12
Ny Tetibolam-panjakana izay fitaovana fototra ho amin’ny fampiharana ny politikan’ny governemanta, dia manazava ny fomba nampiasàna ny loharanom- bolam-panjakana ho amin’ny fandaniana. Ny antontan-taratasy antsoina hoe « Tetibola ho an’ny Daholobe » dia hevitra natomboky ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola (MEF) izay mana-tanjona hanolotra an-tànana ny vahoaka ireo vaovao momba ny tetibola mifandraika amin’ny Lalàna mifehy ny fitantanam- bolam-panjakana. Ity Tetibola ho an’ny Daholobe ity izay mifandraika amin’ny Hitsivolana momba ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 2020, dia fandikàna ara-tetibola ireo fampanantenana nataon’ny Fanjakana ho amin’ity taom-panatanterahana ny Tetibola ity ary hampisongadina manokana ireo vinavina ara-toekarena sy ara- tetibola ary koa ireo sori-dàlana lehibe mahakasika ny fandaniana ho an’ny taona 2020. Araka izany, ity boky ity dia manome taratra ireo laharam-pahamehan’ny governemanta izay voalaza ao anatin’ny Politika Ankapobeny ataon’ny Fanjakàna. Ity finiavan’ny Fanjakàna hisokatra amin’ny olom-pirenena ity dia fanampin’ireo ezaka efa natao mahakasika ireo fanavaozana teo anivon’ny fampandehanan- draharaham-panjakàna ary manohy ny fihitaran’izany amin’ny alàlan’ny fanapariahana ny boky mba hipaka amin’ny mpamaky misimisy kokoa hatrany. Noho izany, entanina ny tsirairay mba hizara ity Tetibola ho an’ny Daholobe ity ho fanatrarana ny tanjona dia ny fangaraharana ara-tetibola izany. Ny famokarana ity boky ity dia vokatry ny fiaraha-miasa niaraka tamin'ny UNICEF izay hanolorana fisaorana etoana. ZARAINA MAIMAIMPOANA - AZO ADIKA SY APARITAKA MBA HANGARAHARA AMIN’NY DAHOLOBE NY FAMPIASANA NY VOLAM-PANJAKANA TETIBOLA HO AN’NY DAHOLOBE Ny T etibola ho an’ny Daholobe dia tahirin-kevitra mora azo mahafaoka ny Lalàna mifehy ny fitantanam- bolam-panjakana (LFI) sy ny Lalàna fanitsiana ny fitantananam-bolam-panjakana (LFR).Izany no natao dia mba hanamafisana ny fangaraharàna, singa tsy azo ihodivirana mandrafitra ny Fanjakana tsara tantana. 12 OLFI 2020 fiaraha-miasa miaraka amin'ny

12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

  • Upload
    others

  • View
    1

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Ny Tetibolam-panjakana izay fitaovana fototra ho amin’ny fampiharana ny politikan’ny governemanta, dia manazava ny fomba nampiasàna ny loharanom-bolam-panjakana ho amin’ny fandaniana. Ny antontan-taratasy antsoina hoe « Tetibola ho an’ny Daholobe » dia hevitra natomboky ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola (MEF) izay mana-tanjona hanolotra an-tànana ny vahoaka ireo vaovao momba ny tetibola mifandraika amin’ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana.

Ity Tetibola ho an’ny Daholobe ity izay mifandraika amin’ny Hitsivolana momba ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 2020, dia fandikàna ara-tetibola ireo fampanantenana nataon’ny Fanjakana ho amin’ity taom-panatanterahana ny Tetibola ity ary hampisongadina manokana ireo vinavina ara-toekarena sy ara-tetibola ary koa ireo sori-dàlana lehibe mahakasika ny fandaniana ho an’ny taona 2020. Araka izany, ity boky ity dia manome taratra ireo laharam-pahamehan’ny governemanta izay voalaza ao anatin’ny Politika Ankapobeny ataon’ny Fanjakàna.

Ity finiavan’ny Fanjakàna hisokatra amin’ny olom-pirenena ity dia fanampin’ireo ezaka efa natao mahakasika ireo fanavaozana teo anivon’ny fampandehanan-draharaham-panjakàna ary manohy ny fihitaran’ izany amin’ny alàlan’ny fanapariahana ny boky mba hipaka amin’ny mpamaky misimisy kokoa hatrany. Noho izany, entanina ny tsirairay mba hizara ity Tetibola ho an’ny Daholobe ity ho fanatrarana ny tanjona dia ny fangaraharana ara-tetibola izany. Ny famokarana ity boky ity dia vokatry ny fiaraha-miasa niaraka tamin'ny UNICEF izay hanolorana fisaorana etoana.

zaraina maimaimpoana - azo adika sy aparitaka

Mba hangarahara aMin’ny daholobe ny faMpiasana ny volaM-panjakana

TETIBOLA HO AN’NY DAHOLOBE

Ny Tetibola ho an’ny Daholobe dia tahirin-kevitra mora azo mahafaoka ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana (LFI) sy ny Lalàna fanitsiana ny fitantananam-bolam-panjakana (LFR).Izany no natao dia mba hanamafisana ny fangaraharàna, singa tsy azo ihodivirana mandrafitra ny Fanjakana tsara tantana.

