19
FIHAONAMBE AN- TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 MIRALENTA, FIOVAOVAN’NY TEO- TRANDRO, PAIKADY AMIN’NY TAONA 2015 Amin’izao fotoana izao dia mbola tsy tafiditra ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana ny Fiovaovan’ny toe- trandro. Misy anefa ny hetsika ataon’ireo fivondronam-pikambanana aty amin’ny Faritra Atsimon’ny Afrika mba hampidirana io lohahevitra io ao anatin’ny Fenitry ny SADC amin’ny taona 2015. Ity sokajy ity dia entina hankasitrahana ireo nanao hetsika miavaka hiarovana ny tontolo iainana sy hanamaivanana ny fiantraikan’ny fiovavovan’ny toe-trandro eo amin’ny toerana misy azy. * Tsy maintsy fenoina Lohanteny (Fehezanteny iray mahafehy ny asa vita) VOLY HAZO, ADY AMIN’NY DORO-TANETY, FIAROVANA SAHAN-DRIAKA, TONTOLO IAINANA VOAZARY 1.FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY Daty *(Daty hamenoana ity taratasy ity): 14 Marsa 2014 Anarana RABEMANANJARA Fanampiny Justin Ernest Asa atao/Andraikit ra Mpanolotsaina Kaominaly Kaominina ANALAVORY Fianarana vita Ambaratong a voalohany Ambaraton ga faharoa Onivers ite Fanofana na ara- kasa Fampianara na olon- dehibe Taona 18-30 31-40 41-50 51-60 60+ Adiresy mailaka Telephone fixe Fax Finday 032 46 355 24 kaominina ANALAVORY Firenena MADAGASIKARA

genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

FIHAONAMBE AN- TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014

MIRALENTA, FIOVAOVAN’NY TEO-TRANDRO,PAIKADY AMIN’NY TAONA 2015

Amin’izao fotoana izao dia mbola tsy tafiditra ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana ny Fiovaovan’ny toe-trandro. Misy anefa ny hetsika ataon’ireo fivondronam-pikambanana aty amin’ny Faritra Atsimon’ny Afrika mba hampidirana io lohahevitra io ao anatin’ny Fenitry ny SADC amin’ny taona 2015. Ity sokajy ity dia entina hankasitrahana ireo nanao hetsika miavaka hiarovana ny tontolo iainana sy hanamaivanana ny fiantraikan’ny fiovavovan’ny toe-trandro eo amin’ny toerana misy azy.

* Tsy maintsy fenoinaLohanteny (Fehezanteny iray mahafehy ny asa vita)

VOLY HAZO, ADY AMIN’NY DORO-TANETY, FIAROVANA SAHAN-DRIAKA,TONTOLO IAINANA VOAZARY

1.FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY

Daty *(Daty hamenoana ity taratasy ity): 14 Marsa 2014

Anarana RABEMANANJARAFanampiny Justin ErnestAsa atao/Andraikitra Mpanolotsaina KaominalyKaominina ANALAVORYFianarana vita Ambaratonga

voalohanyAmbaratonga faharoa

Oniversite Fanofanana ara-kasa

Fampianarana olon-dehibe

Taona 18-30 31-40 41-50 51-60 60+

Adiresy mailakaTelephone fixeFaxFinday 032 46 355 24kaominina ANALAVORYFirenena MADAGASIKARATranokalan’ny FikambananaLahy/vavy VAVY LAHY

Page 2: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

Sary Sarin’ilay olona hanolotra ny asa(sary mazava tsara)

2. POROFON’ NY ASA VITA : Ireto avy ireo karazana porofo mety ampiarahina amin’ity taratasy ity*

Eny/TsiaDrafitrasa/Laminasa EnyLalàna EnyTaratasy fanohanana avy amin’ny mpiara-miombon’antoka/fankasitrahana ny asa vita

