1
5 Lah 1024 Samihafa www.gvalosoa.com I Petera 4:9 Mifampiantranoa, ka aza mimonomonona. Ny TeNy FiaiNaNa Alakamisy 5 martsa 2020 Meloka ny CENI na mandamindamin- dresaka aza Rochel Rafetrarivo : meloka ny CENI, na mandamindamin-dresaka aza momba ireo CIN doublons, tamin’ny lisi-pifidianana nisy teto amintsika ha- tramin’ny taona 2018. Tokony hosa- ziana avokoa izy ireo, sy izay rehetra voakasik’ity hosoka tamin’ny fifidianana nisy ity. Meloka koa ny HCC namoaka vokatra feno hosoka. hVM France : miaiky ny CENI fa misy 1 162 512 doublons ny lisi-pifidianana. Nahoana no izao vao miaiky fa tsy ni- haino ny fitarainana naterina vao vita fi- fidianana ? Ankoatra ireo doublons, nisy ny hosoka maro nitondrana po- rofo, nefa nahazoana valiteny hoe « Azo raisina fa tsy mitombona ». Inona izany no valeur- n' ny valim-pifidianana natao ireny ? Ekena fotsiny ve izao toe- javatra izao. Dia hoe harenina fotsiny @ manaraka ??? Tokony ho foanana avokoa izany ireny fifidianana vita ireny. VALIM-PIFIDIANANA TSY AZO EKENA ary mangataka ny hamaizana araka ny lalàna ny tompon'andraikitra. Juvan's Dombossa Juvan's Madagas- car : sady tsy haiko edy rah ho vitany io eo. Zah tsy mitahy 13. Tsy mitahy hvm. Fa grave zalah fiainagna nanom- boko nitondrasany 13 zay e! happy Soa : ity izany ilay vokatr ny fia- raha miasan i anona sy anona. Samy mankafy mangalatra eo daholo ihany fa rehefa tsy nahazo occas hangalarana ndray aloha dia mody miantso2 mafy hoe mangalatra i anona fa tsy izaho. Pfffff. Tsy mba leo asaina mampiady angely mihitsy ve ianareo e ? Nirina Solange Rakotoson : na nifidy mapar , na tsia ireo doubloon, rehefa Nisy hosoka dia foanana daholo. Mamy Soloniaina : maro loatra izany 1 162 512 izany raha par rapport amy ef- fectif ny aux nombres votants, misy ihany ny marge d'erreur fa tena trop.fa inona ny fepetra ho raisinareo CENI?, Fa ny olona ohatra ny efa mandray fe- petra raha jerena amin'ny taux de par- ticipation! lola Sy Natalys Rabakoson : nime- nomenona le TIM ireo fa notovanana io lisi-pifidianana io!tsy niraharaha ny CENI sy ny HCC!izao vao mivoaka ny Marina!!!ts'isy HVM izany t@ Commu- nal teo!Mbola any @ cassation izao ny dossier de ho hita eo e! Fa ny azo la- zaina dia nisy ny hosoka sy ny hala- bato nandritra ny fifidianana nanombo- ka tamin’ny taona 2018. Nick Razafimahaleo : zan tena zava doza, io foana no lalaovin mpanao po- litique sy ireo vahiny ametrahany izay olona tiany apetraka eto Madagascar. Efa 50ans expérience ve de Mbola ta- haka izany ny teknologia ampiasaina. Mahamenatra ry CENI a ! hita mibari- bary ilay hosoka sy halatra natao. Jeanne Baonitefa : soa fa ny mpion- dana fb presque olona mipetraka an- dafy avy ka juste fandanianandro fotsiny. misy mpangalatra sasany mody hendry mba mikoka miantso police nefa izy ihany no nanao action com- mando. Victor Ratovoharison : tranga mety ho niseho ny toy izao: latsaka ny 18taona daholo ilay natao doublures e! Fa nampifidianana olona iray ihany. Dia tsy hisy vokany @ valiny vé izany? tena misy vokany amin’ny valim-pifidia- nana mihitsy ilay doubloons ireo, nisy ny hosoka, mila foanana ny fifidianana rehetra vita fa voafitaka ny vahoaka izay tompon’ny fahefana. Mbola Raj : tokony ho saziana mafy ireo ratsy loha ao @ ceni, indrindra fa ny talen'ny informatique, izy rehetra mi- hitsy e! andrianiaina Solofonarivo : voapo- rofo tanteraka izao ny tandrevaka sy ny tsy fanajana ny Zo fototry ny vahoaka mpifidy maro an'isa. @ alalan'ny Hala- bato maty paika foana no mba haha- zoana fahefana eto M/car. Miala Ra- joelina!! haritiana Ramarojaona : mino aho fa misy daty ny nanaovana ny karapanon- dro ireo ka tokony habaribarin Ceni dia hita eo hoe i Ranona no topon andrai- kitra nitantana sy nanao operation ka- rapanondro tamin io taona sy Volana io. Kalo Ernestine : nisy hosoka tamin’ny fifidianana sy lisi-pifidianana teto hatra- min’ny taona 2018, noho izany tokony ho foanana avokoa ireny fifidianana ireny. Ny seranantsambon’Antsiranana. FahaSalaMaNa ahiana ny fidiran’ny valanaretina coronavirus avy any antsiranana A