12

OLFI 2020

fiaraha-miasa miaraka amin'ny

Page 2: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances2

FOTOTRA IJOROAN’NY FAMPANDROSOANA MAHARITRA MANKANY AMIN’NY FISANDRATANA

ANDRY FOTOTRA : FITONDRAM-PANJAKANA

FANEKENA NATAON’NY FANJAKANA Tanjon’ny ODD

Fandriam-pahalemana sy �laminana

Ady amin’ny kolikoly

Fizakan-tena sy fampandraisana andraikitra ireo Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana

11- Tanàn-dehibe sy �araha-

monina maharitra

16- Rariny sy fandriam-

pahalemana

FOTOTRA 1 : SOSIALY

FANEKENA NATAON’NY FANJAKANA Tanjon’ny ODD

Fianarana ho an’ny rehetra 4- Fanabeazana tsara kalitao

3- Fahazoan-dalana ho amin’ny fahasalamana

5- Mira lenta8- Fahafahana mahazo asa mendrika

9- Zava-baovao sy fotodra�trasa11- Tanàn-dehibe sy �araha-monina maharitra

3- Fahazoan-dalana hoamin'ny fahasalamana

Fahasalamana

Asa mendrika ho an’ny rehetra

Fampiroboroboana ny trano fonenana

Fanatanjahan-tena sy Kolontsaina

FOTOTRA 2 : TOEKARENA

FANEKENA NATAON’NY FANJAKANA Tanjon’ny ODD

Fanitarana ny indostrian’ i Madagasikara

Indostrian’ny �zahan-tany

Fanjariana ara-tsakafo

5- Mira lenta

1- ady amin'ny fahantrana2- Ady amin’ny hanoanana

8- Fahafahana mahazo asa

mendrika

9- Zava-baovao

FOTOTRA 3 : TONTOLO IAINANA

FANEKENA NATAON’NY FANJAKANA Tanjon’ny ODD

Fitantanana maharitra sy �arovana ny harena ara-boajanahary

Angovo sy rano ho an’ny rehetra

12- Fanjifàna sy famokarana maharitra13- Ady amin’ny �ovaovan’nytoetrandro14- Fiarovana ny zava-manan’aina anaty rano15- Fiarovana amin’ny bibysy ny zava-maniry an-tanety

6- Fahazoana rano azo antoka sy �diovana7- Fampiasana angovo azo havaozina

� LOHARANOM-BOLAM-PANJAKANA 2020

lavitrisa Ariary

OLFI 2020

Fidiram-bola avy amin’ny hetra afakaratsaka 6 710,2

Hetra anatiny 3 759,9

Fadintseranana 2 950,3

*Famerenam-bola TVA 326,6

Vola miditra ankoatry ny hetra 200,3

Fanomezana 1 474,0

Tsotra 350,5

Renivola 1 123,5

Fitambaran’ny vola miditra sy fanomezana 8 711,1

� FITSINJARAN’NY FFBP MAHALEO TENA ISAKY NY FOTOTRA

TOEKARENA21,1%

TONTOLO IAINANA2,1%

FITANTANANA37,3%

SOSIALY39,6%

Page 3: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances 3

� FEPETRA VAOVAO ARA-KETRA

HETRA

Ireo votoatin’ny fanovàna ny fepetra mikasika ny hetra:

� Ny fampiharana ho an’ny rehetra manao tsenam-barom-panjakàna ny fepetra mikasika ny “ Haba amin’ny tataom-bidy amin’ny tsenam-barom-panjakàna” na ohatrinona na ohatrinona ny vola matin’izay manao izany ary miaraka amin’ny fanovàna ny anaran-ketra ho “Haba amin’ny tsenam-barom-panjakana (TMP)”: haba tazomina ifotony izay ataon’ny Mpitantana ny kaontim-panjakàna amin’ny taha 8 isan-jato ;

� Ny fampiakarana ny tahan’ny hetra tsy mivantana alaina amin’ny fandaniana (DA) amin’ny labiera ho Ariary 600 isaky ny litatra ;

� Ny fampitomboana ny tahan’ny hetra tsy mivantana alaina amin’ny fandaniana (DA) amin’ny ranom-boankazo ho Ariary 100 isaky ny litatra ;

� Ny fampiakarana ny tahan’ ny hetra tsy mivantana alaina amin’ny fandaniana (DA) amin’ny sigara ho Ariary 1390 isaky ny fonosan-tsigara 20 ;

� Ny fametrahana indray ny hetra tsy mivantana alaina amin’ny fandaniana (DA) ho an’ny vato sarobidy sy sarobidy amin’ny ampahany ;

� Ny fampiakarana ny taha’ny hetra tsy mivantana alaina amin’ny fandaniana (DA) amin’ny fifandraisan-davitra ho 10 isan-jato ;

� Ny fampiharana ny TVA ho an’ny katsaka sy ny varim-bazaha ; � Ny fampiharana ny fakan-ketra amin’ny vola miditra (IR) amin’ny taha 10

isan-jaton’ny anjara vola voarain’ireo mpiara-miombon’antoky ny orinasa izay tsy mana-ponenana eto Madagasikara ;

� Ny fametrahana sy ny fanaparitahana ny fandoavan-ketra amin’ny alalan’ny tambazotra “e-hetra” sy amin’ny alalan’ny finday ;

� Ny fanafoanan-kaba ho an’ny fanafarana sy fivarotana fitaovana sy fampitaovana ho an’ny indostria momba ny sakafo ;

� Ny fampiatoana ny fandoavana ireo sara amin’ny fandovàna sy ny sara amin’ny fanoratana ireo taratasim-pizaram-pananana avy amin’ny fandovàna ;

� Ny fanafoanana ny TVA amin’ireo vokatra ho an’ny fanabeazana aizana ; � Ny fampidinana ny taham-pakan-ketra amin’ny vola miditra (IR) ho 10

isan-jaton’ny vola miditra ho an’ny olon-tsotra na fikambanana misehatra amin’ ireo raharaha mahakasika ny fahasalamana sy/na fanabeazana ;

� Ny fanitarana ny fepetra mikasika ny vola fandrotsaka mialoha amin’ny IR na IS amin’ny taha 2 isan-jato ho an’ireo raharaha fanondranan’entana rehetra ;

