1
4 Lah 996 Talata 17 desambra 2019 An-tsary - Samihafa www.gvalosoa.com SEFAFI Kara-panondrom- pirenena ihany dia tokony ho ampy amin’ny fifidianana (Tohiny pejy 3) Ampy tanteraka ny kara- panondrom-pirenena, ka tsara raha avadika ho fa- nomezana karapanondro ny olona tonga taona ny tetibola natokana ho an’ ny kara-pifidianana. Diso miadana loatra ny fe-po- toana tokony handefa- sana ny voka-pifidianana ka lasa mampanontany tena ny amin’izay tena mety ho anton’izany ma- rina, manginy fotsiny ny fanarabiana ny Nosintsika avy amin’ny firenen-kafa. Eo am-piandrasana izany, mbola tsy noraharahaina ihany ilay tolo-kevitra to- kony hanomezana finday ny birao fandatsaham- bato tsirairay avy mba ha- nomezany avy hatrany ny voka-pifidianana any amin’ny distrika sy any amin’ny CENI, nefa izany no hitondra vahaolana tsotra sy malaky. Fampielezan-kevitra Misy zavatra iray hafa manahiran-tsaina ny olo- na mialoha ny fifidianana : ny fampielezan-kevitra. Ny resaka fampielezan- kevitra mialoha dia tena hafokàna tsotra izao, sa- tria rehefa mety ho antoko politika mijoro ara-dalàna dia afaka manao ny fam- pieleza-keviny daholo mandavan-taona amin’ny alalan’ny asa ataony, araka izay voafaritry ny la- làna (famoriam-bahoaka, valan-dresaka, fihaonana samihafa). Momba ny fanaraha- maso ny fifidianana Ny olana farany momba ny fifidianana dia ny fana- raha-maso. Tsy nisy izy io nandritra ny fotoana ela, fa ny KMF/CNOE (Komi- tim-pirenena Manara- maso ny Fifidianana) no nametraka sy nandrafitra azy tamin’ny taona 1990. Dia nobahanan’ny mpa- nara-maso avy any ive- lany daholo ny toerana ary dia nanjary volan-ka- kafotra ny teniny farany : « Fifidianana nahafa-po tamin’ny ankapobeny ». Fa mba ahoana loatra moa no hahafahan’ireny « mpanara-maso » an-ja- tony maro tsy mahay teny malagasy ireny, izay ma- tetika misonanina fotsiny any amin’ny trano fandrai- sam-bahiny avo lenta any amin’ny tanàn-dehibe, ahoana no ahafahany manao tatitra vetivety kely toy izany momba ny fifi- dianana izay misy lafin-ja- vatra be dia be tsy voa- fehiny ? Isambilo An-tsary misongadina Ny Valosoa Vaovao Helisoa Mitohy ny tolon’ny mponina eny Ambohitrimanjaka amin’ny fanoherana ny fanotofana ny tanimbarin’izy ireo. NY VALOSOA sy Mahaliana Ny tanànan’Antsatsaka any amin’ny distrikan’Ambanja faritra Diana Sakafo Ny Valosoa Trondro saosy voatabia sy tongolo ary sakamalaho, miaraka amin’anamalaho indray, no laoka amin’ny Sakafo eto amin’ny gazetinao androany. Dia mihi- nàna finaritra tompoko. NY VALOSOA sy Mahasoa Ireo soa azo avy amin’ny dipoavatra maity - Ny dipoavatra mainty dia manala ny poizina sy ny loto ao amin'ny vatantsika olombelona. - Mahatsara ny fan- devonan-kanina sy ny fiasany koa izy - Manala ireny tavy ao amin'ny vantat- sika sy tsara ho an'ny olona manena tena koa izy. - Mahasitrana aretin-tenda sy kohaka (maka 20 isa di- poavatra mainty, dia maka hasina tongolo gasy 2 , am- pagontrahina amin'ny rano 1 kôpy na tasy , dia mamiana tantely rehefa mangatsiaka, sotroina in-telo isan'andro). - Manala fanaintainana maro amin'ny vatana: lamo- sina, kibo, nify, ranjo sns... Maka huile essentielle di- poavatra mainty dia hasiana menaka zavamaniry, hosorana amin'ny faritra manaintaina rehetra. - Mahafaka tazo sy kohaka (maka 10 isa dipoavatra mainty dia ampagontrahina amin'ny rano 1kôpy, dia sotroina izy matimaty iny, tantely foana no tsara hama- miana azy. - Miaro amin'ny homamiadan'ny nono: afangaro amin'ny tamotamo sy sakamalaho, ny tsara ho mari- hina dia tena manome hery fiarovana be ho antsika ny tamotamo, sakamalaho ,dipoavatra mainty miaraka. - Mqarihina fa ny olona marary vavony sy voan'ny he- morroide tsy tsara loatra mihinana azy. Ny tanànan’Antsatsaka, any amin’ny distrikan’Am- banja, faritra Diana indray, no Mahaliana eto amin’ny gazetinao androany. Kaominina ambanivohitra ity ta- nàna ity. Iva toerana ity tanàna ity satria 15 m eo ny haavony miohatra amin’ny ranomasina. Tantsaha mpamboly sy mpiompy ireo mponina any. Vokatra any Antsatsaka ny vary, ny voankazo voasary, ny kafe ary ny mahabibo. Mpiompy omby sy akoho amam-borona koa ny mponina any.

