58
MINISTERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAM-PAHEFANA TAHIRIM-BOLA FAMPANDROSOANA IFOTONY OKTOBRA 2015 MATOY Programme Miara-miasa ho Antoky ny TOe-karena Ifotony Financé par Mise en oeuvre par FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY

FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

  • Upload
    others

  • View
    13

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

MINISTERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAM-PAHEFANA

TAHIRIM-BOLA FAMPANDROSOANA IFOTONY

OKTOBRA 2015

MATOYProgramme

Miara-miasa ho Antokyny TOe-karena Ifotony

Financé par Mise en oeuvre par

FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY

Page 2: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny
Page 3: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny
Page 4: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny
Page 5: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

5

1.1. Tanjon’ny tari-dalana . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 9

1.2. Ny fomba fampiasana azy . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 9

1.3. Ny votoatiny . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 9

FIZAHAN-TAKELAKA

FAMPIDIRANA

NY ANTONY HANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA SY NY TOMBOTSOA AZO AMIN’IZANY

1

2

3

2.1. Ny tombotsoa amin’ny fanànana fidiram-bola matanjaka sy maharitra

2.1.1 Ny antony hanatsarana ny fampidiram-bola . . . . . . . . . . . . . . . . . . 13

2.1.2. Ny fepetra mampahomby ny fampidiram-bola anatiny . . . . . . . 13

2.1.3. Ireo loharanom-bolan’ny Kaominina voafaritry ny lalàna . . . . . 15

3.1. Dingana 1 : Fanomanana . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 19

3.1.1. Fanomanana ataon’ireo tompon’andraikitry ny fampidiram-bola . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 19

3.1.2. Fiaraha-midiniky ny birao mpanatanteraka . . . . . . . . . . . . . . . . . .20

3.1.3 Fivorian’ny birao mpanatanteraka miaraka amin’ny filankevitra . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 21

3.2. Dingana2 : Famolavolana ny paikady hanatsarana ny fampidiram-bola anatiny . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .22

3.2.1. Atrikasa kaominaly . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .22

3.2.2. Fandrafetana ny paikady . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .23

3.2.3. Fankatoavana ny paikady . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .24

IREO DINGANA ARAHINA

Page 6: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

6

3.3. Dingana faha 3 : Fanantaterahana ny paikady sy fanjohina . . . . . . . . . . .25

3.3.1. Fanatanterahana paikady . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .25

3.3.2. Fanjohina ny fanatanterahana ny paikady . . . . . . . . . . . . . . . . . . .26

3.4. Dingana faha 4 : Fanombanana sy fanaovana tamberin’andraikitra . . 27

3 .4 .1 . Fanombanana anatiny . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 27

3 .4 .2 . Fanombanana ifotony . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .28

3 .4 .3 . Fivoriana fanombanana iombonana . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .29

3.4.4. Fanaovana tamberin’andraikitra . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 31

TOVANA

1. Takelaka milaza isaky ny sokajim- bola miditra . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .33

2. Tabilao fanombanana miaraka ny zava-misy ankehitriny . . . . . . . . . . . . . . .35

3. Modelin’ny drafitrasa. . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .36

4. Fanamarinana fivoaham-bokatra . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 37

5. Fanomezan-dàlana hitrandraka « carrière » . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .38

6. Tabilao fanjohina sy fanombanana ny fanatanterahana ny asa fanatsarana voafaritra. Daty nanaovana ny fanjohina . . . . . . . . . . . . . . . . . .39

7. Tabilao fanjohina sy fanombanana ny vola miditra isan-tsokajiny (tableau de bord fiscal) . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 40

8. Tabilao fanaovana tomban’ezaka . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . 41

9. Taratasy fitakian-ketra (avis d’imposition) . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .42

10. Tsiahy ny fanatsarana ireo loharanom-bola fototra iombonan’ny Kaominina amin’ny ankapobeny . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . . .43

Page 7: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

FAMPIDIRANA

1FA

MPI

DIR

AN

A

Page 8: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

8

Page 9: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

9

Hanampiana ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny Kaominina mba hananany fahavononana sy fahalàlana amin’ny fanatsarana ny fampidiram-bola ao aminy .

Misokajy toy izao ny fomba fampiasana ity tari-dàlana ity:

ÌÌ Hanampiana ny Kaominina amin’ny fampiharana ireo dingana hanatsarana ny fampidiram-bola ;

ÌÌ Mifameno amin’ireo torolàlana hafa efa misy momba ny fampidiran-ketra ka afahana mitondra fanazavana mba hamahana sakana na olana miseho mandritry ny fanatanterahana ny paikady.

Mizara roa mazava tsara ity tari-dàlana ity :

Ny tombotsoa amin’ny fananana ny fidiram-bola anatiny matanjaka sy maharitra eny anivon’ny Kaominina,

Ny antsipirihin’ireo dingana arahina amin’ny fanatsarana ny fampidiram-bola anatiny :

ÌÌ ny asa na hetsika atao ;

ÌÌ ny fitaovana ampiasana amin’izany ;

ÌÌ ny vokatra andrasana ;

ÌÌ ny fanamarihana manokana tsara ho fantatra.

Tanjon’ny tari-dàlana1.1.

Ny fomba fampiasana azy

Ny votoatiny

1.2.

1.3.

Page 10: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

10

Page 11: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

11

NY ANTONY HANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA SY NY TOMBOTSOA AZO AVY AMIN’IZANY

2N

Y A

NTO

NY

HA

NAT

SAR

AN

A N

Y FA

MPI

DIR

AM

-BO

LA S

Y N

Y TO

MB

OTS

OA

AZO

AV

Y A

MIN

’IZA

NY

Page 12: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

12

Page 13: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

13

NY TOMBOTSOA AMIN’ny fananana fidiram-BOLA ANATINY MATANJAKA SY MAHARITRA

2.1.