� Ny fandraisana ny DE amin’ny taha iray (1) isan-jato tsy mihoatra ny 5 000 000 Ariary amin’ireo taratasy fifampivarotana sambo hanaovana varotra sy ireo karazam-piara-manidina, ny DE dia ferana ho 2 000 Ariary isaky ny fitaovana vaovao novidiana ;

� Ny fanitarana ny fampidinan-ketra 2 isan-jato ho an’ireo fividianana raharaha misy faktiora ara-dalàna ka tafiditra amin’izany ireo fandaniana mikasika ny mpiasa izay nanaovana fandrotsahana IRSA ;

VInAVInA HO AmIn’ny VOLA mIdITRA AVy AmIn’ny HETRA AnATIny HO An’ny TAOnA 2020

24,9

2,8 Hafa

11,4

621,5

1 579,7

50,7

77,98,4

77,3

649,6

925,5IRHetra amin'ny �diram-bola

IRSAHetra amin'ny �diram-bola sy karama hafa

ISHetra "synthetique"

IPVIIHetra amin'ny tombom-bola tsy raikitra

IRCMHetra amin'ny �diram-bola avy amin'ny renivola tsy raikitra

HAJIA

FIANTOHANA

DESara-panoratana

DAHetra tsy mivantana

TVAHaba amin'ny tataom-bidy

FAdInTSERAnAnA

Mikasika ny fehezan-dalàna momba ny fadintseranana :

� Fampifanarahana ny fepetra apetraky ny fehezan-dalàna momba ny fadintseranana amin’ny fepetra voalazan’ny fifanarahana natao tany Kyoto nasiam-panitsiana (CKR) sy ny fifanarahana momba ny fanamorana ny fifanakalozana ara-barotra (AFE) nankatoavin’I Madagasikara.

� Fampanarahana ny fepetra ao amin’ny fehezan-dalàna momba ny fadintseranana amin’ny fehezan-dalàna momba ny herinaratra sy ny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina ;

� Fampidirana ny fepetra momba ny famoriam-bolam-panjakàna mba hanatanterahana an-tsakany sy an-davany ny fampidirana ny haba ampidirana amin’ny kitampom-bolam-panjakana ;

Mikasika ny lazam-bidy amin’ny fadintseranana :

� Fanamboarana ireo andinindininy ao amin’ny filazam-bidy araka ny fifanarahana misy eo amin’ny Fiombonam-be Eoropeana sy Madagasikara mahakasika indrindra ny fampihenana miandalana ny tahan’ny habantseranana amin’ny entana miditra avy any Eoropa (APEI);

� Fampidirana naoty fampifandraisana amin’ny zana-tsokajy 85395010 mba hampiharana ny fampanarahana ny fenitra ara-kalitao takian’ny Ministeran’ny Angovo ;

� Famaritana araka ny tokony ho izy ny fanasokajiana ny lazam-bidy momba ny faikan’entana fihinan’ny biby fiompy mba hialana amin’izay mety ho fanambarana tsy marina ;

� Fampiharana tatao-ketra 20% ho an’ny fanafarana varim-bazaha araka ny tolokevitra avy amin’ny Foibem-pitondrana Ankapoben’ny Hetra ;

VInAVInA HO AmIn’ny VOLA mIdITRA AVy AmIn’ny FAdInTSERAnAnA HO An’ny TAOnA 2020

1 515,6

0,6

281,6

528,6

680,8DDHabatseranana

TVAPPHaba amin’ny tataom-bidy avy amin’ny solika

TPPHaba avy amin’ny vokatra avy amin’ny solika

Haba hafa

TVAHaba amin’ny tataom-bidy

lavitrisa Ariary

lavitrisa Ariary

Page 4: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances4

� SOKAJY LEHIBEN’ NY FANDANIANA

Zanabola avy amin’ny trosa 452,1 lavitrisa Ariary

s Fandaniana ho an’ny mpiasa 2 903,3 lavitrisa Ariary

� Karama : 2 700 lavitrisa Ariary (+ 339,6 lavitrisa Ariary)

•  Fiakaran-karama mitentina 179,0 lavitrisa Ariary ary fanomezana toeran’asa vaovao ho an’ny Zandarimariam-pirenena, ny Polisim-pirenena, ny Fiarovam-pirenena, ny Fanabeazam-pirenena ary ny Fahasalamana.

•  Fitomboana avy amin’ny fampiakarana amin’ny antana-tohatra ahazoana tombon-tsoa bebe kokoa hahatratra 35,0 lavitrisa Ariary

� Tambin-karama : 203,3 lavitrisa Ariary

s Fandaniana amin’ny fampandehanan-draharaha 1 365,1 lavitrisa Ariary

� Entana sy raharaha 1 315,7 lavitrisa Ariary

•  Ahitàna fiakarana 22,0% vokatry ny vola laniana amin’ ny hana-pamokarana ary koa ny fiovaovam-bidy

� Famindram-bola sy fanampiana ara-bola 983,6 lavitrisa Ariary

•  Ahitàna fihenana 25,7% raha oharina amin’ny OLFR 2019 noho ny fanadiovana sy fanafoanana ireo singa mandany ny tetibola tsy araky ny tokony ho izy ho an’ireo Orinasam-panjakàna (EPN) ;

•  Fiakaran’ny famindram-bola ho an’ny fampandehanan-draharaha ho an’ny Governora hatramin’ny lelavola 1,0 lavitrisa Ariary isaky ny Governora.

s Fandaniana ho an’ny hana-pamokarana 5 048,3 lavitrisa Ariary (49,2%-n’ ny tetibola omena)

•  Hisy fiakarana 31,2% raha oharina amin’ny OLFR 2019 ;

