Malagasy Press Version

Preview:

DESCRIPTION

Press File

Citation preview

S0a

Sy ny moka

Tantaran’i

Raegan and Patrick SpencerPeace Corps Madagascar 2012-2014

capest

2876 mMaromokotro

S0a

Sy ny moka

Tantaran’i

2

“SALAMA e!”

2

Soa no anarako. Tia karokaroka sy mahavita-tena aho ary sahisahy noho ny ankizy hafa. Fito taona aho izao. Miara-mipetraka amin’ny ray aman-dreniko aho ary manana namana atao hoe: Franky. Tena mifankatia izahay dahy sady tia karokaroka sy tia fianarana. Ndeha ary isika hiaraka hamantatra ireo zavaboahary mahafinaritra eto amintsika.

“SALAMA e!”

4

4

Andro lehibe ho an’i Soa anio satria andro hanombohana ny fianarana. Niantso ny anaran’ ny ankizy mpianatra rehetra i Madama Ann Mpampianatra. Tsy tonga nianatra i Franky androany. Nalahelo i Soa fa tsy tonga nianatra ny namany.

Tena nalahelo i Soa ary tsy tsikariny akory ny fisian’ny moka eo ambony lohany.

6

“Fa maninona ity ianao e?” hoy ny Moka.Marary i Franky namako hoy i Soa ka malahelo mafy aho.

Namaly ny Moka sady nanao feo mampitahotra hoe: “ZZZHHH, mieritreritr’ aho hoe inona no nahazo an’i Franky e?”

6

VAo tonga Tao a n - t ra n o i S o a ,

. . . d i a n a s a i n ’ i S o a h a n d ro s o a o a n - t ra n o n y M o k a .

H oy i S o a : “ fa m a n i n o n a n y M o k a n o m i k a k a k a k a m i h o m e h y , t a m i n ’ i z a h o n a n o n t a n y n y m o m b a n ’ i F ra n ky ? ”

N a m a ly n y M o k a m p a m a z i va z y : “ E fa t o e t ra ko i z a n y. ” M b o l a t s y N a z ava t s a ra t a m i n ’ i S o a n y r e s a k a k a m b o l a n a n o n t a n y z avat ra h a fa m a ro m a ro t a m i n ’ i M o k a i n d ray i z y.

“ M p i n a m a n a v e i a n a o s y F ra n ky ? Fa n t at ra o v e fa m a n i n o n a i z y n o m a ra ry ? ”

N i t s i k a n i k a n y i M o k a s a dy h oy i z y : “ t s y t e h a m p i a n t ra n o a h y i n t s o n y i z y ! ”

8

VAo tonga Tao a n - t ra n o i S o a ,

Hariva ny andro, tsy ela dia tafatory i Soa satria efa reraka. Indro ihany koa ny Moka fa tonga hanaikitra. Fantatra mantsy fa sady tsy naman ‘i Franky i Moka no tsy naman’ i Soa ihany koa. antony iray no ilany an’i Soa sy Franky dia ny hitsentsitra NY RAny! Raha mba afaka Manaikitra an’i Soa aho izao dia vita ny sakafo harivako!

1 0

Nifoha maraina i Soa, lasa eritreritra: “Nanahoana re ny fahasalaman’ i Franky izay e?” Alohan’ ny hialan’ i Soa eo am-pandriana dia nahita moka miseratserana eny amin’ ny varavarankely izy. “Hmmm, niara-natory tamin’ny moka izaho kay tamin’ ny alina.” Handeha aloha hiomana fa mbola ho any am-pianarana.

1 2

N andritra ny herinandro maromaro no tsy nahitana an’ i Franky tao an-tsekoly. Manahy mafy i Soa, ka tapa-kevitra fa handeha hitsidika an’ i Franky izy.

1 4

“Jereo!” hoy F ra n ky n i k i k i a k a .

“Jer

eo!” hoy F ra n ky n i k i k i a k a . “H oy ny dokotera tamiko hoe voan’ ny tazomoka hono aho. Kaikitry ny moka no nahazoako izany. Tsy marary fanaikitra io moka mahavoa ny tazo io ary tsy mampangidihidy. Tsy maneno koa ilay moka r ehefa manidina. Amin’ ny alina ihany izy no manaikitra .”

16

L asa eritreritra I Soa. Betsaka ny fanontaniana tiany hapetraka.

L a s a n a n d e h a t a n y a n - t s e ko ly i S o a . H i t a dy n y va l i n ’ n y fa n o n t a n i a n a m a m p i e r i t r e r i t ra a z y m o m b a n y t a z o m o k a i z y.

