Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

Embed Size (px)

Citation preview

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    1/25

    1

    FFAAMMIINNTTIINNAANNAA NNYY

    VVOOKKAATTRRYY NNYYFFAANNAADDIIHHAADDIIAANNAA

    IIFFOOTTOONNYY

    TTeettiikkaassaa SSAALLOOHHII

    SSttrreennggtthheenniinngg aanndd AAcccceessssiinngg LLiivveelliihhoooodd

    OOppppoorrttuunniittiieess ffoorr HHoouusseehhoolldd IImmppaacctt

    OOkkttoobbrraa ddeessaammbbrraa 22000099

    http://www.catholicrelief.org/
  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    2/25

    2

    TENY FISAORANANy tetikasa SALOHI dia maneho fisaorana eram-po syeran-tsaina ho anireo rehetra niaraka nanatontosa ityfanadihadiana ifotony ity.

    Isaorana manokana aminizany :

    - Ireo tokantrano sy ny tomponandraikitra rehetrateo anivonny kaominina sy ny fokontany,taminny nanekenizy ireo ny hanatanterahanany fanadihadiana,

    - Ny tomponandraikitra isan-tsokajiny teoanivonny sampana fizohina sy fanarahamaso nytetikasa,

    - Ny teknisianny tetikasa rehetra izay niarakanifarimbona taminny famolavolana sy nyfanatontosana ny fanadihadiana,

    - Ireo mpanadihady sy mpanaramaso rehetranandritry ny fanadihadiana, taminny tsy

    nikelezanizy ireo aina, na dia teo aza ny lalan-tsarotra tsy maintsy nodiavina

    - Ny Agence CAPSULE taminny fikirakirana nyvokatry ny fanadihadiana

    Tsy adino koa anefa ny misaotra ireo tomponandraikitrarehetra taminny fanohanana ara-pitaovana

    nahafahana nanatanteraka ny fanadihadiana.

    ----------------------------------------

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    3/25

    3

    Manoloana ireo olana mikasika ny tsy fahampiana ara-tsakafo, izay mianjady aminireo tokantrano tena

    sahirana eto Madagasikara, dia narafitra ny TetikasaSALOHI, izay vatsinny fitondram-panjakana Amerikana(USAID/FFP) vola.

    Fikambanana tsy miankina iraisam-pirenena 4 (CRS,ADRA, CARE, ary Land OLakes) no mifarimbonamanatontosa io Tetikasa io, mandritra ny 5 taona (may2009 jona 2014), ao anatinny Fokontany miisa 544, izay

    hita ao anatinny: kaominina, miisa 120, distrika, miisa 21,

    ary faritra miisa 7

    Ny tanjona ankapobenny Tetikasa, dia ny hampihenany tsy fahampiana ara-tsakafo amina tokantrano miisa98.500 aminireo faritra hiasana ao anatinny 5 taona

    Ny tanjona manokana aminizany dia:

    -ny hanatsarana ny toe-pahasalamana sy nyhiadiana aminny tsy fanjarintsakafonireo zaza

    latsaky ny 5 taona, miisa 96.000;

    - ny hanatsarana ny tetikadim-pivelomana hoanny tokantrano miisa 82.000 manoloana ny tsy

    fahampiana ara-tsakafo;

    - ary ny hanamafisana ny fahafahanny mponinaao anatinny Fokontany miisa 544, hahay

    miatrika, sy hiarina ary hihaina tsara aorianny

    fandalovanny loza mety hitranga eo aminny

    toerana misy azy.

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    4/25

    4

    Ireto avy ireo distrika miisa 21izay hiasanny Tetikasa

    FARITRA DISTRIKAISANNY

    KAOMININA

    HIASANA

    AMORONI MANIAAMBOSITRA 12

    FANDRIANA 6

    MANANDRIANA 9

    VATOVAVY FITOVINANY

    IFANADIANA 8

    MANANJARY18

    NOSY VARIKA 9

    IKONGO 4

    MANAKARA ATSIMO 3

    VOHIPENO 2

    ATSIMO ATSINANA FARAFANGANA4

    VANGAINDRANO 3

    ANOSY AMBOASARY ATSIMO 6

    ANDROYAMBOVOMBE ANDROY 8

    BEKILY 4

    BELOHA 2

    TSIHOMBE 2

    ATSINANANA MAHANORO4

    VATOMANDRY 5

    ANALANJIROFO

    FENERIVE EST 1

    MANANARA-AVARATRA 6

    VAVATENINA 4

    TOTALINY 120

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    5/25

    5

    TOERANA

    HIASANNYTETIKASA

    - FOKONTANYmiisa 544, izy hitaao aminiretotoerana ireto:

