A C FMA H # # ! ( & 23 & 24 ! & ' T& #& # ' & # & H

Preview:

Citation preview

6Lah 1150 Alakamisy 8 aprily 2021Samihafawww.gvalosoa.com

ATHleTIsMA CHAllenge FMA

Ho tanterahana amin’ny 23 sy 24 aprily izao

Ho fanomanana nyhiatrehan’ny athle-ta Malagasy, ny

“Meetings Internationauxde Maurice sy La Réu-nion”, amin’ity taona 2021ity dia hanatanteraka ny“Challenge FMA” enyamin’ny kianjan’Alarobia,amin’ny faha-23 sy faha-24 ny volana aprily 2021ho avy izao, ny Federa-siôna Malagasin’ny Ath-letisma. Ho tontosainaamin’izany avokoa ny fifa-ninanana rehetra misy eoamin’ity taranja ity toy ny100m, 200m, 400m,800m, 3000m, 100mh/110mh, 400 mh, lon-gueur, poids, hauteur, ja-velot, disque, heptathlonary ny pentathlon, ka fan-tatra fa mahazo mandrayanjara amin’ny « épreuve» 2 raha be indrindra ny athleta tsirairay avy.Samy hanomboka amin’ny 8 ora maraina syamin’ny 2 ora folakandro

avokoa ny fifaninananaamin’ireo andro 2 voalazaireo. Amin’ny “demi fond”kosa dia raràna ny fihaza-kazahan’ny mpifaninanamifanila “couloir”. Mana-marika kosa ny FMA, fa

noho ny fikatonan’ny Fa-ritr’i Boeny amin’ny Fa-ritra hafa noho ny hame-hana ara-pahasalamanadia voatery hahemotraamin’ny fotoana mana-raka ny “Championnats

de Madagascar Semi-Marathon” tokony hataoamin’ny 10 aprily 2021any Mahajanga.

Rainilita

Altetisma teny amin’ny kianjan’Alarobia.

Tokantrano tratry ny fandraraka sy sasapoana

Tsy mety tafapaka izay ataony

Lalina raha samy lalina hoy ity fianakaviana ity, satriatao anatin’ny taona maro dia tsy tafa foana izay rehetranatao. Mba mitady ohatry ny olona rehetra ihany fa tsymety mahaangona mihitsy ary ny eo am-pelatànanaaza dia fongana ho azy fotsiny izao. Izay mba vola azodia tsy hita popoka akory dia fongana tsy misy ary mi-verina zéro amin’ny fitenenana indray. Ny tena olanaaza dia vola efa ho azo izao, fa votsotra ho azy ary tsymety mahaangom-bola mihitsy, fa izay kely anananaaza dia ritra ho azy fotsiny izao. Mba nanana varotraizy ireo teo aloha, fa saika namidy hatramin’ny trano,satria fongana ny vola nenti-niasa ary tafidi-trosa goa-vana mihitsy aza. Voatery namidy ny fananana misytoy ny trano, ny kojakoja samihafa mba hampiasainahivarotana, fa tsy nisy mangirana mihitsy. Nanjary na-rary mihitsy aza izy mivady vokatry ny krizy sy ny olanatsy mety voavaha isan’andro izao ary efa saika hisa-raka mihitsy aza. Nataon’ny olona angeson-teny sisaizy mivady ary efa saika handositra hiala ny tanàna fo-nenany mihitsy aza. Sendra olona tsara sitrapo anefano nanoro azy an’i Mr Aina 0338348163 sy ny0342902668 mpitsabo eny Itaosy, ka nataon’izy ireohaingana izay hihaonana taminy, satria hitany tamin’nyteleviziona sy ny gazety an-tsoratra ny fahaizan’itympitsabo ity.

Tratry ny sasapoana sy fandraraka ny tokantranon’izy mivady

Vao niditra ny trano fitsaboana fotsiny izy mivady dianisoritra teny aminy ny fahorian’izy ireo. Tratry ny fan-draraka ny tokantranonareo hoy ity mpitsabo ity ary tsylavitra, fa olona mpifanolo-bodirindrina aminareo ihanyno nanao azy io. Tsy zakany hoy izy ny mahita anareotafita, fa aleo atao izay haha-fefika anareo sy ny tokan-tranonareo, amin’izay mantsy dia tsy maintsy leo mo-nina na bokan’ny trosa ianareo roa. Sasapoana izayataonareo hoy izy ary mosavy namotika ny varotra syny harenareo no nataon’io olona io .Tsy ny hamonoanefa no tanjony hoy izy, fa ny handrendrika anareofotsiny izao. Tsy ho tafita mihitsy ianareo raha ny nam-baran’ity mpitsabo ity, fa tsy maintsy karakaraina sydiovina ianareo roa ary omena fanefitra ihany koa.Nody izy mivady ary nanaraka ny toromarik’ity mpit-sabo ity.

