1
7 Lah 1010 Toe-karena HETRAPHONE Hampitomboana ny tahan’ny fampidiran-ketra amin’ny alalan’ny finday www.gvalosoa.com Sabotsy 1 febroary 2020 Fitaterana an’habakabaka Feno sy zina ny taona 2019 ho an’ny Ravinala Airports HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange : 032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 PHARMACIES DE GARDE 25/01/20 hatramin’ny 02/02/2020 - NOUVELLE (Rue Inira Gandhi Tsaralalana) 020 22 370 03 - SOANDRY (Behoririka près Luxor) 020 22 228 37 - HANITRA (Ankorahotra) 020 22 312 81 - AMBODIVONA (Ambo- divona) 034 07 228 98 - MAMY (67Ha Nord Est) 020 22 318 21 Mpiandry raharaha Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY MATEX Imprimerie Fametrahana 1010-02-2020 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony Ny tanin-janakazon’ny miaramila any Moramanga. H o fampitomboana ny tahan’ny fampi- diran-ketra eto amintsika, ampiasaina ankehitriny ny antsoina hoe Hetraphone, fampidi- ran-ketra amin’ny ala- lan’ny finday. Azo atao ny mandoa hetra amin’ny alalan’ny finday, amin’ny alalan’ny MVola, na Oran- ge Money, na Airtel Mo- ney. Izany hoe tsy mila mandeha mamonjy ireny sampan-draharaha misa- hana ny hetra ireny int- sony ny rehetra, fa amin’ ny alalan’ny finday fotsiny dia efa vita izany. Mbola ny eto Antananarivo Reni- vohitra sy ny manodidina ihany anefa aloha no mi- sitraka io fomba fandoa- vam-bola io, fa mbola miandry ny any amin'ny faritra hafa. Tsy misy sa- rany, fa maimaimpoana ny fandoavan-ketra amin' Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 308 Mitsivalana - Gara - Ela - Mahery (Miv) - Tanimbary - Aby- Bory - Aina (Miv) - Anatra - Anio (Miv) - Ha Mitsangana - Gitara - Bara (Miv) - No - Reninay - Ahy - TN - Ambara - Embona - Ary - Aoriana V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 0 0 7 7 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Kijeja - Vovoka (BL) 2. Vahoaka - Fisotro (Miv) 3. Lapan’ny Mpanjaka - Sahala 4. Firinga (Miv) - Tsy manaiky (Miv) 5. Faran-teny - Aza tsaroana 6. Mandoro - Solfa 7. Bibilava (Miv) - Dadanay 8. Bika aman’endrika (Miv) - Aleha (Miv) 9. Kanto - Ao amin’ny Baiboly - Mpanoritra 10. Tsy marina (Miv) - Asa Mitsangana A. Biby manan’elatra - Reraka B. Tandindona - Trondro (Miv) D. Fananana izay dimbiasina - Nitsipaka (Miv) E. Diovina (Miv) F. Naoty - Arehitra G. Diky - Eo amin’ny vatana (Miv) H. Mpanondro manolotra I. Hasaina J. Isa omena - Hery sy tanjaka K. Lavitra tsy hita maso - Tapaho Mitsivalana 1. Fianaranao 2.Ilo - La 3. Soloanareo 4. Tafa (Miv) - Ony 5. (G)ony - Manja 6. As - Foara 7. Lay - Eso 8. Ankafi- zinao 9. Naot(y) - Ny - Iv 10. Avia (Miv) - Antsy Mitsangana A Fisa - Alàna B. Ilofosanay D. Nlaloa (Miv) - Voky (Miv) E. Fito (Miv) - (S)ata F. Ala- Feo (Miv) G. Ranomasina H. Ni- zorana (Miv) I. Nirina J. Siny (Miv) K. Fanoto (Miv) - Avy Valiny Teny mifanaraka 0307 Mpanondro Mamafa Androany Mandeha any ivelany Midaboka Ao an-damosi- nay Foto-tsakafo (Miv) Atao sahala (Miv) Mpanakanto fahiny (Miv) Fitaovana fakana rano Tsy tsaroany (Miv) Endrika (Miv) Vorona Repoblika Seho Tsofoka Dada Hery sy tanjaka Tampisaka TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 308 Azo lazaina ho feno sy zina ny taona 2019 hoy ny tom- pon’andraikitra ao amin’ny Ravinala Airports. Tafakatra ho 1 tapitrisa ny mpandeha voaisa ho an’ny seranam- piaramanidin’Ivato Antananarivo, raha 216000 kosa izany ho an’ny seranam-piaramanidina iraisam-pire- nen’i Nosy-Be. Ny taon-dasa iny koa dia nahazo ny amboara Routes Africa Awards 2019 ny orinasa Ravi- nala Airports, amboara izay azony noho ny haavo len- tan’ny haivarotra na marketing sy ny ezaka nataony hampivoarana ny seranam-piaramanidina. Ireo kaom- paniam-pitaterana an’habakabaka ihany no nanao ny fitsarana, ka ny hatsaran’ny fomba fiasa no notsaraina tamin’izany. Tao anatin’ny sokajin-tseranam-piara- manidina mahazaka mpandeha latsaky ny 4 tapitrisa no nahazoan’ny seranam-piaramanidin’Ivato Antana- narivo ity amboara ity, nanoloana ny seranam-piara- manidin’i Soudan, Ouganda, Angola sy Cap Vert. Ankoatra izany, hisokatra tsy ho ela amin’ity taona 2020 ity ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena vaovao, mety mbola hampiakatra ny isan’ny mpan- deha izany, sy ny taham-pivoaran’ny sidina, izay 7% ny taona lasa teo. Aly Tafiditra ao anatin’ny la- haram-pahamehan’ny Ta- fika Malagasy ny hame- rina an’i Madagasikara ho Nosy maitso. Izany indrin- dra no antom-pisian’ny toeram-pambolena zana- kazo ao amin’ny Orinasa miaramila any Mora- manga, faritra Alaotra Mangoro. Niorina tamin’ ny volana aogositra 2019 tao Sahafitahana ity toe- ram-pambolena zana- kazo ity, izay mamboly sy mikolokolo zanakazo ma- ro ho volena mandritra ny fotoam-pambolenkazo. Ankoatra ny zanakazo tsotra dia mikarakara za- nakazo sarobidy koa ity toerana ity. Ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena no vy nahitana sy angady nana- nana nahavitana izao foto-drafitrasa izao ary efa nampiasaina ireo zana- kazo ireo, nandritra ny fa- nokafana ny fambolen- kazo tamin’ity taona ity, ny volana janoary lasa teo. Stefa Fiarovana ny tontolo iainana Manana tanin-janakazo ny miaramila any Moramanga ny alalan'ny finday. Mana- mora tokoa ny fampidiran- ketra ny toy izao, iara- ha-mahalala fa manahi- rana sy mananosarotra ny olona ihany ny fande- hanana handoa ny hetra amin’ny ivon-ketra izay, ka heverina fa hampaka- tra betsaka tokoa ny taham-pampidiran-ketra ity Hetraphone ity. Aly

