2
Pejy 1  Ny tetik’asa USAID/Santénet2 dia tanterahin’ny RTI International Bulletin Ezaka Mendrika Hafatry ny Talen’ny tetik’asa Hafaliana ho anay ny mizara aminareo ity laharana faha-3 amin’ny gazety Ezaka Mendrika ity. Anisan’ny laharam - pahamehana ho an’I USAID/Santénet2 ny fisian’ny fanafody eny anivon’ny KM salama. Efa maherin’ny 6000 ireo mpanentana ara-pahasalamana miasa sy mikirakira fanafody sy kojakoja tsy tapaka. Misy ny karazana famatsiana napetraka eny amin’ny fiaraha-monina. Misy ny miaraka amin’ny fanjakàna, misy ihany koa ny iarahana amin’ny PSI. Mba hampandeha ity farany dia misy ny fanofanana sy ny famoronana fitaovana ary ny fanatsaràna ny fitantanana omen’ny tetik’asa. Iray taona mahery taorian’ny nametrahana io fomba vaovao io dia efa miisa 2560 sahady ireo mpanentana naka fanafody teny amin’ny tobim-pamatsiana eny anivon’ny kaominina. Na izany aza dia mbola maro ireo olana tsy maintsy vahana amin’ny lafiny rehetra.  Isaorana ianareo rehetra miasa mafy mba hahatomombana ny famatsiana fanafody eny anivon’ny vahoaka, hialàna amin’ny tsy fisian’ny fanafody ary hanatsaràna hatrany ny fizotran’ny famatsiana. Mazotoa ary mamaky! Ny talen’ny tetik’asa, Volkan Cakir  Laharana faha-3, Septambra 2010  Ny mpanentana ara-pahasalamana nahazo fiofanana manokana no mitsinjara ny fanafody sy ny kojakoja en y anivon’ny fiaraha-monina. Efa voafari- tra mazava ny zotra famatsiana an’ireo fanafody sy kojakoja ireo. Ao ny hita eny amin’ny tobim-  pahasalamana. Ao ny hita eny anivon’ny tobim-pamatsiana eny anivon’ny kaominina (PAC). Voafintina amin’ny tabilao manaraka etsy ambany ireo karazana zotran’ny famatsiana fanafody ireo. NY FAMATSIANA FANAFODY SY KOJAKOJA ENY AMIN’NY KM salama  Foibe mpamatsy Salama PSI Distrika PhaGDis Tobi-  pamatsiana anivon’ny distrika Kaominina PhaGeCom/CSB Tobi-  pamatsiana anivon’ny kaominina Fokontany Mpanentana ara-pahasalamana Mpanentana ara-pahasalamana Sokajin’ireo mpanentana Fanafody Tsotra Fanafody avy amin’ny PSI  Mpanentana Reny 1 Fimailo,Vaka na, Ovrette, Lofemenal, Spermicide, Pilifera na FAF Vakana, Sûr’Eau, Pilplan, Protector Plus Mpanentana Reny 2 Ireo fanafody ampiasain’ny sokajy Reny 1 +Pilifera sy Dépo-provera Ireo fanafody sokajy 1+Confiance , Boaty fanariana zava-maranitra Mpanentana Zaza 1 Pilifera na FAF Sûr’Eau Mpanentana Zaza 2 Ireo fanafody ampiasain’ny sokajy Zaza 1+ Cotrim, Paracétamol, SRO/Zinc, ViaSUR, ACTipal, Fitaovam-  pitiliana tazo-moka ,Fonon-tanan a,  boaty fanariana zava-maranitra Rehefa avy nandalo fiofanana nandritra ny 5 andro ireo mpanentana ara-pahasalamana dia mahazo fitaovana entiny mitantana ireo fanafody sy kojakoja maro ilaina amin’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza.   Ny tabilao etsy ambany dia maneho ireo fanafody misy any amin’ireo mpanentana ara-pahasalamana isa-tsokajiny arakaraky ny mpamatsy.    ©    U    S    A    I    D    /    S   a   n    t    é   n   e    t    2

"Ezaka Mendrika" - Laharana faha-3, Septambra 2010 (SantéNet 2)

Embed Size (px)

Citation preview

 

Pejy 1  Ny tetik’asa USAID/Santénet2 dia tanterahin’ny RTI International

Bulletin Ezaka MendrikaHafatry ny Talen’ny tetik’asa 

Hafaliana ho anay ny mizara aminareo ity

laharana faha-3 amin’ny gazety Ezaka

Mendrika ity. Anisan’ny laharam -

pahamehana ho an’I USAID/Santénet2

ny fisian’ny fanafody eny anivon’ny KM

salama. Efa maherin’ny 6000 ireo

mpanentana ara-pahasalamana miasa sy

mikirakira fanafody sy kojakoja tsy

tapaka.

