1
7 Lah 1023 Toe-karena « T ATIEMARIAGE » Manampy ny tanora sahirana amin’ny fiatrehana ny fanambadiany www.gvalosoa.com Talata 3 marsa 2020 Distrikan’i Mahanoro Mijoro ny komity mpiaro ny vokatra lavanila HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange : 032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 PHARMACIES DE GARDE 29/02/20 hatramin’ny 07/03/2020 - ANALAKELY (En face TAHALA RARIHASINA) 020 22 236 81/ 033 90 338 34 / 034 48 788 96 - MAHASOAVA (Près BNI Antsakaviro) 020 22 329 85 - MANJAKARAY (Lot II D Ter Manjakaray) 020 22 456 78/032 12 456 78 - ANKADIFOTSY (Anka- difotsy) 020 22 222 07/034 22 222 07/033 85 991 20/032 24 705 51 - TANA (Antsahavola) 020 22 207 17/033 05 207 17/034 05 207 17/032 05 207 17 Mpiandry raharaha Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY MATEX Imprimerie Fametrahana 1023-03-2020 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony S ahirana ny mpivady tanora amin’ny fika- rakarana ny lano- nam-panambadiana. Ma- tetika te hiezaka hanao lanonana manetriketrika tahaka ny zanaka mpane- foefo izy ireo, kanefa tsy ampy ny vola eo am-pela- tanana hiatrehana izany. Nilaza ny tompon’andraki- tra iray mpikarakara ny lanonam-panambadiana, i “TatieMariage”, fa mian- kina betsaka amin’ny za- vatra mitranga sy ny zavatra iainan’ny mpivady no ahafahan’ireto farany manatanteraka ny fahafa- ham-pon’ny mpanjifa sy ny vahiny, izay efa na- sainy hiatrika ny lano- nana. Nandray anjara tamin’ny hetsika “Salon de Mariage et de la Re- ception” andiany faha 12, izay notanterahina tetsy amin’ny Lapan’ny Kolont- saina sy ny Fanatanja- hantena, Mahamasina ny 28 Febroary 2020 ka ha- tramin’ny 29 Febroary 2020 lasa teo ny tom- pon’andraikitra ao amin’ ny mpikarakara “Mariage” i “Tatie Mariage”, nampa- hafantatra ireo tolotra misy ao amin’izy ireo ma- noloana ny fiatrehana ny lanonam-panambadiana iray. Nilaza ny tompon’an- draikitra iray aoamin’i “Ta- tieMariage”, fa manana akanjo “Robe Mariée” isan-karazany izy ireo ary mikarakara lanonam-pa- nambadiana, manom- boka amin’ny voalohany, ka hatramin’ny farany “De A à Z”. Nanohy nanazava ny tompon’andraikitra ao amin’i “Tatie Mariage”, fa mikarakara sakafo, “Salle de Reception”, ny fiara “Tête de Cortège” izy ireo. Marihina fa nanom- boka ny taona 1993 no ni- joroan’i “Tatie Mariage” dia efa betsaka ny lano- nam-panambadiana no- raisin’izy ireo an-tanana ary efa maro mpahafanta- tra ity mpikarakara lano- nam-panambadiana ity amin’izao fotoana izao. Raha misy olona liana te hahafantatra bebe kokoa ny tolotra dia 03411 518 05 ny laharana finday ary “Tatie Maman Mariage” no pejin’ny tambazotra “Facebook”. Franck Razakambelo Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 312 Mitsivalana - Lasantsy - T/ale – Maso (miv) - Mamo - Bibilava - Anana – Do (miv) - Razana (miv) - Soa – Hira (miv) Mitsangana - Lamba - Alainao - Sembana - (V)oina - No – Laza - Tsia – Ar - Sa – Vory - Daomy (miv) V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 1 1 1 1 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Faly sy ravo 2. Soloina – Tampisaka 3. Sakafo – Mariho 4. Lafy 5. Solfa – Fanampin’anarana – Mari-danja 6. Be taona – Mpanondro toerana 7. Faran-teny – Maika sy faingana 8. Mpanafaka masina (miv) – Efaina 9. Marina (miv) – Tsirin- teny Iharana 10. Hita amin’ny vorona sy biby manidina – Mam- pisafidy Mitsangana A. Marihinay B. Vonjenay D. Tovona – Antsasaky ny solika E. Fivoy amin’ny kodiaran-droa F. Manambara (miv) G. Tsinjo – Mari-bola H. Tsy fahampian-tsakafo I. Tsy masaka (BL) – Esotra J. Sondrotra K. Haja sy voninahitra – Azera, ravaina Mitsivalana 1. Antsika – Sy 2. Ao – Foy 3. Korana – Asa 4. Ory – Aminao 5. Hakarina 6. Fararano (miv) 7. Na – Vary (miv) – Ba 8. Railovy 9. No – Iraka 10. Ampio – Aia ? Mitsangana A Ankohonana B. Orana – OM D. Tarika E. Soa – Ariary F. Narary G. Amiraly H. Fa (miv) – Arovanay (miv) I. Fanao (miv) – Vay J. Sisa – Bika K. Aotra Valiny Teny mifanaraka 0311 Hekitara (miv) Ilaina @ lakana Naoty Potika Fiandohan’ny trosa Mitempo Marihiny Zaodahy (miv) Hazo tapaka Milaza fotoana Noraisina Voankazo Ray aman- dreny Vahoaka Ambony Heloka Marika (BR) Fonenana (BR) Asa Voaray Areti-nify Biby misy akora TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 312 Ho fiadiana amin’ny halatra ny vokatra fanondrana la- vanila any amin’ny distrikan’i Mahanoro, faritra Atsina- nana, mijoro any an-toerana isam-pokontany amin’izao fotoana ny komity miaro ny vokatra lavanila, komity ka- razan’ny mpampihàtra dina ifampifehezana eo amin’ny mponina. Miara-miasa amin’ny fokonolona izy ireo amin’ny fanenjehana ireo dahalon’ny lavanila ary ma- nolotra ireo tratra any amin’ny mpitandro filaminana, mba ho fisorohana ny fitsaram-bahoaka. Vokatra tokoa ny lavanila tany amin’iny faritra iny tamin’ity taom-pa- mokarana ity, saingy- ny olana dia io halatra io. Ankoa- tra izany, sahirana amin’izao fotoana ny mponina any amin’ny distrikan’i Mahanoro faritra Atsinanana, voka- try ny tondra-drano, noho ny andro ratsy namely ny tany amin’iny faritra iny, andro vitsivitsy lasa izay. Noho izany mbola miantso fanampiana amin’ny malala-ta- nana izy ireo, araka ny fanambarana nataon’ny depiote voafidy tany amin’ity distrika ity, Rakotoson Hubert. Aly Ny Salon de Mariage tetsy Mahamasina ny herinandro teo.

