Upload
doanngoc
View
214
Download
0
Embed Size (px)
Citation preview
LE LAITLE LAITLE LAIT
UN VECTEUR D’AVENIRUN VECTEUR D’AVENIRUN VECTEUR D’AVENIR
ANNEE 2 | NUMERO 5 GRATUIT | JUIN 2014
LA CHARTE LA CHARTE LA CHARTE
INFORMATIQUEINFORMATIQUEINFORMATIQUE
VITA NY VITA NY VITA NY
FANAVAOZANA FANAVAOZANA FANAVAOZANA
SY NY FANATSARANA SY NY FANATSARANA SY NY FANATSARANA
INTERVIEW INTERVIEW INTERVIEW
RAMANANTSOA RAMANANTSOA RAMANANTSOA
EPI PLUS BESARETYEPI PLUS BESARETYEPI PLUS BESARETY
L’éditoL’éditoL’éditoL’édito Eto am-piandohana dia tiako ny mampatsiahy ny maha saro-
bidy ity sakafo ity.
Ny rononon’omby aloha dia ronono omen’ny reniomby ny
zanany ho sakafony. Misy ireo sokajin-tsakafo rehetra izy
( protida ,gliosida,lipida), ireo sira mineraly toy ny kalsioma sy
fosiforo, ireo otrikaina.
Ny ronon’omby dia azo ahodina, ary tena akora fototra ho
an’ny orin’asan-dronono.
Araka ny endriky ny voka-dronono, dia
mihinana azy betsaka ny olombelona, eo
amin’ny salan’isa 226g isan’andro (salan’isa
eran-tany).
Ny fihinanana betsaka ny rononon’omby
dia tafiditra anaty kolo-tsaina voatonona
tamin’ ny tantara angano fahiny ka hatra-
min’ny asa soratra misy ankehitriny.
TENA TOMBONTSOA FANARARAOTRA HO
AN’NY TANTSAHA MALAGASY
Tsy misy antony mampitsahatra ny fitomboan’ny filana eran-
tany afatsy ny krizy ara-toe-karena ankapobeny.
Manana 42tapitrisa hektarana tany azo ambolena isika eto
Madagasikara, izany hoe 70% n’ny velaran-tany. Ny vokatry ny
fambolena dia mampiseho ny 29% n’ny PIB, ary koa 70%n’ny
mponina miasa. Manana ny ho enti-manana rehetra isika mba
ahombiazana: ny velaran-tany ambolena, ny tambanivohitra
izay vonona, ny tontolom-piompiana izay misy na dia nihaosa
aza izany nandritra ny taona vitsy farany. Ny vola miditra ia-
inan’ny mpiompy SOCOLAIT dia tena zava-dehibe amin’izany:
hatramin’ny nahatongavanay, ny fiaraha-miasanay eny am-
banivohitra amin’ny fanangonana ronono sy ny tantsoroky ny
tantsaha mpiompy dia ohatra mivaingana.
Tsotra ny tanjonay: hampitombo ny habetsahan-dronono isaky
ny mpiompy sady manatsara ny kalitaon-dronono. Mba
hanatanterahana izany,dia manaraka, manofana ireo mpiompy
tranainy sy vaovao ny ekipanay isan’andro.
Amin’izao fotoana, manome ronono 4 litatra isan’andro ny
omby vavy iray; ny omby vavy be ronono iray voakarakara tsara
kosa dia mety hanome hatramin’ny 25 litatra eo ho eo
isan’andro mandritra ny 10 volana. Ny tsy fanjarian-tsakafo sy
ny tsy fahampian’ny fepetra ara-pahasalamana no sakana.
SOCOLAIT dia manamafy sy mamela ireo mpiara-
miombon’antoka aminy ho amin’ny tontolon’ny fifampitokis-
ana : manome antoka ny fidiram-bola mandritra ny taona iza-
hay. Mampiofana izahay, tsy mamela ho irery izahay, mampi-
songadina ny porofo izahay mba ho antoka ara-tsakafon’ireo
mpanjifa, ary farany maniry ny fanamafisana ny lanjan’ny “VITA
MALAGASY”.
Ny fanomezan-danja indray ny fanangonan-
dronono dia tsy maintsy ahitana mivaingana
fiovana ara-toe-karena sy sosialy: manome
fanampina fidiram-bola ho an’ny tantsaha
voalohany indrindra,sy/na koa fomba iray
hafa ivoarana ho an’ny faritra hafa. Tsy
maintsy manao izay mety izahay mba hamo-
ronana fiompiana mendrika ara-tsosialy, ka
voaaramaso sy voafehy.
