37
Fampianaran’i Shri Mataji Nirmala Devi, nadika ny Desambra 2014 Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 1

Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Embed Size (px)

DESCRIPTION

Ao antin'ny vatan-tsika olombelona dia misy hery masina zay miara-miasa amin'ireo :• "7chakras "na toerana masina mandray hery masina • Ratsabatana 3 mandray energy na hery masina "trois canaux d'énergies"• Kundalini na Reny masina "Mère Divine na énergie vital "Koa amin'ny fanaovana méditation ara-dalana isan'andro no hafahan-tsika manatsara hatrany hatrany ireo toetra Masina na " qualités divine" ao amin'ireo toerana masina 7 na chakras 7 ao anati-tsika izany

Citation preview

Page 1: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Fampianaran’i Shri Mataji Nirmala Devi,nadika ny Desambra 2014

SYSTEME SUBTIL na VATANA MASINA FENO HERY MASINA na TEMPOLY

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 1

Page 2: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Ao antin'ny vatan-tsika olombelona dia misy hery masina zay miara-miasa amin'ireo : "7chakras "na toerana masina mandray hery masina Ratsabatana 3 mandray energy na hery masina "trois canaux d'énergies" Kundalini na Reny masina "Mère Divine na énergie vital "

Koa amin'ny fanaovana méditation ara-dalana isan'andro no hafahan-tsika manatsara hatrany hatrany ireo toetra Masina na " qualités divine" ao amin'ireo toerana masina 7 na chakras 7 ao anati-tsika izany.

IREO CHAKRAS na ireo TOERANA MASINA MANDRAY HERY MASINA Ao anatin'ny vatan'olona dia misy toerana masina zay mandray energy na hery masina na "vibration". Ireo Chakras ireo izay mipetraka manaraka ny halavan'ny hazon-damosina sy ny ati-doha. Ka ny fahazoana an'io vibration no manampy ny olombelona amin'ny fivoharana ara-panahy, manome fiainana masina, milamina, mirindra ary feno fifaliana.

Toetra hananany:

Miendrika boribory toy ny diska CD ireny ny endrikany. Iasaky ny chakra dia samy manana ny lokony (jereo sary ireo ratsa-batana 3

mandray energy na Hery masina,pejy 5). Isaky ny chakra dia mifandray amin'ny "plexus " (jereo sary ireo ratsa-batana 3

mandray energy na Hery masina, pejy 5), izay miendrika vona hafahany mapiditra ilay energy ao chakras amin'ny ratsambatana 3. Io plexus ireo koa manaramaso amin'ny fahasalaman'ireo chakras sy misahana ny fahasalaman'ny vatana, saina , fietse-po ary ara-panahy eo amin'ny fiainantsika.

Isaky ny chakra dia samy manana ny isany ny "pétale" na felambonikazo Ka isaky ireo pétal ireo dia samy manana toetra masina na " qualités divine". (jereo pejy 10)

Ka mandritra ny fiakaran'ny kundalini dia misokatra ny chakra ,ka isaky ny felam-bonikazo dia samy mandray ilay energy masina avokoa ary manadio sy mametraka amin'ny laoniny ireo chakra misy problema.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 2

Page 3: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Fiasany:

Miodina ilay chakra mamotika ireo negativa, ireo hery ratsy, ireo loto rehetra . Miodina boribory mankany amin'ny havy -havanana ( toy ny fiodinan'ny famataranandro ny fiodinany). Ka mandeha manarak'izany ihany koa ilay energy masina. Ka io vibration io no manampy antsika amin'ny fahasalamana( ara-batana , ara-tsaina ary ara-panahy), manala ny olona amin'ireo olana rehetra tao aminy.

Zavatra hita anatin'ny chakra: Déités

Isaky ny chakra dia misy "Déités" na olona Masina,ireo olon'Andriamanitra zay mitondra ny toetra an'Andriamanitra sy ny Fanahiny ary momba Azy ( jereo tabilao toetry ireo chakra). Hery velona ao anati-tsika Izy ireo. Ka nomen'Andriamnitra antsika ireo Déites ireo mba hanampy ny olona makany amin'ny fivoharana ara-panahy, manome fifaliana sy mitaha antsika mba tsy hijaly ary miaro antsika ihany koa. Koa rehefa miova tsara fitondran-tena isika dia tonga ireo Déités ireo manampy be antsika sady maha-mora miakatra ny fiakaran'ny Kundalini koa izany. Ka lasa misokatra ireo chakras ao anatin-tsika zay feno ny hatsaran'Andriamanitra sy ny toetrany Masina zay homeny antsika.

FIFANDRAISAN''IREO CHAKRAS

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 3

Page 4: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

AMIN'NY LOHA SY NY TANANA ARY NY TONGOTRA

Mandritra ny fanaovana méditation, ny réalisation du soi dia ampifantarin'ny kundalini ireo zavatra tsy mety ( blokazy) ao anaty, ao amin'ny chakras ao aminao dia tsapa aty amin'ny tanana na tongotra na loha. Mety ho vibration mafana, manindrona, mibitiky, volivoly no tsapanao amin'ny tanana na tongotra na amin'ny loha (mifanaraka ireo sary ambany ireo) dia midika izay fa mila ny sainao " attention" apetraka eo amin'ny chakra marary. Ka ny vibration mangatsika no mamerina no sady manasitrana izany sy mamerina amin'ny laoniny ilay chakra mikorontana. Koa rehefa miseho izany fambara izany, dia midira mangina ao anaty ary hapetraka ampanetre-tena any amin'i Mère izany blokazy izany.

L:havy R: havanana

Samy manana ny lokony ireo chakra ireo:

"Amin'izay fotona izay, apetra-tsika painsa eo amin'ny vavan'izy ireo, fa ny tanan'izy ireo dia hiteny ary ny tongotr'izy ireo handeha hanao vavolombelona hanatanteraka". (Ya Sin 65)

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 4

Page 5: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

IREO RATSAMBATANA 3 MANDRAY ENERGY NA HERY MASINA(Trois canaux d'énergies)

RATSAMBATANA 3 TOERANA misy azy amin'ny tanana

TOETRAASANY ARA-BATANA, sy ARA-PANAHY

Ida Nadi,Tamo Guna (Ratsambatana havy)

Ilany tanana havy rehetra

Loko manga Mifandray ny lasa na

subconcient Ratsa-batana

mifandray amin'ny volana

Ratsambatana mangatsika

Yin (amin'ny filozofian'ny

Taoisme) Maneho ny toetra

vehivavy Mifandray amin'ny

elementa tany sy rano

Ambanin'ny kundalini ny fanombohany ida nadi ka miafara amin'ny faritra ati-doha havanana

Miasa miaraka ny hoza-pandrenesna amin'ny ilany havy iny sy ny ati-doha na" système nerveux sympathique gauche "

Shri Mahakali ny energy masina miasa ao

amin'ilany havy io

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 5

Page 6: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Manara-maso ny fietse-po io ida nadi io

Mianga avy ao avokoa ny hetaheta madio

Miasa ao koa ny hery masina an'i Anjely Michel sy ny Mana Shakti

Sushumna Nadi,Sattwa Guna(Ratsambatana anivo)

Tanana an-kiroa

Fivoharana Fihaonana Fahaterana vaovao Mifandray amin'ny

anivo (présent) na superconcient

Sushumna nadi io dia manomboka amin'ny taolana masina (os sacrum) , miakatra manaraka ny halavan'ny hazon-damosina iny ary miafara amin'ny tendron'ny loha ny fiakarany.

