1
A ndro vitsy sisa dia higadona ny Krismasy, ka efa somebiseby ny olona rehetra samy mitady izay mahasoa azy amin’ny fanomanana izany fety lehibe ho an’ny kristiana izany. Malaza moa ny “Da- dabe Noely” amin’izao vanim-potoana izao, ka mitety toeram-pivarotana ny ray aman-dreny, hividianana ki- lalao ho an’ny zanany. Ampidirina ao an-tsain’ny an- kizy fa Dadabe Noely no nanome izany ho azy ireo. Ny lehibe kosa etsy andaniny dia tsy mahatsiaro vi- zana sy lany faladian-kiraro mijery sy mividy lamba hanaovana akanjo vaovao ho entina mianjaika mia- raka amin’ny kiraro vaovao ihany koa rehefa handeha hivavaka ny andro Krismasy. Tsy ny olona ihany no mifanjevo eny an-dàlambe eny fa mitohana tsy misy toy izany koa ny fiarakodia. Ny toeram-piasana sa- sany koa dia mizara ireo kojakoja ilaina hanaovana sakafo amin’ny fety (vary, menaka, akoho na hena,… ). Tsy mahasakana ny fizotry ny fiainam-pirenena, in- drindra ny sehatra politika, izany rehetra izany. Samy miezaka mandrirotra amin’izay tiany ny politisiana ary toa tsy hisy fiatoana, afa tsy ny andro Krismasy ihany angamba, ny fifandroritana ara-politika. Ny eo amin’ny fitondrana amin’izao fitondrana amin’izao fotoana izao dia mampirevy ny vahoaka no ataony, ka harentirenty ny jiro maro loko etsy Antaninarenina ary nananga- nana lampihazo lehibe mihitsy. Tsy vitsy amin’ny gasy koa moa no mahatsiaro ho drodroky ny adim-piainana ka mitoreho hoe “avelao aho aloha hanonofy”. Nat- sangana koa ny Tranon’omby izay mitory ny toerana nahaterahan’i Jesosy Kristy; dia toriana ny fihavanana sy ny fifamelana kanefa tamin’ny fandraisana ny fi- tondrana dia tsy nisy Baiboly nanaovana fianianana satria tsy misy idiran’ny Finoana ny resaka. Mbola tapim-maso atao amin’ny vahoaka daholo izany. Re- hefa mahazo ora maromaro hanadinoina ny fahoriana rehetra dia inona indray no tadiavina? Zaran’ny gasy sasany aza misy ireny zavatra mahadomelimelina ireny mba ialana vokona. Mitohy izany ny ezaka fisa- rihana ny sain’ny gasy hiaina sahady ao anatin’ny ton- tolo mirentirenty sy mamiratra toy ny any amin’ireo tanàn-dehibe any ivelany, ka velarina eny Antanina- renina ny bozaka sentetika tsy tonga volana ary ma- zava ao anaty maizina ny jiro maro loko rehefa amin’ny alina. Hifarana ihany anefa izany, ka rehefa tena tonga ilay masoandro mibaliaka dia miverina amin’ny fiainany an-davanandro izay mba nanonofy kely. Etsy ankilany kosa dia misy ireo tsy manadino sy tsy manaiky ny familiviliana ny safidy sy ny fame- rezan-jo azy tamin’ny fifidianana farany teo, ka hifa- motoana eny amin’ny kianja mahazatra azy. Ireto farany izany dia mampifantoka ny Malagasy amin’ny fiainam-pirenena izay tena mikoroso fahana tanteraka ankehitriny. Mikorontana atsy, mitokona aroa, bodoina ny tanin’ny tantsaha najariany am-polo taonany, aro- dana ny tranon’olona efa nitsangana hatry ny ela sa- tria lasan’ny vahiny ny tany niorenany, tsy fantatra hoe tamin’ny fomba ahoana. Difotry ny fahalovana ny fi- renena, milona ao anaty fotaka mandrevon’ny kolikoly ny Malagasy, voagejan’ny tahotra noho ny tsy fan- driampahalemana ny mponina, mangozohozon’ny aretina ny valalabemandry satria tsy afaka mitsabo tena ary marefo ara-batana ireo tokony hamokatra noho ny tsy fanjarian-tsakafo ateraky ny fahakele- zan’ny fahefa-mividy. Ampahatsiahivina ny Malagasy ireo toe-draharaha iainana ireo hitodiany amin’ny tena fitiavana ny Tanindrazana iombonana, fa tsy ho sodo- kan’ny mena miraviravy sy ny fampandriana adrisa ary ny fahafinaretan’ny maso mihelina ihany. Araka izany dia aza mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza. Andry