    - KAOMININA,

    miisa 120;

    - DISTRIKA, miisa21

    - FARITRA, miisa 7(Anosy, Androy,

    Atsimo

    Atsinanana,

    Vatovavy

    Fitovinany,AmoronI Mania,Atsinanana, ary

    Analanjirofo)

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    6/25

    6

    TANJONNY FANADIHADIANA IFOTONY:

    Mba hafahana manatanteraka ny tetikasa hifanaraka

    aminny filnireo mponina hahazo izany, diananatontosa fanadihadiana ifotony ny tetikasa SALOHI,izay natao teo anivonny tokantrano miisa 2.876, taoanatinny Fokontany miisa 120, izay mitsinjara aoanatinny kaominina miisa 82, sy distrika miisa 20.

    Nandritra ny fanadihadiana izay natao teo anivonnytokantrano, dia zaza latsaky ny 5 taona miisa 3.876, no

    nolanjaina ary norefesina, mba hahafantarana ny toe-

    batanizy ireo manoloana ny olana mety hitrangavokatry ny tsy fahampiana sy ny fanjariana ara-tsakafo.

    Tsara ny manamarika fa nisy ihany koa nyfanadihadiana natao teo aminireo sokajinolonasamihafa teo anivonireo Fokontany miisa 120, mbahafahana mahafantatra misimisy kokoa ny olanamianjady eo aminireo vondronolona ifotony aminnyankapobeny, manoloana ny tsy fahampiana ara-

    tsakafo.

    Ireto avy ary ny tanjona manokana taminizanyfanadihadiana ifotony izany:

    - ny hafantarana misimisy kokoa ny zavamisy aoaminireo toerana hiasanny tetikasa, ary ireo

    fototry ny olana mianjady aminireo mponina ao,

    manoloana ny tsy fahampiana sy ny tsy

    fanjariana ara-tsakafo;

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    7/25

    7

    - ny hafantarana bebe kokoa ireo fombafanaonny mponina, mahakasika ny asam-

    pambolena sy fiompiana izay ataony, nyfitantanana ny tontolo iainana, ny asa fisorohana

    ny loza mety hitranga sy ny fiomanana ny

    aminny mety ho fiavianny loza voajanahary, ary

    ny fahasalamana sy ny ara-tsakafo;

    - ary ny fampandraisana anjara ny mponina sy nyvondronolona eny ifotony, mahakasika ny

    fitsirihana sy fanadihadiana miaraka ny olana,mba hisianny fiaraha-mientana mandritra ny

    fanatanterahana ny tetikasa, mankany aminny

    fiovana maharitra.

    Ny fahafantarana ny olana

    ifotony no ahafahana

    mandrafitra ny paikady

    hifanaraka aminny filnny

    mponina !

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    8/25

    8

    Vokatry ny fanadihadiana:

    Fanamarihana:

    Ao anatinny fanehoana ny vokatry ny fanadihadiana rehetra diatsara ny manamarika fa nosokajiana ao antinireto faritra ara-jeografika manaraka ireto ireo distrika 21izay hiasanny tetikasa:

    - AFOVOANY: AMBOSITRA, FANDRIANA, ary MANANDRIANA- ATSIMO: AMBOASARY ATSIMO, AMBOVOMBE ANDROY,

    BEKILY, BELOHA, ary TSIHOMBE

    - ATSIMO ATSINANANA: IFANADIANA, MANANJARY, NOSYVARIKA, IKONGO, MANAKARA ATSIMO, VOHIPENO,FARAFANGANA, ary VANGAINDRANO

    - ATSINANANA: MAHANORO, VATOMANDRY, FENERIVE EST,MANANARA-AVARATRA, ary VAVATENINA

    1- TOETOETRA ARA-TSOSIALY SY ARA-TOEKARENANNY ANKOHONANA

    Tahan'ny tokantrano nanaovanafanadihadiana ka, VEHIVAVY ny loham-pianakaviana: 18%

    Tahan'ny tokantrano nanaovanafanadihadiana ka, LEHILAHY ny loham-pianakaviana: 82%

    Salan'isan'ny olona ao anatin'nytokantrano nanaovana fanadihadiana: 5,7.

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    9/25

    9

    Fahaizana mamaky teny sy manoratra: anisannyfanoitra iray hiadiana aminny fahantrana, ny

    fahaizana mamaky teny sy manoratra, ka izany nonahatonga ny tetikasa hanadihady anizanymanokana.

