Upload
vannhi
View
225
Download
0
Embed Size (px)
Citation preview
ANNEE 5| NUMERO 17 GRATUIT | JUIN 2017
La formation professionnelleLa formation professionnelleLa formation professionnelleLa formation professionnelle
Quels enjeux pour l’entreprise?Quels enjeux pour l’entreprise?Quels enjeux pour l’entreprise?Quels enjeux pour l’entreprise?
L’édito
N y fiofanana arak’asa dia manampy ny olona iray hahazo fahalalana sy fahaiza-manao (fahaizana sy traik’efa) ilaina eo amin’ny fanatanterahana sy
fanantotosana ny asa izay hiandreketany. Manan-danja ho an’ny orinasa satria manamafy sy mampitombo ny fahaiza-manao ara-teknika, eny hatra-min’ny fitondratenany eo anoloan’ny asa, fitaovana iray hampiroborobo satria afaka ametrahana ny tetik’ady ary koa eo anivon’ny fifaninanana. Ho an’ny mpiasa indray dia, ankoatran’ny fiofanana izay noratoviny tany aloha dia manampy ny traik’efa izay efa ananany Ny GPEC dia manampy ny sampana mifehy ny mpiasa (RH) amin’ny fametrahana ny filàna, ary koa manamafy ireto tanjona manaraka ireto:
• Ny fiofanana, fitaovana ham-piakarana ny fomba famo-karan’ny orinasa,
• Mandanjalanja ny fahaiza-manao mba ahazoana kalitao tsara sy maharitra
Manoloana izany, eo anivon’ny fi-faninanana ara-barotra mamehy ny tontolo ara-toekarena, izay am-bany ny fahefa-mividy ary miavosa ny tahan’ny tsy fanana asa, tsy maintsy miatrika anjara asa manoloana izany ny orinasa: ny orinasa dia tokony hanome toerana amin’ny fampandrosoana sy ny fampiroborobona ny fampiofanana izay omeny ary mifa-naraka amin’ireo tetik’asa kinendriny, izay tokony hifa-naraka amin’ny teti-bola voatokana ho amin’izany. Izany no mahatonga ny mpitondra eo anivon’ny orinasa hanamafy sy hampitombo ny teti-bola entina mananton-tosa ny fampiofanana. Ankoatr’izay ny fahafantarana io toerana eo anivon’ny orinasa io dia tokony hifandraika amin’ny tolotra. Noho izany ny fanelanelana eo amin’ny fioafana anatiny sy ivelany dia tokony ho tanterahina. Ny fanadiadina nataon’ny Markess International tamin’ny fiatomboahan’ny taona 2013 no nahalalana fa ny sampana mpifehy ny mpiasa na ny RH dia mila ma-nala ny mpikambana sasany anatin’ny asa fitantanana rano fotsiny (64% dia mpikambana ao amin’ny sampana mpifehy ny mpiasa avokoa) ho fifehezana ny fiofanana ao anatin’ny orinasa. Misy ny fanontaniana izay tsy voavaly anefa ny le-hiben’ny sampana dia miandry valiny mafonja avy amin’ny sampana mpifehy ny mpiasa amin’ny fivoaran’ny orinasa. Ny tetik’asa ny fiofanana eto amin’ny SOCOLAIT izay atolotry ny sampana mpifehy ny mpiasa (RH) dia tokony hamaly ny ampahany amin’ireo fanahiana ireo.
L a formation professionnelle permet à un individu d'acquérir le savoir et les savoir-faire (capacité et aptitude) nécessaires à l'exercice d'un métier ou
d'une activité professionnelle.
Un enjeu pour l'entreprise, le renforcement et le dévelop-pement des savoir-faire techniques ou des comporte-ments sont devenus des outils stratégiques de compétiti-vité.
