1
DistrikAN’ANDApA Miseho lany ny tsy fandriampahalemana, olona 6 no maty hatreto 6 Lah 977 Alatsinainy 11 novambra 2019 Samihafa www.gvalosoa.com Olona anisan’ny nisy namono tany Andapa. Atrikasa GEMAHA tetsy aminny Hotel Panorama Andrainarivo. M iseho lany amin’ izao fotoana ny tsy fandriampaha- lemana any amin’ny dis- trikan’Andapa, faritra Sa- va. Tato anatin’ny andro vitsivitsy izao, olona 6 no efa namoy ny ainy, ka ny 5 amin’ireo dia vehivavy avokoa. Ny famonoan’ olona farany nitranga dia ny faran’ny herinandro teo, mpitondra Bajaj iray no nisy namono, mpan- deha nentin’ity Bajaj ity ihany no namono ilay mpamily. Noho izao tran- ga izao, mangataka amin’ ny mpitondra fanjakana ny zanak’Andapa, mba hi- jery ankaiky ny vono olo- na mifanesisesy izao. Efa 6 no isan’ny maty hoy ny fanambarana ary saika vehivavy avokoa satria sady naholana izy ireo no tombohina antsy ary alai- na ny "utérus sy ny col". Manahy mafy ny mponina any ary mahatsiaro ho tsy misy ray amandreny mpiahy, manoloana ny zava-misy satria efa ho 1 volana mahery, tsy mba misy andaraikitra feno ataon’ny fanjakana, ka miangavy indrindra ny mi- nisitriny filaminana mba hijery ny olony ary ha- nome baiko azy ireo, fa mitaintaina ny vahoaka. Stefa Ilay tovolahy maty voatifitry ny jiolahy teny Andranomanalina. Ilay fiara mpitatitra voatafika tany amin’ny RN 44. Ny Katedraly vaovao notokanana tany Namahora Morondava. Lasibatry ny mpanakan- dalana teo Ambohibola, tanàna anelanelan’i Mora- rano Gara sy Ambohima- narivo amin'ny lalam-pi- renena faha-44, mampi- tohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka ary Am- parafaravola, ny fiara mpi- tatitra olona iray nanao lava alina. Niainga tao Amparafaravola ity fiara ity ny zoma 8 novambra alina, hiazo an'Antanana- rivo Renivohitra. Nanao fanamiana toy ny an’ny mpitandro filami- nana ireo olon-dratsy, sady nirongo basy sy zava-maranitra. Nam- piasa vato sy hazo no na- taon’izy ireo sakan-dala- na, sady nanapoaka basy, mba hampijanona izay fiara mandalo. Voaroba daholo ireo mpandeha tao anaty fiara. Lasan'ireo jiolahy ny entana saro- bidy, toy ny firavaka sy vola. Nisy ireo mpandeha naratra noho ny kapoka sy daroka nahazo azy ireo. Ny Valosoa RN 44 Mpitandro filaminana sandoka manakan-dalana, norobainy avokoa ny mpandeha Tsy mandry fahalemana amùin’izao fotoana ny ao amin’ny fokontany Andra- nomanalina Boriboritany voalohany, jiolahy mitam- basy nanafika mpivarotra paty tao amin’ity tanàna ity. Jiolahy mitam-basy miisa 4 no nanafika olon- tsotra nitondra vola azony tamin’ny varotra paty, ka nitifitra avy hatrany ny na- nandrify ny fon'ity tovo- lahy iray, izay niaro ny sac banane nisy ilay vola teny aminy. Antsoina amin’ny anarana hoe Naivo ity to- volahy ity ary mipetraka eny Andranomanalina Isotry. Teny amin’ny tete- zan’i Bekiraro tokony ho tamin’ny 7 ora latsaka fa- hefany no nitrangan'ny fa- nafihana. Maty tsy tra- drano i Naivo, ary nivoaka tao an-damosiny ny bala izay nitifiran’ireo jiolahy azy, avy eo dia nanao tifi- danitra ireo jiolahy mba hiparitahin’ireo olona ma- nodidina. Efa hita, araky ny fitilina nataon’ny mpi- tandro filaminana ireo bala izay nitifirana ity to- volahy ity, ary mbola mi- tohy hatrany ny fanadi- hadiana. Mangataka ha- trany ireo mponina eny amin’iny toerana iny mba hijerena ifotony ny rey- saka fandriampahale- mana, izay miantefa amin’ ny mpitondra fanjakana, satria dia efa mateti- mpiavy loatra ny tsy fan- driampahalemana eny an-toerana. Stefa Tsy fandriampahalemana Efa-dahy mitam-basy nanafika mpivarotra paty Nahazo katedraly vaovao ny diosezin’i Morondava, notokana omaly izany tra- no fiangonana raitra eo anivon’ny finoana katolika izany. Ity katedraly ity dia ao amin’ny fokontany Na- mahora Morondava, reni- vohitry ny faritra