7
Filazana Daty: 13 desambra 2018 Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona fanampiny maneran-tany; Fitopololahin’ny Vondrom-paritra; Filohan’ny tsatòka sy Filohan’ny misiôna ary Filohan’ny distrika; Eveka sy Filohan’ny sampana Avy amin’ny: Seminera sy Institiota fianarana ny filazantsara (1-801-240-4357) Antony: Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora tokan-tena sy mpivady vao herotrerony, Janoary 2019 Hisy fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora tokan-tena sy ny mpivady vao herotrerony hampitaina mivantana aminʼny alalan’ny tambazotranʼny zanabolan’ny Fiangonana LDS.org, YouTube, ary ny haino aman-jery hafa ny alahady 13 janoary 2019, amin’ny 6 ora hariva, ora mountain standard time (MST). Ny Loholona Dale G. Renlund ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo sy Rahavavy Ruth L. Renlund vadiny no ho mpandaha-teny amin’io. Asaina handray anjara amin’ izany ireo tanora rehetra (18–30 taona) na manambady na tsia, sy ireo mpianatra izay hamarana ny ambaratonga faharoa na ny mitovy amin’izany amin’ny fiafaran’ny volana aprily 2019. Fotoana fohy aorian’ilay fampitana mivantana dia hisy raki-tsary sy raki-peon’ilay fampaherezam-panahy hotehirizina ao amin’ny devotionals.lds.org. Izany firaketana ilay fampitana izany dia azo jerena na sintonina amin’ny fotoana rehetra. Mba hahitana ireo fiteny misy sy ireo antsipiriany hafa dia jereo ny fandaharam-potoan’ny fampitana izay ampiarahana amin’ity filazana ity. Hisy amin’ireo fiteny rehetra izay nahazoana lalana ireo raki-tsary sy raki-peo alohan’ny sabotsy 19 janoary 2019. Miangavy ny mba ametrahana daty sy fotoana iray izay tena mety amin’ireo tanora ao amin’ny faritra misy anao mba hijerena izany. Hita ao amin’ny devotionals.lds.orgireo loharano ho an’ny tambazotra ifaneraserana. Fandikana ny Notice, 13 December 2018: January 2019 Worldwide Devotional for Young Adults. Malagasy. 16520 654

Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona Avy … · 2018. 12. 13. · Fiangonana sy ao amin’ny oni als t oved lds. gro . : Anglisy (teny ambara mn-ohaeis) a

  • Upload
    others

  • View
    5

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona Avy … · 2018. 12. 13. · Fiangonana sy ao amin’ny oni als t oved lds. gro . : Anglisy (teny ambara mn-ohaeis) a

Filazana

Daty: 13 desambra 2018

Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona fanampiny maneran- tany; Fitopololahin’ny Vondrom- paritra; Filohan’ny tsatòka sy Filohan’ny misiôna ary Filohan’ny distrika; Eveka sy Filohan’ny sampana

Avy amin’ny: Seminera sy Institiota fianarana ny filazantsara (1-801-240-4357)

Antony: Fampaherezam- panahy maneran- tany ho anʼny tanora tokan- tena sy mpivady vao herotrerony, Janoary 2019

Hisy fampaherezam- panahy maneran- tany ho anʼny tanora tokan- tena sy ny mpivady vao herotrerony hampitaina mivantana aminʼny alalan’ny tambazotranʼny zanabolan’ny Fiangonana LDS .org, YouTube, ary ny haino aman- jery hafa ny alahady 13 janoary 2019, amin’ny 6 ora hariva, ora mountain standard time (MST). Ny Loholona Dale G. Renlund ao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo sy Rahavavy Ruth L. Renlund vadiny no ho mpandaha- teny amin’io. Asaina handray anjara amin’ izany ireo tanora rehetra (18–30 taona) na manambady na tsia, sy ireo mpianatra izay hamarana ny ambaratonga faharoa na ny mitovy amin’izany amin’ny fiafaran’ny volana aprily 2019.

