Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

Embed Size (px)

Citation preview

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    1/35

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    2/35

    KOLEJY

    FAMPIANARANA ANKAPOBENY

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    3/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    Ny fahalalana tsy misy eritreritra, hoy ny mpandinika iray, dia tsy inona fa

    faharavanny fanahy. Ka na dia manampahaizana tapitra ohatra aza ny tanorana

    voavolavolantsika nefa tsy manana ny toetra mahaolom-banona dia

    fahapotehanny firenena sy faharavanny fiarahamonina no ho vokatrizany.

    Mitana toerana lehibe eo aminny sehatry ny fanabeazana noho izany ny

    fanabeazana ho olompirenena vanona satria izany no mahatonga ny tanora

    mahavita fianarana ho tonga olona azo ianteherana na eo aminny

    fampandrosoana ny tanindrazana na eo aminny fampirindrana ny fiarahamonina.

    Ny fieritreretana izany tanjona izany no nahatonga ny Ministera hitady

    vahaolana maharitra hampiorenam-paka sy hanamafisana orina ny

    mahaolompirenena sy ny mahaolom-banona eto aminny firenentsika.

    Anisanizany ry ny fanavaozana sy fanatsarana ny fandaharam-pianarana

    momba ny fanabeazana ho olompirenena vanona ao aminny Dinganny Klejy.

    Koa amin-kafaliana no anolorako anareo mpanabe sy mpianatry ny Klejy

    ity boky fandaharam-pibeazana ity.

    Ny tanjona kendrentsika moa dia tsotra : ny hamolavola olona feno izay

    sady afaka mitondra sy miaro ny tenany aminny mahaolona azy no mahavita

    mandray sy mitana ny toerana sahaza azy na eo aminny lafiny fiarahamonina nafiharian-karena na plitika ary miaina ny kolontsaina malagasy nefa mampihatra

    koa ny kolontsaina vahiny mahasoa.

    Nisy ireo nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka izao vokatra mahate

    hidera izao. Koa Tolorana fankasitrahana etoana ny Tahirinny Firenena

    Mikambana ho aminny Demkrasia namatsy vola (FNUD), ny

    Fandaharanasanny Firenena Mikambana ho anny Fampandrosoana (PNUD)

    nitantana ny Tetikasa teo aminny ara-bola, ny Foibenny Fanabeazam-bahoaka

    ho Olompirenena eto aminny Ministeranny Fanabeazam-pirenena (OEMC)

    nanatanteraka ny Tetikasa teo aminny lafiny teknika, ary indrindra ireo

    teknisianina momba ny Fanabeazana marobe avy aminny Fanjakana sy avy

    aminny Foibe-pitondranny Fampianarana Miahy tena folo namolavola sy

    nanoratra ny boky. Mendri-pankasitrahana ny asa vitanareo ka hipetraka ho lovasarobidy ho anny taranaka mifandimby.

    Farany, ny irariana dia ny hahombiazanareo mpanabe mikirakira ity

    fandaharam-pibeazana ity ka hahatraranareo ny tanjona kendrena dia ny

    hahatonga ny tanora mahavita ny Dinganny Klejy tsy ho olompirenena

    mpanakorontana fa mpandamina, tsy ho mpametraka olana fa mpitondra

    vahaolana, tsy ho mpanakiana fa mpanolo-kevitra, tsy ho mpandrava fa

    mpanangana.

    NY MINISITRY NY FANABEAZAM-PIRENENA

    TENY MIALOHA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    4/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    Manoloana ny fahapotehanny toetra mahaolombanona hita ho

    mahazo vahana eto aminny firenentsika, eo anatrehanny fitakiana

    sesilany ataonny mpiray tanindrazana ny aminny tokony hanamafisana

    ny fanabeazana ho olompirenena vanona, mahita ny tsy fandairanny

    fanabeazana ho olompirenena natao hatraminizay dia nanapa-kevitra ny

    Ministera ny hanavao sy hanatsara ny fandaharam-pianarana

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona ho anny Klejy.

    Mba hanatanterahana izany dia atrikasa impito miantoana nahitana

    atrikasa famolavolana sy fanoratana efatra ary atrikasa fankatoavana telo

    no notontosaina.

