12
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MIANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA Sokajy natokana ho an’ireofikambanana tsy miankina sy fikambanana eny anivon’ny Fiangonana izay nanao asa miavaka ho fanatrarana ireo tanjona voarakitra ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana. *Tsymaintsyfenoina 1. FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY Lohateny(Fehezanteny iray mahafehy ny asa vita)* TANORAN’NY FIANGONANA KATOLIKA MANOME LANJA NY MIRALENTA EO AMIN’NY FIROSOANA LALINA AMIN’NY FINOANA SY FAMPIVOARANA NY TANORA AMIN’NY LAFINY REHETRA. Daty*(Daty hamenoanao ity taratasy fandraisana anjara ity): 25 martsa 2014 Anarana RAMANAMIHANTA Fanampiny Julien Asaatao/Andraikitra Mpanabe/ Mpiandraikitra filambanan’ny tanora Fikambanana/Kaominina Tanoran’ny Fiangonana Katolika/CR Bemasoandro Fianarana vita Ambaratong avoalohany Ambaratong afaharoa Oniversi te Fanofanan aara- kasa Fampianarana olon- dehibe Sokajin-taona 18 - 30 31- 40 41 - 50 51 - 60 60 + Adiresymailaka [email protected] Téléphone fixe Fax Finday 0325013916/0331234576/0343155817 Kaominina Bemasoandro Firenena Malagasy Tranokalan’nyFikamban ana Lahy/vavy Lahy Lahy/vavy Sary 2. FANOLORANA NY ASA VITA 1

2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014

FIKAMBANANA TSY MIANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

Sokajy natokana ho an’ireofikambanana tsy miankina sy fikambanana eny anivon’ny Fiangonana izay nanao asa miavaka ho fanatrarana ireo tanjona voarakitra ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana.

*Tsymaintsyfenoina

1. FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY

Lohateny(Fehezanteny iray mahafehy ny asa vita)*

TANORAN’NY FIANGONANA KATOLIKA MANOME LANJA NY MIRALENTA EO AMIN’NY FIROSOANA LALINA AMIN’NY FINOANA SY FAMPIVOARANA NY TANORA AMIN’NY LAFINY

REHETRA.

Daty*(Daty hamenoanao ity taratasy fandraisana anjara ity): 25 martsa 2014

Anarana RAMANAMIHANTA Fanampiny Julien Asaatao/Andraikitra Mpanabe/ Mpiandraikitra filambanan’ny tanoraFikambanana/Kaominina

Tanoran’ny Fiangonana Katolika/CR Bemasoandro

Fianarana vita Ambaratongavoalohany

Ambaratongafaharoa

Oniversite

Fanofananaara-kasa

Fampianaranaolon-dehibe

Sokajin-taona 18 - 30 31- 40 41 - 50 51 - 60 60 + Adiresymailaka [email protected]éléphone fixeFaxFinday 0325013916/0331234576/0343155817Kaominina Bemasoandro Firenena MalagasyTranokalan’nyFikambananaLahy/vavy Lahy Lahy/vavySary

2. FANOLORANA NY ASA VITA

Teny fanolorana avy amin’ny tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny Fikambanana *(Aza adino ny anarany sy ny andraikitra sahaniny)

RAVELOARIJAONA Marcelin Gabriel, Prezidan’ny Distrika. « Ny Tafika dia vovonana fikambanana eo anivon’ny fiangonana Katolika ivondronan’ny Tanora rehetra, sehatra hanompoana ny fiangonana sy hanamasinantena ary hikatsahana ihany koa izay mahasoa na ara-batana, ara-tsaina ary ara-panahy indrindra indrindra »

1

Page 2: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

Inona avy ireo zava-dehibe nisongadina vitan’ny Fikambanana?

Ireo zava-dehibe nisongadina vitan’ny Fikambanana dia ny famondronana ireo tanora lahy sy vavy, fanomezana fihofanana azy ireo hahalala ny finoany tsara sy hahafahany mandroso amin’ny fiainana amin’ny sehatra samihafa.

