1
2 Lah 1026 Talata 10 marsa 2020 Politika www.gvalosoa.com Ny vehivavy TIM nandray anjara tamin’ny fankalazana ny 8 martsa tany Toliara. Ny sasany sy ny solontenan’ireo vondron’ny kandidà filohampirenena tamin’ny taona 2018. Coronavirus Tsy mila tandrevaka ny fiarovana ny aim-bahoaka Ny Valosoa sy fakafaka TIM Boriboritany faha-6 nanetsika sy namelo-maso ny mpikatroka vehivavy Nanetsika sy namelo- maso, na nanao redyna- misation ny vehivavy Tiako i Madagasikara (TIM) amin’ny Boribori- tany faha-6, ireo tom- pon’andraikitry ny antoko sy ny depiote voafidy tao amin’ity Boriboritany ity, Andriamampandry Todi- soa mivady sy ny Bi- raon'ny Vehivavy TIM notarihan-dRamatoa Thé- rèse Rasoambolanoro sy ny filoha lefitra Ramatoa Vololona ary Mpanolont- saina eo anivon'ny vehi- vavy TIM, Ramatoa Marthe ny faran’ny heri- nandro teo, tao anatin’ny fankalazana ny 8 martsa, andron’ny vehivavy eran- tany. Nanome voninahitra ireo Andriambavilanitra ihany koa ny Mpanolotsai- nan’ny tanànan’Antana- narivo, avy amin'ny an- toko TIM, notarihin'An- driamatoa Célestin Rat- simbazafy sady filoh lefi- try ny DISTIM. Fanka- lazana ny 08 martsa tao Ambatolampy Antehiroka Ambohimanarina io no- tanterahana io, izay naha- vory vehivavy marobe nihoatra ny 900, nisolo- tena ireo 31 FokoTIM. Voalaza tamin’izany fa vo- nona ny vehivavy TIM Ambohimanarina hiady amin'ny tsy fahamarinana ary manamafy hatrany ny fanambarana nataon'ny Filoha nasionalin’ny an- toko TIM, Marc Ravalo- manana tao Bel’Air ary miandry ny toromarika re- hetra. Eo amin'ny lafiny sosialy dia manana te- tik'asa maromaro izy ireo, izay iarahana amin-dRa- matoa vadin'ny depiote Todisoa, hitsinjovana ny vehivavy mba tsy hipe- traka fotsiny manoloana ny fahantrana lalina mihà- tra eto amin’ny firenena, ho fitsinjovana indrindra ny isan-tokantrano. Isambilo Fankalazana ny 8 martsa tsy nitsanga-menatra fa manana ny maha izy azy ny vehivavy tiM Hatrany atsimo ka ha- trany avaratra, hatrany atsinanana ka hatrany an- drefana, tsy nitsanga-me- natra ary manana ny maha-izy azy ny vehivavy avy amin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), mi- joro fa tsy manaiky tsin- drian’ny hafa ny An- driambavilanitra avy amin’ ity antoko najoron’ny fi- loha Marc Ravalomanana ity. Voaporofo tamin’iny fankalazana ny 8 martsa ny alahady teo iny, fa mbola mijoro hatrany ny vehivavy Tiako i Madaga- sikara manerana ny Nosy, toy ny tany Toliara, tsy na- tahotra niatrika ny fiton- drana notarihan-dRajoe- lina mivady izy ireo ta- min’ny fanamarihana ofi- sialy tany amin’ny renivo- hitry ny faritra Atsimo Andrefana. Tsy nahasa- kana ny mpikatroka vehi- vavy TIM ny orambe nandritra ny fanakalazana tany Toamasina, nijoro koa ny vehivavy TIM tany Fianarantsoa, sy tany Mo- rondava, sy ny tany amin’ ny toeran-kafa ihany koa… Na dia izao fiton- drana izao aza no nikara- kara ny andro mane- ran-tany hoan'ny Vehi- vavy, tsy ny TIM velively no handeha hanohitra an'izany na dia