1
7 Lah 1014 Toe-karena ANGôVO Niaka-bidy ny entona fandrehitra na gaz www.gvalosoa.com Talata 11 febroary 2020 Centre Ketsa Nanamboatra toeram-pivoahana ho an’ny Kaominina Alakamisy Fenoarivo HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange : 032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 PHARMACIES DE GARDE 08/02/20 hatramin’ny 15/02/2020 - PROVIDENCE (Ando- han'Analakely près ex ci- nema Rex) 020 26 407 27 / 034 52 002 90 / 033 13 481 42 - RALISON (Antanimena) 020 22 226 14/034 44 429 51 - RASOLONJATOVO (Anosy en face HJRA) 020 24 570 38/034 64 838 61 - ANDOHATAPENAKA (67ha sud Route FDC près station Galana) 020 22 670 70/034 02 670 70/032 12 670 70 - SOARY (Iadiambola Ampasapito) 020 22 410 58/032 11 248 05 Mpiandry raharaha Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY MATEX Imprimerie Fametrahana 1014-02-2020 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony N iaka-bidy ny entona fandrehitra, na ny gaz, amin’izao fotoana. Ny anton’izany dia notatao- vana TVA indray, tsy araky ny Tetibola 2020 ity loharanon’angôvo iray ity. Ny Tetibola 2020 dia milaza fa esorina ny TVA amin'ny entona fandrehitra na gaz, nefa ny fiakaram-bidy misy amin'izao dia mbola voa- kajy ao anatiny ny TVA 20%. Ny tetibola 2020 dia voa- laza fa :"hanatratrarana ireo tanjona amin’ireo tetik’asa samihafa amin’ny fanatanterahana ny PGE, ireo fepe- tra mikasika : ny fahasalamana, ny fananan-tany, ny tontolo iainana ary ny fampianarana, amin’ny alalan’ny : - ny fanafoanana ny TVA amin’ny entona fandrehitra", Tetibola pejy 21 (fiteny Malagasy) – pejy 8(fiteny Frantsay). Vidiny tsy misy haba(entona 9kg): 54 167 Ar Vidiny tafiditra ny haba na TTC : 54 167 ar +20% = 65 000,4 Ar = 65000 Ar. Raha ny tokony ho izy izany dia midina 54 167 Ar ny entona fandrehitra, raha tsy miditra ny TVA 20%. Toe- javatra izay mila fanazavana amin'ny mpivarotra gaz. Aly Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 310 Mitsivalana - Fonenana - Ivy - Nianatra - Nanao - Antitra - Nos(y) – Saka - Fanilo (miv) Mitsangana - Fintana - Ovy – no - Niantso - Nay - Antsy - Naratra (miv) - Roaka - Asa – Fa (miv) V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 0 0 9 9 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Fahaizana 2. Mpiara-monina – Fisotro (miv) 3. Lapan’ny mpanjaka – Sahala 4. Firinga (miv) – Mandà (miv) 5. Faran- teny – Aza tsaroana 6. Mandoro – Solfa 7. Ranomasimbe – Dadanay 8. Bika sy endrika (miv) – Leha (miv) 9. Fivoriambe – Tany kely (BR) – Mpanoritra 10. Marary saina – Matoanteny Mitsangana A. Foto-tenin’ny Mamorona B. Tandindona – Madagasikara (miv) D. Taranaka fahiny – Mpanakanto malaza E. Diovina (miv) F. Naoty – Arehitra G. Sazy – Mpisolo tena H. Simba sy masiso – Mpanondro manolotra – Na I. Asaina ho tonga J. Isa omena – Hery sy tanjaka K. Mampiray – Tapaho Mitsivalana 1. Mievina – AT 2. Zotra 3. Noana – Ray 4. Bikanao 5. Atelina – Fa 6. Ka – Olona 7. AK – Mandoto 8. Osa – Aina 9. Enina – Hira 10. Maso – Rima Mitsangana A Mandaka – EM B. takona D. Elabe – Sis(a) E. Nilomano F. Alika (miv) G. ZN (miv) – Anona H. Ao – Nandihy I. Tra – Minoa (miv) J. Foara (miv) – Tara K. Tay – Afo Valiny Teny mifanaraka 0309 Vizana Esory Ila (miv) Lio Kanto (BL) Naoty Efatra Tao Vorona Maro loko Mitatitra Gia Tanàna Fandriana (BR) Mampisafidy Manitrika Dio Lesona Fanampiny kely (miv) Nandray Mandoro TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 310 Nanatanteraka ny adidiny amin'ny fiaro- vana ny tontolo iainana ny Polisim-pire- nena ao Antsirabe, tamin'ny alalan'ny fambolen-kazo, tany amin'ny faritr’i Man- doto ny faran’ny herinandro teo. Miisa hatrany amin'ny roa arivo (2000) any ho any ny zanakazo novolena tamin'izany, mba hanome endrika vaovao ny faritr’i Mandoto, izay tsikaritra fa tsy ampy mi- hitsy ny zava-maniry amin'iny faritr’i Va- kinankaratra iny. Isan'ny nanao ny fambolen-kazo tamin'izany ny Polisy avy amin'ny sekoly mpampiofana ho Polisy (ENIAP Antsirabe), miampy ny Polisy miasa any amin'ny kaomisaria any Ant- sirabe ary ny kaomisaria ao Mandoto,sy ny vady aman-janak’izy ireo ihany koa. Nanampy azy ireo tamin’izany koa ny Tafika tamin’ny alalan’ny Akademia Mia- ramila, sy ny Zandarimariam-pirenena any an-toerana. Stefa Antsirabe Namboly hazo niaraka tamin’ny vady aman-janany ny polisy Ilay toeram-pivoahana natolotry ny Centre Ketsa, ho an’ny Kaominina Alakamisy Fenoarivo. Mandray anjara amin'ny fanatrarana ny vina nape- traky ny Kaominina amin’ ny fitandroana ny fahasa- laman'ny mponina, faha- diovan'ny tanàna sy ny fanafoanana ny fanao- vana maloto ankalaman- jana ny Centre Ketsa sy ny Association Zazakely Sambatra. Nisy ny fanan- ganana fotodrafitrasa “trano fivoahana manara- penitra” izay natolotra ma- nokana ho fananana tan- tanan'ny Kaominina Ala- kamisy Fenoarivo, Dis- trika Antananarivo Atsi- mondrano, faritra Anala- manga, ho mariky ny fia- raha-miasa. 20 ka ha- tramin’ny 30% ny fianaka- viana amin’ny faritra Ana- lamanga dia mbola tsy manana toeram-pivoa- hana any an-tokantra- nony. Ary 51% ny zaza latsaky ny 5 taona no tra- tran’ny aretim-pivalanana maro samihafa. Raha ha- zavaina tsotsotra dia ani- san’ireo fikambanana ni- sitraka ilay hetsika “Cour- se solidaire Urgent Run Paris” ny Association Za- zakely Sambatra izay na- hazoan’ny Centre Ketsa famatsiam-bola ny taona 2018, nahafahany mana- tanteraka tetik’asa fanan- ganana toearam-pivoa- hana ao amin’ny Kaomi- nina Alakamisy Fenoarivo ivotoeran’ny Centre Ke- tsa, hoy ny talen’ity foibe ity, Hasina Ramarolahy. Misehatra amin'ny lafiny fanabeazana, ny sosialy, ny fahasalamana ary ny fanjarian-tsakafo ny Cen- tre Ketsa. Miompana amin'ny fampandrosoana sy ny fampivoarana ireo fianakaviana sy ankizy ia- hiany ny sahan’asany. Miisa 169 ireo fianaka- viana mahazo tombotsoa aminy ary 201 ireo ankizy izay beazina ao ankehi- triny. Aly