Io ratsambatana io dia tompon'andraikitra amin'ny fiakarana

"système nerveux parasympathique "no energy misahana ny ratsambatna anivo

Shri Mahalaxmi ny energy masina miasa ao

Ilay energy masina io manampy amin'ny fivoarana spirituel, sy ny ekilibra ara-batana,ara-tsaina sy ara-fietsehampo

Pingala Nadi,Raja Guna(Ratsambatana havanana)

Ilany tanana havanana

rehetra iny

Loko mavo Mifandray ny ho avy

na supraconsient Ratsa-batana

mifandray amin'ny masoandro

Ratsambatana mafana Yang Maneho ny toetra

lehilahy Mifandray amin'ny

elementa afo, ether ary rivotra

Ambonin'ny kundalini ny fanombohany pingala nadi ka miafara amin'ny faritra ati-doha havy

Ratsa-batana manara-maso ny zavatra hatao ara-batana sy ara-tsaina

Miasa miaraka ny hoza-pandrenesana amin'ny ilany havanana iny sy ny ati-doha na" système nerveux

sympathique droite" Shri Mahasaraswati

ny energy masina miasa ao amin'ilany havanana io

Miasa ao koa ny hery masina an'i Anjely Gabriel sy ny Prana Shakti zay manantateraka ny action

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 6

Page 7: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

ANTONY MAMPIKOROTANA IREO HERY MASINA , IREO RATSAMBATANA AMIN''IREO RATSAMBATANA 3 IREO sy MANTRAS (vavaka) FANATSARANA

RATSAMBATANA 3

TOERANA misy azy amin'ny tanana

ANTONY MAMPIKOROTANA

MANTRAS (vavaka)

Ida Nadi,Tamo Guna (Ratsambatana havy)

Ilany tanana havy rehetra iny

Finono-pona (minomino fahatany), Fanompoan-tsampy, fomban-drazana, olana miaraka amin'ny Reny,Fahazaran-dratsy, kamo, fanatika fivavahana, tahotra, alahelo, manaiky ny fanaintainana, mampijaly tena ho an'Andriamanitra

Mère, ra sitrakao mba diovy sy hamasino ity ilako havy ity

Mère, za dia manana chance iray amin'ny Adi Shakti, iray amin'ny Fanahy Masina

Sushumna Nadi,Sattwa Guna(Ratsambatana anivo)

Tanana an-kiroaFisalasalana, tsy ampy hetaheta amin'ny réalisation du soi sy ny fanajana ny rélisation du soi

Mère, ny attention-ko, ny saiko dia mifantoka ao amin'ny kundalini ako ary Ianao ilay Kundalini miasa ato amiko ra sitrakao

Pingala Nadi,Raja Guna(Ratsambatana havanana

Ilany tanana havanana rehetra iny

Manitsakitsaka ny hafa, fitiavan-tena,tebiteby, olana miaraka amin'ny Ray, miasa tsy aki-janona, miasa be, tsy ampy fangalan'aina, mampiasa saina sy vatana lotra

Mère, Ianao ilay Reny Masina zay manadio sy manamasina ity ilako havanana

Mère, Ianao ilay Adi shakti, ilay fanahy masina miasa ato amiko

Fanamarihana: Ny fampiasana be lotra na fandehanana be lotra mankany amin'iny ilany Ida Nadi , na Pingala Nadi iny no mitarika fikorontanana ao amin'ny vatana , saina ary fanahy. Mikorontana manaraka izany ihany koa ny vibration. Ka lasa miteraka ego, fizahozahona , miteraka toetra ratsy tsy voalanjalanja super-ego.

Fampisaina : vatana be+ saina be= korontana tanteraka (ao anaty +ara-batana, ara-panahy).Ilaina maka sasatra kely rehefa vizana , arahina méditation kely , dia andramo tazomina mijanona tsy mieritreritra fonafona , mitazona ny ao anaty.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 7

Page 8: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

SYSTEME SUBSTIL( vatana masina) - KUNDALINI ( Reny masina)

Os Sacrum ,taolana Masina

Ao antin'ny Os Sacrum ,taolana Masina , miendrika telo zoro, izay mipetraka amin'ny fototra ny hazon-damosina no misy an'i Kundalini ao anatin-tsika.

Ra vao mifoha Izy ( kundalini), misy energy na hery masina tsara be ,mahafinaritra be, miakatra manaraka ny halavan'ny hazon-damosina iny izay ao anatin'ny tsokan-damosina, ary mandeha manapaka amin'ireo chakras rehetra ao anatin'ilay vatan-tsika masina zay farany izy vao manokatra ilay toerana masina farany ( chakra faha 7) eo amin'ny tendron'ny loha-tsika, eo amin'ny sahasrara chakra. Io no hafahan-tsika ihany koa mahazo ny YOGA na fiombonan'ny kundalini antsika amin'ny fanahy, dia ilay herin'Andriamanitra be fitiavana, tsy mana-pahatamperana ( pouvoir omniscient) zay mana-pahahefana ny zavatra rehetra.

