1
8 Lah 1114 Alakamisy 14 janoary 2021 Samihafa www.gvalosoa.com NY VALOSOA sy Mahaliana Ny tanànan’Ambodisikidy, any amin’ny distrikan’i Bealanana, faritra Sofia Sakafo Ny Valosoa Hena baolina sy saosy poivron indray no laoka amin’ny Sakafo eto amin’ny gazetinao androany. Tsara raha hasiana ro matsatso anana sy angivy mia- raka aminy. Dia mazotoa homana tompoko. NY VALOSOA sy Mahasoa Fomba natoraly hafa vitsivitsy fitsaboana ny aretim-bavony Ny tanànan’Ambodisikidy, any amin’ny distrikan’i Bea- lanana, faritra Sofia indray no Mahaliana eto amin’ny gazetinao androany. Renivohitry ny kaominina Ambo- disikidy ity tanàna ity. Amin’ ny faritra avaratra andre- fan’ny faritra Sofia no misy azy. Avo toerana ity tanàna ity satria 844 m ny haavony miohatra amin’ny ranoma- sina. Vokatra ny Ambodisi- kidy koa ny vary. Fomba natoraly hafa fitsaboana ny aretim-bavony in- dray no atolotra anao androany. Ravina “petite manda- rine” eran'ny ilan-tanana tenehina + ravina tapia + fakan-tenina: sady mety amin’ny vavony ireo no mety amin’ny fery anaty. Atao fatra mitovy. Tenehina amin’ny rano iray litatra. Sotroina iray andro. Kikisana na lomana ny ovy manta. Misotro eran'ny sotro maraina atoandro hariva. Ampifandimbiasina na avezi- vezy hitsaboana aretim-bavony ireo. Maka carry antsasaky ny boite asiana alamo eran'ny sotro. Asiana rano 33 cl. Eran'ny sotro isa-maraina alo- han’ny sakafo mandritra ny 6 andro. "Finoana no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao ny amin'ny zavatra ho avy." Hebreo 11:20 Ny TeNy FiaiNaNa Raharaha volamena, ny fitsarana Afrikana Tatsimo tsy toy ny fitsarana Malagasy ka ho azo tsindriana Me Hanitra - Depiote Tana 1 : nandamoka ny dian'ny delega- siona Malagasy tatsy Afrika At- simo. Nolavin'ny fitsarana Afrikana Tatsimo ny fangatahan'ny fanja- kana hampody ireo teratany Mala- gasy voarohirohy tamin'ny raharaha volamena 73,5kg. Araka ny vaovao voaray dia hotantera- hina ao Afrika Atsimo ihany ny fit- sarana azy 3 mirahalahy. Izay ilay efa noteneninay hoe ny fitsarana afrikana tatsimo tsy fitsarana Ma- lagasy, ka ho azo tsindriana lava. Sophia Andriamboavonjy : soa fa tsy nanaiky ny fitsarana Afrikana tatsimo, fa raha tsy izany, afaka madio2 noho ny fisalasalana no didy nivoaka. Fa inona re zany hoe fitsarana manara- penitra e! Steve Bryan Rvl : misy efa tsy mahatombina ry rafanja ao fa hay kay tsy asian’ny olona valeur ny fit- sarana aty. RJ Hanitriniela : mba azo eritre- retina ve ny hisian'ny hoe, ho tena tratra ny tompon'entana, sa hanao vy very ny ainy ireo tratra ireo, ka hibaby ny heloky ny sasany ? Mila Rakoto : diplomatie à la mal- gache. Rariny ve raha resaka contrebande no handefasana mis- sion am-panjakana any ivelany ? Toky Lalaina : ny volamena to- kony haverina, fa reo avelao ho any sao hisy hamono aty. Ratsiefamanana Richard : zah aloha dia tsy mitsahatra misaotra an’ireo Polisy Afrikana Tatsimo e! Aleo mba hivoaka ny marina, mba ho hitanay vahoaka madinika e! Aureline Pgn : lany indray izany ny volan 'ny vahoaka. Thomas Rabenaivo : nody @ pa- taloha izany ko! Warwick J Precious : tena mety tsara mihintsy, zany aleo tsy ho afa-maina ny trondro be, sy mba ho hitan’ny rehetra we iza no tena rangory fototry ny afo ao. Isika va- hoaka mihintsy no tokony tena am- porisika ny afrikana tatsimo tsy atao vitavita wazy fotsiny io raha- raha io. Lalaina Patrice : dia faly ny sa- sany nefa efa ho votsotra noho ny fandoavana caution izy telo, Li- berté conditionnelle, anisan’ny la- làna misy any Afrika atsimo. Jean Vakimana : pièces à convic- tion lesy reny d ts maintsy tazonina à titre de preuve. Mihaja Rafanomanana : afa-ba- raka ny fitondrana. Maks Sangli : Tsara lay fanapa- han –kevitry ry zareo. Andriamalala Nivotiana : soa ihany fa tsy nanaiky ny afrika at- simo, raha tsy izany, azo raisina fa tsy mitombina. Dina Andriatafajoro Razafindra- koto : any France io vao mijanona. Ando Ny Aina : heveriny fa oha- tran’ny fitsarana aty amitsika ngamba any koo! Randriambao Petit Hajanirina : yaho alohaa ts miditr afern politik fa ten tokon ho vonoin mints rah mis lalàna mahakasik toy itony sy resaka zavamamoafady mambotry firenen, toy zao any Afrik atsimo zao. Lala Yves Randrianantenaina : mody maina izany rafanjakana. Jhon Brino Ds Man : amen amen, mba tsy ho afaka fa migadra mandra- pahafaty iro jiaby. Ra Njara Narindra : zareo kosa natratra an le tron- droB d ny sasany hinana fotsiny. amboary tsara ny harato amin’ ny manaraka. Randrianarisoa Guy Mad- son : zandry a mba mi- saina de mieritrereta, ny an'olona fitsarana maha- leotena, fa tsy ôtrany ny antsika azafady e! saika halaina reo Sao milaza ny gros poissons dia afaba- raka ny nanome alalana nahafahany nandeha tany, any izy afaka milaza ny tena marina. Tina Rina : marina zany, aleo ataon’ny fitsarana ny Afrika Atsimo, fa ny fitsa- rana Malagasy mapme be, be kolikoly be! Léa Mana : marina atao any fo. Marie Christiano Fani- vana : miasa tsara ry zareo Afrique du Sud zany, bravo justice. Emerod Ratsimalaina : hi- saorana Andriamanitra fa lehibe ny heriny sy ny voni- nahiny, tsy misy marina tsy hipoitra mandrakizay zany eto! Ny antsika eto mainty avadika fotsy! Agrotech Mada : dia tena hitsara tokoa anie reo e ! Rotsy Ilon'ny Aina Ratsim- barison : misy mitaintaina mafy zao any an...