Eny

Lahatsoratra an-gazety momba ny asa vita EnyLahatsortra nosoratana na nalefa tamin’ny haino aman-jery

Eny

Boky kely fanentanana EnyDepliant EnyFitaovana hafa Eny

3. FANOLORANA NY ASA VITAFamaritana ny ankapobeny*

Tanjona fototra*

Famaritana ny asa vita, Inona no tena mampiavaka ilay asa/hetsika natao ? 1/2 pejy

Hetsika natao : - Fitadiavana mpiara-miombon’antoka (BVPI)- Fiarovana ny sahan-driaka ny lemaka voatondraka (200 Ha)- Fambolena hazo (20.000 isa) - Fanajariana tamban-jotra (Canal) 5Km- Fanaovana aro-riaka- Fanalàna atsanga manototra ny tanimbary- Famerana ny fihitaran’ny lavaka- Fiarovana ny doro-tanety manerana ny Kaominina - Fametrahana dina

Inona avy ireo tanjona noezahana notratrarina tamin’ny fanatanterahana ny asa ? 1 pejy

Tanjona 28 ao amin’ny fenitry ny SADEC- And : Fiarovana ny tontolo iainana sy ny fiovaovan’ny toe-trandro- Voly hazo- Fiarovana ny sahan-driaka sy ny lemaka voatondraka (200 Ha)- Fiarovana ny doro-tanety- Fanokafana ny tata-drano (5Km)- Fisakanana ny fitaran’ny lavaka

Page 3: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

Antony nanatanterahana ny asa*

Asa vita*

Inona avy ireo dingana narahina tamin’ny fanatanterahana ny asa? Inona avy ireo asa notanterahana isaky ny dingana tsirairay ? 1 pejy

- Tatitra isan’ambaratonga (CR, Distrika, DRDR)- Nahita mpamatsy vola (BVPI)- Nahazo famatsiam-bola 200.000 Ar- Voatsangana ny rafitra- Voapetraka ny Dina- Voavoly ny zana-kazo 20.000 isa- Voasava ny tata-drano- Vita ny aro-riaka- Voaala ny fasika sy ny atsanga

Fiaraha-miasa amin’ny mpiara miombon’antoka sy tambajotra samihafa *1/2 pejy

- Kaominina Analavory (Famatsiana zana-kazo 10.000 isa) SNGF- BVPI :

Zana-kazo 20.000 isa Famatsiam-bola 200.000.000 Ar Teknisianina

- AGRISUD : Zana-kazo 5.000 isa

Porofo*

Taratasy fifanaraham-piaraha-miasa BVPI

Inona avy ireo tanjona noezahana notratrarina tamin’ny fanatanterahana ny asa ? 1 pejy

Tanjona 28 ao amin’ny fenitry ny SADEC- And : Fiarovana ny tontolo iainana sy ny fiovaovan’ny toe-trandro- Voly hazo- Fiarovana ny sahan-driaka sy ny lemaka voatondraka (200 Ha)- Fiarovana ny doro-tanety- Fanokafana ny tata-drano (5Km)- Fisakanana ny fitaran’ny lavaka

Inona avy ireo antony nahatonga anao hanatanteraka ny asa? Inona no toe-java-nisy ? 1 pejy

- Fahasimban’ny sahan-driaka- Faharavan’ny ala- Fisian’ny doro-tanety- Fihitaran’ny lavaka- Fisian’ny atsanga- Fahatsetsehan’ny tata-drano- Fihenan’ny vokatra

Page 4: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

Teti-bola*Teti-bola mahaleo-tena momba ny Miralenta sy fiovaovan’nytoe-trandro

500.000 Ar MIRALENTA

Teti-bola manokana momba ny tetikasa ao anatinà fandaharanasa efa misy

500 000 Ar CREC

Lelavola na fanampiana avy amin’ny mpiara miombon’antoka BVPI

200.000.000 Ar BVPI

TOTALY 201.000.000 Ar

Ireo olona nahazo tombontsoa (isany)*

Sokajy Vehivavy Lehilahy Totaly%

VehivavyIreo olona nahazo tombontsoa mivantanaOhatra: Isan’ny olona nofanina 7.000 5.000 12.000

