1
7 Lah 1199 Toekarena www.gvalosoa.com M ampikaikaika ny mpanjifa tokoa amin’izao fo- toana ny vidin’ny arina fandrehitra, na saribao eny an-tsena. Noho izay antony izay, nanam- bara ireo mpitrandraka sy mpamokatra arina fandrehi- tra mpikambana ao amin'ny GOFM : Groupement des Opérateurs Forestiers de Moramanga, vondron’ny mpandraharaha momba ny ala any Moramanga, mia- raka amin'ny orinasa Fanalamanga, fa na dia mihena aza ny ala trandrahana amin’izao fotoana, dia miezaka izy ireo hifehy ny vidin'ny arina, ary hampitomboina ny vokatra. Arak’izany, hoy ireto vondrona mpandraha- raha sy mpamokatra saribao ireto, tsy tokony hihoatra ny 20000 Ar izany eny amin'ny mpambongady ary tsy tokony hihoatra ny 23000 Ar eny amin'ny mpanjin- jara. Stefa Ortana « Randonnée » any Ambohiborona Manjakandriana ny 28 aogositra izao Talata 24 aogositra 2021 Arina fandrehitra amidy eny an-tsena amin’izao fotoana. HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY Imprimerie de la RN7 Fametrahana 1199-08-2021 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony GOFM Tsy tokony hihoatra ny 23000 Ar ny arina fandrehitra eny amin’ny mpanjinjara Hanatanteraka fizahan- tany laroina fanatanjahan- tena dia an-tongotra, na randonnée any amin’ny distrikan’i Manjkakan- driana faritra Analamanga indray, ny Ortana, na ny ofisim-paritry ny fizahan- tany amin’ny faritra Anala- manga, ny sabotsy 28 aogositra ho avy izao. Any Ambohiborona, ten- drombohitra iray ao amin’ ny distrikan’i Manjakan- driana, no haleha amin’ izany, mandritra izao fiza- hantany laroina fanatanja- hantena dia an-tongotra izao. 30 km eo, any atsi- nanan’ny renivohitra An- tananarivo no misy ny toerana hanatanterahana izao randonnée izao. Ny lalana amin’izany dia han- dalo an’Ambohitantely (Ambohitratelo), mialo- han’ny hiakarana ny ten- drombohitr’Ambohiborona, izay manana haavo 1600 m, toerana ihany koa mi- rakitra tantaran’ny faritra Vakiniadiana, toerana fandehanan’ny olona koa izy mandritra ny fanama- rihana ny Alamahadibe, hipaka hatrany Ambato- manga ny lalana amin’ity “randonnée” indray mito- raka ity. Ho afaka hividy ireo vokatra azo avy amin’ny ronono any Am- batomanga ireo mpan- dray anjara amin’izany, hahita koa ny hakanto ny toerana sy ny zava-boa- hary amin’izany faritra izany. Ny sakafo hoen- tin’ireo mpandray anjara dia tokony tsy hisy kisoa, tsy hisy tongolko gasy sy tsy misy tongolo be. Ny fisoratana anarana, ho an’ireo handray anjara, toy ny mahazatra dia ao amin’ny zaridainan’Anta- ninarenina. Aly Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 362 Mitsivalana - Pataloha - Hao - Izaho - Zanahary - Iza – Bara (miv) - Na – Tsihy - Antsib(e) Mitsangana - Poizina - Zaza - Tiana - Ha – TN - Tsaho (miv) - OH – Sira (miv) - Hatrany - Ao – Biby (miv) V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 6 6 1 1 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Fanadiovana – Zava-maniry, legioma 2. Arovana amin’ny loza – Ao amin’ny sisa 3. Orinasa Malagasy – Menaka 4. Voankazo 5. Asa (miv) – Faran-teny – Tsirin-teny Iharana 6. Esotra – Piso (miv) 7. Neny (miv) – Hazo marobe 8. La- kroa – Simba, masiso (miv) 9. Tadidinay 10. Antsasaky ny volana – Dada – Dokotera Mitsangana A. Aro loha – Fahita lavitra B. Tamy – Eo amin’ny loha D. Zava-maniry samihafa – Solfa (miv) E. Fanampin’anarana (miv) – Rindran-tey sy hira (miv) F. Faran-teny – Renirrano – Ao amin’ny Baiboly G. Fanontaniana – Foko (miv) H. Aizina I. Solontena J. Bozaka sy ahitra – Fafa (miv) K. Bengy (miv) – Nandeha (miv) Mitsivalana 1. Koba – Atody 2. Alika – S.O 3. Ra- kitra – Ti (miv) 4. Akany – Bory 5. Ny – Aoka 6. Adidiny – Ka 7. Rainao (miv) 8. May – Voanio 9. Arovy – 10. Fy – Impiry Mitsangana A Karama – Maf(y) B. Kalo (miv) – Diary D. Bikany – Io E. Dinika (miv) – VI F. Aty – Mivoy (miv) G. Anao H. Tsa- boina I.OO – OK – Reny (miv) J. Irakay K. Inty – Fora (miv) Valiny Teny mifanaraka 0361 Fety sy lanonana Ambany Aminy Natoky Narindra tsara Voaray (miv) Saribao Menerana manditra (BR) Aizina Mahantra Tapitra (miv) Marary saina Vahoaka Voamaina Fara sy dimby (miv) Mpanoritra Lahateny sy laha-tsoratra Kianteny (miv) Tampisaka Nanontany (miv) TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 362 PHARMACIES DE GARDE 21/08/2021 hatramin’ny 28/08/2021 - MAHAFALY (Soavima- soandro près terminus bus 165) 034 10 937 11 - PROGRES (Analakely) 020 22 207 06/034 78 200 15 - NAMONTANA (Namon- tana) 034 23 899 93 - DE LA CROIX DU SUD (Antanimena en face impri- merie NIAG) 020 22 220 59 / 032 05 656 56 - M PHARMACIE (Imm MAMA Ambalavao Isotry) 034 02 652 55/020 22 665 22 / 034 20 665 22 Mpiandry raharaha Ny tendrombohitra Ambohiborona, any amin’ny distrikan’i Manjakandriana, faritra Analamanga.