T e-ka e a Talata 3 marsa 2020 7 Mpiandry « T M Distrikan ...€¦ · T e-ka e a Lah 1023 7 « T ATIE MARIAGE » Manampy ny tanora sahirana amin’ny fiatrehana ny fanambadiany Talata

  • Upload
    others

  • View
    5

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: T e-ka e a Talata 3 marsa 2020 7 Mpiandry « T M Distrikan ...€¦ · T e-ka e a Lah 1023 7 « T ATIE MARIAGE » Manampy ny tanora sahirana amin’ny fiatrehana ny fanambadiany Talata

7Lah 1023Toe-karena

« TATIEMARIAGE »

Manampy ny tanora sahirana amin’nyfiatrehana ny fanambadiany

www.gvalosoa.com Talata 3 marsa 2020

Distrikan’i Mahanoro

Mijoro ny komity mpiaro ny vokatra lavanila

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE29/02/20 hatramin’ny

07/03/2020

- ANALAKELY (En faceTAHALA RARIHASINA)020 22 236 81/ 033 90338 34 / 034 48 788 96

- MAHASOAVA (PrèsBNI Antsakaviro) 020 22329 85

- MANJAKARAY (Lot II DTer Manjakaray) 020 22456 78/032 12 456 78

- ANKADIFOTSY (Anka-difotsy) 020 22 22207/034 22 222 07/033 85991 20/032 24 705 51

- TANA (Antsahavola)020 22 207 17/033 05207 17/034 05 20717/032 05 207 17

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1023-03-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Sahirana ny mpivadytanora amin’ny fika-rakarana ny lano-

nam-panambadiana. Ma-tetika te hiezaka hanaolanonana manetriketrikatahaka ny zanaka mpane-foefo izy ireo, kanefa tsyampy ny vola eo am-pela-tanana hiatrehana izany.Nilaza ny tompon’andraki-tra iray mpikarakara nylanonam-panambadiana,i “TatieMariage”, fa mian-kina betsaka amin’ny za-vatra mitranga sy nyzavatra iainan’ny mpivadyno ahafahan’ireto faranymanatanteraka ny fahafa-ham-pon’ny mpanjifa syny vahiny, izay efa na-sainy hiatrika ny lano-nana. Nandray anjaratamin’ny hetsika “Salonde Mariage et de la Re-ception” andiany faha 12,izay notanterahina tetsyamin’ny Lapan’ny Kolont-saina sy ny Fanatanja-hantena, Mahamasina ny28 Febroary 2020 ka ha-tramin’ny 29 Febroary2020 lasa teo ny tom-pon’andraikitra ao amin’ny mpikarakara “Mariage”i “Tatie Mariage”, nampa-hafantatra ireo tolotra