Tsiavalona 3 Lah 998 Sabotsy 21 desambra 2019 Politika Kifetifety : mirentirenty fa tsy mahavaha olana Ny Valosoa sy hadihady www.gvalosoa.com Hebreo 13:15 "Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin'ny alalany ho an'Andriamanitra man- drakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany." Ny TeNy FiaiNaNa V AHoAKA MitAKy Ny FAHAMARiNANA Vonona hiaro ireo mpitsara ao amin’ny “tribunal Administratif” Mijoro amin’ny tsy rariny sy tsy ara-dalàna mi- tranga eto amin’ny fire- nena ny olom-pirenena tonga saina. Indrindra manolona ny hosoka sy hala-bato hitam-poko hitam-pirenena nandridra ny fifidianana Ben’ny ta- nàna, sy mpanolotsaina ny tanàna ny 27 novam- bra lasa teo. Maro ny po- rofo tsy azo lavina efa naseho tamin’ny haino amanjery sy ny fitaovan- tserasera samihafa, sy ny fijoroana vavolombelona nataon’ny olom-pirenena maro izay very zo, ka tsy afaka nandatsa-bato ta- min’ny fifidianana farany teo. Asa tokoa na kisen- drasendra na tena iniana natao mihitsy satria toa ireo olom-pirenena ma- nana firehana politika mi- fanohitra amin’ny fiton- drana amin’izao no la- tsaka tao anaty lisi-pifidia- nana ny anarany. Raha izay tokoa no marina dia tompon’andraikitra feno tamin’ny fitsimponana ny anaran’ireo olona efa fan- tatra mialoha, fa hifidy ny kandidà hafa ankoatra ny kandidàm-panjakana. Mitaky ny fahamarinana ny Malagasy ary tsy han- giana manoloana tsy ra- riny sy ny tsy ara-dalàna. Marina fa ny fikarakarana ny fifidianana no anjara andrikitry ny CENI. An- draikitra feno iantsoro- han’izy ireo ny fanome- zana antoka amin’ny hi- sian’ny fifidianana madio sy mangarahara. Raha ny zavamisy hatreto dia ny mifanohitra amin’izay no mitranga. Maika sy fain- gana ny CENI namoaka ny voka-pifidianana vonji- maika ny 09 desambra teo na dia mbola nanana herinandro aza. Tsy nohe- noin’ireo mpitarika ny CENI akory ireo fitarai- nana sy antso avo na- taon’ny olom-pirenena sy ny kandidà sasantsasany mialoha sy nandritra ary taorian’ny fifidianana. Ani- san’izany ny fitakiana na- taon’ny antoko Tiako i Madagasikara mba hi- sian’ny fampitahana ny lisi-pifidianana nampia- saina nandritra ny fifidia- nana Solombavamba- hoaka sy ny lisitra nam- piasaina tamin’ny fifidia- nana Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina monisipaly farany teo, saingy tsy na- hitam-baliny. Nanamafy izany ny Solombavamba- hoaka teo aloha Zafilahy Stanislas ary mbola na- nampy, fa tsy tokony hisy intsony ny tsimatimanota fa hampiharina amin’ny manao ny tsy mety ny la- làna. Mitodika any amin’ny fi- tsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ny fa- nantenan’ny olom-pire- nena miandrandra ny rariny sy ny ara-dalàna. Tsy tonga ho azy ny fifan- drifiana eo amin’ny voam- bolana nandikana amin’ ny teny Malagasy ny hoe “Tribunal administratif”. Misy ny ady hatrehan’ireo mpitsara misahana ny fa- moahana ny vokatra ofi- sialin’ny fifidianana Ben’ ny tanàna sy mpanolot- saina monisipaly. Efa tsy zoviana amin’ny mpa- nara-baovao intsony ny teritery, ny antsojay ataon’ ny tompom-pahefana amin’izy ireo, indrindra re- hefa misy fanapahana an- drasana amin’ireo mpi- tsara. Efa lasa zary teny vazivazy fanaon’ny olona amin’izao mihitsy ny hoe “Azo raisina fa tsy mitom- bina”. Matoky ny fahen- dren’ireo mpitsara eo anivon’ny “Tribunal admi- nistratif” ny olom-pirenena ary vonona ny hanohana sy hiaro azy ireo amin’ izay endrika fandraho- nana atao azy ireo na avy aiza na avy aiza, hoy ha- trany i Zafilahy Stanislas. Noho izany dia hirodo- rodo eny amin’ny kian- jan’ny finoana eny amin’ ny Magro Behoririka ny vahoakan’Antananarivo