T eka e a Talata 24 aogositra 2021 7 Mpiandry GOFM

  • Upload
    others

  • View
    4

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: T eka e a Talata 24 aogositra 2021 7 Mpiandry GOFM

7Lah 1199Toekarenawww.gvalosoa.com

Mampikaikaika ny mpanjifa tokoa amin’izao fo-toana ny vidin’ny arina fandrehitra, na saribaoeny an-tsena. Noho izay antony izay, nanam-

bara ireo mpitrandraka sy mpamokatra arina fandrehi-tra mpikambana ao amin'ny GOFM : Groupement desOpérateurs Forestiers de Moramanga, vondron’nympandraharaha momba ny ala any Moramanga, mia-raka amin'ny orinasa Fanalamanga, fa na dia mihenaaza ny ala trandrahana amin’izao fotoana, dia miezakaizy ireo hifehy ny vidin'ny arina, ary hampitomboina nyvokatra. Arak’izany, hoy ireto vondrona mpandraha-raha sy mpamokatra saribao ireto, tsy tokony hihoatrany 20000 Ar izany eny amin'ny mpambongady ary tsy tokony hihoatra ny 23000 Ar eny amin'ny mpanjin-jara.

Stefa

Ortana

« Randonnée » any Ambohiborona Manjakandriana ny 28 aogositra izao

Talata 24 aogositra 2021

Arina fandrehitra amidy eny an-tsena amin’izao fotoana.

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) /

Airtel :03 35 47 / Orange :032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYImprimerie�de�la�RN7

Fametrahana 1199-08-2021Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

GOFM

Tsy tokony hihoatra ny 23000 Ar ny arina fandrehitraeny amin’ny mpanjinjara

Hanatanteraka fizahan-tany laroina fanatanjahan-tena dia an-tongotra, narandonnée any amin’nydistrikan’i Manjkakan-driana faritra Analamangaindray, ny Ortana, na nyofisim-paritry ny fizahan-tany amin’ny faritra Anala-manga, ny sabotsy 28aogositra ho avy izao.Any Ambohiborona, ten-drombohitra iray ao amin’ny distrikan’i Manjakan-driana, no haleha amin’izany, mandritra izao fiza-hantany laroina fanatanja-hantena dia an-tongotraizao. 30 km eo, any atsi-

