4
FFPM 170 : 1, 3, 4

FFPM 170 : 1, 3, 4. 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao,

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: FFPM 170 : 1, 3, 4. 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao,

FFPM 170 : 1, 3, 4

Page 2: FFPM 170 : 1, 3, 4. 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao,

1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay.Favoavono Hianao, Hisolo voina anay.Mba raisonao reNy saotra aterinay izao, Ho fanajanaAnao, Mpamonjy tia!

Jésus, Ton amour nous réjouitTu es mort en souffrant à notre place

Reçois notre reconnaissancePar respect pour Toi, notre Sauveur.

Page 3: FFPM 170 : 1, 3, 4. 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao,

3- Ambony ny firiavanao, Ka tsy mba takatray; Kanefa noho ny herinao, Hiezaka izahay.Mba raisonao reNy saotra aterinay izao, Ho fanajanaAnao, Mpamonjy tia!

Ton amour est si fort que nous ne pouvons le comprendre

Mais à cause de Ta puissance, Nous allons nous efforcer.

Reçois notre reconnaissance Par respect pour Toi notre Sauveur.

Page 4: FFPM 170 : 1, 3, 4. 1- Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay. Favoavono Hianao, Hisolo voina anay. Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao,

4- Hiezaka izahay, Jeso! Ka mba ho tia Anao.Ka tsy hatahotra eso koa, Noho ny aminao!Mba raisonao reNy saotra aterinay izao, Ho fanajanaAnao, Mpamonjy tia!

Jésus, nous allons nous efforcer de T'aimerNous ne craindrons d'être méprisé à cause de

Toi.Reçois notre reconnaissance

Par respect pour Toi notre Sauveur.