1
4 Lah 1202 Talata 31 aogositra 2021 Samihafa www.gvalosoa.com NY VALOSOA sy Mahaliana Ny tanànan’Andriamena any amin’ny distrikan’i Tsaratanana faritra Betsiboka Sakafo Ny Valosoa Trondro maina sy kabaro sy anamalaho indray no laoka amin’ny Sakafo eto amin’ny gazetinao an- droany. Tsara raha hasiana angivy koa izany. Dia mazotoa homana tompoko. NY VALOSOA sy Mahasoa Fanafody natoraly mampisy fitadidiana Fanafody natoraly mampisy fitadidiana indray no Ma- hasoa eto amin’ny gazetinao androany. Betsaka ny An- kizy mora manadino zavatra ankehitriny, noho ny tsy fisian'ny fitadidiana ao aminy, nefa ny mahazatra ant- sika dia ny olona efa mahazo taona no tokony ho mora manadino zavatra. Zavatra ilaina: clous de girofle na jirofo 30, ronono ve- lona iray litatra. Fomba fikarakarana azy : totoina ho lasa vovoka ilay Clous de Girofle teo. Rehefa vita izay dia araraka ao anaty ronono velona 1 litatra ary ampangotrahana mandritra ny 5 minitra, ka tatavanina izay vao azo am- piasaina. Fomba fampiasana azy: sotroina indray vera isaky ny maraina be ary mandritra ny 10 andro ny faharetan’ny anaovana izany. Mazava ho azy fa rehefa lany dia manao vaovao ha- trany, ary azo hafanaina na hatao anaty frigo ireo am- biny akora natoraly ity, mba tsy ho simba. N y « Mozikan’ny fo », izay takarina avy amin’ireo trangam- piaraha-monina tetsy sy teroa, no arafitr’i Mc Dinah hanjary kanto an- kira. Ny « Mc » izay adika tsotra amin’ny hoe : « Ny foko » (Mon cœur). Mam- piavaka an’i Mc Dinah ny fampiasana mandrakariva ny gitara entina handrava- hana ny feo somary mika- soka nefa kanto ananany. Efa nilona an-taonany maro teny anivon’ny an- toko mpihira i Mc Dinah ary miangaly ny « Ca- poera », izay dihy sy fana- tanjahatena avy any Brezila. Manan-talenta amin’ny famoronana to- nonkira koa izy ary maha- fehy ny tenim-pirenena Italiana, Espaniôla ary ny Anglisy, ankoatry ny te- nindreny. Ho an’i Mc Dinah ny hi- zara hafatra mampahery ho an’ireo mila izany noho ny onjam-pianana no an- tony ikirakirany ny mo- zika. Tsy nataony an-ki- labao ihany koa anefa ny fitaomana ireo manam- panahy hifikitra mandra- kariva amin’ilay Andria- manitra nahary. Ny ga- dona reggae, rap ary ny jazz no akora fototra am- piasain’i Mc Dinah, han- drafetana ny mozika la- laoviny. Tsikaritra ana- tin’ny tononkiran’ity mpa- nakanto andriambavilani- tra ity ny fampiasana ny « Tenin-jatovo », sy ny tenim-paritra. Mozika na- tao ho henoina hisinto- Mc DINAh « Mozikan’ny fo no voiziko », hoy izy Ny tanànan’Andriamena any amin’ny distrikan’i Tsara- tanana faritra Betsiboka indray, no Mahaliana eto amin’ny gazetinao androany. Renivohitry ny kaominina Andriamena ity tanàna ity, iray amin’ireo kaominina miisa 12 mandrafitra ny distrikan’i Tsaratanana. Azo la- zaina ho avo toerana izy, satria 771 m ny haavony mio- hatra amin’ny ranomasina. Any amin’ny faritra atsimo atsinanan’ny faritra Betsiboka no misy