Misy ny karazana famatsiana napetraka

eny amin’ny fiaraha-monina. Misy ny

miaraka amin’ny fanjakàna, misy ihany

koa ny iarahana amin’ny PSI. Mba

hampandeha ity farany dia misy ny

fanofanana sy ny famoronana fitaovana

ary ny fanatsaràna ny fitantanana

omen’ny tetik’asa. 

I r ay t aona mahery t aor i an ’ny

nametrahana io fomba vaovao io dia efa

miisa 2560 sahady ireo mpanentana naka

fanafody teny amin’ny tobim-pamatsiana

eny anivon’ny kaominina. Na izany aza

dia mbola maro ireo olana tsy maintsy

vahana amin’ny lafiny rehetra. 

Isaorana ianareo rehetra miasa mafy

mba hahatomombana ny famatsiana

fanafody eny anivon’ny vahoaka, hialàna

amin’ny tsy fisian’ny fanafody ary

hanatsaràna hatrany ny fizotran’ny

famatsiana.

Mazotoa ary mamaky!

Ny talen’ny tetik’asa, 

Volkan Cakir  

Laharana faha-3, Septambra 2010

 Ny mpanentana ara-pahasalamana nahazo fiofanana manokana no

mitsinjara ny fanafody sy ny kojakoja eny anivon’ny fiaraha-monina. Efa voafari-

tra mazava ny zotra famatsiana an’ireo fanafody sy kojakoja ireo. Ao ny hita eny

amin’ny tobim- pahasalamana. Ao ny hita eny anivon’ny tobim-pamatsiana eny

anivon’ny kaominina (PAC).

Voafintina amin’ny tabilao manaraka etsy ambany ireo karazana zotran’ny

famatsiana fanafody ireo.

NY FAMATSIANA FANAFODY SY KOJAKOJA ENY AMIN’NY KM salama  

Foibe mpamatsy Salama PSI

Distrika PhaGDis Tobi- pamatsiana anivon’ny distrika

Kaominina PhaGeCom/CSB Tobi- pamatsiana anivon’ny kaominina 

Fokontany Mpanentana ara-pahasalamana Mpanentana ara-pahasalamana

S o k a j i n ’ i r e o

mpanentana

Fanafody Tsotra Fanafody avy amin’ny PSI 

Mpanentana Reny 1 Fimailo,Vakana, Ovrette,Lofemenal, Spermicide,Pilifera na FAF

Vakana, Sûr’Eau, Pilplan,Protector Plus

Mpanentana Reny 2 Ireo fanafody ampiasain’nysokajy Reny 1 +Pilifera syDépo-provera

Ireo fanafody sokajy 1+Confiance,Boaty fanariana zava-maranitra

Mpanentana Zaza 1 Pilifera na FAF Sûr’Eau 

Mpanentana Zaza 2 Ireo fanafody ampiasain’ny

sokajy Zaza 1+ Cotrim,Paracétamol, SRO/Zinc,

ViaSUR, ACTipal, Fitaovam-

 pitiliana tazo-moka ,Fonon-tanana, boaty fanariana zava-maranitra

Rehefa avy nandalo fiofanana nandritra ny 5

andro ireo mpanentana ara-pahasalamana

dia mahazo fitaovana entiny mitantana ireo

fanafody sy kojakoja maro ilaina amin’ny

fahasalaman’ny reny sy ny zaza. 

 Ny tabilao etsy ambany dia maneho ireo

fanafody misy any amin’ireo mpanentana

ara-pahasalamana isa-tsokajiny arakaraky

ny mpamatsy.

   ©   U   S   A   I   D   /   S  a  n   t   é  n  e   t   2

 

Pejy 2  Ny tetik’asa USAID/Santénet2 dia tanterahin’ny RTI International

Inona ny vaovao?