•  Hahatratra 2 344,0 lavitrisa Ariary izany ka ny tetikasa mahazaka tena dia 2047,3 lavitrisa Ariary ary ny setriny dia 296,7 lavitrisa Ariary ;

•  Hitentina 2 491,4 lavitrisa Ariary ny Fampiasam-bolam-panjakàna avy amin’ny loharanom-bola ivelany ka ny findramana hahatratra 1 367,9 lavitrisa Ariary ary ny fanampiana hitentina 1 123,5 lavitrisa Ariary ;

� FITSINJARANA NY FANDANIANA ISAKY NY MINISITERALavitrisa Ariary

FAndAnIAnA ATAOn’ny FAnJAKAnA LFR 2019 OLFI 2020

� FANDRIAM-PAHALEMANA

+215,6 lavitrisa Ariary (+28,9%)•  Fanapariahana mpitandro filaminana any amin’ny faritra ahitàna tsy fahandriam-pahalemana

•  Faritra ambanivohitra laharam-pahamehana amin’ny fampandriam-pahalemana

•  Sampan-draharaha manokana ho an’ny tsy fandriam-pahalemana

•  Fividianana fitaovana fisafona an-dranomasina …

745,6 961,2

� FOTODRAFITRASA

+194,0 lavitrisa Ariary (+17,2%)•  Famoronana tanàna vaovao

•  Fampahariana fomba ireo fotodrafitrasa

•  Fampandrosoana ireo fotodrafitrasa fanodinana

•  Fanavaozana ireo làlam-pirenena

•  Fahazoana « wagons » vaovao, lohamasinina, milina sy sampan-draharaha …

1 129,1 1 323,1

Page 5: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances 5

� FANABEAZAM-PIRENENA

+157,2 lavitrisa Ariary (+10,4%)•  Fanamboarana EPP, CEG, Lycées, Anjery manontolo manara-penitra

•  Fampidirana mpampianatra « maîtres FRAM » ho mpiasam-panjakana

•  Fanomezana fitaovana ho an’ireo sekoly (tabilio, sns.)

1 506,3 1 663,5

� FAMBOLENA

+140,5 lavitrisa Ariary (+24,6%)•  Fahavitan-tena ara-tsakafo

•  Fanitarana ny velaran-tany azo hambolena vary sy ireo vokatra azo aondrana

•  Fanisàna ireo omby rehetra

•  Ady amin’ny dahalo

•  Fitsinjarana ireo fitaovam-panomboham-pambolena « kits de démarrage »

•  Fiadiana amin’ny fandanindaniam-poana ireo harena an-dranomasina

•  Fampandrosoana ny jono ara-kaontinanta …

571,2 711,7

� FAHASALAMAM-BAHOAKA

+142,2 lavitrisa Ariary (+26,0%)•  Fanamboarana ny CSB manerana ny nosy

•  Fanamboarana ny CHD

•  Fampitaovana ny CHU

•  Fanarenana ny CHU …

546,8 688,9

� INDOSTRIA

+35,9 lavitrisa Ariary (+49,1%)•  Fampiroboroboana ny indostria amin’ny sehatra lehibe kokoa

•  Fametrahana ny faritra natokana ho an’ny indostria maintso sy harifomba

•  Fametrahana ny marika“MALAGASY NY ANTSIKA”

•  Fanampiana ireo indostriam-panjakana …

73,2 109,1

� TONTOLO IAINANA

34,6 lavitrisa Ariary (+34,3%)•  Fambolena hazo 40 000 ha isan-taona

•  Fambolena zava-maniry miisa 80 tapitrisa

•  Fampihenana ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toe-trandro …

101,0 135,6

� RANO FISOTRO MADIO

532,9 lavitrisa Ariary (+29,0%)•  Fitarihin-drano fisotro madio any amin’ny faritra Atsimo

•  Fanamboarana fantsona…

113,4 146,4

� HARENA AN-KIBON’NY TANY

(19,6 lavitrisa Ariary (+129,0%)•  Ivo-toerana fitobian’ny volamena « Centrale de l’Or » sy ny vato sarobidy

•  Toeram-panakalozana volamena…

15,2 34,7

� ANGOVO AZO AVAOZINA

19,1 lavitrisa Ariary (+10,7%)•  Fitsinjarana ireo fitaovam-pianarana

•  Fanamboarana ny famokarana herinaratra mandeha amin'ny herin'ny masoandro

•  Fampandrosoana ny loharano maintso

•  Fanajariana ny toby famokarana herinaratra azo avy amin'ny tohodrano …

178,5 197,6

� MPONINA

+4,7 lavitrisa Ariary (+8,6%)•  Fanampiana ireo olona manana kilema, ankizy, reny, ireo vehivavy iharan’ ny herisetra,

andian’ny olona marefo …

54,4 59,1

Page 6: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances6

� KOLONTSAINA

+4,2 lavitrisa Ariary (+19,1%)•  Fankalazana ny faha 60 taonan’ny fahaleovan-tena