Iray volana dia niova ny fiainan’izy mivadyVao tonga tany an-trano izy mivady, ka nampiasa ilayfanefitra nomen’ilay mpitsabo dia niova ny rasa. Nan-jary sambatsambatra izany izy ary nanomboka nisoka-tra ny sainy. Nanomboka nitady vola izy ary nahazoizay niriany sy nanana ambim-bava mihitsy aza. Nitohyny fahazoany vola sy fanampiana avy amin’olona sa-mihafa izay tsy nampoizina akory ary nanjary nanam-bola tao an-tokatrano. Nitohy izany, ka nanjary nahazotany sy nanao trano ihany koa. Taorian’izay dia niverinaireo fananana lafo ary nanjary nanana ambim-bavabetsaka izy roa, no afa-pahasahiranana tanteraka, sa-tria tao anatin’ny telo volana monja dia lasa mpane-foefo sahady, na dia saika potika sy rava tao anatin’nytaona maro aza. Tafaverina soa amantsara ny fana-nana, salama ny fianakaviana ary tsy misy atahoranaihany koa ny ho avin’ny zanaka noho ny fikarakaranaazony teny amin’ity mpitsabo ity.

Namana

Lalao volley Ball teto Analamanga.

Ekipa nasiônaly Sénior vehivavy Malagasy amin’ny handball.

Nampiantso an’ireo tom-pon’andraikitry ny kliobamandray anjara amin’nyfifaninanana ao aminy nyligin’Analamanga, eo ami-n’ny taranja volley ball, ta-rihan’ny filohany Rahari-malala Léa, hiaraka hi-vory amin’izy ireo enyamin’ny kolejy St LaurentAmbohimanoro amin’nysabotsy 10 aprily 2021 hoavy izao, handinika nyamin’ny tokony hanaton-tosana ny fanofakana ôfi-sialy ny taom-pilalaovan2021, tsy tontosa tenyItaosy, tokony ho nana-tanterahana azy tamin’ny27 martsa 2021 lasa teo,noho ny tsy fahazoanaalalana tamin’ny lehiben’ny distrikan’AntananarivoAtsimondrano. Antenaina,hoy Ramatoa filohan’ny li-gin’ny volley ball Anala-

Volley ball Analamanga

Hivory eny Ambohimanoro amin’ny sabotsy izao

manga, fa haha-faritradaty sy toeran-kafa hana-

tanterahana ny fifanina-nana ny rehetra amin’io

sabotsy io.Rainilita

Tany Yaoundé Camerountamin’ny alakamisy lasateo, no nanatontosana ny

CAN Handball-Séniors Vehivavy 2021

Ao amin’ny vondrona A no misy an’i Madagasikara

antsapaka amin’ny fifani-nanana CAN HandballSéniors Vehivavy andiany

faha-24. Firenena 12 nohandray anjara amin’ity fi-faninana ity ny 10 ka ha-

tramin’ny 20 jona 2021 hoavy izao, ka fantatra fa aoamin’ny vondroa A nomisy an’i Madagasikara.Ao amin’ny vondrona Bkosa no ahitana an’i Ca-meroun mpampiantranony fifaninana ary aoamin’ny vondrona C nomisy an’i Angola tompon-daka farany.

Ao amin’ny vondrona A:Sénégal, Tonizia, Guin-née, Madagasikara.Ao amin’ny vondrona B :DR Congo, Cameroun,Nigeria, Kenya.Ao amin’ny vondrona C:Angola, Congo, Algérie,Cap-Vert.

Rainilita

Taratasin’ny mpamakyTaratasy ampitaina amin’ny gazety Ny Valosoa Vao-vao izao fanehoan-kevitra manaraka izao.Talohan’ny fifidianana izaho dia namaky tsara ny IEM, sy Manifesto, efa nijery ny projet de société-anacandidat hafa ihany koa .Mba nianatra momba ny fitantanana sy ekonomia aryny tantara ihany koa ny tenako, fa raha namaky nyIEM t@ izany dia nahatsapa, fa tsy maharesy lahatraahy mihitsy ilay IEM , indrindra ve ireo mpamatsy vola? Satria dia tsy misy laharam-pahamehana mihitsyny ao anatiny, toa mamaky ireny angano sy arirariraireny , ohatry ny lasa revin - gadra ilay fanaovana azy...Ny mpamatsy vola anefa dia mijery hoe inona no azoatomboka mialoha , dia inona ny manaraka , ....Hatreto aloha dia na ireo namany ( karana sy sinoa )aza sadaikatra hanampy azy, satria na zareo koa azamatahotra.

Anthony RakotomalalaMpamaky gazety Ny Valosoa Vaovao