azy. Vokatra any an-toerana ny vary sy ny haninkotrana isan-karazany toy ny katsaka, ny mangahazo,... Mampalaza an’An- driamena ny harena ankibon’ny tany: Chrome, eo koa ny volamena. Mpiompy omby ihany koa ny any amin’izany toerana izany. Mc Dinah, tsy misaraka amin’ny gitara. Dragin d’Ihosy, manandratra ny kanto nentim-paharazana. Dragin Roger no anarana fenon’ity mpanakanto Za- nak’Ihosy, mivoy sy ma- nandratra ny mozika nentim-paharazana mam- piavaka ny Barabe, izay monina any amin’ny fari- tra Ihorombe ity. Anarana sy endrika tsy vaovao loa- tra intsony ho an’ireo mpankafy ny mozika i Dragin d’Ihosy, noho ity farany efa niatrika ny lalao famaranana, natao hiti- liana ireo haren’ny mozika nentim-paharazana mala- gasy, ny taona 2017, teo anivon’ny fahitalavitra tsy miankina iray, teto Iarivo. Mpanakanto feno Mpamorona, mpandrin- dra, mpihira ary mpitendry gitara maranim-peo i Dra- gin d’Ihosy. Anisan’ny ia- vahany amin’ireo mpanan- kanto maro ireo. Ankoatry ny fomba fandrindrany ireo haavon’ny feon’ireo jihin-gitara (Cordes) han- jary hanome feon’angoro- dao (taralila), valiha maro- vany ary kabôsy. Variana sy mitolagaga, araka iza- ny, ireo maheno ny feon- gitara lalaovin’i Dragin d’Ihosy raha mandre ireo feon-javamaneno maro ireo indray miaraka, ato- saky ny gitara iray eny an- tanany. Hasoangadin’i Dragin d’Ihosy amin’ireo kanto ja- riany ny mozika nentim- paharazana mampiavaka ny faritra Ihorombe. Ani- san’ireny ny sery tongo- tra, karitaky, kibato man- gala hosy, tipaky be ram- bo, belamaky, tsitsiky ary ny rombo bilo. Heno eny antsefatsefan’ireo sanga- nasan’i Dragin d’Ihosy iha- ny koa anefa ny « antsa » nentim-paharazana. Tsy ny gadona sy ny fandrin- drana ihany no maneho ny maha kanto ny mozika nentim-paharazana avy any Ihorombe, izay avoi- tran’i Dragin d’Ihosy, fa eo ihany koa ny fampiasana ny zavamaneno avy any atsimo toy ny katrà (ko- rintsana), ny aponga lahy sy vavy (Karitaky) ary ny gitara tsotra. Ampahany amin’ireo va- zon’i Dragin d’Ihosy efa nahazo faka amin’ny fan- kafizan’ny maro ankehi- triny ny « Vient du sud », sy ny « Jangobo tany misy ». Hetahetan’ity mpa- nakanto milofo ny ha- melo-maso ny mozika nentim-paharazana ity, ny mba hanohanan’ny avy eo anivon’ny Minisite- ran’ny serasera sy ny ko- lontsaina azy eo am-pa- natanterahana ny adidy masina, izay ataony anke- hitriny. Ho tanteraka tokoa anie izany. Lalasoa R. Mpanakanto Dragin d’Ihosy Manandratra ny mozika nentin-drazana Nodimandry teo amin’ny faha 85 taonany i Gaston Andria- nony, mpamoronkira, mpitendry zavamaneno, mpihira ary mpa- nentana fandaharana ihany koa, toy izao no azo amintinana ny mikasika an’i Gaston Andria- nony. Efa hatramin’ny fahazazany i Gaston Andrianony no efa tia mozika, tany Ambatolampy no nandaniany ny fahazazany, mbola ankizy izy no nihaona ta- min’i Andrianary Ratianarivo, mpamoronkira sy mpitendry za- vamaneno andrarezina, samy avy