Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

Embed Size (px)

Citation preview

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    1/26

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    2/26

    KOLEJY

    FAMPIANARANA ANKAPOBENY

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    3/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    Ny fahalalana tsy misy eritreritra, hoy ny mpandinika iray, dia tsy inona fa

    faharavanny fanahy. Ka na dia manampahaizana tapitra ohatra aza ny tanorana

    voavolavolantsika nefa tsy manana ny toetra mahaolom-banona dia

    fahapotehanny firenena sy faharavanny fiarahamonina no ho vokatrizany.

    Mitana toerana lehibe eo aminny sehatry ny fanabeazana noho izany ny

    fanabeazana ho olompirenena vanona satria izany no mahatonga ny tanora

    mahavita fianarana ho tonga olona azo ianteherana na eo aminny

    fampandrosoana ny tanindrazana na eo aminny fampirindrana ny fiarahamonina.

    Ny fieritreretana izany tanjona izany no nahatonga ny Ministera hitadyvahaolana maharitra hampiorenam-paka sy hanamafisana orina ny

    mahaolompirenena sy ny mahaolom-banona eto aminny firenentsika.

    Anisanizany ry ny fampidirana ao aminny Dinganny Lisea ny fanabeazana ho

    olompirenena vanona izay tsy nisy tao hatraminizay.

    Koa amin-kafaliana no anolorako anareo mpanabe sy mpianatry ny Lisea

    ity boky fandaharam-pibeazana ity.

    Ny tanjona kendrentsika moa dia tsotra : ny hamolavola olompirenena feno

    izay sady afaka mitondra sy miaro ny tenany aminny mahaolona azy no mahavita

    mandray sy mitana ny toerana sahaza azy na eo aminny lafiny fiarahamonina na

    fiharian-karena na plitika ary miaina ny kolontsaina malagasy nefa mampihatra

    koa ny kolontsaina vahiny mahasoa.

    Nisy ireo nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka izao vokatra mahate

    hidera izao. Koa Tolorana fankasitrahana etoana ny Tahirinny Firenena

    Mikambana ho aminny Demkrasia namatsy vola (FNUD), ny

    Fandaharanasanny Firenena Mikambana ho anny Fampandrosoana (PNUD)

    nitantana ny Tetikasa teo aminny ara-bola, ny Foibenny Fanabeazam-bahoaka

    ho Olompirenena eto aminny Ministeranny Fanabeazam-pirenena (OEMC)

    nanatanteraka ny Tetikasa teo aminny lafiny teknika, ary indrindra ireo

    teknisianina momba ny Fanabeazana marobe avy aminny Fanjakana sy avy

    aminny Foibe-pitondranny Fampianarana Miahy tena folo namolavola sy

    nanoratra ny boky. Mendri-pankasitrahana ny asa vitanareo ka hipetraka ho lova

    sarobidy ho anny taranaka mifandimby.Farany, ny irariana dia ny hahombiazanareo mpanabe mikirakira ity

    fandaharam-pibeazana ity ka hahatraranareo ny tanjona kendrena dia ny

    hahatonga ny tanora mahavita ny Dinganny Lisea tsy ho olompirenena

    mpanakorontana fa mpandamina, tsy ho mpametraka olana fa mpitondra

    vahaolana, tsy ho mpanakiana fa mpanolo-kevitra, tsy ho mpandrava fa

    mpanangana.

    NY MINISITRY NY FANABEAZAM-PIRENENA

    TENY MIALOHA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    4/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    Manoloana ny fahapotehanny toetra mahaolombanona hita ho

    mahazo vahana eto aminny firenentsika, eo anatrehanny fitakiana

    sesilany ataonny mpiray tanindrazana ny aminny tokony hanamafisana

    ny fanabeazana ho olompirenena vanona sy ny tsy fisianizany

    fanabeazana izany any aminny Lisea dia nanapa-kevitra ny Ministera ny

    hamolavola fandaharam-pianarana Fanabeazana ho Olompirenena

    Vanona ho anny mpianatrio Dingana io.