Fotoana fohy aorian’ilay fampitana mivantana dia hisy raki- tsary sy raki- peon’ilay fampaherezam- panahy hotehirizina ao amin’ny devotionals .lds .org. Izany firaketana ilay fampitana izany dia azo jerena na sintonina amin’ny fotoana rehetra. Mba hahitana ireo fiteny misy sy ireo antsipiriany hafa dia jereo ny fandaharam- potoan’ny fampitana izay ampiarahana amin’ity filazana ity. Hisy amin’ireo fiteny rehetra izay nahazoana lalana ireo raki- tsary sy raki- peo alohan’ny sabotsy 19 janoary 2019.

Miangavy ny mba ametrahana daty sy fotoana iray izay tena mety amin’ireo tanora ao amin’ny faritra misy anao mba hijerena izany. Hita ao amin’ny devotionals .lds .orgireo loharano ho an’ny tambazotra ifaneraserana.

Fandikana ny Notice, 13 December 2018: January 2019 Worldwide Devotional for Young Adults. Malagasy. 16520 654

Page 2: Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona Avy … · 2018. 12. 13. · Fiangonana sy ao amin’ny oni als t oved lds. gro . : Anglisy (teny ambara mn-ohaeis) a
Page 3: Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona Avy … · 2018. 12. 13. · Fiangonana sy ao amin’ny oni als t oved lds. gro . : Anglisy (teny ambara mn-ohaeis) a

1

Fandaharam- potoan’ny fampitàna ataon’ny FiangonanaFampaherezam- panahy maneran- tany ho anʼny tanora tokan- tena sy ny mpivady vao herotrerony: Takariva hiarahana amin’ny Loholona Renlund sy Rahavavy RenlundAlahady 13 janoary 2019Faharetanʼny fandaharana: Adiny iray

Fampahalalana ankapobenyFotoana fijerenaMiangavy ny mba ametrahana daty sy fotoana iray izay tena mety amin’ireo tanora ao amin’ny faritra misy anao mba hijerena izany.

Fampahalalana ho an’ny Manam- pahaizana momba ny teknôlôjia an’ny tsatòkaIty fampitana ity dia azo jerena mivantana 1 ao amin’ny tambazotran’ny zanabolan’ny Fiangonana sy ny devotionals .lds .org, ary ny haino aman- jery hafa. Ny fijerena rehetra aorian’ny fampitana mivantana dia tsy maintsy atao amin’ny alalan’ny fijerena amin’ny alalan’ny Internet na ny fisintonana ilay fampitana ao amin’ny devotionals .lds .org, na amin’ny alalan’ny fanaovana tahadika an’ilay fampitana mivantana ka mijery izany avy eo, na amin’ny alalan’ny fisafidianana ny iray amin’ireo fomba hahitana izany izay voatanisa ato amin’ity fandaharam- potoana ity.Raha mila torolalana aminʼny fanomanana ny fampitàna aminʼny alalanʼny zanabolana na ny fangatahana fanampiana ara- teknika dia vakio ny Fampahafantarana ny fitaovana fandraisana fandaharana avy aminʼny zanabolana ho anʼny Manam- pahaizana momba ny teknôlôjia an’ny tsatòka. Tokony ho eo akaikinʼny fitaovana fandraisana ny zanabolana no misy io torolalana io.Raha mila fanazavana ara- teknika mikasika ny zanabolana na ny internet na ny fitaovana hafa ampiasaina mba handraisana ireo fampitàna mivantana anʼny Fiangonana ao aminʼny trano fivoriana dia tsidiho ny mhtech .lds .org. Raha toa ka tsy ahitana ny fiteninareo ao aminʼity tranonkala ity, dia afaka manome fanampiana ny birao fandraharahana voatendry hisahana izany.Fanamarihana: Raha toa ka mahay mamaky sy manoratra ny teny anglisy ianao, dia fenoy ilay fanadihadiana momba ny fampitana aorianʼny fahavitanʼilay fampitana mivantana (mbola aminʼny teny anglisy ihany io fanadihadiana io no misy). Mba hidirana amin’ilay fanadihadiana dia mandehana ao amin’ny mhtech .lds .org dia tadiavo ny broadcast survey.

