18
1 Ilay bocal an´i Sariaka Nadikan´i Rabarisoanantenaina Albertine Sariaka dia manana bocal manokana. I Sariaka koa dia olona hafahafa kely. Ny masony dia mainty ary mandihindihy rehefa faly izy. Ny takolany dia lokona sôkôlà sady malefaka ary ny volony dia mihantona manaraka ny lamosiny. Misy volo tsy mahatakatra mipoitra manodidina ny lohany tahakan´ny fahazavana manodidina ny lohan´ny masina Marie. Saingy ny zavatra tena mampiavaka azy dia ny fitsikiny izay manazava ny tarehiny rehetra. Toy ny mampirehitra jiro ao anatin´ny efitrano maizina ny fitsikiny hoy ny bebeany. Ny vahiny izay mandalo dia ho voasarika hijery ity tarehy falifalin´ity ankizy vavy kely ity.

Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

  • Upload
    others

  • View
    1

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

1

Ilay bocal an´i Sariaka Nadikan´i Rabarisoanantenaina Albertine

Sariaka dia manana bocal manokana. I Sariaka koa dia olona hafahafa kely. Ny masony dia mainty ary mandihindihy rehefa faly izy. Ny takolany dia lokona sôkôlà sady malefaka ary ny volony dia mihantona manaraka ny lamosiny. Misy volo tsy mahatakatra mipoitra manodidina ny lohany tahakan´ny fahazavana manodidina ny lohan´ny masina Marie. Saingy ny zavatra tena mampiavaka azy dia ny fitsikiny izay manazava ny tarehiny rehetra. Toy ny mampirehitra jiro ao anatin´ny efitrano maizina ny fitsikiny hoy ny bebeany. Ny vahiny izay mandalo dia ho voasarika hijery ity tarehy falifalin´ity ankizy vavy kely ity.

Page 2: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

2

aingy amin´izao dia tsy mbola mitsiky i Sariaka. Mipetraka eo ambony fandriany izy miampofo bocal ary mikentron´endrika.

Avelao aho hitantara aminareo momba ity bocal ity. Izy ity dia bocal vita amin´ny vera izay ampiasain´ny olona mba hiterizana tsaramaso na kaonfitiora frezy. Malalaka ny vavany ary omby sotro be. Misy marika ahafantarana ny fatrany eo ivelany. Ity bocal ity dia anisan´ny karazana bocal taloha. Izy dia miaraka amin´ny sarony manokana. Rehefa feno izy io dia saromana ary hidina amin´ny tariby izay mitazona azy. Teo aloha, ireo bocal ireo dia tena nilaina satria ny olona tsy nanana fitehirizana hafa. Atsofoka ao anatin´ny bocal ny legioma dia saromana tsara ary atsoboka ao anatin´ny rano mangotraka mba hahafaty ny mikraoba izay manimba sakafo. Ankehitriny, maro amin´ny olona no tsy miraharaha ny fitehirizana sakafo. Satria moramora kokoa ny mividy sakafo notehirizana ao anatin´ny boîte any amin´ny epicerie. Izany no nahatonga ny bebean´i Sariaka hanome azy ity bocal ity.

Page 3: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

3

“ sy dia betsaka intsony ny bocal toy itony, ry

Sariaka” hoy ny bebeany. “Isaky ny mahita azy itony aho dia mahatsiaro ny lakozian´i Mama Razay. Feno bocal ny lakoziany, misy sakafo matsiro ao anatiny izay vokatry ny zaridainanay: Voatabia, tsaramaso, voatavo, paiso, manga...Miam! Mitelin-drora mihitsy na dia mieritreritra ireo fotsiny aza. Kajio tsara io bocal io fa hahasoa anao indray andro any.”

