1
6 Liahona Araho ny Mpaminany M iteny ho an’ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy ireo mpaminany sy apôstôly. Mampianatra antsika ny fomba hanarahana an’i Jesoa izy ireo. Araho ny lalana mba hahatongavana any amin’ireo zavatra asain’ny mpaminany sy apôstoly ataontsika. Niresaka tamiko tamin’ny alalan’ny lahateny tamin’ny fihaonambe ny Ray any An-danitra Nosoratan’i Anne Laleska Alves de Souza N isalasala aho ny amin’izay zavatra tokony hianarako any amin’ny oniversite. Tsy nankasitraka ny taranja tiako hianarana ny ankamaroan’ny olona, ka noho izany dia nivavaka tamin’ny Tompo aho mba hahitako raha nekeny ny fanapahan-kevitro. Tonga ny ampitson’io ny valim-bavaka nandrasako rehefa namaky lahateny iray tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana tao anaty Liahona aho. Tsapako toy ny hoe nilaza tamiko ny Ray any An-danitra fa tsy afaka misafidy ho ahy Izy—fanapahan-kevitra tokony horaisiko samirery izany. Fantatro fa na inona na inona no hofidiako dia tsy maintsy ho niasa mafy aho mba hahitako fahombiazana. ZATOVO HO AN’NY ANKIZY Fantatro fa novaliana ny vavaka nataoko. Nanampy ahy handray fanapahan-kevitra ny fanamafisan’ny Fanahy Masina. Nianatra nanome ny ezaka tsara indrindra avy amiko aho ary fantatro fa hanampy ahy ny Ray any An-danitra. Mipetraka ao Sergipe Brésil ny mpanoratra. SARIN’OLONA MAKA TAHAKA FOTSINY IHANY FA TSY TENA IZY SARY NATAON’I VAL CHADWICK BAGLEY

Niresaka tamiko tamin’ny alalan’ny lahateny tamin’ny ......2016/04/04  · ahy handray fanapahan-kevitra ny fanamafisan’ny Fanahy Masina. Nianatra nanome ny ezaka tsara indrindra

  • Upload
    others

  • View
    3

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Niresaka tamiko tamin’ny alalan’ny lahateny tamin’ny ......2016/04/04  · ahy handray fanapahan-kevitra ny fanamafisan’ny Fanahy Masina. Nianatra nanome ny ezaka tsara indrindra

6 L i a h o n a

Araho ny Mpaminany

Miteny ho an’ny Ray any An- danitra sy i Jesoa Kristy

ireo mpaminany sy apôstôly. Mampianatra antsika ny fomba hanarahana an’i Jesoa izy ireo. Araho ny lalana mba hahatongavana any amin’ireo zavatra asain’ny mpaminany sy apôstoly ataontsika.

Niresaka tamiko tamin’ny alalan’ny lahateny tamin’ny fihaonambe ny Ray any An- danitraNosoratan’i Anne Laleska Alves de Souza

Nisalasala aho ny amin’izay zavatra tokony hianarako any amin’ny oniversite. Tsy nankasitraka ny taranja

tiako hianarana ny ankamaroan’ny olona, ka noho izany dia nivavaka tamin’ny Tompo aho mba hahitako raha nekeny ny fanapahan- kevitro.

Tonga ny ampitson’io ny valim- bavaka nandrasako rehefa namaky lahateny iray tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana tao anaty Liahona aho. Tsapako toy ny hoe nilaza tamiko ny Ray any An- danitra fa tsy afaka misafidy ho ahy Izy—fanapahan- kevitra tokony horaisiko samirery izany. Fantatro fa na inona na inona no hofidiako dia tsy maintsy ho niasa mafy aho mba hahitako fahombiazana.

ZATOVO

HO AN’NY ANKIZY

Fantatro fa novaliana ny vavaka nataoko. Nanampy ahy handray fanapahan- kevitra ny fanamafisan’ny Fanahy Masina. Nianatra nanome ny ezaka tsara indrindra avy amiko aho ary fantatro fa hanampy ahy ny Ray any An- danitra.Mipetraka ao Sergipe Brésil ny mpanoratra.

SARI

N’O

LONA

MAK

A TA

HAKA

FO

TSIN

Y IH

ANY

FA T

SY T

ENA

IZY

SARY

NAT

AON’

I VAL

CHA

DWIC

K BA

GLE

Y