F Nanome fitaovana ny polisim-pirenena ny eo Nandosiran’ny … · FaNajaNa Ny ZoN ’oloMbeloNa...

Preview:

Citation preview

FaNajaNa Ny ZoN’oloMbeloNa

Nanome fitaovana ny polisim-pirenena ny eo

anivon’ny Firenena Mikambana

6Lah 1030 Alakamisy 19 martsa 2020Samihafawww.gvalosoa.com

Ireo boky ho an’ny polisim-pirenena, avy amin’ny Firenena Mikambana.

Nanome boky hoan’ny Polisim-pire-nena mikasika ny

fehezan-dalàna famai-zana ( code Pénal sy Pro-cédure Pénale) ny von-drona misahana ny zon'olombelona eo anivon’nyFirenena Mikambana.Nambaran’ AndriamatoaOmer Kalameu, mpano-lotsaina misahana ny zon'olombelona eo anivon’nyFirenena Mikambana, fany fanomezana fitaovanatahaka izao dia hanampybetsaka ny Polisy amin’nyfanajana ny zon’ olombe-lona. Tafiditra ao ana-tin’ny Politika ankapoben’ny Minisiteran’ny filami-nam-bahoaka ny fana-

jana ny zon’ olombelonaraha tsy hitanisa, ny fam-

pivoarana ny zon’ireo olo-na marefo : ny zaza,

amam-behivavy, ny adyamin’ny kolikoly ary ireoasan’ny Polisim-pirenenamisahana ny filaminam-bahoaka. Tamin’ny laha-teny nataon’ny Minisitryny Filaminam-bahoakaContrôleur Général dePolice RANDRIANARI-SON FANOMEZANTSOARodellys no nilazany, fatena ilain'ny Polisy amin’ny fanatanterahany nyasany ireto boky ireto, in-drindra ireo Polisy misa-hana ny fandikan-dalàna .Ho aparitaka amin’ireosampan-draharaha misyeo anivon’ny Minisiteran’ny filaminam-bahoaka ireoboky ireo.

Stefa

Nisongadina nandritry nyfetin’ny taranaka notante-rahina tao amin’ny FjkmSoavinandriana Fihavao-zana, synodamparitanyAntananarivo atsinanana,fa ho vitaina amin’ity tao-na ity, alohan’n y volanaNovambra 2020 ny aka-nin’ny fiangonana. Tsan-gam-baton’ ny faha-150taonan’ny fiangonana izyio ary efa telo taona nonanao fetin’ny taranakany fiangonana, ho fami-tana ity tsangam-bato ity.Mirefy 27 amin’ny 14 me-tatra izy io ary misy rihanasy efitrano lehibe. Ny vo-lana Desambra 2019 nonatomboka ny asa ary efavita ny androatokony fa

ny famitana toy ny vara-varana, dallage, pitsopit-sony samihafa sisa nombola ezaka miandry nykristianina eo an –toeranasy ny zanakaam-piele-zana . Nandritry ny fetin’ny taranaka ny alahady15 Martsa lasa teo, no na-natanterahan’ny faritra at-simo ny fetin’ny taranaka,izay mbola mitohyamin’ity volana Martsa ity.Manana alahady iray nyfaritra samihafa, fa ny fi-tambarana kosa dia nyalahady fahatelo amin’nyvolana Oktobra. Ny 21mey kosa no ivon’ny fan-kalazana ary ny famara-nana dia ny volana No-vambra 2020. Tratra ny

tanjona raha ny namba-ran’ny mpitandrina, An-drianandrianina Harisoa,saingy mbola maro nyezaka tokony ho tantera-hina izay mila fanenta-nana sy fiaraha-miasaamin’ny rehetra, indrindrafa ny zanakaam-pieleza-na. Tokony ho vita alo-han’ny volana Novambramantsy ity akany ity rahany nambaran’ny komity ,Ramboatiana Alfred. Vo-nona ny mpino kristianinasy ny zanaka am-piele-zana amin’ny ankapobe-ny, ary nisongadina isakyny rakitry ny taranaka, fasamy nanao izay vitanyizy ireo . Narahabaina synoraisin-tànana ireo tara-