•  Fanajariana ireo harem-pirenena

•  Fanamboarana ny Akademia Nasionaly momba ny zava-kanto sy ny kolontsaina …

22,2 26,4

� FANATANJAHAN-TENA

-1,3 lavitrisa Ariary (-1,7%)•  Fanamboarana ny kianja filalaovana

•  Akademian’ ny fanatanjahan-tena, Kianja, dobo filomanosana

•  Fanohanana ny fanatanjahan-tena avo lenta…

75,3 74,0

� FANDALINANA NY SORA-BOLAN’NY ANDRIMPANJAKANA SY NY MINISTERA

-1 5

00

,0

-1 0

00

,0

-50

0,0

50

0

0,0

1 0

00

1 5

00

PRM

SENAT

AN

HCC

PRIMATURE

CFM

CENI

MDN

MAE

MINJUS

MEF

MID

MSP

MATHTP

MENETP

MINSAN

MAEP

MEEH

MMRS

MTTM

MTEFPLS

MESUPRES

MICA

MEDD

MPTDN

MPPSPF

MJS

MCC

SEG

HCDDED

CNIDH

HCJ 0,3 3,4

12,1 11,1

13,1 12,7

6,9 10,2

2,5 1

14,6 13,1

23,4 17,5

15,4 7,6

7,9 11,3

5,1 20,2

8,3 20,9

31,8 28,1

123,0 114,5

215,9 58,4

134,5 19,0

863,8 138,0

36,4 136,2

433,7 609,8

118,8 32,8

53,2 21,2

11,0 35,0

13,4 79,169,6

1,5

1,0

53,1

16,7

0,7

24,3

93,5

6,6

57,6

25,3 5,2

174,8

35,4

23,4

309,3 851,4

209,2 134,4

94,7 307,0

90,5 555,5

104,0

4,8

218,4

61,2

7,0

26,8

9,0

7,6 10,4

26,8 78,1

7,4 3,6

15,5 24,3

42,0

27,3

40,8

3,8

820,1 155,0

11,6

8,1

46,0

15,5

7,3

260,3 53,2

278,8 3,4

1,6

1,8

Karama

Fampandehanan-draharaha

FFBP ivelany

FFBP anatiny

lavitrisa Ariary

Page 7: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances 7

� FITSINJARANA NY TETIBOLA HO ISA-TSEHA-PAMOKARANA ANKAPOBENY

MINISTERAN’NY SEHA-PAMOKARANA SOSIALY

2 557,9 lavitrisa Ariary (+15,2%)

+337,0 lavitrisa Ariary (raha ampitahaina amin’ny taona 2019)

28,0%-n’ny tetibola omena (27,7% ny taona 2019)

MINISTERAN’NY SEHA-PAMOKARANA FAMOKARANA

991,2 lavitrisa Ariary (+30,3%)

+230,6 lavitrisa Ariary (raha ampitahaina amin’ny taona 2019)

10,8%-n’ny tetibola omena (9,5% ny taona 2019)

MINISTERAN’NY SEHA-PAMOKARANA FOTODRAFITRASA

1 520,7 lavitrisa Ariary (+16,3%)

+213,2 lavitrisa Ariary (raha ampitahaina amin’ny taona 2019)

16,6%-n’ ny tetibola omena (16,3% nytaona2019)

MINISTERAN’NY SEHA-PAMOKARANA FANDRIAM-PAHALEMANA

961,2 lavitrisa Ariary (+28,9%)

+215,6 lavitrisa Ariary (raha ampitahaina amin’ny taona 2019)

10,5%-n’ny tetibola omena (9,3% nytaona 2019)

MINISTERA SY ANDRIMPANJAKANA « HAFA »

3 119,5 lavitrisa Ariary (+4,9%)

+215,6 lavitrisa Ariary (raha ampitahaina amin’ny taona 2019)

34,1%-n’ny tetibola omena (37,1% ny taona 2019)

(PRM, Sénat, AN, HCC, PRIMATURE, CFM, CENI, MAE, MEF, MID, MFTPLS,MJS, MCC, HCDDED, CNIDH, HCJ)

Ireo sokajy lehiben’ny fandaniana ny tetibola ankapobeny toy ny karama, fampandehanan-draharaha, fampiasam-bola ivelany ary ny fampiasam-bola anatiny dia efa tafiditra ao amin’ireo fitsinjarana isa-tseha-pamokarana. .

Page 8: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances8

� FANDAHARAN’ASA FAMPIASAM-BOLAM-PANJAKANA (FFBP) ISA-TSEHA-PAMOKARANA

SEHATRA FOTOdRAFITRASA

Fotodrafitrasa ara-drafitra

� Tetik a s a “ Roc a de ” s y “ F l yover s ”; fanamboarana sy/na fanarenana ireo làlana any amin’ireo toerana manana harena ara-toekarena lehibe toy ny RN 1B, RN 3B, RN 5, RN 6 (ampahan-dalana Ambanja-Antsiranana, RN 9, RN 13, RN 18, RN 20, RNS 1, RN 23, RN 43, RN 44, sns ;

� Fanamboarana « corridor » ao Manja any amin’ny faritra Atsimo Andrefana, ny fandrakofana tara ny ampahan-dàlana Ambilobe-Vohémar ary ny fananganana tetezana eto Antananarivo sy ao Toliara ;

� F a n a m b o a r a n a f a t s a k à n a a n y Amboasary, Ambovombe, Bekily, Beloha, Betroka, sns ;

� Fa n a r e n a n a i r e o f o to d r a f i t r a s a ar y fividianana « wagons » vaovao, lohamasinina, milina sy s ampan -draharaha any amin’ny faritra Avaratra sy Atsimo eo amin’ny lafiny fitaterana an-dalamby ;

� Tetikasa fanovàna sy amin’ny endriny vaovao « Paositra Money » ataon’ny P a o s i t r a M a l a g a s y ( PA O M A ) s y fametrahana ny Smart-City ho fiarovana ireo renivohi-paritany enina sy tanàn-dehibe vaovao “ Tana-Masoandro” (fakana horonan-tsary fanarahamaso, ivotoerana mpanara-maso, “pylones réseau LTE- Long Term Evolution”, sns) ;

� Fametrahana ireo sampan-draharaha misahana ny toetrandro, ny fizahana toetrandro sy ny ria-drano eny anivon’ny faritra.

Fiarovana ny fananan-tany

� Fanomezana titra (“titre”) ny tany sy taratasy fanamarinana ny fananan-tany (« certificats fonciers ») mba ho tombotsoan’ny fahaleovan- tena sy fampandrosoana eny ifotony ; sns..