M a n o n t a n y i S o a h o e : “ A h o a n a n o a h a fa n t a ra n a h o e v o a n ’ n y t a z o m o k a ? ”

H ay. . .

Mafana hoditra miverimberina ary mety hijanona izany afaka 48 ora, Mangovitra,

Marary an-doha, reraka, tsemboka, mandoa, marary ny vanintaolana

M i h i n a n a ( A C T ) fa n a f o dy f i t s a b o a n a

a ra k a n y t o ro h e v i t ry n y d o ko t e ra .

Manantona dokotera manao fizahana (RDT).

T s a ra a h o . . .

1 8

Rehefa niverina tany an-tsekoly izy dia nahita an’i Tommy, mpilatsaka an-tsitra-po ao amin’ny Peace Corps. Nanao sary teo amin’ny sisin’ ny rindrin’ ny lakilasy izy. Toerana ofisialy natokana hametahana petadrindrina eo.

2 0

“Nanao sary hosodoko amin’ny rindrina izahay. Fomba h i a rova n a a m i n ’ n y t a z o m o k a i z a o i r e t o ! ”

Dia namaky sy nijery teo i Soa.Hoy i Tommy hoe: “Hitanao v e i r e o f o m b a r e h e t ra h i a rova n a a m i n ’ n y Ta z o m o k a ? ”

N a m a ly i S o a h o e : “ i e h i t a ko ! ”

J e r e o a n i e …

“T o n g a s o a , ” h oy T o m m y “ J e r e o a n i e ! ”

Ny vehivavy bevohoka dia mila mihinanany fanfody SP any amin’ny Rasazy rehefa misafo Fampiasana lay misy odimoka

maharitra

Fa n d ra ra h a n a o dy m o k a a o a n - t ra n oFihinanana Sakafo Ara-pahasalamana

2 2

ny tsimok’aretina: “Plasmodium”

Tommy: ”Henoy a ry n y m o m b a ny Tazomoka e !”

:TAZOMOKA

4 ANATY SELAn-DRA

3 ANATY Ny ATY

1 5 Gametosita

2 sporozoita

ny tsimok’aretina: “Plasmodium”

Ny antony mahatonga ny

Tommy: ”Henoy a ry n y m o m b a ny Tazomoka e !”

A vy niantsena i Soa...

Mba hampatanjaka ny ankizy dia mila mihinana sakafo ara-pahasalamana

izy. “hmmm, laoka toy ny trondro, ny hena, ny tsaramaso sy ny atody; ilaina koa ny legioma ary ny voankazo.”

Mbola manaraka eny ihany ilay moka ary manomboka niasa

saina hoe: “Mety efa ho fantatr’ i Soa ny teti-dratsiny.”

2 6

Mba hampatanjaka ny ankizy dia mila mihinana sakafo ara-pahasalamana

izy. “hmmm, laoka toy ny trondro, ny hena, ny tsaramaso sy ny atody; ilaina koa ny legioma ary ny voankazo.”

Mbola manaraka eny ihany ilay moka ary manomboka niasa

saina hoe: “Mety efa ho fantatr’ i Soa ny teti-dratsiny.”

“Ahh, mbola manana zava-maniry aho ato. Ndeha hifampizarako amin’I Franky ireto.

Samy tia mamboly mantsy izahay mianadahy,” Hoy I Soa.

Tapa-kevitra hamboly ireo zavamaniriny vaovao tao ivelany varavarankeliny rehetra i Soa.

2 8

“Ahh, mbola manana zava-maniry aho ato. Ndeha hifampizarako amin’I Franky ireto.

Samy tia mamboly mantsy izahay mianadahy,” Hoy I Soa.

“Soa, manao inona ianao?”

. . .hoy Ramose Rigobert, dadan’i Franky, nanontany.

“M anahoana Ramose Rigobert, Misoroka ny tazomoka aho amin’ny alalan’ny fambolena ireo zava-maniry ireo satria tsy tian’ny Moka sy ny namany ireo. Mieritreritra aho fa izany no namparary an’I Franky.”

Ramose Rigobert, izay siantifika, dia niaiky sy nanao hoe: “mazava izany soa, marina tokoa fa mampandositra ny moka ireo.” Fa tadidio, fa ny fampiasana ny Lay misy odimoka maharitra isank’alina mandava-taona ihany no paikady mahomby hisorohana amin’ny tazomoka sy ny kaikitry ny moka.

3 0

“Soa, manao inona ianao?”

Tena fotoana nahafinaritra hoan’ i Soa ny andro androany ity na dia nandreraka aza. Alohan’ ny hatory izy dia nahatadidy lesona avy amin’ i Tommy.

Hatory tsara nohon’ ny taloha izy anio alina satria tsy miahiahy ny ho voakaikitry ny Moka sy ny namany, izay nampitahotra azy.