Teny ambara miseho an- tsoratraNy teny ambara miseho an- tsoratra ho anʼireo manana olana aminʼny fandrenesana dia hita aminʼny fampitana aminʼny tambazotranʼny zanabolanʼny Fiangonana any aminʼny faritra maro. Any amin’ny faritra ahitana izany dia misy amin’ny teny anglisy izy io ao amin’ny closed- caption channel 1 (CC1), sy amin’ny teny Pôrtogey ao amin’ny closed- caption channel 2 (CC2), ary amin’ny teny Espaniôla ao amin’ny closed- caption channel 3 (CC3). Raha misy teny ambara miseho an- tsoratra ao aminʼny faritra misy anao, dia manomàna vata fahitalavitra ho anʼireo izay mila izany azafady. Raha mila fanampiana ara- teknika dia araho ireo torolalana ao amin’ny Fampahafantarana ny

1. Mety mbola hisy fiovana ny daty sy ny fotoana ary ireo fiteny handefasana ilay fampitana. Jereo ny events .lds .org ho an’ny vaovao farany amin’ny fiteny Anglisy. Ho anʼny vaovao farany aminʼny fiteny hafa, dia mifandraisa aminʼny birao fandraharahana miandraikitra izany.

Page 4: Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona Avy … · 2018. 12. 13. · Fiangonana sy ao amin’ny oni als t oved lds. gro . : Anglisy (teny ambara mn-ohaeis) a

2

Fandaharam-potoanʼny fampitana: Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora tokan- tena sy mpivady vao herotrerony

fitaovana fandraisana fandaharana avy amin’ny zanabolana ho an’ny Manam- pahaizana momba ny teknôlôjia an’ny tsatòka.Misy ao aminʼny internet ihany koa ny teny ambara miseho an- tsoratra aminʼny fiteny anglisy, pôrtogey ary espaniôla ho anʼireo fitaovana elekitrônika izay mahazaka izany.

Fanaovana tahadika ny horonan- tsaryNy fanaovana tahadika ny horonan- tsary anʼity fampitana ity dia nahazoana lalana raha ampiasaina eo anivonʼny Fiangonana irery ihany. Afaka manao tahadika izany ny manam- pahaizana momba ny teknôlôjia an’ny tsatòka ho anʼny tranomboky ao aminʼny trano fiangonana tsirairay. Tokony hapetany eo aminʼny horonan- tsary tsirairay ity fanamarihana momba ny zonʼny mpamorona manaraka ity:

Fampaherezam- panahy maneran- tany ho anʼny tanora tokan- tena sy mpivady vao herotrerony: Takariva hiarahana amin’ny Loholona Renlund sy Rahavavy Renlund 13 janoary 2019 © 2019 by Intellectual Reserve, Inc. All rights reserved.

Ity fampitana ity dia hotehirizina koa ao amin’ny devotionals .lds .org.

Fampitana mivantanaNy fampitana mivantana dia azo jerena amin’ny alalan’ny tambazotran’ny zanabolan’ny Fiangonana, ao amin’ny devotionals .lds .orgao amin’ny mormonchannel .orgao amin’ny Mormon Channel ho an’ny Roku,2 ny pejy Facebook LDS Institutes of Religion ary ao amin’ny application mobile Mormon Channel.

Fampitana mivantana Ora Mountain Standard Time (MST): Alahady 13 janoary 2019 amin’ny 6 ora hariva.3

Ora iraisam- pirenena (UTC): Alatsinainy 14 janoary 2019 amin’ny 1 ora maraina

2. Ireo vokatra na anaranʼorinasa sy ny fitaovany na ny sary famantarana azy na ny sary kely na ny endrika zavatra rehetra anʼizany orinasa izany izay voalaza ao aminʼity taratasy ity dia marika voapetraky ny tompony avy ary tsy naseho afa- tsy aminʼny fomba izay natao ho tombontsoanʼny tomponʼizany marika izany. Ny fisiana na ny tsy fisianʼny anarana fitaovana na sampan- draharaha, na orinasa, na fikambanana, na renim- pejy, na tranonkala ao aminʼity taratasy ity dia tsy midika hoe nisy fanohanana ara- bola na fiantohana na tsy fiantohana izany avy aminʼ Ny Fiangonanʼi Jesoa Kristy ho anʼny Olomasinʼny Andro Farany.

3. Ny ora fanombohanʼny fandaharana dia voatanisa aminʼny ora mountain standard time (MST) sy aminʼny ora iraisam- pirenena (UTC). Ny MST dia ora any Salt Lake City, Utah. Ny UTC dia ny ora iraisam- pirenena.

