1
7 Lah 1000 Toe-karena FANJIFANA Sarona ireo entana lany daty nokasaina hamidy www.gvalosoa.com Noho ny fihotsahan’ny tany, vokatry ny riaka mandeha amin’ny arabe amin’ny lalana any amin’ ny lalampirenena voalo- hany (RN1) iny amin’izao fotoana, dia ahiana ho ta- paka izany lalam-pirenena izany. Ny RN1 dia làlana mampitohy an'Antanana- rivo sy Tsiroanomandidy, lalampirenena izay ani- san'ireo tsara indrindra eto amintsika ankehitriny. Tan- didonin-doza ireo mpan- deha amin’izany lala na izany noho io fihotsahana amin’ny lalana io. Afaka kely an’ Analavory no ahi- tana izany fahasimbana amin’i ty lalana ity izany. Aly Talata 7 janoary 2020 Ny fahasimbana amin’ny RN1, afaka an’Analavory. Tany mihotsaka Ahiana ho tapaka ny lalampirenena voalohany (RN1) Azo lazaina ho faly ireo mpia- sam-panjakana, raha nilaza ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny faran’ny taona lasa teo, fa haka- rina 13% ny karaman’ny mpia- sam-panjakana. Sambany no nisy izany hoy izy nefa raha ny tena marina, tsy nisy fampaka- rana karama tamin’ny taon-dasa ary raha miampy ny amin’ity taona ity, izay tsy fisian’ny fam- pakarana tamin’ny herintaona izay dia izay no manome ilay fampakarana 12,7% ao amin’ny tetibolam-panjakana fa tsy 13% akory aza. Raha resaka tetibola, mbola volabe izany 0,3% izany. Ankoatra izay, ny manana ka- rama betsaka no tena hahazo tombontsoa amin’io fampaka- rana io, satria ny mikarama 200 000 Ar dia tsy hisy afa-tsy 26000 Ar ny fanongan’ny karamany, fa ny mandray 1 tapitrisa Ar isam- bolana ohatra, mahatratra hatra- min’ny 130 000 Ar ny fison- drotana ho azony, izany hoe toy ny tain’alika izy ity ka ny avo ihany no tovonana. Ny mpiasa hafa toy ny mpiasa amin’ny tsy miankina dia mbola tsy fantatra ny mahakasika azy ireo momba ity fisondrotana ity, ny mpiasa tena sy ny sarambabem-ba- hoaka ihany koa tsy hahazo izay anjara masoandrony, noho izany, tsy maintsy hampakatra ny vidin-javatra izay hamidiny sy vokariny ireo mpiasa tena mba hanentsenana ny banga tokony ho fenoina ho azy ireo, satria ny fampakarana 13% ny karama dia azo lazaina fa ampahany vitsy amin’ny vahoaka Malagasy ihany, eo amin’ny 2 hetsy la- tsaka izy ireo, miohatra amin’ny vahoaka Malagasy manontolo miisa 25 tapitrisa. Noho izany, ny maro an’isa ihany no hibaby ny voka-dratsin’izao fampaka- rana ho 13% ny karaman’ny mpiasam-panjakana vitsy an’isa izao. Aly Fanondrotana karama 13% Hampidangana ny vidim-piainana HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange : 032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 PHARMACIES DE GARDE 04/01/20 hatramin’ny 11/04/20 - RAKOTOARIVONY (Analakely en face lycée Rabearivelo) 020 22 240 64/034 45 222 05 - SANTE (Behoririka 1ère à droite après Station Shell) 020 22 540 32/ 032 05 540 32 / 033 12 434 73 / 034 70 684 04 - H (Andrefan'Ambohija- nahary) 032 05 111 65/034 14 011 65 - NY AINA (Andravoa- hangy Ambony) 020 22 229 95 - AICHA (près CENAM 67ha) 