Un enjeu pour les salariés, au-delà de la formation initia-le, la formation professionnelle renforce les capacités du salarié
La GPEC doit aider le Departement RH a definir les besoins. Et à fixer les objectifs suivants :
• La formation, levier de perfor-mance de l'entreprise
• Fidéliser les compétences sen-sibles pour une performance durable
Cependant, dans un contexte écono-mique caractérisé par un environne-ment concurrentielle, de faible pou-voir d'achat et de chômage les en-treprises doivent faire face à un dou-ble enjeu : celui de développer des actions de formation en cohérence avec les projets de l’entreprise, tout en œuvrant dans le cadre de budgets contraints. d’où la conscience renfor-cée, au sein de l’entreprise, de la né-cessité d’optimiser les budgets de
formation.
De plus, la prise de conscience de cet enjeu au sein de l’entreprise doit être relayée par l’offre.
Un arbitrage entre formations internes et formations ex-ternes doit donc être réalisé. Selon l’enquête Markess International de début 2013, les ressources propres du service RH auront besoin de dégager certains de ses membres des tâches purement administratives (64% du temps de l’ensemble de la fonction RH) pour gérer la for-mation dans l'entreprise . Une question inévitable alors que les directions de Departement attendent une plus forte contribution de la fonction RH à la performance de l’entreprise.
Le projet de formation de Socolait présenté par notre RH doit répondre en partie à ces préoccupations.
Ny toeran’ny fiofanana arak’asa eo anivon’ny orinasa
La formation professionnelle: Quels enjeux pour l’entreprise?
Nosoratan’i / Ecrit par
Philippe PENOUTY
(Tale Jeneraly / Directeur Général)
Notanterahina ny voalohany volana jona teo ny andro
iraisam-pirenena ho an’ny ronono. Ny tanjona dia ny
fampafantarana ny soa azo avy amin’ity « volamena
fotsy » ity. Sambany ny nanatanterahina ity fankalazana
ity teto Madagasikara. Nokarakarain’ny MDB, hita nivon-
drona tao amin’ny “Village Voara” daholo ireo mpiseha-
tra mikasika ny ronono: mpiompy, manangona ronono,
mpanao vokatra avy amin’ny ronono, ary ireo mpianatra,
mba hifampizara ny soa azo avy amin’io vokatra io.
Nohalalinina nandritra ny famela-
belaran-kevitra ireo andry
hanatsarana ny fivoarana ny se-
hatry ny ronono toy fanatsarana
ny lalanan’ny ronono, ny fahare-
tan’ny tetik’asa fanampiana, ny
fametrahana vidiny mety amin’ny
rehetra ary ny fanatsarana ny
kalitaon’ny ronono. Noho ireo an-
tony maro ireo, nampafantarina
ny tetik’asa CASEF, izay ampi-
harin’ny Socolait.
Nandritra io andro io, afaka nampahafantatra ny asa sa-
haniny eny anivon’ny mpiompy sy mpanangona ronono
ny departemanta fanangonan-dronono eto amin’ny Soco-
lait. Fahantairana sy fahafaham-po, no nahitana ireo
mpiompy voasarika amin’ny asa sahanin’ny Socolait, in-
drisy fa ivelan’ny faritry ny fananangonan-dronono anke-
hitriny izy ireo (Fianarantsoa, Antananarivo). Tsikaritra
nandritra izany fa anisan’ny mpisehatra sarotiny amin’ny
kalitaon’ny ronono ny orinasa Socolait ka nahaliana ny
maro ny rafitra sy ny fomba fitantananay.
Sehatra iray nahafahana nanamafy ny antoka noraisin’ny
orinasa amin’ny lafony fampandrosoana ny sehatry ny
ronono eto Madagasikara ary nampahafantarana ireo asa
atao mba hatratrarana ireo tanjona io hetsika io.
La journée Mondiale du Lait qui a pour but de faire
connaître les bienfaits de cet « or blanc » s’est tenue le
1er juin. Pour la première fois, l’événement a été relayé à
Madagascar. Organisée par le MDB, l’ensemble des ac-
teurs de la filière, éleveurs, collecteurs, transformateurs,
mais également étudiants, se sont retrouvés au Village
Voara pour discuter des opportunités proposées par la
filière.