T e-ka e a Talata 11 febroary 2020 7 Mpiandry ANGôVO

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

7Lah 1014Toe-karena

ANGôVO

Niaka-bidy ny entonafandrehitra na gaz

www.gvalosoa.com Talata 11 febroary 2020

Centre Ketsa

Nanamboatra toeram-pivoahana ho an’ny Kaominina Alakamisy Fenoarivo

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE08/02/20 hatramin’ny

15/02/2020- PROVIDENCE (Ando-han'Analakely près ex ci-nema Rex) 020 26 40727 / 034 52 002 90 / 03313 481 42

- RALISON (Antanimena)020 22 226 14/034 44429 51

- RASOLONJATOVO(Anosy en face HJRA)020 24 570 38/034 64838 61

- ANDOHATAPENAKA(67ha sud Route FDCprès station Galana) 02022 670 70/034 02 67070/032 12 670 70

- SOARY (IadiambolaAmpasapito) 020 22 41058/032 11 248 05

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1014-02-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Niaka-bidy ny entona fandrehitra, na ny gaz,amin’izao fotoana. Ny anton’izany dia notatao-vana TVA indray, tsy araky ny Tetibola 2020 ity

loharanon’angôvo iray ity. Ny Tetibola 2020 dia milazafa esorina ny TVA amin'ny entona fandrehitra na gaz,nefa ny fiakaram-bidy misy amin'izao dia mbola voa-kajy ao anatiny ny TVA 20%. Ny tetibola 2020 dia voa-laza fa :"hanatratrarana ireo tanjona amin’ireo tetik’asasamihafa amin’ny fanatanterahana ny PGE, ireo fepe-tra mikasika : ny fahasalamana, ny fananan-tany, nytontolo iainana ary ny fampianarana, amin’ny alalan’ny :- ny fanafoanana ny TVA amin’ny entona fandrehitra",Tetibola pejy 21 (fiteny Malagasy) – pejy 8(fiteny Frantsay).Vidiny tsy misy haba(entona 9kg): 54 167 ArVidiny tafiditra ny haba na TTC : 54 167 ar +20% = 65 000,4 Ar = 65000 Ar.Raha ny tokony ho izy izany dia midina 54 167 Ar nyentona fandrehitra, raha tsy miditra ny TVA 20%. Toe-javatra izay mila fanazavana amin'ny mpivarotra gaz.

Aly

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 310

Mitsivalana- Fonenana

- Ivy

- Nianatra

- Nanao

- Antitra

- Nos(y) – Saka

- Fanilo (miv)

Mitsangana- Fintana

- Ovy – no

- Niantso

- Nay

- Antsy

- Naratra (miv)

- Roaka

- Asa – Fa (miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00330099))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana1. Fahaizana 2. Mpiara-monina – Fisotro (miv) 3. Lapan’nympanjaka – Sahala 4. Firinga (miv) – Mandà (miv) 5. Faran-teny – Aza tsaroana 6. Mandoro – Solfa 7. Ranomasimbe –Dadanay 8. Bika sy endrika (miv) – Leha (miv) 9. Fivoriambe– Tany kely (BR) – Mpanoritra 10. Marary saina – Matoanteny

MitsanganaA. Foto-tenin’ny Mamorona B. Tandindona – Madagasikara(miv) D. Taranaka fahiny – Mpanakanto malaza E. Diovina(miv) F. Naoty – Arehitra G. Sazy – Mpisolo tena H. Simbasy masiso – Mpanondro manolotra – Na I. Asaina ho tongaJ. Isa omena – Hery sy tanjaka K. Mampiray – Tapaho

Mitsivalana

1. Mievina – AT 2. Zotra 3. Noana –

Ray 4. Bikanao 5. Atelina – Fa 6. Ka –

Olona 7. AK – Mandoto 8. Osa – Aina

9. Enina – Hira 10. Maso – Rima

Mitsangana

A Mandaka – EM B. takona D. Elabe –Sis(a) E. Nilomano F. Alika (miv) G. ZN(miv) – Anona H. Ao – Nandihy I. Tra –Minoa (miv) J. Foara (miv) – Tara K. Tay– Afo