    Aminny faritra rehetra hiasanny tetikasa SALOHI diamahatratra 63,3%ny tahanny loham-pianakavianamahay mamaky teny sy manoratra.

    Toy izao manaraka izao kosa ny salanisa raha jerena

    isaky ny faritra.

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMO ATSIMO

    ATSINANANA

    ATSINANANA

    Tahanny loham-pianakavianamahay mamakyteny symanoratra

    83,3% 35,0% 60,5% 68,7%

    Asa fivelomanny mponina: ny fambolena (94%) syny fiompiana (69%)no anisanny asa fivelomanafototra ataonireo tokantrano hita ao aminireofaritra hiasanny tetikasa

    Fanananny tokantrano: araka ny fanadihadiananatao dia hita fa mahatratra hatrany aminny 92%ny tokantrano nanaovana fanadihadiana no

    manana tany azo volena, ary 94% kosa no mananatrano. Mahakasika ny fitaovam-pamokarana kosadia fantatra fa tsy mihoatra ny 8% ny tokantrano nomanana sarety, ary 10%no manana angadinomby.Momba ny fiompina kosa dia, 32% ny tokantrano nomanana omby, 22% manana kisoa, ary 71% mananaakoho.

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    10/25

    10

    Toy izao manaraka izao ny fitsinjaranizany isam-paritra ara-jeografika

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMO ATSIMO

    ATSINANANA

    ATSINANANA

    TANY 95,5% 91,3% 90,1% 94,0%

    TRANO 88,4% 98,4% 95,0% 94,8%

    SARETY 4,8% 37,1% 0,2% 0,0%

    ANGADINOMBY 6,2% 38,8% 0,6% 3,1%

    OMBY 47,5% 65,5% 17,3% 14,0%

    KISOA 47,2% 3,5% 22,3% 15,1%

    AKOHO 82,1% 68,7% 70,2% 63,8%

    Araka ny fananana eo ampela-tananny tokantrano,dia azo sokajiana toy izao izy ireo:

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMO ATSIMO

    ATSINANANA

    ATSINANANA

    Tena sahirana 11,0% 13,4% 24,6% 24,7%

    Sahirana 38,2% 23,5% 50,9% 44,7%

    Tsy sahirana 39,8% 29,2% 20,9% 25,2%

    Manankarena 11,1% 33,9% 3,7% 5,4%

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    11/25

    11

    2- TAHANNY TSY FANJARIN-TSAKAFON NY ZAZALATSAKY NY 5 TAOANA

    Anisanny fanamby lehibe apetrakyny tetikasa ny fampihenana nytahanny tsy fanjarin-tsakafo eoaminny zaza latsaky ny 5 taona.

    Tondro zotra roa (2) no nampiasanamba ahafahana manaraka akaikyizany dia ny:

    - fahataranny fitombonny zaza raha

    oharina aminny halavany sy nytaonany(44,4% salanisa maneranany faritra hiasanny tetikasa)

    - sy ny tsy fahampin-danjan ny zazaraha oharina aminny lanjany sy nytaonany (34,5% salanisa manerana

    ny faritra hiasanny tetikasa)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMO ATSIMOATSINANAN

    A

    ATSINANANA

    Tahan'ny zaza 6-59 volana

    tratry ny fahataran'ny

    fitombona (halava / taona)64.2% 28.1% 47.5% 43.0%

    Tahan'ny zaza 0-59 volana

    tratry ny tsy fahampin-

    danja (lanja / taona)44.0% 33.5% 27.2% 39.7%

    Tahan'ny zaza 0-59 volana

    tratry ny fahaiazana (lanja /

    halava)

    5.2% 10.2% 8.4% 8.9%

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    12/25

    12

    3- SAKAFONNY ZAZA SY NY VEHIVAVY BEVOHOKA,ARY NY RENY MAMPINONO

    Ho fisorohana ny tsy fitombonny zaza ara-dalna,dia homenny tetikasa lanja manokana ny adyaminny tsy fanjarin-tsakafonny zaza, ny vehivavybevohoka, ary ny reny mampinono.

    Sokajin-javatra telo (3) no anisanny nanaovanafanadihadiana mahakasika izany, dia ny:fampinonon-dreny, ny sakafo be vy, ary ny sakafo

    be vitaminina A izay tokony hohaninny vehivavybevohoka sy ny reny mampinono.