any Ambatolampy izy ireo, ka izay no nahatonga ny fifane- raserana teo amin’izy mianaka. Isaky ny tonga any Ambalo- lampy Andrianary Ratianarivo dia tonga mijery azy mitendry zava-maneno i Gaston Andria- nony, ary ny fahitana izany, no nanesika azy hianatra sy han- dalina mozika. Maro ireo hira noforonin’i Gas- ton Andrianony tsy afaka amba- van’ny mpankafy ny kanto toy ny : Tsimialonjafy (hira fiaraha- bana io), Lavi-tiana, Minia aho hanadino, Hiran’ny mpiandry fody, Firaisankina,… ankoa- tran’ny hira madinika dia maro ireo hira fitoriana noforonin’i Gaston Andrianony. Ny nampiavaka ny Tarika Gas- ton Andrianony dia ireo fianaka- viany, no nofaniny ho mpihira sy mpitendry zavamaneno, sady nampihirainy ireo san- gan’asany, nisantatra izany i Ony anabaviny, izay mpihira malaza tao aminy sady nihira ny sangan’asan’i Rolland Rae- lison toy ny Neny Masoandro lalaina, sns… taty aoriana dia ireo zanaka’anabaviny toa an’i Nené sy Noe ary Fanja no ni- kalo ny hirany. Malalaka sy mivelatra ny fomba fijerin’i Gaston Andrianony ny mozika, tsy nahagaga raha ni- safidy nihira ny gadonkira Rock i Nini zanany, izay mpihira ao amin’ny tarika Kiaka, kanefa marihina ihany koa fa mahafehy ny hiran-drainy tanteraka i Nini, sady havanana amin’ny fika- loana ireo hiran’ny omaly, ka tsy nahagaga raha nofidian’i Salo- mon manokana i Nini nandray anjara tamin’ny fankalazana ny fahenimpolo taona niakaran’i Salomon antsehatra. Fa ankoatran’ ny famoronankira sy ny fitendrenena zavamaneno dia nahavitabe tokoa i Gaston Andrianony teo amin’ny fampa- hafantarana ireo hira tranainy teto amintsika, satria tamin’ny fotoan’andro izy sy Jean Rossi- nah dia niaraka nanantontosa ny fandaharana « Tsiahin’ny andro finaritra » tao amin’ny Ra- diompirenenena. Tamin’ny taona 2018 dia niara- niakatra antsehatra tamin’ireo mpanankanto feno valopolo taona toa an’i Henri Ratsimba- zafy, Biry (Railovy), Jean Ros- sinah, Abel Ratsimba sns… i Gaston Andrianony. Ny alin’ny Alahady 29 Aogositra 2021 hifoha ny Alatsinainy 30 Aogositra 2021, no nodimandry i Gaston Andrianony, ary any amin’ny fasampianakaviana any Ambatolampy no halevina ny nofo mangatsiakany. Ny gazety Ny Valosoa Vaovao dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakavian’i Gaston An- drianony. Ny Valosoa Misaona ny tontolon'ny Kanto malagasy Nodimandry teo amin’ny faha 85 taonany i Gaston Andrianony nana sy hanovozan-kery hiatrehana ny fiainana ary sokajiana anatin’ny « va- zo miteny », saingy narin- dra amin’ny endriny hafa kely ny kanto voizin’i Mc Dinah. Ny « I have a dream » sy ny « masôva ». Ireo no ampahany amin’ireo san- ganasany efa maro mpankafy. Amperiny ho amin’ny fiketrehana ny kapila mangirana laha- rana voalohany, hivoaka amin’ny taona 2022 anke- hitriny, i Mc Dinah, izay misokatra malalaka amin’ ny fiaraha-miasa ho an’ izay vonona hanabe voho ny mozika malagasy. Lalasoa R. Gaston Andrianony fahavelony.

