28
Tekasa Fanatsarana ny Famokaram-bary amin’ny faritra avo anivon-tanin’i Madagasikara PAPRIZ Haitao teknika manokana Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary ho an’ny voly vary an an - - drano drano

Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

  • Upload
    vothuan

  • View
    244

  • Download
    1

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

Tetikasa Fanatsarana ny Famokaram-bary amin’ny

faritra avo anivon-tanin’i Madagasikara

PAPRIZ

Haitao teknika manokanaHaitao teknika manokana

ho an’ny voly varyho an’ny voly vary

anan--drano drano

Page 2: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

2

4

Ny sarintany eto ambany dia mampiseho karazana vary mety

amin’ny faritra eto Madagasikara. Natao hanampy anao

mpamboly hisafidy ny karazam-bary tsara indrindra mety amin’ny

faritra misy anao (faritra avo sy mafana, sns).

- Karazana mahazaka ny toetrandro sy toetany misy

- Karazana mahatanty ny karazana aretina misy eo amin’ny

faritra (menalavitra, matifotsy, sns)

Masomboly tsara - vokatra tsara

FISAFIDIANANA NY MASOMBOLY

Page 3: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

3

Faritra Karazam-bary

Alaotra Mangoro Makalioka 34, Tsemaka, Mailaka (X265).

Analamanga

Mailaka (X265), FOFIFA 160, Kelimamokatra (X243), Madera malady, 2509.

Bongolava

Mailaka (X265), 2509, X1648, Manjamena, Tsemaka

Itasy

Mailaka (X265), 2509, Madera malady, X1648, FOFIFA 160

Vakinankaratra

FOFIFA 160, Mailaka (X265).

Faritra misy anao

Fisafidianana karazam-bary :

FOFIFA 160 : 155-160 andro

Mailaka (X265) : 155-160 andro

Kelimamokatra (X 243): 155 andro

Madera malady: 145 andro

2509: 145 andro

Makalioka 34: 175-185 andro

Tsemaka: 160 andro

Masomboly tsara - vokatra tsara

FISAFIDIANANA NY MASOMBOLY

Page 4: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

4

Mampiasà masomboly nohatsaraina sy voamarina:

Alaotra Mangoro: 25sm x 20sm = 1 kapoaka/m²= 1 ara

Bongolava-Itasy: 25sm x 25sm = 1 kapoaka/m²= 1 ara

Analamanga-Vakinankaratra:

20sm x 20sm =1 kapoaka/m²= 1 ara

Akotry maina 1 kapoaka = 200g

FIKAJIANA :

Fatran’ny masomboly ilaina amin’ny tanim-

bary 1 ara =

Isan’ny foto-bary/m2 X isan’ny ketsa

isam-potony X 100 (m2) X 0.9 (izany

hoe 90% no mitsimoka) X 2

(izany hoe 25 g ny lanjan’ny akotry

1000)

Fantaro mialoha ny fatran’ny masomboly ilaina ho an’ny taninao

FAMARANA NY MASOMBOLY

Page 5: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

5

Mba hahazoana ketsa matanjaka:

1- Mampiasà masomboly voamarina avy

amin’ny fikambanana mpamokatra

masomboly (GPS), na mpamokatra tso-

tra voaramaso.

2- Masomboly efa voasivana tsara no

ampiasaina (tsara raha nokororohina

tamin’ny milina izay manavaka ny voa

mavesatra sy ny voa maivana)

3- Ataovy anaty rano madio na rano

misy sira ny masomboly voasivana.

Haroharohy, esory ny voa mitsingevana,

ataovy masomboly ny voa mavesatra.

Raha rano tsotra dia sivano in-droa mba

ho azo antoka tsara ny masomboly

Fanteno ny masomboly, ny tsara no ampiasao mba hahazoana ketsa matanjaka

FANOMANANA MASOMBOLY

Page 6: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

6

Faritra Fampitsirina

Alaotra

Mangoro

Alona rano mandritra ny 1 andro;

Ahotrika anaty lavaka mafana na tobin-jezika mandritry

ny 1 na 2 andro, miankina amin’ny karazam-bary sy

toetr’andro;

Tondrahana rano dia rakofana gony raha toa ka maina

loatra ny masomboly.