    SALOHI

    (faritra

    rehetra)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMOATSIMO

    ATSINANANAATSINANANA

    Tahanny zaza latsaky ny 2taona minono aminny reniny 92,2% 95,3% 97,5% 89,2% 88,6%

    Tahanny zaza latsaky ny 6volana tsy nihinana hafa tsy

    ny nonon-dreny ihany

    55,8% 57,5% 26,1% 67,3% 55,2%

    Tahanny reny bevohoka namampinono mahafantatra

    sakafo be vitaminina A

    39,0% 48,4% 26,6% 36,0% 51,9%

    Tahanny reny bevohoka namampinono nihinana sakafo

    be vitaminina A

    36,4% 33,7% 52,6% 30,0% 35,8%

    Tahanny reny bevohoka namampinono mahafantatra

    sakafo be vy

    12,2% 14,0% 15,6% 5,5% 21,9%

    Tahanny reny bevohoka namampinono nihinana sakafo

    be vy

    11,2% 13,8% 9,0% 9,4% 14,5%

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    13/25

    13

    Araka ny tarehimarika hita eo aminny tabilao eoambony, dia hita fa ambany ny tahanny zaza

    latsaky ny 6 volana tsy nihinana hafa tsy ny nonon-dreny any aminny faritra Atsimo (26%), raha oharinaaminny salanisa ankapobeny aminny faritrarehetra hiasanny tetikasa.

    Raha ny mahakasika ireo sakafo be vitaminina A sybe Vy izay tokony hohaninny vehivavy bevohoka syny reny mampinono, dia hita fa mbola ambany nysalanisanizy ireo izay mahafantatra sy mihinana

    izany (sakafo be vitaminina A: 39% mahafantatra, ary36% nihinana sakafo be vy: 12% mahafantatra, ary11% nihinana)

    4- FISOROHANA NY ARETINA SY FANARAHA-MASONY FITOMBONNY ZAZA

    Paikady entina hisorohana ny

    tahanny tsy fanjarin-tsakafoeo aminny zaza ny fisorohanany aretina sy ny fanaraha-maso ny fitombony. Nomen-danja manokana izanynandritra ny fanadihadianaizay natao, mbahahafantarana ireo vatomisakana eo aminireo reny syireo tomponandraikitraaminny fikarakarana ny zaza

    ao an-tokantrano

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    14/25

    14

    Ity tabilao manaraka ity dia mamintina ny vokatry nyfanadihadiana mahakasika ny fisorohana ny aretina

    mety hahazo ny zaza, sy ny fanaraha-maso nyfitombony

    SALOHI (faritra

    rehetra)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMOATSIMO

    ATSINANANAATSINANANA

    Tahanny Reny izaynandray anjara taminnyfanaraha-maso ny

    fitombonny zanany

    54,8% 51,3% 51,6% 50,8% 70,3%

    Tahanny Reny izaynahazo fanentanana ara-

    pahasalamana62,2% 47,0% 66,0% 62,1% 71,2%

    Tahanny Reny izaynahazo fiofanana ara-

    pahasalamana28,8% 14,4% 55,6% 21,5% 29,3%

    Tahanny zaza latsaky ny 5taona izay nihinana

    vitaminina A teo aminnyfaha enimbolany

    90,1% 93,4% 78,7% 92,5% 94,7%

    Tahanny zaza latsaky ny 5taona izay nihinana odi-

    kankana teo aminny fahaheritaonany

    89,0% 92,3% 72,6% 92,1% 95,2%

    Tahanny zaza latsaky ny 5taona izay natory anaty

    lay nandritry ny alinnyomalinny fanadihadiana

    61,1% 4,1% 67,3% 63,1% 96,5%

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    15/25

    15

    5- FAHADIOVANNY TENA SY NY FAHADIOVANAARA-TSAKAFO

    Manampy betsaka eo aminny fisorohanany aretina maro samihafa ny fitandrovanany fahadiovanny tena, sy nyfahadiovanny sakafo.

    Ny fampiasana rano fisotro madio, sy nyfampiasana lava-piringa na gabonemanara-penitra no anisanireo vahaolanafototra hisorohana ny aretina.