020 22 620 02 Mpiandry raharaha Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY MATEX Imprimerie Fametrahana 1000-01-2020 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony Ireo entana lany daty, sarona dia nopotehana, tany Sambava. E o amin’ny sehatry ny fanjifana ny entana samy hafa ilain’ny mponina andavanandro, sarona tany Sambava, faritra Sava, ireo entana lany daty no- kasaina hamidy amin'ny mpanjifa. Tranga mampala- helo no misy amin'ny mpivarotra maromaro, izay mbola minia mivarotra entana efa fantany fa lany daty, izay misy fiantraikany amin'ny fahasalaman'ny mpanjifa. « Manerana ny faritra SAVA dia samy nahatratrarana avy », hoy ny Talem-paritry ny varotra sy ny fanjifana, Be Christophe teo ampamotehana ireo entana lany daty ny zoma teo, sady nampianatra ny olona izay tsy ma- nana fahazarana amin’ny fijerana ny daty misoratra amin’ireo entana hovidiany, mba ho mahina hatrany manomboka izao. «Nahoana no miverimberina foana ireo tranombarotra izay hahatratrarana zavatra tahaka ity ka mbola mamerina hatrany izay raisinay ho fanam- poizina anay», hoy ny fanontanian'ny mpanjifa. Mila mailo hatrany arak’izany ny mpanjifa, hijery ny daty amin’ireny entana samy hafa ireny, izay ilainy amin’ny fiainany andavanandro. Stefa Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 305 Mitsivalana - Kalanoro - Ala – Tava (Miv) - Na – Diana - Dimy – Io - Inona – Ry - Dada – AAA - Tiko (Miv) Mitsangana - Kandida - Alaina - La – Mody - Dina - Nay - Ovay – Ak - Ranoray - Ota – Tay (Miv) V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 0 0 4 4 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Fitafiana fahiny – Iray 2. Milaza fotoana 3. Fialamboly – Anaty rano 4. Hazo marobe – Atody vokatra 5. Mamarana ny fianarana 6. Tsipy (Miv) – Mari-bola 7. Tolonao 8. Ovaina toe- rana 9. Lalao baolina (Miv) – Atsahatra 10. Mivazo – Tsirinteny (Miv) Mitsangana A. Vohay – Hekitara B. Tanàna iray ao Avaradrano – Repo- blika D. Mampifandray toerana samihafa – Ao amin’ny va- tana E. Vizana – Fitaovana fanadiovan trano (Miv) F. May (BR) – Kopy mitovy G. Foibe – Fanitarana H. Mpanondro toerana – Nisintaka I. Mpanondro – Zava-maneno J. Anela- nelan’ny taona – Matoanteny (Miv) K. Tsy marina (Miv) – Tso- foka Mitsivalana 1. Taranany 2. Diso (Miv) – Lap(a) 3. Nanahary 4. Ako – Tale (Miv) 5. Ma- nina (Miv) – Os(y) 6. Inona ? – Basy 7. Si – Kisoa (Miv) 8. Ony – Mi – Tsy 9. Na – Laninay (Miv) 10. Aiky – Alamo Mitsangana A Tana(masoandro) – Anosy (Miv) B. Aka- ninay D. Ronono E. Asa – Ina – YY F. Ni- hena – Ma G. Adala – Aina H. Rambo – Il(o) I. Tily (Miv) – Antsa (Miv) J. Masiso (Miv) K. Mpitsikilo Valiny Teny mifanaraka 0304 Andosirana Tsapa Natoky (BR) Toerana Zava-maitso (BR) Ora fiasana Ilo (Miv) Tovona (Miv) Maro loko (Miv) Fihaonambe Hekitara Nitondra zaza Naman’Ikoto Fetsy Mpanjaka Kaloko Matoanteny Taova (BR) Misintaka (Miv) TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 305