Mangataha an'ity vavaka ity, atovy amin'ny fo:

" Shri Mataji, ra sitrakao, ampianaro za hifantoka amin'ny Kundalini-ko, dia avelao za mba haheno, hatsapa ny hatsarany ato amiko"

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 8

Page 9: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

HERIN 'ILAY KUNDALINI ao amin'ny vatan'ny olombelona

Arak'izany ny fanahy dia tara-pahazavana, toerana masina zay hiasan'Andriamanitra manapahefana ny zavatra rehetra. Ka ny kundalini dia ilay herin'Andriamanitra,manatanteraka ny hetahatan' ny fanahi-tsika (Atma). Mère primordial na Adi Shakti ny fiantsoan'ny Indianina Azy. Izany hoe, ny Adi , dia loharano nipohirany ary ny Shakti dia , ilay herin'Andriamanitra. Esprit Saint na hoe Fanahy Masina non iantsoan'ny mpino Andriamanitra azy. Koa ny fandalovan'ny Kundalini zay mahazo ny dongona kely, tendro amin'ny loha no hafahan-tsika mahazo ilay fahaterahana vaovao ( teraka ho fanahy) na réalisation du soi na Batemy n'ny Fanahy Masina. Amin'izany fotoana izany, no hafahanao mandray ary manavaka ny "brise fraîche" na ilay Rivotra manintsy na mangatsiaka eo amin'ny felatanana na eo amin'ny tendron'ny loha. Izany ilay herin'ny Fanahy Masina na ily rivotry ny Fanahy Masina na "souffle du saint -esprit " , mitovy ohatra ny nilahatsahan'ny rivotra nifofofofo nilatsaka tamin'ny Apostoly mpianatr'i Kristy tamin'ny pantekonty. Alohan'ny traik'efa na "experiance", dia mbola matory ny kundalini. Fa rehefa mifoha Izy, zay tsika vao afaka maheno ilay fitiavan'Andriamanitra na " souffle Divin", zay tena tsapa, ary heno, ka iny Fitiavan' Andriamanitra iny no hafahana ihany koa mametraka amin'ny laoniny ny fahaterahana vaovao. "Pneuma": no anarana iantsoan'ny Grika ilay Hery Masina."Rûh": no iantsoan'ny Silamo Azy."Souffle de l'esprit" na Herin'ny Fanahy Masina no ilazan'i Kristy Azy."Shekkina" no ilazn'ireo jiosy Azy. Ka ny Reny Déesse no manome antsika ny fahaterahana ara-panahy. Ny maha sahaja Yoga ny Sahaja Yoga dia ny fahenoana ilay vibration masina sy mahalala ny zavatra hambarany amin'ny alalan'ny fitiavan'Andriamanitra. Chaintanya no ilazan'ny Indianina Azy ihany koa.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 9

Page 10: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

IREO TEOTRAN' IREO CHAKRAS sy IREO MANTRAS mifandraika aminy

CHAKRAS Fiasany ara-batana sy ireo Déités

TOETRY MANTRAS (vavaka)

1-MOOLADHARAMarika famantarana: swastikaIsan'ny pétal na felambonikazo: 4Plexus: pelvienPlaneta: Mars Elemanta: tany, karboninaAndro:Talata Loko: mena, mitara-voFirenena:inde(Ganapatipul),suisseVato: coreil

Taova-pananahana, taova-pamokarana,Taova -pamoahana, Prostaty

Shri Ganesh

Shri Kartikeya

Havy: Fahendrena,Fahadiovana

Mère, za dia olona hendry ra sitrakao

Anivo: Fahendrena-tsy manan-tsiny, filana masina, Fifalina,Fanetre-tena

Mère, ra sitrakao, avereno amiko ny fahendreko

Mère, ra sitrakao, apetrao amin'ny laoniny ny fahendreko, ny fanetre-tena ato amiko

Havanana: Fahendrena, fahaizana manavaka ny tsara sy ny ratsy amin'ny alalan'ny vibration, ekilibra, toka-po( fidèle), fahaizana mandanjalanja

Mère, Ianao lay mpamotika ny negativa rehetra

2-SWADISTHANMarika famantarana:kitana an'i DavidIsan'ny pétal na felambonikazo: 6Plexus: aortiquePlaneta: MercureElemanta: Afo,Andro:Alarobia Loko:mavoFirenena: Madagasikara,Afrika(havia), Allemand( havanana)Vato: Topaze, Amethiste

Aty, voa, taova-pamokarana, pancréas na sara-katy

Shri Nirmala Vidya

Shri Brahmadeva Saraswati

Havy: Fahalalana masina Mère, ra sitrakao, mba omeo ahy

ny fahalalana masina

Anivo: Famoronana Mère, ra sitrakao, apetraho amin'ny laoniny ny fahaiza-mamorina

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 10

Page 11: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Shri Nirmala Chitta

Havanana: Fisainana madio

Mère, ra sitrakao, diovy ary hamasino ny fisainako

Mère, ny tena marina dia tsy misy zavatra hataoko fa Ianao no manao ny zavatra rehetra.

3a- NABHIMarika famantarana:Yin-YangIsan'ny pétal na felambonikazo: 10Plexus: solairePlaneta:JupitierElemanta: RanoAndro:AlakamisyLoko: maintsoFirenena: Grec(Anivo),belgika,hollande, italy, Autriche(havia),frantsay(havanana) Vato: Rubis

Aty, tsinay, vavony, taova-pandevonankanina; hoditra

Shri Gruha Lakshmi

Shri Lakshmi Vishnu

Shri Raja Lakshmi

Havy:fahafahampo,filaminana anaty, fanajana ny vady sy ny tokan-trano

Mère, ra sitrakao, mba omeo ahy ny filaminanana anaty

Mère, ra sitrakao, mba omeo ahy ny fahaham-po

Anivo: ekilibra, fivoarana ara-panahy

Mère, ra sitrakao, apetraho amin'ny laoniny ny filaminana ato anatiko

Mère, ra sitrakao, avelao zaho mba hivotra ara-panahy

Havanana: Fisainana, fahamendrehana, fahaizana mandrindra ny vola sy ny asa, Fahasambarana

Mère, ra sitrakao, apetraho amin'ny laoniny ny fahamendreko

Mère, ra sitrakao, apetraho amin'ny laoniny ny saiko

3b-VIDE( faritra pokaty manodidina ny fotra), (chakra miafina)

Taovam-pandevonakanina

Shri Adi Guru Datattreya

Havy, Anivo, Havanana: DHARMA,fanajana ny lalana amin'ny société sy ny fitsipika fomba fitondran-tena mendrika sy masinaOlona milamina, mahay

mandanjalanja ny zavatra hatao

rehetra,olona malefaka, tsy mora kivy, mana-

paharetana, manaja tena

Mère, za dia tompon'ny tenako

Mère, ra sitrakao, avelao za mba ho lasa Guru, dia manana pouvoir hanova ny hafa ho Guru

Havanana : Mère, Ianao lay mpampianatra tsara indrindra, ka ataovy tsapako ilay avan'Andriamantra ao Aminao

