Politika L ah 97 Al k mi sy 1de br 20 2 ... · Maitso Anosikely. Mazava ny nambaran’ny filohan’...

Preview:

Citation preview

Volon’andro fety : fanomezana

mangidy no atolotry ny fitondrana

ny vahoaka

2Lah 997 Alakamisy 19 desambra 2019Politika

Ny Valosoa sy fakafaka

www.gvalosoa.com

Ny Ambasadaoron’i Japon sy ny filohan’ny Antenimierandoholona.

AntenIMIerAndoHolonA

tsy « boite aux lettres » toy ny Antenimierampirenena

Misarika ny sain’ny maro ny zava-mitranga eto

amin’ny firenena amin’izao fotoana izao. Ary ilay izy

tsy misy zavatra tsara hahabe fanantenana ny va-

hoaka, miseho amin’ny endrika tsy mitondra soa ho

an’ny firenena amin’ny ankapobeny. Raha miditra

amin’izao volon’andro fety izao isika, sy hankalaza

izany amin’ny andro higadonany, tokony ho zavatra

tsara sy mahasoa no hatolotry ny fitondrana Rajoe-

lina ny vahoaka Malagasy. Toa mifanohitra amin’

izany anefa no atrehina ankehitriny. Ohatra amin’

izany, ny zava-nitranga teny Ankatso sy Ambohipo

ireny, izay nisiana fampiasana fitaovam-piadiana na-

namontsanana ny mpiray tanindrazana; eo koa ny

fanamparam-pahefana ataon’ny maro an’isa eny

amin’ny lapan’ny Antenimierampirenena Tsimba-

zaza amin’ny fifidianana lalàna, izay tsy hakan-ke-

vitra amin’ny vahoaka nifidy azy ireo akory, fa hevitra

avy amin’ny fitondrana ; ny fikasana hitondra ny fi-

renena hatrany amin’ny tsy fahamarinana amin’ny

fifidianana sy voka-pifidianana tsy mifanaraka

amin’ny safidim-bahoaka ; ny fitarihana ny mpiana-

tra amin’ny làlana tsy hanome antoka tsara amin’ny

fiainan-koaviny, toy ny niainana sy nandalovan’ireo

mpianatra nanàla fanadinana ara-panjakan bakalo-

rea farany teo. Natao izay nanilihana ny olana fa ny

fanjohiana amin’ny fanaraha-maso ny tohiny tsy

misy. Ny fidangan’ny vidim-piainana mampiteny ny

moana ary mampifararemotra sy mampiferin’aina ny

sarambabem-bahoaka. Ny raharaha Ambohitriman-

jaka mbola atao izay hampandry andriran’antsy ny

mponina voakasika akaiky, fa tsy mihevitra ny hihe-

motra amin’izany. Ny vahaolana amin’ny rano fisotro

madio tsy misy fivoarany mazava, ary ny fahatapa-

han-jiro tsy afaka herintaona nitondrana Rajoelina

izao. Izany anefa no nanakianana mafy an-dRajao-

narimampianina ny amin’ny tsy nahavaha ny deles-

tazy tao anaty telovolana izay nanomezany toky.

Raha izany no fanomezana atolotry ny fitondrana

Rajoelina ny vahoaka amin’izao vaninandro fety

izao, dia tena fanomezana mangidy izany. Mangidy

satria tsy misy maminy amin’ny vahoaka ireo toe-ja-

vatra rehetra ampiainana azy ireo izany. Hanakona

mihitsy ny anjara masoandrom-bahoaka ny zava-

misy, ka tsy ho hampahazava sy tsy hafana aminy

ny fandalovana ny fety samihafa. Tsy hisy fiantrai-

kany sy tsy hampamiratra ny fiainany velively ny

fampihaingoana amin’ny jiro maroloko ny eny amo-

ron’Anosy sy eny Ambohitsorohitra sy ny manodi-

dina. Miendrika fandrebirebena sy famitahana ny

vahoaka tsy hijery ny olam-piainany sy manjo azy,

ireny rentirentin-javatra samihafa ireny. Tsotra ny ha-

fatra, hoy ny mpanara-baovao, aoka hanjaka ny fa-

hamarinana fa tsy amin’ny fomba ratsy no kasaina

hakana toerana sy fahefana, vahao malaky ny so-

sialim-bahoaka, ary aoka hiaina am-pilaminana

araka izay mety aminy ny vahoaka, fa tsy anaovana

amboletra sy fampiasan-kery.