T e-ka e a Talata 7 janoary 2020 7 Mpiandry FANJIFANA ......T e-ka e a Lah 1000 7 FANJIFANA Sarona ireo entana lany daty nokasaina hamidy Noho ny fihotsahan’ny tany, vokatry ny riaka

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: T e-ka e a Talata 7 janoary 2020 7 Mpiandry FANJIFANA ......T e-ka e a Lah 1000 7 FANJIFANA Sarona ireo entana lany daty nokasaina hamidy Noho ny fihotsahan’ny tany, vokatry ny riaka

7Lah 1000Toe-karena

FANJIFANA

Sarona ireo entana lany datynokasaina hamidy

www.gvalosoa.com

Noho ny fihotsahan’nytany, vokatry ny riakamandeha amin’ny arabeamin’ny lalana any amin’ny lalampirenena voalo-hany (RN1) iny amin’izaofotoana, dia ahiana ho ta-paka izany lalam-pirenenaizany. Ny RN1 dia làlanamampitohy an'Antanana-rivo sy Tsiroanomandidy,lalampirenena izay ani-san'ireo tsara indrindra etoamintsika ankehitriny. Tan-didonin-doza ireo mpan-deha amin’izany lala na

izany noho io fihotsahanaamin’ny lalana io. Afakakely an’ Analavory no ahi-

tana izany fahasimbanaamin’i ty lalana ity izany.

Aly

Talata 7 janoary 2020

Ny fahasimbana amin’ny RN1, afaka an’Analavory.

Tany mihotsaka

Ahiana ho tapaka ny lalampirenena voalohany (RN1)

Azo lazaina ho faly ireo mpia-sam-panjakana, raha nilaza nyFiloha Andry Rajoelina tamin’nyfaran’ny taona lasa teo, fa haka-rina 13% ny karaman’ny mpia-sam-panjakana. Sambany nonisy izany hoy izy nefa raha nytena marina, tsy nisy fampaka-rana karama tamin’ny taon-dasaary raha miampy ny amin’itytaona ity, izay tsy fisian’ny fam-pakarana tamin’ny herintaonaizay dia izay no manome ilayfampakarana 12,7% ao amin’nytetibolam-panjakana fa tsy 13%akory aza. Raha resaka tetibola,mbola volabe izany 0,3% izany.Ankoatra izay, ny manana ka-

rama betsaka no tena hahazotombontsoa amin’io fampaka-rana io, satria ny mikarama 200000 Ar dia tsy hisy afa-tsy 26000Ar ny fanongan’ny karamany, fany mandray 1 tapitrisa Ar isam-bolana ohatra, mahatratra hatra-min’ny 130 000 Ar ny fison-drotana ho azony, izany hoe toyny tain’alika izy ity ka ny avoihany no tovonana. Ny mpiasahafa toy ny mpiasa amin’ny tsymiankina dia mbola tsy fantatrany mahakasika azy ireo mombaity fisondrotana ity, ny mpiasatena sy ny sarambabem-ba-hoaka ihany koa tsy hahazoizay anjara masoandrony, noho

izany, tsy maintsy hampakatrany vidin-javatra izay hamidiny syvokariny ireo mpiasa tena mbahanentsenana ny banga tokonyho fenoina ho azy ireo, satria nyfampakarana 13% ny karamadia azo lazaina fa ampahanyvitsy amin’ny vahoaka Malagasyihany, eo amin’ny 2 hetsy la-tsaka izy ireo, miohatra amin’nyvahoaka Malagasy manontolomiisa 25 tapitrisa. Noho izany,ny maro an’isa ihany no hibabyny voka-dratsin’izao fampaka-rana ho 13% ny karaman’nympiasam-panjakana vitsy an’isaizao.

Aly

Fanondrotana karama 13%

Hampidangana ny vidim-piainana

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE04/01/20 hatramin’ny

11/04/20

- RAKOTOARIVONY(Analakely en face lycéeRabearivelo) 020 22 24064/034 45 222 05

- SANTE (Behoririka 1èreà droite après StationShell) 020 22 540 32/032 05 540 32 / 033 12434 73 / 034 70 684 04

- H (Andrefan'Ambohija-nahary) 032 05 11165/034 14 011 65

- NY AINA (Andravoa-hangy Ambony) 020 22229 95

- AICHA (près CENAM67ha) 020 22 620 02

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1000-01-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Ireo entana lany daty, sarona dia nopotehana,tany Sambava.