lazaina fa mpanakorontana sy resy lava aza, fa naneho ny heriny koa ny vehivavy TIM. Izao no manamarina fa tsy resy ny TIM, fa noe- zahana noresena ta- min'ny fomba maro, na dia ezahina vonoina aza ny antoko Tiako i Mada- gasikara dia tsy maty vo- noina izany satria fantatry ny maro fa nanana fa- haiza-manao ny TIM tao anatin’ny 7 taona mahery nitondrany. Voaporofo an- kehitriny, fa ireo vehivavy TIM dia mbola sahy mi- joro, fa tsy araka ny feo aely fa hoe efa tsy misy intsony, na mamely. Mbola vonona handray fahefana hatrany ity an- toko ity ary efa vonona ho amin’izany. Isambilo ColleCtif des Candidats Ho rava tanteraka ny fototry ny fanapahan-kevitry ny HCC Nanao fanambaràna niaraka ny « Collectif des can- didats », na ny vondron’ireo kandidà tamin’ny fifi- dianana filoham-pirenena ny taona 2018, ny sabotsy 7 martsa 2020 teo, teny Faravohitra. A raka ny fanambaran’izy ireo : toa nilatsaham-ba- ratra ny vahoaka Malagasy ary indrindra izahay kandida raha nahare ny fanambaràna izay na- taon’Andriamatoa Thierry Rakotonarivo, filoha lefitry ny CENI tamin’io andro io satria tsy teto an-toerana ny fi- loha Hery Rakotomanana. Niantso ny mpanao gazety izy, teny amin’ny foiben’ny CENI Alarobia Amboniloha tamin’ny faha 28 febroary 2020 ary nilaza fa nisy Dou- blons 1 162 512 tamin’ny isan’ny mpifidy 10 568 400, izay 5 000 000 teo ho eo no tena tonga nifidy. Koa akory ny hagaganay fa raha atao ny kajy dia 1 162 512 mitaha amin’ny 5 millions dia vato 20% be izao no tsy tomombana. Gaga izahay satria ny CENI izay tokony hiaro ny hasin’ny fifidianana, sy ny fanapahan-kevitra rehetra momba ny fifidianana indray, no nandrava sy nanapo- tika ny hasina sy ny fahamarinan’io fanapahan-kevitra io. Tsy ny tena zava-misy no noraisin’io andrim-panja- kàna io raha nandray fanapahan-kevitra izy. Niaraha-nahita ny savorovoro naterak’io fanambaràna io satria ny fototry ny fanjakàna mihitsy no voahozon- gozona ary rava tanteraka ny fifampitokisana amin’ny fifampitondràna eo amin’ny tany sy ny fanjakàna. Eto ary dia tsy ny valim-pifidianana na ny fanapahan- kevitry ny HCC intsony no resaka, fa lalina kokoa satria dia ny fototry ny fanapahan-kevitry ny HCC mihitsy no rava tanteraka . Ary izany dia mitarika ny faharavan’ny hasina sy ny lanjan’ny fanapahan-kevitr’io andrim-pan- jakàna io. Tsy ny tena zava-misy no nianteheran’io an- drim-panjakàna io raha nandray fanapahan-kevitra izy. Mihoa-pampana loatra ny atambo nitranga, ka tsy nisy lalàna azo hanamarinana azy intsony . Izany foto-ke- vitra izany dia eken’izao tontolo izao . Mazava ho azy fa izany lesoka izany dia manamora ny fisian’ny ho- soka tamin’ny fifidianana. Raha jerena ny zavatra niseho taty Afrika ohatra tany Malawi sy Zimbabwe dia hita fa tany amin’ireo firenena ireo no tonga saina sy nentanin’ny feon’ny fieritreretany hikatsaka ny fahamendrehana ny mpitsara tao amin’ny fitsaràna tampony, ka tsy nifantoka hafa tsy tamin’ny andraikitra mba hiantohana