Ireo nahazo tombontsoa ankolakaOhatra: tamin’ny alalan’ny tambazotra 31.593 30.407 62.000

Ireo nahazo tombontsoa tamin’ny alalan’ny fampahalalam-baovao na tranokalaOhatra: tranokala,mailaka,fampahafantarana/fanentanana tany an-tsekolyTotaly 38.593 35.407 74.000

Olàna nosedraina*

Inona avy ireo olana nosedraina tamin’ny fanatanterahana ny asa ?

- Olàna politika : Noho ny fisian’ny fifidianana dia tar any fanatanterahana ny asa- Olàna sosialy : Fahasahiranana misy eo amin’ny vahoaka- Olàna ekonomika : Tsy fahampian’ny ho enti-manana ahafahana manatanteraka ny

asa hatramin’ny farany.

Fanaraha-maso sy tombana*

Inona avy ireo karazana fomba sy Fitaovana nampiasaina nentina handrefesana ny fiantraikan’ny asa vita? (Antotan’isa, fijoroana vavolombelona na fanadihadiana ifotony)

Antontan’isa 2012 : zana-kazo 10.000 no voavoly Drafitr’asa PTA 2013 : 20.000 zana-kazo voavoly (BVPI) 2013 : 10.000 zana-kazo (Kaominina) 2013 : 5.000 zana-kazo(AGRISUD)

Vokatra azo*Fanatanterahana ny asa*

Inona avy ireo vokatra azo tamin’ny asa natao? Amin’ny fomba ahoana no ahafahana manamarina fa avy amin’ny asan’ny Fikambanana no nahazoana izany vokatra izany?

Page 5: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

- Voavoly ny hazo 35.000 isa (BVPI : 20.000, CR : 10.000, AGRISUD : 5.000)- Voadio ny tata-drano 5Km- Afaka ny fasika- Voadio ny atsanga- Vita ny aro-afo- Voatsangana ny Dina

Porofo*

Fijoroana vavolombelona telo (03) farafahakeliny avy amin’ireo olona nahazo tombotsoa.

Izaho RAKOTONDRAZAFY Filohan’ny tambazotra “TAMBATRA” Fkt Ankotrabe Kaominina Analavory, dia mijoro vavolombelona fa vokatry ny fiaraha-miasanay amin’ny BVPI dia nahazo famatsiam-bola 200.000.000 Ar hiarovana ny sahan-driaka eto Ankotrabe izay mirefy 200 Ha.

Toy izao avy ny asa atao amin’izany :- Fiarovana ny sahan-driaka 200 Ha- Fanokafana ny tambazotra (Canal 5Km)- Fambolena hazo 20.000 isa- Fanalana fasika- Fiarovana ny doro-tanety- Aro afo- Fiarovana ny fihitaran’ny lavaka- Fiarovana ny atsanga

Noho izany dia mijoro vavolombelona aho. Analavory 17 Marsa 2014

RAKOTONDRAZAFY

Izaho RANDRIANASOLO Jean Bosco, Ben’ny tanàna lefitra, Kaominina Analavory,dia mijoro vavolombelona, fa ny fiaraha-miasanay amin’ny BVPI dia nanala fahasahirananany vahoaka eto Analavory ary nampitombo ny vokatra teo amin’ny lemaka ao amin’ny Fokontany Ankotrabe, Kaominina Analavory, satria voaaro ny sahan-driaka vokatry ny volyHazo natao sy ny fanadiovana ny tata-drano.