2.1.1. Ny antony hanatsarana ny fampidiram-bolaIlaina ny ananan’ny Kaominina tsirairay loharanom-bola matanjaka ho :

ÌÌ Fahombiazan’ny fampandehanan-draharaha ;

ÌÌ Fanatsaràna ’ny servisy atolotry ny Kaominina ny mponina ;

ÌÌ Famporisihana ny fandraisan’anjaran’ny mponina amin’ny fampandrosoana ny tanàna ;

ÌÌ Fanetsehena loharonom-bola sy fiaraha-miombon’antoka hafa ;

ÌÌ Fanamoràna ny fanatanterahana ny vinam- pampandrosoana sy ny tetibola mifanaraka amin’izany .

Fitombon’ny vola miditra

Fitondrana tsara tantana

Fanatanterahana fampandrosoana

Faharesen-dahatra sy fahatokisana

Fahazotoana mandoa hetra

Page 14: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

14

ÌÌ Ny birao mpanatanteraka ;

ÌÌ Ny filankevitra kaominaly ;

ÌÌ Sampan-draharaham-panjakana : ivontoeran’ny hetra, tahirim-bolam-panjakana, distrika, mpitandro filaminana, delegem-panjakana ;

ÌÌ Faritra

ÌÌ Olompirenena ;

ÌÌ Fiarahamonim-pirenena ;

ÌÌ Fokontany ;

ÌÌ Sehatra tsy miankina ;

ÌÌ sns . . .

2.1.3. Ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny fidiram-bola ifotony

2.1.2. Ny fepetra mampahomby ny fampidiram-bola anatinyÌÌ Ny fahavononana ara-politikan’ny mpitondra hanatsara ny loharanom-bola anatiny

sy handray an-tànana ny fantanterahana izany ;

ÌÌ Ny fahaiza-mandrindra ireo hetsika mba hifanaraka tsara amin’ny fomba fiainana sy ny toe-tsaina eo anivon’ny kaominina : atao mifanandrify amin’ny vanim-potoana ananan’ny ankamaroan’ny mponina vola ny hetsika fanangonan-ketra ;

ÌÌ Ny fahaiza-manomana ny paikady : ny fanadihadiana sy ny fanombanana feno sady tomombana no miantoka ny hatsaran’ny paikady ary miantoka ny fahazotoan’ny mponina hanefa ny hetrany ;

ÌÌ Ny fahaiza-manentana ny mponina sy fahaizana mampandray anjara ireo mpisehatra hatrany am-pamolavolana ka hatrany am-panatanterahana ;

ÌÌ Ny fahaizana manjohy sy manombana ny asa : ny fanjohina matotra no afahana mamaha miaraka ny olana na sakana amin’ny fanatrarana ara-potoana ny tanjona.

ÌÌ Ny fampiharana ny mangarahara sy ny fanaovana tamberin’andraikitra : miantoka ny fahatokisan’ny mpandoa hetra ka hampazoto azy hanohy hatrany ny fanefana ny adidiny

Page 15: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

15

2.1.3. Ireo loharanom-bolan’ny Kaominina voafaritry ny lalàna

Karazany Lalàna mifehy Anjaran’ny Kaominina

Hetra tany sy hetra trano

Fehezan-dàlàna ankapobeny mifehy ny hetra (CGI), lalàna 2014-020, fanapahan’ny filankevitry ny Ka-ominina

100%

Hetra tambatra Fehezan-dàlàna ankapobeny mifehy ny hetra (CGI), lalàna 2014-020, 50%

Hetra avy amin’ny fivarotana zava-pisotro misy alikaola

Fehezan-dàlàna ankapobeny mifehy ny hetra (CGI), lalàna 2014-020, fanapahan’ny filankevitry ny Ka-ominina

60%

Hetra momba ny fahazoan-dàlana hikarakara tombola sy loteria ;

Fehezan-dàlàna ankapobeny mifehy ny hetra (CGI), lalàna 2014-020, fanapahan’ny filankevitry ny Ka-ominina

-

Hetra momba ny fazahoan-dalana ny fampiasana « billards » symitovitovy aminy, ny fitaovana fande-fasana horonan-tsary sy « baby-foot »itadiavam-bola ;

Fehezan-dàlàna ankapobeny mifehy ny hetra (CGI), lalàna 2014-020, fanapahan’ny filankevitry ny Ka-ominina

100%

Ny vola fandoa mikasika ny akoran’afo (hydrocarbures)

Fehezan-dàlàna ankapobeny mifehy ny hetra (CGI) 40%

Sara amin’ny fitantanana harena ankibon’ny tany

Fehezan-dàlàna ankapobeny mifehy ny hetra (CGI), lalàna 2014-020, 50%

Tamberim-bidy avy amin’ny harena an-kibon’ny tany

Fehezan-dàlàna ankapobeny mifehy ny hetra (CGI), lalàna 2014-020, 60%

Haba avy amin’ny rano mineralylàlana mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana fanapahan’ny filankevitry ny Kaominina

100%

Haba avy amin’ny fety lanonana sy fihetsiketsehena samihafa

lalàna mifehy ny fitantanam-bol-am-panjakana 100%

Haba amin’ny pylônes, relais, antenne

lalàna mifehy ny fitantanam-bol-am-panjakana 50%

Haba momba ny fivahinianana (hotel kintana 3 no midina)