Lors de la conférence, des leviers pour favoriser le déve-
loppement de la filière ont été
évoqués tels que la réhabilitation
de pistes laitières, la durabilité
des projets d’accompagnement, la
mise en place d’un prix juste et
l’amélioration de la qualité du lait.
En réponse à ces enjeux, le projet
CASEF auquel SOCOLAIT adhère,
prenant part à ses problématique
a été présenté.
Lors de cette journée, le départe-
ment Collecte de SOCOLAIT a eu l’occasion de faire
connaître ses activités en relation avec les éleveurs et les
collecteurs. C’est avec surprise et satisfaction, que nous
avons pu constater que SOCOLAIT était attractif pour des
éleveurs ou groupements, malheureusement hors de no-
tre zone de collecte actuelle (Fianarantsoa, Antananari-
vo). SOCOLAIT est également apparu comme un acteur
exigeant sur la qualité du lait, ainsi, notre structuration et
notre gestion de la qualité ont largement été question-
nées.
Cet événement fut donc l’occasion de confirmer l’engage-
ment de l’entreprise dans le développement de la filière
laitière à Madagascar et de faire connaitre les actions me-
nées pour y parvenir.
01 JONA 2017 : ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY RONONO
JOURNEE MONDIALE DU LAIT LE 1ER JUIN 2017
EDITORIAL P.3
COLLECTE P.4
RH P.5
DIRECTION D’USINE P.6
DIRECTION COMMERCIALE
P.7 / P.8 / P.9
DIRECTION PRODUCTION P.10
Edité par
SOCOLAIT S.A
Route Mandaniresaka
Antsirabe 110
MADAGASCAR
Directeur de publication:
Philippe PENOUTY
Rédacteur en chef:
Doria GIZY
Comité de rédaction: Rosa An-
driamifidy, David De La Fuente,
Vincent Lucas, Emmanuelle Rasoa-
rahon, Hanitriniaina Raveloarimino
____________________________
Ont collaboré à ce numéro:
Lianala Andrianjatovo, Adelaide
Gros, Marina Ramandaniarivo, Ni-
riavotra Randrianarivelo, Jessica
Razakamahefa,
____________________________
Crédit photos: SOCOLAIT, laminu-
tepratique.ooshop.com, http://
www.lalettreatable.org
Régie Publicitaire:
SOCOLAIT
3ème étage Imm. DIGITAL
Ivandry—Antananarivo 101
Tél.: 020 22 483 93
____________________________
Impression: Print Express
Nombre d’exemplaires: 350
http://www.SOCOLAIT.net
Sommaire Nosoratan’i / Ecrit par
Adélaïde GROS
(Responsable Collecte et Développement)
Ny politika fampiofanana mpiasa eto amin’ny Socolait
La politique de formation de Socolait
Nanomboka ny taona 2015 no efa nametraka drafi-piofanana
mifandraika amin’ny filàn’ireo sehatr’asa misy ao aminy ny ori-
nasa SOCOLAIT. Voarakitra an-tsoratra ny lamina sy fomba enti-
na manatanteraka izany.
Narafitra kosa ankehitiriny ny politika fampiofanana mpiasa izay
miorina amina fototra efatra lehibe:
1. Fampiofanana hahafahana mifehy ny asa sy miatrika ny
teti-pivoarana apetraky ny orinasa
Politika fampiofanana tafi-
ditra ao anatin’ny fomba
fiasa GPEC na fomba fitan-
tanana mpiasa miompana
amin’ny lavitr’ezaka. Araka
izany dia tsy fiofanana
mamaly ny filàna ankehi-
triny fotsiny fa indrindra,
mitsinjo lavitra, hahafaha-
na mampaharitra sy mam-
pateza ny asan’ny orinasa.
2. Fampiofanana hana-
nana mpiasa mahatoky sy mateza noho ny fahazoany an-
toka ny amin’ny fivoarany araka asa
Fiofanana mampivoatra ny fahaizana hahafahana mameno ireo
fepetra takian’ny asa sy hiatrehana fiovana asa na fisondrotana,
ary indrindra mampitombo ny fahazotoana sy fatezàna ao ana-
tin’ny orinasa.