ny fahamarinana. Voafitaka tanteraka ianareo vondrona iraisam-pire- nena, kanefa dia ianareo no namatsy vola ny ampa- hany betsaka tamin’ny fanatanterahana ny fifidianana, mba hiantohana ny fangaraharahana sy ny tsy fitongi- lanana, mba haneken’ny rehetra ny voka-pifidianana satria manaja ny hasin’ny tena safidim-bahoaka marina hisian’ny fandriam-pahalemana. Vokatr’izany , ianareo mpitondra dia manana andraiki- tra hametraka ny fahefanareo amin’ny « legitimité » tsy azo lavina . Fa raha miziriziry amin’izao fisavorovo- roana misy izao ianareo dia hiteraka krizy vaovao eto amin’ny firenena izany. Nangonin’Isambilo Na dia manome toky aza ny fitondrana, sy miezaka manazava ny saim-bahoaka hatrany ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka sy ny ekipany hampitony ny vahoaka, dia tsy mahasakana ny resaka mandeha eny amin’ny fiainana andavanandron’ny saramba- bem-bahoaka ihany ny amin’ity valan’aretina coro- navirus covid-19 ity. Miainga avy amin’ireo mpampahalala vaovao amin’ny fitaovan-tserasera indrindra ny haino aman-jery no nahatonga izany. Ny fanazavan’izy ireo amin’ny fepetra noraisin’ny fi- tondrana manoloana ny fihanak’io valan’aretina io sy ny fipetraky ny fitantanana ny toekarena eto amin’ny firenena. Miferin’aina ihany ny maro no tsi- karitra rehefa injay mandre olona avy any ivelany any, indrindra avy any amin’ireo firenena itrangan’ny valan’aretina amin’izao fotoana izao. Mandeha ra- hateo ny resaka ny ezaky ny fitondrana ho amin’ny fe-potoana hotratrarina amin’ny fanamboarana ny kianjaben’i Mahamasina momba ny olona sy ny fi- taovana ho hampiasaina. Ny tsikaritry ny maro, toa misy hatrany ny fileferan’ny tomponandraikitra, ka hahatafidiran’ny olona avy any ivelany any, na dia ambara ho efa nandraisana fepetra samihafa aza ho fisorohana. Ho an’ny mpandinika sy mpanara-baovao maro eto amin’ny firenena, dia marefo ny firenena, ary ho kely endaka raha sanatria tafiditra eto amintsika io valan’aretina io. Iaraha-mahita tsara ihany koa ny fomba fiainan’ny vahoaka, sy ny fotodrafitr’asa misy eto eo amin’ny fiatrehana izany raha sanatriavina misy. Tsy mitovy amin’ny fiatrehana ny valan’aretina pesta ity resaka indray mandeha ity, fa tena zava- doza. Ireo firenena matanjaka sy mandroso ary ma- nankarena toa an’i Italia, Frantsa Japon, Korea atsimo, sns… aza tsy mahafehy ny fihanahany, mainka fa isika tany mahantra ity. Izay indrindra no itakiana fepetra hentitra dia hentitra tokoa amin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny hatrany an-tam- pony. Efa tombony lehibe ho antsika ny maha Nosy antsika, hoy ny mpandinika iray, kanefa ny fahamai- loana sy ny fiarovantena tsy tokony hatao an-tan- drevaka velively. Ny ain’ny vahoaka aloha no voalohany sy zava-dehibe indrindra vao ny zavatra samihafa toy ny fiharian-karena mifamatotra amin’ny any ivelany, sy ny tetikasa kasaina ho tanterahina eto. Sôh’son Ny hetsiky ny vehivavy TIM ny alahady teo teny Ambohimanarina.