Lalàna2014-020 fanapahan’ny filankevitry ny Kaominina 100%

Haba alaina amin’ny dokam-barotra

Lalàna2014-020 fanapahan’ny filankevitry ny Kaominina 100%

Haba alaina amin’ny rano sy ny herin’aratra

lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 100%

2.1.3.1. Ireo loharanom-bola avy amin’ny hetra (recettes fiscales)

Page 16: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

16

Karazany Lalàna mifehy Anjaran’ny Kaominina

Haba avy amin’ny fanomezan-dàlana hanorina

Code de l’urbanisme, fanapahan’ny filankevitry ny Kaominina 100%

Haba amin’ny lànonana nenti-paharazana nahazoan-dàlana

lalàna 2014-020, fanapahan’ny filankevitry ny Kaominina 100%

Haba alaina amin’ny famonoam-biby lalàna 2014-020 100%

Sara mikasika ny fivezivezen’ny biby lalàna 2014-020 100%

Tamberim-bidy mikasika ny faka-na ranotany, fasika sy vato

Làlàna 2014-020, fanapahn’ny filankevitry ny Faritra 50%

Tamberim-bidy alaina amin’ny vokatry ny fambolena, ny ala sy ny fiompiana

Lalàna 2014-020 fanapahan’ny filan-kevi-paritany 100%

Tamberim-bidy alaina amin’ny famoriana sy fanodinana fako sy rano maloto

Lalàna 2014-020 100%

Vola miditra avy amin’ny fananan’ny Kaominina toy ny tsena, tany,tranom-pokonolona na efitrano na kianja samihafa

Lalàna 2014-020, fanapahan’ny filankevitry ny Kaominina 100%

2.1.3.2. ireo loharanom-bola tsy avy amin’ny hetra (recettes non fiscales)

Page 17: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

17

IREO

DIN

GA

NA

AR

AH

INA

IREO DINGANA ARAHINA

3

Page 18: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

18

Page 19: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

19

Dingana 1 : Fanomanana3.1.

Fanomanana

Famolavolana ny paikady hanatsa-

rana ny fampidiram-bola anatiny

Fanatanterahana sy fanjohina ny paikady

Fanombanana sy fanaovana tambe-

rin’andraikitra

Fanomanana

Fanomanana ataon’ny tom-

pon’andraikitra

Fiaraha-midiniky ny birao mpana-

tanteraka

Fiaraha-midiniky ny birao mpanatantera-ka miaraka amin’ny

filankevitra

3.1.1. Fanomanana ataon’ny tompon’andraikitry ny fampidiram-bola

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

Fikaonan-doha ataon’ny tompon’andraikitra rehetra misahana ny fampidiram-bola (STC, percepteurs, régisseurs, ...) eo anivon’ ny Kaominina ho :

ÌÌ fanomanana ny fivorian’ny mpanatanteraka sy ny filankevitra,

ÌÌ fanomanana ny antontan-kevitra ahafahana mandalina ny zava-misy manodidina ny fampidiram-bola eo anivon’ny Kaominina.

Ny kaontim-pitantanana sy ny tetibola nandritry ny taom-piasana telo nifandimby

Fisy isaky ny sokajim-bola miditra

ÌÌ Voaravona ny antontan-kevitry ny fidiram-bolan’ny kaominina rehetra

Miankina amin’ity dingana fanomanana ity ny mety ho fahatsaran’ny paikady, noho izany ilaina ny fiaraha-mientan’ny rehetra misahana ny fampidiram-bola eo anivon’ny Kaominina

tsara ho fantatra

Page 20: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

20

3.1.2. Fiaraha-midiniky ny birao mpanatanteraka

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

ÌÌ Fandalinan’ny birao mpanantateraka ireo karazam-bola miditra tsirairay miainga amin’ireo fisy efa nofenoina mialoha ;

ÌÌ Fanomanana ny fiaraha-midiniky ny mpanatanteraka sy ny filankevitra, ary ny atrikasa kaominaly ;

ÌÌ Fitanana an-tsoratra ny fivorian’ny birao mpanantanteraka (tovana 2).

Ny kaontim-pitantanana mihoatra amin’ny tetibola nandritry ny taom-piasana telo nifandimby

Ny fisy mirakitra ireo sokajim-bola miditra

Lalàna mifehy ireo sokajina loharanom-bolan’ny Kaominina

Fantatra ny antsipirihiny mikasika ny sokajim-bola miditra

Voafaritra izay mety ho mpandray anjara, ny daty sy toerana hanaovana ny atrikasa Kaominaly momba ny fampidiram-bola

Jerena ihany koa ireo sokajina loharanom-bola voafaritry ny lalàna nefa tsy mbola mihatra eo anivon’ny Kaominina

tsara ho fantatra

Page 21: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

21

3.1.3. Fiaraha-midiniky ny birao mpanatanteraka sy ny filankevitra

Asa atao Fitaovana ampiasana

Vokatra andrasana

Fandalinana miaraka (diagnostic et analyse) ireo karazam-bola miditra tsirairay miainga amin’ireo fisy efa nofenoina mialoha

Famantarana ireo sokajina fidiram-bola matanjaka eo amin’ny Kaominina

Fifampizarana ny fomba fijery sy ny vina amin’ny fampidiram-bola

Fankatoavana ny fanatanterahana ny atrikasa kaominaly ho fanatsarana ny fampidiram-bola

Firaketana an-tsoratra ny fiaraha-midinika (tovana 3)

Ny kaontim-pitantanana sy ny tetibola nandritry ny taom-piasana telo nifandimby

Ny fisy isaky ny sokajim-bola miditra

Fantatra ny loharanom-bola matanjaka

Voaomana ny atrikasa kaominaly ho fanatsarana ny fampidiram-bola

Voafaritra ny lisitry ny mpandray anjara, ny daty sy toerana hanaovana ny atrikasa Kaominaly