    Raha ny vokatry ny fanadihadiana anefano jerena, dia tsara ny manamarika fambola betsaka ireo ezaka miandry rahaireo sehatra voalaza eo ambony ireo noasian-teny. Ny tabilao etsy ambany nomanamafy izany:

    SALOHI (faritra

    rehetra)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMOATSIMO

    ATSINANANAATSINANANA

    Tahanny Reny izaymampiasa ny fihetsika

    araka ny tokony ho izy

    mikasika ny

    fahadiovanny tena,aminny fotoana rehetratokony hanaovana izany

    4,4% 1,4% 1,1% 5,6% 8,5%

    Tahanny Reny izaymampiasa ny fihetsika

    araka ny tokony ho izy

    mikasika ny

    fahadiovanny sakafo

    8,6% 9,0% 6,1% 7,5% 12,8%

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    16/25

    16

    SALOHI (faritra

    rehetra)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMO

    ATSIMO

    ATSINANANA ATSINANANA

    Tahanny tokantranomanao fikarakarana

    manokana ny rano fisotro26,2% 22,3% 8,4% 30,9% 38,5%

    Tahanny tokantrano izaymampiasa ny tontolo

    manodidina (saha, ala,

    amoron-dranomasina) ho

    lava-piringa

    70,6% 45,3% 93,9% 82,5% 47,2%

    6- FAHAVITANTENA ARA-TSAKAFONNYANKOHONANA

    Fanamby iray lehibe ao anatinnytetikasa ny fampitomboana ny vokatraara-pambolena, mba hanatsarana nyfahavitantena ara-tsakafonireotantsaha ao aminny faritra hiasannytetikasa.

    Mbola maro anefa ireo tokantrano nomanana olana tsy fahampiana ara-tsakafo mandritry ny volana vitsivitsyanatinny taona iray, raha ny vokatry nyfanadihadiana no jerena

    SALOHI (faritra

    rehetra)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMO

    ATSIMO

    ATSINANANA ATSINANANA

    Isanny volana ahitanafamatsiana ara-tsakafo

    ara-dalna ho annytokantrano

    7,7 8,8 7,0 7,5 7,6

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    17/25

    17

    Ity tabilao manaraka ity dia ahitana ny tahanireotokantrano manana olana tsy fahampiana ara-

    tsakafo, mandritra ny volana izay mifanarakaaminizany.

    SALOHI (faritra

    rehetra)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMOATSIMO

    ATSINANANAATSINANANA

    Janoary 39,0% 72,9% 51,5% 30,4% 10,0%

    Febroary 43,3% 60,3% 44,4% 42,8% 26,0%

    Martsa 45,8% 11,9% 39,2% 56,8% 63,8%

    Aprily 43,9% 2,2% 28,0% 60,0% 68,5%

    May 12,0% 0,8% 19,3% 8,7% 22,7%

    Jona 8,0% 0,8% 27,3% 3,9% 4,0%

    Jolay 12,7% 3,5% 29,7% 9,2% 12,2%

    Aogositra 26,7% 6,9% 35,4% 29,3% 32,5%

    Septambra 42,0% 11,3% 40,1% 50,1% 57,9%

    Oktobra 58,6% 25,5% 53,4% 71,4% 70,6%

    Novambra 53,5% 53,7% 65,3% 51,3% 45,5%

    Desambra 46,5% 68,4% 65,8% 37,9% 22,6%

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    18/25

    18

    Anisanny olana sedrainireotokantrano maro, ny tsy fahampianny

    karazan-tsakafo hohanina, izay misyfiatraikany lehibe eo aminnytahanny tsy fanjarian-tsakafo.

    Raha toa ka misy karazanny 12 eo hoeo ireo sokajin-tsakafo izaynoheverina fa mitondra ny otrikainarehetra ilainny vatana, dia toy izaomanaraka izao ny vokatry nyfanadihadiana, mahakasika nysalanisa teo anivonireo tokantrano.

    SALOHI

    (faritra

    rehetra)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMOATSIMO

    ATSINANANAATSINANANA

    Salanisannyfahasamihafannykaraza-tsakafo

    hohaninny tokantrano

    4,8 5,3 2,2 5,4 5,5

    Raha io vokatry ny fanadihadiana io no jerena dia hita fa tsy mihoatrany 5 ireo karazan-tsakafo hohaninireo tokantrano aminnyankapobeny. Any aminny faritra Atsimo no hita fa tena ambany iosalanisa io. Anisanny fanamby iray ho anny tetikasa sy ny mpiara-miombonantoka rehetra ny hanatsarana izany na dia eo aza ny olanaara-toetany miseho any amininy faritra atsimo iny.