Page 4: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

fa misy zava-tsoa ao anatin´io bocal io amin´izao. Misy vola

Nandritra ny taona maro nanangom-bola mba hividianana gitara iamin´ny “Mada-Mozika”. Hatramin´ny nahitany io gitara io voalohany dia efa fantany fa anjarany izy io. Hazo mamirapiratra toy ny volamena ary nylon fotsifotsy miavaka amin´ny tahony maintimainty

4

-tsoa ao anatin´io bocal io amin´izao. Misy vola iray alina Ariary

Nandritra ny taona maro i Sariaka no bola mba hividianana gitara izay amidy ao

Mozika”. Hatramin´ny nahitany io gitara io voalohany dia efa fantany fa anjarany izy io. Hazo mamirapiratra toy ny volamena ary nylon fotsifotsy miavaka amin´ny tahony maintimainty

manome endrika an´io gitara iosary tena tsara tarehy manodidina ny lavaka mamoaka feo eo aminy ary ny bokotra fanovam-peoohatran´ny vatosoa.

tsoa ao anatin´io bocal io iray alina Ariary.

efa zay amidy ao

Mozika”. Hatramin´ny nahitany io gitara io voalohany dia efa fantany fa anjarany izy io. Hazo mamirapiratra toy ny volamena ary tady nylon fotsifotsy miavaka amin´ny tahony maintimainty

manome endrika meva an´io gitara io. Misy ary tena tsara tarehy manodidina ny lavaka mamoaka feo eo aminy

bokotra peo dia

ohatran´ny vatosoa.

Page 5: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

5

sy mbola nitendry gitara mihitsy i Sariaka, na dia izany aza dia fantany fa ho hainy izany. Indrindra ny gitara tahakan´ity. Hain´ny rantsany tsianjery

sahady ny mitendry ny tady na dia mbola tsy fanaony aza. Eo am-pandriana amin´ny alina dia efa mitendry gitara an´eritreritra izy, ny hohon-tanany havanana mampihetiska ny tady mba hamoahana feo. Efa hainy koa ny fomba fandrotsirotsiana ilay zava-maneno sy ny fomba mampiray ny gitara sy ny mpilalao azy. Tena hahafinaritra izany hitendry sy hihira izany, …hitendry sy hihira! Saingy mbola tsy ampy dimy arivo Ariary ny volany. Satria ny vidin‘ilay gitara dia dimy arivo sy iray alina Ariary. Ho afaka hividy ilay gitara i Sariaka ary

mbola hanana ambiny andoavana hetra raha toa ka mahita an´io vola dimy arivo Ariary io. Mety hahazo vola izy amin´ny krismasy. Angamba… angamba amin´ny faran´ny volana janoary dia ho lasany amin´izay ilay gitara.

Page 6: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

iasa mafy be i Sariaka nandritra iny taona iny mba hanangonam-bola apetraka ao anatin´ny bocal.

Ankoatry ny asa andavan´andro izay ataony ao amin´ny bebeany dia mandraoka ireo ravina mihitsana any anjaridaina sy mitaiza zazakelin´olona izy. Ny vola rehetra azony tamin´ny tsingerinnahaterahany dia arotsany avy hatrany ao amin´ny bocal ary tamin´ny foara farany teodimanjato Ariary izy. Mbola sarobidy aminy kokoa ny gitara noho ny mandany vola amin´ny mitaingina soavaly hazo. Mizara gazety koa i Sariaka mba hahazoam

6

iasa mafy be i Sariaka nandritra iny taona iny mba bola apetraka ao anatin´ny bocal.

Ankoatry ny asa andavan´andro izay ataony ao amin´ny bebeany dia mandraoka ireo ravina mihitsana any an

itaiza zazakelin´olona izy. Ny vola rehetra azony tamin´ny tsingerin-taona nahaterahany dia arotsany avy hatrany ao amin´ny bocal

farany teo dia tsy nandany afa tsy dimanjato Ariary izy. Mbola sarobidy aminy kokoa ny gitara noho ny mandany vola amin´ny mitaingina soavaly hazo. Mizara gazety koa i Sariaka mba hahazoam

Tamin´ny oktobra ny bebdia nanomboka niandraikitra ny fizarana gazety „Ny maraina“. Ahorin´i bebe ireo gazety dia fatoranyAry i Sariaka no ireo isaky ny marainadia afaka mijanona ao anraha mbola matory i

iasa mafy be i Sariaka nandritra iny taona iny mba bola apetraka ao anatin´ny bocal.