renivohitra sy i Madagasi- kara manontolo anio. Hi- joro vavolombelona sy haneho ny tsy rariny, sy ny tsy ara-dalàna niseho tamin’ny fifidianana Ben’ ny tanàna sy mpanolo- tsaina monisipaly ny 27 novambra teo. Stefa Mijaly noho ny tsy fandriampahalemana ny mponina, indrindra ny amin’ny faritra Ambanivohitra Radio Fréquence d'Alaotra 105.0 FM : nitrangana fa- nafihana indray tao amin'ny fokontany Ambohitromby Kaominina Ambanivohitra Ambodirano faritra Alaotra Mangoro ny alin'ny talata lasa teo tokony ho tamin'ny 11 ora. Antsy maranitra no fitaovana nentin'ireto jiolahy ireto nanatanteraka ny fanafihana. Vokany : mpivady no niara-maty. Ratompokovavy niezaka nanohitra ka dia voakapa tamin'ny antsy ny hatony; ratompokolahy kosa voakapa teo amin'ny lohany no sady voatsindrona ny tritriny ary vola mitentina 6 tapitra no lasa. Michel Rakotoarivony : ny mpitandro filaminana tena mitandrina mafy @ zao ,ny namany gadraina nefa manao ny asany. Bako Rasoa : ndriiiiy! Mampalahelo loatra! Mahereza tompoko! Donny Andriamisaina : tena ratsy famono zalah zany le! Lalao Herisoa : mba jereo ny vahoaka fa mijaly ry mpi- tondra, aza avangongo amin’ny tanàn-dehibe fotsiny ny mpitandro filaminana fa alefaso any ambanivohitra be any koa. Mahereza ny fianakaviana. Robert Andriamialifidinanahary : jereo n vahoaka ts mandady harona ry be baoty fa mijaly @ tsy fandriam- pahalemana! Aza variana mamoritra mpanohitra an- tanàn-dehibe, fa jereo ny tena marary ny vahoaka any ambany ravin-kazo. Salohy Ramiarinomezantsoa : tena mampalaelo. Aiza ny fanjakana amin’izany.e? Efa indroa izay no nisy ohatran’izao tany an-toerana. Harimanana Randriantsitoharana : tsisy fo intsony ngamba tsika Malagasy sasany. Kar Ran : ny be bôty mbola manao herim-pamoren- tana eny Ankatso sy Ambohipo. Henrik Herizo : mba aiza le mpiaro zon'olombelona amin’ izao zavatra miseho zao? Mangina tanteraka, rip! Alinah Nivo Rasoa : vola 6 tapitrisa no namoizana ain'olona roa... Mahantra loatra isika Malagasy, tsy hita izay ataon’ny mpitondra. FJKM Nihaona tamin’ireo zanany tompon’andraikitra eo amin’ny firenena Fomba fiasa iray tantera- hin’ireo tomponandraikitra eo anivon’ny sahann’ny FJKM ny mamory ireo za- naky ny fiangonana mi- tana andraikitra eo amin’ ny firenena amin’izao fo- toana izao. Ao anatin’ izany no isian’ny fifampi- zarana eo amin’ny roa tonta. Izany indrindra no notanterahina omaly teny amin’ny Fjkm Andraina- rivo Fahasoavana. Nian- tso ireo vato nasondrotry ny tany zanaky ny fiango- tra, izay miompana amin’ ireo sehatra manana ny lanjany eto amin’ny fire- nena, ka ahafahana ma- moaka hevi-dehibe amin’ ity ady amin’ny kolikoly ity. Ao anatin’izany ihany koa anefa ny lafiny fanenta- nana tsy ho an’ny hafa ihany fa ho an’ireo tonga nanatrika izany fotoana izany. Ny fehin-kevitra ni- voaka tao anat(y asa so- kajy izany dia noraisina avokoa ka haravona. Nitarika ny fotoana tamin’ izao fihaonana izao, dia ny Mpitandrina Poget He- livao. Nitoriteny kosa ny Mpitandrina Irako Andria- mahazosoa Ammi, Filo- han’ny FJKM. Marihina fa tonga maro ireo zanaky fiangonana namaly ny antso ary anisan’izany ny kandidà Ben’ny tanà- nan’Antananarivo renivo- hitra, Rina Andriamasi- noro. Aris nana ny tomponandraiki- tra ary hanao dinidinika sy fifanakalozan-kevitra. Ani- sany niompanan’ny fihao- nana ny ady amin’ny kolikoly izay endriky ny fa- halovana mhazo vahana eto amin’ny firenena. Tao- rian’ny fampianarana izay nentin’ny mpitandrinda Andriamampianina Zaka Hary Masy, mpanolo- tsaina ny Birazo Mpian- draikitra Foibe (BMF), dia niroso tamin’ny fizarana vaomiera maro ny rehe-