Analamanga sy

Vakinankaratra

Alona rano dia atapy mandritra ny tontolo andro

Soloina in-droa isan’andro ny rano;

4 andro eo ho eo dia mitsiry ny masomboly miankina

amin’ny karazany sy ny hafanana.

Bongolava Alona rano 1 andro sy tapany;

Soloina in-droa isan’andro ny rano;

- Apetraka anaty siny misy rano dia avela eo amin’ny

masoandro ka rehefa vaky vazana dia afafy.

NA

- Ahotrika anaty lavaka mafana na tobin-jezika dia jere-

na matetika ka rehefa mitsiry dia afaka mamafy.

Itasy Alona anaty rano madio izay soloina in-2 isan’andro ka

atapy amin’ny masoandro mandrapaha-vaky vazana azy

(telo andro eo ho eo izany)

Faritra misy

anao

Voa efa vaky vazana no afafy fa tsy andrasana ho lava tsiry

FAMPITSIRINA

Page 7: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

7

- Afangaroy tsara ny zezika sy ny

tany amin’ny taniketsa.

- Aparitaho tsara ny “Compost”

- Ataovy tsara ravona

Mora kokoa ny mikolokolo zana-bary amin’ny taniketsa vita soritra

FANOMANANA TANIKETSA

Page 8: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

8

Antony:

- Ho voafehy tanteraka ny

rano ary marindrano ny tani-

ketsa

- Ahafahana manary rano na

mampidi-drano haingana

- Hitovy tantana ny fafy ketsa

ary mora karakaraina

Mora kokoa ny mikolokolo zana-bary amin’ny taniketsa vita soritra

FANOMANANA TANIKETSA

Page 9: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

9

Ketsa matanjaka no tanjona:

1- Masomboly vaky tsiry 1 kapoaka dia ampy amin’ny 1m². Raha matevina loatra ny fafy dia harefo ny ketsa. 2- Ataovy mitovy tantana tsara ny famafazana:

Masomboly vaky vazana 1 kapoaka no afafy amin’ny 1 m² mba hitovy tantana

FAMAFAZANA

Page 10: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

10

・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa

・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa

・Arovy amin’ny oram-be mba tsy ho entin’ny rano ny voa

・Hamaino tsara ny mololo na bozaka arakotra

・Diovy tsara ny mololo na bozaka mba tsy hisy voa hafa na

Aretina

- Tondratondraho rano tsikelikely ny

taniketsa rehefa voarakotra tany

- Raha mbola miseho ny masomboly dia

mbola tsy ampy izany ny vovotany ka

mila ampiana

- Rehefa vita izany dia afatratra tsara

Saromana tany sy bozaka ny ketsa hiarovana azy ami’ny biby

FANARONANA NY TANIKETSA REHEFA AVY NAMAFY

Rakofy vovo-tany sy

bozaka ny fafy ketsa

hiarovana amin’ny

bibikely sy ny vorona

Page 11: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

11

Ny tanjona dia ketsa mitovy

tantana sy tsara kalitao:

- Tsidiho isan’andro ny tani-

ketsa.

- Tantano ny rano mba tsy ho be

loatra na ho maina ka manjary

ratsy faniry sy ho lanin’ny fano

- Asio rano foana ny tatatra

manodidina ny torim-boly na

pilasy ary tokony ho mora

ampidirina ny rano

Raha maina loatra dia

hitranga ny aretina

ary hanimba ny

bibikely

Raha be loatra ny

rano dia lava be sy

marefo ny ketsa

Rano voafehy: Tsy difotra ary tsy maina loatra ny taniketsa

FITANTANANA RANO-KETSA

Page 12: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

12

Zezi-

pahitra

Zezi-

bazaha

Fatra Fotoana

hitondrana azy

Alaotra Mangoro 2 Kg/m² DAP 30g/m² Herinandro alohan’ny

fanetsana

Analamanga sy

Vakinankaratra

1 Kg/m² NPK na

DAP

Urée

72g/m²

20 g/m²

5-7 andro alohan’ny

fanetsana

Bongolava 1 Kg/m² DAP 36g/m² 3 andro alohan’ny

fanetsana

Itasy 1kg/m² DAP 36g/m² Rehefa hita fa tena

mavo ny ketsa

Faritra misy anao

Mampiasà zezika amin’ny taniketsa dia mahazo zana-bary tsara kalitao ianao!