Menabe. Nitarika ny lamesa ho amin’ izany ny Kardinaly Désiré Tsarahazana sy Mgr Pao- lo Gualteri solontenan’i Papa Ray Masina, eto Ma- dagasikara, teo koa ny Evekan’i Morondava Marie Fabien, notronin’ny fivon- dronamben’ny Eveka eto Madagasikara. Nisonga- dina tamin’ny lahateny na- taon’ny Kardinaly Désiré Tsarahazana nandritra izao fotoam-pitokanana izao, fa manitatra ny ambain- dain’ny fitoriana ny evan- jely hatrany ny fahavitan’ izao zava-bita goavana izao, ary manamafy ny finoana, indrindra tao aorian’ny fan- dalovan’ny Ray Masina François teto amintsika. Aly Finoana katolika Nahazo katedraly vaovao ny diosezin’i Morondava Tetik’asa GEMAHA Mamaha ny olan’ny herin’aratra ny solika azo avy amin’ny Jatropha Mihodina tsara ny orin’asa iray any Tsihombe, faritra Androy, manodina ny vokatra Jatropha ho lasa solika ary mamatsy ny herin’aratra ho an’ny tanànan’i Tsi- hombe amin’izao fotoana izao. Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hotel Panorama Andrai- narivo ny alakamisy teo ny tetik’asa GEMAHA, ho fam- piroboroana ny sehatra fikarohana sy ny fanodinana ny vokatra Jatropha ho lasa solika sy zezika ampia- saina amin’ny fambolena. Ny orin’asa Phileole no han- dray an-tanàna ny fanohizana ny tetik’asa, mba hahafahana mandrakotra ny faritra rehetra eto Mada- gasikara amin’ny fampiasana ny herin’aratra azo avy amin’ny Jatropha. Ny olana anefa hoy Andriamatoa Ravelomanantsoa Jacques mpitantana ny orin’asa Phileole, tsy maniry afa-tsy any amin’ny faritra Androy ny vokatra Jatropha kanefa mila manenjika velaram- pambolena 100 000 000 Ha ny tetik’asa raha tiana ny hamatsiana herin’aratra any amin’ny faritra. Nanohy nanazava Andriamatoa Ravelomanantsoa Jacques fa nanamora ny fanodinana ny Jatropha ny fahatonga- van’ny milina sy fitaovana manaraka ny teknolojia teto Madagasikara. Ny fanamafisana ny famatsiam-bola amin’ny fambolena Jatropha sy ny fanitarana ny te- tik’asa no vahaolana hoy ihany ny mpitantana ny orin’asa Phileole. Manome lanja ny tetik’asa GEMAHA ihany koa ny fisian’ny politikam-panjakana manohana ny angôvo hoy ihany ity tompon’andraikitra ity. Mari- hina fa ny tatik’asa GEMAHA dia fandaharan’asa na- haritra 2 taona tohanan’ny vondrona Eoropeanina miara- miasa amin’ny CIRAD sy ny ADER ary ny Kao- misionina ny Ranomasimbe Indianina. Franck Razakambelo Soamandrakizay Atao ho toerana famokarana zana-kazo Lasa toeram-pamokarana zanakazo hiatrehana ny taom-pambolenkazo ho avy ny toerana nandraisana ny Ray Masina François eny Soamandrakizay Andro- hibe. Zanakazo manodidina ny 8 000 000 isa no voa- laza fa hovokarin’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra amin’izany, hiatrehana ny taom-pambolenkazo ho avy izao. Ny zanakazo vo- katra dia natao haparitaka amin’ny faritra Analamanga. Ireo mpiasan’ny Ministera no manatanteraka izany eny an-toerana isaky ny andro talata sy zoma. Aly Bakalorea fihodinana faha-2 manokana Ambany dia ambany ny taha-pa- hafana tany Fianarantsoa Bakalorea fihodinana faha-2 manokana, ambany dia ambany ny taha-pahafahana tany amin’ny Faritanin’i Fianarantsoa teo aloha, 17,41% ny taham-pahafahana Bakalôrea andiany manokana nivoaka ny faran’ny he- rinandro teo,voka-panadinana Bacc andiany faha-2 manokana natao ny 23 ka hatramin’ny 26 oktobra 2019. Ny foibem-panadinana tany Manakara no am- bany indrindra ny taha-pahafahana: 5,96% ny taham- pahafahana, ny tany amin’ny foibem-panadinana Imito, Distrikan’i Fandriana kosa no tsara indrindra ny voka- tra: 62,90%. Ny fanadinana bacc tamin’ity taona 2019 ity no ratsy indrindra ny fikarakarana sy ny vokatra teto Madagasikara, noho ny nisian’ny fivoahan’ny laza adina mialoha, noho ny tsy fahombiazan’ireo tom- pon’andraikitra ao anivon’ny fampianarana ambara- tonga ambony eto amintsika ihany koa. Naina

