23
KARINEM-PAHASALAMAN’NY ZAZA REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana - Fandrosoana MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA Z o n n y Z A Z A n y h o S A L A M A ANARANA : Daty nahaterahana : Toerana: Laharan’ny Kopian’ny zaza : Lahy Vavy Ray: Reny : Fonenana : Distrika : Faritra : Z A Z A i r a y K a r i n e i r a y Nohavaozina taona 2013 HERINANDRON’NY FAHASALAMAN’NY RENY SY NY ZAZA z Ento ny zaza latsaky ny 5 taona homena Vitamina A, Odikankana ary hatao Vaksiny z Pilifera sy Fitiliana ra ho anao Vehivavy bevohoka z Vaksiny ho an’ny Vehivavy 15 ka hatramin’ny 49 taona

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

KARINEM-PAHASALAMAN’NY ZAZA

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARAFitiavana - Tanindrazana - Fandrosoana

MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA

Zon’

nyZAZA

nyho

SA

LAMA

ANARANA :

Daty nahaterahana : Toerana:

Laharan’ny Kopian’ny zaza : Lahy Vavy

Ray:

Reny :

Fonenana :Distrika :Faritra :

ZAZA iray

Karine iray

Noh

avao

zina

taon

a 2

013

HERINANDRON’NY FAHASALAMAN’NYRENY SY NY ZAZA

Ento ny zaza latsaky ny 5 taona homena Vitamina A,Odikankana ary hatao VaksinyPilifera sy Fitiliana ra ho anao Vehivavy bevohokaVaksiny ho an’ny Vehivavy 15 ka hatramin’ny 49 taona

Page 2: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

1

FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY

Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra ato, satriaresy lahatra izahay fa raha tontosanay izany dia hovalisoa lehibe indrindra ho anay ny hanana zanaka salama lalandava.

Sonian’ ny Ray Sonian’ ny Reny Sonian’ ny Mpiantoka

HAFATRA AVY AMIN-DRAMATOAMINISITRY NY FAHASALAMAM-BAHOAKA

Ry ray aman-dreny,

Ity karine ity dia natokana ho an’ny zanakao manomboka amin’ny fahaterahany sy mandritra nyfahazazany.

Natao izy ity mba :

1- hanarahana maso ny fahasalamany

2- hanomezana ireo torohevitra ara-pahasalamanamifanaraka amin’ny fotoana ilàna izany.

3- hampiasaina isaky ny manatona Tobim-pahasalamana

Tehirizo tsara àry ity Karinen-janakao ity mbatsy haloto, tsy ho simba ary tsy ho very.

Page 3: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

FANAMBARANA ZAZA TERAKA(Tokony hoentina mialohan’ny faha-12 andro aorian’ny

fahaterahana)

Anaran’ny zaza : ................................................................. Lahy Vavy Fanampin’anarana : .........................................................................................................................................................Daty nahaterahana : .......................................................... Toerana : ............................................................................Distrika : .............................................................................Faritra : .........................................................Tany amin’ny Tobim-pahasalamana Tany an-trano

Marihiko etoana fa voarakitra ara-dalàna ao amin’ny fanamariham-pahaterahana (acte) laharana .............................., androany ............................., teto .................................................................. ity zaza ity.

Sonia sy fitomboka (Kaominina)

2 3

RENY RAY

Anarana

Fanampin’anarana

Fiantsoana mahazatra

Daty sy toerana nahaterahana

Asa

Fari-pahaizana

MOMBA NY RENY SY NY RAY

Sonia sy fitomboka (Lehiben’ny fokontany) :

Page 4: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

54

Momba ny ZAZA VAO TERAKA(Fenoin’ny Mpampiteraka)

Toerana : __________________________________________Daty : ___________________ Ora : ____________________Fiterahana tsotra : sarotra : tsy tonga volana : Nalefa amin’ny toerana arifomba (référence) : ______________

Lahy Vavy Tonga dia nitomanyNovelombelomina Torana

Lanja : ________________________ Halavana : ____________________ Refin’ny loha : __________________ Refin’ny tratra : ________________Fanamarihana manokana : ____________________________________________________________________________________________________

B.C.G

Vitamina K1Fanafody maso

Fikarakarana ny foitra

Atao manolo-koditraavy hatrany amin’nyreniny ny zaza

Fampinonoana avy hatrany

Polio 0

1. Fiterahana

2. Toetry ny Zaza vao teraka

3. Hetsika tsy maintsy atao

4. Tolotra azo

Ahoana no fampiasana ity karine ityrehefa mampita hafatra ?