Safidiana tsara ny olona heverina ho mahatarika sy mahasolo tena ireo mpandoa hetra indrindra amin’ny sokajina loharanom-bola matanjaka ho an’ny Kaominina handray anjara amin’ny atrikasa

tsara ho fantatra

Page 22: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

22

Tsara kokoa raha misy olona efa havanana ivelan’ny Kaominina manentana/manamora ny atrikasa, azo atao fomba fiasa mandritry ny atrikasa ny fanaovana asam-baomiera isaka ny sokajina fidiram-bola manan-danja eo amin’ny kaominina

tsara ho fantatra

Dingana 2 : Famolavolana ny paikady hanatsaranana ny fampidiram-bola anatiny

3.2.

Famolavolana ny paikady hanatsa-rana ny fampidiram-bola anatiny

Atrikasa Kaomi-naly

Fandrafetana ny Paikady

Fankatoavana ny Paikady

3.2.1. Atrikasa kaominaly:

Asa atao Fitaovana ampiasana

Vokatra andrasana

ÌÌ Fampafantarana ny besinimaro ny zava-misy vokatry ny asa fanomanana (diagnostic)

Fandalinana sy fanombanana miaraka ny zava-misy :

ÌÌ ny ezaka efa natao

ÌÌ ny vokatra azo

ÌÌ ny antony mahatonga izany

ÌÌ ny olana na ny sakana misy amin’ny sokajina loharanom-bola, ny tombon-dahiny sy ny otrikarena mbola azo trandrahana

Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy

Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina.

Fananganana ny komitin’ny fampidiram-bola

Firaketana an-tsoratra ny atrikasa

Tabilao fandalinana sy fanombanana ny zava-misy

Fisy vola miditra

Fantatra ireo antony niteraka ny tsy fahombia-zana

Mazava ny sori-dàlana handrafetana ny paikady fanatsarana .

Page 23: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

23

3.2.2. Fandrafetana ny paikady

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

Fandravonana ny tolo-kevitra fanatsarana, famadihana izany ho paikady ataon’ireo tompon’andraikitra sy ny komitin’ny fampidaram-bola

Fifantohana amin’ireo loharanom-bola matanjaka

Fandrafetana ny paikady

Fandrafetana ny drafitrasa ho entina manatanteraka ny paikady

Tabilao mirakitra ny vokatry ny tombana

Tabilao mirakitra ny drafitrasa

Torolàlana fanetsehena ny hetra tany sy hetra trano

Torolàlana fanetsehena ny hetra tambatra

Torolàlana fitantanana ny tsena kaominaly

Voarafitra ny paikady fanatsarana mirafitra toy izao :

Ny tanjona sy ny vina

Ny drafitrasa fanatanterahana isaky ny sokajina fidiram-bola

Ny fomba fanjohina ny fanatanterahana ny paikady

Ampiasaina ireo torolàlana efa misy hanatevenana ireo asa hotanterahina mahakasika manokana ny hetra tany sy trano ary ny hetra tambatra

tsara ho fantatra

Page 24: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

24

3.2.3. fankatoavana ny paikady

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

Fankatoavana ataon’ny Ben’ny tanàna

Fanendrena ny mpikambana amin’ny komitin’ny fampidiram-bola amin’ny alàlan’ny didi-pitondrana

Fankatoavan’ny filankevitra Kaominaly ny paikady sy ny tetibola ho enti-manatanteraka izany

Paikady

Tetibola

Vita fankatoavana ny paikady sy ny fanatanterahana izany

Voatendry ny mpikambana ao amin’ny komitin’ny fampidiram-bola

Atao peta-drindrina ny didy nanendrena ny komity ary ny drafitrasa novolavolaina hanatanterahana ny paikady

tsara ho fantatra

Page 25: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

25

Fanomanana

Famolavolana ny paikady hanatsa-

rana ny fampidiram-bola anatiny

Fanatanterahana sy fanjohina ny paikady

Fanombanana sy fanaovana tambe-

rin’andraikitra

Fanatanterahana ny paikady

Fanjohina ny fanatanterahana

ny paikady

3.3.1. Fanatanterahana paikady

Dingana faha 3 : Fanantaterahana ny paikady sy fanjohina

3.3.

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

Fanatanterahana ny asa sy ny hetsika rehetra araka ny voasoritra ao anatin’ny drafitrasa

Tabilao mirakitra ny drafitrasa

Torolàlana fanetsehena ny hetra tany sy hetra trano

Tari-dàlana famorian-ketra

Torolàlana fanetsehena ny hetra tambatra

Torolàlana fitantanana ny tsena kaominaly

Mizotra tsara ny fanatanterahana ny hetsika sy asa voafaritra ao anatin’ny paikady

Samy manana ny loharanom-bola matanjaka mampiavaka azy avy ny Kaominina ka tsy voatery hitovy ny paikady hanatsarana izany

tsara ho fantatra

Page 26: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

26

3.3.2. Fanjohina ny fanatanterahana ny paikady

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

Fijeren’ny komitin’ny fampidiram-bola ny sakana na olana eny an-dalam-panatanterahana

Famaritana ny asa fanatsarana na fanitsiana tokony ho atao

Drafitrasa

Boky fanaraha-maso ny fidiram-bola ny kaomina

Tabilao fanjohina sy fanombanana ny vola miditra isan-tsokajiny (tableau de bord fiscal, tovana 6)