Analavory faha 14 Mars 2014

ANDRIANASOLO Jean Bosco

Izaho HANANIRINA Bonnaventure, Filohan’ny Fikambanana AFSF (Fikambanam-behivavy eto amin’ny Kaominina Analavory) dia mijoro vavolombelona fa ny famatsiam-bolaavy amin’ny BVPI ho fiarovana ny sahan-driaka sy ny lemaka mirefy 200 Ha eto amin’ny Fokontany Ankotrabe dia nanala fahasahiranana ho anay fikambanam-behivavy satria afakamanao voly avotra mandavan-taona izahay ankoatra ny fambolem-bary.

Analavory faha 14 Marsa 2014

Page 6: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

HANANIRINA Bonnaventure

Fanampiana ny vehivany hahaleo tena (Fanamafisana ny fahaiza-manao/Fampiofanana)*

Inona avy ireo hetsika /Fampiofanana natao entina hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny Vehivavy ?

Toy izao ny hetsika natao :

Fanamafisana ny fahaiza-manao ny vehivavy Fanentanana Fananganana ny Fikambanana Fampiofanana (nosokajiana araka ny filaharany) Fampitaovana Fitadiavana mpampiofana sy mpiara-miombon’antoka

Porofo*

Fijoroana vavolombelona iray avy amin’ny vehivavy nahazo fiofanana.

Izaho RAZAFIMAMONJY Julienne, monina eto Ambohibarikely, Fokontany Ankotrabedia mijoro ho vavolombelona fa vokatry ny fiaraha-miasan’ny Kaominina sy BVPI dia nahazotolotr’asa tamin’ny famokarana zana-kazo hiarovana ny sahan-driaka tao amin’ny FokontanyAnkotrabe ny tenako. Noho izany dia nanana ny fidiram-bola aho izay nanalako ny fahasahi-ranana nandritra ny fahavaratra.

Analavory faha 10 Marsa 2014

RAZAFIMAMONJY Julienne

Fandraisana anjaran’ny lehilahy *

Misy lehilehy nandray anjara sy nanohana ny hetsika natao ve? Manao ahona izany fanohanana izany? Manomeza ohatra.

Nisy ny lehilahy nandray anjara sy nanohana ny hetsika natao :

- Fanohanana ara-kevitra sy ara-bola, teo koa ny fanohanana ara-pitaovana tamin’ny fanaterana ny zana-kazo. (Ny Chef de Fokontany : manara-maso eny ifotony, ny Ben’ny tanànaNy Ben’ny tanàna : mitady mpiara-miombon’antoka sy mikarakara ny antota-taratasy, manome fitaovana Tracteur…)

Porofo*

Page 7: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

Fijoroana vavolombelonairay avy amina lehilahy nanohana ny asa ka nahita fiovana. Aza adino ny anarany , fanampiny , ny asany .

Izaho RAKOTONOELY Philipson, Chef de Fokontany eto Ankotrabe, KaomininaAnalavory, dia mijoro vavolombelona fa ny fisian’ny Tetik’asa BVPI eto amin’ny Fokontany

iadidiako dia mitarika tombotsoa sy fandrosoana teto aminay satria voaaro ny sahan-driaka,

mitombo ny vokatra, afa-pahasahiranana ny vahoaka, tsy misy intsony ny doro- tanety, tafapetraka ny Dina ifampifehezana.

RAKOTONOELY Philipson Fandraisana anjaran’ny vahoaka *

Inona avy ireo fanentanana natao tamin’ny vahoaka momba ny zo n’ny vehivavy?Inona avy ny vokatra azo taorian’ny fanentanana ?

Fanentanana natao tamin’ny vahoaka momba ny MIRALENTA sy ny fiovaovan’nytoetr’andro

- Fampahafantarana Tanjona 28.000 amin’ny fenitry ny SADEC indrindra ny fivovaova-n’ny toe-trandro.