    Mba hanatanterahana izany dia atrikasa impito miantoana nahitana

    atrikasa famolavolana sy fanoratana efatra ary atrikasa fankatoavana telo

    no notontosaina.

    Nampandraisina anjara taminizany avokoa ireo rafitra sy

    sokajinolona voakasiky ny Fanabeazana ho Olompirenena Vanona sy ny

    fandaharam-pianarana rehetra ao anatinny Ministeranny Fanabeazam-

    pirenena: ny mpikambana ao aminny Filankevi-pirenena momba ny

    Fanabeazana (CNE), ny Foibem-Pitondrana misahana ny Fandaharam-

    Pianarana (DCI), ny Ivontoeram-Pirenena misahana ny Fanofanana

    Mpampianatra (INFP), ny Foibem-Pitondrana misahana ny Fanabeazana

    Fototra (DEF), ny Foibem-Pitondrana misahana ny Fampianarana

    Ambaratonga Faharoa (DES), ny Foiben ny Fanabeazam-bahoaka ho

    Olompirenena (OEMC), ny Foibem-pirenena misahana ny Fampianarana

    Miahy tena (ONEP), ireo Foibem-Pitondrana Nasinaly folo misahana ny

    Fampianarana Miahy Tena.

    Nantsoina handray anjara koa ireo mpiara-miombona antoka ahitana

    ny Ministeranny Tontolo Iainana sy ny Ala, ny Tahirinny Firenena

    Mikambana momba ny Natiora (WWF), ny Sekretariam-panjakana

    misahana ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Araka Asa

    (SEEFTP), ny Tahirinny Firenena Mikambana momba ny Fiahiana ny

    Reny sy ny Zaza (UNICEF), ny Birao Iadiana Aminny KOlikoly (BIANCO)ary ny Biraom-Pirenena misahana ny Fitantanana ny Loza Voajanahary

    (BNGRC).

    Fandaharam-pibeazana moa no iantsoana ity boky ity satria dia

    fomba fijery sy fomba fampianatra vaovao no nenti-nandrafitra azy no sady

    itondrana ny fampiharana azy eny anivonny sekoly, ka tsy fampianarana

    no atao na fanabezana fa ireo tanoranny Lisea mihitsy no mibe eo

    ambany fitarihanny mpanabe.

    FAMPIDIRANA ANKAPOBENY

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    5/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    Hita ato anatinity fandaharam-pibeazana ity ry ny Tsanganana ho

    anny mpianatra nahavita ny Dinganny Lisea ary ny fandaharam-

    pibeazana ho anny kilasy tsirairay.

    Ny fandaharam-pibeazana isan-kilasy indray kosa dia ahitana

    fizarana dimy: ny lafiny mahaolona, ny lafiny fiarahamonina, ny lafiny

    fiharian-karena, ny lafiny plitika ary ny lafiny kolontsaina. Isaky ny lafiny

    indray dia ahitana tanjona ankapobeny vitsivitsy sy tabilao anehoana ireotanjona manokana, ny votoatiny, ny tetika amam-paika ary ny fitaovana

    ampiasaina.

    Mba hanamorana ny asanareo mpanabe moa dia tsy mandeha irery

    ity Fandaharam-Pibeazana ity fa misy Boky Fibeazana ho anny

    mpianatra, Boky Taridalana ho anny mpanabe ary Boky Tahirin-Kevitra ho

    anny roa tonta ampiarahina aminy.

    Aroso hosedrainareo mpanabe any an-dakilasy ry ity Fandaharam-

    Pibeazana ity. Tsy tapitra eto anefa ny fanatsarana ny Fanabeazana ho

    Olompirenena Vanona. Koa dia misokatra aminny tsikera sy ny tolo-

    kevitra hoenti-manatsara avy aminareo ity fitaovana ity. Taridalana ihany

    mantsy ny fandaharam-pibeazana fa ny fanatanterahana dia antsika

    rehetra. Koa na ny momba ny filaharanny lohahevitra na ny tetika amam-

    paika na ny fitaovana ampiasaina voalaza ao dia ampirisihana ny

    haiforona sy ny haikaroka anananareo ny fandinihana sy fanampiana ary

    fanatsarana azy. Indrindra fa miankina aminny zava-misy any aminny

    toeram-piasanareo ny safidy mety ataonareo.