Fantatra ny lesoka sy ny sakana tamin’ny fanatanterahana

Fantatra ny fivoaran’ny fidiram-bola isan-tsokajiny

Voafaritra ny asa fanatsarana na fanitsiana

Tsy voafetra ny fe-potoana hanaovana ny fanjohina fa miankina amin’ny fizotry ny asa voafaritra ao anaty paikady (mety ho isan-kerinandro na isam-bolana)

tsara ho fantatra

Page 27: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

27

Fanomanana

Famolavolana ny paikady hanatsa-

rana ny fampidiram-bola anatiny

Fanatanterahana sy fanjohina ny paikady

Fanombanana sy fanaovana tambe-

rin’andraikitra

Fivoriana fanom-banana iombo-

nana

Fanaovana tam-berin’andraikitra

Fivoriana fanom-banana anatiny

Fivoriana fanom-banana ifotony

Dingana faha 4 : Fanombanana sy fanaovana tamberin’andraikitra

3.4.

3.4.1. Fanombanana anatiny

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

Fanombanana ataon’ny mpanatanteraka sy ny filankevitra ary ny komitin’ny fampidiram-bola ny niatrehana ny paikady fanatsarana ny fampidiram-bolan’ny Kaominina

Firaketana an-tsoratra ny fanombanana (tovana 7,8)

Tabilao fanjohina ny fanatanterahana ny asa

Tabilao fanjohina ny vola miditra isan-tsokajiny

Tabilao fanombanana ny ezaka natao

Voahitsy ny lesoka tamin’ny famolavolana sy fantanterahana ny paikady fanatsarana ny fampidiram-bola

Anaovana jeritodika avokoa ny dingana rehetra mba ahafahana manatsara ny fomba fiasa amin’ny paikady manaraka

tsara ho fantatra

Page 28: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

28

3.4.2. Fanombanana ifotony

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

ÌÌ Fanombanana ataon’ireo ankolafin-kery samihafa eny ifotony ny niatrehana ny paikady fanatsarana ny fampidiram-bolan’ny Kaominina

ÌÌ Firaketana an-tsoratra ny fanombanana ifotony (tovana 7,8)

Tatitry ny fanjohina ny fanatanterahana ny asa

Tabilao fanjohina ny vola miditra isan-tsokajiny

Tabilao fanombanana ny ezaka natao

Mahatsapa ho tompon’andraikitra amin’ny vokatra azo ny olompirenena

Voahitsy ny lesoka tamin’ny paikady notanterahina

Ny olona ivelan’ny ekipa kaominaly no mandray anjara amin’ity tombana ity. Azo ampiarahina amin’ity fanombanana ifotony ity ny fanombanana ny fitantanana ny kaominina (jereo ny antsipirihiny any amin’ny tari-dàlana fampiharana ny tetibola ifarimbonana)

tsara ho fantatra

Page 29: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

29

Azo atao tsara ny mampiaraka ny fanombanana ny fanatsarana ny fampidiram-bola sy ny fampiharana ny tetibola ifarimbonana.

tsara ho fantatra

3.4.3. Fivoriana fanombanana iombonana

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

Fanomanana sy fanaovana atrikasa kaominaly hanaovana tombana miaraka

Fampihaonana ny vokatry ny fanombanana roa teo aloha

Fanazavana ny tsy fitoviam-pijery

Fanomezana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola

Tabilao mirakitra ny fanombanana isam-bondrona (anatiny sy ifotony)

Tabilao mirakitra ny vola miditra isan-tsokajiny

Tabilao fandravonana ny fanombanana

Voafaritra ny ezaka tokony atao hanatsarana ny paikady fampidiram-bola

Page 30: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

30

Misy lanjany lehibe eo amin’ny fanaovana tatitra eny ifotony ny fizarana ny traikefa mahomby ataon’ny mpisehatra nandray anjara tamin’ny paikady fanatsarana ny fampidiram-bolan’ny kaominina. Mety amin’ny fotoana rehetra ny fanaovana tamberin’andraikitra

tsara ho fantatra

3.4.4. Fanaovana tamberin’andraikitra

Asa atao Fitaovana ampiasana Vokatra andrasana

Fanomanana sy fanaovana tatitra ho an’ny mponina

Fanaovana tatitra ho an’ny isan’ ambaratonga (Distrika, mpiara-miombon’antoka samihafa, …)

Fanomanana ny taom-piasana manaraka

Tatitry ny fanombanana iombonana

Tabilao mirakitra ny vola miditra

Fitaovan-tserasera mahomby

Mitombo ny fifampitokisana eo amin’ny mpandray anjara rehetra

Miha tafiditra an-tsehatra amin’ny fitantanana ny kaominina ny mponina

Page 31: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

31

TOVANATO

VANA

Page 32: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

32

Page 33: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

33Tovana 1 :

Takelaka milaza isaky ny sokajim- bola miditra

Oh

: tam

beri

m-b

idy

Laha

rana

ao

amin

’ny

teti

bola

fa

rany

Laha

rana

ao

amin

’ny

kaon

tim

-pi

tant

anan

a (C

A) fa

rany

DID

Y A

MA

N-D

ALA

NA

MIF

EHY

CGI

Lalà

na 0

18/2

014

Act

es c

omm

unau

x

Fana

paha

n-ke

vitr

a (d

élib

érat

ion)

Did

im-p

iton

dran

a (A

rrêt

é)Fa

napa

hana

(Déc

isio

n)D

ina

Lalà

na h

afa

MPA

ND

OA

VO

LAIz

a av

y ?