Politika Lah 1 026 T al t m rs 2 !!!. a˘˙˚˙a.c˙ˇ ColleCtif ......Fianarantsoa, sy tany Mo - ... endaka raha sanatria tafiditra eto amintsika io valan’aretina io. Iaraha-mahita

  • Upload
    others

  • View
    3

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

  • 2Lah 1026 Talata 10 marsa 2020Politikawww.gvalosoa.com

    Ny vehivavy TIM nandray anjara tamin’ny fankalazanany 8 martsa tany Toliara.

    Ny sasany sy ny solontenan’ireo vondron’ny kandidà filohampirenena tamin’ny taona 2018.

    Coronavirus

    Tsy mila tandrevaka ny

    fiarovana ny aim-bahoaka

    Ny Valosoa sy fakafaka

    TIM Boriboritany faha-6

    nanetsika sy namelo-maso ny mpikatroka vehivavy

    Nanetsika sy namelo-maso, na nanao redyna-misation ny vehivavyTiako i Madagasikara(TIM) amin’ny Boribori-tany faha-6, ireo tom-pon’andraikitry ny antokosy ny depiote voafidy taoamin’ity Boriboritany ity,Andriamampandry Todi-soa mivady sy ny Bi-raon'ny Vehivavy TIMnotarihan-dRamatoa Thé-rèse Rasoambolanoro syny filoha lefitra RamatoaVololona ary Mpanolont-saina eo anivon'ny vehi-vavy TIM, RamatoaMarthe ny faran’ny heri-nandro teo, tao anatin’nyfankalazana ny 8 martsa,andron’ny vehivavy eran-tany. Nanome voninahitraireo Andriambavilanitraihany koa ny Mpanolotsai-

    nan’ny tanànan’Antana-narivo, avy amin'ny an-toko TIM, notarihin'An-driamatoa Célestin Rat-simbazafy sady filoh lefi-try ny DISTIM. Fanka-lazana ny 08 martsa taoAmbatolampy AntehirokaAmbohimanarina io no-tanterahana io, izay naha-vory vehivavy marobenihoatra ny 900, nisolo-tena ireo 31 FokoTIM.Voalaza tamin’izany fa vo-nona ny vehivavy TIMAmbohimanarina hiadyamin'ny tsy fahamarinanaary manamafy hatrany nyfanambarana nataon'nyFiloha nasionalin’ny an-toko TIM, Marc Ravalo-manana tao Bel’Air arymiandry ny toromarika re-hetra. Eo amin'ny lafinysosialy dia manana te-

    tik'asa maromaro izy ireo,izay iarahana amin-dRa-matoa vadin'ny depioteTodisoa, hitsinjovana nyvehivavy mba tsy hipe-traka fotsiny manoloana

    ny fahantrana lalina mihà-tra eto amin’ny firenena,ho fitsinjovana indrindrany isan-tokantrano.

    Isambilo

    Fankalazana ny 8 martsa

    tsy nitsanga-menatra fa manana ny maha izy azy ny vehivavy tiM

    Hatrany atsimo ka ha-trany avaratra, hatrany atsinanana ka hatrany an-drefana, tsy nitsanga-me-natra ary manana nymaha-izy azy ny vehivavyavy amin’ny antoko Tiakoi Madagasikara (TIM), mi-joro fa tsy manaiky tsin-drian’ny hafa ny An-driambavilanitra avy amin’ity antoko najoron’ny fi-loha Marc Ravalomananaity. Voaporofo tamin’inyfankalazana ny 8 martsany alahady teo iny, fambola mijoro hatrany nyvehivavy Tiako i Madaga-sikara manerana ny Nosy,toy ny tany Toliara, tsy na-tahotra niatrika ny fiton-drana notarihan-dRajoe-

    lina mivady izy ireo ta-min’ny fanamarihana ofi-sialy tany amin’ny renivo-hitry ny faritra AtsimoAndrefana. Tsy nahasa-kana ny mpikatroka vehi-vavy TIM ny orambenandritra ny fanakalazanatany Toamasina, nijorokoa ny vehivavy TIM tanyFianarantsoa, sy tany Mo-rondava, sy ny tany amin’ny toeran-kafa ihanykoa… Na dia izao fiton-drana izao aza no nikara-kara ny andro mane-ran-tany hoan'ny Vehi-vavy, tsy ny TIM velivelyno handeha hanohitraan'izany na dia lazaina fampanakorontana sy resylava aza, fa naneho ny

