Upload
others
View
1
Download
0
Embed Size (px)
Citation preview
RASOLONDRAINIBE Jean Philemon(033 07 614 68)
SOKAJY: CENTRE D’EXCELLENCE (Ivotoerana Mendrika)
FIHAONAM-BE NASIONALY FAHAROA MOMBA NY FAMPIHARANA NY FENITRA IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA
DATY
HOTEL COLBERT ANTANANARIVO
SARY AM-PERINASA
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
FANAMARIHANA
Misy ny kapila manjelatra mirakitra ireo antsipirian-javatra izay aseho eto
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
Fampahafantarana fohifohy momba ilay kaominina
• Kaominina Anjoman’Ankona
• Mponina: vavy: 4470, Lahy: 4000
• Isan’ny mpanolo-tsaina: Lahy: 04, Vavy: 01 sady filoha
• Isan’ny mpiasa ao amin’ny kaominina : Vavy: 04, Lahy 02
• 2011 naha-ivotoerana mendrika ny kaominina Anjoman’Ankona
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
IREO FANAMBY AMIN’NY FAMPIHARANA NY MIRALENTA EO AMIN’NY KAOMININA
Mandray anjara mahomby amin’ny fanehoan-kevitra sy fanapahan-kevitra amin’ny pôlitika fampandrosoana ny vehivavy
Tsy misy fanilikilihana amin’ny sokajin’olona ny asa atao eto amin’ny CR
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
FAHAIZA-MITARIKA • Olona mahafatram-po: Marie Leonie,
SEC ny CR sy Leader des jeunes • Anjara biriky nentiny: -manao serasera amin’ireo tanora
amin’izay vaovao misy -manomana sy mitarika ireo vehivavy
tamin’ny 8 mars ary mitady panohana ara-bola
-manome soso-kevitra tamin’ny famboarana budget (genre sy sport)
-mitarika ny tanora amin’ny fanatanterahana ny anjara biriky amin’ny tetikasa na asam-pokonolona
-manentana ny rain-jaza hanjanaka ny zanany rehefa hanao kopia
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY KAOMININA, INONA AVY NY FIOVANA NISY?
• Drafitrasan’ny kaominina: -fandraisana anjara ny lahy sy vavy
miaraka amin’ny fanatanterahana ny drafitrasa
-fantatrin’ny olona ny asa ho tanterahina -ankatoavin’ny filankevitra ny tetikasa ho
tanterahina
• Fanentanana samihafa: -nandray anjara tamin’ny fampitam-
baovao ny AKS(fiangonana,…) -miara-miasa ny serivisy eto antoerana
(CSB, CAA, ZAP, CR)
• Hetsika miavaka -asam-pokonolona tamin’ny valam-
bakisiny, tranon’ny ZP, Lycée -nalaza ny 8 mars
SARY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
FAMPITANKAFATRA ENY ANIVON’NY FOKONTANY
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
• Fandraisana anjaran’ny vehivavy:
-modelin’ny miralenta ny mpiasan’ny CR
-mavitrika amin’ny fivoriana ny vehivavy (FRAM ny Lycée)
• Fandraisana anjaran’ny vahoaka:
-mandray andraikitra ny AKS (AC, ACN, CCGRC, CLGRC, FFS, …)
-tanteraka ny vinavinan’asa (voly hazo, famboarana lycée,…)
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY KAOMININA, INONA AVY NY FIOVANA NISY?
• Drafitrasa momba ny ady amin’ny herisetra:
-fandaminana disadisa -fiaraha-miasa amin’ny pitandro
filaminana • Fampandrosoana ara-toe-karena
ifotony: -fizarana masom-boly indrindra ny
sahirana (katsaka, vary vohitra) -firoboroboan’ny lamba landy • Fiovaovan’ny toe-trandro: -fitomboan’ny isan’ny mpamboly voasary -fahombiazan’ny fitantanana ala tapia -fandraisana andraikitra ny GRC -Fisian’ny assistance social ao amin’ny
budget
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
• VIH/SIDA: -manao fitiliana daholo ny mpianatra
tanora sy ny bevohoka -tsy misy soritraretina ireo rehetra
nitily • Fandraisana andraikitra: -vehivavy ny filohan’ny filankevitra -vehivavy ny COSAN isam-pokontany -miara-misalahy ireo AKS • Fijerena manokana ny mpiasa: -fanomezana prime isakin’ny faran’ny
taona -fandraisana anjara amin’ny CNaPS -fanomezana andro tsy hiasana -fampiofanana ny mpiasa
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
• Tetikasa manokana momba ny miralenta:
-fametrahana ny CPG Kaominaly sy FKT
• Teti-bola: -fanokanana sora-bola ho
an’ny miralenta • Fanaraha-maso sy
tombana: -fametrahana kaomitin’ny
fanjohiana isakin’ny tetikasa
-fanaovana tombana faobe -mampiasa BBG
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
RAHA MIHOATRA AMIN’IREO TANJONA 28 AO ANATIN’NY FENITRA MOMBA NY MIRALENTA SY FAMPANDROSOANA, INONA AMIN’IREO TANJONA IREO
NO NOEZAHANA NOTRATRARINA?
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
TANJONA ASA NATAO
And 9: fijerevana manokana ny fahasembanana
-Fiaraha-miasa amin’ny Akany Marary Maharivo AMBOSITRA -Fandraisana antanana ireo sembana
And 15-19: Loharanom-pamokarana sy asa
Fanaovana fotodrafitrasam-pamokarana (lalana, barrage…)
And 29-31: Famphalalam-baovao sy serasera
-fametrahana sy fampiasana CSC sy CLEF -fampiasana ny kianja filalaovana hanararaotana ny fampitam-baovao amin’ny vory vahoaka
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
FIANTRAIKANY
• Mpamboly voasary nahavita trano
• Maro ireo CR hafa maka traik’efa aty Anjoman’Ankona
• Foibe toeran’ny OPCI AINA
• Mahasarika ny fitondrana isan’ambaratonga(sport scolaire, Ambassade, …)
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
FIOVANA
• tantaram-piainan’olona iray izay tena niova taorian’ny naha ivotoerana mendrika ny kaominina misy ahy:
Marie Leonie
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
IREO FANAMBY AMIN’NY FAMPIDIRANA NY MIRALENTA EO ANIVON’NY KAOMININA
• Miaina sy mampihatra ny miralenta ny isan-tokatrano
• Manapariaka ny miralenta amin’ny CR manodidina ny CR Anjoman’Ankona
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
DINGANA MANARAKA
• Fanaovana tombana iombonana
• Famoahana soso-kevitra fanatsarana
• Fanamafisana ny asa efa natomboka
• Fidirana lalina amin’ny fampandrosoana ara-toe-karena
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
DRAFITRASA ARA-TOE-KARENA
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
MISAOTRA TOMPOKO
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!