Taon

a 1

Taon

a 2

Taon

a 3

Taon

a 4

Ny

toko

ny h

ando

aN

y m

pand

oa v

ola

voai

saN

y te

na m

ando

aTa

ona

1Ta

ona

2Ta

ona

3Ta

ona

4Ta

ha a

mpi

hari

na

Page 34: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

34

VO

KATR

A A

ZO

Taona 1Taona 2

Taona 3Taona 4

Voaangona (Ar)

moyenne/m

ponina (Ar)

Voaangona/vinavina tetibolaVoaangona/totalin’ny vola m

iditraFA

ND

AM

INA

NA

NY FA

MPID

IRA

M-B

OLA

Tompon’andraikitra voalohany

Isan’ny mpiasa m

iandraikitra ny fam

pidiram-bola

Taona 1Taona 2

Taona 3Taona 4

Mpiasa na servisy

tompon’andraikitra

Andraikitra

Servisy hafa ivelan’ny Kaominina

manana andraikitra am

in’ny fam

pidiram-bola

Page 35: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

35Tovana 2 :

Tabilao fanombanana miaraka ny zava-misy ankehitriny.

KARAZANA VOLA MIDITRA ANATINY

ZAVA-MISY ANKEHITRINY TOMBANA TOLO-KEVITRA

FANATSARANA

Hetra tany sy trano

Hetra tambatra

Hetra amin’ny fahazoan-dàla-na hivarotra zava-pisotro misy alikaola

Tamberim-bidy

Soram-piankohonana

Sara avy amin’ny fanamari-nan-tsonia

Haban-tsena

Hofan-trano (tsena, tranom-pokonolona, trano hafa,…)

Sara fanomezan-dàlana

Vinety (sarety, moto, bisikileta)

ZAVA-MISY ANKEHITRINY :

(Ny vokatra azo ankehitriny : ny fivoarany nandritry ny telo taona farany, ny taha ampiharina, ny lamina fampidirana ny vola, ny ezaka efa natao, ny fanaraha-maso, ny fanombanana sy fanjohina atao…)

TOMBANA :

(Ny antony manazava ankapobeny ny zava-misy ankehitriny, iza avy ny tokony handoa io vola io ? iza no mpandoa ? ny tombony sy ny otrikarena, ny olana sy ny sakana)

Page 36: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

36 Tovana 3 :

Modelin’ny drafitrasa.

KARAZANA VOLA MIDITRA ANATINY

Tanjona (vokatra

andrasana)

Hetsika/asa atao

Tompon’ andraikitra

Fitaovana/enti-ma-

nanaFaharetany

Fiando-hany

Fiafar-any

Hetra tany sy hetra trano

Hetra tambatra

Hetra amin’ny fahazoan-dàlana hivarotra zava-pisotro misy alikaola

Tamberim-bidy

Soram-pianko-honana

Sara avy amin’ny fanamarinan-tsonia

Haban-tsena

Hofan-trano (tsena, tranom-pokonolona, trano hafa,…)

Sara fanomezan-dàlana

Vinety (sarety, moto, bisikileta)

Page 37: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

37Tovana 4 :

Fanamarinana fivoaham-bokatra

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARAFitiavana-Tanindrazana-Fandrosoana

FARITANY:

FARITRA:

DISTRIKA:

KAOMININA:

FANAMARINANA FAMOAHAM-BOKATRA (Attestation de sortie des produits forestiers, locauxet d’élevage)

Ny Ben’ny Tanàna eto amin’ny Kaominina ................................... dia manamarina fa :Andriamatoa/Ramatoa: NIF: STAT/ Fiara laharana: Kitansy kaominaly laharana: Dia hitondra ny vokatra voaangony teto ............................ any ..........................................

KARAZANY LANJANY/ISANY FANAMARIHANA

Daty,

Sonian’ny Ben’ ny Tànàna

Page 38: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

38Tovana 5 :

Fanomezan-dàlana hitrandraka « carrière »

REPOBLIKAN’I MADAGASIKARAFitiavana-Tanindrazana-Fandrosoana

FARITANY:

FARITRA:

DISTRIKA:

KAOMININA:

FANAPAHANA laharana faha

Ny Ben’ny Tànàna• Araka ny lalam-panorenana• Araka ny lalàna faha 94-007 tamin’ny 26 avril 1995, mamaritra ny fahefana sy ny tandri-

fim-pahefana ary ny loharanom-bolan’ny vondrom-paritra• Araka ny lalàna faha 94-008 mamaritra ny fandaminana sy ny fampandehanana ary ny

andraikitry ny vondrom-paritra• Araka ny fanapahana faha …………… tamin’ny …………….. namoaka ny voka-pifidia-

nana kaominaly izay natao ny ………………• Araka ny didim-panjakana• Araka ny fanapahan-kevitra kaominaly laharana ……………. tamin’ny

………………………mametra ny tamberim-bidyDIA MANAPAKAFA :

Andininy 1: omena alàlana Andriamatoa/Rama-toa………………………………………………………………..Tompon’ny karapanondrom-pirenena laharana ………………………………………….monina ao………………………………………………hitrandraka ny carrière ao amin’ny ampahan-tany an-dR…………………………….ao…………………………..Fokonta-ny………………………….hamokatra vato malao gravillon sy ny sisaAndininy 2: ny mpitrandraka dia tsy maintsy mandoa ny tamberim-bidy mifanaraka amin’ny vokatra Andininy 3: manan-kery avy hatrany ity raha vao ampafantarana ny be sy maro ary mandritra ny herin-taona

Natao androany..................................Ny Ben’ny Tànàna

Dika mitovy :• Alefa amin’ny Lehiben’ny Distrika• Arsiva• Peta-drindrina• Sefo Fokontany• Ny nomena alàlana

Page 39: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

39Tovana 6 :