hiana amin’izao fo- toana izao, fa mety ho avy any Antsira- nana no hidiran’ny vala- naretina coronavirus eto amintsika. Velon’ahiahy ny mponina any an-toe- rana manoloana ireo sambo vahiny miditra ny seranan-tsambon’i Diego. Tonga tao amin’ny sera- nana ny sambo sinoa ary nampidina kaontenera voalaza fa nitondra fitao- vana hanamboarana foto- drafitrasa. Raha ny vina- vina dia ho avy hiantsona ao Antsiranana koa ny sambo lehibe Costa, hi- tondra mpizahatany va- hiny maro, amin’ny sabo- tsy ho avy izao. Velon’ ahiahy ny mponina eo anatrehan’izany, indrindra manoloana ny fihanaky ny valanaretina coronavi- rus any Eorôpa sy any Chine, fa sao sanatri hoy izy ireo avy any amin’ny faritra Avaratry ny Nosy ny hidiran’ity valanaretina ity eto amintsika. Takian’ ny maro arak’izany ny ha- nakatonana tanteraka ny sisintanintsika, na an’ha- bakabaka, na an-drano- masina fa mananontano- na ny loza noho ny otrika- retina covid 19. Stefa Ny fanadiovana nataon’ireo mponina teny amin’ny Cité Cadre Ivato. Nanadio tanàna ny mponina ao amin'ny Cité Cadre, kaominina Ivato, distrikan’Ambohidratrimo, faritra Analamanga. Naneho fi- raisankina izy ireo nanao tana- maro nanadio ny tanàna sy ny manodidina azy. An'ny olom-pi- renena tsirairay ny andrai- kitra amin'ny fahadiovan' ny ao an- tranony sy ny manoddidina azy, ka izay no anton'ny hetsika, hoy ireo mponina. Ho hentitra iza- hay amin'ny fifampitondranay mpiray tanàna sy ireo mpan- dalo amin'ny fanajana ny faha- diovana, fa maha saro-piaro anay ny tanànanay, hoy hatrany ireo mponina. Filamatra, fakan-tahaka ho an'ny fokontany sy tanàna sa- sany izao fihetsiky ny mponina tao amin' ny Cité Cadre Ivato izao. Marihina fa niarahana ta- min'ny kaominina ny hetsika sa- tria nanome kamiao nakana ny fako ny kaominina, izay tari- han’ny ben’ ny tanàna Penjy Randrianarisoa. Ny kaominina Ivato dia manentana mba samy ho tompon'andraikitra ny rehe- tra, samy tokony ho sarotiny amin'ny fahadiovan'ny mano- didi-na azy ary samy tokony ho sahy hiteny ireo minia manary fako etsy sy eroa. Aly Kaominina Ivato Nanadio tanàna ireo mponin’ny Cité Cadre Ny fitokonana tetsy amin’ny ministeran’ny fanabeazam- pirenena Anosy. Mampiahiahy an’ireo mpikam- bana ao amin’ny sendikan’ny mpampianatra Pacem, ny fi- sian’ny fanambarana nataon’ny olona vitsivitsy tamin’ny haino aman-jery ny talata maraina teo, fa mitsahatra ny fitokonana ataon’ny Pacem, izay tokony ho natao teny amin’ny Ministeran’ ny Fanabeazana ny andron’ny talata iny ihany. Nilaza Andria- matoa Rakotondrainibe Bessa Joseph, Mpandrindra ankapo- ben’ny Pacem, fa tsy nahazo alalana tamin’ny mpikambana ara-dalàna ireo olona nanatan- teraka iny fanambarana iny. Na- nohy nanazava ny mpandrin- dran’ny sendika Pacem, fa za- vatra natao mba hahafahana misakana ny mpampianatra tsy hanatevin-daharana ny fitoko- nana fanairana, izay efa noma- nin’ny Pacem iny trangan-java- tra iny. Nilaza izy fa mahakely finoana ny hanaiky ny fampa- nantenana nataon’ ny tompon’ andraikitra ao amin’ny Ministe- ran’ny Fanabeazana, fa hampi- dirina any amin’ny filan-kevi- trin’ny Minisitra ny vokatry ny di- nika fifanarahana nataon’ny Sendikalista sy ny mpitondra fanjakana, ao anatin’izany ny fampiakarana ny karaman’ny mpampianatra ho 50 000 Ar .Nanohy nanazava ity mpan- drindra nasionalin’ny Pacem ity, fa aleo mivoaka mazava amin’ ny filan-kevitrin’ny Minisitra ny “Decret”, izay vao mitsahatra ny fitokonana ataon’ny Pacem. An- koatra izany, mbola nanamafy Andriamatoa Rakotondrainibe Bessa, fa tokony hahazo ny an- jarany amin’ny fampiakarana karama ihany koa ireo mpam- pianatra tsy mpiasam-panja- kana ao anatin’izany ny mpam- pianatra Fram, sy ny vacataire eny anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika. Tsiahi- vina fa efa tamin’ny taona 2016 no efa nalan’ny fitondram-pan- jakana ny fampiharana an’ity “Decret” ho fampiakarana ny karaman’ny mpampianatra ho 50 000 Ar dia izao nohetse- hin’ny sendika Pacem izao in- dray. Franck Razakambelo Sendika PCEM Misy misandoka manao fanambarana amin’ny sendika hoy ny mpikambana