Samihafa Lah 1114 Alakamisy 14 janoary 2021 8 · 2021. 1. 14. · Samihafa Lah 1114 Alakamisy 14 janoary 2021 8 NY VALOSOA sy Mahaliana Ny tanànan’Ambodisikidy, any amin’ny distrikan’i

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Samihafa Lah 1114 Alakamisy 14 janoary 2021 8 · 2021. 1. 14. · Samihafa Lah 1114 Alakamisy 14 janoary 2021 8 NY VALOSOA sy Mahaliana Ny tanànan’Ambodisikidy, any amin’ny distrikan’i

8Lah 1114 Alakamisy 14 janoary 2021Samihafawww.gvalosoa.com

NY VALOSOA sy Mahaliana

Ny tanànan’Ambodisikidy, any amin’ny distrikan’i Bealanana,

faritra Sofia

Saka fo Ny Va loso a

Hena baolina sy saosy poivron indray no laoka

amin’ny Sakafo eto amin’ny gazetinao androany.

Tsara raha hasiana ro matsatso anana sy angivy mia-

raka aminy. Dia mazotoa homana tompoko.

NY VALOSOA sy Mahasoa

Fomba natoraly hafa vitsivitsyfitsaboana ny aretim-bavony

Ny tanànan’Ambodisikidy, any amin’ny distrikan’i Bea-lanana, faritra Sofia indray no Mahaliana eto amin’nygazetinao androany. Renivohitry ny kaominina Ambo-

disikidy ity tanàna ity. Amin’ny faritra avaratra andre-fan’ny faritra Sofia no misyazy. Avo toerana ity tanànaity satria 844 m ny haavonymiohatra amin’ny ranoma-sina. Vokatra ny Ambodisi-kidy koa ny vary.

Fomba natoraly hafa fitsaboana ny aretim-bavony in-dray no atolotra anao androany. Ravina “petite manda-rine” eran'ny ilan-tanana tenehina + ravina tapia +fakan-tenina: sady mety amin’ny vavony ireo no metyamin’ny fery anaty. Atao fatra mitovy. Tenehina amin’nyrano iray litatra. Sotroina iray andro.Kikisana na lomana ny ovy manta. Misotro eran'ny sotromaraina atoandro hariva. Ampifandimbiasina na avezi-vezy hitsaboana aretim-bavony ireo.Maka carry antsasaky ny boite asiana alamo eran'nysotro. Asiana rano 33 cl. Eran'ny sotro isa-maraina alo-han’ny sakafo mandritra ny 6 andro.

"Finoana no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao ny amin'ny zavatra ho avy."