Miezaka izahay miaraka amin’ny ministera
mpiahy mba hamaritra ny fetra tokony arah-
ina hampaharitra ny ezaka efa natao.
SOCOLAIT dia ao anatin’ny tetika mandresy/mandresy: ny faha-
zoana fahaleovan-tena (fanenana araka izay tratra ny fanafa-
rana avy any an-dafy) amin’ny fandraisana famatsian-dronono
amin’ny alalan’ny fanangonana dia ahafahana mampijoro ny
tsy fiovaovam-bidy eo anivon’ny mpanjifa sy ahafahana mam-
pivoatra ny drafitra ara-toe-karena sy sosialy ho an’ireo
mpiompy.
Ny tsirairay avy aminareo dia tokony ho tsilom-pifandraisana
eo anivon’ny fianakaviana sy ny namana,eo anivon’ny tontolo
ambanivohitra mba hamporisika azy handroso ao anaty
tetik’asa maharitra ara-toe-karena sy sosialy.
Manararaotra etoana aho, ny firariantsoa amin’ny fetin’ny
fahaleovantenam-pirenena.
Ny ronono, tsilo mpitondra amin’ny ho avy
Nosoratan’i / Ecrit par
Philippe PENOUTY
(Tale Jeneraly / Directeur Général)
L’éditoL’éditoL’éditoL’édito En préambule je souhaiterai rappeler l’importance de cet ali-
ment.
Le lait de vache est avant tout le lait produit par la vache pour
alimenter son veau. Il contient les trois types de nutriments prin-
cipaux (glucides, lipides, protéines), des sels minéraux tels
le calcium et le phosphore, des vitamines. Le lait de vache peut
être plus ou moins transformé, et forme la principale matière
première de l'industrie laitière. Sous ses différentes formes les
humains le consomment en abondance, pour une moyenne de
226 grammes par jour (moyenne mondiale). La consommation
abondante du lait de vache en a fait un élément culturel men-
tionné aussi bien dans les anciennes mythologies que dans des
œuvres plus modernes.
UNE OPPORTUNITE POUR LE PAYSANNAT MALGACHE.
La croissance de la demande mondiale n’aura aucune raison de
s’arrêter, sauf crise économique générale.
A Madagascar, nous avons 42 Millions d’hectares de terres
agricoles, soit 70 % du territoire. La production agricole repré-
sente 29% du PIB du pays et 70% de la population active. Nous
avons tous les atouts pour réussir, les surfaces agricoles, une
population rurale très impliquée, un cheptel existant même s’il
s’est appauvri ces dernières années. Une source de revenu au
quotidien substantielle pour les éleveurs
SOCOLAIT a un rôle important dans cette démarche, depuis no-
tre arrivée, notre partenariat, avec le monde rural dans la col-
lecte du Lait et l’accompagnement des éleveurs en est l’exemple
probant.
Nos objectifs sont simples, développer les volumes de lait collec-
tés par éleveur tout en améliorant la qualité du lait. Pour ce fai-
re nos équipes au quotidien accompagnent, forment les généra-
tions actuelles et nouvelles d’éleveur.
A l’heure actuelle une vache donne environ 4 litres de lait par
jour, une vache laitière mise dans de bonnes conditions pourrait
en produire en moyenne 25 litres de lait par jour sur une pério-
de de 10 mois. La nutrition, le manque d’hygiène sont des freins
à l’atteinte de ces rendements journaliers.
SOCOLAIT veut consolider et déployer ses partenariats dans un
esprit de confiance mutuelle, nous offrons une garantie de
revenus toute l’année. Nous formons, nous accompagnons,
nous développons la traçabilité pour la sécurité alimentaire de
tous nos consommateurs et enfin nous souhaitons affirmer une
valeur, le « VITA MALAGASY »
La revalorisation de la collecte de lait devrait répondre à un
impératif économique et social, offrir un complément de res-
sources au paysannat des régions de production dans un pre-
mier temps et/ou une alternative de développement pour les
autres régions. Nous devons tout faire pour créer un modèle
social d’élevage, cela devra être contrôlé et encadré.
Nous nous efforçons avec les ministères de tutelle de définir les
contours réglementaires pour assurer la pérennité des efforts
qui seront engagés.