4- ANAHATA(fo)Marika famantarana: miseho amin'ny endrika lelan'afo

Fo, avokavoka, taovam-pisefona

Havy: fitiavana madio, Fangorahana , fifalina,fitahiana, fifandraisana tsara

Mère, za dia Fanahy (esprit) Mère, ra sitrakao, avelao

za mba hatsapa ilay

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 11

Page 12: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Isan'ny pétal na felambonikazo: 12Plexus: cardiaquePlaneta: venus Elemanta: rivotraAndro:zoma Loko: menaFirenena:angletera( fo havia),Bengal, Irlande( fo anivo), japon (fo havanana)Vato:Rubis

Shri Shiva Parvati

Shri Jangadamba

Shri Sita Rama

amin'ny Reny sy ny zanaka

fitiavana madio n'ny fanahiko

Anivo: fiarovan-tena, fahatokisan-tena

Mère, ra sitrakao, atovy olona tsy matahotra za

Mère, ra sitrakao, midira ato amiko mba hiaro ahy

Mère, atovy olona matoky tena za

Havanana: fandraisana andraikitra, fifandraisana tsara amin'ny Ray sy ny zanaka

Mère, ra sitrakao , Ianao no tomponandraikitra amiko no tena marina

Mère, Ianao no fitondran-tena masina ato amiko

5a-VISHUDDHIMarika famantarana:: roue de temp, sudarchana ChakraIsan'ny pétal na felambonikazo: 16Plexus: cervicalPlaneta: saturneElemanta:etherAndro:SabotsyLoko: mangaFirenena: Amerika atsimo( havia), amerika anivo( anivo), Amerika Avaratra( havanana)Vato: safira

(sudarchana Chakra)

Tenda, kiho tanana, vava, nify, molitra, orona,tarehy, sofina,taova fitsapana, taova , vanin-taolana na articulation,Fahenonatsirokanina

Shri Vishnumaya

Shri Raddha Krishna

Havy:fanajana tena, fifandraisana amin'ny rahalahy/rahavavy

Mère, za dia tsy meloka, tsy manota

Mère, ra sitrakao, apetraho amin'ny laoniny ny fifandraisako amin'ny rahalahy , rahavavy

Anivo: fitambarana iray amin'ny rehetra, amin'ny kolektiva, mametraka problema rehetra am-panetre-tena eo ampelatan'Andriamanitra(témoin), tsy vofato-patotra amin'ny materialy,fianakaviana..........( na détachement)Fahaizanamiresaka,teny

Mère, ra sitrakao, apetraho amin'ny laoniny ny kolektiva, sy ny kolektiva ato amiko

Mère, atovy mitambatra amin'ny rehetra za

Mère, apetrako aminao ireo fato-patotra rehetra (ara-materialy,ara-pianakaviana....) zay manakana ahy hanao ny asan'ny Raiko

Mère, ra sitrakao, atovy olona mahay miresaka teny masina ,teny

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 12

Page 13: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Shri Yeshoda Mata

masina na diplomatie divine

madio,teny feno fanajana za

Havanana: olona malefaka (doux), hatsaram-panahy

Mère, ra sitrakao atovy olona malefaka za

Mère, ra sitrakao, Ianao no tompon'andraikitra amin'ny teniko, amin'ny fihetsiko.kay izany dia mitondra filaminana ho an'ny hafa , ary hanaja ahy izy ireo

Mère, ra sitrakao atovy olona tsara fanahy za

5b-HAMSAMarika famantarana: cygne na vorondrano Firenena: new york, Danemark

Sinus na vata-korona

Shri Hamsa chakra swamini

Fahaizana manavaka ny tsara sy ny ratsy ary ny mety sy ny tsy mety (amin'ny vibration), Fahaizana manitsy ny tsy nety natao

Mère, ra sitrakao, mba omeo ahy ny fahaiza manavaka

Mère, ra sitrakao dia esory amiko ireo toetrako ratsy tsy nety nataoko

6-AGNYA Marika famantarana: lakroaIsan'ny pétal na felambonikazo: 2Mifandray amin'ny chiasma optikaPlaneta:astre masondro Elemanta: FahazavanaAndro:LahadyLoko: fotsy, loko-bolamenaFirenena:Egypta,Israely,palestinina,Betilehem(anivo), Russie(havia),chine(havanana)Vato: diamant

Fijery, ati-doha, fitadidina, taova misahana ny lalan-dra mifandray amin'ny maso

Shri Bouddha

Havy: ego, manaja ny tena, manaja ny fanahy ( na ny esprit)

Mère, ra sitrakao avelao ny ego ako hitady ny marina

Mère, ra sitrakao dia mba atovy fitaovana masina ho an'ny fanahinao masina za

Mère, ra sitrakao, za dia mamela ny olona rehetra satry izy ireo tsara indrindra noho izaho

Shri Jésus Marie

Anivo: tsy mieritreritra na conscience sans pensées, Fahaizana mamela,mandefitra, tsy miavona

Mère, ra sitrakao atovy olona tsy be eritreritra za

Atao lay vavaka " Rainay any andanitra"

Mère, ra sitrakao, za dia mela ny olona rehetra , eny na dia ny tenako aza

Shri Mahaganesh

Back agnya na loha ao arina : Fijery madio

Mère, ra sitrakao, dia mba omeo ahy ilay fijery madio

Mère, ra sitrakao, dia melaha ahy amin'ireo zavatra tsy mety rehetra vitako, dia mba mba ampio za tsy hamerina intsony

Havanana: manaja ny hafa( tsy mahery setra amin'nyhafa), Fanetre-tena

Mère, ra sitrakao, mba ampio za hiala amin'ny toetrako ratsy rehetra, sy ireo fahazaran-dratsy

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 13

Page 14: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Shri Mahavira

7-SAHASRARAMarika famantarana:bandhanIsan'ny pétal na felambonikazo: 1000Planeta: PlutonElemanta:vibrationAndro:latsinainyLoko: havanaFirenena: nepal, Himalaya Vato: perla

Faritra eo amin'ny ati-doha

Shri kalki ,Shri Mataji

Havy, Anivo, Havanana:

Finoana, fahatsapana vibration, fihaonana,

fahanginana anaty,Fahaterahana

vaovao

Mère, ra sitrakao za dia mandresy amin'ireo olana rehetra izay manakana ahy hiakatra, manakana ahy hivotra(HAVY)

Mère, ra sitrakao, dia mba omeo ahy ny fahaterana vaovao na réalisation du soi (ANIVO)

Mère, ra sitrakao dia avelao za mba ho lasa sahaja yogi (ANIVO)

Mère,ny tena marina dia Ianao ilay mpandresy amin'ireo olana rehetra izay manakana ahy hiakatra, manakana ahy hivotra (HAVANANA)

IREO ANTONY MAMPIKORONTANA IREO CHAKRAS

CHAKRA S ENDRIKA ANTONY MAPIKORONTANA

1-MOOLADHARA

Miaingitraingitra (luxure), mandray fanampahan-kevitra diso zay mifanohitra amin'ny vibration, firaisana ara-nofo be loatra, fijangajangana, miray amin'ny taova-pananahana tsy mitovy, tantrisme, fanompoan-tsampy, fitiavan-tena, mitsikera olona na zavatra, mitsara olona na zavatra, manao ratsy amin'ny tena sy amin'ny hafa.