Rano sy fanadiovana

� Fanajar iana ireo lava - drano, ireo fantsombe, ireo fotodrafitrasa hafa famatsiana rano fisotro madio sy fanadiovana (Sahalanona, Antafofobe, Ranomafana, sns.) ;

� Fanariana ireo rano maloto sy fako manerana ny tanànan’ Antananarivo ataon’ny SAMVA ; sns.

Angovo azo avaozina

� F iz ar àna “ k its solaires ” maro s y fametrahana foibe famokarana herinatra azo avy amin’ny herin’ny masoandro, eny ambanivohitra sy ireo tanàna mitoka-monina, ary koa fitaovana famokarana her inar atr a av y amin ’ny her in ’ny masoandro ho an’ny isan-tokantrano ;

� F a m e t r a h a n a t o b i - p a m o k a r a n a herinaratra azo avy amina karazana angovo azo avaozina na « centrales hybrides » eny anivon’ny (45) tanàna manerana an’i Madagasikara ;

� Fanohanana ny fampiroboroboana sy ny fampiasana angovo fandrehatra amin’ny alalan’ny fametrahana rafitra mpamokatra “biogaz ” eny amin’ ireo t a n à n - dehib e eto Ma d a g a sik a r a , fametrahana rafitra mpamokatra angovo fandrehatra, sy fitsipika mifehy ny fikirakiràna izany taranjam-pamokarana izany ; sns.

Fampiasam-bola ho amin’ny fizahan-tany

� Fampiroboroboana ireo toerana izay tsara hampiasam-bola ho amin ’ny fizahan-tany mba hanatrarana tanjona mpizahantany miisa 500 000 hatramin’ny taona 2023 ; sns.

SEHATRA FAndRAHARAHAnA

Fandriam-pahalemana � Fametrahana ho laharam-pahamehana

ireo faritra ambanivohitra ilàna fandriam-pahalemana : Ranohira, Maevatanana, Morafenobe sy Miandrivazo ;

� Fiarovana ny fifamoivoizana eny amin’ny làlam-pirenena : RN2, RN4, RN7, RN25 et RN34 ;

� Fanohizana ny fametrahana ny rafitra famantarana sy fanaraha-maso ara-elektrônika ireo omby ;

� Fanaovana ireo fisy famantarana isan’omby ;

� Fametrahana kaomisarian’ny polisy vaovao : Tsaratanana, Mahatangy-Vangaindrano, Maevatanana sy Mahatsinjo ;

� Fananganana fonja manana raf i- piarovana mahery vaika ;

� F a m p i a s a n a t e k n o l o j i a v a o v a o “biométrique” ho an’ny taratasy momba ny fiara sy ireo fahazoan-dàlana mamily fiara ho an’ny taona 2020 ;

� Fametrahana « Bataillon Opérationnel Avancé » anatin’ny distrika miisa dimy (5) : Tsaratanana, Iakora, Morafenobe, Ambatofinandrahana sy Mahabo ;

� Fametrahana Ivotoerana manokana fanaovana fanazaran-tena ho an’ny Zandarimariam-pirenena any amin’ireo kaominina ambanivohitra maromaro (Malaimbandy, Beroroha, Maromby, sns.) , ar y koa Ivotoeram-pirenena fanaovana fanazaran-tena manokana ho an’ny Zandarmariam-pirenena any Ambatolampy ;

� Fanitar ana ny toby mis ahana ny fifamoivoizina an-dranomasina ao Taolagnaro ary ny toby misahana ny f ifamoivoizana an ’ habakabaka ao Arivonimamo ;

� Fametrahana fitaratra nomerika eny anivon’ireo fisoloan-tenan’i Madagasikara any ivelany mba hampiroboroboana azy sy hisintomana ireo mpampiasa vola ;

� Fangaraharàna eo amin’ny fitantanam-bolam-panjakana sy fikarakarana ny tsenan-draharaha amin’ny fanjakana ;

� Fampitaovana ara-potodrafitrasa sy fitaovana manaraka ny toetrandro.

Page 9: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances 9

SEHATRA SOSIALy

Fahasalamana sy fanabeazana

� Fametrahana tobim-pahasalamana afa-mivezivezy any Maevatanana sy Morondava ;

� Fananganana toera-pitsaboana eny anivon’ny Distrika (CHD) sy fanarenana ny tranon’ny CHU Tanambao Toliary I, ny CHU manara-penitra an’Andrainjato F ianar antsoa I, ny CHU Toer ana Fikabariana any Antsiranana I, ny CHU PZAGA any Androva - Mahajanga I, ny CHUJRA an’Antananarivo I sy ny CHU manara-penitra an’I Morafeno Toamasina ;

� Fananganana Oniversite miisa 04 any Fénérive-Est, Antsirabe, Soavinandriana sy Morondava, sns.

Fanatanjahan-tena sy kolon-tsaina

� Fa n d a h a r a n ’ a s a f a n o h a n a n a n y fampandrosoana ny fanatanjahan-tena avo lenta miaraka amin’ny fananganana fotodrafitrasa maromaro manerana ny nosy hifanaraka amin’ny fenitra iraisam-pirenena ;

� Fampandehanana ny Akademian’ny fanatanjahan-tena eny anivon’ny faritra ao Antsirabe izay afaka mampiantrano atleta miisa 200 mba hametrahana ny fandaharan’asa « Sport-étude ».