D ’A NDApA Miseho lany ny tsy fandriampahalemana, olona 6 ...ny vokatra Jatropha kanefa mila manenjika velaram-pambolena 100 000 000 Ha ny tetik’asa raha tiana ny hamatsiana herin’aratra

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: D ’A NDApA Miseho lany ny tsy fandriampahalemana, olona 6 ...ny vokatra Jatropha kanefa mila manenjika velaram-pambolena 100 000 000 Ha ny tetik’asa raha tiana ny hamatsiana herin’aratra

DistrikAN’ANDApA

Miseho lany ny tsy fandriampahalemana, olona 6 no maty hatreto

6Lah 977 Alatsinainy 11 novambra 2019Samihafawww.gvalosoa.com

Olona anisan’ny nisy namono tany Andapa.

Atrikasa GEMAHA tetsy aminny Hotel Panorama Andrainarivo.

Miseho lany amin’izao fotoana nytsy fandriampaha-

lemana any amin’ny dis-trikan’Andapa, faritra Sa-va. Tato anatin’ny androvitsivitsy izao, olona 6 noefa namoy ny ainy, ka ny5 amin’ireo dia vehivavyavokoa. Ny famonoan’olona farany nitranga diany faran’ny herinandroteo, mpitondra Bajaj irayno nisy namono, mpan-deha nentin’ity Bajaj ityihany no namono ilaympamily. Noho izao tran-

ga izao, mangataka amin’ny mpitondra fanjakanany zanak’Andapa, mba hi-jery ankaiky ny vono olo-

na mifanesisesy izao. Efa6 no isan’ny maty hoy nyfanambarana ary saikavehivavy avokoa satria

sady naholana izy ireo notombohina antsy ary alai-na ny "utérus sy ny col".Manahy mafy ny mponinaany ary mahatsiaro ho tsymisy ray amandrenympiahy, manoloana nyzava-misy satria efa ho 1volana mahery, tsy mbamisy andaraikitra fenoataon’ny fanjakana, kamiangavy indrindra ny mi-nisitriny filaminana mbahijery ny olony ary ha-nome baiko azy ireo, famitaintaina ny vahoaka.

Stefa

Ilay tovolahy maty voatifitry ny jiolahy teny Andranomanalina.

Ilay fiara mpitatitra voatafika tany amin’ny RN 44.

Ny Katedraly vaovao notokanana tany Namahora Morondava.