    Nampandraisina anjara taminizany avokoa ireo rafitra sy

    sokajinolona voakasiky ny Fanabeazana ho Olompirenena Vanona sy ny

    fandaharam-pianarana rehetra ao anatinny Ministeranny Fanabeazam-

    pirenena: ny mpikambana ao aminny Filankevi-pirenena momba ny

    Fanabeazana (CNE), ny Foibem-Pitondrana misahana ny Fandaharam-

    Pianarana (DCI), ny Ivontoeram-Pirenena misahana ny Fanofanana

    Mpampianatra (INFP), ny Foibem-Pitondrana misahana ny Fanabeazana

    Fototra (DEF), ny Foibem-Pitondrana misahana ny Fampianarana

    Ambaratonga Faharoa (DES), ny Foiben ny Fanabeazam-bahoaka ho

    Olompirenena (OEMC), ny Foibem-pirenena misahana ny Fampianarana

    Miahy tena (ONEP), ireo Foibem-Pitondrana Nasinaly folo misahana ny

    Fampianarana Miahy Tena.

    Nantsoina handray anjara koa ireo mpiara-miombona antoka ahitana

    ny Ministeranny Tontolo Iainana sy ny Ala, ny Tahirinny Firenena

    Mikambana momba ny Natiora (WWF), ny Tahirinny Firenena Mikambana

    momba ny Fiahiana ny Reny sy ny Zaza (UNICEF), ny Birao Iadiana

    Aminny KOlikoly (BIANCO) ary ny Biraom-Pirenena misahana ny

    Fitantanana ny Loza Voajanahary (BNGRC).

    Fandaharam-pibeazana moa no iantsoana ity boky ity satria dia

    fomba fijery sy fomba fampianatra vaovao no nenti-nandrafitra azy no sady

    itondrana ny fampiharana azy eny anivonny sekoly, ka tsy fampianarana

    no atao na fanabezana fa ny ankizy mihitsy no mibe eo ambany

    fitarihanny mpanabe.

    FAMPIDIRANA ANKAPOBENY

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    5/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    Hita ato anatinity fandaharam-pibeazana ity ry ny Tsanganana ho

    anny mpianatra nahavita ny Dinganny Klejy ary ny fandaharam-

    pibeazana ho anny kilasy tsirairay.

    Ny fandaharam-pibeazana isan-kilasy indray kosa dia ahitana

    fizarana dimy: ny lafiny mahaolona, ny lafiny fiarahamonina, ny lafiny

    fiharian-karena, ny lafiny plitika ary ny lafiny kolontsaina. Isaky ny lafiny

    indray dia ahitana tanjona ankapobeny vitsivitsy sy tabilao anehoana ireo

    tanjona manokana, ny votoatiny, ny tetika amam-paika ary ny fitaovana

    ampiasaina.

    Mba hanamorana ny asanareo mpanabe moa dia tsy mandeha irery

    ity Fandaharam-Pibeazana ity fa misy Boky Fibeazana ho anny

    mpianatra, Boky Taridalana ho anny mpanabe ary Boky Tahirin-Kevitra ho

    anny roa tonta ampiarahina aminy.

    Aroso hosedrainareo mpanabe any an-dakilasy ary ity Fandaharam-

    Pibeazana ity. Tsy tapitra eto moa ny fanatsarana ny Fanabeazana ho

    Olompirenena Vanona koa dia misokatra aminny tsikera sy ny tolo-kevitra

    hoenti-manatsara avy aminareo ity fitaovana ity. Taridalana ihany mantsyny fandaharam-pibeazana fa ny fanatanterahana dia antsika rehetra. Koa

    na ny filaharanny lohahevitra na ny tetika amam-paika na ny fitaovana

    ampiasaina voalaza ao dia ampirisihana ny haiforona sy ny haikaroka

    anananareo ny fandinihana sy fanampiana ary fanatsarana azy. Indrindra

    fa miankina aminny zava-misy any aminny toeram-piasanareo ny safidy

    mety ataonareo.

