20
FIHAONANA AN-TAMPONY 2015 SY FANOMEZANA LOKA MOMBA NY FAMPIHARANA NY FIFANARAHAN’NY VONDRONA SADC Fahasalamanaara-pananahana , VIH SIDA ItylokaitydiaentinahankasitrahananyFikambananatsyMiankinaamin’nyFanj akanasynyFiarahamoninaenyifotonyizaynahavita be teoamin’nyfanorenanafiarahamiasasytambazotramahombyhofampiharananyFi fanarahan’ny SADC mombanyMiralentasyFampandrosoana, tamin’nyfitakiana tamberin’andraikitraeoamin’nyfitondrampanjakana, fanatanterahanaatrikasafandresen- dahatraenyifotony,arykoafampiroborobonanyhetsikaataon’nyvehivavyeoam in ‘nyfaritryny SADC. Nyfaritramisy (*) diatsymaintsyfenoina. Lohatenin’nytetika sa FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA, VIH SIDA Mpanolotra Fanampin’anarana Anarana Béatrice Francoise VOLOLONIAINA Iza no soloinaotena Fikambanana Andraikitra PSI MADAGASIKARA, FIANARANTSOA MPANOLOTSAINA ARA- PAHASALAMANA Vavy/Lahy (safidio) Vavy VAVY Firenena MADAGASIKARA AdiresyMailaka [email protected] Finday 0345117975/0334367265 Tenyfanolorana* 1

Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

  • Upload
    others

  • View
    1

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

FIHAONANA AN-TAMPONY 2015 SY FANOMEZANA LOKA MOMBA NY

FAMPIHARANA NY FIFANARAHAN’NY VONDRONA

SADCFahasalamanaara-pananahana ,

VIH SIDA

ItylokaitydiaentinahankasitrahananyFikambananatsyMiankinaamin’nyFanjakanasynyFiarahamoninaenyifotonyizaynahavita be teoamin’nyfanorenanafiarahamiasasytambazotramahombyhofampiharananyFifanarahan’ny SADC mombanyMiralentasyFampandrosoana, tamin’nyfitakiana tamberin’andraikitraeoamin’nyfitondrampanjakana, fanatanterahanaatrikasafandresen-dahatraenyifotony,arykoafampiroborobonanyhetsikaataon’nyvehivavyeoamin ‘nyfaritryny SADC.

Nyfaritramisy (*) diatsymaintsyfenoina.

Lohatenin’nytetikasa

FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA, VIH SIDA

Mpanolotra Fanampin’anarana AnaranaBéatrice Francoise VOLOLONIAINA

Iza no soloinaotena

Fikambanana AndraikitraPSI MADAGASIKARA, FIANARANTSOA

MPANOLOTSAINA ARA-PAHASALAMANA

Vavy/Lahy (safidio)

VavyVAVY

Firenena MADAGASIKARAAdiresyMailaka

[email protected] 0345117975/0334367265

Tenyfanolorana*

Manomezatenyfanolorananataon’nyfikambanana,ohatraavyamin ’nyfilohan’nyfikambanana/tambazotraizaymamintinanyzava-bitan’nytambazotra .Omeonyanaranysynyandraikiny.Ny PSI MADAGASIKARA izay miorina etoFianarantsoa dia faly manolotra ahy hanao ity sehatr ‘ asa ity noho fahatsapany fa mbola tsy ampy ny mpanolontsaina ara- pahasalamana ka ilaina ny hampitomboana izany.Araka ny tanjona maneratany ho fapihenana ny isan ‘ ny vehivavy maty am-piterahana noho ny aretina azo amin ‘ ny firaisana ara –nofo sy ny harerahana vokatrin ‘ isan ‘ny zaza diso be loatra dia izao firotsaha ‘ ny PSI izay tambazotramiara- miasa tohanan ‘ ny sehatrasan ‘ ny vahoaka Amerikanina no lalana hita fa

1

Page 2: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

hatongavana amin ‘ ny tanjona. Koa noho izany dia takina ny fahaiza- manao sy ny traikefa ananan ‘ ny tsi rairay.

Famintinana*Inonanyfiaraha-miasanahorinasynyzava-bitanyaryinona no mapahombyizany. Voateny 300.Ny fiarahamiasa nahorina sy ny zava-bitany ary ny nampahomby anizany:misy ny fiaraha miasa amin ‘ ny tobi-pahasalamana tsy miankina amin ‘ ny Fanjakana zay nomena anarana hoe “CABINET MEDICALE TOP RESEAU” zay misy 20 izy no eto Fianarantsoa ka mitsinjara toy zao:

1. VATOVAVY FITOVINANY:IFANADIANA:Osie ranomafana,tapany avaratra Ranomafana 312 MISOKATRA Alatsinainy ka hatramin ‘ ny Zoma.Misy ihany koa ao MANAKARA:Cabinet medicale Dr DOBY ;pavillon n°4-Bazary Andriana.Toy izany koa ny ao MANANJARY:Osie Mananjary;Antanambazaha BP 38; Cabinet Médical Dr Lucien:lot 170/02 Analanjavidy.