SOCOLAIT est dans un projet gagnant/gagnant : l’obtention de
notre indépendance (diminuer au maximum les importations)
d’approvisionnement en lait par le biais de la collecte, nous
permettra de maintenir une stabilité des prix envers les
consommateurs et de développer un projet économique et so-
cial pour les eleveurs.
Chacun d’entre vous doit être un vecteur de communication
auprès de vos familles et amis dans le monde rural pour les
encourager à s’engager dans un projet durable économique-
ment et socialement.
Je profite de cet éditorial pour vous souhaiter d’excellentes
fêtes d’indépendance.
Le lait, un vecteur d’avenir
EDITORIAL_____________P.3/P.4
MARKETING_______________P.5
SYSTÈME D’INFORMATION___P.6
DIRECTION TECHNIQUE______P.8
DIRECTION COMMERCIALE___P.9
DIRECTION DE SITE________P.10
Edité par
SOCOLAIT S.A
Route Mandaniresaka
Antsirabe 110
MADAGASCAR
Directeur de publication:
Philippe PENOUTY
Rédacteur en chef:
Doria GIZY
Comité de rédaction: Bruno Landrier,
David De La Fuente, Vincent Lucas,
Rosa Andriamifidy, Hanitriniaina Rave-
loarimino, Emmanuelle Rasoarahona
Ont collaboré à ce numéro: Onja
Rabezandrina, Avo Rajoelson, Miora
Rakotoarivony, Loic Hoinville, Mianga-
ly Andriampanasina, Romy Rajoelison,
Amédée Ratovoson
Crédit photos: Socolait
Régie Publicitaire: SOCOLAIT
3ème étage Imm. DIGITAL
Ivandry—Antananarivo 101
Tél.: 020 22 483 93
Impression: Print Express
Nombre d’exemplaires: 350
http://www.Socolait.net
SommaireSommaireSommaireSommaire
Ny Foire Internationale de MADAGASCAR dia anisan’ny hetsika
lehibe indrindra ara ekonomika ho an’ny mpandraharaha mala-
gasy.Io no ambohim-pihaonan’ny orinasa 250 eto an- toerana
sy avy any ivelany izay ahitana ny fandraisan’anjaran’ i Indone-
sia,i Frantsa ,ny Sinoa sy ny Nosy Morisy.
Fanindroany izao i SOCOLAIT no nan-
dray anjara tamin’ity hetsika lehibe
ity .Ny tanjona mandritra ny hetsika
moa dia ny hampafantatra ireo karaza-
na vokatra vitantsika amin ‘ireo mpan-
jifa eto an toerana sy ireo avy any ive-
lany ary koa mba hitafatafa amin’ireo
mpanjifa vahiny ahafahana manondra-
na ny vokatra makany .
Nampiavaka ny fandraisantsika anjara ireo hetsika samihafa
natolotra ireo mpitsidika ny trano heva tao izany ny fizarana
yaourt ho an’ny ankizy ,ny fanadramana nitohy ny karazana
entana vokarintsika toy ny fromazy ny yaourt . Ireny fanadra-
mana ireny dia nahazoana valin’ny mahafapo avy amin’ny ny
maro anisa tamin’ireo mpitsidika izay nilaza fa maika hahita
ireo vokatra vaovao ireo eny amin’ny tsena
Nandritra io hetsika io koa no nahafa-
han’ny mpiaramiasa nifampizara ta-
min’ireo mpitsidika an’arivony toy ny
mpiasa ,ny mpianatra,ny mpandray
anjara hafa,ny mpanao politika ,ny ray
amandreny ,ny ankizy …., :nifampizara
ny soa toavina ,ny tanjona ary ny famo-
ronana ataon’i SOCOLAIT izay hirehare-
hantsika fatratra ao ohatra ny fampise-
hoana ireo vokatra vaovao ,ny fanavao-
zana vita natao tany amin’ny ozinina ,ny firosoana makany
amin’ny fanaraha- penitra manaraka ny ISO 22 000 ary niavaka
ny fampidinana ny vidin ‘ny yaourt mba ho zakan’ny rehetra
Fisaorana lehibe no atolotra ireo rehetra tonga nanafana ny
trano hevantsika :ireo tale lehibe,ny tomponandraikitra isa-
tsokajiny,ny ekipa ara-barotra ary ireo tovovavy mpanenta-
na .Dia mifanome fotoana indray ary isika amin’ny hetsika ma-
naraka hitondrana zava baovao marobe !.