Page 5: Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona Avy … · 2018. 12. 13. · Fiangonana sy ao amin’ny oni als t oved lds. gro . : Anglisy (teny ambara mn-ohaeis) a

3

Fandaharam-potoanʼny fampitana: Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora tokan- tena sy mpivady vao herotrerony

Ireo fiteny misy ho an’ny fampitana mivantana amin’ny alalan’ny tambazotran’ny zanabolan’ny Fiangonana sy ao amin’ny devotionals .lds .org:Anglisy (teny ambara miseho an- tsoratra)

Espaniôla (teny ambara miseho an- tsoratra)

Fijiana

Fiteny Tanana Amerikana 4

FrantsayIndônezianaJapôneyKambôjiana

KantôneyKôreanaMongôlianaPôrtogey (teny ambara miseho an- tsoratra)

Samôana

SeboanôSinoa MandarinaTagalôgyTahisianaTailandeyTôngana

Fiteny ho anʼny fampitana mivantana ho anʼny Mormona Channel ho an’ny Roku:Anglisy (teny ambara miseho an- tsoratra)

Espaniôla (teny ambara miseho an- tsoratra)

Fiteny Tanana Amerikana

Frantsay

Pôrtogey (teny ambara miseho an- tsoratra)

Ny Mormon Channel dia ho azo aminʼny fitaovana fandefasana tsy ankiato toy ny Roku. Tsidiho ny mormonchannel .org na jereo ny tolotra mikasika ny Roku hahafantaranao bebe kokoa mikasika izany.

Fiteny ho anʼny fampitana mivantana ho anʼny pejy Facebook LDS Institutes of Religion:Anglisy

Ireo fiteny ho an’ny fampitana mivantana ny sary sy ny feo fotsiny ihany ao amin’ny mormonchannel .org, sy ireo fiteny ho an’ny fampitana mivantana ny sary ao amin’ny application mobile Mormon Channel:Anglisy (teny ambara miseho an- tsoratra)

Espaniôla (teny ambara miseho an- tsoratra)

Fiteny Tanana Amerikana

Ny fotoan’ny fampitana mivantana ihany no fotoana hampisy an’ity fampaherezam- panahy ity amin’ny fiteny Frantsay sy Pôrtogey ary Espaniôla ao amin’ny Mormon Channel ho an’ny Roku ary ny hampisy izany amin’ny fiteny Espaniôla ao amin’ny mormonchannel .org sy ny application mobile Mormon Channel. Manomboka amin’ny fampitana mivantana dia ho azo jerena ao amin’ny devotionals .lds .org amin’ny fotoana rehetra ny fampaherezam- panahy amin’ireo fiteny izay voatanisa etsy ambony.

4. Any Etazonia sy Kanadà ihany no ahitana ny Fiteny Tanana Amerikana aminʼny alalanʼny tambazotranʼny zanabolanʼny Fiangonana. Ny fampitana aminʼny Fiteny Tanana Amerikana dia mifantoka aminʼilay mpanao teny tanana, ary ireo mpandaha- teny mandritra ny fivoriana dia aseho aminʼny efajoro kely eo aminʼny efijery. Misy fampitana ny feo aminʼny fiteny Anglisy miaraka aminʼny Fiteny Tanana Amerikana. Raha toa ka mila manomboka mandray ny Fiteny Tanana Amerikana amin’ny alalan’ny zanabolana ianao, dia miresaha amin’ny tompon’andraikitra mikarakara ny trano sy ny fitaovan’ny Fiangonana eo an- toerana farafahakeliny tapa- bolana alohan’ny fampitana; azo atao ny mangataka fitaovana fanampiny.

Page 6: Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona Avy … · 2018. 12. 13. · Fiangonana sy ao amin’ny oni als t oved lds. gro . : Anglisy (teny ambara mn-ohaeis) a

4

Fandaharam-potoanʼny fampitana: Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora tokan- tena sy mpivady vao herotrerony

Tahirin- tsary sy feoAzo jerena ao amin’ny devotionals .lds .orgsy ny mormonchannel .orgsy ny Mormon Channel ho an’ny Roku, ary ny application mobile Mormon Channel ireo tahiry.

