FAMOKARANA ARA-TEKNIKA VOLOLONIRINA Jeanne...

Preview:

Citation preview

FAMOKARANA ARA-TEKNIKA

VOLOLONIRINA Jeanne Lydia

CATEGORIE: FAMPIANARANA SY FAMPANDROSOANA MAHARITRA

INSTITUTION: ALLIANCE

FIHAONAM-BE NASIONALY FAHAROA MOMBA NY FAMPIHARANA NY FENITRA

IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA

DATY

HOTEL COLBERT ANTANANARIVO

HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!

MOMBAMOMBA ILAY TETIKASA • VOLY VARY SRI: Système Riziculture Intensive SRA: Système Riziculture Ameliorer -voly vary an-tanety • VOLY VOASARY Masomboly voafantina (wachinton,

Japone, Tangelo, clémantine, mendarine…)

Maha-zava-dehibe Fampandraisana anjara ny

lehilahy sy ny vehivavy miaraka (ketsa, fiavana…)

Fampitomboana ny fidiram-bola(ny tokatrano, ny Kaominina)

Fambolena maharaka ny fiovaovan’ny toetra’andro

HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!

NATAO IO TETIK’ASA IO NOHO NY ANTONY MANARAKA IRETO

• Fanatanterahana ny drafitrasan’ny Kaominina

• Mifampitohy sy mifameno ny voly vary an-tanety, voly vary an-drano ary ny voly voasary

• Mampidi-bola maharitra • Aro afo hoan’ny mpanao zezika • Mihakely ny tanimbary azo

volena kanefa mbola malalaka ny tanety

• Malalaka ny tsenam-barotra • Manome asa ho an’olona maro

ny voly voasary

Raha mihoatra amin’ireo tanjona 28 ao amin’ny Fenitry ny SADC, ireto tanjona ireto no noezahana notratrarina?

HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!

TANJONA ASA NATAO

Ny andininy faha: 15-19: « loharom-pamokarana ny asa, fanatevenana ny fitaovam-pamokarana »

-nanao fiofanana niaraka tamin’ny DRDR sy ny ODR -fisodihana masom-boly tsara -fiaraha-miasa tamin’ny Kaominina -fitadiavana lalam-barotra ary fampitomboana sy fanatsarana ny fitaovana

Iza ny olona nokendrena hahazo tombontsoa avy amin’ilay tetikasa?

• Ny ankohonan’ny tompon’ny

tetikasa • Mpiara-monina sy ny

manodidina • Ny Fokontany, Kaominina,

Faritra, Firenena • Mpividy sy mpivarotra samy

mahazo fahafaham-po • Mpivarotra zezi-pahitra,

panana sarety, panana fitaovam-pitanterana hafa

• Ny vahoaka mahazo tontolo iainana

HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!

TOMBONTSOA • Mitombo ny fiharian-

karena ny mponina

• Tontolo iainana mirindra

• Mahazo asa mitohy ny sokajin’olona rehetra (zezika, sarety…)

• Ampy sakafo sy ampy vola ka lavitry ny disadisa

Naharitra hafiriana izany tetikasa izany ary inona avy ny dingana narahina hanatanterahana izany? • Nanomboka tamin’ny 1998

ny tetikasa ary mbola mitohy hatramin’izao

• Najoro ny fikambanana tamin’ny alalan’ny fikarakarana ireo atotantaratasy

• Fiofanana • Nanao fampiharana • Nandray anjara tamin’ny

vitrine • Nitarika, nizara traik’efa • Nanao pepinière (hozaraina

sy hamidy)

HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!

IREO FITAOVANA NAMPIASAINA • Fitsipikin’ny fikambanana • Atotan-kevitra • Radio • Boky kely • Fitaovam-

pambolena(angady, sarety,…)

• Horonan-tsary(voly varin-dRajao)

• Finday • Paompim-boasary • Olona (hanao fiofanana,

hiasa,…)

VOKATRA • Loka voly vary an-teknika

(an-drano sy an-tanety) • Nitombo 20000 fototra ny

voasary voavoly ao anatin’ny Kaominina

• Fahavitana trano ho an’ny mpikambana sasany

• Fampitana traik’efa tamin’ny faritra sasany(Isandra, Haute Matsiatra)

• Malaza amin’ny voly voasary Anjoman’Ankona ankehitriny (miloko manga)

• Mitombo ny fidiram-bola ny Kaominina amin’ny alalan’ny risitorina amin’ny voasary

FIOVANA -RAZAFINDRATSARA

Marguerite

-mpikambana ao amin’ny FILA

-nahavita trano tamin’ny alalan’ny voly ara-teknika (voasary, vary)

HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!

LESONA

• Miditra ho mpikambana hampitomboana ny traik’efa

• Fanaovana pepinière hanamorana ny asa manaraka

• Tsena ho an’ny tantsaha sy manao famokarana mifameno mba hahazo fidiram-bola mifampitohy

• Mila traik’efa manokana ny voly ara-teknika

DINGANA MANARAKA

• Fanamafisana ny fiofanana azo

• Fanaparitahana ireo traikefa ananan’ny pikambana ao amin’ny FILA

• Fampandraisana anjara ny vehivavy izay hita fa maro an’isa ao anatin’ny kaominina

• Fidadiavana piara-miombon’antoka

• Fiaraha-miasa amin’ireo fikambanana hafa sy ireo tompon’andraikitra maro

HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!

MISAOTRA TOMPOKO

GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!

Recommended