SEHATRA FAmOKARAnA :

Fambolena sy jono

� Tetikasa Fiaraha-miasa antsoina hoe « Coopération Sud-Sud » azo any amin’ny teknôlojiam-pamokarana masomboly sy ny teknika fambolena maro karazana izay ahazoam-bokatra betsaka ;

� Fananganana magazay fitahirizan’entana s y to er a n a fa n a n g o n a m - b o k a tr a momba ny Tetikasa Fandaharan’asa f a m p a n d r o s o a n a n y s e h a t r y n y fambolena (PDFA) ;

� Fa melom a n a indr a y ny jono a n -dranomamy amin’ny alalan’ny fanasiana zana-trondro vaovao anatin’ireo farihy, ny fanofanana ho matihanina ireo mpanjono madinika an-dranomasina ary ihany koa ny fikarohana sy fampandrosoana ny fiompiana trondro an- dranomamy ;

� Fanamboarana labatoara sy fanitarana ny rafitra famantarana ara-elektrônika ireo omby amin’ny alalan’ny fametahana ary koa fampanarahana araky ny fenitra iraisam-pirenena ireo sampan-draharaha mpitsabo biby; sns.

Fanitarana ny indostria

� Fa m e r e n a n a a m i n ’n y l a o n i n y n y fampavitrihana ny orinasa mpanodin’ny fanjakana mandalo fahasahiranana toy ny SECREN, SUCOMA, SIRAMA, Huilerie de Nosy Be ;

� Fametrahana ny Label MALAGASY NY ANTSIKA hanaraka ny fenitra iraisam-pirenena ;

� Fa n a ov a n a n y fa m a nt a r a n a ir e o mpanao asa tànana, fizarana ny karatra mahamatihanina sy fanoratana anarana ho anaty fandraiketana ny asa azy ireo, ka hahitàna ny lisitr ’ireo farany sy ireo karazana asa tànana eny amin’ny toerana voafidy ;

� Tetikasa Fihariana omena mpanao asa

tànana miisa 50 000 ;

� Fizarana ireo « Livrets Kajy » ho an’ny sehatra tsy miankina, fanohanana ny fitsongàna ireo mpandraharaha vao misandratra “start-up” fifaninanana isam-paritra momba ny tetikasa ;

� Fa n a m a f is a n a n y f is i tr a h a n a n y famatsiam-bola amin’ny alalan’ny tetikasa Fihariana ho an’ny tanora sy fanohanana ireo mpandraharaha vao misandratra “start-up” mba hanampiana tosika ny fandraharahana eto Madagasikara ;

� F ikotrehana or inas a, iz ay r af itr a natao handraisana sy hanohanana ary hanampiana tosika ireo tanora sy vehivavy amin’ny fananganana orinasa eny anivon’ny faritra, sns.

Tontolo iainana

� Fambolena mandrakotra velaran -tany mirefy 40 000 ha isan-taona ka hampiasana voly miisa 80 tapitrisa sy fampiasana olona miisa 6 tapitrisa toy ny mpianatra isan’ ambaratonga, ny miaramila sy mpiasam-panjakana ;

� Fampiasana teknolojia fambolen-kazo vaovao amin’ny alalan’ny « drones » eny amin’ny faritra zara raha azo idirana ;

� Fitahirizana ireo zava-boahar y tsy fahita raha tsy eto Madagasikara sy ny fanamafisana ireo faritra arovana ary fanombohana ny fanodinana ny fako ; sns.

Harena an-kibon’ny tany

� Fampiroboroboana ireo fitrandrahana harena an-kibon’ny tany goavana, f a n a o v a n a h o m a t i h a n i n a i r e o mpitrandraka madinika, fametrahana ivotoerana fitobian’ny volamena sy ny vato sarobidy, fampiasana teknolojia vaovao mba hanarahana ireo vato voatrandraka, toy ny fanefena volamena, ny fanomezana « titre » sy fanaovana « label » ;

� Fa n o h i z a n a n y f a m e t r a h a n a n y « Datacenter » nasionaly natokana ho an’ny sehatra fitrandrahana mba h a h a zo a n a a ntok a ny s or itr y ny fivezivezen’ireo vato vokarin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany, sns.

Page 10: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances10

� FITOMBOANA EO AMIN’NY SEHA-PAMOKARANA

SEHA-PAMOKARANA vOALOhAny

G 4,6%

•  Fambolena : 5,6%

•  Fiompiana sy jono : 2,5%

•  Ala : 1,0%

SEHA-PAMOKARANA FAhAROA

f 7,4%

•  Rantsana famokarana sakafo, zava-pisotro sy paraky : 5,3%

•  Rantsa-pamokarana lamba : 10,5%

•  Rantsana fitaovam-panorenana : 6,5%

•  « Milina sy ny fitaovana elektronika »: 2,0%

•  Ny indostria samihafa : 2,5%

•  Ny herinaratra, ny rano sy entona fandrehitra : 9,6

SEHA-PAMOKARANA FAhATELO

G 5,2%

•  Rantsana Tao-rano sy asa vaventy : 11,0%

•  Fitaterana: 4,9%

� NY ANTSIPIRIHANY MOMBA NY TROSAM-PANJAKANA

Ny sorabolan’ny trosa ivelany tokony averina ho an’ny OLFI 2020 dia niakatra 7,9% izany hoe mitentina 428,1 lavitrisa Ariary raha ampitahaina amin'ny LFR 2019, izay renivola mitentina 294,9 lavitrisa Ariary ary zana-bola mahatratra 133,2 lavitrisa Ariary.

Nampiakarina ho 318,9 lavitrisa Ariary ny fandaniana ho amin’ny fandoavana ny trosa anatiny.

Tombanana ho 9,5% ny zana-bola fanefana ny taratasim-bolam-panjakana amin’ny ankapobeny araky ny raharaha natao tamin’ny taratasim-pamoaham-bola nataon’ny Tahirim-bolam-panjakana.