Iny fa nanantona an ‘i Soa ny Moka. Mangetaheta mafy izy ny hanaikitra an’ I Soa indray.

3 2

“Ahoana izao no hialako amin’ ity? Tsy afaka mahita ilay tanany mahafatifaty be iny aho!” Nitomany ny Moka.

“Ohh, Tsy tanteraka daholo ny tetika hamandrihako an’ i Soa!”

Nihodikodina manodidina ny lain’i Soa izy. Mitady hevitra izay hialana amin’ ilay lay izy.

3 4

3 6

“OH TSI

A!” Mitomany i Moka.

Ry namana rehetra, ndeha isikahiady amin’ny tazomoka!

Vao maraina ny andro: “Franky, vonona ve ianao hanohy n y d i a ? ” H oy I S o a .

“ E n y v o n o n a , s a dy e fa m i h at s a ra n y fa h a s a l a m a ko a m i n ’ i z a o , ” h oy I F ra n ky n a m a ly , s a dy f e n o h a fa l i a n a .

N i o m e h y n y d a d a n ’ I F ra n ky “ A h , i a n a r e o ro a ! A z a d i a m i t a dy b i by d i a n a z avat ra l e h i b e l o at ra . Fa i l a z a o a h o r e h e fa m a h i t a g i d ro i a n a r e o , ” H oy i z y. “ A ry a z a a d i n on y m i t o n d ra i r e o k a ra z a n a z ava - m a n i ry t s y t i a n ’ n y m o k a , t oy n y v o at a b i a , n y v e ro m a n i t ra , s n s . ”

3 6

“OH TSI

A!” Mitomany i Moka.

Ry namana rehetra, ndeha isikahiady amin’ny tazomoka!

A l o h a n ’ n y h at o ry , a s i s i k a t s a ra a m b a n i n ’ n y t s i h y n a n y

k i d o ro n y l ay m i s y o d i m o k a m a h a r i t ra

Ady amin’ ny tazomoka

Ry mpianakavy, m at o r i a a n at y l ay misy odimokamaharitra isa n k ’ a l i n a a ry m a ndava-taona.

N y f i ko j a ko j a n a n y l ay m i s y o d i m o k a m a h a r i t ra

3 8

S a s a n a a m i n ’ n y s av o n y t s o t ra n y l ay

m i s y o d i m o k a m a h a r i t ra fa t s y a m i n ’

n y v ov o t s av o n y n a s av o n y m a n i t ra .A t a py a m i n ’ n y t o e ra n a m a l o k a n y l ay m i s y o d i m o k a m a h a r i t ra

A l o h a n ’ n y h at o ry , a s i s i k a t s a ra a m b a n i n ’ n y t s i h y n a n y

k i d o ro n y l ay m i s y o d i m o k a m a h a r i t raZairo ny lay misy odimoka maharitra

raha misy rovitra na loakamaharitra isa n k ’ a l i n a a ry m a ndava-taona.

Malagasy

T ena mifankatia ny ankizy Malagasy. Tia karokaroka sy tia fianarana ihany koa. Tadiavo ny tarondro ao a n at i n ’ n y Ta n t a ra . R a h a h i t a n a o n y t a ro n d ro d i a h i a n at ra z avat ra i ray h a fa i n d ray i a n a o .

Malagasy

MPAMPIANATRANAMANA

MOFOAKONDROMANANASY

TAZOMOKAMARARYSALAMA!VELOMA!

SEKOLYTRANOTSENA

TEACHERFRIEND

BREADBANANAPINEAPPLE

MALARIASICKHELLO! GOODBYE!

SCHOOLHOMEMARKET

MALAGASY ENGLISH PRONUNCIATION

TENY

tee-cherfrend

bredbuh-nan-uhpahy-nap-uh l

muh-lair-ee-uhsikhe-loh!goo d-bahy!

skoolhohmmahr-kit

1 2

34

Mamindra tazomoka ny moka atao hoe anopheles. amin’ny alina no manaikitra izy. manaikitra olona voan’ny tazomoka.

manaikitra ny zaza salama ny moka mitondra ny bibinaretina. Dia ho voan’ny tazomoka ilay zaza.

Ento eny amin’ny CSB ny zaza mafana hoditra.

isank’alina ary mandava-taona.

Matoria daholo ao anaty lay misy odimoka maharitra,

Ho fisorohana ny tazomoka

handeha hanaikitra olona ny moka

Tantaran’i

sy ny MokaSoaSalama e! Ny anarako dia Soa, Ndeha isika

hiaraka hamantatra ireo zavaboaharymahafinaritra eto amintsika.

Recommended