3. Fampiofanana mampivoatra ny fahaizana sy mampive-
latra ny mahaolona
Mihaino ny mpiasa ao aminy ny orinasa ka manome fampiofana-
na mamaly ny hetahetany. Izany no hahafahan’ilay mpiasa mi-
voatra, tonga mahaleo tena ary mahavita asa tsara kokoa. Eo an
-kilan’izay dia anisan’ny fomba iray entina mitondra fanovana
ary mampivelatra ny mahaolona ny fampiofanana.
4. Fampiofanana mampandroso ny fizarana traikefa sy
manatsara ny fifandraisana
Ny fampiofanana rehetra dia manaraka lamina ara-pedagojia
mba hisian’ny fifanakalozana sy mba hampahatsara ny fi-
fandraisana eo amin’ny samy mpiasa. Mampitombo ihany koa ny
fahaizana miara-miasa amin’ny hafa izany ary mahatonga ny
mpiasa hahatsiaro ho tena tompony fa tsy hafa akory.
Depuis 2015 SOCOLAIT a commencé à mettre en place un plan
de formation adapté aux besoins de chaque service. La procédu-
re sur les formations a été formalisée et est déjà bien rodée.
Dans une optique de capitaliser ces bonnes pratiques , la politi-
que de formation vient d’être élaborée.
La politique de formation est basée sur 4 grands principes :
1. Formation visant l’adéquation des compétences des
collaborateurs aux spécificités du métier et aux évolu-
tions stratégiques de
l’entreprise
Une politique de formation
qui rentre dans le cadre de
la GPEC . Les actions de
formations seront axées,
non seulement sur les be-
soins actuels mais égale-
ment sur l’évolution future
pour mener à bien la pé-
rennité des activités de la
société.
2. Formation permettant de fidéliser les collaborateurs en
développant leur employabilité et sécuriser leurs carriè-
res professionnelles
Mettre en place des actions de formation qui permettent aux
collaborateurs de développer leurs compétences. Ils seront à la
hauteur des exigences de leurs fonctions et seront également
préparés pour des projets de mobilité interne. C’est aussi un
moyen de motiver et à plus long terme, les fidéliser.
3. Formation contribuant à l’épanouissement profession-
nel et au développement personnel des collaborateurs
SOCOLAIT sera à l’écoute de ses collaborateurs dans le but de
construire des plans de formation individuels sur mesure, répon-
dant à leurs. Ce qui lui permettra d’évoluer au sein de l’entre-
prise, d’être plus autonome et plus efficace. D’un autre côté, la
formation servira de moyen de conduite de changement et
contribuera au développement personnel du collaborateur.
4. Formation favorisant le partage de connaissances et
améliorant la communication interpersonnelle
Toute action de formation sera réalisée avec des outils et des
méthodes pédagogiques qui favorisent les échanges et amélio-
rent la communication interpersonnelle. Cela permet de dévelop-
per l’esprit d’équipe et à terme renforcer un véritable sentiment
d’appartenance.
Nosoratan’i / Ecrit par
Marinà RAMANDANIARIVO
(Tompon'Andraikitry ny sampana RH/Responsable RH)
FAHATERAHANA/ NAISSANCES
RASOLONJATOVO Nomentsoa Maminiaiko (RASOLONJATOVO Ma-
riot) / RAZAFINILAINA Fanomezantsoa (RAZAFINILAINA Samy Jean
Philippe )/ RANDRIAMIHARIMANANA Sayah (RANDRIAMIHARISOA
Mamy Tiana Alain ) / ANJARAFITIAVANA Iarilalaina (RAHARIMANANA
Henri )/ ANJARA Miharitia Andrianiaina (ANJARASOA Malala Thier-
Fitsidihin’ny mpikambana ny vondrona CCEOI
19 mai 2017: Visite des Conseillers du Commerce Extrérieur Zone Océan Indien
Voninahitra lehibe ho an’ny orinasa Socolait tokoa ny
nandray ireo mpanome torolanana ny varotra ivelany fa-
ritra ranomasimbe Indiana.