Tabilao fanjohina sy fanombanana ny fanatanterahana ny asa fanatsarana voafaritra. Daty nanaovana ny fanjohina

KAR

AZAN

A V

OLA

MID

ITR

A AN

ATIN

YTa

njon

a

(vok

atra

an-

dras

ana)

Vin

avin

aTo

mpo

n’an

drai

kitr

aFa

havi

tany

Saka

na n

a ol

ana

Fana

tsara

na

Het

sika/

asa

atao

Faha

reta

ny

Het

ra ta

ny sy

tran

o

Het

ra ta

mba

tra

Het

ra a

min

’ny

faha

zoan

-dà

lana

hiv

arot

ra za

va-

piso

tro m

isy a

likao

la

Tam

berim

-bid

y

Sora

m-p

iank

ohon

ana

Sara

avy

am

in’n

y fa

nam

arin

an-

tsoni

a

Hab

an-ts

ena

……

……

……

……

.

Page 40: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

40

Karazany

Tanjona taona (Ar)

Vokatra azoElanelana

Fanamarihana

Voaangona teo alohaVoaangona tam

in’ity volana ity(recettes du m

ois)

Fitambarany

(Cum

ul des recettes)H

etra tany sy hetra trano

Hetra tam

batra

Tamberim

-bidy

Hetra am

in’ny fahazoan-dàlana hivarotra zava-pisotro m

isy alikaola

Hofan- trano

Sara

……

……

Tovana 7 :

Tabilao fanjohina sy fanombanana ny vola miditra isan-tsokajiny (tableau de bord fiscal)

Page 41: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

41Tovana 8 :

Tabilao fanaovana tomban’ezaka

Tanjon’ny paikady Tomban’ny Vokatra azo Fanamarihana : fanazavana ny vo-katra azo sy ny antony nahatonga azy, ny fanatsarana tokony hatao

Tsara  Antoniny  Ratsy 

Tanjona ankapobeny

Fampiharana ny Manga-raharaFampandraisan’ anjara ny olom-pirenenaFanatanterahana ny asa sy ny hetsika voafaritra

Asa 1

Asa 2

Asa 3

Asa 4

…………….

Vokatra nandrasana isaky ny sokajim-bola miditra

Vola miditra 1

Vola miditra 2

Vola miditra 3

Vola miditra 4

Vola miditra 5

…………………….

Tsara : tratra ny tanjona Antoniny : tratra amin’ny ampahany Ratsy : tsy tratra ny tanjona

Page 42: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

42

Tovana 9 :

Taratasy fitakian-ketra (avis d’imposition)

Page 43: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

43

Tovana 10 :

Tsiahy ny fanatsarana ireo loharanom-bola fototra iombonan’ny Kaominina amin’ny ankapobeny

Fanatsarana ny hetra tany sy trano

Dingana 1 :

Fanomanana ny hetsika

Dingana 8 :

Fanavaozana ny atontan-kevitra

Dingana 2:

Fanentanana ifotony

Dingana 7 :

Fanangonana ny hetra

Dingana 3 :

Fanisana

Dingana 6 :

Fanotàna ny fitakin-ketra

Dingana 4 :

Firaketana ny vokatry ny

fanisana

Dingana 5:

Fikajiana ny hetra

Fitantanana ny hetra tambatra

FARITRA

TOMPON’ANDRAIKITRA

ÌÌ Fananganana ny komtim-paritry ny hetra tambatra

ANDRAIKITRA

KAOMININA

ÌÌ Fanokafana rejistry ny mpandoa hetra

ÌÌ Fampitana ny lisitra any amin’ny foiben-ketra

FOKONTANYÌÌ Fanisana ny mpandoa hetra

ÌÌ Fandefasana ny lisitra any @ Kaominina

FOIBEN-KETRA

ÌÌ Fikajiana sy fanangonana ny hetra

ÌÌ Fandrotsahana ny vola any @ trésor Fampafantarana ny anjara volan’ny Kaominina

TRESOR PUBLIC ÌÌ Fandefasana ny anjaran’ny Kaominina amin’ny kaontiny

Page 44: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

44

Fitantanana ny tamberim-bidy

FARITRA

TOMPON’ANDRAIKITRA

ÌÌ Fananganana ny « régie de recettes »

ÌÌ Fanendrena ny « receveur communal »

ANDRAIKITRA

KAOMININA

ÌÌ Fanendrena ny percepteurs auxiliaires

ÌÌ Famoahana fanamarinana fivoaham-bokatra (tovana 4)

PERCEPTEURS

ÌÌ Fandraisana ny tamberim-bidy

ÌÌ Fanaraha-maso ny fandoavana ny tamberim-bidy

RECEVEUR COMMUNAL

CAA BORIBORITANY

ÌÌ Fanangonana ny vola tamberim-bidy

ÌÌ Fitsinjarana ny vola miditra ho an’ny CTD

ÌÌ Fandefasana ny anjara volan’ny CTD

Page 45: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

45

Tovana 11 :

BOKY FANARAHA-MASO NY ASA FAMPIDIRAMBOLA NY KAOMINA

BOKY FANARAHA-MASO NY ASA FAMPIDIRAMBOLA NY KAOMINA

TAONA (Exercice) :………………………..