2-SWADISTHAN

Hatezerana, fisainana maloto,fampiasana saina be lotra sy vatana be lotra, be fandaharana ( be programa sy be kajikajy eo amin'ny fiainana), fanaovana magy, secta, karatra, ombiasa , manadro, ody gasy sy ny fifaneraserana ary ny finanamana amin'ireo olona negativa ireo), toka, paraky, sakafo mavesatra saro-devonina,be episy ary masiaka. Fahadiasoan-kevitra, fahalalana diso, ny tsy fahafantarana, fampianarana diso.

3- NABHI

Mahiatra, maika lava, tsy mety hafa-po amin'ny zavatra rehetra na miseho rehetra, betebiteby sy miady saina amin'ireo olana ao atokan-trano, fianakaviana,ara-bola sy ara-kasa...,saina mandehandeha, materialista, manao risoriso,

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 14

Page 15: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

tsy misy afa-tsy ny filana ihany no masaka ao antsaina, ratsy saina, ratsy toetra,ratsy fitondran-tena, fanatika (manao zavatra tsy ampisainana zay mifanohitra amin'ny vibration). Hataka na filana amin'ny tsy tokony ho izy, tsy volanjalanja na désir unitil). Tsy manaja vady, tsy manja vehivavy. Tsy milamina, mikorontana lava, kitakita fona, mihetsikesika be lotra tsy aki-janona.

4- ANAHATA Vofatopatotra ara-bola, ara-materialy, ara-pianakaviana, ara-pitiavana,namana, sakafo....na attachement, manalavitra ny fo sy saina ny fanahy ( tsy ampy fifantohana amin'ny esprit, kundalini ny saina) ,Masiaka, fitondra-tena miho-pefy, be andraikitra be lotra na tsy mandray andraikitra mihintsy( ao amin'ny kolektiva, tokatrano, fiasana....), tsy manaja vady, fanana olana amin'ny Ray /Reny. Tsy ampy fahatokisana (an'Andriamanitra, an' i Mère, ny vibration, ny tena, ny namana), matahotra ny ho avy, mitebiteby ny hoavy, sarotahotra. Manana hetaheta ratsy, mamisavisa ny zavatra ho ratsy ny saina, manao tsinotsinona ny hafa, manambany ny hafa, manao zavtra mandreraka (vatana be, saina be) tsy akijanona.

5-VISHUDDHI Fifamalina, fifandiran-kevitra, fifanolan-kevitra,Fialonana, fanamelohan-tena, ny fifandraisan'ny lahy sy ny vavy tsy misy fanajana sy fahamamontinana ( tsy ampy fahamasinana) , fiteny tsy mendrika ,teny ratsy sy, teny tsy manaja , manitsakitsaka ny hafa, manao tsinotsinona ny hafa na mipoerapora, fifohana, miteny teny fona ny anaran'Andriamanitra, be resaka na tsy miteny mihintsy, mandainga, fetsifetsy, tsy ampy fahaiza manavaka ny mety sy ny tsy mety ny tsara sy ny ratsy; mitokatokamonina, tsy ampy colktiva, manome tsiny, te-hisehoseho,

6-AGNYA Mitsaratsara ny hafa , fijery maloto mandehandeha be ny maso) , tsy mandefitra, tsy mamela ny hafa, fisehosehoana, fanambonian-tena,hevitra diso momba Andriamanitra.

7-SAHASRARAMiahiahy an'Andriamanitra, an' i Shri Mataji, tsy matoky ny fiasan'ny vibration, fisalasalana, manaraka ambokiny fotsiny

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 15

Page 16: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

3b-VIDE Mifanerasera sy manaraka ary miheno ny fampianaran'ireo faux guru (mpanao magy,mpanao ody gasy, secta, ombiasy, mpanandro,mpanao karatra, hypnotisma). Tsy mahay mandanjalanja sy mifehy tena, teny, zavatra hatao. Manao finoana maro (mapirafy ny méditation Sahaja yoga amin'ny méditation hafa na spirituel hafa) " betsaka ny finoana fa iray dia ampy , ary tadiavo ny fahamarinanany: Shri SainNath"). Fanatika, Adharma( tsy misy moraly, fitodra-tena ratsy, tsy mendrika mifanohitra ny dharma. Tenda-kanina, kamo, tsy mahafantatra na iray akory ireo Guru folo. Mirenireny. Fifadian-kanina.

5b-HAMSATsy mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy ary ny mety sy ny tsy mety izay eken'ny vibration, tsy manana kouragy mametraka ny tsy nety natao, ireo toetra ratsy.

AHOANA NY FOMBA FANATSARANA, FAMETRAHANA AMIN'NY LAONINY IREO CHAKRAS?

NY FOMBA FANATSARANA ( ekilibra ny saina, esprit, chakra )

Ny tena tsara ary tsotra indrindra dia ny fialana an'ireo antony mampikorontana ireo chakras ireo.

Andramo tazomy anivo (présent) fona ny saina( tazomy ny saina eo amin'ny esprit , kundalini/Shri Mataji)

Andramo tazomy mijery natiora , zava-maniry maintso, vorona, voni-kazo , lanitra , tany ny maso sy ny saina (zavatra misy vibration )

Andramo miheno zavatra misy vibration ny zavatra henona (mozika sahaja....vidéo misy ny fampianaran'i Shri Mataji)

Mamaky boky misy teny masina zay misy vibration ny esprit (baiboly, boky nosoratan'i Shri Matji, coran, no nosoratan'ireo incarnation be , ireo olo-masina "Kabir,Gita ,William Blake.....")