- Fananganana ny Biraon’ny MIRALENTA/Fokontany- Fametrahana Drafitr’asa sy Teti-bola ho an’ny Miralenta.- Fikajiana ny tontolo iainana- Fametrahana Dina

Porofo*

Fijoroana vavolombelona iray avy amina olona nahazo tombotsoa. Aza adino ny anarany , fanampiny , ny asany.

Izaho RAKOTONIRINA Jean Charles, Filoha lefitry ny Tambazotra “TAMBATRA”dia mijoro vavolombelona amin’ny Tetik’asa BVPI 2013.Vokany :

- Voaaro ny sahan-driaka- Nitombo ny vokatra- Afa-pahasahiranana ny vahoaka- Tsy misy intsony ny doro-tanety

Analavory faha 12 Marsa 2014

RAKOTONIRINA Jean Charles

Fiovana hita taratra teo amin’ny fiaraha-monina*

Taorian’ny asa natao , Inona avy ireo fiovana nisy teo amin’ny fiaraha-monina ? Manomeza ohatra :

Page 8: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

Taorian’ny asa natao, toy izao ny fiovana hita taratra : Teo amin’ny fisainana : mitarika fifanajana sy firaisan-kina Teo amin’ny fiasa : nitombo ny velaran-tany voavoly, taloha 120 lasa 200 Ha Tsy misy intsony ny doro-tanety Rakotr’ala ny kisilasila (voly hazo 35.000 isa).

Porofo*

Fijoroana vavolombelona vitsivitsy avy amin’ireo olona nahita fiovana.

Izaho RAZAFIMAHATRATRA Xavier, mponina eto amin’ny Fokontany MandrevoKaominina Analavory, izay toerana misy ny toha-drano (Barrage) manondraka ny lemaka200 Ha eo amin’ny Fokontany Ankotrabe dia mijoro vavolombelona fa vokatry ny fiaraha-miasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azyrehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano ary ny fanalana ny fasikasy ny atsanga. Vokany : Zina ny toerana.

Mandrevo faha 12 Marsa 2014

RAZAFIMAHATRATRA Xavier

Fiaraha-miasa amin’ny haino aman-jery*

Nisy fiaraha-miasa tamin’ny haino aman-jery ve nentina nampahafantarana ny asa ?

Ny fiaraha-miasa tamin’ny haino aman-jery dia nisy : Tamin’ny RADIO FY amin’nyFanentanana ny doro-tanety sy ny fiantsoana fivorian’ny mpikambana ao amin’ny Tambazotra.

Porofo*

Lahatsoratra an-gazety momba ny hetsika natao na horonan-tsary nandeha tamin’ny Fahitalavitra.

Fampiofanana sy fanamafisana fahaiza-manao *

Nanampy ireo olona nanatanteraka ny asa hanamafy ny fahaiza-manaony sy ny fahalalany ve ny fanatanterahana ny asa? Hazavao fohifohy.

Nanampy ny olona nanatanteraka ny asa hanamafy ny fahaiza-manaony sy ny Fahalalany ny fanatanterahana asa satria misy toro-marika avy amin’ny teknisiana avokoany fanatanterahana ny asa.

Porofo*

Fijoroana vavolombelona iray avy amin’ny mpikambana . Aza adino ny anarany , fanampiny , ny asany.

Page 9: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

Izaho RAFIDIMANANTSOA Jean Pierre , Mpikambana ao amin’ny tambazotra “TAMBATRA” Fokontany Ankotrabe, dia mijoro vavolombelona satria nanamafy ny fahaiza-manaonay sy ny fahalalanay ny fiaraha-miasa tamin’ny BVPI teo amin’ny fambolen-kazo manaraka ny “COURBE DE NIVEAU” miaro ny riaka sy ny atsanga.

Ankotrabe faha 14 Marsa 2014

RAFIDIMANANTSOA Léon

Fiovana eo amin’ny fomba fijery sy fiheverana *

Nampisy teo amin’ny fomba fijerin’ny mponina ve ny asa vita ? Manomeza ohatra:

Nampisy fiovana teo amin’ny fomba fijerin’ny mponina ny asa vita satria niterakalamina vaovao ny fametrahana drafitr’asan’ny BVPI.