naka ary nampaherezinahatrany satria mbola marony asa miandry. Ny mpi-tandrina teo an –toeranano nitarika ny fotoana synitondra ny hafatr’Andria-manitra ny alahady teo,ka naompana amin’nyhoe« taranaka mibebakasy miverina amin’Andria-manitra » no loha-hevitratamin’izany, izay nalainatao amin’ny Matio 12. Fan-draisana ny fanasan’nyTompo no namarananany fotoana teny an-toe-rana ary samy fenon’nyfanahy masina sy vononahamita ny asa ny rehetrateny an-toerana.

Rajo

Fjkm Soavinandriana Fihavaozana

Ho vitaina alohan’ny volana Novambra ny akanin’ny fiangonana

Taratasin’ny mpamakyTaratasy ampitaina amin’ny gazety Ny Valosoa Vao-vao sy ny mpamaky azy ary ireo rehetra izay metyhiantefany izao manaraka izao. Rehefa ny ministrave no milaza vaovao tsy marina dia tsy atao n’inonan’inona?

⭕MINISITRA MANELY VAOVAO TSY MARINA nyMinistra Lalatiana Andriantogarivo Rakotondrazafy. ⭕Tsy mety ny manely vaovao tsy marina ho an'nyvahoaka araky ny nambaran'ny depute Me HanitraRAZAFIMANANTSOA.⭕Nilaza anefa ity minisitry ny serasera ity izay sadympitondra tenin'ny governemanta fa :"Ny InstitutPasteur de Madagascar irery ihany no afaka mana-marina fa tena mitondra ny aretina coronavirus nyolona iray, satria izy ihany no manana ny fitaovanafitiliana ahitana izany".⭕Namaly izany teniny izany ny teo anivon'ny "IPM"fa TSY MANAO FITILIANA NY OTRIKARETINACORONAVIRUS, fa eny amin'ny hopitaly Befelata-nana no misy ny fanaovana izany ary miantso nylaharana maitso 910 .⭕FANAMBARANA MANORO VOHANA, SA RE-HEFA MINISITRA NO MILAZA VAOVAO TSY MA-RINA SY MANELY TSAHO DIA TSY AZO AMPI-HARANA NY LALANA VE?!

Francis RazanakolonaLot... Anjoma, Toamasina

Asa na efa natao tsy hiteraka mihitsy, na izay mihitsyno anjarany. Vehivavy iray no tratry nyaretina hafahafaizany. Mandeha rà foana mantsy ity vehivavy ity arymisy zavatra hafa ihany koa mivoaka amin’ny fivaviany. Nytena olana aza dia mamoaka fofona tsy hay han-tonina intsony ity vehivavy ity . Efa nanatona dokoterasy mpitsabo hafa fa tsy nety nijanona mihitsy ny are-tina. Ny vola foana no lany fa ny teo ihany no teo. Veryhevitra izy mivady, ka tsy maintsy nanatona an’i Jes-sica 03387 395 41 mpitsabo eny Mandrosoa Ivato sa-tria malaza amin’ny gazety ny fahaizan’io mpitsabosady mpanotra io, ary ny vehivavy no betsaka mahazofahasoavana ao aminy . Alanenina sisa ny an’izy mi-vady, ka nihaona teny an -toerana izy telo mianadahy.