Famintinana*Inona avy ireo asa/hetsika vitan’ny fikambanana? Inona no tena nampahomby ny asa?½ pejy

Ao amin’ny tanora ny hery rehetra entina miaina sy mandroso. Mety handrava sy hamotika ihany koa anefa izany raha tsy voavolavola tsara ny fahaizana mitondra azy na eo amin’ny tanora lahy na ny tanora vavy. Ny Fikambanan’ny tanora misy anay dia mikajy sy mampitovy ny tanora lahy sy vavy amin’ny lafiny rehetra eo amin’ny andraikitra, eo amin’ny fanapahan-kevitra, eo amin’ny asa atao ary amin’ny fisitrahana ireo tombontsoa maro na ara-tsaina na ara-batana indrindra ny ara-panahy. Tao anatin’ny taona vitsy dia no nanangana ny fikambanan’ny tanoran’ny faritra isam-paritra. Nanao boky fihirana nanampy ny tanora amin’ny fanentanana. Fampihofanana ny tanora amin’ny fahaiza-mitantana, momba ny fitiavana sy ny tontolony, ny fitondrana ny fiainana, ny miralenta niompana tamin’ny andraikitry ny lehilahy sy ny vehivavy eo anivon’ny fiangonana sy ny tokantrano, ny fanomezana « cours d’appuis » ho an’ny mpanala fanadinana CEPE, BEPC, BAC,…fanatanterahana fifaninanana ara-panatanjahantena hitaizana ny tanora.Fananganana « bibliothèque ».Ny fitondrana ny tanora ho an’ny amin’ny fihaonana nasionaly. Nampahomby ny asa ny fahaizana mifanaja sy ny fanatanterahana ny asa araka izay voatondro ao amin’ny tetikasa. Ny fiofanana momba ny fahaiza-mitantana.

Tanjona fototra*Tanisao eto ireo tanjona napetraka

Fampivondronana ny tanora rehetra na lahy na vavy na anaty fikambanana na tsia

Fampihofanana amin’ny lafiny finoana, fitantanana, fandraisana andraikitra,miralenta,…

Fanomezana “cours gratuit” Fananganana “bibliothèque” Famoronana boky fihirana Fitondrana tanora maro ho any amin’ny fihaonana nasionaly

Mpiara-miasa sy ireo olona nahazo tombontsoa *Iza avy ireo olona nahazo tombontsoa tamin’ny asa vita? Iza avy ireo mpiara-miombon’antoka?

Nahazo tombontsoa mivantana

Nahazo tombontsoa an-kolaka

Sokajin’olona Vavy Lahy Totaly Vavy Lahy TotalyTanora Tsotra 163 145 308 25 19 44

2

Page 3: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

Mpianatra 30 25 55 20 15 35Olon-dehibe 40 10 50Ankizy 50 25 75Totaly 283 205 488 45 34 79

Fifandraisana amin’ireo tambazotra avy any ivelany *Mifandray amin’ireo tambazotra avy any ivelany ve ny fikambananao/Tambazotranao? Nanampy sy nanohana ny asa notanterahina ve izany fifandraisana izany? ½ pejy

Tsia. Tsy nanana fifandraisana amin’ny tambazotra avy any ivelany ny fikambanana. Na izany aza efa nieritreritra ny hikarotra izany.

Hetsika misongadina *

Inona avy ireo hetsika tena nisongadina (Mitanisà fara fahakeliny 5)

Fitondrana ny tanora hiatrika ny sehatra nationaly tany Toliary sy tany Diego

Fivoahan’ny bokin-kira kely nanampy ny karistianina hivavakaFahatanterahan’ny fiofanana momba fitantanana, fampivoarana ny

fiainan’ny tanora indrindra ny vehivavyFitsanganan’ny tranombokyFahavitan’ny hetsika nahafahana nanampy ny mahantra (sosialy)

Teti-bola*

Teti-bola (Ar)

Teti-bola mahaleo-tena natokana hanaovana ny asa

2000000

Teti-bola avy aminà fandaharanasa hafa 0Lelavola na fanampiana hafa avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka (Hazavao fohifohy)

200000 Avy amin’ny vovonana mpiahy sy ny fiangonana

TOTALY 2200000

Vokatra azo

Fiaraha-miasa amin’ny Fanjakana*Nisy fiaraha-miasa tamin’ny fanjakana ve tamin’ny fanatanterahana ny asa? Ho fampihararana ny tanjona ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny

3

Page 4: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

Miralenta sy ny Fampandrosoana ? Inona avy ireo fiantraikan’ny asa natao teo amin’ny fanjakana na ireo rafitra hafa? (farafahakeliny iray)