2. ATSIMO ATSINANANA:FARAFANGANA:OSIEFA Fenoarivo BP 229; VANGAIDRANO:Hopitaly Salfa: TANANDAVA FKT Vangaidranobe.

3. HAUTE MATSIATRA:Fianarantsoa I:Cabinet Médical Ambalatsimanirirano lot b 41 ;Cabinet Médical MIHARISOA LOT IE 20 Tsianolondroa ;Cabinet Médical JOSY LOT 171/3702 AMBALAPAISO;DISPENSAIRE SALFA:TOBIM-PITSABOANA LOTERANA Ivory Atsimo BP1110.Cabinet Médical TALATAMATY/ LOT 86TA/FR3609 Talatamaty.DISPENSAIRE ISALAMA SAF/FJKM LOT Prés Hospice-Antanifotsy.CABINET MEDICAL MAHATSARA AMBALAVATO.Cabinet Médical SALAMA FITIAVANA ;TOBIM-PAHASALAMANA SALAMA FITIAVANA Antarandolo.CENTRE Médico-Social RNCFM –FCE BP 1003 Enceinte Gare FCE Ampasambazaha.Cabinet Médical FANANTENANA TALATAMATY AMBONY.Cabinet Médical FUNHECE Villa Mamy III Tsianolondroa

4. AMBALAVAO:cabinet Médical Dr Vévé AMBOHIJAFY.Cabinet Médical Dr CLAUDE ANDREFAMANDA.Ary service Conjoint FISA AMBOHIJAFY.Ny zava –bitany reo dia fiarovana ny aretina azo avy amin ‘ ny firaisana ara nofo,fitsaboana ny aretina azo amin ‘ny firaisana ara nofo ary fakaherezana ny olna tratran ‘ny aretina azo amin ‘ny firaisana ka tsy azo sitranina tahaka ny VIH SIDA.Ny mapahomby izany dia fahasahian ‘ ny zatovo hanatona ny cabinet médicale hitsabo ny aretina azo amin ‘ ny firaisana,fananan ‘ ny olona tombotsoa lehibe amin ‘ ny fisian ny tobi –pahasalamana.Anisan ‘ ny mapahomby ihany koa ny fisian ‘ireo tobim-pahasalamana ireo satria maro ny zatovo vavy sy lahy no sahy manatona azy reo rehefa manana olana ara- pahasalamana/.Tena ilaina ny ny fanana tobim-pahasalamana toy tony satria mapihena ny salan ‘ isan ‘ ny aretina azo avy amin ‘ ny firaisana, afaka mikarakara ny reny hany koa/.Manova ny toetsain ‘ ny zatovo hany koa ny fahafantarany fa misy ny tobim- pahasalamana zay tsapa fa mikarakara tokoa ny tanora amin ‘ ny

2

Page 3: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

fananahana ara – pahasalamana.Ny mpitsabo ao amin’ ny tobi-pahasalamana dia mahay mitazona ny tsy ambaratelon ‘ ny tsirairay ka mahatonga ny tanora tsy ho menatra ary tsy matahotra ny hanantona azy haka torohevitra sy hitsabo ny aretina azo avy amin’ ny firaisana ara-nofo.

Tanjonafototrynytambazotrana alliance*Ataovylisitramisyteboka.Voateny 300

Hahay hifampiresaka amin ‘ ny vehivavy sy ny lehilahy tanora ho sahy handray fanapahakevitra raha tojo olana nahaka toro-hevitra mahakasika ny fahasalamana.

.Hahatonga ny tanora ho modely eo amin ‘ ny fiarahamonina eo amin ‘ ny lafin ‘ny fahasalamana.

HO FIAROVANA ny tsi rairay tsy ho azon ‘ ny aretina avy amin ‘ ny firaisana ara- nofo.

VEHIVAVY bevoka sahy manatona tobi-pahasalamana hanao fisafoana.

Fapihenana ny salan ‘ isan ‘ny reny maty eo am- piterahana. Fampafantarana ny lehilahy sy ny vehivavy ny zony hanana

safidy malalaka amin ‘ ny isan ‘ ny zaza aterakany. Fampitomboana ny fahalalan ‘ ny tsirairay mahakasika ny

fahasalamany. Fampianarana ny tanora lahy sy vavy hiala ny loza aterakin ‘ ny

firaisana ara- nofo tsy voaaro Fampianarana ny tsy hidiran ‘ ny zatovo lahy sy vavy amin ‘ ny

firaisana aloha lotra Fapihenana ny isan ‘ ny tanora vavy ho bevohoka alohan ‘ ny fotoana Fampianarana arahan-dinika sy ady hevitra Fitaomana sy fampatsiarovantenan – ny vahoaka hiaro tena amin ‘ ny

alalan – ny vangivangy arahan-dinika,famelabelara-kevitra atao amin ‘ ny vodronolona na faobe ary olo tokana