    http://images.google.fr/imgres?imgurl=www.biologie.uni-hamburg.de/b-online/fo53/ananas.jpg&imgrefurl=http://www.biologie.uni-hamburg.de/b-online/e53/ananas.htm&h=236&w=329&prev=/images%3Fq%3Dananas%26svnum%3D10%26hl%3Dfr%26lr%3D%26ie%3DUTF-8%26http://images.google.fr/imgres?imgurl=www.emaker.it/images/chi/banane.jpg&imgrefurl=http://www.emaker.it/chi-banana.htm&h=193&w=233&prev=/images%3Fq%3Dbanane%26svnum%3D10%26hl%3Dfr%26lr%3D%26ie%3DUTF-8%26oe%3DUTF-8%26sa%3DGhttp://images.google.fr/imgres?imgurl=veggie.free.fr/images/photo%2520legumes.jpg&imgrefurl=http://veggie.free.fr/navigation.htm&h=384&w=256&prev=/images%3Fq%3Dl%25C3%25A9gumes%26svnum%3D10%26hl%3Dfr%26lr%3D%26ie%3DUTF-8%26oe%3DUTF-8http://images.google.fr/imgres?imgurl=www.doctissimo.fr/html/sante/mag_2002/sem01/mag0222/images/allergies_alimentaires_lait.jpg&imgrefurl=http://www.doctissimo.fr/html/nutrition/pour_tous/nu_484_allergies_alimentaires.htm&h=185&w=142&prev=/imahttp://images.google.fr/imgres?imgurl=nutr.vet-lyon.fr/IMG/imgcollec/spgrain/rizbllj.jpg&imgrefurl=http://nutr.vet-lyon.fr/collecti/TP/imgspgr/TPribllj.html&h=300&w=447&prev=/images%3Fq%3Driz%2Bblanc%26svnum%3D10%26hl%3Dfr%26lr%3D%26ie%3DUTF-8%http://images.google.fr/imgres?imgurl=www.deliaonline.com/picturelibrary%255Cjpeg150/ha/haricot-beans.jpg&imgrefurl=http://www.deliaonline.com/ingredients/ingredientsatoz/i_0000000127.asp&h=150&w=150&prev=/images%3Fq%3Dharicot%26start%3D20%26sv
  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    19/25

    19

    7- VOKATRA ARA-PAMBOLENARaha ny vokatry ny fanadihadiana no jerenadia hita fa manodidina ny 94%nny tokantranono mivelona aminny fambolena. Vitsyaminizy ireo ihany anefa no afaka mahazotombontsoa aminny fotodrafitrasam-pambolena, toy ny tohadrano ahafahanamanondraka ny tanimbary (24%).

    Azo lazaina ho maro ihany ireo karazam-bolyataonny tokantrano tsirairay avy, saingy nymangahazo no anisanny mitana ny laharana

    voalohany (83%nny tantsaha), ny vary nomitana ny laharana faharoa (81%nnytantsaha), ary ny katsaka no mitana nylaharana fahatelo (50%nny tantsaha)

    Araka ny fanadihadiana natao teoanivonireo tokantrano samihafa, dia tsapa fambola ambany dia ambany ny habetsaky nyvokatra isaky ny Ha, raha ireo karazam-bolyvoalaza ireo no jerena.

    SALOHI (faritra

    rehetra)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMOATSIMO

    ATSINANANAATSINANANA

    Vokatra azo isaky ny Ha:

    VARY (Kg/Ha)493,0 1229,3 256,8 455,3 329,9

    Vokatra azo isaky ny Ha:

    KATSAKA(Kg/Ha)346,0 636,2 315,2 390,0 302,6

    Vokatra azo isaky ny Ha:TSARAMASO (Kg/Ha)

    265,1 344,8 245,3 250,8 38,0

    Vokatra azo isaky ny Ha:

    MANGAHAZO (Kg/Ha)864,7 1374,6 472,2 1102,9 1561,5

    Vokatra azo isaky ny Ha:

    AMPEMBA (Kg/Ha)150 150

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    20/25

    20

    8- FISOROHANA SY FIATREHANA NY LOZAVOAJANAHARY

    Anisanny miteraka fahavoazana syfahasahiranana ho anny tokantranomaro ny fandalovanireo karazanaloza voajanahary samihafa toy ny:rivo-doza, tondradrano, haitany,

    andiam-balala, valanaretina, sns..

    Maro ny fahavoazana sy fahasimbanaaterakizany, toy ny fahafatesana sy ny

    faharatranny olona, ny faharavannytrano fonenana, fahapotehanny volysy ny vokatra, fihotsahanny tany, nyaretina samihafa, sns..