Hebreo 11:20

Ny TeNy FiaiNaNa

Raharaha volamena, ny fitsarana Afrikana Tatsimo tsy toy ny fitsaranaMalagasy ka ho azo tsindriana

Me Hanitra - Depiote Tana 1 :nandamoka ny dian'ny delega-siona Malagasy tatsy Afrika At-simo. Nolavin'ny fitsarana AfrikanaTatsimo ny fangatahan'ny fanja-kana hampody ireo teratany Mala-gasy voarohirohy tamin'nyraharaha volamena 73,5kg. Arakany vaovao voaray dia hotantera-hina ao Afrika Atsimo ihany ny fit-sarana azy 3 mirahalahy. Izay ilayefa noteneninay hoe ny fitsaranaafrikana tatsimo tsy fitsarana Ma-lagasy, ka ho azo tsindriana lava.Sophia Andriamboavonjy : soafa tsy nanaiky ny fitsarana Afrikanatatsimo, fa raha tsy izany, afakamadio2 noho ny fisalasalana nodidy nivoaka. Fa inona re zany hoefitsarana manara- penitra e!Steve Bryan Rvl : misy efa tsymahatombina ry rafanja ao fa haykay tsy asian’ny olona valeur ny fit-sarana aty.RJ Hanitriniela : mba azo eritre-retina ve ny hisian'ny hoe, ho tenatratra ny tompon'entana, sa hanaovy very ny ainy ireo tratra ireo, kahibaby ny heloky ny sasany ?Mila Rakoto : diplomatie à la mal-gache. Rariny ve raha resakacontrebande no handefasana mis-

sion am-panjakana any ivelany ?Toky Lalaina : ny volamena to-kony haverina, fa reo avelao hoany sao hisy hamono aty.Ratsiefamanana Richard : zahaloha dia tsy mitsahatra misaotraan’ireo Polisy Afrikana Tatsimo e!Aleo mba hivoaka ny marina, mbaho hitanay vahoaka madinika e!Aureline Pgn : lany indray izanyny volan 'ny vahoaka.Thomas Rabenaivo : nody @ pa-taloha izany ko!Warwick J Precious : tena metytsara mihintsy, zany aleo tsy hoafa-maina ny trondro be, sy mbaho hitan’ny rehetra we iza no tenarangory fototry ny afo ao. Isika va-hoaka mihintsy no tokony tena am-porisika ny afrikana tatsimo tsyatao vitavita wazy fotsiny io raha-raha io.Lalaina Patrice : dia faly ny sa-sany nefa efa ho votsotra noho nyfandoavana caution izy telo, Li-berté conditionnelle, anisan’ny la-làna misy any Afrika atsimo.Jean Vakimana : pièces à convic-tion lesy reny d ts maintsy tazoninaà titre de preuve.Mihaja Rafanomanana : afa-ba-raka ny fitondrana.

Maks Sangli : Tsara lay fanapa-han –kevitry ry zareo.Andriamalala Nivotiana : soaihany fa tsy nanaiky ny afrika at-simo, raha tsy izany, azo raisina fatsy mitombina.Dina Andriatafajoro Razafindra-koto : any France io vao mijanona.Ando Ny Aina : heveriny fa oha-tran’ny fitsarana aty amitsikangamba any koo!Randriambao Petit Hajanirina :yaho alohaa ts miditr afern politikfa ten tokon ho vonoin mints rahmis lalàna mahakasik toy itony syresaka zavamamoafady mambotryfirenen, toy zao any Afrik atsimozao.Lala Yves Randrianantenaina :mody maina izany rafanjakana.

Jhon Brino Ds Man :amen amen, mba tsy hoafaka fa migadra mandra-pahafaty iro jiaby.Ra Njara Narindra : zareokosa natratra an le tron-droB d ny sasany hinanafotsiny. amboary tsara nyharato amin’ ny manaraka.Randrianarisoa Guy Mad-son : zandry a mba mi-saina de mieritrereta, nyan'olona fitsarana maha-leotena, fa tsy ôtrany nyantsika azafady e! saikahalaina reo Sao milaza nygros poissons dia afaba-raka ny nanome alalananahafahany nandeha tany,any izy afaka milaza nytena marina.Tina Rina : marina zany,aleo ataon’ny fitsarana nyAfrika Atsimo, fa ny fitsa-rana Malagasy mapme be,be kolikoly be!Léa Mana : marina ataoany fo.Marie Christiano Fani-vana : miasa tsara ry zareoAfrique du Sud zany, bravojustice.Emerod Ratsimalaina : hi-saorana Andriamanitra falehibe ny heriny sy ny voni-nahiny, tsy misy marina tsyhipoitra mandrakizay zanyeto! Ny antsika eto maintyavadika fotsy!Agrotech Mada : dia tenahitsara tokoa anie reo e !Rotsy Ilon'ny Aina Ratsim-barison : misy mitaintainamafy zao any an...