T e-ka e a Sabotsy 1 febroary 2020 7 M˛ a˙ ˚ HETRAPHONE ˚a ...T e-ka e a Lah 1010 7 HETRAPHONE Hampitomboana ny tahan’ny fampidiran-ketra amin’ny alalan’ny finday Sabotsy

  • Upload
    others

  • View
    3

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: T e-ka e a Sabotsy 1 febroary 2020 7 M˛ a˙ ˚ HETRAPHONE ˚a ...T e-ka e a Lah 1010 7 HETRAPHONE Hampitomboana ny tahan’ny fampidiran-ketra amin’ny alalan’ny finday Sabotsy

7Lah 1010Toe-karena

HETRAPHONE

Hampitomboana ny tahan’ny fampidiran-ketraamin’ny alalan’ny finday

www.gvalosoa.com Sabotsy 1 febroary 2020

Fitaterana an’habakabaka

Feno sy zina ny taona 2019 hoan’ny Ravinala Airports

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE

25/01/20 hatramin’ny

02/02/2020

- NOUVELLE (Rue Inira

Gandhi Tsaralalana) 020

22 370 03

- SOANDRY (Behoririka

près Luxor) 020 22 228

37

- HANITRA (Ankorahotra)

020 22 312 81

- AMBODIVONA (Ambo-

divona) 034 07 228 98

- MAMY (67Ha Nord Est)

020 22 318 21

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1010-02-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Ny tanin-janakazon’ny miaramila any Moramanga.

Ho fampitomboanany tahan’ny fampi-diran-ketra eto

amintsika, ampiasainaankehitriny ny antsoinahoe Hetraphone, fampidi-ran-ketra amin’ny ala-lan’ny finday. Azo atao nymandoa hetra amin’nyalalan’ny finday, amin’nyalalan’ny MVola, na Oran-ge Money, na Airtel Mo-ney. Izany hoe tsy milamandeha mamonjy ireny

sampan-draharaha misa-hana ny hetra ireny int-sony ny rehetra, fa amin’ny alalan’ny finday fotsinydia efa vita izany. Mbolany eto Antananarivo Reni-vohitra sy ny manodidinaihany anefa aloha no mi-sitraka io fomba fandoa-vam-bola io, fa mbolamiandry ny any amin'nyfaritra hafa. Tsy misy sa-rany, fa maimaimpoanany fandoavan-ketra amin'

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 308

Mitsivalana- Gara - Ela

- Mahery (Miv)

- Tanimbary

- Aby- Bory

- Aina (Miv)