FIKOJAKOJANA NY KETSA

Page 13: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

13

Hahazoana tanimbary voaasa

tsara ny tanjona:

1- Ritina ho maina ny tanimbary,

tsy avela ho maina loatra sao

mihamafy ny fiasana azy

2- “Tomban-dririnina” (LAS) :atao

atao raha vao afaka ny vary satria

mbola malemy ny tany

3- Mahazo rivotra sy tara-

masoandro kokoa ny nofon-tany,

ka mamono ny bibikely sy ny areti-

na mety hamely ny vary izany.

4- Raha tsy nahavita tomban-

dririnina dia tokony hiasa 30-45

andro alohan’ny fihosena mba

hampitombo ny fahalovan’ny

ahitra.

Atao lalina ny vadibainga amin’ny fambolem-bary

FANOMANANA NY TANIMBARY

Page 14: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

14

Zezi-pahitra

Zezi-bazaha Zezika fanampiny (Urée)

Voalohany Faharoa

Alaotra Mangoro

5-10 t/ha

DAP: 100 kg/ha

45 kg/ha

(1 volana aorian’ny fanetsana)

45 kg/ha

(Rehefa mandratsy aina)

Analamanga

5 t/ha

DAP: 150 kg/ha

na NPK(11-22-16): 300 kg/ha

50 kg/ha

(15 andro aorian’ny fanetsana)

30 kg/ha

(Rehefa mi-sondro-dreny)

Bongolava 5—10t/ha DAP: 50 kg/ha miampy Urée 25Kg/ha (Afafy man-dritra na ao-rian’ny fiho-sena)

25 kg/ha

(Alohan’ny misondro-dreny)

Itasy 5 t/ha DAP: 100 kg/ha

25 kg/ha (amin’ny fiavana voaloha-ny)

25 kg/ha (Alohan’ny misondro-dreny)

Vakinankaratra 5 t/ha NPK(11-22-16): 300 kg/ha

50 kg/ha

(15 andro aorian’ny fanetsana)

30 kg/ha

(Rehefa mi-sondro-dreny)

Faritra misy anao

Fanamarihana: Azonao atao ny mampiasa Sulfate d’Ammonium (S.A) ho solon’ny

Urée ka amin’izay fotoana izay dia atao in-droa @fatran’ny Urée ny fatran’ny S.A.

Ohatra: Urée: 50 kg/ha dia ny S.A tokony ho 100 kg/ha

Tany lonaka no tanjona ka zezi-pahitra no fenitra

FAMPIASANA ZEZIKA

Page 15: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

15

Vary maniry sy mitombo tsara

no tanjona:

1- Hatsarao amin’ny zezi-pahitra masa-

ka tsara ny nofon-tany, farafahakeliny

50 kg/ara na 1 sarety amin’ny tany 5

ara

2- Ampio zezi-bazaha mba ho ampy

tsara ny sakafony amin’izay afaka ma-

niry tsara ny vary

3- Itondrao Azota (urée na zezika si-

ramamy) ny vary amin’ny fotoana

fisakelehana sy famelanana fa tena

ilaina izany

“Tsy maintsy mampiasa zezi-pahitra

vao afaka mampiasa zezika simika.”

Tany lonaka no tanjona ka zezi-pahitra no fenitra

FAMPIASANA ZEZIKA

Page 16: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

16

Mba hahazoana tany vita hosy tsara :

1- Alona rano tsara ny tanimbary

alohan’ny fandragiragiana

2- Ataovy sahaza ny rano alohan’ny fan-

dragiragiana mba tsy ho very ny tsiron-

jezika

3- Ezaho ho marindrano ny tanimbary

mandritra ny fandragiragiana hahamora

ny fandravonana

Ataovy tsara hosy ny tanimbary dia ho mora ny fandravonana

FANDRAGIRAGIANA

Page 17: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

17

Mba hanamora ny fitantanana ny

rano ary hanamora ny fanetsana:

1- Tokony halemy tsara ny tany

2- Alamino tsara amin’ny

ragiragy toy ny hita eto amin’ny

sary

3- Raha mbola be rano ny tanim-

bary dia avela ridritra vao atao

Fanarenana ny tany

Ireo fitaovana ampiasaina hanaovana ny fandravonana:

- Hazo fisaka tarihin’omby

- Vatan-kazo efa mora sitonina amin’ny tady

- Tapakazo fisaka entina tanana

Ny tanimbary marindrano dia manamora ny fitantanan-drano

FANOMANANA NY TANIMBARY

Page 18: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

18

1

2

3

4

Ketsa 3 na 4 ravina no ampiasaina

KETSA

Page 19: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

19

Mba hahazoana ketsa tonga dia

maniry avy hatrany dia:

- Sorohy amin’ny angady miaraka

amin’ny tany naniriany, tandremo

tsy ho tapaka ny fakany!