Isaky ny misy hafatra nampitaina, asiana tsipikailay faritra boribory

11 -

Ampiana ny tsipika rehefanohamafisina ny hafatra teo aloha.

22 -

Fenoina ny faritra boriboryrehefa nampihatra ilayhafatra ny ray aman-dreny.

33 -

HAFATRA

HAFATRA

HAFATRA

Page 5: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

76

Fivoarana ara-batan’ny zaza

Manatòna ny Tobim-pahasalamana raha misy mampiahiahy

1 volana 1/2 ka hatramin’ny

3 volana

Manandrana miarin-doha tsikelikely ny zaza

3 volana ka hatramin’ny

6 volana

Miarin-doha tanterakany zaza sady manara-maso nymanodidina azy

4 volana ka hatramin’ny

9 volana

Mipetraka irery ny zazaary afaka mandroso tsikelikely amin’ny alalan’ny tanany

5 volana 1/2 ka hatramin’ny

13 volana 1/2Mandady ny zaza

6 volana ka hatramin’ny 14 volana

Mitsangan-drery arymandeha manara-drin-drina na mamikitraamin-javatra ny zaza

9 volana ka hatramin’ny 18 volana

Matoky mandeha irerytsy mitazona ny zaza

6

FANTARO NY FAMBARA LOZAAMIN’NY ZAZA MENAVAVA

Tsy afaka minono

Haingana be ny fisefoanyary milempona ny tratrany

Zara raha mihetsika Mahamay be namamanala be nyvatany

Mivoaramena sy mandranoka ny

foitrany

Mivonto sy misy nanana taimaso mavo nymasony

Raha vao miseho ny IRAYamin’ireo fambara ireo, ENTOHAINGANA any amin’ny Tobim-pahasalamana ny zaza

Mifanintona

Tazo vony

Aza adino ny mandanja zaza ara-potoana.

Ry ray aman-dreny, tandrovy mandrakariva ny fahadiovan’ny zaza, indrindra ny foitrany, hisorohana ny aretina

Page 6: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

98

NY FANARIANA NY TAY

Ry ray aman-dreny, ario na ataovy tsara ao anatin’ny lavaky ny kabone ny tay.

NY RANO FISOTRO MADIO

Mampiasà Sûr’Eau,raha misy

Ry Reny, ampangotrahyny rano hosotroina

Sarony ny rano fisotro hiarovana azy amin’ny vovoka sy ny loto ary ny lalitra

Misotroa ranoazo antoka amin’ny fitaovana madio

NY FANASANA TANANA

Ry ray aman-dreny, sasao amin’ny rano madio sy savony na lavenona nytanana :

rehefa avymamitra zaza

rehefa avy manary tay

rehefa avy mangeryna mamany

alohan’ny hikarakara sakafo

alohan’ny hamahana zaza

aloha sy avy misakafo

aloha sy avy nikarakara

zaza

alohan’nyhampinono

rehefa avymangery

Page 7: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

1110

Papay Voasary

Karaoty

Manga

Ravimbomanga

VITAMINA A 6 VOLANA 1 TAONA 1 TAONA 1/2 2 TAONA 2 TAONA 1/2

DATY

100.000 UI

DATY

200.000 UI

DATY

200.000 UI

DATY

200.000 UI

DATY

200.000 UI

3 TAONA 3 TAONA 1/2 4 TAONA 4 TAONA 1/2 5 TAONA

DATY

200.000 UI

DATY

200.000 UI

DATY

200.000 UI

DATY

200.000 UI

DATY

200.000 UI

ODY KANKANATAONA 1 TAONA 1 TAONA 1/2 2 TAONA 2 TAONA 1/2FATRADATY

TAONA 3 TAONA 3 TAONA 1/2 4 TAONA 4 TAONA 1/2 5 TAONA

FATRADATY

Ry ray aman-dreny !Vitao alohan’ny faherintaonan’ny zazany andiam-baksiny dimyhahazoany fiarovana sy fahasalamana ary itydiplaoma ity.

Betsaka vitamina A miaro ny zaza amin’ny aretina ny voankazo sylegioma miloko mavo mena ary ireo anana miloko maitso matroka.