F I Petera 4:9 ahiana ny fidiran’ny valanaretina ......Ivato dia manentana mba samy ho tompon'andraikitra ny rehe - tra, samy tokony ho sarotiny amin'ny fahadiovan'ny mano - didi-na

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: F I Petera 4:9 ahiana ny fidiran’ny valanaretina ......Ivato dia manentana mba samy ho tompon'andraikitra ny rehe - tra, samy tokony ho sarotiny amin'ny fahadiovan'ny mano - didi-na

5Lah 1024Samihafawww.gvalosoa.com

I Petera 4:9

Mifampiantranoa, ka aza mimonomonona.

Ny TeNy FiaiNaNa

Alakamisy 5 martsa 2020

Meloka ny CENI na mandamindamin-dresaka aza

Rochel Rafetrarivo : meloka ny CENI,na mandamindamin-dresaka azamomba ireo CIN doublons, tamin’nylisi-pifidianana nisy teto amintsika ha-tramin’ny taona 2018. Tokony hosa-ziana avokoa izy ireo, sy izay rehetravoakasik’ity hosoka tamin’ny fifidianananisy ity. Meloka koa ny HCC namoakavokatra feno hosoka.

hVM France : miaiky ny CENI fa misy1 162 512 doublons ny lisi-pifidianana.Nahoana no izao vao miaiky fa tsy ni-haino ny fitarainana naterina vao vita fi-fidianana ? Ankoatra ireo doublons,nisy ny hosoka maro nitondrana po-rofo, nefa nahazoana valiteny hoe «Azo raisina fa tsy mitombona ». Inonaizany no valeur- n' ny valim-pifidianananatao ireny ? Ekena fotsiny ve izao toe-javatra izao. Dia hoe harenina fotsiny@ manaraka ??? Tokony ho foananaavokoa izany ireny fifidianana vitaireny. VALIM-PIFIDIANANA TSY AZOEKENA ary mangataka ny hamaizanaaraka ny lalàna ny tompon'andraikitra.

Juvan's Dombossa Juvan's Madagas-car : sady tsy haiko edy rah ho vitanyio eo. Zah tsy mitahy 13. Tsy mitahyhvm. Fa grave zalah fiainagna nanom-boko nitondrasany 13 zay e!

happy Soa : ity izany ilay vokatr ny fia-raha miasan i anona sy anona. Samymankafy mangalatra eo daholo ihany farehefa tsy nahazo occas hangalaranandray aloha dia mody miantso2 mafyhoe mangalatra i anona fa tsy izaho.Pfffff. Tsy mba leo asaina mampiadyangely mihitsy ve ianareo e ?