- Apetraka ambony sahafa na

zavatra fisaka.

- Tsy ongotana ny ketsa, tsy sasa-

na ary tsy akapoka ny vodiketsa

- Ny taniketsa dia tsara raha

akaiky ny tanimbary

- Ny zana-bary tsy tapaka faka dia

mitohy maniry avy hatrany:

Tsy miorina na main-dravina

Sorohana amin’ny angady na ongotana moramora ny ketsa

FIAVOTAN-KETSA

Page 20: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

20

Manamora ny fikolokoloana sy mampitovy ny fizaràn’ny sakafon’ny vary ny Ketsa tora-tady

FANETSANA

Page 21: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

21

Rano tsara tantana antoky ny fahombiazana

FITANTANAN-DRANO

Page 22: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

22

** Ho an’ny faritra Bongolava : 10 andro aorian’ny fanetsana ny fiavana

Fomba fiavana:

- Fehezo tsara ny elanelan’ny ketsa amin’ny

fotoam-panetsana.

- Mampiasà sarklezy mifanaraka amin’ny

elanelan’ny vary.

Ampifanaraho tsara ny haben’ny sarklezy sy ny elanelan’ny ketsa

FIAVANA

Page 23: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

23

Manatsara ny fananahan’ny vary sy ny fiterahany ny fanampin-jezibazaha (Urée)

FANAMPIN-JEZIBAZAHA

Mba hahabetsaka ny zana-bary sy mba hahatsara ny tera-bary

dia :

1- Tsy azo atao indray mitondra ny fatran’ny Azota rehetra fa lasa en-

tona ka lasan’ny rivotra fotsiny.Ny atao hoe Azota dia ny singa entin’ny

zezika “Urée”.

Tsara raha amin’ny fotoana tena ilain’ny voly azy no itondrana azy.

2- Mila Azota betsaka ny vary amin’ny fotoana fananahany ka tsara raha

itondrana izany amin’io fotoana io. Raha tsy ampy io singa io dia

mametra ny isan’ny zana-bary. Mbola mila izany koa izy amin’ny

fotoana fisondrotan-dreny na mandratsy aina ka hatramin’ny fiterahany

ka eo ny fotoana faharoa itondrana ny “urée”.

Page 24: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

24

1- Mampiasà karazam-bary maha-

tohitra aretina

2- Tadiavo ny fototra nipoiran’ny

aretina sy ny bibikely ahafahana

mamantatra mialoha ny fanafody

ampiasaina

3- Diovy ny lobolobo manodidina

ny tanimbary hisorohana doro

tanety

4- Ataovy mandritra ny taona ny

fiarovana amin’ny aretina sy ny

bibikely

Mampiasà karazam-bary mahatanty aretina

ADY AMIN’NY ARETINA SY NY BIBIKELY

Page 25: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

25

Ny vary voajinja aloha no ahazoana tombony

FOTOAM-PIJINJANA

Page 26: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

26

Hahazoana fotsim-bary tsy potika:

1- Ny fivelezam-bary mahazatra

(fivelezana vary amin’ny fitaovana mafy

toy ny barika, vato, laona sns) dia

manapaka ny fotsim-bary betsaka

Be ihany koa ny very ary ambony ny

masonkarena satria mampiasa olona

maro

2- Mampiasà milina fivelezam-bary izay

haingam-piasa sy tsy mila olona maro

3- Asio labasy na korofoka na goelaka

eo ambaniny mba tsy ho very ny akotry

toy ny hita eo amin’ny sary

Fitaovana harifomba: ny fotoana tsy very ary ny vokatra tsara

FIKOROROHANA

Page 27: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

27

Azo antoka ny fikororohana amin’ny milina

FIKOROROHANA

Page 28: Haitao teknika manokana ho an’ny voly vary an--drano ・Arovy amin’ny hain’andro ny taniketsa ・Arovy amin’ny biby mpanimba ny voly ihany koa ・Arovy amin’ny oram-be mba

28