Tsy nisy ny fiaraha-miasa tamin’ny fanjakana tamin’ny fanatanterahana ny asa fa ezaka natao noho ny fahalalana fa ilaina ny FAMPANJARIANA NY MIRALENTA ho fampivoarana ny mpiara-belona. Na izany aza nanampy mandrakariva ny tanora ny Kaominina raha nangataka fanampiana izy toy ny fampidramana terrain sy fampidramana fitaovana ampiasaina.Eo anivon’ny rafitry ny fiangonana dia samy miezaka mandray andraikitra ny lahy sy ny vavy ary tsy miroa fo amin’ny fampandrosoana (fifaninanana masina)

Porofo *Fijoroana vavolombelona avy aminà tompon’andraikitra ambony manamarina ny fiantraikan’ny asa vitan’ny fikambananao. ½ pejy

FIJOROANA VAVOLOMBELONA Andriamatoa RABEFAKATRO Alphonse, Ben’ny Tanana Kaominina Bemasoandro

“Izaho, RABEFAKATRO Alphonse, Ben’ny Tanana, Kaominina Bemasoandro dia mijoro vavolombelona amin’ny maha Raiamandrenin’ny tanàna ahy ny mahakasika ny fikamban’ny Tanoran’ny Fiangonana Katolika. Hitako amin’ny fianan’ny vahoaka ny akon’ny ezaka ataon’izy ireo eo amin’ny fampandraisana andraikitra ny olona indrindra ny vehivavy tsy eo amin’ny fiarahamonina ihany fa hatrany amin’ny fanjaka satria sady olon’ny fiangonana ireo no olom-pirenena ihany koa. Mampandroso ny olom-pirenena ireo fampianarana sy fampiofananakarakarainy indrindra ny fampitana ny tokony hijoroana amin’ny fahamarinana, ny fifajana mba tsy hiteraka herisetra sy disadisa. Ny Fitaizana ny tanora ho tomadyamin’ny alalan’ny fanatanjahantena ihany koa dia hitako fa mendrika satria miady amin’ny zava-mahadomelina. Nanampy betsaka ny zanaky ny sahirana ny cours gratuit nataon’izy ireo ary izany fifanompzan-tanana izany no hitako fa tena fampandrosoana.”

Fiaraha-miasa amin’ny fiarahamonim-pirenena*Inona avy ireo paikady nampiasaina entina hahazoana ny fanohanan’ireo mpikambana aoamin’ny fiarahamonim-pirenena (Fikambanana na tambazotra hafa) ? Inona avy ny vokatra azo ? ½ pejy

Tsy mbola nanao hetsika ny fikambanana hahazoana ny fanohanan’ireo mpikambana ao amin’ny fiarahamonim-pirenena

Porofo *Fijoroana vavolombelona iray avy aminà fikambanana nanohana ny asa

4

Page 5: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

Fiaraha-miasa amin’ny Fokonolona *

Inona avy ny vokatra azo avy amin’ny asa vita teny anivon’ny fiarahamonina, manomeza ohatra.½ pejy

Ireo vokatra azo dia : ny fotomboan’ny olona indrindra ny vehivavy vonona miverina amin’ny

fiangonana ary vonona ny handray andraikitra. Niverina nivavaka indray izy rehefa ela tsy nanao izany ary niditra tamina fikambanana masina. Niditra ho tompon’andraikitra ary lany taorian’ny fifidianana.

Hafaliana teraka teo amin’ireo olona nahazo fanampiana. Ohatra ireo mpianatra afaka fanadinana soamantsara rehefa nahazo ny tantsoroka momba ny cours gratuit izay nokarakaraina ary mbola afaka manohy ny fianarany eny amin’ny ambaratonga ambony

Fihenan’ireo tanora mirenireny sy mitaingin-tamboho. Noho ny hetsika ataon’ny tanora dia tamana eo anivon’ny fiangonana ireo tanora ka tsy dia mirenireny indrindra ny sabotsy sy ny alahady.

Porofo*

Fiaraha-miasa amin’ny haino aman-jery *Inona avy ny fiaraha-miasa natao miaraka amin’ny mpanao gazety ho fampahafantarana ny asa sy ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana?