Fiandry no nahazo ilay ramatoa

Vao nojeren’ity mpitsabo ity fotsiny ilay ramatoa diafantany avy hatrany fa mosavy no nahazo azy. Fiandryno nahazo anao hoy izy satria nisy lehilahy niaraka ta-minao taloha nefa tsy nety nanambady azy ianao. No-somparany ianao hoy ity mpitsabo ity ary tsy ho sitranamihitsy raha tsykarakaraina . Nampisotroin’ity mpitsaboity rano manokana ilay ramatoa ary notroriny ihany koany kibony. Ny alin’iny ihany dia nijanona ny rà nijininikataminy ary nanomboka afaka ihany koa ny fofona ta-miny . Afaka telo andro dia niverina teny aminy izy arynilaza fa sitrana tanteraka. Mbola notohizana ihanymoa ny fisotroana ilay rano, ka in- telo teny aminy fot-siny ilay ramatoa dia sitrana tanteraka .Teo vao niaikyizy mivady, fa samy manana ny fahaizany tokoa nyolona rehetra , ka raha tsy teny amin’i Jessica izy mi-vady dia sady tsy hiteraka, no ho faty mihitsy aza.

Namana

Ny fanokafana ny fampirantiana ataon’ny AFIFAB etsyAnalakely.

Manamarika ny herinan-dron’ny Asa fifandraisanaFJKM, ny Asa Fifandrai-sana sy Fampahalalam-Baovao (AFiFaB) FJKM.Tamin’ny alalan’ny fampi-rantiana no nanokafanaizany ny Talata lasa teo,tao amin’ny rihana faha-6ao amin’ny Foibe FJKMTrano IfanomezantsoaAnalakely. Nanokatra iza-ny tamin’ny fombam-pian-gonana ny Filohan’nyFJKM IRAKO ANDRIA-MAHAZOSOA Ammi, Mpi-tandrina. Nampirantianatamin’izany ireo sary sysoratra fampahafantara-na ny AFiFaB FJKM, ahi-tana ireo rantsa-mangai-ka ao aminy : Ny Gazety« Marturia Vavolombelo-na », ny haino aman-jery,ka ao anatin’izany ny Ra-dio Fahazavana, ny tra-nokalam-pifandraisana,ary ny Arofenitra. Misy ihany koa ny taka-lon-kevitra ho fanatsa-rana ny fifiandraisana, kaomaly alarobia dia niom-pana tamin’ny momba ny

Radio Fahazavana. Nisytao anatin’izany ny fijo-roana vavolombelona na-taon’ireo mpanao gazetynaiditra am-ponja taoaminy, ary hanamarika nyfaha-10 taona nanjo azyireo izany amin’ity taonaity. Anio Alakamisy kosamanomboka amin’ny 9ora maraina dia hiom-pana amin’ny Gazety «Marturia Vavolombelona» ny takalon-kevitra, ka hi-

tondra ny dinika amin’iza-ny ny Mpitandrina AN-DRIAMAMPIANINA ZakaHary Masy, Mpanolotsai-na Birao MpiandraikitraFoibe, no sady mpanora-tra ao amin’io gazetim-piangonana io. Tsiahivinafa feno 30 taona amin’itytaona ity io gazety io aryhomarihina izany amin’nyAlarobia 8 Aprily amin’ny9 ora maraina eny amin’ny FJKM Ankadifotsy, izay

hanasana ny besinimarosy ny mpianakavin’ny fi-noana rehetra. Misy aoanatin’izany ny fifanina-nana sary famantaranana Logo, izay hifaranaamin’ny 01 aprily amin’ny12 ora atoandro ny fara-fanaterana ny sary fifani-nanana. Azo antsoinaamin’ny andinindininyizany ny 020 22 282 37na manatona ny foiben’nyAFiFaB FJKM, rihanafaha-6, varavarana 603. Ny alahady 22 Martsaizao no hamaranana nyherinandron’ny Asa Fifan-draisana FJKM, amin’nyfanatanterahana fanom-poam-pivavahana iombo-nana any amin’ny FJKMMoramanga Antampota-nàna, SP Mangoro Mora-manga. Ny isam-pitandre-mana ihany koa anefa diahanatanteraka fanompo-am-pivavahana any ami-ny amin’ny fandaharanaiombonana efa nozarainamialoha.

Radafy

ASA FIFANDRAISANA FJKM (AFIFAB)

Mikarakara fampirantiana hatramin’ny Zoma

Ramatoa tratry ny fiandry

Nandosiran’ny olona fa mamoaka fofona

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Miora A.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossible.N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.

Recommended