    Koa mirary anareo mpanabe hahatratra ny tanjona isaky ny sehom-

    pibeazana. Izany mantsy no hanaporofo fa mandaitra ny fanabeazana

    ataonareo satria tonga toe-tsaina amam-pitondrantena iainanny

    mpianatra ireny tanjona ireny fa tsy fahalalana miangona ao an-tsainyfotsiny ihany.

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    6/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    TENY MIALOHA

    FAMPIDIRANA ANKAPOBENY

    TSANGANANNY MPIANATRA NAHAVITA

    KOLEJY FAMPIANARANA ANKAPOBENY 11

    FANDAHARAM-PIBEAZANA TAONA FAHENINA 13

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA 14

    AMINNY LAFINY FIARAHAMONIA 16

    AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA 17

    AMINNY LAFINY POLITIKA 18

    AMINNY LAFINY KOLONTSAINA 19

    FANDAHARAM-PIBEAZANA TAONA FAHAFITO 21

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA 22

    AMINNY LAFINY FIARAHAMONIA 23AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA 24

    AMINNY LAFINY POLITIKA 25

    AMINNY LAFINY KOLONTSAINA 26

    FANDAHARAM-PIBEAZANA TAONA FAHAVALO 27

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA 28

    AMINNY LAFINY FIARAHAMONIA 29

    AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA 30

    AMINNY LAFINY POLITIKA 31

    FANDAHARAM-PIBEAZANA TAONA FAHASIVY 33

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA 35

    AMINNY LAFINY FIARAHAMONIA 36

    AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA 37

    AMINNY LAFINY POLITIKA 38

    AMINNY LAFINY KOLONTSAINA 39

    FANOROAM-PEJY

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    7/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    11

    TSANGANANNY MPIANATRA NAHAVITA KOLEJY FAMPIANARANA ANKAPOBENY

    Ny mpianara mahavia ny KOLEJY FAMPIANARANA ANKAPOBENY dia manana ireo

    oera amampihesika izay mifanaraka aminny fampivelarana ny mahaolona (vaana,

    saina, fo amampanahy), ny fiarahamonina, ny kolonsaina malagasy, ny fihariana ary

    ny plitka. Araka izany, ireo mpianara ireo dia mandala ny kolonsaina malagasy sy

    demkratka ary mihaomponandraikira harany harany aminny fampivoarana ny

    enany sy ny fiarahamonina ao anatnny fahamarinana sy ny fahisiana eo aminny

    lafiny rehera.

    Ny mpianara dia afaka :

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    8/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    12

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    9/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    13

    FANDAHARAM-PIBEAZANA

    TAONA FAHENINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    10/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    14

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHENINA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miandrina ny fahadiovana sy miaro ny enany aminny aretna sy loza ary zava

    mahadomelina

    Manaja, miaro ary miaky ny zo amankasinny olombelona isansokajiny

    Miaina sy mandala ny fahamarinana sy ny fahisiana

    Mikaroka sy mamorona ary mikendry vokara sarasara kokoa harany

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    11/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    15

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHENINA

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    12/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    16

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHENINA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Maneho fiondranena sy fihesika mendrika eo anivonny ankohonana misy azy sy

    ny sekoly ary ny

    fiarahamonina

    Mifampiresaka sy mifanakalo hevira ary mifampizara vaovao aminny mpiara

    belona

    Manana oesaina ta mikajy ny onolo iainana eo anivonny fiarahamonina

    AMINNY LAFINY FIARAHAMONINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    13/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    17

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHENINA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miroso aminny fananganana asa eo aminny oerana misy azy

    Mifehy sara ny fomba fiananana sy firandrahana aradrariny ny onolo iainana

    AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    14/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    18

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHENINA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Mifanakalo hevira momba ny repoblika sy ireo maripamanarana azy ary ny zo

    plitka

    AMINNY LAFINY POLITIKA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    15/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    19

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHENINA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miaina sy manaja ny kolonsaina malagasy sy ny soaoavina iraisampirenena

    Maneho fitavananindrazana aminizay rehera aaony

    AMINNY LAFINY KOLONTSAINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    16/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    20

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    17/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    21

    TAONA FAHAFITO

    FANDAHARAM-PIBEAZANA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    18/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    22