Apetrao ampela-tanan'Andriamanitra amin' i Shri Sadashiva (ny zavatra rehetra, ny tebiteby rehetra (jereo pejy 27) ary mangataha fanampiana amin'i Mère ny fitazomana ny konektion tsara fona)

"Mère, ra sitrakao, dia mba hampianaro za hitazona ny saiko any amin'Andriamanitra fona. "Dia ataovy tsara fona ny finamanako sy ny fifandraisako Aminy"

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 16

Page 17: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Manao zavatra mandeha ho azy (spontané) Mantra na vavaka ( ireo teny na vavaka ireo dia hatao tsara amin'ny fo mba handaitra

ilay energy masina , ilay herin'Andriamanitra. Ka apetraho tsara ny konektion dia izay vao hatao ny hataka. Verifeo, henoy fa henonao amin'ny tanana ny vibration)

Manontany tena fona (mandini-tena fona, mampitaha ireo toetra Masina na ireo qualité Divine amin'ny tenanao ) .

"Ny zavatra tena tsara hatao-nao dia manadio. Manadio ianao amin'ny alalan'ny fanontanian-tena na introspection, tena zava-dehibe izany. Izany tsy midika hoe mieritreritra. Fanontanian-tena midika Méditation, mila manao méditation ianareo rehetra". Shri Mataji Nirmala Devi, 25 May 1997, tao Cambella-Italy

Anontaniana fona koa hoe: " Mère, aiza ny saiko?" « Mère, ny saiko ve colektiva ? »

" Mère, aiza ny esprit, ny fanahiko?" "Mère, aiza ny Kundalini -ko?" "Mère, za ve maheno vibration? ", "Mère, za ve miaina ao anatin'ny fitiavan'Andriamanitra?

Dia mijanona mangina tanteraka ao anaty, tsy mieritreritra !Fonafon a araka izay tratra !

NY FOMBA FITSABOANA FIKARAKARANA AMIN 'NY FAMETRAHANAAMIN' NY LAONINY IREO CHAKAS/ RATSAMBATANA

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 17

Page 18: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Bain de pied isan'andro tsy tapaka amin'ny rano masina na rano mamy , rano - tsira matimaty na mangatsika na mafana miankina ny koronatana eo amin'ny vatana.

Bandhan ( havia mankany havanana ny fiodiny ny tanana dia sady mieritreritra an'i Mère, ka ny tanana ilany no mivelatra mangataka vibration fa ny tanana ilany no manodina manao bandhan ilay chakra mikorontana na marary)

Ametrahana saina ireo chakra marary na mikorontana (mafana na voly na manindrona....)

Afo (labozy): iny ilany havia iny rery ihany no azo tsaboina amin'ny afo Fitsaboana amin'ny labozy 3 (hatao io rehefa tena voly be na mavesatra be iny ilany

havia iny) Kanfra (ilany havy) Fandorona ireo olana amin'ny taratasy Lagilasy (ilany havanana ihany no mila peta-gilasy) Tany (manao méditation amin'ny tany) Shoebeat (rehefa mafana be na mikorontana be ny ilany havanana dia afaka manao

an'io,rehefa ngeza be ny ego)

Fanamarihana: Ireo teknika fanatsarana, fikolokoana sy fitsabona ireo rehetra amin'ny fampianaran'ny sahaja yoga dia mila konekion ambony tsara amin'ny sahasrara, any amin'i Mère. Mba hafahn'i Mère miasa manampy ny sahaja yogis dia mba hafahan'ilay Herin'Andriamanitra , ilay vibration manampy antsika no manitsy , manatsara sy manasitrana ary mametraka amin'ny loniny Chakras an'izay tsy mety rehetra sy izay olana rehetra ao amin-tsika. .

FIFANDRAISAN IREO CHAKRAS SY NY MOZIKA

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 18

Page 19: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Shri Saraswati (Déité manome antsika ny hatsaran'ny famoronana: boky, trano, asa Tanana , mozika...)

Isaky ny chakra dia mifandraika amin'ny noty mozika. Manampy be amin'ny fanadiovana ny chakra sy ireo ratsa-batana 3. Manome fifaliana ho an'ny fanahy(Atma) ihany koa ny fihenoana hira Saja Yoga zay misy vibration sady manome filamina tanteraka ao anaty . Afaka misafidy mozika iray amin'ireo izay mifandraika amin'ireo chakras 7 na hira mifandraika amin'ireo ratsa-batana 3 ianao. Miankina amin'ny olana misy ao anaty , ka afantoka tsara any amin'i Shri Mataji tsara any antapon'ny loha tsara amin'ny sahasrara tsara ny cokektion, ny saina. Henona tsara, tsy mieritreritra ianao fa Mère fona no eritreritra , dia henoy ny hatsar'ilay "Amour Divin, vibration" ilay fitiavan'Andriamanitra tonga ao aminao.Koa ilay "Amour Divin, vibration" iny no mandrava ny olana rehetra ao aminao sady manampy ny manodidina.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 19

Page 20: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Ampina ny kundalini hiakatra . Fa raha tsy fantarao hoe ahoana ny fanaovana méditation tsara, dia tsy mety, tsy mandeha amin'ny laoniny izany. Arak'izany, dia tsy maintsy manadio ianao ny maraina sy ny hariva, tsy maintsy mila mandeha mihaona amin'ny kolektiva ianao. Ka raha tsy manantona ny kolekiva ianao, dia ny blokazinao ( ny problemanao) taloha tao ihany no ao. Fantatro tsara ny fomba fanasitranana, mandeha tsara izy ireo , mandeha tsara ny méditation an'izy ireo any amin'izy ireo ary mahazo problema hafa koa izy ireo.

Tsy maintsy tonga manantona ny kolektiva ianao, tsy maintsy mihaona amin'ny rehetra ianao, tsy ampy fotsiny ny mipetraka eto sy miteny hoe: "ao tsara za, hijanona ato antranoko aho, tsy te-hivoka za". Zany zavatra rehetra izany toy ny fitsoahana". Ary tsarovinao, fa ny fitsoahana an'Andriamanitra ve zavatra tsara? Fa inona no antony tsy maintsy hitsoahantsika an'Andriamanitra? Isika dia tsy maintsy tokony eo akaikin'Andriamanitra fona, eo anilany , izay tokony ho hararaotina.

Ary ny kolektiva dia tena zava-dehibe, kanefa betsaka ny olona indraindray, tsy te-hanantona kolektiva. Milaza aminao Aho fa tena sarotra izany. Ary azo lazaina fa manan-karena izany olona manantona Ahy izany, manana foto-mpivelomana sy asa ambony, ohatra izany sy izany, tonga aty Amiko zareo , ary sitrana zareo. Miverina indray ry zareo ny taona manaraka, miverina mipetraka manatrika conférence na fampianarana. Dia nilazaiko zareo hoe: -fa maninona, fa misy inona , fa inona ny zavatra niseho? Nositraniko ianareo? - Amin'izao fotona, za manana problema hafa. Arak'izany, Za ve tsy mitsahatra manasitrana anao isan-taona? Zay ny teniko

- Za ve tsy mitsahatra ny manasitrana anao isan-taona? Koa ahoana ny fomba hahazoanao problema fona fona? Tsia.