VAKSINYVAO

TERAKAHerinandro

faha-6Herinandro

faha-10Herinandro

faha-14SIVY

VOLANADATY DATY IVERENANA DATY IVERENANA DATY IVERENANA DATY IVERENANA

BCG DATY DTC HepB Hib1 DATY DTC HepB Hib2 DATY DTC HepB Hib3 DATY Rougeole DATY

Polio 0 DATY Polio 1 DATY Polio 2 DATY Polio 3 DATY

PCV10-1 DATY PCV10-2 DATY PCV10-3 DATY

Rotavirus1 DATY Rotavirus2 DATY

1 2 3 4 5

VAKSINY HAFAAnaran’ny

vaksinyDATY DATY IVERENANA DATY IVERENANA DATY IVERENANA

Page 8: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

13

Ry mpivady ! Tadidio fa ny fampinonoana tsy misy fangaronyhatramin’ny faha-6 volana dia miaro amin’ny vohoka mifanakaiky loatra.

Matoria anaty laymisy odimoka maharitra

hatramin’ny faha-6 volana

Ry reny, ampinonoymatetika ny zanakao,na andro na alinafara fahakeliny impoloisan’andro

Ry reny, avelao ho ritra tsarany nono iray vao mifindra amin’ny ilany, ho ampy ny filàn’ny zanakao ara-tsakafo, .

12

Vao teraka ka .

Ry Reny mampinono, mihinàna sakafo mihoatranoho ny mahazatra anaoisan'andro, hampatanjakaanao.

Ry Reny, ampinonoy avy hatrany ny zanakao raha vao teraka ho fiarovana azyamin’ireo aretina mpahazo ny zaza.

Ry Reny ! Nono fotsinyno omeo ny zanakaomandritra ny 6 volanavoalohany.

Vaksiny voalohany ho an’ny zaza ny

ranombatsy

Manamafy ny fifandraisana am-po

eo amin’ny reny sy nyzaza ny fampinonoana

avy hatrany.

Page 9: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

1514

33

ka hatramin’ny 11 volana

Ampio ny iray na vitsivitsy amin’ireto hanina azo potsirinaireto araka ny safidinao

6 volana .

Tohizo ny fampinonoana matetika ny zaza, isaky ny mitady,na andro na alina, impolo fara fahakeliny.

Ampiasao amin’ny sakafo isan’andro ny sira misy ioda.

Omeo sakafo masaka in-3 ka hatramin’ny in-9n’ nysotro fihinanana feno tsaraintelo isan’andro amin’iretony zaza :• sosoa marihitra na vary

maina• mangahazo na ovy

voapotsika• koban-katsaka

marihitraAry ampitomboy tsikelikelyarakaraka ny taonany sy ny fahazotoany homana

Omeo ody ambavafo «goûter»indroa isan’andro toy ny voankazo, ny ronono...

Atombohy omena sakafo hafa intelo isan’andro izy.

Page 10: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

1716 13

ho mihoatraHatsarao amin’ny iray na vitsivitsy amin’ireto hanina ireto araka izay azoatao ny vary na mangahazo na ovy na katsaka omena ny zaza isaky nymihinana hahafeno ny filàny ara-tsakafo

ary ovaovao matetika araka izay azo atao sy araka nyfatra sahaza, indrindra ny voankazo sy ny legiomamiloko mavo mena

12 volana no..

Tohizo ny fanomezana azy ody ambavafo«goûter» indroa isan’andro

Tohizo hatramin’ny 2 taonafara fahakelinyny fampinonoana !

Omeo ny sakafon’ny mpianakavy ny zanakaofara fahakeliny im-polon’ny sotro fenotsara, intelo isan’andro

Ry Reny, loary anaty loviamitokana ny sakafon’ny zazaary fahano izy hahafahanamanara-maso ny fatran-tsa-kafo laniny.

Page 11: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

Rehefa sitrana ny zaza, tohizo hatrany ny fampinonoana aryomeo sakafo fanampiny mandritra ny roa herinandro hampody aina azy malaky.

1918

Raha marary ny zanakao:1- raha misy ra ny tainy

2- raha tsy afakaminono na misotro rano izy

Ento haingana any amin’ny Tobim-pahasalamana izy :

ary ANKOATRA IZANY raha miva lana ny zanakao:

Tohizo ary ampitomboy nyfampinonoana ny zaza

Raha latsaky ny 6 volana ny zaza, tohizo ary ampitomboyny fampinonoana.