misy ao amin’izy ireo ma-noloana ny fiatrehana nylanonam-panambadianairay. Nilaza ny tompon’an-draikitra iray aoamin’i “Ta-tieMariage”, fa mananaakanjo “Robe Mariée”isan-karazany izy ireo arymikarakara lanonam-pa-nambadiana, manom-boka amin’ny voalohany,ka hatramin’ny farany “DeA à Z”. Nanohy nanazavany tompon’andraikitra aoamin’i “Tatie Mariage”, famikarakara sakafo, “Sallede Reception”, ny fiara“Tête de Cortège” izyireo. Marihina fa nanom-

boka ny taona 1993 no ni-joroan’i “Tatie Mariage”dia efa betsaka ny lano-nam-panambadiana no-raisin’izy ireo an-tananaary efa maro mpahafanta-tra ity mpikarakara lano-nam-panambadiana ityamin’izao fotoana izao.Raha misy olona liana tehahafantatra bebe kokoany tolotra dia 03411 51805 ny laharana finday ary“Tatie Maman Mariage”no pejin’ny tambazotra“Facebook”.

Franck Razakambelo

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 312

Mitsivalana- Lasantsy

- T/ale – Maso

(miv)

- Mamo

- Bibilava

- Anana – Do

(miv)

- Razana (miv)

- Soa – Hira (miv)

Mitsangana- Lamba

- Alainao

- Sembana

- (V)oina

- No – Laza

- Tsia – Ar

- Sa – Vory

- Daomy (miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00331111))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Faly sy ravo 2. Soloina – Tampisaka 3. Sakafo – Mariho 4. Lafy 5. Solfa – Fanampin’anarana – Mari-danja 6. Be taona– Mpanondro toerana 7. Faran-teny – Maika sy faingana 8. Mpanafaka masina (miv) – Efaina 9. Marina (miv) – Tsirin-teny Iharana 10. Hita amin’ny vorona sy biby manidina – Mam-pisafidy

Mitsangana

A. Marihinay B. Vonjenay D. Tovona – Antsasaky ny solikaE. Fivoy amin’ny kodiaran-droa F. Manambara (miv) G. Tsinjo– Mari-bola H. Tsy fahampian-tsakafo I. Tsy masaka (BL) –Esotra J. Sondrotra K. Haja sy voninahitra – Azera, ravaina

Mitsivalana

1. Antsika – Sy 2. Ao – Foy 3. Korana– Asa 4. Ory – Aminao 5. Hakarina 6. Fararano (miv) 7. Na – Vary (miv) –Ba 8. Railovy 9. No – Iraka 10. Ampio– Aia ?

Mitsangana

A Ankohonana B. Orana – OM D. Tarika

E. Soa – Ariary F. Narary G. Amiraly

H. Fa (miv) – Arovanay (miv) I. Fanao

(miv) – Vay J. Sisa – Bika K. Aotra

Valiny Teny mifanaraka 0311

Hekitara (miv)

Ilaina @lakana

Naoty

Potika

Fiandohan’nytrosa

Mitempo

Marihiny

Zaodahy (miv)

Hazo tapaka

Milazafotoana

Noraisina

Voankazo

Ray aman-

dreny

Vahoaka

Ambony

Heloka

Marika (BR)

Fonenana (BR)

Asa

Voaray

Areti-nify

Biby misy

akora

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 312

Ho fiadiana amin’ny halatra ny vokatra fanondrana la-vanila any amin’ny distrikan’i Mahanoro, faritra Atsina-nana, mijoro any an-toerana isam-pokontany amin’izaofotoana ny komity miaro ny vokatra lavanila, komity ka-razan’ny mpampihàtra dina ifampifehezana eo amin’nymponina. Miara-miasa amin’ny fokonolona izy ireoamin’ny fanenjehana ireo dahalon’ny lavanila ary ma-nolotra ireo tratra any amin’ny mpitandro filaminana,mba ho fisorohana ny fitsaram-bahoaka. Vokatra tokoany lavanila tany amin’iny faritra iny tamin’ity taom-pa-mokarana ity, saingy- ny olana dia io halatra io. Ankoa-tra izany, sahirana amin’izao fotoana ny mponina anyamin’ny distrikan’i Mahanoro faritra Atsinanana, voka-try ny tondra-drano, noho ny andro ratsy namely nytany amin’iny faritra iny, andro vitsivitsy lasa izay. Nohoizany mbola miantso fanampiana amin’ny malala-ta-nana izy ireo, araka ny fanambarana nataon’ny depiotevoafidy tany amin’ity distrika ity, Rakotoson Hubert.

AlyNy Salon de Mariage tetsy Mahamasina ny herinandro teo.