Ianao tsy afaka miteny azy ireo :" Ianao tsy maintsy manao méditation, ianao tsy maintsy mitombo".

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 20

Page 21: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Ny asanao, ny volanao dia hijanona eto daholo( amin'ny fotona ny fahafatesana). Ny mandeha any amin'Andriamanitra dia ny fanahinao madio. Izany fanihanao madio izany no lasa miditra mandeha any amin'ny fanjakan'Andriamanitra. Tsy misy zavatra hafa akotr'izany miditra any. Koa aza adino, ianao tsy maintsy miditra any amin'ny fanajakan' Andriamanitra miaraka amin'ny fanahinao masina,madio, tsy misy afa-tsy izay. Ka raha tsapanao, tsaroanao zany, koa ny zavatra tokony tsy maintsy ho azonao voalohany sy ny tena zava-dehibe indrindra dia: ny fiankaranan-tsika mila apetraka amin'ny laoniny . Kanefa ny fototra amin'izany fivoharana, fihakarana izany, dia ao anatin'ny atidoha-tsika, izay tsy misy afatsy amin'ny alalan'ny Kundalini no mamelona antsika an'ilay atidoha . Mba hafahan'ny Kundalini mamelona izany ati-doha izany amin'ny , ny Kundalini dia tsy maintsy miakatra. Mba hampiakatra tsara ny Kundalini, dia tsy maintsy manao fampiharana na pratika an'izany fampiakarana kundalini izany isika sy ny fisokafan'ireo chakras.

Koa rehefa ao anatin'ny kolektiva isika, ny Kundalini mihangeza, mitombo amin'ny fanampian'ny hafa. Satria isika dia vatana kolektiva.Midika iza? Ny Virata. Iza ilay virata? Ny faritra amin'ilany ati-doha (teboka anivo eo amin'ny amin'ny handrina, manomboka eo amin'ny fanombohan'ny volo). Ao amin'ny vatan'ny Virata (vatana kolektiva), ny ny ati-doha dia ilay Virata, ny fo dia Sadashiva, ary ny aty dia Brahmadeva na Hiranyagarbha, Hiranyagarbha. Koa manana isika loha Virata, manana isika Sadashiva ao anatin'ny fo ary manana isika Shri Krishna ao amin'ny atidohan-tsika izay azo lazaina Virata. Manana ianao Shiva ao amin'ny fonao ary manana ianao Brahmadeva ao antin'ny atinao. Sahala amin'izany. Arak'izany rehefa ao amin-tsika ao ny rehetra, maninona isika no mivarahotrana amin'ny ny hafa ? Ekena? Izany ny zavatra tsy maintsy tsaroana.

Sahaja yoga dia tsy natokana ho an'ireo olona mpirenireny. Tsy natao ho an'ny olona izay tsy manana fo madio. Tsy natao ho an'ireo olona tia-tena tsotra izao. Fa natao nomena ireo olona izay mapiakatra ny hafa. Alohan'ny hametrahana ny fanontaniana, anontanio ny tenanao : " inona ny zava-bitako ho an'ny sahaja yoga?" " firy ireo olona nomeko réalisation du soi?"

Fa raha tena fahazavana ianao, dia tsy maintsy manome fahazavana. Izany no zavatra tena tsara ,avo indrindra, tena zavatra lehibe indrindra zay hatao fona, kanefa tsy tsampan-tsika. Koa ny fivondronana , fiombonan-tsika ao anaty groupy irery ihany no mampitambatra, mampitambatra afatsy iray amin'Andriamanitra. Ka izany groupy izany no manampy antsika, tsy misy akoatr'izany.

Shri Mataji Nirmala Devi, fampianarana ho an'ny Madras yogi, tao Inde , 27 janoary 1986

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 21

Page 22: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Dika-teny nalaina tamin'ny fampianaran'i Shri Mataji

Iray ianao amin'ny tenanao, miaraka amin'ny Fanahi-nao ( Atma). Voaro tanteraka ianao.

Fa raha ny sainao mivily mandehandeha, na dia fotoana kely ihany aza, tonga dia tsapanao fa very ianao, simba ianao. Voaharo tanteraka ianao , ny tenananao. Ka raha vao manana olana ara-batana ianao, tsapanao izany ,ka fantatrao ny fanasitranana izany.

Fa averiko eto indray, tsy mainsty manao ekilibra. Fa ra tsy ekilibré ianao ( raha tsy mipetraka amin'ny laoniny ny ao anatinao) , tsy maha tsapa vibration mihintsy ianao, tsy ho fantatrao mihintsy ny tena maha izy anao, voamarika fa lasa mihazakazaka any amin'ny fanampotehana ianao. Izany ekilibra izany dia mila apetraka amin'ny laoniny amin'ny sahaja Yogis rehetra.

Tonga amintsika ireo korontana satria isika mieritreritra ny ny lasa-tsika na ny hoavi-tsika. Mitaintaina, mitebiteby isika amin'izany zavatra izany. Inona no tokony hampitaitaina , hampitebiteby ra ny anjely rehetra sy ireo Ganas rehetra miasa amintsika. Mila antsika mangataka fotsiny. Fa isika dia mangataka sahala mangataka amin'ny mpanjaka: mangataka ampanetre-tena izay miankohoka eo anatrehany ! Atao hoe efa lasa Fanahy avokoa ianareo ary ny ireo hery Masina efa ao aminareo avokoa. Fa ny zavatra tena lehibe indrindra dia ianareo ekilibré.

Shri Mataji Nirmala Devi04 jolay 1993,Cabella-Italy

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 22

Page 23: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Shri Mataji Nirmala Devi 21 May 1988, Barcelonina - Espainina

Ra diamant maloto ianao, tsy mamirapiratra tsara izany satry ny loto tsy ahitana ny famirapiratan'ilay diamant. Fa ra esorinao izany, dia manjelanjetra ilay diamant. Mba hatongavana amin'izany, fantatrao ny zavatra tsy maintsy tokony hatao: manadio ianao, manadio ao anaty ny tenanao.