Nahafahana nifampizara traikefa iny fitsidihina iny:
• Ireo andraikitra norai-
sina amin’ny fampan-
drosoana ara indos-
trialy sy eny ambani-
vohitra (famatsim-bola ,
fandraisana piasa, fam-
piofanana, ….)
• Ny fitombohan’ny ta-
ham-pamokarana ma-
naranka ny fenitra
iraisam-pirenenena
(fampivoarana manaraka
ny teknolojia sy ny fam-
pihenana ny lany, fam-
pandrosoana ny asa, …)
• Ireo olana mitranga
amin’ny fampandro-
soana ny orinasa (ny
lalana, ny fanafarana
entana tsy ara-dalana,
ireo fahaizana tsy mifa-
nanraka amin’ny asa sa-
santsasany, ….)
Nahafahana nifampizara tamin’ireo ireo mpanome torola-
lana amin’ny varotra, izay manana traikefa amin’ny asa-
ny, ireo iainan’ny orinasa isan’andro iny fitsidihana iny .
Manantena izahay fa ho tafita any amin’ny tompon’an-
draikitra ny ara ekonomika ny fifampizarana izay natao.
Ce fut une fierté de recevoir les conseillers du commerce
extérieur zone Océan Indien à notre usine Socolait basée
à Antsirabe.
Cette visite nous a permis d’échanger sur :
• Nos engagements
de développements in-
dustriel et rural ( investis-
sement, recrutement, for-
mation,…)
• Notre productivité
en croissance suivant les
normes internationales
( modernisation et optimisa-
tion du fonctionnement, dé-
veloppement réseaux, …)
• Les problématiques
rencontrées dans le dé-
veloppement de notre
entreprise ( infrastructure
routière, importation illicite,
compétence sur certain mé-
tiers,…)
Cette rencontre importante
nous a permis de faire par-
tager notre vécus au quoti-
dien aux conseillers du commerces, experts dans leur
domaine .
Nous souhaitons que nos échanges soient transmis pour
avis aux pouvoirs publics décideurs du développement
économique de Madagascar.
Nosoratan’i / Ecrit par
David DE LA FUENTE
(Tale ny Ivo-Toerana/ Directeur d’Usine)
Fitsidihana ny ozinina: Ny ekipa ara-barotra sy lojistika avy any Tana
Visite d’usine: Léquipe commerciale et logistique de Tana
Notontosaina ny 18 mai hatram’ny 21 mai lasa teo teny
Tanjombato ny adian’ny faha-12 ny « Foire internationale
de Madagascar » , anisan’ny nandray anjara tamin’izany
ny Socolait.
Tamin’ity taona ity dia ny nisokatra be be kokoa amin’ny
sarambabem-bahoaka ny hetsika, izay nahafahan’i Soco-
lait nifandray tamin’ny mpanjifa.
Naranty tao anaty trano eva ny momba ny fanagonan-
dronono sy ireo fiaraha-miasa miaraka amin’ny mpiompy
ao amin’ny faritra Vakinakaratra mba ahazoana ronona
tsara. Nahafahan’ny mpanjifa nahita ny vokatra rehetra
Socolait ihany koa ny hetsika ary indrindra nahafan’izy
ireo nanandrana ny vokatra vaovao « yaourt au Farilac »
izay tena maro mpitady tokoa .
Fahombiazana tanteraka ny hetsika na teo amin’ny seho
na teo amin’ny varotra, izany dia tanteraka noho ny fia-
raha-miasa ny departementa maro eto amin’ny orinasa :
ny mpandrindra ny varotra, ny lozistika, ny famokarana
ary ny marketing.
La 12é édition de la Foire Internationale de Madagascar
s’est déroulée le 18 au 21 mai à Tanjombato cette an-
née, étant un acteur économique à Madagascar Socolait
était parmi les exposants.