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAFITO

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miandrina ny fahadiovana sy miaro ny enany aminny aretna sy loza ary zava

    mahadomelina

    Manaja, miaro ary miaky ny zo amankasinny olombelona isansokajiny

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    19/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    23

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAFITO

    TANJONA ANKAPOBENY

    Maneho fiondranena sy fihesika mendrika eo anivonny ankohonana misy azy sy

    ny sekoly ary ny fiarahamonina

    Mifampiresaka sy mifanakalo hevira ary mifampizara vaovao aminny mpiara

    belona

    Mamanara ireo rafira sy sampandraharaha iraisampirenena

    Manana oesaina ta mikajy ny onolo iainana eo anivonny fiarahamonina

    AMINNY LAFINY FIARAHAMONINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    20/35

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    21/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    25

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAFITO

    TANJONA ANKAPOBENY

    Mifanakalo hevira momba ny repoblika sy ireo maripamanarana azy ary ny zo

    plitka

    Mampihara fifidianana demkratka eo anivonny sekoly sy ny fikambanana misy

    azy

    AMINNY LAFINY POLITIKA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    22/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    26

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAFITO

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miaina sy manaja ny kolonsaina malagasy sy ny soaoavina iraisampirenena

    Maneho fitavananindrazana aminizay rehera aaony

    AMINNY LAFINY KOLONTSAINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    23/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    27

    TAONA FAHAVALO

    FANDAHARAM-PIBEAZANA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    24/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    28

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAVALO

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miandrina ny fahadiovana sy miaro ny enany aminny aretna sy loza ary zava

    mahadomelina

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    25/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    29

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAVALO

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miaina sy mandala ny fahamarinana sy ny fahisiana eo aminny ankohonana sy ny

    fiarahamonina

    Mifampiresaka sy mifanakalo hevira ary mifampizara vaovao aminny mpiara

    belona

    Manaaneraka ny adidiny sy ny andraikiny eo anivonny ankohonana misy azy, ny

    sekoly ary ny fiarahamonina

    Mampiasa ireo rafira sy sampandraharaha iraisampirenena

    AMINNY LAFINY FIARAHAMONINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    26/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    30

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAVALO

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miroso aminny fananganana asa eo aminny oerana misy azy

    Misikera ny fomba firandrahana ny onolo iainana

    Miandro ny fahamarinana sy ny fahisiana eo ampanaanerahana ny asa

    fihariana

    AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    27/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    31

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAVALO

    TANJONA ANKAPOBENY

    Mifanakalo hevira momba ny repoblika sy ireo maripamanarana azy ary ny zo

    plitka

    AMINNY LAFINY POLITIKA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    28/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    32

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    29/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    33

    TAONA FAHASIVY

    FANDAHARAM-PIBEAZANA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    30/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    34

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHASIVY

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miandrina ny fahadiovana sy miaro ny enany aminny aretna sy loza ary zava

    mahadomelina

    Manaja, miaro ary miaky ny zo amankasinny olombelona isansokajiny

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    31/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    35

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHASIVY

    AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    32/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    36

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHASIVY

    TANJONA ANKAPOBENY

    Maneho fiondranena sy fihesika mendrika eo anivonny ankohonana misy azy sy

    ny sekoly ary ny fiarahamonina

    Miaina sy mandala ny fahamarinana sy ny fahisiana eo aminny ankohonana sy ny

    fiarahamonina

    Mifampiresaka sy mifanakalo hevira ary mifampizara vaovao aminny mpiara

    belona

    AMINNY LAFINY FIARAHAMONINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    33/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    37

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHASIVY

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miroso aminny fananganana asa eo aminny oerana misy azy

    Miandro ny fahamarinana sy ny fahisiana eo ampanaanerahana ny asa

    fihariana

    Mampihara ny kolonsaina fandraharahana

    Mifehy sara ny fomba fiananana sy firandrahana aradrariny ny onolo iainana

    AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - kolejy (MEN/2011)

    34/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    38

    35/35

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    39

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHASIVY

    TANJONA ANKAPOBENY

    Maneho fitavananindrazana aminizay rehera aaony

    AMINNY LAFINY KOLONTSAINA