La Foire Internationale de Madagascar est le plus grand évène-
ment économique de l’année pour les grandes entreprises mal-
gaches .C’est une foire qui a regroupé plus de 250 entreprises
nationales et internationales avec la présence de plusieurs
pays comme l’Indonésie, la France, la Chine et l’ile Maurice .
Cette édition fut la deuxième participation de la Socolait.
Le but de cette participation était d’ex-
poser toutes les références de produits
de l’entreprise au public national et in-
ternational et d’échanger avec des
clients étrangers potentiels en vue de
l’exportation de nos produits.
Notre participation s’est distinguée par
les diverses animations que nous avions
effectuées sur le stand, entre autres la
distribution de yaourt aux enfants, les dégustations permanen-
tes de tous les produits frais (fromages, yaourt, yao,..) ainsi que
les Krumps mais surtout les dégustations des nouveaux produits
en cours de lancement . Ces dégustations ont comptabilisé en
majeur partie des retours positifs par les visiteurs de la foire qui
ont affirmé leur impatience de voir ces nouveaux produits sur le
marché.
Durant l’événement, l’équipe présente
sur le stand a pu partagé aux milliers de
visiteurs : professionnels, étudiants, ex-
posants, hommes politiques, parents,
enfants,… les valeurs , les ambitions et
les innovations de la Socolait dont nous
sommes si fiers comme la présentation
des nouveaux produits, les travaux de
réaménagement à l’usine achevés, la
certification Iso 22000 en cours, et la
baisse du prix du yaourt.
Un grand merci à tous ceux qui sont venus animer notre stand
(les directeurs, les responsables de département, l’équipe com-
merciale et les animatrices). Nous nous donnons rendez vous en
2015 pour la prochaine édition avec bien sur de nouvelles inno-
vations !
Socolait sy ny fandraisany anjara tany amin’ny FIM
Socolait à la FIM
Nosoratan’i / Ecrit par
Miangaly ANDRIAMPANASINA
(Lehiben’ny sampana Marketing/ Responsable Trade Marketing)
Définition : La charte a pour objet de définir les conditions d’uti-
lisation et les règles de bon usage des ressources informatiques
de la SOCOLAIT.
1.Champ d'application : Sauf mention contraire, la charte s'ap-
plique à l'ensemble des utilisateurs du système d'information et
de communication de l'entreprise, quel que soit leur statut.
2.Confidentialité des paramètres d'accès : L'accès à certains
éléments du système d'information est protégé par des para-
mètres de connexion. La confidentialité engage aussi l’utilisa-
teur à préserver les données propres au service auquel ils sont
affectés, et bien évidemment propre à l’entreprise.
3.Protection des ressources sous la responsabilité de l'utilisa-
teur : L'utilisateur est responsable des ressources qui lui sont
confiées dans le cadre de l'exercice de ses fonctions. Il doit
concourir à la protection des dites ressources, en faisant preuve
de prudence. Des manuels d’utilisation et notes de service sont
diffusées afin d’éviter tout risque.
4.Accès à Internet : Dans le cadre de leur activité, les utilisateurs
peuvent avoir accès à Internet. Pour des raisons de sécurité,
l'accès à certains sites peut être limité ou prohibé par le SERVI-
CE INFORMATIQUE. L’utilisateur peut en demander l’accès sous
la condition que ces besoins
sont justifiés.
5.Messagerie électronique : La
messagerie électronique est un
moyen d'amélioration de la
communication au sein de l’en-
treprise et avec les tiers. Le SER-
VICE INFORMATIQUE incite l’uti-
lisateur à rédiger des mails clairs
(autant dans la forme que dans
le fond), éviter l’envoi de mails
abusifs et volumineux. D’autres
outils sont prévus à cet effet.
6.Sanctions : Le manquement aux règles et mesures de sécurité
de la charte est susceptible d'engager la responsabilité de l'utili-
sateur et de d’entraîner à son encontre des avertissements, des
limitations ou suspensions d’utiliser tout ou une partie du systè-
me d’information et de communication.
7.Engagements : Le SERVICE INFORMATIQUE est à la disposi-
tion des salariés pour leur fournir :
• toute information concernant l'utilisation des NTIC
(Nouvelles Technologies de l’Information et de la Com-
munication) ainsi qu’une formation appropriée.
• les limites techniques des systèmes d'information et sur
les menaces susceptibles de peser sur sa sécurité.