Fa ra mbola mankany amin'ny ratsabatana havy ( Ida Nadi) na ratsambtana havanana ( Pingala Nadi), jereo ny tenanao ka tadiavo inona no tsy mety amin'ireo. (jereo pejy 7)

Diovy fotsiny ilay tsy mety, aza manaiky izany loto izany tsotra izao, aza manaiky izany loto izany,satry zany loto izany mandrakotra ny diamant nao.Izany ny zavatra tsy maintsy tsapanao amin'ny Sahaja Yoga.

Raha vao manjelanjelatra aminao izany fahazavana izany(....), tsy misy olona hiahiahy aminao fa ianao dia fahazavana. Tsy misy olona hakasitraka ny olona diso, tsy madio na tsy mendrika milaza an' Andriamanitra.

Ny olona rehetra manam-panirina ho amin'ny marina. Ny tanjona dia mahita ny fahamarinana ao aminao izy ireo, ianao tsy maintsy maneho ny marina ety ivelany nao. Ny tanjona voalohany dia tsy maneho ny maha anao anao fa: mampaha-tsapa azy ireo ny marina. Ny tanjona faharoa, maneho ny marina -izao ny marina.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 23

Page 24: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Shri Mataji Nirmala Devi20 May 1992tany Brisbane

Ny Kundalini anisany manamasina ny maha izy azy ny Mahalaxmi ao aminao. Mila fantatrao izany hoe, ahoana ny fahasalaman'ny chakras -nao, inona avy ireo mampikorontana azy , maha-bloké azy ireo (jereo pejy 14-16) toy izay hitsoka., vahao ny olana ao aminao, hiatreo izany olana izany ( jereo pejy 16-19). Fa ra vao vatany voavaha ny olana dia ho gaga ianao: ra vao maniry anao miditra anaty , kundlini ihany mandeha mitsabo ny chakras -nao. Sahala amin'ny lazaiko taminao , tsy fantarao ny herinao (ny pouvoir-nao).Zavatra iray ihany no ataonao: maniry (mangetaheta).

Tsy maintsy maniry ianao : " ny vibration dia marina, ireo chakras -ko dia madio, izaho mijanona anivo, ekilibré"

Tsy maintsy maniry fotsiny ianao: "Ataovy sahaja Yogi madio, Sahaja Yogi Matanjaka za"

(...............)

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 24

Page 25: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Io pouvoir sagesse io na fahendrena io dia tsy maintsy apetraka amin'ny loniny ao anatinao ao.koa hitanao, afaka hitanao izany, tsotra izany, tsotra indrindra dia mila mifantonka , miditra amin'ny tenanao ihany ianao, amin'ny Fanahinao ( Atma). Anontanio ny tenanao:

"Inona ny olana ato amiko?, " inona no mahazo ahy?" "Fa maninona za no tahaka izao?". Ireo introspection na fanontaniana ny tena ireo

hanampy anao bebekokoa, hanampy anao ho lasa anao ho tonga amin'ny tena fahendrena faratampony.

Misy ihany koa metody na fomba tena tsotra, tena mora hafahanao mahazo an'izany herin'ny fahendrena aminao izany. (....) ny voalohany indrindra, dia mila miaina ny anio . izany ihany koa no fahendrena. Isika rehetra dia mila miaina ny anio. Hadinoy ny lasa ary. Koa anontanio ary ZA ( Mère) hoe: " Ahoana ny hanadinoana ny lasa?" Ny Méditation ihany no tena fomba iray tsotra . Apetraho Amiko ny ilany havanana, ny ilany ratsambatana havy (jereo pegy.7, vavaka fanatsarana). Dia mijanona "anivo" ao no hafahanao mankafy ny hafalian'ny Fanahy -nao anatinao.

(.....) miasaho azy ilay Fahendrena. Hery izany.Ny fahendrena no tena Hery ngeza indrindra. Ny olona mitondra ny herin'ny fahendrena no tena handairan'ny Fahalalana masina. Io ilay Hery be an'Andriamanitra! Andramo hampitomboy tsara ary, ary avelao ho ngeza ao aminao izany hery nomeny izany.

Shri Mataji Nirmala Devi, 1991.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 25

Page 26: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

Shri Mataji Nirmala Devi,

"Miaraka amin'ny Sahaja yoga no hazoanao ny metody na fomba, teknika hafahanao lasa hendry: izany dia vokatry ny firoboroboan'ny " conscience sans pensées" na tsy mieritreritra (ny lasa, hoavy), koa inona ary no miseho?

Tsy mila manao ezaka ianao, tsy mila mitebiteby na mandeha ery sy ery. Tsy mila mampiasa heri-batana na heri-tsaina. Fa mijanona Anivo. Koa rehefa tafajanona anivo anao dia tsy handray zavatra diso. Ary hatonga anao ihany koa tsy tafiditra amin'ny fifamaliana rehetra isan-karazany. Fa mijery fotsiny ianao (témoin) ny tsotra indrindra. Koa arak'izany ary, dia ilay herin'ny fahendrena ao anatinao no miasa tsara mahafinaritra ohatra ny vonikazao "lotus" na vohirana.", 2000

"Avy tamin'ny Sahaja Yoga, no nahafahanao mametraka, mampirindra izay rehetra very. Ao aminao, ao anatinao, ananao avokoa ireo toetra masina tsara. Ianao dia natao hitondra, natao hasiana ilay hery "chasteté" na fidely. Zay hery ao aminao. Ny hery rehetra efa tao anatinao avokoa. Tsy misy very. Ireo hatsarany efa tao aminao avokoa.Arovy !

(.........) Ka ianao dia tsy maintsy miova, izay no tena voalohany indrindra amin'izao. Ra ho hentinao daolo ny sainao amin'ny esprit na amin'ny fanahy, ho hitanao, ho gaga ianao fa hahazo ireo fiovana rehetra. ",1985.

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 26

Page 27: Lesona Fototra 1 Sahaja Yoga, Desambra 2014

OM Twameva Sakshat Shri Sahasrara swamini Shri Mataji Nirmala Devi (X2)

Premettez nos Mère adoré d'être au Nirvichara d'abandonner toute nos soucis au Sahasrara (X2)

Avelao zahay Reny Masina Mate-hotia ô,ra sitrakao, mba handeha amin'ny Nirvichara (ao amin'i Shri Jésus, mba hijanona tsy mieritreritra), mba hametraka ireo tebitebiko,tebitebinay rehetra, ireo olana rehetra any amin'ny Sahasrara ( any amin'ny Ray, any amin'i Shri Sadashiva, any amin'ny fanjakan'ny lanitra)!

Lesona fototra Sahaja Yoga, tsy azo amidy ny lesona Page 27