-Nikarakara atrik’asa ho

fandrindràna ny zotram-

pamatsiana fanafody eny

anivon’ny fiaraha-monina ny

USAID/Santénet2 sy ny PSI

Madagasikara. Ny atrik’asa dia

notanterahina ny 10 aogositra

hatramin’ny 20 septambra

t e o . I s a n ’ n y t a n j o n a

t a m i n ’ i z a n y n y t s y

hahatapahan’ny fanafody ho

famonjena ny vahoaka eny

i fo tony . Fa i ndr indra

hanampiana ny traik’efan’ireo

rehetra mik irak ira ny

famatsiana sy hamahàna ny

olana rehetra. Eny anivon’ireo

distrika 72 misy KM salama

no nanatontosàna ny atrik’asa.

Ireo mpiandraikitra ny tobim-

p a m a t s i a n a s y i r e o

teknisianina avy amin’ireo

ONG rehetra no voaantso

nanatrika izany. 

Anisan’ny ezaka lehibe indrindra atao eny amin’ny KM salama ny hampisy

vatsy tsy tapaka ireo fanafody sy kojakoja. Aseho amin’ireto ohatra ireto ny

andraisan’ny vahoaka an-tanana izany famatsiana izany:

ANDAPA: Miara-miasa amin’ireo mpanentana

ny fikambanan’ireo mpampiofana (AFACA) 

Ireo mpampiofana mikambana ao amin’ny fikambanana AFACA

no manampy amin’ny fahazoana fanafody sy kojakoja ho an’ireo

mpanentana miasa hialàna amin’ny tsy fisiana eo anivon’ny fiaraha

-monina.

ANJEVA GARA: Nandray an-tànana ny fametrahana tobi-

pamatsiana fanafody ny filan-kevitry ny kaominina.

 Ny filan-kevitra kaominaly mihintsy no nanapaka fa hamatsy vola

ny fametrahana tobim- pamatsiana fanafody ao amin’ny kaominina

Anjeva Gara, iasan’ny tetik’asa USAID/Santénet2. Niara-nanome

tanana ireo tompon’andraikitra hitandroana ny tsy fisian’ny

fanafody ho entin’ny mpanentana miasa. 

Laharana faha-3, Septambra2010

© USAID/Santénet2: Mpanentana iray mandray

an-t anana ny FFP  

© USAID/Santénet2 :Trano iray fitehirizana fanafodyvitan’ny fokonolona tao Mizilo-Manakara

© USAID/Santénet2 Manantona ireoreny eny ifotony ireo mpanentana

Ireo karazan’olona na fikambanana

miandraikitra ny tobim-pamatsiana :

Iza avy izy ireo?

-Tobim-pamatsiana (Distrika):

Fikambanana tsy miankina (misahana ny

tontolo iainana, miralenta, fampandrosoana

eny ambanivohitra)-Tobim-pamatsiana (Kaominina):

Mpitsabo tsy miankina, mpampivelona,

mpikambana ao amin’ny CDS, mpivarotra,fikambanana tsy miankina

Fomba ahoana ny nisafidianana azy ireo?Ireo olona miandraikitra ny tobim-

 pamatsiana dia olona voafidin’ny fiaraha-

monina noho izy ireo manana traik’efa

amin’ny fitantanana fanafody.

Inona ny andraikiny?

 Ny asan’izy ireo dia manao izay hisian’ireofanafody ilaina amin’ny fanatsaràna ny

fahasalaman’ny reny sy ny zaza. 

Toy izao ny vokatra azon’ireo mpanentana

amin’ny fikirakiràna fanafody tamin’ireo

tatitra miisa 2560 azo nandritra ny volana,

aprily-may-jiona 2010.

 Ny mpanentana Reny iray dia namarotra:tsindrona Depo-provera 5, Spermicide1,

vakan’ny fadim-bolana 1, Pilina 6 (pilplan sy

ovrette) ary pilifera na FAF 4 isam-bolana.

 Ny mpanentana Zaza kosa dia nivarotra:Cotrim 60, SRO/Zinc 60, ACT 33, Paracétamol

33 itsaboana ireo aretina mpahazo ny zaza. 

Sehatra Toeram-

pamatsiana

fanafody tsotra

T o e r a m -

p a m a t s i a n a

fanafody avy

amin’ny PSI 

Ireo distrika

72 100% 100%

Ireo KM

salama 800 100% 30%

Toy izao ny fisian’ny tobim-pamatsiana eny

anivon’ireo distrika 72 mandrakotra ireo

kaominina KM salama miisa 800 :