Ny NValosoa sy hadihady yT e NF i a Kifetifety ... · hivavaka ny andro Krismasy. Tsy ny olona ihany no mifanjevo eny an-dàlambe eny fa mitohana tsy misy toy izany koa ny fiarakodia

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Ny NValosoa sy hadihady yT e NF i a Kifetifety ... · hivavaka ny andro Krismasy. Tsy ny olona ihany no mifanjevo eny an-dàlambe eny fa mitohana tsy misy toy izany koa ny fiarakodia

Andro vitsy sisa dia higadona ny Krismasy, ka efasomebiseby ny olona rehetra samy mitady izaymahasoa azy amin’ny fanomanana izany fety

lehibe ho an’ny kristiana izany. Malaza moa ny “Da-dabe Noely” amin’izao vanim-potoana izao, ka mitetytoeram-pivarotana ny ray aman-dreny, hividianana ki-lalao ho an’ny zanany. Ampidirina ao an-tsain’ny an-kizy fa Dadabe Noely no nanome izany ho azy ireo.Ny lehibe kosa etsy andaniny dia tsy mahatsiaro vi-zana sy lany faladian-kiraro mijery sy mividy lambahanaovana akanjo vaovao ho entina mianjaika mia-raka amin’ny kiraro vaovao ihany koa rehefa handehahivavaka ny andro Krismasy. Tsy ny olona ihany nomifanjevo eny an-dàlambe eny fa mitohana tsy misytoy izany koa ny fiarakodia. Ny toeram-piasana sa-sany koa dia mizara ireo kojakoja ilaina hanaovanasakafo amin’ny fety (vary, menaka, akoho na hena,…). Tsy mahasakana ny fizotry ny fiainam-pirenena, in-drindra ny sehatra politika, izany rehetra izany. Samymiezaka mandrirotra amin’izay tiany ny politisiana arytoa tsy hisy fiatoana, afa tsy ny andro Krismasy ihanyangamba, ny fifandroritana ara-politika. Ny eo amin’nyfitondrana amin’izao fitondrana amin’izao fotoana izaodia mampirevy ny vahoaka no ataony, ka harentirentyny jiro maro loko etsy Antaninarenina ary nananga-nana lampihazo lehibe mihitsy. Tsy vitsy amin’ny gasykoa moa no mahatsiaro ho drodroky ny adim-piainanaka mitoreho hoe “avelao aho aloha hanonofy”. Nat-sangana koa ny Tranon’omby izay mitory ny toerananahaterahan’i Jesosy Kristy; dia toriana ny fihavananasy ny fifamelana kanefa tamin’ny fandraisana ny fi-tondrana dia tsy nisy Baiboly nanaovana fianiananasatria tsy misy idiran’ny Finoana ny resaka. Mbolatapim-maso atao amin’ny vahoaka daholo izany. Re-hefa mahazo ora maromaro hanadinoina ny fahorianarehetra dia inona indray no tadiavina? Zaran’ny gasy