    heriny koa ny vehivavyTIM. Izao no manamarinafa tsy resy ny TIM, fa noe-zahana noresena ta-min'ny fomba maro, nadia ezahina vonoina azany antoko Tiako i Mada-gasikara dia tsy maty vo-noina izany satria fantatryny maro fa nanana fa-haiza-manao ny TIM taoanatin’ny 7 taona mahery

    nitondrany. Voaporofo an-kehitriny, fa ireo vehivavyTIM dia mbola sahy mi-joro, fa tsy araka ny feoaely fa hoe efa tsy misyintsony, na mamely.Mbola vonona handrayfahefana hatrany ity an-toko ity ary efa vonona hoamin’izany.

    Isambilo

    ColleCtif des Candidats

    Ho rava tanteraka ny fototry ny fanapahan-kevitry

    ny HCCNanao fanambaràna niaraka ny « Collectif des can-didats », na ny vondron’ireo kandidà tamin’ny fifi-dianana filoham-pirenena ny taona 2018, nysabotsy 7 martsa 2020 teo, teny Faravohitra.

    Araka ny fanambaran’izy ireo : toa nilatsaham-ba-ratra ny vahoaka Malagasy ary indrindra izahaykandida raha nahare ny fanambaràna izay na-

    taon’Andriamatoa Thierry Rakotonarivo, filoha lefitry nyCENI tamin’io andro io satria tsy teto an-toerana ny fi-loha Hery Rakotomanana. Niantso ny mpanao gazetyizy, teny amin’ny foiben’ny CENI Alarobia Ambonilohatamin’ny faha 28 febroary 2020 ary nilaza fa nisy Dou-blons 1 162 512 tamin’ny isan’ny mpifidy 10 568 400,izay 5 000 000 teo ho eo no tena tonga nifidy. Koaakory ny hagaganay fa raha atao ny kajy dia 1 162 512mitaha amin’ny 5 millions dia vato 20% be izao no tsytomombana.Gaga izahay satria ny CENI izay tokony hiaro nyhasin’ny fifidianana, sy ny fanapahan-kevitra rehetramomba ny fifidianana indray, no nandrava sy nanapo-tika ny hasina sy ny fahamarinan’io fanapahan-kevitraio. Tsy ny tena zava-misy no noraisin’io andrim-panja-kàna io raha nandray fanapahan-kevitra izy.Niaraha-nahita ny savorovoro naterak’io fanambarànaio satria ny fototry ny fanjakàna mihitsy no voahozon-gozona ary rava tanteraka ny fifampitokisana amin’nyfifampitondràna eo amin’ny tany sy ny fanjakàna.Eto ary dia tsy ny valim-pifidianana na ny fanapahan-kevitry ny HCC intsony no resaka, fa lalina kokoa satriadia ny fototry ny fanapahan-kevitry ny HCC mihitsy norava tanteraka . Ary izany dia mitarika ny faharavan’nyhasina sy ny lanjan’ny fanapahan-kevitr’io andrim-pan-jakàna io. Tsy ny tena zava-misy no nianteheran’io an-drim-panjakàna io raha nandray fanapahan-kevitra izy.Mihoa-pampana loatra ny atambo nitranga, ka tsy nisylalàna azo hanamarinana azy intsony . Izany foto-ke-vitra izany dia eken’izao tontolo izao . Mazava ho azyfa izany lesoka izany dia manamora ny fisian’ny ho-

