1
7 Lah 1181 Toekarena www.gvalosoa.com N anambara ny An- toko Politika Madio (APM), tarihan’i Ra- kotoarisoa Faniry Alban, fa tsy afa-po amin’ny asan’ny Bianco izy ireo eo amin’ny ady amin’ny koli- koly. Misy ny fanamba- rany nataony mahakasika izany: “ny filohan'ny An- toko Politika Madio dia milaza sy manambara fa tsy afa-po amin'ny fia- san'ny Bianco (Bureau in- dépendant anti-corrup- tion), na Birao mahaleo tena miady amin'ny Koli- koly eto Madagasikara. Fitoriana roa izay no na- petrakay teny aminareo tato anatin'ny 8 volana, saingy tsy nisy tohiny no tsy fantatra mazava ha- treto ny vokatry ny fanadi- hadiana sy ireo izay tena ati-doha niketrika ireo tranga kolikoly nosora- tana tao anatin'ny fito- riana. Noho ny fifanajana dia nandefa mail am-pana- jana anareo ny Sekretera Jeneralin'ny APM ny faha 27 mey 2021, saingy tsy nisy valiny izany. Raha tsorina dia tsy fahavalo izahay, tsy hanangana ady amin'ny Bianco ihany koa sanatria, fa amin'ny maha Antoko Politika mi- joro ara-dalàna dia saro- tiny amin'ny kolikoly mi- tranga eto amin'ny tany sy firenena. Mampametra- panontaniana ny zava- misy hoe mahaleo tena tokoa ve ianareo, sa misy tsindry avy any ambadika, fa tena mahasorena ny mitory kanefa tsy misy vo- kany mivaingana azo tsa- pain-tànana ny zavatra hita miharihary. Ekena, mety misy ny tsiambara- telon'ny fanadihadiana fa tao anatin'ny 8 volana ve dia tsy nisy vaovao mika- sika ireo fitoriana nape- traka. Koa dia mbola manga- taka am-panajana sy am- pitiavana ihany izahay tompoko ary tsy ho kivy, tsy ho sasatra ny hanora- tra eto, fa tsy nahazo va- liny mahafa-po aminareo Bianco izahay antoko Po- litika Madio hatramin’ izao”. Tsiahivina fa ireo fitoriana nataon’ny APM dia nape- trany teny amin’ny Bian- co, Samifin ary Csi ta- min'ny 2 novambra 2020 mikasika kolikolim-pifidia- nana (laharana kara-pa- nondro miverimberina), raharaha 8 miliara ariary tao amin'ny ministeran'ny Fanabeazana ary raha- raha "écran plat" naha voatonona ny minisitry ny atitany. Niampy ireo ny fi- toriana napetrany teny amin’ny Bianco ny 8 ja- noary 2021 mikasika fito- riana kolikoly tamin'ny fanondranana an-tsoko- soko volamena 73,5 kg. Stefa Talata 6 jolay 2021 HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY Imprimerie de la RN7 Fametrahana 1181-07-2021 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 355 Mitsivalana - Varahina - Alefa – La (miv) - Lahy – Ory - Omena – Ak(o) - Sotasota - Roa (miv) - Liana (miv) – AR Mitsangana - Valosoa - Alamo - Rehetra - Afina - Ha – Lasa (miv) - OO - Naratra - Alika V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 5 5 4 4 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Zava-mahadomelin – Naoty 2. Mari-drefy – Marika (miv) 3. Nanolorana 4. Reraka – Mampitovy ny rano sy tany 5. Miahy sy manolo 6. Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny – Maharitra 8. Mamoha tampoka (miv) – 9. Asa tànana (miv) – Mamarana ny teninay 10. Heloka – Taranja fianarana Mitsangana A. Fanafody azo amin’ny taolana B. Minitra maromaro – Na- mana sy tapaka (miv) D. Naka tsy niera E. Namarana (BR) F. Ray Tsitoha (miv) – Voankazo (BR) G. Alanay H. Mora ba- taina – Teny mandrara I. Zanak’i Dada – Loko (miv) J. Ka- poka – Simba sy masiso (miv) – Matanjaka K. Mampalaza ny fahavaratra – Miantso Mitsivalana 1. Fanalahidy 2. Bala (miv) – Noa 3. Katolika 4. Ikoto (miv) – II 5. Ni- latsaka 6. Kary 7. Latsabato 8. Otra – Ony 9. Niakaranao 10. Ha (miv) – Anio – TT Mitsangana A Fokonolona B. Aty – Hita (miv) D. Na- tolotra E. Aloka – Saka F. Lalitra – AN G. Aby – Bory H. Kiaka – Ao I. Nota- kianay (miv) J. Do – Tanora (miv) K. Iray – Toy (miv) Valiny Teny mifanaraka 0354 Fandriana Fanekena Eny amin’ny lanitra Karatra Todika (miv) Iray Ny mety sy sahaza Mpanoritra Nahatazana Tao FFKM Vorona (BR) Tsy marina (miv) Ho vitaina (miv) Naoty Karazan-kira Tady Nisintaka (BR) Toherina (miv) Esotra TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 355 Fampisakafoana Misy olana ny Resto Le Local any Libanona Fort-Dauphin ADY AMINNY KOLIKOLY Tsy afa-po amin’ny asan’ny Bianco ny APM Ny filohan’ny Antoko Politika Madio. Misedra olana ankehitriny ny tompon'ny Resto Le Local aty Fort-Dauphin faritra Anôsy, satria ilay teratany vahiny mizaka ny zom-pirena Malagasy atsy amin'ny Nosy La Réunion manaraka fitsaboana, efa ho an-tao- nany maromaro. Nampanofainy ilay toerana. Tato ao- riana tsy nahavoaloa ny vola hofantrano ilay ramatoa. Niakatra fitsarana ny raharaha. Nahazo ny rariny ny Le Local. Marihina fa nahavita nanefa ny vola ara-dalàna i GA. Nanaitra anefa ny fanapahan-kevitry ny tampo- nandraikitra iray ao amin'ny faritra Anôsy momba ity ra- haraha ity: nampiakarina ho in-5 avo heny ny hofan'ny Le Local. Teo aloha 2.400.000 Ar ny hofany, lasa 10.000.000 Ar ankehitriny, tena fanararaotana. Midika fa fandroahana ankolaka na fanamparam-pahefana izao fihetsika izao . Araka ny loharanom-baovao, efa vonona ny olona hamarotan'ilay tompon’andraikitra ao amin'ny faritra ity Resto Le Local ao Libanona ity. Bi- zina indray no adiny ao. Marihina fa ny dosie rehetra mahakasika an'ilay Resto Le Local dia efa any amin'ny fitondrana foibe. Manao tany lavitra andriana. Ny afera maloto toy izao no mampaloto hatrany ny fitondrana ankehitriny. RM. Fort-Dauphin Ny Resto Le Local any Fort-Dauphin. PHARMACIES DE GARDE 26/06/2021 hatramin’ny 03/07/2021 - RASOLONJATOVO (Anosy en face HJRA) 020 24 570 38/034 64 838 61 - ANDOHATAPENAKA (67ha sud Route FDC près station Galana) 020 22 670 70/034 02 670 70/032 12 670 70 - SOARY (Iadiambola Ampa- sapito) 020 22 410 58/032 11 248 05 - PROVIDENCE (Ando- han'Analakely près ex cinéma Rex) -020 26 407 27 / 034 52 002 90 / 033 13 481 42 - RALISON (Antanimena) 034 44 429 51 Mpiandry raharaha