Fanapariahana ny fitaova-pisakanana(FIMAILO, FEELING) Fanovana toe- tsaina hiala amin ‘ ny fomban-drazana toy ny fadifady Fialana amin ‘ ny fady sy fifandraisana am –po amin ‘ny ray amandreny

sy zanaka Fampirisihana ny tanora sy ny vehivavy hanatona tobi –pahasalamana

raha misy olana Ady amin ‘ ny ravi maintso zany hoe entanina ny olona hiala amin ‘ ny

fitsaboana ara –drazana sy ny tambavy. Fapiakarana ny taham –padraisana anjaran ny tsi rairay indridra ny

vehivavy sy ny tanora eo amin ‘ ny sehatrin ny fananahana ara –pahasalamana

Ho azo antoka fa hahazo tombotsoa maro ny vehivavy sy ny tanora ho entina hiatrehana ny fiainam –pahasalamana aloha sy aorian ‘ ny fiterahana Fampivoarana ny fiainam –pahasalaman ‘ ny tanora lahy sy vavy Reo samy tanora indray no hifanampy amin ‘ ny sehatrin ‘ ny

fahasalamana

3

Page 4: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

TAnora lahy sy vavy filamatra eo amin ‘ ny fiarahamonina

Fitomboan ‘ ny fimailo lafo zay hapidinana ny salan ‘ isan ‘ ny aretina azo amin ‘ ny firaisana ara nofo

Tanana salama , fonkotany modely ary kaominina mendrika.

4

Page 5: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Mpahazotombotsoasympiaramiombon’antoka*Tanisaoetoireompisitrakasympiaramiombon’antoka ; ireoizaynokendrenamivantanasyny vinavinan’ireoizayvoakasikatsymivantana.

Mpahazotombotsoamivantana

Mpahazotombotsoatsymivantana

Anaran’nysokajy

Vavy

Lahy

Totaliny

Vavy Lahy

Totaliny

TANORA 50 20 70 20 8 28RENY 23 23 13

Totaliny 73 20 93 33 8 28

Fanarahamasosytombanezaka*Inonanyfombafanaraha-masosyfitaovananentinaonanaotombanezakanyfiantraikan’nyhetsika  ?Mety ho mikasikany ara-toetrasyny ara-patra (qualitatif ou quantitatif). Voateny 300.

Fanaraha-maso sy fitaovana nentina nanao tombanezaka ny fiantraikan ny hetsika:

Ara- patra:isan ‘ ny olona manatona tobi –pahasalamana izay hita fa ten a mitombo tokoa

Hita hany koa fa mihena ny olona manao dokotera tena satria tsapan ‘ izy ireo ny fahatsaran ‘ ny fanentanana azony/

MIAKATRA ny salan ‘ isan ‘ ny fimailo lafo satria matahotra ny aretina azo amin ‘ ny firaisana ara nofo ny zatovo.

Mihena ihany koa ny tahan ‘ ny olona miaina amin ‘ ny tsy fahalalana eo amin ‘ny lafiny fananahana ara- pahasalamana inedridra fa ny zatovo lahy sy vavy

Tsapa fa tena hisy fiovana lehibe eo amin ‘ ny fivoaran ‘ ny fiainana ‘ ny tanora ny fahazoan ‘ izy ireo ny fampafantarana sy fanentanana mahakasika ny fananahan ‘ ny zatovo.

EO AMIN ‘ NY TOETSAINA:fampiasana fiarovana Fahasahian ‘ ny ray aman-dreny hamela ny tanora hiresak ny

fananahana ara- pahasalamana zany hoe miala amin ‘ny fady ny olo Ny fitaovana nentina nanao tombanezaka ny fiantraikan ‘ ny

hetsika:misy ny taratasy napiasaina zay nanoratana ny fanentanana nomena ny zatovo, eo hany koa ny solotsaina zay mitahiry ny hevitra hapitaina amin ‘ny mpivory(tanora lahy sy vavy), mety ilaina amizany koa ny solaitrabe fotsy.Tsy ireo hany ny fitaovana ampiasaina fa tsy hadino hany koa zay tena lehibe indridra dia ny DRAFITRASA MIARAKA AMIN ‘NY TANJONA.Misy ny vokatra azo sy adrasana amin ‘ izany :vita ny asa fandresendahatra zay natao,hetsika fanentanana natao zay misy fampafantarana mahakasika ny fananahana ara- pahasalamana eo amin’ ny tanora lahy sy vavy.Ny napiavaka ny hetsika dia ny fanaovana TOP ZUMBA NADRAISAN ny tanora anjara :/Hatreto dia hita fa mavitrika tokoa ny tanora rehefa nahazo fanetanana ray tsapan

5

Page 6: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

‘izy ireo fa hisy fiovana betsaka eo amin ny lafiny fananahana ara-pahasalamana izany satria sahy reo ny manatona tobi-pahasalamana haka torohevitra sy hitsabo tena raha marary ny aretina azo amin ny firaisana ara nofo.Fatatra hany koa fa zon ‘ ny tanora lahy sy vavy no hahazo fahalalana amin ‘ ny fananahana ara-pahasalamana.FARANY dia faly sy ravo ny zatovo lahy sy vavy fa nahazo fanetanana sy fampafantarana mahakasika ny fananahana ara-pahasalamana.