FARITANY (Province) : FARITRA (Région) :DISTRIKA (District) :KAOMININA (Commune) :

KARAZANA (Catégorie) : • CU • CR 1• CR 2

ANARAN’I BEN’NY TANANA (Nom du Maire) : ANARAN’NY MPANAMORA (Nom du facilitateur) :

Page 46: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

46

A. MOMBA NY KAOMININA

• HABEN’NY KAOMININA (Superficie de la Commune):

• ISAN’NY MPONINA (Nombre de la population):

TOTALINY (Total): LAHY (Homme): VAVY (Femme):

• ISAN’NY MPIFIDY (Nombre des électeurs):

TOTALINY (Total): LAHY (Homme): VAVY (Femme):

• LISITRY NY FOKONTANY (Liste des Fokontany)

FOKONTANY(Fokontany)

ISAN’NY OLONA (Nombre de la population)

ELANELANA MIALA AMIN’NY KAOMI-NINA (KM) (Distance par rapport au chef lieu de la Commune)

ANARAN’NY LEHI-BEN’I FOKONTANY (Nom du Chef Fokon-tany)

1-2-3-4-5-6-7-8-9-10-11-12-13-14-15-16-17-18-19-20-

Page 47: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

47

B. PROGRAMAN’ASA

ASA

HAT

AOFE

-PO

TOAN

ATO

MPO

N’A

N-

DR

AIK

ITR

ATO

ERAN

AM

PIAR

A M

IOM

-BO

N’A

NTO

KA

FAN

AMAR

IHAN

A

BH

ETR

A IF

OTO

NY

(FIS

CAL

ITE

LO-

CAL

E)

B1D

IAG

NO

STIC

DES

RES

SOU

RCES

PR

OM

OT

EUSE

S

B2EL

ABO

RAT

ION

ET

MIS

E EN

ŒU

VR

E D

ES S

TR

ATEG

IES

DE

REL

ANC

E D

E LA

FIS

CAL

ITE

LOC

ALE

B3R

ECEN

SSEM

ENT

DES

CO

NT

RI-

BUAB

LES

(IFT

/IFP

B, IS

, pro

duits

,….)

B4ED

ITIO

N E

T H

OM

OLO

GAT

ION

DES

AV

IS D

'IMPO

SIT

ION

B5D

IST

RIB

UT

ION

DES

AV

IS D

'IMPO

SI-

TIO

N

B6R

ECO

UV

REM

ENT

DES

IMPO

TS

B7EV

ALU

ATIO

N D

ES S

TR

ATEG

IES

Page 48: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

48

Daty nanaovana ny fiofa-

nana(D

ate d ela formation)

Votoatiny (Th

ème)

Ny m

pandray anjara(Participants)

Ny m

pam-

piofana(Form

ateurs)

Tahan’ny Fitom-

bon’ny fahalalana(Taux d’augm

entation de connaissance)

Fanamarihana

(Observations)

Page 49: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

49

a. NY PAIKADY SY IREO ASA VITA

HETRA TANY (IFT)Tanjona :……………………Ar

N° Daty Asa natao Dingana vita Tompon’andraikitra Fanamarihana

HETRA TRANO (IFPB)Tanjona :……………………Ar

N° Daty Asa natao Dingana vita Tompon’andraikitra Fanamarihana

Page 50: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

50

HETRA TAMBATRA (IS)Tanjona :……………………Ar

HABA (Taxes et Licences)Tanjona :……………………Ar

N° Daty Asa natao Dingana vita Tompon’andraikitra Fanamarihana

N° Daty Asa natao Dingana vita Tompon’andraikitra Fanamarihana

Page 51: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

51

TAMBERI-BIDY (Redevance/ Ristourne)Tanjona :……………………Ar

HAFATanjona :……………………Ar

N° Daty Asa natao Dingana vita Tompon’andraikitra Fanamarihana

N° Daty Asa natao Dingana vita Tompon’andraikitra Fanamarihana

Page 52: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

52

b. Vokatra azo (Résultats)

1/ Tahan’ny fidiran-ketra

Volana

IFT (Ar)

Tanjona: .........................ArIFPB (Ar)Tanjona: .........................Ar

HET

RA TAM

BATR

A (Ar)Tanjona: .........................Ar

Niditra

Tambatra

% (Tanjona)

Niditra

Tambatra

% (Tanjona)

Niditra

Tambatra

% (Tanjona)

Page 53: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

53

Vola

na

HAB

A (A

r)Ta

njon

a: ..

......

......

......

.....A

rTA

MBE

RI-

BID

Y (A

r)Ta

njon

a: ..

......

......

......

.....A

rH

AFA

(Ar)

Tanj

ona:

.....

......

......

......

..Ar

Nid

itra

Tam

batr

a%

(Tan

jona

)N

iditr

a Ta

mba

tra

% (T

anjo

na)

Nid

itra

Tam

batr

a%

(Tan

jona

)

Page 54: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

54

2/ Komitin’ny hetra

Daty nitsanganany:

Ireo mambra:

N° Anarana(Nom)

L/V (H/F)

Andraikitra eo anivon’ny Komity(Responsabilité)

Andraikitra anda-van’andro(Fonction)

Page 55: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

55

D. FITSIDIHANA (Visites d’appui et de suivi au niveau de la commune)

FIT

SID

IHAN

A (D

ésce

nte)

Dat

y(D

ate)

Anto

ny(O

bjet

)

Olo

na n

a vo

n-dr

on’o

lona

nih

ao-

nana

(Per

sonn

e ou

gou

pe

visit

é)

Met

y(C

e qu

i est

Satis

faisa

nt)

Tsar

a ha

reni

na(C

e qu

i néc

essit

e de

s Am

élio

ra-

tions

)

Fana

mar

ihan

a(O

bser

vatio

n)

Page 56: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

56

Page 57: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

57

Page 58: FANATSARANA NY FAMPIDIRAM-BOLA IFOTONY - FDL...Fanolorana tolo-kevitra fanatsarana ny fampidiram-bola tsirairay avy Famaritana miaraka ny tanjona hotratrarina. Fananganana ny komitin’ny

58