Valiny Teny mifanaraka 0309

Vizana

Esory

Ila (miv)

Lio

Kanto (BL)

Naoty

Efatra

Tao

Vorona

Maro loko

Mitatitra

Gia

Tanàna

Fandriana (BR)

Mampisafidy

Manitrika

Dio

Lesona

Fanampiny

kely (miv)

Nandray

Mandoro

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 310

Nanatanteraka ny adidiny amin'ny fiaro-vana ny tontolo iainana ny Polisim-pire-nena ao Antsirabe, tamin'ny alalan'nyfambolen-kazo, tany amin'ny faritr’i Man-doto ny faran’ny herinandro teo. Miisahatrany amin'ny roa arivo (2000) any hoany ny zanakazo novolena tamin'izany,mba hanome endrika vaovao ny faritr’iMandoto, izay tsikaritra fa tsy ampy mi-hitsy ny zava-maniry amin'iny faritr’i Va-kinankaratra iny. Isan'ny nanao ny

fambolen-kazo tamin'izany ny Polisy avyamin'ny sekoly mpampiofana ho Polisy(ENIAP Antsirabe), miampy ny Polisymiasa any amin'ny kaomisaria any Ant-sirabe ary ny kaomisaria ao Mandoto,syny vady aman-janak’izy ireo ihany koa.Nanampy azy ireo tamin’izany koa nyTafika tamin’ny alalan’ny Akademia Mia-ramila, sy ny Zandarimariam-pirenenaany an-toerana.

Stefa

Antsirabe

Namboly hazo niaraka tamin’ny vady aman-janany ny polisy

Ilay toeram-pivoahana natolotry ny Centre Ketsa, ho an’nyKaominina Alakamisy Fenoarivo.

Mandray anjara amin'nyfanatrarana ny vina nape-traky ny Kaominina amin’ny fitandroana ny fahasa-laman'ny mponina, faha-diovan'ny tanàna sy nyfanafoanana ny fanao-vana maloto ankalaman-jana ny Centre Ketsa syny Association ZazakelySambatra. Nisy ny fanan-ganana fotodrafitrasa“trano fivoahana manara-penitra” izay natolotra ma-nokana ho fananana tan-tanan'ny Kaominina Ala-kamisy Fenoarivo, Dis-trika Antananarivo Atsi-mondrano, faritra Anala-manga, ho mariky ny fia-raha-miasa. 20 ka ha-

tramin’ny 30% ny fianaka-viana amin’ny faritra Ana-lamanga dia mbola tsymanana toeram-pivoa-hana any an-tokantra-nony. Ary 51% ny zazalatsaky ny 5 taona no tra-tran’ny aretim-pivalananamaro samihafa. Raha ha-zavaina tsotsotra dia ani-san’ireo fikambanana ni-sitraka ilay hetsika “Cour-se solidaire Urgent RunParis” ny Association Za-zakely Sambatra izay na-hazoan’ny Centre Ketsafamatsiam-bola ny taona2018, nahafahany mana-tanteraka tetik’asa fanan-ganana toearam-pivoa-

hana ao amin’ny Kaomi-nina Alakamisy Fenoarivoivotoeran’ny Centre Ke-tsa, hoy ny talen’ity foibeity, Hasina Ramarolahy.Misehatra amin'ny lafinyfanabeazana, ny sosialy,ny fahasalamana ary nyfanjarian-tsakafo ny Cen-tre Ketsa. Miompanaamin'ny fampandrosoanasy ny fampivoarana ireofianakaviana sy ankizy ia-hiany ny sahan’asany.Miisa 169 ireo fianaka-viana mahazo tombotsoaaminy ary 201 ireo ankizyizay beazina ao ankehi-triny.

Aly