Fifandraisanateoamin’nysekretarian’ ny Alliance*Lazaonyfifandraisan ‘nytambazotranaoamin’nysekretarianasionaly na rezionalyny Alliance ; ahoananynahafahan’izanytantsorokaizanynanamoranyasanaoaryinonanyfombahanatsaranaizany tantsorokaizany ? – Voateny 300

Ny PSI dia” projet ny Amerikanina izay miasa eto Madagasikara.NOHO IZAYfiaraha-miasa izay dia misy ny fifanarahana eo amin ‘ ny firenena Amerikanina sy MADAGASIKARA amin ity resaka FAHASALAMANA ity.Tompon ‘andraikitra voalohany amin ‘ ity fananahana ara- pahasalamana ity ny MINISTERAN ‘NY FAHASALAMANA.Eto dia misy ny famatsiana fanafody avy any ivelany Izay tonga mivantana ao amin ‘ ny PSI.Ny Sekretarian ny alliance dia manamora ny asa satria izy no mamatsy ara-bola sy ara-pitaovana an ‘ I Madagasikara. Eo amin ‘ ny lafiny ara-pitaovana hapiasaina zay tsy ataon ‘ izy ireo ambanin – javatra satria ny fitaovana no antokin’ ny fampandehanan’ ny asa.AO ihany koa ny fitaovana fanentanana zay manana anjara toerana lehibe eo amin ‘ ny asa fandresendahatra toy ny fisy teknika, depliant, boky kely, horonatsary ary ny karazana banderola./Eo amin ‘ ny tantsoroka dia misy ny fandinihana, fandaminana , famakafakana , fandridrana ary fanarahamaso sy fanaovana tom.banezaka.Eo hany koa ny fahazoan-dalana tamin’ ny tompon adraikitra ny Tanana toy ny BENI ‘ NY TANANA.FOMBA FANATSARANA NY TANTSOROKA:tokony hisy ny FIOFANANA MATETIKA entina hanatsarana sy hanamafisana ny fahaizana.Tokony hatanjaka koa ny fiaraha-miasa amin ny Amerikanina sy Madagasikara hapiroboroboana ny fananahana ara-pahasalamana ny zatovo.

EO AMIN ‘NY FAMATSIAM-PANAFODY:misy ny fifanarahana eo amin ‘ ny ministeran fahasalamana sy ny Amerikanina zay mifandray amin ‘ ny ratsan ny tmpon’ adraikitry ny fahasalamana toy ny DRS,SSD, CSB sns……./Rehefa ampy tsara ny hoenti manana hanatanterahana ny asa toy ny voalaza eo ambony dia hita sy tsapa fa tena ho tafita sy latsapaka amin ‘ ny zatovo ny fanetanana sy ny fampafantarana ny zony amin ‘ny fananahana ara-pahasalamana.FARANY dia eo amin ny lafiny ARA BOLA:tokony tsy atao ambanin- javatra satria io VOLA io no ANTOKA ny fampandrosoana ny asa rehetra zay atao;:/Ny vola hany koa no hozatrin ny fiainana ka raha kely sy tsy ampy izany dia tsy mandeha ny asa.

Hetsikamisongadina*Milazàfarafahakelinydimy . – Voateny 300

HETSIKA misongadina: FAMPIASANA haino amanjery:manao fandaharana

fampafantarana ny vahoaka ny hetsika hatao toy ny fizarana tapakila misy fanontaniana mahakasikan ‘ ny TANTARAN ‘ I LALA ka nahazoana loka zay

6

Page 7: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

voasarika .Io hetsika io dia nisy TOP ZUMBA NATAO HANAMASAHANA NY LALAO.MAROBE NY LOKA nozaraina tamin io toy ny thee- shirt ,lecteur, cocote minute sy ny hafa maro koa.MARIHANA fa maro ny olona no tonga nanamasaka ny hetsika.

Manao CIP(Contact Inter-Personnel) rodo be:ny cip rodo be dia tsy inona ankory fa ny mpiara –miasa rehetra dia miaraka miasa amin ‘ ny toerana iray ka ny tanjona amin izany dia n fampitomboana ny fahafantaran ‘ ny olona fa misy ary akaiky anao ny mpiasan ‘ ny fahasalamana izay tsy miankina amin ‘ ny Fanjakana ka tsy tokony hisalasala manantona raha misy ny olana ara-pahasalamana na koa hoe haka torohevitra.

MANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto zany dia mety ho vehivavy 2 RAHA be idridra no iresahana ka mahakasika ny fiainam –pahasalamany no resahana aminy toy ny fitodrana vohoka raha reny bevohoka,fanabeazana aizana raha tsy

Mitondra vohoka ary aretina azo amin ‘ ny firaisana ara nofo raha misy.Raha fitinina dia resaka fananahana ara –pahasalamana no tena mibaha-toerana.