Eo amin’ny sehatry ny fanjifana ny entana samyhafa ilain’ny mponina andavanandro, sarona tanySambava, faritra Sava, ireo entana lany daty no-

kasaina hamidy amin'ny mpanjifa. Tranga mampala-helo no misy amin'ny mpivarotra maromaro, izay mbolaminia mivarotra entana efa fantany fa lany daty, izaymisy fiantraikany amin'ny fahasalaman'ny mpanjifa. «Manerana ny faritra SAVA dia samy nahatratrarana avy», hoy ny Talem-paritry ny varotra sy ny fanjifana, BeChristophe teo ampamotehana ireo entana lany datyny zoma teo, sady nampianatra ny olona izay tsy ma-nana fahazarana amin’ny fijerana ny daty misoratraamin’ireo entana hovidiany, mba ho mahina hatranymanomboka izao. «Nahoana no miverimberina foanaireo tranombarotra izay hahatratrarana zavatra tahakaity ka mbola mamerina hatrany izay raisinay ho fanam-poizina anay», hoy ny fanontanian'ny mpanjifa. Milamailo hatrany arak’izany ny mpanjifa, hijery ny datyamin’ireny entana samy hafa ireny, izay ilainy amin’nyfiainany andavanandro.

Stefa

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 305

Mitsivalana- Kalanoro

- Ala – Tava

(Miv)

- Na – Diana

- Dimy – Io

- Inona – Ry

- Dada – AAA

- Tiko (Miv)

Mitsangana- Kandida

- Alaina

- La – Mody

- Dina

- Nay

- Ovay – Ak

- Ranoray

- Ota – Tay (Miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00330044))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana1. Fitafiana fahiny – Iray 2. Milaza fotoana 3. Fialamboly –Anaty rano 4. Hazo marobe – Atody vokatra 5. Mamarana nyfianarana 6. Tsipy (Miv) – Mari-bola 7. Tolonao 8. Ovaina toe-rana 9. Lalao baolina (Miv) – Atsahatra 10. Mivazo – Tsirinteny(Miv)

MitsanganaA. Vohay – Hekitara B. Tanàna iray ao Avaradrano – Repo-blika D. Mampifandray toerana samihafa – Ao amin’ny va-tana E. Vizana – Fitaovana fanadiovan trano (Miv) F. May(BR) – Kopy mitovy G. Foibe – Fanitarana H. Mpanondrotoerana – Nisintaka I. Mpanondro – Zava-maneno J. Anela-nelan’ny taona – Matoanteny (Miv) K. Tsy marina (Miv) – Tso-foka

Mitsivalana

1. Taranany 2. Diso (Miv) – Lap(a) 3.Nanahary 4. Ako – Tale (Miv) 5. Ma-nina (Miv) – Os(y) 6. Inona ? – Basy 7.Si – Kisoa (Miv) 8. Ony – Mi – Tsy 9.Na – Laninay (Miv) 10. Aiky – Alamo

Mitsangana

A Tana(masoandro) – Anosy (Miv) B.Aka-ninay D. Ronono E. Asa – Ina – YY F. Ni-hena – Ma G. Adala – Aina H. Rambo –Il(o) I. Tily (Miv) – Antsa (Miv) J. Masiso(Miv) K. Mpitsikilo

Valiny Teny mifanaraka 0304

Andosirana

Tsapa

Natoky (BR)

Toerana

Zava-maitso

(BR)

Ora fiasana

Ilo (Miv)

Tovona (Miv)

Maro loko (Miv)

Fihaonambe

Hekitara

Nitondra zaza

Naman’Ikoto

Fetsy

Mpanjaka

Kaloko

Matoanteny

Taova (BR)

Misintaka

(Miv)

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 305