaFamindarana sy fanetsana zana----tongolotongolotongolotongolo

• Tondrahana alohan’ny hamin-darna azy

• Zanatongolo matanjaka tsara no afindra (misy raviny 3 na 4)

• Tapahina ny 1/3 ny raviny sy ny 1/2 ny fakany

• Ny elanelany dia 20x20sm na 20x25sm

• Atsatoka mahitsy tsara

FikojakojanaFikojakojanaFikojakojanaFikojakojana • Soloina izay tsy mitsiry • Tondrahana matetika indrindra

rehefa mamody • Hevohevoina matetika mba hi-

tombo ny vodiny • Ajanona ny tondraka rehefa ma-

molaka (mitolefika ny raviny)

Fanomanana ny tanimbolyFanomanana ny tanimbolyFanomanana ny tanimbolyFanomanana ny tanimboly • Mitondra zezi-pahitra 5-10sobika/

ara • Atao ambany asa ny zezi-pahitra • Asaina lalina ny tany (25 - 30sm)

FamafazanaFamafazanaFamafazanaFamafazana

• Masomboly 20g (1sotro) afafy amin’ny tany 4m² ary aketsa amin’-ny tany 1ara

• Mitiry ny voa afaka 10andro, esory ny rakotra

• Afindra afaka 4 - 6 herinadro • Ajanona eo amin’ny zaridaina raha

hatao kely matoa na vodikely.

Fanomanana ny taninFanomanana ny taninFanomanana ny taninFanomanana ny tanin----janatrakajanatrakajanatrakajanatraka • Manao zaridaiana 1m ny sakany

• Manao sori-boly manaraka ny sakany • Afafy manify ny voatongolo ary ra-

kofana tany malemy • Asio akata eo amboniny ary tondraho • Esory ny rakotra rehefa mitsiry