MANAO LAL(LALana):zany hoe eny an-dalana no iresahana lay olona ka mahakasika fahasalaman ny zatovo lahy sy vavy no atao aminy.

MANAO R(Réception):eto dia mamory vehivavy 8 ka hatramin ‘ny 15 avory amin ‘ ny toerana iray ka anaovana famelabelara-kevitra mahakasika ny fasalaman ‘ny tanora idridra fa ny reny.MANDRITRAN ‘ ny fanaovana ity reception ity dia misy ny fanontaniana misokatra zay valiana arahana ady hevitra mahakasika ny fahasalamana.Eto dia ny mpanatrika no tena madray anjara betsaka zany hoe raha misy manontany dia ny namany hany no asaina mamaly azy.ANELANELANY zany rehetra izany dia misy ny zavatra atao hanaitairana ny mpivory mba tsy hapatory na hamonamonaina azy reo.Rehefa vita izany rehetra izany dia ny mpapiofana no mamitina ny voalaza rehetra teo.Farany dia asaina mamitina ny zavatra rehetra voalaza ny mpiofana hadrefesana azy reo hoe mazava sy nihaino ny famelabelara-kevitra natao. Aorianio dia misy ny

7

Page 8: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

fanaovana “fiche de presence” avy eo dia miara miala hetaheta.

Fanaingananyhoenti-manana*Lazaonyfombananainganaonyhoenti-manana (sorabola )hoan’nyasamombanymiralenta.

Sora-bolaAriary (faritomazava)

Fanamarihana

Sora-bolamanokanaho an’ny miralenta

2.000.000 AR isam-bolana

Karaman’ ny mpanentana

Vidin ‘ ny fitaovana hanaovana ny asa fanentanana toy ny banderole,flyers sns...

Nymiralentaaoaminatetikasafototra (faritomazava )

1.400.000 AR isam-bolana

Hapitoviana ny lahy sy ny vavy hahazo fahalalana amin ‘ny lafin ‘ny fahasalamana

Fizarana maimaipoan

8

Page 9: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Sora-bolaAriary (faritomazava)

Fanamarihana

a ny tahiri-kevitra

Sora-bola na zavatranatolotrynyfikambananampiara-miombona antoka (Faritomazava )

1.300.000 AR Hapadrosoana n sy hapiroboroboana ny asa fanentanana hapivoarana ny ny fahasalaman – ny tanora lahy sy vavy

Totaliny 4.700.000 AR Hanatanterahana ny asa rehetra mikasika ny fananahana ara-pahasalaman ny zatovo lahy sy vavy

Vokany

Fiaraha-miasaamin’nyfitondrampanjakana*

Inonaireovokatrynyfiarahanaomiasaamin’nyfitondranaamin’nyfampiharananyandininy 28 voasoratraaoanatin’nyFifaneken’ny SADC mombanyMiralentasyFampandrosoana ? Anisan’nysolontenam-panjakanaveianaoeoamin’ nytambazotraetoamin’nyfaritrasyiraisam-pirenena ? Manomezaohatrairayfarafahakelinymombanyfandresen-dahatra (influence) izayafakanataonaoteoanivon’ireorafitraireo.Voateny 200.

Ny vokatrin’ ny fiaraha- miasa amin’ ny fitondrana amin’ ny fampiharana ny andininy 28 VOASORATR AO ANATIN4 NY fifaneken’ ny SADC MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPADROSOANA dia ny fapitovian-jo ny lahy sy ny vavy eo amin’ ny lafim-piainana rehetra idridra fa ny fananahana ara-pahasalamana VIH SIDA ka ny zavatra atao/amin ‘ izany dia fandehanana eny anivon ‘ ny fokontany hanao dinidinika sy famelabelarakevitra ny amin’ ny zo sy lalana eo amin ny fananahana ara-

9

Page 10: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

pahasalamana. TSY zany hany anefa fa misy koa ny fampitomboana ny taham-pahasalaman’ ny tanora lahy sy vavy zany hoe ananganana tobi-pahasalamana manakaiky ny vahoakaka ho afaka hadray sy/ hanoro hevitra ny tanora lahy sy vavy amin’ ny lafiny fananahana ara-pahasalamana.Hitombo ny isany tanora lahy sy vavy ho sahy hadray anjara amin’ ny raharaham- pahasalamana satria hisy ny fandresendahatra ny tanora lahy sy vavy mba hiditra ao anatin’ny fikambanan’ ny tanora(club des jeunes) hadray anjara amin’ ny raharaham-pahasalamana./Tsy isan’ ny solotenam-panjakana aho eo amin’ ny tambazotra eto amin’ ny faritra sy iraisam-pirenena.OHATRA ny momban’ny fandresendahatra nataoko teo anivon’ ny rafitra: nanetana ny vehivavy sy ny lehilahy hanao fitiliana rà ny amin’ ny VIH SIDA SY HAKA TORO HEVITRA eny amin’ ny tobi-pahasalamana momba ny fananahan ‘ny zatovo.