T eka e a Talata 6 jolay 2021 7 Mpiandry ADY AMIN NY ...2021/06/26  · Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny – M ahr it8 . mop k ( v)–9As à n Mamarana ny teninay 10. Heloka –

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: T eka e a Talata 6 jolay 2021 7 Mpiandry ADY AMIN NY ...2021/06/26  · Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny – M ahr it8 . mop k ( v)–9As à n Mamarana ny teninay 10. Heloka –

7Lah 1181Toekarenawww.gvalosoa.com

Nanambara ny An-toko Politika Madio(APM), tarihan’i Ra-

kotoarisoa Faniry Alban,fa tsy afa-po amin’nyasan’ny Bianco izy ireo eoamin’ny ady amin’ny koli-koly. Misy ny fanamba-rany nataony mahakasikaizany: “ny filohan'ny An-toko Politika Madio diamilaza sy manambara fatsy afa-po amin'ny fia-san'ny Bianco (Bureau in-dépendant anti-corrup-tion), na Birao mahaleotena miady amin'ny Koli-koly eto Madagasikara.Fitoriana roa izay no na-petrakay teny aminareotato anatin'ny 8 volana,saingy tsy nisy tohiny notsy fantatra mazava ha-treto ny vokatry ny fanadi-hadiana sy ireo izay tenaati-doha niketrika ireotranga kolikoly nosora-tana tao anatin'ny fito-riana.Noho ny fifanajana dianandefa mail am-pana-jana anareo ny SekreteraJeneralin'ny APM ny faha27 mey 2021, saingy tsynisy valiny izany. Rahatsorina dia tsy fahavalo

izahay, tsy hananganaady amin'ny Bianco ihanykoa sanatria, fa amin'nymaha Antoko Politika mi-joro ara-dalàna dia saro-tiny amin'ny kolikoly mi-tranga eto amin'ny tany syfirenena. Mampametra-panontaniana ny zava-misy hoe mahaleo tenatokoa ve ianareo, sa misytsindry avy any ambadika,fa tena mahasorena nymitory kanefa tsy misy vo-kany mivaingana azo tsa-pain-tànana ny zavatrahita miharihary. Ekena,mety misy ny tsiambara-telon'ny fanadihadiana fa

tao anatin'ny 8 volana vedia tsy nisy vaovao mika-sika ireo fitoriana nape-traka.Koa dia mbola manga-taka am-panajana sy am-pitiavana ihany izahaytompoko ary tsy ho kivy,tsy ho sasatra ny hanora-tra eto, fa tsy nahazo va-liny mahafa-po aminareoBianco izahay antoko Po-lit ika Madio hatramin’izao”.Tsiahivina fa ireo fitoriananataon’ny APM dia nape-trany teny amin’ny Bian-co, Samifin ary Csi ta-min'ny 2 novambra 2020mikasika kolikolim-pifidia-nana (laharana kara-pa-nondro miverimberina),raharaha 8 miliara ariarytao amin'ny ministeran'nyFanabeazana ary raha-raha "écran plat" nahavoatonona ny minisitry nyatitany. Niampy ireo ny fi-toriana napetrany tenyamin’ny Bianco ny 8 ja-noary 2021 mikasika fito-riana kolikoly tamin'nyfanondranana an-tsoko-soko volamena 73,5 kg.

Stefa

Talata 6 jolay 2021

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) /

Airtel :03 35 47 / Orange :032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYImprimerie�de�la�RN7

Fametrahana 1181-07-2021Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 355

Mitsivalana- Varahina- Alefa – La(miv)- Lahy – Ory- Omena –

Ak(o)- Sotasota- Roa (miv)- Liana (miv) –AR

Mitsangana- Valosoa

- Alamo

- Rehetra

- Afina

- Ha – Lasa (miv)

- OO

- Naratra

- Alika

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00335544))

BEHARO A B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Zava-mahadomelin – Naoty 2. Mari-drefy – Marika (miv)3. Nanolorana 4. Reraka – Mampitovy ny rano sy tany 5. Miahy sy manolo 6. Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny –Maharitra 8. Mamoha tampoka (miv) – 9. Asa tànana (miv) –Mamarana ny teninay 10. Heloka – Taranja fianarana