Ankoatry ny asa andavan´andro izay ataony ao amin´ny bebeany dia mandraoka ireo ravina mihitsana any an-

taona nahaterahany dia arotsany avy hatrany ao amin´ny bocal

dia tsy nandany afa tsy dimanjato Ariary izy. Mbola sarobidy aminy kokoa ny gitara noho ny mandany vola amin´ny mitaingina soavaly hazo. Mizara gazety koa i Sariaka mba hahazoam-bola.

Tamin´ny oktobra ny bebeany niandraikitra ety „Ny

. Ahorin´i bebe ireo fatorany fingotra.

no mizara azy ireo isaky ny maraina fa i bebe

ona ao an-trano raha mbola matory i Rajo.

Page 7: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

Rajo dia zandrin´i Sariaka lahy.

Narary izy taloha ka nitarika fahalemena ho an´ny tongony izany ary voatery mampiasa seza misy kodiarana. Mitovy be amin´ny endriky ny zokiny vavy i Rajo. Ny volokodiny koa dia mitovy amin´ny volonmiorongorona koa mahafinaritra izy saika mitovy amin´ny an´i Sariaka. Fa ny tena mampiavaka azy dia ny fahaizany mihira. Tena tia mihira izy ary ataony foanaalahady, ny feony mahafinaritra sadymanaitra izay matoritoryMadama Sahondramahita fa i Rajo dia anisan´ny ireo mpihira mahay indrindra amin´izay henony hatramin´iza

7

dia zandrin´i Sariaka lahy.

Narary izy taloha ka nitarika fahalemena ho

izany ary seza misy

. Mitovy be ny zokiny

. Ny volokodiny koa dia mitovy amin´ny volonmiorongorona koa ny volony. Manana fitsiky mahafinaritra izy saika mitovy amin´ny an´i Sariaka. Fa ny tena mampiavaka azy dia ny fahaizany mihira. Tena tia mihira izy ary ataony foana izany

ny feony mahafinaritra sady mazava dia manaitra izay matoritory ao am-piangonana. I

Sahondra izay mpitendry ny pianô dia dia anisan´ny ireo mpihira mahay

indrindra amin´izay henony hatramin´iza

volokodiny koa dia mitovy amin´ny volon-tsôkôlà ary ny volony. Manana fitsiky

mahafinaritra izy saika mitovy amin´ny an´i Sariaka. Fa ny tena mampiavaka azy dia ny fahaizany mihira.

izany. Rehefa mazava dia

piangonana. I izay mpitendry ny pianô dia

dia anisan´ny ireo mpihira mahay indrindra amin´izay henony hatramin´izay.

Page 8: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

„ fa nieritreritra ny hanome lesona mozika ho an´ity zaza ity ve ianao“ hoy izy Sahondra nanontany ny bebeany. Ny

fitsaboana sy ny sakafo isan´andromahasahirana an´idehibe ny vola ao anatin´ny bocalmahavidy zavatra hafa ankoatran´ny fivelomanaintsony i bebe ohatra hoe lesona mozika na gitara. Tsy maintsy mitahiry vola i Sariaka raha tezavatra hafa toy izany

Amin´izao fotoana izaokely sisa ny vola tadiavina dia ampy nefa misy olana mitranga.

8

fa nieritreritra ny hanome lesona mozika ho y zaza ity ve ianao“ hoy izy

nanontany ny bebeany. Ny sakafo isan´andro anefa dia efa

mahasahirana an´i bebe. Izany no antony maha zavadehibe ny vola ao anatin´ny bocal an´i Sariaka

havidy zavatra hafa ankoatran´ny fivelomanatra hoe lesona mozika na gitara.

Tsy maintsy mitahiry vola i Sariaka raha teizany.

Amin´izao fotoana izao,

tadiavina dia ampy nefa itranga.

fa nieritreritra ny hanome lesona mozika ho y zaza ity ve ianao“ hoy izy Madama

nanontany ny bebeany. Ny anefa dia efa

bebe. Izany no antony maha zava-an´i Sariaka. Tsy

havidy zavatra hafa ankoatran´ny fivelomana tra hoe lesona mozika na gitara.