Nisy ny fiaraha-miasa tamin’ny haino aman-jery tamin’ny fanentanana ny tanora sy ny fanehoana ny zava-bita fa tsy nisy kosa ny fampahafantarana ny asa sy ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana. Na izany aza efa ao anatin’ny tetikasa amin’ity taona ity izany taorian’ny niofanan’ny tenanay mahakasika ny miralenta.

PorofoLahatsoratra an-gazety, horonan-tsary momba ny asa vita

Fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny vehivavy *

Efa nikarakara fampiofanana ny vehivavy ve ny Fikambanana, indrindraindrindra momba ny fampahafantarana ny Fenitry ny SADC mombany Miralenta sy ny Fampandrosoana? Manomeza ohatra iray. ½ pejy

Eny efa nikarakara fampiofanana ny vehivavy ny fikambanana5

Page 6: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

Fiofanana voalohany ny fampiofanana ny vehivavy momba ny andraikiny ao an-tokantrano sy ny fiatrahana ny fiainana. Nisongadina tamin’izany ny tsy tokony hipetrapetran’ny vehivavy foana fa tokony hiasa na hanao velon-tena sady mikarakara tonantrano

Faharoa ny fiofanana momba ny miralenta maneho ny zon’ny vehivavy sy ny ady amin’ny herisetra mpanjo ny vehivavy ary ny tokony hisorohana izany sy ny tokony atao raha sendra mitranga ny herisetra na ara-tsaina na ara-batana.

Porofo *Fijoroana vavolombelona iray avy amin’ireo vehivavy nahazo fiofanana

FIJOROANA VAVOLOMBELONARANDRIANARISOA Rovanambinintsoa Aimée, Mpianatra« Izaho voalaza anarana etsy ambony dia mijoro vavolombelona fa Nahazo fiofanana momba ny miralenta. Manaraka izany, fiofanana momba ny tokony hataon’ny vehivavy amin’ny fiainana, sy fiatrehana ny asa ary ny tokantrano. Nitondra voka-tsoa teo amin’ny fiainako izany. Novoizina tamin’izany ihany koa ny fitovian-jo sy fifandraisan’ny lahy sy ny vavy mba hisian’ny fandraisan’andraikitra eo amin’izy ireo »

RAHERINOMBANA Tazaina Myriame, Mpianatra«Amin-kafaliana sy amim-pitiavana no hijoaoako vavolombelona amin’ny alalan’ity taratasy ity fa noho ny cours d’appui izay nokarakarain’ny TAFIKA mba hanampiana ny mpanala fanadinana dia afaka BACCALAUREAT soamantsara aho ary mbola tafiditra tamin’ny sampam-pianarana nofidiko aho noho ny GUIDE ET FORMATION DANS LE MOMNDE PROFESSIONNEL izay nokarakarain’ny TAFIKA ihany ho an’izay afa-panadinana »

Lesona notsoahana*1) Fiaraha-miasa amin’nyFanjakana: Momba ny fampiharana ny Fenitryny

SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana, inona avy ny paikady hitanao fa mahomby entina hampirisihana ny fanjakana hanatratra ny tanjona?

Ny Paikady tsara mety hahomby entina hampirisihina ny fanjakana hanatratra ny tanjona ny fanaovana hetsika matetika: atrikasa mivantana amin’ny fananganana ivontoerana miratenta maro araka izay azo atao. Fanoloranana lalàna tsara rafitra manome hasina ny miralenta na fanatsarana ireo efa nisy teo aloha.

2) Fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka : Inona ireo lesona azo tsoahina tamin’ny fiaraha-miasa samihafa?

Tsy dia misy holazaina

3) Lesona hafa ?

Mila ezaka mafy sady lavitr’ezaka ny fampitana ny miralenta indrindra ho an’ireo mbola mitana ny fomban-drazana.

6

Page 7: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

4) Mihoatra amin’ireo lesona ireo, inona ny vahaolana hoetin’ny Fikambanana amin’ny asa manaraka ?

Ny vahaolana entin’ny fikambanana dia ny fanomezana fiofanana ireo hampitra ny hevitra sy ny fampitaovana azy ireo mba tsy handamoka ny ezaka ataoTokony hisy ny « prospectus » samihafa vokarina ho enti-manentana ireo olona hahafahany mandinika tsara.