Cette année, la cible de la foire s’est élargie, le grand
public était au rendez-vous. Ce qui était une grande op-
portunité pour Socolait de rencontrer ses consomma-
teurs.
On a exposé sur notre stand un volet collecte qui retrace
le parcours du lait et les accompagnements qu’on effec-
tue auprès ses éleveurs de Vakinakaratra pour avoir le
meilleur du lait. C’était une grande occasion pour nos
consommateurs aussi de découvrir toutes les gammes de
Socolait et surtout de tester le nouveau produit « yaourt
au Farilac » qui était fortement demandé par les visi-
teurs.
Ce fut une totale réussite pour Socolait que ce soit en
termes de visibilité ou en termes de ventes grâce aux
collaborations de différents départements : administra-
tion des ventes, logistique, production et marketing.
Socolait nandray anjara tamin’ny FIM 2017
Socolait à la Foire Internationale de Madagascar
Nosoratan’i / Ecrit par
Niriavotra RANDRIANARIVELO
( / Responsable Marketing)
Sary vitsivitsy nalaina nandritry ny FIM
Quelques photos prises lors de la FIM
Fivoarana sy vokatra vaovao samihafa
Progression et diversification de nos produits
Mitohy hatrany ny fitomboany fatran’ny ronono voaray
ato amin’ny orinasa nandritra ity volana marsa ity. Noho
izany dia natao avy amin’ny ronono velona daholo ny vo-
katra rehetra. Voatsikaritra koa amin’ny taham-
pamokarana fromazy ny fahatsaran’ny kalitaon’ny rono-
no, izay hita fa mitombo.
Mikasika ireo vokatra vaovao karakarain’ny sampam-
pikarohana sy fivoha-
rana, nivoaka ny vo-
katra vaovao dia ny
yaourta amin’ny Fari-
lac.
Nanomboka teo
amin’ny 2 herinandro
teo izay ny famokara-
na ara-indostrialy io
vokatra io.
Miaraka amin’izany
fitombohan’ny famo-
karana izany, mieri-
treritra ny hanampy
« cuve » 5 000 kilao
iray hafa ny orinasa
mba hahafahana ma-
havita ireo comandy.
Ety am-pamaranana, mba hahafahana manome fahafa-
ham-po ny mpanjifa, vita ny fanamboarana ny sampana
fanamboarana dibera amin’ny plakety.
Endrika vaovao sy famokarana moramora kokoa amin’ny
milina vaovao dia ho hita atsy ho atsy. Hahafahana mita-
zona ny kalitao sy ny tsiro ny dibera ity fomba ity amin’-
ny alalan’ny fonony vaovao.
La progression des volumes de lait se poursuit depuis le
début de l’année. Nous avons pu produire la totalité de
nos gammes à base de lait frais. L’amélioration de la qua-
lité du lait se fait également sentir au niveau de notre
productivité, à travers la tendance à la hausse de nos
rendements .
En ce qui concerne l’innovation préparée par le service de
Recherche et Dévelop-
pement, le lancement
de notre nouveau pro-
duit frais « Yaourt au
Farilac » a enfin abou-
tit. La production in-
dustrielle a démarré
depuis maintenant
deux mois. Ce nou-
veau yaourt rencontre
un franc succès chez
les grands comme
chez les petits! Suite
à cette croissance de
production, nous
avons en projet d’ins-
taller une nouvelle
cuve additionnelle de
5 tonnes afin d’honorer les commandes de nos entrepôts.
Enfin, toujours dans l’optique de mieux satisfaire ses
consommateurs, la construction de la nouvelle ligne de
production de beurre en plaquette vient de s’achever. De
nouveaux formats et une meilleure performance de notre
nouvelle machine sont donc prévus sous peu. Ce projet
présente l’avantage de conférer à notre beurre la préser-
vation de sa qualité et de son goût grâce aux propriétés
de nos nouveaux emballages.
Nosoratan’i / Ecrit par
Lianala ANDRIANJATOVO
(Directeur de Production