• un service adéquat pour la résolution des problèmes liés
aux systèmes d’information.
• des propositions d’amélioration et d’évolution des systè-
mes d’information.
• Les ressources informatiques nécessaires à leur activité
professionnelle.
Famaritana: Ity fitsipika fototra ity dia mamaritra ny fepetra
fampiasana sy ny fitsipika arahina mikasika ny fikirakirana ny
fitaovana informatika-n’ny SOCOLAIT.
1.Sehatra fampiharana : ankoatra ny filazana manokana, ity
fitsipika fototra ity dia mihantra amin’ny vondron’ny mpampia-
sa (olona mampiasa fitaovana) ny « système d’information et de
communication» ato amin’ny orin’asa.
2.Tsiambaratelon’ny fahafahana miditra : ny fidirana amina
singa sasany ao amin’ny “systeme d’information” dia voaaro
3.Fiarovana ny fitaovana dia eo amban’ny andraikitry ny mpam-
piasa (olona mampiasa ny fitaovana) : ny mpampiasa dia tom-
pon’andraikitra amin’ny fitaovana nomena azy hamitanany ny
asany, ary tokony ho mailo foana.
4.Fidirana tranon-kala : ao anatin’ny sehatry ny asa, ny mpam-
piasa (olona mampiasa fitaovana) dia afaka miditra anaty tra-
non-kala. Mba ho fiarovana, ny fidirana anaty tranon-kala
sasantsasany dia voafetra na voararan’ny « SERVICE INFOR-
MATIQUE »
5.Mailaka : ny mailaka dia fitaovana fampivelarana ny fi-
fandraisana ato anatin’ny orin’asa sy ny any ivelany.
6.Sazy : ny tsy fanarahan-dalàna
sy ny toromarika fiarovana ao
anatin’ity fitsipika fototra ity dia
andraikitra fenon’ny mpampiasa
(olona mampiasa fitaovana) ary
mety ahazoana fampitandre-
mana; fampihenana na fane-
sorana tanteraka ny fampiasana
ny « système d’information et
de communication ».
7.Fampahafantarana ny mpia-
sa : ny « SERVICE INFORMATI-
QUE » dia misokatra ho an’ny
mpiasa mba hanome azy ireo :
• ny vaovao rehetra mikasika fampiasana ny NTIC ary koa
fiofanana mifanaraka amin’izany.
• ny fetra ara-teknikan’ny « systèmes d’information », ary
koa ny loza mety hiantra amin’ny fiarovana azy.
• sosokevitra fanatsarana sy fampivoarana ny “systèmes
d’information”.
• Ny fitaovana ilaina amin’ny fanatanterahana ny asa.
FAHATERAHANA / NAISSANCES
Faly isika rehetra mandray ato anatin’ny fiankaviambe SOCOLAIT ireto ankizy
manaraka teo / Nous sommes heureux d’accueillir dans la grande famille SOCO-
LAIT les enfants suivants :
ANDRIANANDRASANA Fanomezantsoa Koren ( ANDRIANANDRASANA Mamy
Charlie) et RAJOSIA Ralaitafara Ny Riana Etienne (RAJOSIARISAONA Lovasoa
Lalaina)
Nosoratan’i / Ecrit par
Romy RAJOELISON / Amédée RATOVOSON
(Sampana S.I / Service S.I)
LA CHARTE INFORMATIQUE SOCOLAIT
Iny telovolana farany iny no fetra farany namitana ny trano
vaovao ny fandraisana ronono, ny fanaovana fromage ary ny
trano fisolona sy fametrahana akanjo.
Taoriana ny nanaovana ny asa fanamboarana sy fanavaozana
tao anatin’ny herintaona zay dia ho faranana amin’ity volana
jona ity ny asa. Lasa toy ny vaovao ny trano famokarana, ary
azo ampitahaina amin’ny orinasa any Eropa.
Isaorana etoana ireo nanantotosa ny asa rehetra: ny
LABOMECA teo amin’ny lafin’ny fantsona, ny SMEF teo amin’ny
fametrahana ny fampangatsiahana, ny BATIR sy ny MADACON-
STRUCT teo
amin’ny momba
ny fanamboarana
ny tao-trano, ny
SOMECA teo
amin’ny momba
ny herin’aratra,
ary indrindra in-
drindra ny ekipa
ny sapandra-
haraha teknika ny SOCOLAIT izay nanao ny asa manara-penitra
nandritra ny fanamboarana rehetra.