Nirina Solange Rakotoson : na nifidymapar , na tsia ireo doubloon, rehefaNisy hosoka dia foanana daholo.

Mamy Soloniaina : maro loatra izany 1162 512 izany raha par rapport amy ef-fectif ny aux nombres votants, misyihany ny marge d'erreur fa tena trop.fainona ny fepetra ho raisinareo CENI?,Fa ny olona ohatra ny efa mandray fe-petra raha jerena amin'ny taux de par-ticipation!

lola Sy Natalys Rabakoson : nime-nomenona le TIM ireo fa notovanana iolisi-pifidianana io!tsy niraharaha nyCENI sy ny HCC!izao vao mivoaka nyMarina!!!ts'isy HVM izany t@ Commu-

nal teo!Mbola any @ cassation izao nydossier de ho hita eo e! Fa ny azo la-zaina dia nisy ny hosoka sy ny hala-bato nandritra ny fifidianana nanombo-ka tamin’ny taona 2018.

Nick Razafimahaleo : zan tena zavadoza, io foana no lalaovin mpanao po-litique sy ireo vahiny ametrahany izayolona tiany apetraka eto Madagascar.Efa 50ans expérience ve de Mbola ta-haka izany ny teknologia ampiasaina.Mahamenatra ry CENI a ! hita mibari-bary ilay hosoka sy halatra natao.

Jeanne Baonitefa : soa fa ny mpion-dana fb presque olona mipetraka an-dafy avy ka juste fandanianandrofotsiny. misy mpangalatra sasany modyhendry mba mikoka miantso policenefa izy ihany no nanao action com-mando.

Victor Ratovoharison : tranga metyho niseho ny toy izao: latsaka ny18taona daholo ilay natao doublures e!Fa nampifidianana olona iray ihany. Diatsy hisy vokany @ valiny vé izany?tena misy vokany amin’ny valim-pifidia-nana mihitsy ilay doubloons ireo, nisyny hosoka, mila foanana ny fifidiananarehetra vita fa voafitaka ny vahoakaizay tompon’ny fahefana.

Mbola Raj : tokony ho saziana mafyireo ratsy loha ao @ ceni, indrindra fany talen'ny informatique, izy rehetra mi-hitsy e!

andrianiaina Solofonarivo : voapo-rofo tanteraka izao ny tandrevaka sy nytsy fanajana ny Zo fototry ny vahoakampifidy maro an'isa. @ alalan'ny Hala-bato maty paika foana no mba haha-zoana fahefana eto M/car. Miala Ra-joelina!!

haritiana Ramarojaona : mino aho famisy daty ny nanaovana ny karapanon-dro ireo ka tokony habaribarin Ceni diahita eo hoe i Ranona no topon andrai-kitra nitantana sy nanao operation ka-rapanondro tamin io taona sy Volanaio.

Kalo Ernestine : nisy hosoka tamin’nyfifidianana sy lisi-pifidianana teto hatra-min’ny taona 2018, noho izany tokonyho foanana avokoa ireny fifidiananaireny.

Ny seranantsambon’Antsiranana.

FahaSalaMaNa

ahiana ny fidiran’ny valanaretina

coronavirus avy any antsiranana

Ahiana amin’izao fo-toana izao, fa metyho avy any Antsira-

nana no hidiran’ny vala-naretina coronavirus etoamintsika. Velon’ahiahyny mponina any an-toe-rana manoloana ireosambo vahiny miditra nyseranan-tsambon’i Diego.Tonga tao amin’ny sera-nana ny sambo sinoa arynampidina kaonteneravoalaza fa nitondra fitao-vana hanamboarana foto-drafitrasa. Raha ny vina-vina dia ho avy hiantsonaao Antsiranana koa nysambo lehibe Costa, hi-tondra mpizahatany va-hiny maro, amin’ny sabo-tsy ho avy izao. Velon’ahiahy ny mponina eoanatrehan’izany, indrindra

manoloana ny fihanakyny valanaretina coronavi-rus any Eorôpa sy anyChine, fa sao sanatri hoyizy ireo avy any amin’nyfaritra Avaratry ny Nosyny hidiran’ity valanaretinaity eto amintsika. Takian’

ny maro arak’izany ny ha-nakatonana tanteraka nysisintanintsika, na an’ha-bakabaka, na an-drano-masina fa mananontano-na ny loza noho ny otrika-retina covid 19.