Tsy maintsy mitahiry vola i Sariaka raha te-hanana

Page 9: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

9

omban´i Rajo izany olana izany. Herinandro maromaro

izao ny antokom-pihira ao am-piangonana dia niasa mafy nanomana fampisehoana atao amin´ny krismasy ao an-tsena. Ny antokom-pihira avy amin´ny fiangonana rehetra eran´ny tanàna dia hihaona daholo amin´ny asabotsy alohan´ny krismasy mba hanao ny fampisehoana goavana. Amin´ity taona ity dia i Rajo no eritreretina hihira irery eo anatrehan´ny mpiantsena rehetra. Ny hira ataony dia „Indray andro izay tao Betlehema“ ary tena tafavoakany tsara mihitsy. Saingy tsy hanao indray izy. Tsy manana ireo akanjo izay nasain´i Madama Sahondra hanaovana mandritra ny fampisehonana izy, noho izany dia tsy handeha izy.

Page 10: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

10

sy fantatry ny bebeany anefa izany olana izany. Tsy nolazainy tao an-trano ny momba izany. Ny

nahafantaran´i Sariaka ilay olana dia nosakanan´i Madama Sahondra tany am-piangonana izy ka nampahatsiahivany fa mila lobaka fotsy sy pataloha mainty i Rajo. Manao akanjo lava foana ny antokom-pihira rehefa mihira ao am-piangonana ka izany tsy nisian´ny olana teo amin´i Rajo hatramin´izay.

Page 11: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

oa ihany i Sariaka sy Rajo fa zaza tsara tarehy, hoy ny bebeany sady mihomehy, satria tsy

manana akanjo tsara afaka ihaingoana izy ireo. Raha ny tena marina mantsy dia akanjo omen’olona any am-piangonana no mba tafiany. Avy eo dia pasohan’ny bebeanyahafahana manafina ny tena zavabebe izany, hoe akanjo efa nanaovan’ny olona ireo. Tsy mba manana lobaka fotsy na hoe pataloha mainty i Rajo satria tsy nisy nanome azy. Angamba tsy fantatr’i Madama Sahondra izany.

11

oa ihany i Sariaka sy Rajo fa zaza tsara tarehy, hoy ny bebeany sady mihomehy, satria tsy

manana akanjo tsara afaka ihaingoana izy ireo. Raha ny tena marina mantsy dia akanjo omen’olona

piangonana no mba tafiany. Avy eo dia ebeany sy zairiny tsara. Saingy tsy

ahafahana manafina ny tena zava-misy izanyhoe akanjo

efa nanaovan’ny olona ireo. Tsy mba manana lobaka fotsy na hoe pataloha mainty i Rajo satria tsy nisy nanome azy. Angamba

adama

oa ihany i Sariaka sy Rajo fa zaza tsara tarehy, hoy ny bebeany sady mihomehy, satria tsy

manana akanjo tsara afaka ihaingoana izy ireo. Raha ny tena marina mantsy dia akanjo omen’olona

piangonana no mba tafiany. Avy eo dia aingy tsy

misy izany ezak´i

Page 12: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

iresaka tamin’i Rajo i Sariaka tamin´iny tolak’andro iny.

nanandrana niresaka « Tokony mindrana lobaka fotsy sy pataloha mainty any amin’ny namanao any ami Sariaka. Tsy namaly maninona raha ireny akanjo efa fitondranao mahazatra

12

iresaka tamin’i Rajo i Sariaka tamin´iny tolak’andro iny. Na azo lazaina angamba hoe

iresaka taminy izy. okony mindrana lobaka fotsy sy pataloha mainty amin’ny namanao any am-pianarana ianao

. Tsy namaly i Rajo. «Na raha tsy izany, maninona raha ireny akanjo efa fitondranao mahazatra

ireny nAngaha ireny ratsyianao hihira irery dia mila miavaka amin’ny rehetra

iresaka tamin’i Rajo i Sariaka tamin´iny Na azo lazaina angamba hoe

okony mindrana lobaka fotsy sy pataloha mainty pianarana ianao » hoy

a raha tsy izany, maninona raha ireny akanjo efa fitondranao mahazatra

ireny no entina e! ngaha ireny

ratsy? Sady ianao hihira irery ia mila miavaka amin’ny rehetra».