Raha mihoatra ny 6 volana kosa, ampisotroy rano matetika , araka izay laniny, toy ny :

ranom-baryranon-dasopy legiomaranovola/ranon’ampangoranom-boaniorano fisotro madio.

mandra-piaton'ny aretim-pivalanana hahafahanamisoroka ny fahaverezan-drano!

Alaviro ny zaza ny setro-tsigara hisorohana nyaretin’ny taovam-pisefoana.

Tohizo aryampitomboy arakaizay azo atao ny

fanomezana ny sakafo. Omeo tsikelikely azy ny fatrany

Ento haingana eny amin'ny mpanentana ara-pahasalamanavoaofana na any amin'ny Tobim-pahasalamana.

Page 12: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

2120

FILLES (Zazavavy) De la naissance à < 6 mois

Ce d

iagra

mme

du p

oids

-pou

r-l’â

ge in

dique

lepo

ids co

rpor

elra

ppor

té à

l’âge

par c

ompa

raiso

la mé

diane

(co

urbe

0).

Un e

nfant

dont

le po

ids-p

our-

l’âge

est

au-

dess

ous d

e la

cour

be -2

a u

npo

ids i

nsuf

fi-sa

nt.

Au d

esso

us d

e-3

, son

poi

dses

tgr

avem

ent

insu

ffisa

nt.Il

est p

ossib

lequ

e l’o

n ob

serve

des

signe

s cli

niqu

es d

em

aras

me

ou d

e kw

ashi

orko

r.

Ce d

iagra

mme

du p

oids

-pou

r-la

taille

couc

héind

ique

le po

idsco

rpor

el ra

ppor

téà

la tai

lle co

uché

par c

ompa

raiso

la mé

diane

(cour

be 0

).Un

enfa

nt do

ntle

poids

-pou

r-la

taille

couc

hées

t au-

dess

usde

la co

urbe

3es

t obè

se.

Au d

essu

s de

2, il e

st en

sur-

poid

s.Au

des

sus d

e1,

il cou

rt un

risqu

e de

surp

oids

.Au

des

sous

de

la co

urbe

-2, il

est é

mac

ié.Au

des

sous

de

-3, il

est

grav

e-m

ent

émac

ié.Tr

ansf

érer

enur

genc

e pou

rde

s soi

nssp

écial

isés.

Page 13: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

2322

FILLES (Zazavavy) De 6 mois à < 2 ans

FILLES (Zazavavy) De 6 mois à < 2 ans

Ce d

iagra

mme

du p

oids

-pou

r-l’â

ge in

dique

lepo

ids co

rpor

elra

ppor

té à

l’âge

par c

ompa

raiso

la mé

diane

(cour

be 0

).

Un e

nfant

dont

le po

ids-p

our-

l’âge

est

au-

dess

ous d

e la

cour

be -2

a

un p

oids

insu

ffisa

nt.

Au d

esso

us d

e-3

, son

poi

dses

tgra

vem

ent

insu

ffisa

nt.

Il est

poss

ible

que

l’on

obse

rve d

essig

nes

clini

ques

de

mar

asm

e ou

de

kwas

hior

kor.

Ce d

iagra

mme

du p

oids

-pou

r-la

taille

couc

héind

ique

le po

idsco

rpor

el ra

ppor

téà

la tai

lle co

uché

par c

ompa

raiso

la mé

diane

(co

urbe

0).

Un e

nfant

dont

le po

ids-p

our-

la tai

lle co

uché

est a

u-de

ssus

de la

cour

be 3

est o

bèse

.Au

des

sus d

e2,

il est

en

surp

oids

.Au

des

sus d

e1,

il cou

rt un

risqu

e de

surp

oids

.Au

des

sous

de

la co

urbe

-2, il

est é

mac

ié.Au

des

sous

de

la co

urbe

-3, il

est g

rave

men

t ém

acié.

Tran

sfér

er en

urge

nce p

our

des s

oins

spéc

ialisé

s.

Page 14: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

2524

FILLES (Zazavavy) De 2 à < 5 ans FILLES (Zazavavy) De 2 à < 5 ans

Ce d

iagra

mme

du p

oids

-pou

r-l’â

ge in

dique

lepo

ids co

rpor

elra

ppor

té à

l’âge

par c

ompa

raiso

la mé

diane

(cour

be 0

).

Un e

nfant

dont

le po

ids-p

our-

l’âge

est

au-

dess

ous d

e la

cour

be -2

a

un p

oids

insu

ffisa

nt.