10

Page 11: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Porofofijoroanavavolombelona *Manomezaporofofijoroanahovavolombelonanyfandresen-dahatraizayazonaonataoamin’nyfanambaranatomponandraki-panjakanaambony , fanambarananalainataminafandraisam-pitenenananateoanivon’nytambazotrairaykamankasitrakanyasaataon’nyfikambananao. Omeonyanarany,nyfikambananasynyandraikiny.Voateny 200.FIJOROANA VAVOLOM-BELONA

Izaho Noella izay tanora vavy eto amin’ny commune urbaine de Fianarantsoa dia mijoro vavolombelona amin’ny asa fanentanana sy fanoroana kevitra nataon’i Beatrice izay fitsidihana tokantrano izay mitondra fampandrodsoana ho any tanora vehivavy fa manana zo hisafidy malalaka ny isan’ny zaza ateraka ny elanelana hanaovana izany. Tena zava-baovao no noentiny ho anya vehivavy satria tena mahatsapa izahay fa ùmilamina sy mirindra ny fiainanany

Fisaorana lehibe no atolotra azy

11

Page 12: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Fiarahamiasaamin’nyfiarahamonim-pirenena*Inonaavyireopaikadynampiasainaentinahahazoananyfanohanan’ireompikambanaaoamin’nyfiarahamonim-pirenenakahiasanyamin’nyfampiharananytanjona 28 nyFifanarahana ?Inonaavynyvokatraazo ?Voateny 200 Ireo paikady nampiasaina entina hahazoana ny fanohanan ‘ireo mpikambana ao amin ny fiarahamonim-pirenena ka hiasany amin ny fampiharana ny tanjona 28 ny fifanarahana dia fifampiresahana eo ami ny samy mpivory, fandresendahatra amin ny fanetanana atao haharesy lahatra ny olona etanina indridra fa ny zatovo vavy sy lahy.Eo hany koa ny fampiasana ny fitaovana entina hanatanterahana ny fampivoarana ny tanora lahy sy vavy ny amin ny fananahana ara-pahasalamana,hahay hisoroka ny aretina azo amin ny firaisana ara nofo ary ho sahy hitily ihany koa ny tsimokaretina VIH SIDA.

Ny vokatra azo:ny fahazotoan ny zatovo lahy sy vavy ho tonga marobe hamonjy fanetanana rehefa misy izany.Ny fanirian ny tanora lahy sy vavy tsirairay hanaovana fanetanana matetika,betsaka koa ny mpitarika tanora no mangetaheta fiofanana mba hahatonga ny tanora ho sahy sy hivoatra, hafalian ireo nahazo tombotsoa tamin ireo toerana nanaovana ny asa fanentanana sy fampafantarana, hetsika fanetananasy famelabelarakevitra mahakasika ny fananahana ara –pahasalamana izay ato isam-bolana eny anivon ny fokontany.Misy hany koa ny fanetanana ny tanora lahy sy vavy eny anivon ny fiarahamonina,fifampiresahana izay atao eny an- tanan-dehibe mahakasika ny tanora vavy sy lahy.Tena ilaina ny hananana paikady tsara sy mahomby eo ami ny asa fanetanana satria miankina amin izany ny fampadrosoana sy ny fivoaran ny toetsain ny tanora vavy sy lahy.

Porofofijoronavavolombelona *Manomezaporofofijoronavavolombelonany influence izayazonaonataoamin’nyfanambaranatomponandrakitraeoamin’nyfiarahamonim-pirenenairaykamankasitrakanyasaataon’nyfikambananao. Omeonyanarany,fikambananasyandraikiny .Voateny 200.

Porofo fijoroana vavolombelona ny influence izay azonao atao amin ny fanambarana tomponandraikitra eo amin ny fiarahamonim-pirenena iray ka makasitraka ny asa ataon ny fikambanana:rehefa nandeha nidina teny ifotony izahay nanao ny asa fanetanana sy famelabelara-kevitra dia tena faly sy nakasitraka ny lehiben ny Fokontany ny amin ny fahatongavanay satria hoy izy hoe tena ilain ny zatovo lahy sy vavy eto an- toerana ny fampafantarana ny fananahana ara-pahasalamana .Marobe mantsy hoy izy ny tsy mbola mahafantatra ny tokony hatao mahakasika izany/.Teto dia ny lehiben ny fokotany mihitsy no nilatsaka nanampy ny mpanentana satria tiany hahala ny zo fototra mahakasika ny fananahana ara-pahasalamana ny tanora lahy sy vavy eo amin ny fari-piadidiany ka ho sahy hadray adraikitra sy hanatona tobi-pahasalamana haka torohevitra mba hiarovan ny tenany tsy ho tratran ny aretina azo amin ny firaisana aranofo:/Taorian ny asa natao dia tena hita tokoa ny fivoaran ny toetsain ny zatovo lahy sy vavy.Fisaorana lehibe no natolony ary nitsodrano ny mpnetana izy hahavitabe amin ny asa ho any tanora lahy sy vavy ary nangataka ny fiverenana matetika eny ifotony mba halatsapaka ny fiofanana eo amin ny tsi rayray/.Raha fitinina zany dia afaka miara miasa tsar any mpitodra fanjakana sy ny mpanentana ara-pahasalamana satria tena ilaina izany ho any tanora lahy sy vavy.Fiaraha-miasaamin’nyvondronaifotony*