Lasibatry ny mpanakan-dalana teo Ambohibola,tanàna anelanelan’i Mora-rano Gara sy Ambohima-narivo amin'ny lalam-pi-renena faha-44, mampi-tohy an’i Moramanga syAmbatondrazaka ary Am-parafaravola, ny fiara mpi-tatitra olona iray nanaolava alina. Niainga taoAmparafaravola ity fiaraity ny zoma 8 novambraalina, hiazo an'Antanana-rivo Renivohitra.Nanao fanamiana toy nyan’ny mpitandro filami-

nana ireo olon-dratsy,sady nirongo basy syzava-maranitra. Nam-piasa vato sy hazo no na-taon’izy ireo sakan-dala-na, sady nanapoaka basy,mba hampijanona izayfiara mandalo. Voarobadaholo ireo mpandehatao anaty fiara. Lasan'ireojiolahy ny entana saro-bidy, toy ny firavaka syvola. Nisy ireo mpandehanaratra noho ny kapokasy daroka nahazo azyireo.

Ny Valosoa

RN 44

Mpitandro filaminana sandoka manakan-dalana, norobainy avokoany mpandeha

Tsy mandry fahalemanaamùin’izao fotoana ny aoamin’ny fokontany Andra-nomanalina Boriboritanyvoalohany, jiolahy mitam-basy nanafika mpivarotrapaty tao amin’ity tanànaity. Jiolahy mitam-basymiisa 4 no nanafika olon-tsotra nitondra vola azonytamin’ny varotra paty, kanitifitra avy hatrany ny na-nandrify ny fon'ity tovo-lahy iray, izay niaro ny sacbanane nisy ilay vola tenyaminy. Antsoina amin’nyanarana hoe Naivo ity to-volahy ity ary mipetrakaeny AndranomanalinaIsotry. Teny amin’ny tete-

zan’i Bekiraro tokony hotamin’ny 7 ora latsaka fa-hefany no nitrangan'ny fa-nafihana. Maty tsy tra-

drano i Naivo, ary nivoakatao an-damosiny ny balaizay nitifiran’ireo jiolahyazy, avy eo dia nanao tifi-

danitra ireo jiolahy mbahiparitahin’ireo olona ma-nodidina. Efa hita, arakyny fitilina nataon’ny mpi-tandro filaminana ireobala izay nitifirana ity to-volahy ity, ary mbola mi-tohy hatrany ny fanadi-hadiana. Mangataka ha-trany ireo mponina enyamin’iny toerana iny mbahijerena ifotony ny rey-saka fandriampahale-mana, izay miantefa amin’ny mpitondra fanjakana,satria dia efa mateti-mpiavy loatra ny tsy fan-driampahalemana enyan-toerana.

Stefa

Tsy fandriampahalemana

Efa-dahy mitam-basy nanafika mpivarotra paty

Nahazo katedraly vaovaony diosezin’i Morondava,notokana omaly izany tra-no fiangonana raitra eoanivon’ny finoana katolikaizany. Ity katedraly ity diaao amin’ny fokontany Na-mahora Morondava, reni-vohitry ny faritra Menabe.Nitarika ny lamesa ho amin’izany ny Kardinaly DésiréTsarahazana sy Mgr Pao-lo Gualteri solontenan’iPapa Ray Masina, eto Ma-dagasikara, teo koa nyEvekan’i Morondava Marie

Fabien, notronin’ny fivon-dronamben’ny Eveka etoMadagasikara. Nisonga-dina tamin’ny lahateny na-taon’ny Kardinaly DésiréTsarahazana nandritra izaofotoam-pitokanana izao,fa manitatra ny ambain-dain’ny fitoriana ny evan-jely hatrany ny fahavitan’izao zava-bita goavana izao,ary manamafy ny finoana,indrindra tao aorian’ny fan-dalovan’ny Ray MasinaFrançois teto amintsika.