Ho fanatsarana maharitra ny sampandraharaha teknika dia dia
mametraka ny maintenance preventive izay mbola tsy mampi-
harina hatramin’izay, ny hankamaroan’ny asa mantsy dia toa
lasa vonjy taitra avokoa. Izany dia natao miendrika fiche izay
ahitana ireo asa ho tanterahina. Ny “maintenance preventive”
toy ny asa notanterahin’ny ekipa teknika ihany koa dia man-
dalo fanarahamaso isa-maraina.
Ny fanaraha-maso ny fitaovana dia efa ho vita ihany koa, izay
“demande de travail” sy ny “bon de travail” izay afahana mana-
raka ireo asa vonjy taitra atao dia noraketina ao anaty so-
losaina mba hananana ny firaketana ireo fitaovana.
Mba hanatsarana ny fametrahana sy ny fanaraha-maso io
“maintenance “io, ny SOCOLAIT dia hampiasa ny logiciel
GMAO, izay hafahana manao ny firaiketana ireo fitaovana, ia
asa aryindrindra manaraka ny fivoaran’ny ekipa teknika ny
fametrahana io logicviel vaovao io dia voafaritra ho amin’ny
farany volana jona, ary mba hampi-
harana azy tsara dia roa volana no
ilaina
Araka ny efa noresahina tamin’ny
soco sera nivoaka farany momba ny
niandrasana ny Chaudière AKKAYA.
Efa amperinasa izy ankehitriny tao-
riana ny 3 andro nametrahana azy
sy ny erinandro nanaovana ny
fanandramana . io “chaudière io dia afahana
miantoka maharitra ny asa famokarana .
Tsy lany hevitra vaovao, ny sampandraharaha
ny teknika dia efa mihevitra ny fanatsarana
manaraka indray
Les trois derniers mois a été le délai nécessaire afin de termi-
ner la nouvelle réception lait, la nouvelle fromagerie ainsi que
les vestiaires.
Les tra-
vaux de
rénovation
ont donc
pris fin en
Juin après
plus d’un
an de tra-
vail. L’usi-
ne, désormais comme neuve, n’a rien à envier aux usines que
l’on peut retrouver en Europe.
Nous tenons à remercier toutes les équipes ayant participé à
ces travaux, LABOMECA pour les tuyauteries, la SMEF pour les
installations froids, BATIR et Madaconstruct pour le génie civil,
SOMECA pour les installations électriques mais aussi et surtout
les équipes techniques de la SOCOLAIT ayant fourni un travail
de qualité tout au long du chantier.
Mise en place du plan de maintenance préventive
En amélioration constante, le département technique s’attaque
désormais à la mise en place de la maintenance préventive.
Inexistante jusqu’à présent, la plupart des interventions sont
d ’o rdre s
curatives.
Sous for-
me de
fiche de
m a i n t e -
nance où
sont no-
tées les
interven-
tions à
effectuer, la maintenance préventive passe aussi par un contrôle
journalier des installations effectuées chaque matin par les équi-
pes techniques.
Nouveaux matériels
Comme nous en avions parlés dans
notre précédent épisode, nous étions
en attente de notre nouvelle chaudiè-
re AKKAYA. Après plus de 3 jours de
travail afin de la mettre en place et
une semaine d’essai elle est désor-
mais opérationnelle. Etant fiable, elle
nous permettra de garantir un pro-
cessus de fabrication constant.
Jamais à cours d’idée, le département technique
planche d’ores et déjà sur les futures améliora-
tions de la Socolait…
Asa vaovao : vita ny fanavaozana sy ny fanatsarana Travaux neufs : Fin des travaux de rénovation et réhabilitation
Nosoratan’i / Ecrit par
David DE LA FUENTE
(Tale ara-teknika / Dir. Technique )
Resaka nifanaovana tamin’Ingahy RAMANANTSOA ,Tompon’ny EPI
PLUS etsy BESARETY - Interview avec Mr RAMANANTSOA ,gérant de
l’EPI PLUS à BESARETY
Socolait :Miarahaba anao ny SOCOLAIT ry Ingahy Ramanant-
soa, Bonjour Mr RAMANANTSOA
Ramanantsoa : Miarahaba anao ihany koa inona no vaovao enti-
nao ? Bonjour, quelle nouvelle vous amène ?
