2
https://www.facebook.com/pg/FmcFipikri/ Pejy 1/2 NY TETI-BOLAN’NY FIANGONANA INONA NO TSARA HO FANTATRA MIALOHA NY HANOMANANA TETI-BOLA ? Zavatra 3 (telo) no tsara ho fantatra : 1- Ny fidiram-bolan’ny Fiangonana tamin’ny taona lasa, 2- Ny fandanian’ny Fiangonana tamin’ny taona lasa, 3- Ny zava-dehibe mety hitranga hanamarika ny taona vaovao anaovana vinavina. (ireo tetik’asa kasaina atao mandritra ny taona 2019) FANAMARIHANA: 1- Vola miditra teo aloha > Vola hampidirina vinavinaina, 2- Vola hampidirina voavinavina >= Vola holaniana voavinavina, AHOANA NO HANATANTERAHANA IZANY? 1- Atao 90% – 98% ny vola niditra teo aloha ny teti-bola atao, 2- Vinavinaina ho isan-jatony ny fandaniana teo aloha, 3- Ampiharina amin’ny tombana hampidirina ny isan-jaton’ny fandaniana teo aloha. 4- Ampiharina ny tombatombana manokana hitranga amin’iny taona ho avy iny. OHATRA Vola niditra taona 2017 : Fiangonana mijanona eo an-toerana: 195 000 ar Fanatitra manokana rehetra : 82 000 ar Vola nivoaka taona 2017 : Tafo (fanatitra manokana): 80 000 ar Fiangonana : 52 500 ar (27.49%) Sekoly Sabata : 50 000 ar (26,18%) Tanora: 31 500 ar (16,49%) Diakona : 25 000 ar (13,09%) Mifem-Minenf : 32 000 ar (16,75%)

NY TETI-BOLAN’NY FIANGONANA · 2019. 1. 8. · Budget Eglise_Fipikri FMC Author: Tsiriniaina Rakotonirina Subject Keywords Created Date: 20190107185547Z

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: NY TETI-BOLAN’NY FIANGONANA · 2019. 1. 8. · Budget Eglise_Fipikri FMC Author: Tsiriniaina Rakotonirina Subject Keywords Created Date: 20190107185547Z

https://www.facebook.com/pg/FmcFipikri/ Pejy 1/2

NY TETI-BOLAN’NY FIANGONANA INONA NO TSARA HO FANTATRA MIALOHA NY HANOMANANA TETI-BOLA ? Zavatra 3 (telo) no tsara ho fantatra :

1- Ny fidiram-bolan’ny Fiangonana tamin’ny taona lasa,2- Ny fandanian’ny Fiangonana tamin’ny taona lasa,3- Ny zava-dehibe mety hitranga hanamarika ny taona vaovao anaovana vinavina. (ireo tetik’asa

kasaina atao mandritra ny taona 2019)

FANAMARIHANA: 1- Vola miditra teo aloha > Vola hampidirina vinavinaina,2- Vola hampidirina voavinavina >= Vola holaniana voavinavina,

AHOANA NO HANATANTERAHANA IZANY? 1- Atao 90% – 98% ny vola niditra teo aloha ny teti-bola atao,2- Vinavinaina ho isan-jatony ny fandaniana teo aloha,3- Ampiharina amin’ny tombana hampidirina ny isan-jaton’ny fandaniana teo aloha.4- Ampiharina ny tombatombana manokana hitranga amin’iny taona ho avy iny.

OHATRA Vola niditra taona 2017 : Fiangonana mijanona eo an-toerana: 195 000 ar Fanatitra manokana rehetra : 82 000 ar Vola nivoaka taona 2017 :

• Tafo (fanatitra manokana): 80 000 ar• Fiangonana : 52 500 ar (27.49%) Sekoly Sabata : 50 000 ar (26,18%)

Tanora: 31 500 ar (16,49%) Diakona : 25 000 ar (13,09%) Mifem-Minenf : 32 000 ar (16,75%)

Page 2: NY TETI-BOLAN’NY FIANGONANA · 2019. 1. 8. · Budget Eglise_Fipikri FMC Author: Tsiriniaina Rakotonirina Subject Keywords Created Date: 20190107185547Z

https://www.facebook.com/pg/FmcFipikri/ Pejy 2/2

VINAVINA TAONA 2018 : Vola niditra taona 2017 x 90% : Fiangonana : 195 000 x 90% : 175 500 ar Fanatitra manokana : 82 000 x 90% : 73 800 ar Vola nivoaka taona 2017: Fiangonana : 175 500 x 27,49% = 48 240 ar Sekoly Sabata : 175 500 x 26,18% = 45 942 ar Tanora: 175 500 x 16,49% = 28 944 ar Diakona : 175 500 x 13,09% = 22 971 ar Mifem-Minenf : 175 500 x 16,75% = 29 403 ar

Ezaka manokana taona 2018 : DABILIO : Fandaniana fanatitra manokana : 73 800 ar TSARA HO FANTATRA :

1- Ilaina ny maha-fehy ny fampiasana ny volam-piangonana rehetra rehefa hanao teti-bola, 2- Fantaro avokoa izay mety ho fandaniana sy tetik’asa ao anatin’ny taona iray. 3- Ny Komitin’ny Fiangonana no tompon’ny teny farany amin’ny fandaniana ny teti-bola, 4- Atolotra ny isan-tsampana ilay teti-bola nolanian’ny Fiangonana hanaovana tetikasa mandritra ny

taona, 5- Ny filohan-tsampana indray manolotra sy mamerina ny tetik’asa nataony eo amin’ny Komity, 6- Ny tsara indrindra dia ny fanaovana izany eo amin’ny fiheveran-draharahan’ny Fiangonana.