Samihafa Talata 31 aogositra 2021 4 Mc

  • Upload
    others

  • View
    2

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Samihafa Talata 31 aogositra 2021 4  Mc

4Lah 1202 Talata 31 aogositra 2021Samihafawww.gvalosoa.com

NY VALOSOA sy Mahaliana

Ny tanànan’Andriamena anyamin’ny distrikan’i Tsaratanana

faritra Betsiboka

Saka fo Ny Va loso a

Trondro maina sy kabaro sy anamalaho indray nolaoka amin’ny Sakafo eto amin’ny gazetinao an-droany. Tsara raha hasiana angivy koa izany. Diamazotoa homana tompoko.

NY VALOSOA sy Mahasoa

Fanafody natoraly mampisy fitadidiana

Fanafody natoraly mampisy fitadidiana indray no Ma-hasoa eto amin’ny gazetinao androany. Betsaka ny An-kizy mora manadino zavatra ankehitriny, noho ny tsyfisian'ny fitadidiana ao aminy, nefa ny mahazatra ant-sika dia ny olona efa mahazo taona no tokony ho moramanadino zavatra.Zavatra ilaina: clous de girofle na jirofo 30, ronono ve-lona iray litatra.Fomba fikarakarana azy : totoina ho lasa vovoka ilayClous de Girofle teo. Rehefa vita izay dia araraka aoanaty ronono velona 1 litatra ary ampangotrahanamandritra ny 5 minitra, ka tatavanina izay vao azo am-piasaina.Fomba fampiasana azy: sotroina indray vera isaky nymaraina be ary mandritra ny 10 andro ny faharetan’nyanaovana izany.Mazava ho azy fa rehefa lany dia manao vaovao ha-trany, ary azo hafanaina na hatao anaty frigo ireo am-biny akora natoraly ity, mba tsy ho simba.

Ny « Mozikan’ny fo »,izay takarina avyamin’ireo trangam-

piaraha-monina tetsy syteroa, no arafitr ’i McDinah hanjary kanto an-kira. Ny « Mc » izay adikatsotra amin’ny hoe : « Nyfoko » (Mon cœur). Mam-piavaka an’i Mc Dinah nyfampiasana mandrakarivany gitara entina handrava-hana ny feo somary mika-soka nefa kanto ananany.Efa nilona an-taonanymaro teny anivon’ny an-toko mpihira i Mc Dinahary miangaly ny « Ca-poera », izay dihy sy fana-tanjahatena avy anyBrezila. Manan-talentaamin’ny famoronana to-nonkira koa izy ary maha-

fehy ny tenim-pirenenaItaliana, Espaniôla ary nyAnglisy, ankoatry ny te-

nindreny.Ho an’i Mc Dinah ny hi-zara hafatra mampaheryho an’ireo mila izany nohony onjam-pianana no an-tony ikirakirany ny mo-zika. Tsy nataony an-ki-labao ihany koa anefa nyfitaomana ireo manam-panahy hifikitra mandra-kariva amin’ilay Andria-manitra nahary. Ny ga-dona reggae, rap ary nyjazz no akora fototra am-piasain’i Mc Dinah, han-drafetana ny mozika la-laoviny. Tsikaritra ana-tin’ny tononkiran’ity mpa-nakanto andriambavilani-tra ity ny fampiasana ny « Tenin-jatovo », sy nytenim-paritra. Mozika na-tao ho henoina hisinto-

Mc DINAh

« Mozikan’ny fo no voiziko », hoy izy

Ny tanànan’Andriamena any amin’ny distrikan’i Tsara-tanana faritra Betsiboka indray, no Mahaliana etoamin’ny gazetinao androany. Renivohitry ny kaomininaAndriamena ity tanàna ity, iray amin’ireo kaomininamiisa 12 mandrafitra ny distrikan’i Tsaratanana. Azo la-zaina ho avo toerana izy, satria 771 m ny haavony mio-hatra amin’ny ranomasina. Any amin’ny faritra atsimoatsinanan’ny faritra Betsiboka no misy azy. Vokatra anyan-toerana ny vary sy ny haninkotrana isan-karazanytoy ny katsaka, ny mangahazo,... Mampalaza an’An-driamena ny harena ankibon’ny tany: Chrome, eo koany volamena. Mpiompy omby ihany koa ny anyamin’izany toerana izany.