Page 13: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

13

« isaotra betsaka», hoy i Rajo niakatra, «izaho efa miavaka amin’ny rehetra

foana noho ity seza misy kodiarana mahakamo ity, tsy handeha hihira eny an-tsena fotsiny aho dia izay ». Dia lasa nikorisa nankany amin’ny efitra ilany izy. Tamin´iny alina iny, toy ny mahazatra, dia nihira tao amin’ny efitrano fandroana i Rajo raha iny nisasa iny. I Sariaka kosa nipetraka teo ambony fandriana sady nihaino ny hiran-jandriny. « indray andro izay tao Betlehema, tao an-tranon’omby tao… »

Page 14: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

14

y herim-po rehetra tokony hanaovan’i Rajo ny zavatra tsy azony atao noho ny fahalemany dia

atambany hihirana daholo. Tena lafatra tokoa ny fihirany. Raha hira mahafalifaly dia mahatsiaro faly ihany koa ny mpihaino ary raha hira mampalahelo dia maha te-hitomany mihitsy. Saingy na inona na inona ny hira dia satry foana hihaino azy. Tsy rariny izany! Efa betsaka ny banga amin´ny fiainan´i Rajo noho ny tsy fahafahany mandeha. Tsy rariny raha tsy afaka mihira izy noho ny tsy fananany akanjo.

Page 15: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

15

o ambony fean´i Sariaka ilay bocal mavesatra feno vola. Akimpiny ny masony ary hitany an-

tsaina foana ilay gitara mamirapiratra toy ny volamena.

Injay henon´i Sariaka ny hiran´i Rajo «Indray andro izay tao Betlehema…».

Moramora sady am-pitandremana mba tsy handratra mafy loatra, nakatony ny varavaran´ny heviny momba ilay gitara, nampandeferiny ny faniriany.

Page 16: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

onga ny asabotsy alohan´ny krismasy. Nifoha maraina be i Sariaka nizara gazety.

Nihazakazaka nody izy ary namonjy ny efitranon´i Rajo. «Andao, ry kamo lahyianao fa ho any amin´ny fampisehoana. Tonga ilayandro, hitolagaga aminao ny mpiantsena rehetra.Notapenan´i Rajo ondana ny lohany mba hanafenany ny ranomasony. Mandehana mandeTsy nahatohitra ny «Tsy tsara ve raha miarapihiran´ny mahantra any an-tsena ianao ry mpanjaka? Raiso ity, ry lahy ratsy ity!» Natsipiny tany amin´ny lohan´i Rajo ny harona nentinydia nihazakazaka nivoaka ny efitrano izy.

16

onga ny asabotsy alohan´ny krismasy. Nifoha maraina be i Sariaka nizara gazety.

Nihazakazaka nody izy ary namonjy ny efitranon´i «Andao, ry kamo lahy! Tsy maintsy misasa

ianao fa ho any amin´ny fampisehoana. Tonga ilaya aminao ny mpiantsena rehetra.

Notapenan´i Rajo ondana ny lohany mba hanafenany ny ranomasony. «Tsy handeha aho, tadidMandehana mandeha ary avelao aho ho irery eto.Tsy nahatohitra ny tsy hisangisangy kely i Sariaka:

e raha miara-mihira amin´ny antokompihiran´ny mahantra any

mpanjaka? Raiso ity, ry lahy ratsy ity!» Natsipiny tany amin´ny lohan´i

harona nentiny dia nihazakazaka nivoaka

onga ny asabotsy alohan´ny krismasy. Nifoha maraina be i Sariaka nizara gazety.

Nihazakazaka nody izy ary namonjy ny efitranon´i ! Tsy maintsy misasa

ianao fa ho any amin´ny fampisehoana. Tonga ilay a aminao ny mpiantsena rehetra.»