12

Page 13: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Inona no vokatrynyfirotsahanao an-tsehatrateoamin’nyvondronaifotonyteoamin’nyFifanarahan’ny SADC mombanyMiralentasyFampandrosoana ? Manomezaohatrairayfarafahakeliny .Voateny 200.

Ny vokatrin’ ny firotsahako an- tsehatra teo amin’ ny vondrona ifotony teo amin’ ny fifanarahan’ ny SADC momba ny miralenta sy ny fampadrosoana dia hita fa mitombo ny olona afaka hampadroso ny firenena, maro hany koa ny zatovo lahy sy vavy hanana fitokisana amin ‘ ny asa fanetanana sy famelabelara-kevitra izay ataoko idridra fa amin ny lafin’ ny fananahana ara-pahasalaman ‘ ny zatovo.Marihana ihany koa fa samy hadray adraikitra daholo ny ny lahy sy ny vavy amin ‘ny lafim- piainana rehetra entina hapadroso ny ny firenena amin ‘ ny lafiny rehetra toy ny fampiharana ny miralenta eo anivon’ ny toeram-piasana zany hoe omena toerana ny vehivavy hitodra ny vahoaka fa tsy ny lehilahy ihany no tokony hitodra.Raha tina hadroso ny tanana iray dia tokony samy hadray adraikitra ny tanora lahy sy vavy ary tsy mijery sarangan’ olona fa tokony hitovy avokoa ny rehetra /.OHATRA ny asa fanetanana atao amin ‘ ny tanora lahy sy vavy hisoroka ny aretina VIH SIDA ,maro izy ireo no manao zavatra hialamboly mba tsy hahatonga azy reo ho tafiditra anatin’ ny fitodra-tena ratsy.Rehefa maro ny tanora sahy madray adraikitra eo amin’ ny sehatrasa tahaka ireny dia hita fa hadroso sy hiroborobo tokoa ny eny anivon’ ny fiarahamonina.

13

Page 14: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Porofofijoronavavolombelona*

Manomezaporofofijoronavavolombelonanyfihatraikan’ (influence) izayazonaonataoamin’nyfanambaranatomponandrakitraeoamin’nyvondronaifotonykamankasitrakanyasanataon’nyfikambananao.Omeonyanarany,nyfikambananysynyandraikiny. Voateny 200.

Fiarahamiasaamin’nyhaino aman-jery*Ahoananyfombaniarahanaoniasatamin’nyhaino aman-jerymbahanaparihahananyFifanarahana ? Voateny 150 Voalohany indridra,niainga tamin ‘ ny fifapiresahana eo amin ‘ ny roa tota :fapafatarana ny mombamomba ahy sy ny adraikitrako ary ny asa sahaniko.Faharoa famelabelara-kevitra sy fanazavana amin ‘ ny antsipiriany ny asa fanolora-kevitra ataoko mahakasika ny FANANAHANA ARA-PAHASALAMANA ka angatahana fiaraha- miasa hanaparitahana ny asa atao amin ‘ ny alalan ‘ny dokam-barotra izay halefa amin ‘ ny fahitalavitra sy radio hapitomboana ny fahalalan ‘ny olona tsi rairay ka ho sahy madray fanapaha-kevitra sy hanana safidy malalaka ny olona eo amin ‘ ny fiainany.Ohatra fapafantarana ny « cabinet Medical TOP RESEAU » misy eto FIANARANTSOA :TOP RESEAU :tobipahasalamana tsy miankina amin ‘ ny FANJAKANA ,afaka manantona azy anao raha mila :TOROHEVITRA momba ny FANANAHANA ARA-PAHASALAMAN ‘ NY TANORA,FANABEAZANA AIZANA,FITSABOANA NY ARETINA AZO AVY AMIN ‘ NY FIRAISANA ARA-NOFO,FITSABOANA NY ARETINA MPAHAZO NY ZAZA,ary TOROHEVITRA SY FITILIANA NY VIH.Noho izany afaka manatona ny top réseau daholo izany ny TANORA,ny VEHIVAVY, ny RENY SY NY ZAZA, zany hoe ny ankohonana rehetra.Porofofanamarinana*

14

Page 15: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Raha azo ataodiamanomezatatitrairaytamin’nyhainoaman-jeryvokatrynyfiarahanaomiasatamin’izyireo .Lien URL, Pdf, You tube.