    Raha ny vokatry ny fanadihadiana no jerena dia maro karazanaireo loza voajanahary voatanisa, arakaraka ny faritra izayhiasanny tetikasa:

    - Faritra afovoany: rivo-doza, tondradrano, avandra, atsanga,ary fihotsahanny tany;

    - Faritra atsimo: haitany, andiam-balala, ary tany tototry nyfasika;

    - Faritra atsinanana sy atsimo atsinanana: : rivo-doza,tondradrano, avandra, atsanga, ary fihotsahanny tany;

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    21/25

    21

    Ity tabilao manaraka ity dia ahitana ny tahanireotokantrano izay niharanny fahavoazana vokatry ny loza

    voajanahary samihafa taminny taona lasa (2008)

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMOATSIMO

    ATSINANANAATSINANANA

    Rivo-doza 69,6% - 82,1% 41,3%

    Tondradrano 63,4% - 84,8% 65,4%

    Avandra 59,6% - 54,5% 2,2%

    Fihotsahanny tany 18,4% - 4,2% 10,8%

    Atsanga na tany

    tototry ny fasika20,4% 24,5% 3,9% 7,0%

    Haitany - 96,5% - -

    Adiambalala - 20,3% - -

    Raha ny fiantraikanireo loza ireo teo anivonny tanna no asian-teny dia fantatra fa:

    - ny 95%nny tanna dia niharanny fahaverezanny vokatra;- ny 57%nny tanna dia niharanny fahasimbanny tanimboly;- ny 45%nny tanna dia niharanny fahasimbana sy

    fahaverezam-pananana;

    - ny 38%nny tanna dia niharanny fahavoazana sy nyfahaverezanny biby fiompy;

    - ary ny 35%nny tanna dia niharanny fahasimbana teoaminny tontolo iainana.

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    22/25

    22

    Raha ny asa fisorohana ny fahavoazana mety ateraky ny lozavoajanahary no jerena, dia fantatra araka ny vokatry ny

    fanadihadiana fa mbola marefo ny rafim-pandaminana eoanivonny tanna. Tsy miasa araka ny tokony ho izy ireo rafitranapetraka hitarika sy handrindra ny hetsika fisorohana syfiomanana aminny loza.Manoloana izany, dia tsy ampy ny fiaraha-mientanny mponinaaminireo asa izay tokony hatao mba hikojana ireo fotodrafitrasa,mba entina hanalefahana ny voka-dratsy mety ateraky ny loza.

    9- FITANTANANA SY FIKAJIANA NY TONTOLOIAINANA

    Raha ny fahasimbana hita teo aminny tontolo iainana no jerena, dia fantatraaraka ny vokatry ny fanadihadiana fa izany dia mifandray akaiky aminnyfandalovanny loza voajanahary. Eo ihany anefa ireo tena azo lazaina ho fototryny olana, toy ny fitrandrahana ny ala tsy araka ny tokony ho izy, ka mahatongany nofontany tsy ho voaaro intsony. Voalaza ihany koa anefa ny fampiasana nyteknika tsy araka ny tokony ho izy aminireo tany misolampy, ka manamora nyfikaohanny riaka ny tany. Anisanny olana lehibe ihany koa ny tsy fisianireofikojakojana ny fotodrafitrasa samihafa (tatatra fampidiran-drano sy famoahan-drano, sns ...), ka manafaingana ny tondradrano aminny fotoana mahabe nyorana. Tototry ny atsanga araka izany ny tanimbary ary simba ny vokatra.

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    23/25

    23

    10-FAMPANDRAISANA ANJARA NY MPONINA EOAMINNY RAFIM-PITANTANANA IFOTONY

    Raha ny vokatry ny fanadihadiana no jerena, dia hita taratra faefa miroso miandalana mankany aminny fampandraisana anjarany vahoaka ifotony ny mpitarika eo anivonny Fokontany sy nykaominina, aminny famolavolana ny asa fampandrosoana.

    Raha teo anivonireo Fokontany 120 nanaovana nyfanadihadiana, dia ny 111aminireo (92%) no nanamarika fa efamisy ireo sehatra hifanakalozana iarahana aminny vahoaka sy nympitarika aminny famolavolana ny asa fampandrosoana ifotony.Tsara anefa ny manamarika fa ny 66%aminireo sehatra

    hifanakalozana ireo ihany no mbola azo lazaina fa miasa namiodina.