Ampiaraho amin’ity taratasy fandraisana anjara ity ireo porofo rehetra hahafahana manamarina ny asa vita.

Sary* – Tsymaintsyampiarahinaamin’nysary Sary 2 ho an’ny mpanolotrany asa: sary tapaka, sary am-perinasa Sary 2 (farafahakeliny) mombany asa vita. Tokony ho hita eo

ambanin’ny sary ny anaran’ireo olona ao anatiny (rahalatsakyny 3), ny daty sy toerana nangalana azy ary ny zavatra ataon’ireo olona ao anatin’ny sary

7

Page 8: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

3. NY FENITRY NY SADC MOMBA NY MIRALENTA SY FAMPANDROSOANA, LAMINASA AORIAN’NY TAONA 2015

Tanisao eo ambany ireo tanjona ao anatin’ny Fenitry ny SADC izay tena hiasanao indrindra. Inona amin’ireo tanjona ireo no tokony hitondrana fanatsarana?

1. Amin’ireo tanjona 28 voarakitra ao anatin’ny Fenitryny SADC, inona no tena hiasanao? Araka ny hevitrao, inona amin’ireo tanjona voalaza ireo no tokony hitondrana fanatsarana? *

Ireo tanjona tena iasana

Tanjona: Fampianarana -fanofanana

Fanatsarana: Fanomezana fampianarana maimaimpoana ny zaza rehetra

Tanjona: Zanaka vavy sy lahy

Fanatsarana: Fanomezana fampianarana maimaimpoana ny zaza rehetra

Ireo tanjona tokony hitondrana fanatsarana

TANJONA FANATSARANA

Andininy 7: Fitovian-jo ara-pitsarana

Fanajana ny lalana ho an’ny olom-pireenna rehetra

Andininy 8 Lalana fototra,ara-panambadiana

Fanafaizana ireo tokantrano tsy misoratra ara-dalana ara-panjakana izay mamery zo ny ankizy.

Andininy 10 : Olona manana fahasembanana

Fanaovana fotodrafitrasa natokana ho an’ny sembana sy fanaovana lalana manokana manome zo azy ireny ttoy ny olona tsy sembana

Andininy 12-13: Zanaka vavy sy lahy

Fampitoviana ny fitaizana sy ny fianarana omena azy indrindra any amin’ny tontolo ambanivohitra

Andininy 16 Fampianarana -fanofanana

Fanomezana fampianarana maimaimpoana ny zaza rehetra

Misy tanjona hafa/sehatra hafa tianao ampidirina aoamin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy n yfampandrosoana ve?*Inona no tianao ampiana ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy

8

Page 9: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

ny Fampandrosoana?

Ny zon’ny voafonja mba hahazo ny anjara tandrify azy amin’ny fikarakarana rehetra hitoviany amin’ny olona tsotra.

Inona amin’ireo voalaza etsy ambany no tena hampiasanao ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny fampandrosoana amin’ny asa ataonao (Manomeza isa 1 kahatramin’ny 10):*

1. Tanjona sy tondro entina hamaritana ny ezaka vita hanatrarana ny Miralenta:10/10

2. Fitaovana entina hamolavolana drafitrasa sy teti-bola momba ny Miralenta:8/10 3. Fitaovana entina hampirisihana ny mpitondra hanatsara ny lalam-

panorenana:10/104. Fitaovana entina mandresy lahatra ny mpitondra hanatsara ny pôlitika momba

ny Miralenta:10/105. Fitaovana entina mandresy lahatra ny mpitondra hanatsara ny lalàna:10/106. Fitaovana enti-mampianatra sy manentana ny vahoaka momba ny maha-zava-

dehibe nyMiralenta:10/107. Fitaovana entina handrefesa na ny fahatanterahan’ny mpitondra ny

fifanarahana nosoniavina/toky nomeny:10/108. Fitaovana entina manentana eny ifotony:06/109. Fanetsiketsehana ny hetsika ataon’nyvehivavy:10/1010. Fitaovana entina hanentanana ny mpanao gazety mba hitatitra ny vaovao misy

amin’ny fomba tsy mitanila hahitana taratra ny Miralenta:05/10

9

Page 10: 2014 SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND AWARDS · Web viewFIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 FIKAMBANANA TSY MI ANKINA, FIKAMBANANA ENY ANIVON’NY FIANGONANA

10