Mc Dinah, tsy misarakaamin’ny gitara.

Dragin d’Ihosy, manandratrany kanto nentim-paharazana.

Dragin Roger no anaranafenon’ity mpanakanto Za-nak’Ihosy, mivoy sy ma-nandratra ny mozikanentim-paharazana mam-piavaka ny Barabe, izaymonina any amin’ny fari-tra Ihorombe ity. Anaranasy endrika tsy vaovao loa-tra intsony ho an’ireompankafy ny mozika iDragin d’Ihosy, noho ityfarany efa niatrika ny lalaofamaranana, natao hiti-liana ireo haren’ny mozikanentim-paharazana mala-gasy, ny taona 2017, teoanivon’ny fahitalavitra tsymiankina iray, teto Iarivo.

Mpanakanto fenoMpamorona, mpandrin-dra, mpihira ary mpitendrygitara maranim-peo i Dra-gin d’Ihosy. Anisan’ny ia-vahany amin’ireo mpanan-

kanto maro ireo. Ankoatryny fomba fandrindranyireo haavon’ny feon’ireojihin-gitara (Cordes) han-jary hanome feon’angoro-dao (taralila), valiha maro-vany ary kabôsy. Varianasy mitolagaga, araka iza-ny, ireo maheno ny feon-gitara lalaovin’i Dragind’Ihosy raha mandre ireofeon-javamaneno maroireo indray miaraka, ato-saky ny gitara iray eny an-tanany.Hasoangadin’i Dragind’Ihosy amin’ireo kanto ja-riany ny mozika nentim-paharazana mampiavakany faritra Ihorombe. Ani-san’ireny ny sery tongo-tra, karitaky, kibato man-gala hosy, tipaky be ram-bo, belamaky, tsitsiky aryny rombo bilo. Heno enyantsefatsefan’ireo sanga-

nasan’i Dragin d’Ihosy iha-ny koa anefa ny « antsa »nentim-paharazana. Tsyny gadona sy ny fandrin-drana ihany no manehony maha kanto ny mozikanentim-paharazana avyany Ihorombe, izay avoi-

tran’i Dragin d’Ihosy, fa eoihany koa ny fampiasanany zavamaneno avy anyatsimo toy ny katrà (ko-rintsana), ny aponga lahysy vavy (Karitaky) ary nygitara tsotra.Ampahany amin’ireo va-zon’i Dragin d’Ihosy efanahazo faka amin’ny fan-kafizan’ny maro ankehi-triny ny « Vient du sud »,sy ny « Jangobo tanymisy ». Hetahetan’ity mpa-nakanto milofo ny ha-melo-maso ny mozikanentim-paharazana ity, nymba hanohanan’ny avyeo anivon’ny Minisite-ran’ny serasera sy ny ko-lontsaina azy eo am-pa-natanterahana ny adidymasina, izay ataony anke-hitriny. Ho tanteraka tokoaanie izany.

Lalasoa R.

Mpanakanto Dragin d’Ihosy

Manandratra ny mozika nentin-drazana

Nodimandry teo amin’ny faha85 taonany i Gaston Andria-nony, mpamoronkira, mpitendryzavamaneno, mpihira ary mpa-nentana fandaharana ihanykoa, toy izao no azo amintinanany mikasika an’i Gaston Andria-nony.Efa hatramin’ny fahazazany iGaston Andrianony no efa tiamozika, tany Ambatolampy nonandaniany ny fahazazany,mbola ankizy izy no nihaona ta-min’i Andrianary Ratianarivo,mpamoronkira sy mpitendry za-vamaneno andrarezina, samyavy any Ambatolampy izy ireo,ka izay no nahatonga ny fifane-raserana teo amin’izy mianaka.Isaky ny tonga any Ambalo-lampy Andrianary Ratianarivodia tonga mijery azy mitendryzava-maneno i Gaston Andria-nony, ary ny fahitana izany, nonanesika azy hianatra sy han-dalina mozika. Maro ireo hira noforonin’i Gas-ton Andrianony tsy afaka amba-van’ny mpankafy ny kanto toy