An-tsary - Samihafa Lah 996 Talata 17 desambra 2019 4 … · 2019-12-17 · An-tsary - Samihafa Lah 996 Talata 17 desambra 2019 4 SEFAFI Kara-panondrom-pirenena ihany dia tokony ho

  • Upload
    others

  • View
    24

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

4Lah 996 Talata 17 desambra 2019An-tsary - Samihafawww.gvalosoa.com

SEFAFI

Kara-panondrom-pirenena ihany diatokony ho ampyamin’ny fifidianana

(Tohiny pejy 3)

Ampy tanteraka ny kara-panondrom-pirenena, katsara raha avadika ho fa-nomezana karapanondrony olona tonga taona nytetibola natokana ho an’ny kara-pifidianana. Disomiadana loatra ny fe-po-toana tokony handefa-sana ny voka-pifidiananaka lasa mampanontanytena ny amin’izay tenamety ho anton’izany ma-rina, manginy fotsiny nyfanarabiana ny Nosintsikaavy amin’ny firenen-kafa.Eo am-piandrasana izany,mbola tsy noraharahainaihany ilay tolo-kevitra to-kony hanomezana findayny birao fandatsaham-bato tsirairay avy mba ha-nomezany avy hatrany nyvoka-pif idianana anyamin’ny distrika sy anyamin’ny CENI, nefa izanyno hitondra vahaolanatsotra sy malaky.

Fampielezan-kevitra

Misy zavatra iray hafamanahiran-tsaina ny olo-na mialoha ny fifidianana: ny fampielezan-kevitra.Ny resaka fampielezan-kevitra mialoha dia tenahafokàna tsotra izao, sa-tria rehefa mety ho antokopolitika mijoro ara-dalànadia afaka manao ny fam-pieleza-keviny daholomandavan-taona amin’nyalalan’ny asa ataony,araka izay voafaritry ny la-làna (famoriam-bahoaka,valan-dresaka, fihaonanasamihafa).

Momba ny fanaraha-maso ny fifidianana

Ny olana farany mombany fifidianana dia ny fana-raha-maso. Tsy nisy izy ionandritra ny fotoana ela,fa ny KMF/CNOE (Komi-tim-pirenena Manara-maso ny Fifidianana) nonametraka sy nandrafitraazy tamin’ny taona 1990.Dia nobahanan’ny mpa-nara-maso avy any ive-lany daholo ny toeranaary dia nanjary volan-ka-kafotra ny teniny farany :« Fifidianana nahafa-potamin’ny ankapobeny ».Fa mba ahoana loatramoa no hahafahan’ireny «mpanara-maso » an-ja-tony maro tsy mahay tenymalagasy ireny, izay ma-tetika misonanina fotsinyany amin’ny trano fandrai-sam-bahiny avo lenta anyamin’ny tanàn-dehibe,ahoana no ahafahanymanao tatitra vetivety kelytoy izany momba ny fifi-dianana izay misy lafin-ja-vatra be dia be tsy voa-fehiny ?

Isambilo

An-tsary misongadina Ny Valosoa VaovaoHelisoa

Mitohy ny tolon’ny mponina eny Ambohitrimanjaka amin’ny fanoherana ny fanotofana ny tanimbarin’izy ireo.

NY VALOSOA sy Mahaliana

Ny tanànan’Antsatsaka any amin’nydistrikan’Ambanja faritra Diana

Saka fo Ny Va loso a

Trondro saosy voatabia sy tongolo ary sakamalaho,miaraka amin’anamalaho indray, no laoka amin’nySakafo eto amin’ny gazetinao androany. Dia mihi-nàna finaritra tompoko.

NY VALOSOA sy Mahasoa

Ireo soa azo avy amin’ny dipoavatra maity

- Ny dipoavatramainty dia manala nypoizina sy ny loto aoamin'ny vatantsikaolombelona.- Mahatsara ny fan-devonan-kanina syny fiasany koa izy- Manala ireny tavyao amin'ny vantat-sika sy tsara hoan'ny olona manena tena koa izy.- Mahasitrana aretin-tenda sy kohaka (maka 20 isa di-poavatra mainty, dia maka hasina tongolo gasy 2 , am-pagontrahina amin'ny rano 1 kôpy na tasy , diamamiana tantely rehefa mangatsiaka, sotroina in-teloisan'andro).- Manala fanaintainana maro amin'ny vatana: lamo-sina, kibo, nify, ranjo sns... Maka huile essentielle di-poavatra mainty dia hasiana menaka zavamaniry,hosorana amin'ny faritra manaintaina rehetra.- Mahafaka tazo sy kohaka (maka 10 isa dipoavatramainty dia ampagontrahina amin'ny rano 1kôpy, diasotroina izy matimaty iny, tantely foana no tsara hama-miana azy.- Miaro amin'ny homamiadan'ny nono: afangaroamin'ny tamotamo sy sakamalaho, ny tsara ho mari-hina dia tena manome hery fiarovana be ho antsika nytamotamo, sakamalaho ,dipoavatra mainty miaraka.- Mqarihina fa ny olona marary vavony sy voan'ny he-morroide tsy tsara loatra mihinana azy.

Ny tanànan’Antsatsaka, any amin’ny distrikan’Am-banja, faritra Diana indray, no Mahaliana eto amin’nygazetinao androany. Kaominina ambanivohitra ity ta-nàna ity. Iva toerana ity tanàna ity satria 15 m eo nyhaavony miohatra amin’ny ranomasina. Tantsahampamboly sy mpiompy ireo mponina any. Vokatra anyAntsatsaka ny vary, ny voankazo voasary, ny kafe aryny mahabibo. Mpiompy omby sy akoho amam-boronakoa ny mponina any.