Au d

esso

us d

e-3

, son

poi

dses

tgra

vem

ent

insu

ffisa

nt.

Il est

poss

ible

que

l’on

obse

rve d

essig

nes

clini

ques

de

mar

asm

e ou

de

kwas

hior

kor.

Ce d

iagra

mme

dupo

ids-

pour

-lata

ille d

ebou

tind

ique

le po

idsco

rpor

el ra

ppor

téà

la tai

lle co

uché

par c

ompa

raiso

la mé

diane

(co

urbe

0).

Un e

nfant

dont

le po

ids-p

our-l

atai

lle co

uché

est

au-d

essu

s de

laco

urbe

3 e

stob

èse.

Au d

essu

s de

2,il e

st en

sur-

poid

s.Au

des

sus d

e 1,

il cou

rt un

risqu

e de

surp

oids

.Au

des

sous

de

la co

urbe

-2, il

est é

mac

ié.Au

des

sous

de

-3, il

est

grav

emen

t ém

acié.

Tran

sfér

er en

urge

nce p

our

des s

oins

sp

écial

isés.

Page 15: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

2726

GARÇONS (Zazalahy) De la naissance à < 6 mois

GARÇONS (Zazalahy) De la naissance à < 6 moisCe

diag

ramm

e du

poid

s-po

ur-l’

âge

indiqu

e le

poids

corp

orel

rapp

orté

à l’â

ge p

ar

comp

arais

on à

lamé

diane

(co

urbe

0).

Un e

nfant

dont

le po

ids-p

our-

l’âge

est

au-

dess

ous d

e la

cour

be -2

a u

npo

ids

insu

ffisa

nt.

Au d

esso

us d

e-3

, son

poi

dses

t gra

vem

ent

insu

ffisa

nt.il

est p

ossib

lequ

e l’o

n ob

serve

des

signe

s cli

niqu

es d

em

aras

me

ou d

e kw

ashi

orko

r.

Ce d

iagra

mme

dupo

ids-

pour

-lata

ille co

uché

indiqu

e le

poids

corp

orel

rapp

orté

à la

taille

couc

hépa

r com

para

ison

à la

média

ne

(cour

be 0

).Un

enfa

nt do

ntle

poids

-pou

r-la

taille

couc

hées

t au-

dess

usde

la co

urbe

3es

t obè

se.

Au d

essu

s de

2,il e

st en

sur-

poid

s.Au

des

sus d

e 1,

il cou

rt un

risqu

e de

surp

oids

.Au

des

sous

de

la co

urbe

-2, il

est é

mac

ié.Au

des

sous

de

la co

urbe

-3, il

est g

rave

men

t ém

acié.

Tran

sfér

er en

urge

nce p

our

des s

oins

sp

écial

isés.

Page 16: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

2928

GARÇONS (Zazalahy)De 6 mois à < 2ansGARÇONS (Zazalahy) De 6 mois à < 2ans

Ce d

iagra

mme

dupo

ids-

pour

-lata

ille co

uché

indiqu

e le

poids

corp

orel

rapp

orté

à la

taille

couc

hépa

r com

para

ison

àla

média

ne

(cour

be 0

).Un

enfa

nt do

ntle

poids

-pou

r-la

taille

couc

hé e

stau

-des

sus d

e la

cour

be 3

est

obès

e.Au

des

sus d

e 2,

il est

en

surp

oids

.Au

des

sus d

e 1,

il cou

rt un

risqu

e de

surp

oids

.Au

des

sous

de

la co

urbe

-2, il

est é

mac

ié.Au

des

sous

de

la co

urbe

-3, il

est g

rave

men

t ém

acié.

Tran

sfér

er en

urge

nce p

our

des s

oins

sp

écial

isés.

Ce d

iagra

mme

dupo

ids-

pour

-l’âg

eind

ique

le po

ids

corp

orel

rapp

orté

à l’â

ge p

ar

comp

arais

on à

lamé

diane

(co

urbe

0).

Un e

nfant

dont

le po

ids-p

our-

l’âge

est

au-

dess

ous d

e la

cour

be -2

a u

npo

ids

insu

ffisa

nt.

Au d

esso

us d

e -

3, so

n po

ids e

stgr

avem

ent

insu

ffisa

nt.Il

est p

ossib

le qu

el’o

n ob

serve

des s

igne

s cli

niqu

es d

em

aras

me o

u de

kwas

hior

kor.