Notapenan´i Rajo ondana ny lohany mba hana-Tsy handeha aho, tadidy?

ha ary avelao aho ho irery eto.» tsy hisangisangy kely i Sariaka:

mihira amin´ny antokom-

Page 17: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

ena nalaza iny andro iny. Nanome tanteraka ny antokom

tonga tao amin´ny hira nataon´i Rajo irery dia natosiny ho eo anoloan´ny olona ny sezany ary nandray ny mikrô izy ka tsy mpihira malaza be ireny. Bôgosy be izy miaraka amin´ny lobaka fotsiny sy ny pataloha mainty mbola tena vaovao. Avy eo dia nosokafany hihira ny vavany. Niakatra tsikelikely ny feony kanto mandrapaha

17

ena nalaza iny andro iny. Nanome fahafahamny antokom-pihiran´i Rajo. Raha

tonga tao amin´ny hira nataon´i Rajo irery dia natosiny ho eo anoloan´ny olona ny sezany ary nandray ny mikrô izy ka tsy nanavia fa toy ireny mpihira malaza be ireny. Bôgosy be izy miaraka

ka fotsiny sy ny pataloha mainty mbola tena vaovao. Avy eo dia nosokafany hihira ny vavany. Niakatra tsikelikely ny feony kanto mandrapaha

tongany eran´ny tsena. «andro izay tao Betlehema, tao antranon´omby tao… Nijanona hihaino azy dahompiantsena rehetra.

ena nalaza iny andro iny. Nanome fahafaham-po pihiran´i Rajo. Raha

tonga tao amin´ny hira nataon´i Rajo irery dia natosiny ho eo anoloan´ny olona ny sezany ary

anavia fa toy ireny mpihira malaza be ireny. Bôgosy be izy miaraka

ka fotsiny sy ny pataloha mainty mbola tena vaovao. Avy eo dia nosokafany hihira ny vavany. Niakatra tsikelikely ny feony kanto mandrapaha

tongany eran´ny tsena. « Indray andro izay tao Betlehema, tao an-tranon´omby

». Nijanona hihaino azy daholo ny mpiantsena rehetra.

Page 18: Ilay bocal an´i Sariaka - ny-hary.de · Iny no tena krismasy ho an´i Rajo ny bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely

Iny no tena krismasy ho an´i Rajony bebeany. Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny. Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana kely izay novidian-krismasy dia iny fotoana nameno ny fony ary mitoetra mandrakizay aoTaoriana kelin´izay tamin´iny alina iny, rehefa avy nampatory an´i Rajo izay reraka sady faly i bebe dia nankany amin´ny efitranon´i Sariaka. Nisy vola arivo ariary tany an

18

Iny no tena krismasy ho an´i Rajo sy Sariaka Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny.

Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana -dry zareo aza izy ireo tamin´ny

krismasy dia iny fotoana mamirapiratra iny no tena nameno ny fony ary mitoetra mandrakizay aoTaoriana kelin´izay tamin´iny alina iny, rehefa avy nampatory an´i Rajo izay reraka sady faly i bebe dia nankany amin´ny efitranon´i Sariaka. Nisy vola arivo ariary tany an-tanany. Nojeren´i Sariaka

izy nandrotsaka ilay vola tao anatin´ny bocal« Ao! Amin´bocal foana intsonyhoy i bebe nitsiky, «tena bocal amin´izay izy izao » dia nanoroka sy nanao tafandria mandry an´i Sariaka izy.

17

Sariaka ary Tsy nisy tsara mihoatra iny fotoana iny.

Na dia nanao sakafo be sy nifanakalo fanomezana dry zareo aza izy ireo tamin´ny

mamirapiratra iny no tena nameno ny fony ary mitoetra mandrakizay ao anatiny. Taoriana kelin´izay tamin´iny alina iny, rehefa avy nampatory an´i Rajo izay reraka sady faly i bebe dia nankany amin´ny efitranon´i Sariaka. Nisy vola

ny. Nojeren´i Sariaka tsara nandrotsaka ilay vola

tao anatin´ny bocal-ny. min´izay tsy

bocal foana intsony ity » bebe nitsiky, « efa

tena bocal amin´izay izy » dia nanoroka sy

nanao tafandria mandry n´i Sariaka izy.