- Anatra

- Anio (Miv) -

Ha

Mitsangana- Gitara

- Bara (Miv) - No

- Reninay

- Ahy - TN

- Ambara

- Embona

- Ary - Aoriana

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00330077))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Kijeja - Vovoka (BL) 2. Vahoaka - Fisotro (Miv) 3. Lapan’nyMpanjaka - Sahala 4. Firinga (Miv) - Tsy manaiky (Miv) 5.Faran-teny - Aza tsaroana 6. Mandoro - Solfa 7. Bibilava (Miv)- Dadanay 8. Bika aman’endrika (Miv) - Aleha (Miv) 9. Kanto -Ao amin’ny Baiboly - Mpanoritra 10. Tsy marina (Miv) - Asa

Mitsangana

A. Biby manan’elatra - Reraka B. Tandindona - Trondro (Miv)D. Fananana izay dimbiasina - Nitsipaka (Miv) E. Diovina(Miv) F. Naoty - Arehitra G. Diky - Eo amin’ny vatana (Miv)H. Mpanondro manolotra I. Hasaina J. Isa omena - Hery sytanjaka K. Lavitra tsy hita maso - Tapaho

Mitsivalana

1. Fianaranao 2.Ilo - La 3. Soloanareo4. Tafa (Miv) - Ony 5. (G)ony - Manja6. As - Foara 7. Lay - Eso 8. Ankafi-zinao 9. Naot(y) - Ny - Iv 10. Avia(Miv) - Antsy

Mitsangana

A Fisa - Alàna B. Ilofosanay D. Nlaloa(Miv) - Voky (Miv) E. Fito (Miv) - (S)ataF. Ala- Feo (Miv) G. Ranomasina H. Ni-zorana (Miv) I. Nirina J. Siny (Miv) K. Fanoto (Miv) - Avy

Valiny Teny mifanaraka 0307

Mpanondro

Mamafa

Androany

Mandeha anyivelany

MidabokaAo an-damosi-

nay

Foto-tsakafo(Miv)

Atao sahala(Miv)

Mpanakanto

fahiny (Miv)

Fitaovana

fakana rano

Tsy tsaroany

(Miv)

Endrika (Miv)

Vorona

Repoblika

Seho

Tsofoka

Dada

Hery sy tanjaka

Tampisaka

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 308

Azo lazaina ho feno sy zina ny taona 2019 hoy ny tom-pon’andraikitra ao amin’ny Ravinala Airports. Tafakatraho 1 tapitrisa ny mpandeha voaisa ho an’ny seranam-piaramanidin’Ivato Antananarivo, raha 216000 kosaizany ho an’ny seranam-piaramanidina iraisam-pire-nen’i Nosy-Be. Ny taon-dasa iny koa dia nahazo nyamboara Routes Africa Awards 2019 ny orinasa Ravi-nala Airports, amboara izay azony noho ny haavo len-tan’ny haivarotra na marketing sy ny ezaka nataonyhampivoarana ny seranam-piaramanidina. Ireo kaom-paniam-pitaterana an’habakabaka ihany no nanao nyfitsarana, ka ny hatsaran’ny fomba fiasa no notsarainatamin’izany. Tao anatin’ny sokajin-tseranam-piara-manidina mahazaka mpandeha latsaky ny 4 tapitrisano nahazoan’ny seranam-piaramanidin’Ivato Antana-narivo ity amboara ity, nanoloana ny seranam-piara-manidin’i Soudan, Ouganda, Angola sy Cap Vert.Ankoatra izany, hisokatra tsy ho ela amin’ity taona2020 ity ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenenavaovao, mety mbola hampiakatra ny isan’ny mpan-deha izany, sy ny taham-pivoaran’ny sidina, izay 7%ny taona lasa teo.

AlyTafiditra ao anatin’ny la-haram-pahamehan’ny Ta-fika Malagasy ny hame-rina an’i Madagasikara hoNosy maitso. Izany indrin-dra no antom-pisian’nytoeram-pambolena zana-kazo ao amin’ny Orinasa

miaramila any Mora-manga, faritra AlaotraMangoro. Niorina tamin’ny volana aogositra 2019tao Sahafitahana ity toe-ram-pambolena zana-kazo ity, izay mamboly symikolokolo zanakazo ma-

ro ho volena mandritra nyfotoam-pambolenkazo.Ankoatra ny zanakazotsotra dia mikarakara za-nakazo sarobidy koa itytoerana ity. Ny Minisitry nyFiarovam-pirenena no vynahitana sy angady nana-nana nahavitana izaofoto-drafitrasa izao ary efanampiasaina ireo zana-kazo ireo, nandritra ny fa-nokafana ny fambolen-kazo tamin’ity taona ity, nyvolana janoary lasa teo.

Stefa

Fiarovana ny tontolo iainana

Manana tanin-janakazo ny miaramila any Moramanga

ny alalan'ny finday. Mana-mora tokoa ny fampidiran-ketra ny toy izao, iara-ha-mahalala fa manahi-rana sy mananosarotrany olona ihany ny fande-hanana handoa ny hetraamin’ny ivon-ketra izay,ka heverina fa hampaka-tra betsaka tokoa nytaham-pampidiran-ketraity Hetraphone ity.

Aly