sasany aza misy ireny zavatra mahadomelimelinaireny mba ialana vokona. Mitohy izany ny ezaka fisa-rihana ny sain’ny gasy hiaina sahady ao anatin’ny ton-tolo mirentirenty sy mamiratra toy ny any amin’ireotanàn-dehibe any ivelany, ka velarina eny Antanina-renina ny bozaka sentetika tsy tonga volana ary ma-zava ao anaty maizina ny jiro maro loko rehefaamin’ny alina. Hifarana ihany anefa izany, ka rehefatena tonga ilay masoandro mibaliaka dia miverinaamin’ny fiainany an-davanandro izay mba nanonofykely. Etsy ankilany kosa dia misy ireo tsy manadinosy tsy manaiky ny familiviliana ny safidy sy ny fame-rezan-jo azy tamin’ny fifidianana farany teo, ka hifa-motoana eny amin’ny kianja mahazatra azy. Iretofarany izany dia mampifantoka ny Malagasy amin’nyfiainam-pirenena izay tena mikoroso fahana tanterakaankehitriny. Mikorontana atsy, mitokona aroa, bodoinany tanin’ny tantsaha najariany am-polo taonany, aro-dana ny tranon’olona efa nitsangana hatry ny ela sa-tria lasan’ny vahiny ny tany niorenany, tsy fantatra hoetamin’ny fomba ahoana. Difotry ny fahalovana ny fi-renena, milona ao anaty fotaka mandrevon’ny kolikolyny Malagasy, voagejan’ny tahotra noho ny tsy fan-driampahalemana ny mponina, mangozohozon’nyaretina ny valalabemandry satria tsy afaka mitsabotena ary marefo ara-batana ireo tokony hamokatranoho ny tsy fanjarian-tsakafo ateraky ny fahakele-zan’ny fahefa-mividy. Ampahatsiahivina ny Malagasyireo toe-draharaha iainana ireo hitodiany amin’ny tenafitiavana ny Tanindrazana iombonana, fa tsy ho sodo-kan’ny mena miraviravy sy ny fampandriana adrisaary ny fahafinaretan’ny maso mihelina ihany. Arakaizany dia aza mandihy miakanjo ny akanjo halatra, kamiara-mirebika amin-doza.

Andry Tsiavalona

3Lah 998 Sabotsy 21 desambra 2019Politika

Kifetifety : mirentirenty fa tsy mahavaha olana

Ny Valosoa sy hadihady

www.gvalosoa.com

Hebreo 13:15

"Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana

amin'ny alalany ho an'Andriamanitra man-

drakariva, dia ny vokatry ny molotra izay

manaiky ny anarany."

Ny TeNy FiaiNaNa

VAHoAKA MitAKy Ny FAHAMARiNANA

Vonona hiaro ireo mpitsara ao amin’ny “tribunal Administratif”

