8
Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015

Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa. Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Fanadihadiana MOBILE BANKING

Marsa 2015

Page 2: Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Fanolorana teknika

Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.

Nandray anjara : Olona feno taona miisa 100 manana kaonty amin’ny finday.

Toerana: Antananarivo sy ny manodidina. Daty : 20 hatramin’ny 31 marsa 2015.

Page 3: Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Anton’ny kaonty mobile banking

46%

35%

13%

7%

Fanontaniana : inona no antony ilana kaonty ?

Page 4: Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Fanontaniana : inona no antony itahirizana vola ivelan’ny trano fonenana ?

> 96% n’ireo manana kaonty no manana fomba hafa itahirizana vola

> Ireto no be mpisafidy :

- Ny banky- Ny « caisse

d’épargne »- Ny

mpampindram-bola madinika

Mba tsy ho azon'ny fakam-panahy

Noho ny tsy fandriam-pahalemana

Ho fitantanana mirindra kokoa

41%

38%

21%

Anton’ny kaonty mobile banking

Page 5: Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Safidy tambazotraFanontaniana: amin’ny tambazotra inona ny kaontinao?

AIRTEL45%

TELMA38%

ORANGE17%

>Ny 90%-n’ireo mitana kaonty dia manana namana na olom-pantatra manao toa azy

Page 6: Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Fanontaniana : inona no antony isafidiananao io tambazotra io ?

58%35%

8%Satria mahaliana ireo tolotra

Satria efa nampiasa antso sy sms teo aloha

Satria mahasarika ny doka

Safidy tambazotra

Page 7: Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Fanontaniana : inona no hitanao fa herin’ny tambazotra anananao kaonty?

Kalitaon’ny tolotra 51%

Hafainganana 20%

Tolotra hita n’aiza n’aiza 11%

Sarany mirary 10%

Misy mpanjinjara eo akaikinay 9%

Safidy tambazotra

Page 8: Fanadihadiana MOBILE BANKING Marsa 2015. Fanolorana teknika  Fanadihadiana ara-kalitao sy arak’antontan’isa.  Nandray anjara : Olona feno taona miisa

Bonus : nambaran’ireo ireo mpanjinjara…

Mobile banking : fironana natosiky ny tsy fandriam-pahalemana. Toa iza ny mpanjifa : ny olon-drehetra ankoatra ny manan-katao,

indrindra ny mpianatra ambaratonga ambony lavitra fianakaviana.

Airtel money dia be mpampiasa satria miparitaka kokoa ny Sim Airtel.

Mvola kosa manana tombony satria maharakotra bebe kokoa n’i Madagasikara.

Sarany hoan’ny 20.000Ariary

Orange Airtel Telma

Mandefa na mametraka raha tsy manana kaonty

0/ 1400Ar 200Ar/1800Ar 200Ar/1800Ar

Maka vola 800Ar 700Ar 700Ar