D ’A NDApA Miseho lany ny tsy fandriampahalemana, olona 6 ...ny vokatra Jatropha kanefa mila...

Preview:

Citation preview

DistrikAN’ANDApA

Miseho lany ny tsy fandriampahalemana, olona 6 no maty hatreto

6Lah 977 Alatsinainy 11 novambra 2019Samihafawww.gvalosoa.com

Olona anisan’ny nisy namono tany Andapa.

Atrikasa GEMAHA tetsy aminny Hotel Panorama Andrainarivo.

Miseho lany amin’izao fotoana nytsy fandriampaha-

lemana any amin’ny dis-trikan’Andapa, faritra Sa-va. Tato anatin’ny androvitsivitsy izao, olona 6 noefa namoy ny ainy, ka ny5 amin’ireo dia vehivavyavokoa. Ny famonoan’olona farany nitranga diany faran’ny herinandroteo, mpitondra Bajaj irayno nisy namono, mpan-deha nentin’ity Bajaj ityihany no namono ilaympamily. Noho izao tran-

ga izao, mangataka amin’ny mpitondra fanjakanany zanak’Andapa, mba hi-jery ankaiky ny vono olo-

na mifanesisesy izao. Efa6 no isan’ny maty hoy nyfanambarana ary saikavehivavy avokoa satria

sady naholana izy ireo notombohina antsy ary alai-na ny "utérus sy ny col".Manahy mafy ny mponinaany ary mahatsiaro ho tsymisy ray amandrenympiahy, manoloana nyzava-misy satria efa ho 1volana mahery, tsy mbamisy andaraikitra fenoataon’ny fanjakana, kamiangavy indrindra ny mi-nisitriny filaminana mbahijery ny olony ary ha-nome baiko azy ireo, famitaintaina ny vahoaka.

Stefa

Ilay tovolahy maty voatifitry ny jiolahy teny Andranomanalina.

Ilay fiara mpitatitra voatafika tany amin’ny RN 44.

Ny Katedraly vaovao notokanana tany Namahora Morondava.

Lasibatry ny mpanakan-dalana teo Ambohibola,tanàna anelanelan’i Mora-rano Gara sy Ambohima-narivo amin'ny lalam-pi-renena faha-44, mampi-tohy an’i Moramanga syAmbatondrazaka ary Am-parafaravola, ny fiara mpi-tatitra olona iray nanaolava alina. Niainga taoAmparafaravola ity fiaraity ny zoma 8 novambraalina, hiazo an'Antanana-rivo Renivohitra.Nanao fanamiana toy nyan’ny mpitandro filami-

nana ireo olon-dratsy,sady nirongo basy syzava-maranitra. Nam-piasa vato sy hazo no na-taon’izy ireo sakan-dala-na, sady nanapoaka basy,mba hampijanona izayfiara mandalo. Voarobadaholo ireo mpandehatao anaty fiara. Lasan'ireojiolahy ny entana saro-bidy, toy ny firavaka syvola. Nisy ireo mpandehanaratra noho ny kapokasy daroka nahazo azyireo.

Ny Valosoa

RN 44

Mpitandro filaminana sandoka manakan-dalana, norobainy avokoany mpandeha

Tsy mandry fahalemanaamùin’izao fotoana ny aoamin’ny fokontany Andra-nomanalina Boriboritanyvoalohany, jiolahy mitam-basy nanafika mpivarotrapaty tao amin’ity tanànaity. Jiolahy mitam-basymiisa 4 no nanafika olon-tsotra nitondra vola azonytamin’ny varotra paty, kanitifitra avy hatrany ny na-nandrify ny fon'ity tovo-lahy iray, izay niaro ny sacbanane nisy ilay vola tenyaminy. Antsoina amin’nyanarana hoe Naivo ity to-volahy ity ary mipetrakaeny AndranomanalinaIsotry. Teny amin’ny tete-

zan’i Bekiraro tokony hotamin’ny 7 ora latsaka fa-hefany no nitrangan'ny fa-nafihana. Maty tsy tra-

drano i Naivo, ary nivoakatao an-damosiny ny balaizay nitifiran’ireo jiolahyazy, avy eo dia nanao tifi-

danitra ireo jiolahy mbahiparitahin’ireo olona ma-nodidina. Efa hita, arakyny fitilina nataon’ny mpi-tandro filaminana ireobala izay nitifirana ity to-volahy ity, ary mbola mi-tohy hatrany ny fanadi-hadiana. Mangataka ha-trany ireo mponina enyamin’iny toerana iny mbahijerena ifotony ny rey-saka fandriampahale-mana, izay miantefa amin’ny mpitondra fanjakana,satria dia efa mateti-mpiavy loatra ny tsy fan-driampahalemana enyan-toerana.