Mijoro amin’ny tsy rarinysy tsy ara-dalàna mi-tranga eto amin’ny fire-nena ny olom-pirenenatonga saina. Indrindramanolona ny hosoka syhala-bato hitam-pokohitam-pirenena nandridrany fifidianana Ben’ny ta-nàna, sy mpanolotsainany tanàna ny 27 novam-bra lasa teo. Maro ny po-rofo tsy azo lavina efanaseho tamin’ny hainoamanjery sy ny fitaovan-tserasera samihafa, sy nyfijoroana vavolombelonanataon’ny olom-pirenenamaro izay very zo, ka tsyafaka nandatsa-bato ta-min’ny fifidianana faranyteo. Asa tokoa na kisen-drasendra na tena iniananatao mihitsy satria toaireo olom-pirenena ma-nana firehana politika mi-fanohitra amin’ny fiton-drana amin’izao no la-tsaka tao anaty lisi-pifidia-nana ny anarany. Rahaizay tokoa no marina diatompon’andraikitra fenotamin’ny fitsimponana nyanaran’ireo olona efa fan-tatra mialoha, fa hifidy nykandidà hafa ankoatra nykandidàm-panjakana. Mitaky ny fahamarinanany Malagasy ary tsy han-giana manoloana tsy ra-riny sy ny tsy ara-dalàna.Marina fa ny fikarakaranany fifidianana no anjaraandrikitry ny CENI. An-draikitra feno iantsoro-han’izy ireo ny fanome-

zana antoka amin’ny hi-sian’ny fifidianana madiosy mangarahara. Raha nyzavamisy hatreto dia nymifanohitra amin’izay nomitranga. Maika sy fain-gana ny CENI namoakany voka-pifidianana vonji-maika ny 09 desambrateo na dia mbola nananaherinandro aza. Tsy nohe-noin’ireo mpitarika nyCENI akory ireo fitarai-nana sy antso avo na-taon’ny olom-pirenena syny kandidà sasantsasanymialoha sy nandritra arytaorian’ny fifidianana. Ani-san’izany ny fitakiana na-taon’ny antoko Tiako iMadagasikara mba hi-sian’ny fampitahana nylisi-pifidianana nampia-saina nandritra ny fifidia-nana Solombavamba-hoaka sy ny lisitra nam-piasaina tamin’ny fifidia-nana Ben’ny tanàna sympanolotsaina monisipalyfarany teo, saingy tsy na-hitam-baliny. Nanamafyizany ny Solombavamba-hoaka teo aloha ZafilahyStanislas ary mbola na-nampy, fa tsy tokony hisyintsony ny tsimatimanotafa hampiharina amin’nymanao ny tsy mety ny la-làna. Mitodika any amin’ny fi-tsarana misahana ny adyamin’ny fanjakana ny fa-nantenan’ny olom-pire-nena miandrandra nyrariny sy ny ara-dalàna.Tsy tonga ho azy ny fifan-

drifiana eo amin’ny voam-bolana nandikana amin’ny teny Malagasy ny hoe“Tribunal administratif”.Misy ny ady hatrehan’ireompitsara misahana ny fa-moahana ny vokatra ofi-sialin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolot-saina monisipaly. Efa tsyzoviana amin’ny mpa-nara-baovao intsony nyteritery, ny antsojay ataon’ny tompom-pahefanaamin’izy ireo, indrindra re-hefa misy fanapahana an-drasana amin’ireo mpi-tsara. Efa lasa zary tenyvazivazy fanaon’ny olonaamin’izao mihitsy ny hoe“Azo raisina fa tsy mitom-bina”. Matoky ny fahen-dren’ireo mpitsara eoanivon’ny “Tribunal admi-

nistratif” ny olom-pirenenaary vonona ny hanohanasy hiaro azy ireo amin’izay endrika fandraho-nana atao azy ireo na avyaiza na avy aiza, hoy ha-trany i Zafilahy Stanislas.Noho izany dia hirodo-rodo eny amin’ny kian-jan’ny finoana eny amin’ny Magro Behoririka nyvahoakan’Antananarivorenivohitra sy i Madagasi-kara manontolo anio. Hi-joro vavolombelona syhaneho ny tsy rariny, syny tsy ara-dalàna nisehotamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolo-tsaina monisipaly ny 27novambra teo.

Stefa

Mijaly noho ny tsy fandriampahalemanany mponina, indrindra ny amin’ny faritra

Ambanivohitra

Radio Fréquence d'Alaotra 105.0 FM : nitrangana fa-nafihana indray tao amin'ny fokontany AmbohitrombyKaominina Ambanivohitra Ambodirano faritra AlaotraMangoro ny alin'ny talata lasa teo tokony ho tamin'ny11 ora. Antsy maranitra no fitaovana nentin'ireto jiolahyireto nanatanteraka ny fanafihana. Vokany : mpivadyno niara-maty. Ratompokovavy niezaka nanohitra kadia voakapa tamin'ny antsy ny hatony; ratompokolahykosa voakapa teo amin'ny lohany no sady voatsindronany tritriny ary vola mitentina 6 tapitra no lasa.