286,7 318,9

396,9 428,1

0

100

200

300

400

500

600

700

800

LFR 2019 PLF 2020

Hetra anatiny Hetra ivelany

Page 11: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances 11

� TONDRO ARA-TOEKARENA SY ARA-BOLA

LFR 2019 OLFI 2020 2021 2022

HAF amin’ny sandany andavanandro (lavitrisa Ariary)

45 243,0 58 324,8 65 412,2 73 627,8

Fitomboan’ny harikarena (%) 5,2 5,5 6,0 6,5

Fisondrotry ny vidim-piainana amin’ny faran’ny taona (%)

6,4 6,2 5,2 5,4

Tahan’ny tsindrin-ketra (%-n’ny HAF)

10,7 11,5 12,5 13,6

Tahan’ny fandaniam-bolam-panjakana (%-n’ny HAF)

19,5 17,6 18,4 19,4

Fatiantoky ny tetibola (%-n’ny HAF)

-2,7 -2,8 -3,8 -3,9

Sandam-bolam-pifanakalozana :

� Ariary/DTS (ivo-ezaka)

� Ariary /Dolara (ivo-ezaka)

4 947,0

3 380,0

5 189,7

3 707,7

5 451,1

3 866,8

5 671,2

3 995,8

Hana–pamokarana (%-n’ny HAF)

� Fanjakana (%-n’ny HAF)

� Tsy miankina (%-n’ny HAF)

20,8

7,4

12,3

25,4

8,7

16,8

28,5

9,2

19,3

30,7

9,2

21,4

Fanondranana entana sy tolotra (tapitrisa dolara)

4 307 4 945 5 282 5 692

Fampindramam-bola avy any ivelany (tapitrisa dolara)

327 503 541 590

ROVA MANJAKAMIADANA TANA-MASOANDRO

Page 12: 12 TETIBOLA - DGFAGny PGE, ny mba hanesorana ny haba sy ny sara amin’ny fanafarana ny fananana, ny fitaovana naompana amin’ny famokarana sy fitrandrahana ny angovo azo avaozina

Tetibola ho an'ny daholobe | Ordonnance portant Loi de Finances12

DIRECTION GÉNÉRALE DES FINANCES ET DES AFFAIRES GÉNÉRALES

dirECtion dU BUdGEt

Service des Réformes et Formation

Division Transparence Budgétaire

Immeuble MEF Antaninarenina, rihana faha-2 varavarana 212

Antananarivo 101, MADAGASCAR

032 11 072 68 – 032 11 067 82

http://www.dgfag.mg/transparence/web/

Manehoa hevitra ary manorata amin’ny [email protected]

ZARAINA MAIMAIM-POANA –FANAPARIAHANA AMPORISIHINA

FANALAVAN-TENYAFE : Fifanarahana momba ny varotra

AN : Antenimieram-pirenena

APEi : Fifanarahana fiaraha-miasa eo amin'ny lafiny ara-toekarena

BTP : Taotrano sy asa vaventy

CENI : Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana

CHU : Foibe Mpitantanana ny Hopitaly Oniversitera

CKR : Fifanarahana Kyoto nohavaozina

CNIDH : Vaomier am -pirenena mahaleo tena ho an'ny zon'olombelona

DIU : Fitaovana fanabeazana aizana

FFBP : Fandahara’asa momba ny fampiasam-bolam-panjakana

FFM : Filan-kevitry ny fampihavanana Malagasy

FHS : Fampandehanan-draharaha ivelan’ny karama

HAF : Harikarena faobe

HCC : Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana

HCDDED : Filankevitra avo ho fiarovana ny demokrasia sy ny fitsipiky ny lalàna

HCJ : Fitsarana avo

MAE: Minisiteran'ny raharaham-bahiny

MAEP: Minisiteran'ny fambolena, ny fiompiana sy ny jono

MATHTP: Minisiteran’ ny Fanajariana ny tany,sy ny Asa vaventy

MCC : Ministeran'ny serasera sy ny kolontsaina

MDN : Ministeran’ny Fiarovam-pirenena

MEDD : Minisiteran'ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra

MEEH : Minisiteran'ny angovo, rano ary akoran’Afo

MEF : Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola

M E S U P R E S : M i n i s i t e r a n ' n y f a m pi a n a r a n a a m b o n y s y n y fikarohana siantifika

MICA : Minisiteran'ny indostria, varotra ary asa tanana

MID : Minisiteran'ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana

MINJUS : Minisiteran'ny fitsarana

M I N S A N P : M i n i s i t e r a n ' n y fahasalamam-bahoaka

MJS : Ministeran'ny Tanora sy fanatanjahan-tena

MMRS : Minister an' ny harena ankibon'ny tany sy loharanon-karena stratejika

MPPSPF : Minisiteran'ny mponina,

f i a r o v a n a a r a - t s o s i a l y a r y fampiroboroboana ny vehivavy

MPTDN : Ministeran’ ny paositra, ny fifandraisan-davitra ary ny haitao ara-kajy mirindra

MSP : Ministry ny filaminam-bahoaka

MTEFPLS: Ministeran’nyasa, ny Fampananan’asa ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy

M T T M : M i n i s i t r y n y f itater ana, f iz ahantany s y ny Famantarananytoetr’andro

ODD : Tanjona fampandrosoana maharitra

OLFI : Hitsivolana momba ny Lalàna mifehy ny f itantanam - bolam -panjakana

PAOMA : Paositra Malagasy

P D F A : F a n d a h a r a n ' a s a fampandrosoana ny sehatr y ny fambolena

PEM : Drafitra amin'ny fisandratan'ny Madagasikara

PRM : Fiadidiana ny Repoblikan’ny Madagasikara

SEG : Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria

SENAT : Antenimieran-doholona

TVA : Haba amin’ny tataom-bidy