Sôh’son

Inde-Madagasikara

Anamafy fiaraha-miasa ny Antenimierandoholon’ny tany roa tonta

Nitsidika tamin’ny fombafifanajàna ny Filohan’nyAntenimierandoholonaRivo RAKOTOVAO, nyAmbasadaoron’i Inde mo-nina sy mipetraka eto Ma-dagasikara, Abhay Kumar,afak’omaly, tetsy amin’nyLapan’Anosikely. Niom-pana tamin’ny fanamafi-sana ny fiaraha-miasaindrindra indrindra ny fia-raha-miasan’ny Anteni-mierandoholona Indianinasy ny Antenimierandoho-lona Malagasy ny fihao-nana, mba hisian’ny fifa-

nakalozana traikefa eoamin’ny firenena roa ton-ta. Nilaza AndriamatoaAbhay Kumar, fa ny fire-nena Indianina dia vo-nona hatrany ny hanampyan’i Madagasikara amin’ny fampandrosoana ny fi-renena. Raha nandray fi-tenenana kosa ny Filo-han’ny Antenimierando-holona Rivo RAKOTO-VAO dia nilaza fa nytombontsoan’ny vahoakaMalagasy no laharam-pa-hamehana, ka tokonyamin’ny sehatry ny fam-

bolena, ny fiompiana aryny jono no hampiana to-sika, mba hisian’ny tenafampandrosoana. Nam-barany ihany koa fa nyAntenimierandoholonaMalagasy dia sehatry nyfifandanjam-pahefana syny demokrasia. Ho fa-namafisana ny fiaraha-miasa efa misy eo amin’ny tany roa tonta, nitondrany fanirian’ireo parlemen-tera Indiana ity Ambasa-daoro ity ny amin’ny ha-nanganana “Groupe d’a-mitié” eo amin’ny Anteni-

mierandoholona Indianasy ny Antenimierandoho-lona Malagasy. Vononahiroso amin’izany ny An-tenimierandoholona Ma-lagasy hoy ny Filoha RivoRAKOTOVAO ary tsy hi-andry ela amin’ny fikara-karana. Nanasa ny mpi-kambana amin’ny Anteni-mierandoholona Mala-gasy ihany koa ity diplô-maty ity mba hitsidika nyAntenimierandoholona In-dianina.

Isambilo

Diplaomasia

Handao an’I Madagasikara ny Ambasadaoron’i Japon

Handao an’i Madagasi-kara tsy ho ela ny Amba-sadaoron’i Japon moninasy miasa teto amintsika.Noho izay antony izay,nanao fitsidihana fanao-vam-beloma tao amin’nylapan’ny Antenimierando-holona ity Masoivoho ity.Nanatanteraka fitsidihanafanaovam-beloma taoamin’ny Antenimierando-holona ny Masoivohon’iJapon ICHIRO OGASA-WARA omaly, rehefa ni-asa teto Madagasikaranandritra ny telo taona sytapany. Nisaotra ny FilohaRivo RAKOTOVAO, An-driamatoa ICHIRO OGA-SAWARA tamin’ny fiara-ha-miasa izay nisy hatri-zay teo amin’ny roa tontaary nampahatsiahy izy famiha-tsara hatrany ny fi-fandraisana sy ny fiaraha-

miasa eo amin’i Madaga-sikara sy i Japon. Nitanisaireo tetikasa lehibe izay

taratr’izany fiaraha-miasaizany izy, toy ny fanita-rana ny seranan-tsam-

bon’i Toamasina sy ny te-tikasa fanatsarana ny fa-nondrahana ny tanimbary,izay natomboka tany Am-batondrazaka, ka mizotraamin’ny antsakany sy an-davany ankehitriny. Nam-baran’ny Filohan’ny An-tenimierandoholona fatamim-p i raha lah ianatokoa no nanatanteraha-na ny fiaraha-miasa ta-min’ity Masoivoho ity arynirary ny hihatsaran’izanyfifandraisana izany ha-trany eo amin’ny firenenaroa tonta izy. Nolazainyihany koa fa ny firenenaJapone dia mirary hatranyny filaminana sy ny fana-rahan-dalàna eto Mada-gasikara, mba hisian’nyfitohizan’ny fiaraha-miasaeo amin’ny firenena roatonta.