Michel Rakotoarivony : ny mpitandro filaminana tenamitandrina mafy @ zao ,ny namany gadraina nefamanao ny asany.

Bako Rasoa : ndriiiiy! Mampalahelo loatra! Maherezatompoko!

Donny Andriamisaina : tena ratsy famono zalah zanyle!

Lalao Herisoa : mba jereo ny vahoaka fa mijaly ry mpi-tondra, aza avangongo amin’ny tanàn-dehibe fotsinyny mpitandro filaminana fa alefaso any ambanivohitrabe any koa. Mahereza ny fianakaviana.

Robert Andriamialifidinanahary : jereo n vahoaka tsmandady harona ry be baoty fa mijaly @ tsy fandriam-pahalemana! Aza variana mamoritra mpanohitra an-tanàn-dehibe, fa jereo ny tena marary ny vahoaka anyambany ravin-kazo.

Salohy Ramiarinomezantsoa : tena mampalaelo.Aiza ny fanjakana amin’izany.e? Efa indroa izay no nisyohatran’izao tany an-toerana.

Harimanana Randriantsitoharana : tsisy fo intsonyngamba tsika Malagasy sasany.

Kar Ran : ny be bôty mbola manao herim-pamoren-tana eny Ankatso sy Ambohipo.

Henrik Herizo : mba aiza le mpiaro zon'olombelonaamin’ izao zavatra miseho zao? Mangina tanteraka, rip!

Alinah Nivo Rasoa : vola 6 tapitrisa no namoizanaain'olona roa... Mahantra loatra isika Malagasy, tsy hitaizay ataon’ny mpitondra.

FJKM

Nihaona tamin’ireo zanany tompon’andraikitra eo amin’ny firenenaFomba fiasa iray tantera-hin’ireo tomponandraikitraeo anivon’ny sahann’nyFJKM ny mamory ireo za-naky ny fiangonana mi-tana andraikitra eo amin’ny firenena amin’izao fo-toana izao. Ao anatin’izany no isian’ny fifampi-zarana eo amin’ny roatonta. Izany indrindra nonotanterahina omaly tenyamin’ny Fjkm Andraina-rivo Fahasoavana. Nian-tso ireo vato nasondrotryny tany zanaky ny fiango-

tra, izay miompana amin’ireo sehatra manana nylanjany eto amin’ny fire-nena, ka ahafahana ma-moaka hevi-dehibe amin’ity ady amin’ny kolikoly ity.Ao anatin’izany ihany koaanefa ny lafiny fanenta-nana tsy ho an’ny hafaihany fa ho an’ireo tongananatrika izany fotoanaizany. Ny fehin-kevitra ni-voaka tao anat(y asa so-kajy izany dia noraisinaavokoa ka haravona. Nitarika ny fotoana tamin’

izao fihaonana izao, diany Mpitandrina Poget He-livao. Nitoriteny kosa nyMpitandrina Irako Andria-mahazosoa Ammi, Filo-han’ny FJKM. Marihina fatonga maro ireo zanakyfiangonana namaly nyantso ary anisan’izany nykandidà Ben’ny tanà-nan’Antananarivo renivo-hitra, Rina Andriamasi-noro.

Aris

nana ny tomponandraiki-tra ary hanao dinidinika syfifanakalozan-kevitra. Ani-sany niompanan’ny fihao-nana ny ady amin’nykolikoly izay endriky ny fa-halovana mhazo vahanaeto amin’ny firenena. Tao-rian’ny fampianarana izaynentin’ny mpitandrindaAndriamampianina ZakaHary Masy, mpanolo-tsaina ny Birazo Mpian-draikitra Foibe (BMF), dianiroso tamin’ny fizaranavaomiera maro ny rehe-