    Koa mirary anareo mpanabe hahatratra ny tanjona isaky ny sehom-

    pibeazana. Izany mantsy no hanaporofo fa mandaitra ny fanabeazana

    ataonareo satria tonga toe-tsaina amam-pitondrantena iainanny

    mpianatra ireny tanjona ireny fa tsy fahalalana miangona an-tsainy fotsinyihany.

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    6/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    aTENY MIALOHA

    FAMPIDIRANA ANKAPOBENY

    TSANGANANNY MPIANATRA NAHAVITA

    LISEA FAMPIANARANA ANKAPOBENY 11

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAROA 13

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY MAHAOLONA 14

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIARAHAMONIA 16

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA 17

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY POLITIKA 18

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY KOLONTSAINA 19

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY VOALOHANY 21

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY MAHAOLONA 22

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIARAHAMONIA 23

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA 24

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY POLITIKA 25

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY KOLONTSAINA 26

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAMARANANA 27

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY MAHAOLONA 28

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIARAHAMONIA 29

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA 30

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY POLITIKA 31

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY KOLONTSAINA 32

    FANOROAM-PEJY

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    7/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    11

    TSANGANANNY MPIANATRA NAHAVITA LISEA FAMPIANARANA ANKAPOBENY

    Ny mpianara mahavia ny dingana LISEA FAMPIANARANA ANKAPOBENY dia manana

    ireo oera amampihesika izay mifanaraka aminny fampivelarana ny mahaolona

    (vaana, saina, fo amampanahy), ny fiarahamonina, ny kolonsaina malagasy, ny

    fihariana ary ny plitka na etpiondrana. Araka izany, ny mpianara mivoaka ny

    lisea dia sahy misikera ny zavamisy sy maneho hevira, mandray anjara mavirika

    aminny famongorana ireo sakana rehera ho anny fahombiazanny fampandrosoana

    miainga ifoony ka mipaka aminny firenena, mahasapa ena ho ompony, mampiseho

    ny mahaolombanona azy eo aminny fiainany andavanandro: ta anindrazana,

    mandala ny soa iombonana, miaina ny zony sy mahavia ny adidy amanandraikiny,

    mampihara ny kolonsainny fandraharahana ao anatnny fahamarinana, nyfandalana ny rariny ary ny fanarahandalna.

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    8/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    13

    FANDAHARAM-PIBEAZANA

    KILASY FAHAROA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    9/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    14

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAROA

    TANJONA ANKAPOBENY 2 :

    Manaja, miaro ary mitaky ny zo amankasinny olombelona

    Misoroka ny herisetra sy ny fanararaotana aminny endriny rehetra

    Mikaroka vokatra tsaratsara kokoa hatrany

    Miady aminny kolikoly

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    10/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    15

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAROA

    TANJONA ANKAPOBENY 1 :

    Maneho fiondranena sy fihesika mendrika eo anivonny ankohonana misy

    azy, ny sekoly, ny fiarahamonina ary ny firenena

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIARAHAMONINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    11/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    16

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAROA

    TANJONA ANKAPOBENY 2 :

    Misoroka ny aretna sy ny loza isankarazany

    Mikolokolo sy mikajy ny onolo iainana

    Mandray anjara aminny ady aminny kolikoly

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIARAHAMONINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    12/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    17

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAROA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Miaona ny ankohonana misy azy sy ny fiarahamonina hiaro sy hikojakoja

    ary hanasara ny fananana iombonana sy ny onolo iainana

    Mirandraka aradrariny ny loharanonkarena eo aminny oerana misy azy

    Mampihara ny kolonsaina fandraharahana

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    13/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    18

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAROA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Mampihara ny fookevira demkratka sy ny rafira repoblikanina

    Mampiasa ny rafi panjakana sy ny vondrom bahoaka isinjaram pahefana

    isanambaraonga

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY POLITIKA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    14/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    19

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAHAROA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Maneho fitavananindrazana aminny fanandraana ny firaisampirenena sy

    ny hambompo mahamalagasy.