Aly

Finoana katolika

Nahazo katedraly vaovao ny diosezin’i Morondava

Tetik’asa GEMAHA

Mamaha ny olan’ny herin’aratra nysolika azo avy amin’ny Jatropha

Mihodina tsara ny orin’asa iray any Tsihombe, faritraAndroy, manodina ny vokatra Jatropha ho lasa solikaary mamatsy ny herin’aratra ho an’ny tanànan’i Tsi-hombe amin’izao fotoana izao. Nofaranana tamin’nyfomba ofisialy tetsy amin’ny Hotel Panorama Andrai-narivo ny alakamisy teo ny tetik’asa GEMAHA, ho fam-piroboroana ny sehatra fikarohana sy ny fanodinanany vokatra Jatropha ho lasa solika sy zezika ampia-saina amin’ny fambolena. Ny orin’asa Phileole no han-dray an-tanàna ny fanohizana ny tetik’asa, mbahahafahana mandrakotra ny faritra rehetra eto Mada-gasikara amin’ny fampiasana ny herin’aratra azo avyamin’ny Jatropha. Ny olana anefa hoy AndriamatoaRavelomanantsoa Jacques mpitantana ny orin’asaPhileole, tsy maniry afa-tsy any amin’ny faritra Androyny vokatra Jatropha kanefa mila manenjika velaram-pambolena 100 000 000 Ha ny tetik’asa raha tiana nyhamatsiana herin’aratra any amin’ny faritra. Nanohynanazava Andriamatoa Ravelomanantsoa Jacques fananamora ny fanodinana ny Jatropha ny fahatonga-van’ny milina sy fitaovana manaraka ny teknolojia tetoMadagasikara. Ny fanamafisana ny famatsiam-bolaamin’ny fambolena Jatropha sy ny fanitarana ny te-tik’asa no vahaolana hoy ihany ny mpitantana nyorin’asa Phileole. Manome lanja ny tetik’asa GEMAHAihany koa ny fisian’ny politikam-panjakana manohanany angôvo hoy ihany ity tompon’andraikitra ity. Mari-hina fa ny tatik’asa GEMAHA dia fandaharan’asa na-haritra 2 taona tohanan’ny vondrona Eoropeaninamiara- miasa amin’ny CIRAD sy ny ADER ary ny Kao-misionina ny Ranomasimbe Indianina.

Franck Razakambelo

Soamandrakizay

Atao ho toerana famokaranazana-kazo

Lasa toeram-pamokarana zanakazo hiatrehana nytaom-pambolenkazo ho avy ny toerana nandraisanany Ray Masina François eny Soamandrakizay Andro-hibe. Zanakazo manodidina ny 8 000 000 isa no voa-laza fa hovokarin’ny ministeran’ny tontolo iainana syny fampandrosoana maharitra amin’izany, hiatrehanany taom-pambolenkazo ho avy izao. Ny zanakazo vo-katra dia natao haparitaka amin’ny faritra Analamanga.Ireo mpiasan’ny Ministera no manatanteraka izany enyan-toerana isaky ny andro talata sy zoma.

Aly

Bakalorea fihodinana faha-2 manokana

Ambany dia ambany ny taha-pa-hafana tany Fianarantsoa

Bakalorea fihodinana faha-2 manokana, ambany diaambany ny taha-pahafahana tany amin’ny Faritanin’iFianarantsoa teo aloha, 17,41% ny taham-pahafahanaBakalôrea andiany manokana nivoaka ny faran’ny he-rinandro teo,voka-panadinana Bacc andiany faha-2manokana natao ny 23 ka hatramin’ny 26 oktobra2019. Ny foibem-panadinana tany Manakara no am-bany indrindra ny taha-pahafahana: 5,96% ny taham-pahafahana, ny tany amin’ny foibem-panadinana Imito,Distrikan’i Fandriana kosa no tsara indrindra ny voka-tra: 62,90%. Ny fanadinana bacc tamin’ity taona 2019ity no ratsy indrindra ny fikarakarana sy ny vokatra tetoMadagasikara, noho ny nisian’ny fivoahan’ny lazaadina mialoha, noho ny tsy fahombiazan’ireo tom-pon’andraikitra ao anivon’ny fampianarana ambara-tonga ambony eto amintsika ihany koa.

Naina