Fiteny ho anʼny tahirinʼny horonan- tsary sy feo fotsiny ihany ary lahatsoratra ho anʼny devotionals .lds .org:AlemanaAlibanianaAnglisy (teny ambara miseho an- tsoratra)

ArimenianaBoligarianaDanoaEspaniôla (teny ambara miseho an- tsoratra)

EstônianaFijiana

FinoaFiteny Tanana Amerikana

FrantsayHôlandeyHongoroaIndônezianaItalianaJapôneyKambôjianaKantôney

KôreanaKrôatyLetônianaLitoanianaMalagasyMongôlianaNôrvezianaOkirenianaPôlôneyPôrtogey (teny ambara miseho an- tsoratra)

RomanianaRosianaSamôanaSeboanôSinoa MandarinaSoedoaTagalôgyTahisianaTailandeyTônganaTseky

Ireo fichiers hitehirizana ny horonan- tsary mivantana dia voatahiry ao aminʼny devotionals .lds .org afaka fotoana fohy aorianʼny fampitana mivantana. Ireo fichiers hitehirizana ny feo fotsiny ihany sy ireo fichiers fanampiny ho anʼny horonan- tsary dia hampidirina ao aminʼny fitahirizana ny zoma aorian’ny fampitana. Ampidirina ireo fichiers ho anʼny lahatsoratra rehefa azo jerena.

Ny fiteny ho an’ny tahirin’ny horonan- tsary ao amin’ny mormonchannel .org sy ny Mormon Channel ho an’ny Roku ary ny application mobile Mormon Channel:Anglisy (teny ambara miseho an- tsoratra)

Fiteny Tanana Amerikana

Hampidirina ao aminʼny antontan’ny horonan- tsary mirakitra ny Fampaherezam- panahy maneran- tany ho an’ny tanora tokan- tena sy mpivady vao herotrerony ao amin’ny mormonchannel .org sy ao amin’ireo tahiry ao amin’ny Mormon Channel ho an’ny Roku sy ny application mobile Mormon Channel ao anatin’ny andro maromaro aorianʼny fampitana mivantana io fandaharana io.

Ireo fomba fampitana hafaFahitalavitra sy fampielezam- peoIty fampaherezam- panahy ity dia azo arahina mivantana manerana izao tontolo izao any aminʼizay ahafahana manao izany aminʼny alalanʼny fahitalavitra sy ny fampielezam- peo samihafa, anisan’izany ny fampitana mivantana, ny câble, ny zanabolana ary ireo fampielezam- peo sy sary avy aminʼny internet ary ny onjam- peo Mormon Channel aminʼny kalitao HD. Jereo ny lisitra ahafahana mahita izany ao amin’ny faritra misy anao, na tsidiho ny mormonchannel .org na ny byutv .org raha mila fanazavana fanampiny.

Page 7: Ho an’ireo: Manampahefana ambony; Fiadidian’ireo Vondrona Avy … · 2018. 12. 13. · Fiangonana sy ao amin’ny oni als t oved lds. gro . : Anglisy (teny ambara mn-ohaeis) a

5

Fandaharam-potoanʼny fampitana: Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora tokan- tena sy mpivady vao herotrerony

Application mobile Bibliothèque de l’ EvangileNy application mobile Bibliothèque de l’ Evangile dia misy aminʼny fiteny isan- karazany sy ho anʼireo fitaovana finday isan- karazany, anisanʼizany ny tablette sy ny smartphone izay mampiasa ny rafitra fampiasana ny Apple (iOS) sy Android. Tsidiho ny mobile .lds .org na jereo ny tolotra mikasika ny application ho anʼny fitaovana ampiasainao mba hahazoana fampahalalana bebe kokoa.Ho hita herinandro aorianʼny fampitana ny horonan- tsary sy ny horonam- peo fotsiny ho anʼny ankamaroanʼireo fiteny misy. Hampidirina ireo fichiers ho anʼny lahatsoratra rehefa azo jerena.

Fampitana aminʼny PodcastsNy Podcast dia hita ao amin’ny devotionals .lds .org.Ireo fiteny izay hahitana ny horonan- tsary sy feo fotsiny ihany:Jereo ny devotionals .lds .org ho an’ny fiteny misy.