nanan’ny renivohitra An-tananarivo no misy nytoerana hanatanterahanaizao randonnée izao. Nylalana amin’izany dia han-dalo an’Ambohitantely(Ambohitratelo), mialo-han’ny hiakarana ny ten-drombohitr’Ambohiborona,izay manana haavo 1600m, toerana ihany koa mi-rakitra tantaran’ny faritraVakiniadiana, toeranafandehanan’ny olona koaizy mandritra ny fanama-rihana ny Alamahadibe,hipaka hatrany Ambato-manga ny lalana amin’ity“randonnée” indray mito-

raka ity. Ho afaka hividyireo vokatra azo avyamin’ny ronono any Am-batomanga ireo mpan-dray anjara amin’izany,hahita koa ny hakanto nytoerana sy ny zava-boa-hary amin’izany faritraizany. Ny sakafo hoen-tin’ireo mpandray anjaradia tokony tsy hisy kisoa,tsy hisy tongolko gasy sytsy misy tongolo be. Ny fisoratana anarana, hoan’ireo handray anjara,toy ny mahazatra dia aoamin’ny zaridainan’Anta-ninarenina.

Aly

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 362

Mitsivalana- Pataloha

- Hao

- Izaho

- Zanahary

- Iza – Bara

(miv)

- Na – Tsihy

- Antsib(e)

Mitsangana- Poizina

- Zaza

- Tiana

- Ha – TN

- Tsaho (miv)

- OH – Sira (miv)

- Hatrany

- Ao – Biby (miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00336611))

BEHARO A B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Fanadiovana – Zava-maniry, legioma 2. Arovana amin’nyloza – Ao amin’ny sisa 3. Orinasa Malagasy – Menaka 4. Voankazo 5. Asa (miv) – Faran-teny – Tsirin-teny Iharana6. Esotra – Piso (miv) 7. Neny (miv) – Hazo marobe 8. La-kroa – Simba, masiso (miv) 9. Tadidinay 10. Antsasaky nyvolana – Dada – Dokotera

Mitsangana

A. Aro loha – Fahita lavitra B. Tamy – Eo amin’ny loha D. Zava-maniry samihafa – Solfa (miv) E. Fanampin’anarana(miv) – Rindran-tey sy hira (miv) F. Faran-teny – Renirrano –Ao amin’ny Baiboly G. Fanontaniana – Foko (miv) H. AizinaI. Solontena J. Bozaka sy ahitra – Fafa (miv) K. Bengy (miv)– Nandeha (miv)

Mitsivalana

1. Koba – Atody 2. Alika – S.O 3. Ra-kitra – Ti (miv) 4. Akany – Bory 5. Ny– Aoka 6. Adidiny – Ka 7. Rainao (miv)8. May – Voanio 9. Arovy – 10. Fy –Impiry

Mitsangana

A Karama – Maf(y) B. Kalo (miv) – DiaryD. Bikany – Io E. Dinika (miv) – VI F. Aty – Mivoy (miv) G. Anao H. Tsa-boina I.OO – OK – Reny (miv) J. IrakayK. Inty – Fora (miv)

Valiny Teny mifanaraka 0361

Fety sy

lanonana

Ambany

Aminy

Natoky

Narindra

tsara

Voaray (miv)

Saribao

Meneranamanditra (BR)

Aizina

Mahantra

Tapitra (miv)

Marary saina

Vahoaka

Voamaina

Fara sy dimby(miv)

Mpanoritra

Lahateny sy

laha-tsoratra

Kianteny (miv)

Tampisaka

Nanontany(miv)

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 362

PHARMACIES DE GARDE

21/08/2021 hatramin’ny

28/08/2021

- MAHAFALY (Soavima-

soandro près terminus bus

165) 034 10 937 11

- PROGRES (Analakely)

020 22 207 06/034 78 200

15

- NAMONTANA (Namon-

tana) 034 23 899 93

- DE LA CROIX DU SUD

(Antanimena en face impri-

merie NIAG) 020 22 220 59 /

032 05 656 56

- M PHARMACIE (Imm

MAMA Ambalavao Isotry)

034 02 652 55/020 22 665

22 / 034 20 665 22

Mpiandryraharaha

Ny tendrombohitra Ambohiborona, any amin’ny distrikan’i Manjakandriana, faritra Analamanga.