Page 17: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

3130

GARÇONS (Zazalahy) De 2 à < 5 ansGARÇONS (Zazalahy) De 2 à < 5 ans

Ce d

iagra

mme

du p

oids

-pou

r-l’â

ge in

dique

lepo

ids

corp

orel

rapp

orté

à l’â

ge p

ar

comp

arais

on à

lamé

diane

(co

urbe

0).

Un e

nfant

dont

le po

ids-p

our-

l’âge

est

au-

dess

ous d

e la

cour

be -2

a u

npo

ids

insu

ffisa

nt.

Au d

esso

us d

e -

3, so

n po

ids

estg

rave

men

t in

suffi

sant

.Iles

t pos

sible

que

l’on

obse

r-ve

des

sign

escli

niqu

es d

em

aras

me

ou d

e kw

ashi

orko

r.

Ce d

iagra

mme

dupo

ids-

pour

-lata

ille d

ebou

tind

ique

le po

idsco

rpor

el ra

ppor

téà

la tai

lle d

ebou

tpa

r com

para

ison

à la

média

ne

(cour

be 0

).Un

enfa

nt do

ntle

poids

-pou

r-la

taille

est

au-

dess

us d

e la

cour

be 3

est

obès

e.Au

des

sus d

e 2,

il est

en

surp

oids

.Au

des

sus d

e 1,

il cou

rt un

risqu

e de

surp

oids

.Au

des

sous

de

la co

urbe

-2, il

est é

mac

ié.Au

des

sous

de

-3,

il est

grav

e-m

ent é

mac

ié.Tr

ansf

érer

enur

genc

e pou

rde

s soi

ns

spéc

ialisé

s.

Page 18: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

3332

Daty Taona(volana) Refin-tsandry (mm) Lanja (Kg)

Marika Ny tokony hatao

Refin-tsandry > 125 mmHamafiso ny torohevitra ara-tsakafo

ary tohizo ny fampinonoana sy ny fanaraha-maso

Refin-tsandry < 125 mm Alefaso any amin’ny Tobim-pahasalamana

Toromarika manokana ho an’ny Mpanentana ara-pahasalamana

Fandrefesan-tsandry sy fandanjana

Page 19: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

3534

IV - Fanaraha-masoMihatsara

Tohizony fanafody

Tohizo ny hetsika ara-pahasalamana rehetra

Ento any amin’ny Tobim-pahasalamanalehibe

Ovay ny fanafody

Hetsika atao

Tsy misy fiovanana mihombo

Olana vaovao

Rehefa sitrana ny zaza,omeo sakafo fanampiny izymandritra ny roa herinandro.

Fizahana sy fitsaboana mandritra ny aretina

Taona.............. Lanja......... Maripàna ............

I - Antony ahatongavana

• Sokajin’aretina

II - Fanafody Fatrany

Ny Mpitsabo

Fantaro ireo fambara lozaao amin’ny takila 46

• Natao androany :• Vit A ................................• Ody kankana ..................• Vaksiny ............................

Daty.................

• Miverina afaka _____ andro

Tohizo ny fampinonoana

III - Toromarika

Araho ara-dalànany fanafody omen’ny dokotera

* Fitsaboana efa natao

Tohizo nysakafo aryomeo tsikelikely

Page 20: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

5555

.........................................................................................................

........................................................................................................

5454

TOROMARIKY NY MPITSABORAHA MIDITRA HOPITALY

Page 21: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

5756

ny zaza, raha mihombo ny aretina toy ny :

Zaza menavava (latsaky ny 2 volana)

jereo ny fambaraloza manokana aoamin’ny pejy 5

mifanintona

Ento miverina avy hatrany eny amin’ny Tobim-pahasalamana a

tsy maharaytena na tsymahatsiarotena

mihamafanahoditra izy

tsy afakaminono namisotro rano.

misy ra ny tainy

misefosefona sahirana rehefa miaina

Page 22: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

5958

FANAMARIHANA MANOKANA

.........................................................................................................

.........................................................................................................

.........................................................................................................

.........................................................................................................

.........................................................................................................

.............................................................................................

...................................................................................................

.......................................................................................................

Page 23: REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Fitiavana - Tanindrazana ... · 1 FANEKENA ATAON’NY RAY AMAN-DRENY Izahay, mpiandraikitra ity zaza ity dia vonona hanatanteraka ny hafatra rehetra voarakitra

60

Ny fanavaozana ity karine ity dia notontosaina niaraka tamin’iretompiaramiombonantoka ireto :