    soka tamin’ny fifidianana.Raha jerena ny zavatra niseho taty Afrika ohatra tanyMalawi sy Zimbabwe dia hita fa tany amin’ireo firenenaireo no tonga saina sy nentanin’ny feon’ny fieritreretanyhikatsaka ny fahamendrehana ny mpitsara tao amin’nyfitsaràna tampony, ka tsy nifantoka hafa tsy tamin’nyandraikitra mba hiantohana ny fahamarinana.Voafitaka tanteraka ianareo vondrona iraisam-pire-nena, kanefa dia ianareo no namatsy vola ny ampa-hany betsaka tamin’ny fanatanterahana ny fifidianana,mba hiantohana ny fangaraharahana sy ny tsy fitongi-lanana, mba haneken’ny rehetra ny voka-pifidiananasatria manaja ny hasin’ny tena safidim-bahoaka marinahisian’ny fandriam-pahalemana.Vokatr’izany , ianareo mpitondra dia manana andraiki-tra hametraka ny fahefanareo amin’ny « legitimité » tsyazo lavina . Fa raha miziriziry amin’izao fisavorovo-roana misy izao ianareo dia hiteraka krizy vaovao etoamin’ny firenena izany.

    Nangonin’Isambilo

    Na dia manome toky aza ny fitondrana, sy miezaka

    manazava ny saim-bahoaka hatrany ny minisitry ny

    fahasalamam-bahoaka sy ny ekipany hampitony ny

    vahoaka, dia tsy mahasakana ny resaka mandeha

    eny amin’ny fiainana andavanandron’ny saramba-

    bem-bahoaka ihany ny amin’ity valan’aretina coro-

    navirus covid-19 ity. Miainga avy amin’ireo

    mpampahalala vaovao amin’ny fitaovan-tserasera

    indrindra ny haino aman-jery no nahatonga izany.

    Ny fanazavan’izy ireo amin’ny fepetra noraisin’ny fi-

    tondrana manoloana ny fihanak’io valan’aretina io

    sy ny fipetraky ny fitantanana ny toekarena eto

    amin’ny firenena. Miferin’aina ihany ny maro no tsi-

    karitra rehefa injay mandre olona avy any ivelany

    any, indrindra avy any amin’ireo firenena itrangan’ny

    valan’aretina amin’izao fotoana izao. Mandeha ra-

    hateo ny resaka ny ezaky ny fitondrana ho amin’ny

    fe-potoana hotratrarina amin’ny fanamboarana ny

    kianjaben’i Mahamasina momba ny olona sy ny fi-

    taovana ho hampiasaina. Ny tsikaritry ny maro, toa

    misy hatrany ny fileferan’ny tomponandraikitra, ka

    hahatafidiran’ny olona avy any ivelany any, na dia

    ambara ho efa nandraisana fepetra samihafa aza

    ho fisorohana.

    Ho an’ny mpandinika sy mpanara-baovao maro eto

    amin’ny firenena, dia marefo ny firenena, ary ho kely

    endaka raha sanatria tafiditra eto amintsika io

    valan’aretina io. Iaraha-mahita tsara ihany koa ny

    fomba fiainan’ny vahoaka, sy ny fotodrafitr’asa misy

    eto eo amin’ny fiatrehana izany raha sanatriavina

    misy. Tsy mitovy amin’ny fiatrehana ny valan’aretina

    pesta ity resaka indray mandeha ity, fa tena zava-

    doza. Ireo firenena matanjaka sy mandroso ary ma-

    nankarena toa an’i Italia, Frantsa Japon, Korea

    atsimo, sns… aza tsy mahafehy ny fihanahany,

    mainka fa isika tany mahantra ity. Izay indrindra no

    itakiana fepetra hentitra dia hentitra tokoa amin’ny

    tomponandraikitra isan-tsokajiny hatrany an-tam-

    pony. Efa tombony lehibe ho antsika ny maha Nosy

    antsika, hoy ny mpandinika iray, kanefa ny fahamai-

    loana sy ny fiarovantena tsy tokony hatao an-tan-

    drevaka velively. Ny ain’ny vahoaka aloha no

    voalohany sy zava-dehibe indrindra vao ny zavatra

    samihafa toy ny fiharian-karena mifamatotra amin’ny

    any ivelany, sy ny tetikasa kasaina ho tanterahina

    eto.

    Sôh’son

    Ny hetsiky ny vehivavy TIM ny alahady teo teny Ambohimanarina.