Isambilo

Voan’ny nataony koany solombavamba-hoaka milaza ho

maro an’isa ao amin’nyLapan’i Tsimbazaza, ta-min’ny fandinihana ny la-làna mahakasika ny teti-bola 2020, taorian’ny fan-dinihan’ny Loholona. No-heverina mantsy fa «Boîte aux lettres », na ta-haka ny fandraisana tara-tasy avy any amin’ny Pao-sitra, toy ny fanaon’izyireo ny fandaniana ny la-làna mahakasika ny teti-bola sy ny lalàna hafa, kavitan’ny tsangan-tananafotsiny , tsy misy fandini-hana satria baiko avy anyamin’ny filoham-pirenena

Andry Rajoelina sy ny Go-vernemanta Ntsay Chris-tian dia laniana ilay lalà-na. Fialàna bala fotsiny nyhoe, 15 minitra ve vaotonga tany Tsimbazazaizany . Avy hatrany dianomena tsiny sy voatora-bato indray ny Antenimie-randoholona satria izany,hono, araka ny namba-ran-dRamatoa ChristineRazanamahasoa, filohan’ny Antenimierampirene-na,no antony tsy nandrai-san’ny avy ao amin’nyAntenimieram-pirenanailay avy nampandalo-vina tetsy amin’ny LapaMaitso Anosikely. Mazavany nambaran’ny filohan’

ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, fa tsykilalaon-jaza ny fandini-hana Lalàna iankinan’nyaim-pirenena, tsy maintsymisy famakafakana lalina.Noraisiny ohatra tamin’ireny ilay « Fonds Spé-ciaux » mitentina 200 mi-lara Ariary, izay tsy fan-tatra na atao inona naampiasaina aiza ? Mifonozava-dratsy izany rehetraizany fa tsy laniana mai-maika fahatany satriavolam-bahoaka io, fa tsyvolan’ny filoha Rajoelinasy ny forongony. Mihevitrany Senatera ho vendranatokoa mantsy ry zareo aoamin’ny fitondrana, ka ha-

naotao foana. Efa tsy azon’ny « Malettes » tahaka nyfanaon’izy ireo ireto Loho-lona ireto ary nasehon’izyireo fa olon-kendry izanySenatera izany, fa tsy fatri-tran’olona voavidy vola.Mijery izay hahasoa ity fi-renena iombonana ity iretoolobe ireto ary soa ihany fatsy ao anatin’ny VovonanaIRD tahaka ny etsy Tsim-bazaza ny etsy Anosikely,ka azo baikon’ny any ami-n’ny faratampony hana-raka ambokony izay tianyatao eto, hanaovana tan-tely afa-drakotra ny volam-bahoaka sy ny harem-pirenena.Rajaonarimpanontsana

Ady amin’ny hosoka sy hala-bato

Mila midina an-dalambe hoy Gaby Vakiniadiana

Taorian’ny hetsiky ny an-toko Tim teny amin’nyMagro Behoririka ny Sa-botsy teo, dia nambaran’ny Vami tamin’ny alàlan’ny sekretera jeneraliny,Gaby Vami na Gaby Vaki-niadiana, fa tsy tokonyhandefitra manana ny ra-riny ny antoko Tim mano-loana ny tsy fetezan’ny

Ceni hampitovy ny lisi-pi-fidianana nampiasaina ta-min’ny solombavamba-hoaka sy ny ben’ny ta-nàna farany teo. Aza ari-rarira ny marina hoy izy,ary aleo hipoitra izany hofantatry ny vahoaka mala-gasy. Tsy vitan’izany iha-ny, fa nitondran’ity mpa-nao pôlitika ity fanaza-

vana ihany koa ny resakafanomezana fitaovana fia-rabe sy dabam-pako hoan’ny kaominina Antana-narivo renivohitra hampia-saina amin’ny fanalanafako, izay midika ho pôli-tika fotsiny izao noho nytsy fanohanany ny ben’nytanàna Tim teo aloha. An-koatr’izay dia anisan’ny

nambarany ihany koa faraha fidinana an-dalambeno vaha-olana dia tokonyhanao izany ny vahoakamitaky ny marina ary milamijoro hatramin’ny farany.Matoky ny Fitsarana avomomba ny lalàm-panore-nana ihany koa ny Vamiamin’izay hosoka sy hala-bato mety hitranga izay

havoakan’ny Fitsarana mi-sahana ny ady ifanaovanaamin’ny fanjakana, amin’ny famoahana ny vokatraofisialy amin’iny volana Ja-noary ho avy iny. Mila mi-joro sy sahy ny vahoakahoy izy, ary aoka izay nyhosoka sy hala-bato, fa fi-fidianana madio sy man-garahara no tadiavin’ny

vahoaka ary tsy handefitramanana ny marina izy ireo.Vonona hitarika ny va-hoaka hidina an-dalambeity mpanao pôlitika ity rahaizay no mety ahitana va-haolana amin’izao krizyeto amin’ ny firenena izao,ka mila mijoro sy sahy ha-nohitra ny tsy rariny.

Rajo

Recommended