SOCOLAIT :O ry Ingahy Ramanantsoa, ny orinasa SOCOLAIT dia
manome toky anao fa hisy foana ny zava-baovao ary anisany
voalohany hahafantatra izany ianao rehefa tonga izany fotoana
izany fa ny mba tiako anontaniana anao aloha androany dia ny
akon’ny fampidinana ny vidin’ny Yaourt SOCOLAIT izay nampi-
harintsika herinandro vitsivitsy lasa izay, indrin-
dra amin’ny mahampanjinjara vokatra SOCOLAIT
anao. Nanao ahoana ny niainanao iny fihenana
iny sy ny akony teo amin’ny mpanjifa ?
Mr RAMANANTSOA, la société SOCOLAIT vous
promet d’apporter toujours d’améliorations et
vous serez parmi les premiers à être informé .La
raison de ma visite est de vous demander en
étant notre distributeur, quel est l’impact de la
baisse du prix des yaourts appliquée depuis plu-
sieurs semaines passées
Ramanantsoa : Voalohany indrindra aloha dia efa
ela no niandrasana an’iny hetsika iny, zava-dehibe ho an’ny Ma-
lagasy rehetra mihitsy no nataonareo satria manolotra vokatra
tsara amin’ny vidiny takatry ny rehetra ianareo izany hoe mitsin-
jo ny olona amin’ny fahasahiranany ny SOCOLAIT.
Cette action était déjà attendue depuis longtemps ,la plupart de
la population malgache bénéficie de cette baisse comme vous
avez offert de produits de qualité à un prix à la portée de
tous ,en ce temps de crise votre promotion allège le panier des
ménagères.
Manarak’izany amin’ny mahampanjinjara anay dia miteny ho azy
ny vokatra, ianareo angamba afaka manamarina fa niakatra dia
niakatra ny varotra raha oharina ny volana Aprily eny fa na de
ireo volana hafa rehetra teo aloha aza.
En plus, en tant que distributeur le résultat de notre partenariat
montre que les ventes ne cessent d’augmenter par rapport au
mois d’Avril et aux autres mois précédents
SOCOLAIT : Azonao lazaina anay ary ve hoe taham piakaran’ny
varotra tato amianreo tamin’iny volana iny ?
Pouvez vous nous dire le taux de cette augmentation?
Ramanantsoa : raha oharina tamin’ny volana Aprily dia niakatra
tany amin’ny 52% tany ho any, tokony nihoatra izany ary fa iza-
hay no nisy fotoana tsy naharaka kely.
Par rapport au mois d’Avril nous avons
constaté une hausse d’environ 52 % ,
même plus car il y a des périodes où nous
n’avons pas pu suivre à temps les approvisionnements
SOCOLAIT : Ho anao manokana tafita any mpanjifa ary ve ilay
vidiny 600 Ar izay napetraka
Pour vous, est ce que les consommateurs ont adopté le prix de
600Ar le pot d’yaourt?
Ramanantsoa : Tafita mihitsy na dia tsy zato isan-jato ary, na-
nampy betsaka tamin’ izany ihany koa ny fampahafantarana
nataonareo tamin’ny haino aman-jery ka nahatonga ny olona
hitaky mihitsy ny vidiny 600 Ar, tena zava-dehibe mihitsy iny.
Evidement cela est acquis presque à 100 % ;en plus les campa-
gnes publicitaires lancées sur les medias poussent les clients à
nous exiger le prix à 600ar :c’etait très important.
SOCOLAIT : Miarahaba anao manokana aho ry
Ingahy Ramanantsoa amin’ny anaran’ny SOCO-
LAIT noho izany vokatra azonao izany, hirariana
mba hihoatra lavitra noho izany ny volana Jiona
sy amin’ny ho avy rehetra.
Je vous félicite Mr RAMANANTSOA de ce résultat
prometteur et nous espérons que les ventes du
mois de Juin et des mois à venir seront encore
plus fructueuses
Sao de mba misy ary hafatra mba tianao ampitai-
na ao anatin’izao resadresaka ataontsika zao.
Avez-vous de messages à passer pour conclure ?
Ramanantsoa : Tsotra fotsiny ny hafatra, tsara de tsara ny zava-
tra ataonareo fa tohizo, hamafiso hatrany ny serasera amin’ny
mpanjifaamin’ny alalan’ireo haino aman-jery samihafa fa tom-
bony ho anareo izany ary manampy betsaka anay ihany koa.