- Fanavaozana ny Birao mpitantana- Ara-teknika avokoa ny fanatanterahana ny asa (Hazo manaraka « courbe de niveau”)

Porofo*

Fijoroana vavolombelona iray . Aza adino ny anarany , fanampiny , ny asany.

Izaho RAZANAKOTO, mpamboly eto amin’ny lemaka Ankotrabe dia mijoro vavolom-belona fa hatramin’ny fiaraha-miasa niarahana amin’ny BVPI sy ireo Teknisianina dia nitombo ny famokarana sy ny vokatra azonay isan-taona. Ohatra : ny fampiharana ny volyteknika SRI.

RAZANAKOTO

Fiovana amin’ny lalàna vokatry ny asa vita

Nampisy fiovana teo amin’ny lalàna ve ny asa natao ?

Nampisy fiovana teo amin’ny lalàna ny asa natao satria niteraka fifampifehezana eo amin’ny mponina sy ny mpikambana (Drafitr’asa).

Porofo*

Manamarina ny fiovana nisy .

- SATA- Latsakemboka isan-taona- Fitsipika- Dina

Fiovana hafa ?

Fiovana hafa izay tsy voalaza eo ambony.

Page 10: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

- Fitomboan’ny vokatra- Fitomboan’ny mpikambana- Foana ny doro-tanety- Fahatsapan-tenan’ny olona tsirairay

Porofo*

Porofo entina manamarina ny fiovana nisy .

Asam-pokonolona (fanaovana lalana, fanaovana aro-afo amin’ny doro-tanety)

Lesona notsoahina taorian’ny fanatanerahana ny asa* ½ pejy

1- Inona avy ireo lesona azo notsoahana taorian’ny fanatanterahana ny asa ?2- Manao ahoana ny fanatanterahana izany ?

1) Fanovana ny fisainana ho vononaFahavononana hiovaFiarahanaFiraisan-kina

2) Ny fametrahana paik’ady sy laminasaFanaovana tombana sy fizohiana isan-taona

Fifampizarana traik’efa tamin’ny fikambanana na tamba-jotra hafa *

Efa nisy fifampizarana traikefa tamin’ireo fikambanana na tambazotra hafa ve? Inona avy ireo fikambanana ireo ? Inona avy ny votoantin-kevitra nivoaka tamin’izany fihaonana izany ?

- Nisy ny fifampizarana traik’efa tamin’ireo fikambanan tambazotra mpampiasa ranoao amin’ny CR Ampary, sy Ifanja.

- Ny votoatin-kevitra nivoaka tamin’ny fihaonana : Isan’ny mpikambana Halavan’ny tatatra Fitsipika Ny Dina Ny latsakemboka isan-taona

Porofo*

Tsoa-kevitra nivoaka nandritra ny fihaonana sy ny zava–dehibe voalazan’ireo olona nanatrika ny fihaonana .

Tsiahin-kevitra nivoaka nandritra ny fihaonana dia ny fampaharetana ny asa : Ny fampitomboana ny mpikambana Ny fanaovana tombana sy fizohiana Fametrahana drafitr’asa isan-taona Ny Dina Ny fikojakojana

Page 11: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

Fampaharetana ny asa*

Inona avy ny ezaka tokony hatao entina hanohizana ny asa ?Azo tanterahina any aminà kaominina / toerana hafa ve ny asa vita ? Inona avy ny fepetra ilaina amin’izany ? Inona ny anjara biriky azon’ny fikambananao omena ho fanampiana ireo fikambanana hafa ?