Mitsangana

A. Fanafody azo amin’ny taolana B. Minitra maromaro – Na-mana sy tapaka (miv) D. Naka tsy niera E. Namarana (BR)F. Ray Tsitoha (miv) – Voankazo (BR) G. Alanay H. Mora ba-taina – Teny mandrara I. Zanak’i Dada – Loko (miv) J. Ka-poka – Simba sy masiso (miv) – Matanjaka K. Mampalazany fahavaratra – Miantso

Mitsivalana

1. Fanalahidy 2. Bala (miv) – Noa 3. Katolika 4. Ikoto (miv) – II 5. Ni-latsaka 6. Kary 7. Latsabato 8. Otra– Ony 9. Niakaranao 10. Ha (miv) –Anio – TT

Mitsangana

A Fokonolona B. Aty – Hita (miv) D.Na-tolotra E. Aloka – Saka F. Lalitra – ANG. Aby – Bory H. Kiaka – Ao I. Nota-kianay (miv) J.Do – Tanora (miv) K. Iray– Toy (miv)

Valiny Teny mifanaraka 0354

Fandriana

Fanekena

Eny amin’ny lanitra

Karatra

Todika (miv)

Iray

Ny mety sy

sahaza

Mpanoritra

Nahatazana

Tao

FFKM

Vorona (BR)

Tsy marina(miv)

Ho vitaina(miv)Naoty

Karazan-kira

Tady

Nisintaka (BR)

Toherina (miv)

Esotra

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 355

Fampisakafoana

Misy olana ny Resto Le Localany Libanona Fort-Dauphin

ADY AMIN’NY KOLIKOLY

Tsy afa-po amin’ny asan’ny Bianco ny APM

Ny filohan’ny Antoko PolitikaMadio.

Misedra olana ankehitriny ny tompon'ny Resto LeLocal aty Fort-Dauphin faritra Anôsy, satria ilay teratanyvahiny mizaka ny zom-pirena Malagasy atsy amin'nyNosy La Réunion manaraka fitsaboana, efa ho an-tao-nany maromaro. Nampanofainy ilay toerana. Tato ao-riana tsy nahavoaloa ny vola hofantrano ilay ramatoa.Niakatra fitsarana ny raharaha. Nahazo ny rariny ny LeLocal. Marihina fa nahavita nanefa ny vola ara-dalànai GA. Nanaitra anefa ny fanapahan-kevitry ny tampo-nandraikitra iray ao amin'ny faritra Anôsy momba ity ra-haraha ity: nampiakarina ho in-5 avo heny ny hofan'nyLe Local. Teo aloha 2.400.000 Ar ny hofany, lasa10.000.000 Ar ankehitriny, tena fanararaotana. Midikafa fandroahana ankolaka na fanamparam-pahefanaizao fihetsika izao . Araka ny loharanom-baovao, efavonona ny olona hamarotan'ilay tompon’andraikitra aoamin'ny faritra ity Resto Le Local ao Libanona ity. Bi-zina indray no adiny ao. Marihina fa ny dosie rehetramahakasika an'ilay Resto Le Local dia efa any amin'nyfitondrana foibe. Manao tany lavitra andriana. Ny aferamaloto toy izao no mampaloto hatrany ny fitondranaankehitriny.

RM. Fort-Dauphin

Ny Resto Le Local any Fort-Dauphin.

PHARMACIES DE GARDE

26/06/2021 hatramin’ny

03/07/2021

- RASOLONJATOVO (Anosy

en face HJRA) 020 24 570

38/034 64 838 61

- ANDOHATAPENAKA (67ha

sud Route FDC près station

Galana) 020 22 670 70/034 02

670 70/032 12 670 70

- SOARY (Iadiambola Ampa-

sapito) 020 22 410 58/032 11

248 05

- PROVIDENCE (Ando-

han'Analakely près ex cinéma

Rex) -020 26 407 27 / 034 52

002 90 / 033 13 481 42

- RALISON (Antanimena) 034

44 429 51

Mpiandryraharaha