    Manamafy orina ny soaoavina malagasy

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY KOLONTSAINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    15/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    21

    FANDAHARAM-PIBEAZANA

    KILASY VOALOHANY

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    16/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    22

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY VOALOHANY

    TANJONA ANKAPOBENY 1 :

    Manaja, miaro ary miaky ny zo amankasinny olombelona

    Mikaroka vokara sarasara kokoa harany

    Miady aminny kolikoly

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    17/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    23

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY VOALOHANY

    TANJONA ANKAPOBENY

    maneho fiondranena sy fihesika mendrika eo anivonny ankohonana misy

    azy, ny sekoly, ny fiarahamonina ary ny firenena.

    misoroka ny aretna sy ny loza isankarazany

    mikolokolo sy mikajy ny onolo iainana

    mandray anjara aminny ady aminny kolikoly

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIARAHAMONINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    18/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    24

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY VOALOHANY

    TANJONA ANKAPOBENY

    Mirandraka aradrariny ny loharanonkarena eo aminny oerana misy azy

    Mampihara ny kolonsaina fandraharahana

    Manaira ny olompirenena sy ny mpiondra hanaja ny feniry ny fiharian

    karena sy ny fifaninanana

    Hiroso aminny asa fihariana

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    19/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    25

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY VOALOHANY

    TANJONA ANKAPOBENY

    Mampihara sy manenana ny fiarahamonina hiandro ny fahamarinana sy

    ny fookevira demkratka

    Mandray anjara amim pahamarinana sy amin kahalalahana amin ny

    raharaham pifidianana

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY POLITIKA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    20/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    26

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY VOALOHANY

    TANJONA ANKAPOBENY

    Maneho fitavananindrazana aminny fanandraana ny soaoavina

    malagasy

    Mandala ny kolonsain ny filaminana sy ny fandriam pahalemana.

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY KOLONTSAINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    21/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    27

    FANDAHARAM-PIBEAZANA

    KILASY FAMARANANA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    22/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    28

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAMARANANA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Manaja, miaro ary miaky ny zo amankasinny olombelona isansokajiny

    Maneho ny faharesendahara aminny ny vokadrasinny kolikoly

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY MAHAOLONA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    23/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    29

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAMARANANA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Maneho fitondrantena sy fihetsika mendrika eo anivonny ankohonana misy

    azy, ny sekoly, ny fiarahamonina ary ny firenena

    misoroka ny aretna sy ny loza isankarazany

    mikolokolo sy mikajy ny onolo iainana

    mandray anjara aminny ady aminny kolikoly

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIARAHAMONINA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    24/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    30

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAMARANANA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Mampihara ny kolonsaina fandraharahana

    Miroso aminny asa fihariana

    Mirandraka aradrariny ny loharanonkarena misy eo anoerana

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY FIHARIAN-KARENA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    25/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    31

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAMARANANA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Mampihara sy manenana ny fiarahamonina hiandro ny fahamarinana sy

    ny fookevira demkratka

    Misikera ny zava misy ary mandray fanapahan kevira mifanaraka amin

    ny soaoavina demokratka

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY POLITIKA

  • 8/7/2019 Fandaharam-pibeazana ho fanabeazana ho olompirenena vanona - Lisea (MEN/2011)

    26/26

    Fanabeazana ho Olompirenena Vanona

    32

    FANDAHARAM-PIBEAZANA KILASY FAMARANANA

    TANJONA ANKAPOBENY

    Maneho fitavananindrazana aminny fanandraana ny soaoavina

    malagasy.

    Misikera ny zava misy ary mandray fanapahan kevira mifanaraka

    soaoavina

    NY OLOMPIRENENA EO AMINNY LAFINY KOLONTSAINA