Ny ezaka tokony hatao hanohizana ny asa dia ny fametrahana Birao mpitantana, manana Drafitr’asa mazava, misy teti-bola

Azo atao tsar any manatanteraka izany amin’ny Kaominina hafa Ny fepetra ilaina dia ny miditra ao amin’ny sehetry ny ara-dalàna ny

Fikambanana (Sata – fitsipika….). Anjara biriky dia ny fizarana traikefa amin’ny alalan’ny fifanakalozana.

Page 12: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

NY BEN’NY TANANA ANALAVORY SY NY MPANOLO-TSAINA, MANDRAFITRA NY DINAN’NY FIKAMBANAN’

NY TAMBAZOTRA

Page 13: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

NY BEN’NY TANANA ANALAVORY MIZARA ZANA-KAZO HO AN’NY VAHOAKA

Page 14: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

VOLY HAZO TEKNIKA MANARAKA COURBE DE NIVEAU IARAHANA AMIN’NY TEKNISIANINA BVPI

4. NY FENITRY NY SADC MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPNDROSOANA, LAMIN’ASA AORIAN’NY TAONA 2015Tanisao eo ambany ireo tanjona ao anatin’ny fenitry ny SADC izay tena hiasanao indrindra.Inona amin’ireo tanjona ireo no Tokony hitondrana fanatsarana ?

1- Amin’ireo tanjona 28 voarakitra ao anatin’ny Fenitry nySADC , Inona no tena hiasanao ? Araka ny hevitrao, inona amin’ireo tanjona voalaza ireo no tokony hitondrana fanatsarana ?*

Tanjona : Andininy 15 – 19 : Loharanom-pamokarana sy ASA

Fanatsarana : Fanatevenana ny fitaovana ara-toe-karena

→ Tetikasa itoviana eo amin’ny lahy sy ny vavy

→ Teti-bola ho an’ny asa famokarana

Tanjona : And. 32 – 35 : Fampiharana – Fanaraha-maso sy tomban’ezaka.

Fanatsarana : Fametrahana Drafitr’asa mazava + PTA + Evaluation

Misy tanjona hafa / sehatra hafa tianao ampidirina ao amin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny fampandrosoana ve ?*

Inona no tianao ampiana ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana ?

Heveriko fa zava-dehibe ny tanjona 28 ao amin’ny Fenitry ny SADEC ary mifampian-kina daholo. Koa ny fampiharana izany no tokony hirosoana araka ny hamehana eto Madagasikara.

Inona amin’ireo voalaza etsy ambany no tena hampiasanao ny fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny fampandrosoana amin’ny asa ataonao (Manomeza isa 1 ka hatramn’ny 10):*

1- Tanjona sy tondro entina hamaritana ny ezaka vita hanatrarana ny Miralenta : 07 /102- Fitaovana entina hamolavolana drafitrasa sy teti-bola momba ny Miralenta : 08 /103- Fitaovana entina hamporisihana ny mpitondra hanatsara ny lalàm-panorenana : 08 /104- Fitaovana entina mandresy lahatra ny mpitondra hanatsara ny politika momba ny

Miralenta : 09 /105- Fitaovana entina mandresy lahatra ny mpitondra hanatsara ny lalàna : 09 /106- Fitaoana enti-mampianatra sy manentana ny vahoaka momba ny mahazava-dehibe ny

Miralenta : 10 /107- Fitaovana entina handrefesana ny fahatanterahan’ny mpitondra ny fifanarahana

nosoniavina /toky nomeny : 09 /108- Fitaovana enti-manentana eny ifotony : 10 /10

Page 15: genderlinks.org.za · Web viewmiasa sy famatsiam-bola BVPI dia voazary tanteraka io lemaka io sy izay manodidina azy rehetra noho ny fambolen-kazo sy ny fanadiovana ny tata-drano

9- Fnetsiketsehana ny hetsika ataon’ny vehivavy 10/1010- Fitaovana entina hanentanana ny mpanao gazety mba hitatitra ny vaovao misy amin’ny fomba

tsy mitanila hahitana taratra ny Miralenta : 08 /10