Stefa

Ny fanadiovana nataon’ireo mponina teny amin’ny Cité CadreIvato.

Nanadio tanàna ny mponina aoamin'ny Cité Cadre, kaomininaIvato, distrikan’Ambohidratrimo,faritra Analamanga. Naneho fi-raisankina izy ireo nanao tana-maro nanadio ny tanàna sy nymanodidina azy. An'ny olom-pi-renena tsirairay ny andrai- kitraamin'ny fahadiovan' ny ao an-tranony sy ny manoddidina azy,ka izay no anton'ny hetsika, hoyireo mponina. Ho hentitra iza-hay amin'ny fifampitondranaympiray tanàna sy ireo mpan-dalo amin'ny fanajana ny faha-diovana, fa maha saro-piaroanay ny tanànanay, hoy hatranyireo mponina.Filamatra, fakan-tahaka hoan'ny fokontany sy tanàna sa-sany izao fihetsiky ny mponinatao amin' ny Cité Cadre Ivatoizao. Marihina fa niarahana ta-

min'ny kaominina ny hetsika sa-tria nanome kamiao nakana nyfako ny kaominina, izay tari-han’ny ben’ ny tanàna PenjyRandrianarisoa. Ny kaomininaIvato dia manentana mba samyho tompon'andraikitra ny rehe-

tra, samy tokony ho sarotinyamin'ny fahadiovan'ny mano-didi-na azy ary samy tokony hosahy hiteny ireo minia manaryfako etsy sy eroa.

Aly

Kaominina Ivato

Nanadio tanàna ireo mponin’ny Cité Cadre

Ny fitokonana tetsy amin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena Anosy.

Mampiahiahy an’ireo mpikam-bana ao amin’ny sendikan’nympampianatra Pacem, ny fi-sian’ny fanambarana nataon’nyolona vitsivitsy tamin’ny hainoaman-jery ny talata marainateo, fa mitsahatra ny fitokonanaataon’ny Pacem, izay tokony honatao teny amin’ny Ministeran’ny Fanabeazana ny andron’nytalata iny ihany. Nilaza Andria-matoa Rakotondrainibe BessaJoseph, Mpandrindra ankapo-ben’ny Pacem, fa tsy nahazoalalana tamin’ny mpikambanaara-dalàna ireo olona nanatan-teraka iny fanambarana iny. Na-nohy nanazava ny mpandrin-dran’ny sendika Pacem, fa za-vatra natao mba hahafahanamisakana ny mpampianatra tsyhanatevin-daharana ny fitoko-nana fanairana, izay efa noma-nin’ny Pacem iny trangan-java-tra iny. Nilaza izy fa mahakelyfinoana ny hanaiky ny fampa-nantenana nataon’ ny tompon’andraikitra ao amin’ny Ministe-ran’ny Fanabeazana, fa hampi-

dirina any amin’ny filan-kevi-trin’ny Minisitra ny vokatry ny di-nika fifanarahana nataon’nySendikalista sy ny mpitondrafanjakana, ao anatin’izany nyfampiakarana ny karaman’nympampianatra ho 50 000 Ar.Nanohy nanazava ity mpan-drindra nasionalin’ny Pacem ity,fa aleo mivoaka mazava amin’ny filan-kevitrin’ny Minisitra ny“Decret”, izay vao mitsahatra nyfitokonana ataon’ny Pacem. An-koatra izany, mbola nanamafyAndriamatoa RakotondrainibeBessa, fa tokony hahazo ny an-

jarany amin’ny fampiakaranakarama ihany koa ireo mpam-pianatra tsy mpiasam-panja-kana ao anatin’izany ny mpam-pianatra Fram, sy ny vacataireeny anivon’ny Ministeran’nyFampianarana Teknika. Tsiahi-vina fa efa tamin’ny taona 2016no efa nalan’ny fitondram-pan-jakana ny fampiharana an’ity“Decret” ho fampiakarana nykaraman’ny mpampianatra ho50 000 Ar dia izao nohetse-hin’ny sendika Pacem izao in-dray.

Franck Razakambelo

Sendika PCEM

Misy misandoka manao fanambarana amin’nysendika hoy ny mpikambana