RTVF Soafia (radio television soafia fianarantsoa); Radio soleil, viva

Fanamafisananyfahaiza-manao*

Efanikarakarafanamafisananyfahaizamanaon’nyfikambananahafavenyFikambananamombanyfampahafantarananyFifanarahan’ny SADC ? Manomezasantionanyiray.Voateny 200

Efa nikarakara fanamafisana ny fahaizamanaon’ ny fikambanana ny fikambanana momba ny fampafantarana ny fifanarahan’ ny SADC.Santionany iray

Manana zo vehivavy ho voaaro amin’ny herisetra minjiady aminyManana zo hosaboina sy ho salama ny zatovo lahy sy zatovo vavy

15

Page 16: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Porofofijoroanavavolombelona*Manomezaporofofijoroanavavolombelonafanambaranaolonafarafahakelinyirayizaynofaninakahilazanynyzavatranianarany .Omeonyanarany,nyfikambananysynyandraikiny. Voateny 200.FIJOROANA VAVOLOM-BELONA

Tina no anarako tanora lahy avy eto Fianarantsoa Fokontany beravina, misaotra makansitraka ary mirarisoa tamin’ny asa fanentanana, fandresen-dahatra ary fampafantarana ny tanora ny mahakasika ny fananaha aram-pahasalamana izay nataon’I Béa teto fokontanay, tsy hisalasala aho manomboka anion y hanatona tombim-pahasalamana hanao fitiliana momba ny fahasalamako aryhaka toro-hevitra ny amin’ny fiarovaka ny tenako tsy azon’ny aretina azo amin’ny firaina ara-nofo

Tsapako fa tena hitondrafiovana sy fampadrosoana eo fiaianan’ny fahasalamany tanora lehilahy sy vehivavy izany asa nataony izany

ho ela velona izay hanefa ny adidy iantsorohany eo main’ny firenena

16

Page 17: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

Lesonaazo notsoahinasyfanavaozana*

1) Fiaraha-miasaamin’nyFanjakana: MombanyfampiharananyFenitrynySADC ,inonanypaikadynataonaorehefatsymitovyfijeryamin’nyfikambananaonyfanjakana ?Manomezaohatrairayfarafahakeliny,ahoanaizanytsyfitovian-kevitraizanynahafahana nahazoanavokatratsaratsarakokoa.

Manao asa fanetanana sy torohevitra ny olona amin ‘ ny alalan ‘ny VAD(Vangivangy Arahana Dinika)zany hoe mitsidika tokatrano,manao LAL(Lalana) zany hoe eny an-dalana no miresaka amin ‘ olona ary R(Réception) zany hoe eto zany dia mamory vehivavy 8 ka hatramin ‘ ny 15 no isany atao amin ‘ toeran iray ka anaovana famelabelara_kevitra mikasik ny fahasalamana.Ohatra:MARO NY VEHIVAVY LATSAKAN ‘ NY 18 TAONA NO MITERAKA zay fatatra fa tena misy fiatraikany eo amin ‘ ny fahasalamana ny fiterahana aloha lotra noho ny taovam-pananahana mbola tsy vonona amin ‘ izany.Ezaka atao hanatsarana ny fomba fiasa entina hanehoana fa mety sy ilaina ny fisianao aminio sehatrasa io ka tokony hapitomboana hatrany ny traikefa sy fahaiza manao.

Ilaina ny fahavononana hanatona tobi-pahasalamana haka torohevitra sy hitsabo tena raha marary.

2) Fiaraha-miasaamin’ireompiara-miombonaantoka: Inonaavyireo lesona azo notsoahinatamin’nyfiaraha-miasa tamin’ireofikambananampiara-miombonaantokasamihafa?

Fitomboan ‘ ny traikefa ananana Fizarana fahalalana Tafita ny hafatra tiana hapitaina amin ‘ ny vahoaka Sahy madray adraikitra ny tsi raira Fiovan ‘ ny toetsaina

3) Lesonahafa ? Fapiharana ny MIRALENTA eo amin ‘ny fiainana andavan ‘andro Fanajana ny ZO maha olona Fanajana ny safidin ‘ ny tsy rairay Fanehoa-kevitra malalaka.

4) Mihoatraamin’ireolesonaireo, inonanyfombafiatrehan’asavaovaohoentin’nyFikambananaamin’nyhetsikamanaraka? Voateny 500. Liana tanora hanantona tombim-pahasalamana haka toro- hevitra Mitombo ny isan’ny tanora vonona hiaro tena hisoroko ny aretina avy

amin’ny firaisana ara nofo Ny vehivavy no tena mavitrika amin’ny manatrika ny fanentanana fa

lehilahy mbola tsy tena marisika amin’izany

17

Page 18: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

18

Page 19: Gender Linksgenderlinks.org.za/.../20876_vololoniaina-beatrice.docx · Web viewMANAO VAD (Vangivangy Arahan-Dinika):io zany dia fitsidihana tokatrano raha liana ny tompotrano ka mampadroso;eto

19