Stefa

Tsy fandriampahalemana

Efa-dahy mitam-basy nanafika mpivarotra paty

Nahazo katedraly vaovaony diosezin’i Morondava,notokana omaly izany tra-no fiangonana raitra eoanivon’ny finoana katolikaizany. Ity katedraly ity diaao amin’ny fokontany Na-mahora Morondava, reni-vohitry ny faritra Menabe.Nitarika ny lamesa ho amin’izany ny Kardinaly DésiréTsarahazana sy Mgr Pao-lo Gualteri solontenan’iPapa Ray Masina, eto Ma-dagasikara, teo koa nyEvekan’i Morondava Marie

Fabien, notronin’ny fivon-dronamben’ny Eveka etoMadagasikara. Nisonga-dina tamin’ny lahateny na-taon’ny Kardinaly DésiréTsarahazana nandritra izaofotoam-pitokanana izao,fa manitatra ny ambain-dain’ny fitoriana ny evan-jely hatrany ny fahavitan’izao zava-bita goavana izao,ary manamafy ny finoana,indrindra tao aorian’ny fan-dalovan’ny Ray MasinaFrançois teto amintsika.

Aly

Finoana katolika

Nahazo katedraly vaovao ny diosezin’i Morondava

Tetik’asa GEMAHA

Mamaha ny olan’ny herin’aratra nysolika azo avy amin’ny Jatropha

Mihodina tsara ny orin’asa iray any Tsihombe, faritraAndroy, manodina ny vokatra Jatropha ho lasa solikaary mamatsy ny herin’aratra ho an’ny tanànan’i Tsi-hombe amin’izao fotoana izao. Nofaranana tamin’nyfomba ofisialy tetsy amin’ny Hotel Panorama Andrai-narivo ny alakamisy teo ny tetik’asa GEMAHA, ho fam-piroboroana ny sehatra fikarohana sy ny fanodinanany vokatra Jatropha ho lasa solika sy zezika ampia-saina amin’ny fambolena. Ny orin’asa Phileole no han-dray an-tanàna ny fanohizana ny tetik’asa, mbahahafahana mandrakotra ny faritra rehetra eto Mada-gasikara amin’ny fampiasana ny herin’aratra azo avyamin’ny Jatropha. Ny olana anefa hoy AndriamatoaRavelomanantsoa Jacques mpitantana ny orin’asaPhileole, tsy maniry afa-tsy any amin’ny faritra Androyny vokatra Jatropha kanefa mila manenjika velaram-pambolena 100 000 000 Ha ny tetik’asa raha tiana nyhamatsiana herin’aratra any amin’ny faritra. Nanohynanazava Andriamatoa Ravelomanantsoa Jacques fananamora ny fanodinana ny Jatropha ny fahatonga-van’ny milina sy fitaovana manaraka ny teknolojia tetoMadagasikara. Ny fanamafisana ny famatsiam-bolaamin’ny fambolena Jatropha sy ny fanitarana ny te-tik’asa no vahaolana hoy ihany ny mpitantana nyorin’asa Phileole. Manome lanja ny tetik’asa GEMAHAihany koa ny fisian’ny politikam-panjakana manohanany angôvo hoy ihany ity tompon’andraikitra ity. Mari-hina fa ny tatik’asa GEMAHA dia fandaharan’asa na-haritra 2 taona tohanan’ny vondrona Eoropeaninamiara- miasa amin’ny CIRAD sy ny ADER ary ny Kao-misionina ny Ranomasimbe Indianina.

Franck Razakambelo

Soamandrakizay

Atao ho toerana famokaranazana-kazo

Lasa toeram-pamokarana zanakazo hiatrehana nytaom-pambolenkazo ho avy ny toerana nandraisanany Ray Masina François eny Soamandrakizay Andro-hibe. Zanakazo manodidina ny 8 000 000 isa no voa-laza fa hovokarin’ny ministeran’ny tontolo iainana syny fampandrosoana maharitra amin’izany, hiatrehanany taom-pambolenkazo ho avy izao. Ny zanakazo vo-katra dia natao haparitaka amin’ny faritra Analamanga.Ireo mpiasan’ny Ministera no manatanteraka izany enyan-toerana isaky ny andro talata sy zoma.

Aly

Bakalorea fihodinana faha-2 manokana

Ambany dia ambany ny taha-pa-hafana tany Fianarantsoa

Bakalorea fihodinana faha-2 manokana, ambany diaambany ny taha-pahafahana tany amin’ny Faritanin’iFianarantsoa teo aloha, 17,41% ny taham-pahafahanaBakalôrea andiany manokana nivoaka ny faran’ny he-rinandro teo,voka-panadinana Bacc andiany faha-2manokana natao ny 23 ka hatramin’ny 26 oktobra2019. Ny foibem-panadinana tany Manakara no am-bany indrindra ny taha-pahafahana: 5,96% ny taham-pahafahana, ny tany amin’ny foibem-panadinana Imito,Distrikan’i Fandriana kosa no tsara indrindra ny voka-tra: 62,90%. Ny fanadinana bacc tamin’ity taona 2019ity no ratsy indrindra ny fikarakarana sy ny vokatra tetoMadagasikara, noho ny nisian’ny fivoahan’ny lazaadina mialoha, noho ny tsy fahombiazan’ireo tom-pon’andraikitra ao anivon’ny fampianarana ambara-tonga ambony eto amintsika ihany koa.

Naina

Recommended