ny : Tsimialonjafy (hira fiaraha-bana io), Lavi-tiana, Minia ahohanadino, Hiran’ny mpiandryfody, Firaisankina,… ankoa-tran’ny hira madinika dia maroireo hira fitoriana noforonin’iGaston Andrianony.Ny nampiavaka ny Tarika Gas-

ton Andrianony dia ireo fianaka-viany, no nofaniny ho mpihira sympitendry zavamaneno, sadynampihirainy ireo san-gan’asany, nisantatra izany iOny anabaviny, izay mpihiramalaza tao aminy sady nihirany sangan’asan’i Rolland Rae-lison toy ny Neny Masoandrolalaina, sns… taty aoriana diaireo zanaka’anabaviny toa an’iNené sy Noe ary Fanja no ni-kalo ny hirany. Malalaka sy mivelatra ny fombafijerin’i Gaston Andrianony nymozika, tsy nahagaga raha ni-safidy nihira ny gadonkira Rocki Nini zanany, izay mpihira aoamin’ny tarika Kiaka, kanefamarihina ihany koa fa mahafehyny hiran-drainy tanteraka i Nini,sady havanana amin’ny fika-loana ireo hiran’ny omaly, ka tsynahagaga raha nofidian’i Salo-mon manokana i Nini nandrayanjara tamin’ny fankalazana nyfahenimpolo taona niakaran’iSalomon antsehatra.Fa ankoatran’ ny famoronankira

sy ny fitendrenena zavamanenodia nahavitabe tokoa i GastonAndrianony teo amin’ny fampa-hafantarana ireo hira tranainyteto amintsika, satria tamin’nyfotoan’andro izy sy Jean Rossi-nah dia niaraka nanantontosany fandaharana « Tsiahin’nyandro finaritra » tao amin’ny Ra-diompirenenena.Tamin’ny taona 2018 dia niara-niakatra antsehatra tamin’ireompanankanto feno valopolotaona toa an’i Henri Ratsimba-zafy, Biry (Railovy), Jean Ros-sinah, Abel Ratsimba sns… iGaston Andrianony.Ny alin’ny Alahady 29 Aogositra2021 hifoha ny Alatsinainy 30Aogositra 2021, no nodimandryi Gaston Andrianony, ary anyamin’ny fasampianakavianaany Ambatolampy no halevinany nofo mangatsiakany.Ny gazety Ny Valosoa Vaovaodia mirary fiononana feno hoan’ny fianakavian’i Gaston An-drianony.

Ny Valosoa

Misaona ny tontolon'ny Kanto malagasy

Nodimandry teo amin’ny faha 85 taonany i Gaston Andrianony

nana sy hanovozan-keryhiatrehana ny fiainana arysokajiana anatin’ny « va-zo miteny », saingy narin-dra amin’ny endriny hafakely ny kanto voizin’i McDinah.Ny « I have a dream » syny « masôva ». Ireo noampahany amin’ireo san-ganasany efa marompankafy. Amperiny hoamin’ny fiketrehana nykapila mangirana laha-rana voalohany, hivoakaamin’ny taona 2022 anke-hitriny, i Mc Dinah, izaymisokatra malalaka amin’ny fiaraha-miasa ho an’izay vonona hanabe vohony mozika malagasy.

Lalasoa R.

Gaston Andrianony fahavelony.