3
Antananarivo, 26 Jona 2015. Carnaval be hono e! Mardi, 16 Juin 2015 09:30 - Mis à jour Vendredi, 19 Juin 2015 18:10 Normal 0 21 false false false FR X-NONE X-NONE /* Style Definitions */ table.MsoNormalTable {mso-style-name:"Tableau Normal"; mso-tstyle-rowband-size:0; mso-tstyle-colband-size:0; mso-style-noshow:yes; mso-style-priority:99; mso-style-qformat:yes; mso-style-parent:""; mso-padding-alt:0cm 5.4pt 0cm 5.4pt; mso-para-margin:0cm; mso-para-margin-bottom:.0001pt; mso-pagination:widow-orphan; font-size:10.0pt; font-family:"Calibri","sans-serif";} HET SIKA « CARNAVAL » TEO ANOLOAN’NY LAPAN’NY TANANA Andriamatoa Jean Ravelonarivo, Praiminisitra ary lehiben’ny Governementa Antananarivo, 19 jiona 2015 – Tonga nanokatra tamim-pomba ofisialy ny andiany voalohany amin’ny hetsika « Carnaval de Madagascar » natao teo anoloan’ny « Lapan’ny Tanàna » 1 / 3

SIKA « CARNAVAL » TEO ANOLOAN’NY LAPAN’NY TANANA€¦ · kolontsaina, ny soatoavina maha-Malagasy antsika ». Ka anisan’ny tanjona volahonany ny hahatongavana mpizahan-tany

  • Upload
    others

  • View
    3

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Antananarivo, 26 Jona 2015. Carnaval be hono e!Mardi, 16 Juin 2015 09:30 - Mis à jour Vendredi, 19 Juin 2015 18:10

Normal 0 21 false false false FR X-NONE X-NONE

/*Style Definitions */ table.MsoNormalTable {mso-style-name:"Tableau Normal"; mso-tstyle-rowband-size:0; mso-tstyle-colband-size:0; mso-style-noshow:yes; mso-style-priority:99; mso-style-qformat:yes; mso-style-parent:""; mso-padding-alt:0cm 5.4pt0cm 5.4pt; mso-para-margin:0cm; mso-para-margin-bottom:.0001pt; mso-pagination:widow-orphan; font-size:10.0pt; font-family:"Calibri","sans-serif";} HETSIKA « CARNAVAL » TEO ANOLOAN’NY LAPAN’NYTANANA

Andriamatoa Jean Ravelonarivo, Praiminisitra ary lehiben’ny Governementa

Antananarivo, 19 jiona 2015 – Tonga nanokatra tamim-pomba ofisialy ny andiany voalohanyamin’ny hetsika « Carnaval de Madagascar » natao teo anoloan’ny « Lapan’ny Tanàna »

1 / 3

Antananarivo, 26 Jona 2015. Carnaval be hono e!Mardi, 16 Juin 2015 09:30 - Mis à jour Vendredi, 19 Juin 2015 18:10

Analakely ny zoma 19 jona 2015, Andriamatoa Jean Ravelonarivo, Praiminisitra ary lehiben’nyGovernementa.

Nandritra ny lahateny nataony, dia nomarihinhy fa anisan’ny laharam-pahamehana eo amin’nyfampandrosoana ny lafiny fizahantany : « Zava-dehibe tokoa ity hetsika goavana voalohanyindrindra antsoina hoe Carnaval de Madagascar ity, entina hampahafantatra an’i Madagasikaramanerana izao tontolo izao. Fotoana ihany koa hanokafana ny fankalazana ny faha-55taonan’ny fahaleovantena an’ity Nosy malalantsika ity. Fiaraha-mifety sy mifaly ho an’nyMalagasy rehetra, entintsika hanaporofoana ny firaisan-kina, ny fitiavan-tanindrazana, nykolontsaina, ny soatoavina maha-Malagasy antsika ». Ka anisan’ny tanjona volahonany nyhahatongavana mpizahan-tany miisa 1 tapitrisa eto Madagasikara amin’ny taona 2020.

Notsindriany ihany koa fa tsy afa-misaraka amin’ny fizahan-tany, na ireo avy any ivelany, na nyeto an-toerana, ny fahafahana mivezivezy amin’ny fiaramanidina. Momba ny olan’ny AIRMADAGASCAR, dia efa manomboka miverina amin’ny laoniny izany ankehitriny, vokatry nyfifanatonana sy fifampiresahana nisy teo amin’ny Primatiora sy ireo solon-tenan’ny mpiasa, aryantenaina fa tsy ho ela intsony dia hiverina amin’ny laoniny tanteraka ny fiandraiketana ireosidina rehetra « Ny isavorovoroan-kilantoana » hoy ihany izy. Torak’izay koa, dia efananomboka niverina nivoha tsikelikely androany ireo biraon’ny Fananan-tany manerana an’iMadagasikara, izany dia taorian’ny fihaonana teo amin’ny Primatiora sy ireo solon-tenan’nympiasa. Tsy adinon’Andriamatoa Jean Ravelonarivo ny nanao antso avo ho an’ny vahoakaMalagasy iray manontolo, ny amin’ny hisian’ny fitoniana sy ny filaminana amin’izao ankatoky nyasaramanitra izao.

Marihina moa fa nandritra ny fanokafana tamim-pomba ofisialy ny hetsika, dia nisy nyfandefasana hihazo ny habakabaka “soasidina” (ballons) miisa 55 (ho mariky ny faha-55taonan’ny fahaleovantena) miloko ny sainam-pirenena Malagasy nataon’ireo manam-pahefanaisan-tsokajiny sy solon-tenan’ireo mpikambana amin’ny Governementa, ary fandefasanavoromailala fotsy miisa 22 ho mariky ny isan’ny faritra manerana ny Nosy, fa indrindra nyfilaminana sy fitoniana.

La Direction de la Communication de la Primature

2 / 3

Antananarivo, 26 Jona 2015. Carnaval be hono e!Mardi, 16 Juin 2015 09:30 - Mis à jour Vendredi, 19 Juin 2015 18:10

3 / 3