C’est tres simple, votre stratégie reste bénéfique pour nous et
pour les consommateurs ,renforcez toujours votre communica-
tion avec eux à l’aide des différents medias car c’est avantageux
pour vous et une grande aide pour nous partenaires
Ary farany rahoviana izahay no mba entinareo mijery ny ozinina
mpamokatra any Antsirabe?
Et pour finir quand est ce que vous allez nous faire visiter votre
usine à Antsirabe?
Socolait : Fifaliana lehibe ho anay ny handray anao any ry Inga-
hy Ramanantsoa, alamintsika ny fotoana amin’ny maha mety
azy, voaray ihany koa ireo hafatra ireo, toky no omeko anao fa
tsy hitsahatra ny fanavaozana sy ny fanatsarana ataontsika
amin’ny lafiny rehetra atoamin’ny SOCOLAIT. Misaotra indrin-
dra anao ary manome fotoana anao amin ‘ny manaraka indray.
Nous serions très heureux de vous accueillir la bas, nous allons
organiser cette visite et vous informerons de la suite, nous
avons noté ces messages et ayez confiance nous
allons toujours continuer les améliora-
tions sur tous les plans et tenir les enga-
gements avancés. Nous vous remercions
de votre contribution et à la prochaine.
Nosoratan’i / Ecrit par
Onja RABEZANDRINA
(Lehiben’ny sampana / Responsable Ventes Directes)
Akon ‘ny fampidinana ny vidin ‘ny yaourt ho 600 ar ny iray
Echo de la baisse des prix des yaourts à 600 ar le pot
1) Définir la démarche HACCP
Système qui définit, évalue et maitrise les dangers significatifs
au regard de la sécurité des aliments
2) Qui devrait être formés à l'HACCP (principes et applica-tions):
Tout le personnel : les services de production, maintenance,
qualité, commercial
3) Quels sont les types de dangers qui peuvent concerner un aliment ?
Biologique : par exemple une
contamination microbienne
Physique : par exemple débris
de verre
Chimique : par exemple résidu
de produits de nettoyage
4) Expliquer la méthode des 5M et donner des exemples
La méthode 5M est un diagram-
me de cause à effets qui permet
d’identifier et de gérer des ris-
ques.
Les 5M signifient :
•Matériel : l'équipement, les machines, le matériel informati-
que, les logiciels et les technologies
•Méthode : le mode opératoire, la logique du
processus et la recherche et développe-
ment
•Milieu : l'environnement, le positionnement, le contexte.
•Main d’œuvre : les interventions
humaines.
•Matière : toutes les matières
premières et consommables utili-
sés pour les processus de fabrica-
tion de conditionnement
5) Expliquer ce qu’est un CCP et donner des exemples
CCP : Contrôle des points criti-
ques
Etape du procédé à laquelle un
moyen de maîtrise peut-être
exercé afin de prévenir ou élimi-
ner un danger menaçant la sécurité des aliments ou le ramener
à un niveau acceptable
6) Expliquer ce qu’est une limite critique
Critère pour déterminer si un CCP est maîtrisé. Exemple : tem-
pérature de pasteurisation yaourt 95°C±2°C
7) Que retrouve-t-on dans les diagrammes HACCP:
Les zones concernées, les intrants, les matières premières, les
paramètres du process, les étapes à suivre, la gestion des dé-
chets industriels, les ccp
8) Comment peut on prouver que les paramètres du process sont respectés ?
La preuve de la maitrise des paramètres est ap-
portée par les enregistrements
Valin’ilay fahalalana mikasika ny HACCP
Réponses sur les tests de connaissances sur l'HACCP
Nosoratan’i / Ecrit par
Bruno LANDRIER
(Talen’ny Ivo-Toerana / Directeur de Site)
Dia ireto ary ny valin ilay adina momban ny HACCP ,ireo mendri-
ka dia notolorana valisoa .Tamin ny anaran'ny SOCOLAIT no na-
nomezana mari pakasitrahana azy ireo momban'y fahalalana
azony .Ireto ambany ireto ary ny santionan'ny diplaoma sy sary
vitsivitsy nandritra ny lanonana fanolorana izany diplaoma iza-
ny .
Et voici les réponses à notre test HACCP, les lauréats ont été pri-
més. La Socolait leur a remis un diplôme attestant de leurs
connaissances en la matière. Ci-dessous un exemple de diplôme
ainsi que quelques photos de la cérémonie de remise des diplô-
mes.