    SALOHI

    FARITRA ARA-JEOGRAFIKA

    AFOVOANY ATSIMO ATSIMO

    ATSINANANA

    ATSINANANA

    Fisianny fifanakalozanaeo aminny samympitarika 92,5% 88,2% 92,3% 92,6% 95,7%

    Sehatra fifanankalozana

    miasa araka ny tokony

    ho izy eo aminny samympitarika

    62,7% 73,3% 75,0% 49,0% 72,7%

    Fisianny fifanakalozanaeo aminny mpitarika syny vahoaka

    91,7% 100,0% 88,5% 90,7% 91,3%

    Sehatra fifanakalozana

    miasa araka ny tokony

    ho izy eo aminnyvahoaka sy ny

    mpitarika

    66,4% 76,5% 78,3% 59,2% 61,9%

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    24/25

    24

    11-FAMPIHARANA NY MIRA LENTAEzaka iray imasoanny tetikasa nyfampiharana ny miralenta eo aminnyseham-pihariana. Mbola maro anefa nydingana tsy maintsy arahana, raha nyvokatry ny fanadihadiana no jerena.

    Lafin-javatra efatra (4) nonanompanana ny fanadihadiana:fahafahana mampiasa ny fanananaeo anivonny tokantrano na fiaraha-monina, fahafahana manara-maso

    izany fananana izany, fandraisanafanapahan-kevitra eo anivonnytokantrano na fiarahamonina , aryfahafahana mampiasa nysampandraharaham-panjakana(fahasalamana)

    Aminny ankapobeny dia samy manana ny mampiavaka azy ny

    faritra tsirairay avy, aminny fampiharana ny mira lenta. Raha anyaminny faritra atsimo manokana no jerena, dia fantatra fa nylehilahy irery ihany no afaka mifehy ny fananana mahakasika nyOMBY.

    Anisanny manana olana ihany koaanefa ny vehivavy aminnyfanatonana tobimpahasalamana aminny faritra sasany rehefahiteraka, noho ny tsy fahampianny mpampiteraka.

    Raha ny eo anivonny fiarahamonina indray, dia hita fa mbolavitsy ny vehivavy no afaka mandray andraikitra eo aminny

    fitantanana ifotony.

  • 8/7/2019 Famintinana ny vokatry ny fanadihadiana ifotony - Tetik'asa SALOHI (USAID, CRS, ADRA, CARE, Land O'Lakes - 2009)

    25/25

    25

    12-FANAMBY LEHIBE APETRAKY NY TETIKASA ARAKANY VOKATRY NY FANADIHADIANA

    1- FANARAHA-MASO NY FITOMBON'NY ZAZA:hamafisina ny fanentanana sy fandresen-dahatra ny reny mbahitondra ny zanany araha-maso tsy tapaka eny amin'nytobimpahasalamana na eny amin'ny toerana voatokana amin'izany

    2- FANABEHAZANA ARA-TSAKAFO NY VEHIVAVY

    BEVOHOKA SY NY RENY MAMPINONO: mba hampihena nytahan'ny tsy fanjarin-tsakafo eo amin'ny zaza, dia hamafisina ny

    fahalalan'ireo vehivavy ny karazan-tsakafo ilaina(ohatra bevitaminina A sy be VY)

    3- FANABEHAZANA ARA-PAHADIOVANA: ho fisorohana nyaretina, dia raisina ho ezaka lehibe ny hitadiavana fomba mahaombyamin'ny hanatsarana ny fahadiovana ara-batana sy ny fahadiovan'nysakafo eo anivon'ny tokantrano tsirairay

    4- FAMPITOMBOANA NY VOKATRA ARA-PAMBOLENA:hojerena akaiky ny fomba ahafahana mampita ireo teknikam-pambolena natsaraina mankany amin'ny tantsaha mba hahafahana

    mampitombo ny vokatra.

    5- FAMPIVOHARANA NY VONDRON'NY TANTSAHA:paik'ady iray hampiharin'ny tetikasa ny fampivondronana nytantsaha mba hisian'ny fahombiazana misimisy kokoa eo amin'nyasam-piharian'ny tokantrano tsirairay

    6- FISOROHANA SY FIOMANANA AMIN'NY METY HO

    FIAVIAN'NY LOZA: Atao izay hametrahana miaraka nydrafitr'asam-pokonolona eo anivon'ny tanana, ary ezahana ny

    fomba hanatontosana ireo tetikasa izay laharam-pahamehana

    7-FITANTANANA NY TONTOLO IAINANA: mba hikajiana nytontolo iainana, dia hojerena akaiky ireo asa fisorohana azo atao,manoloana ny soritr'asa rehetra kasaina atao eo anivon'ny tanana

    8- FAMPIHARANA NY MIRA LENTA: mandritra nyfanatanterahana ny asa rehetra ao anatin'ny tetikasa, dia ezahanaho hampiharina hatrany ny mira lenta