Transcript
Page 1: T e-ka e a Talata 7 janoary 2020 7 Mpiandry FANJIFANA ......T e-ka e a Lah 1000 7 FANJIFANA Sarona ireo entana lany daty nokasaina hamidy Noho ny fihotsahan’ny tany, vokatry ny riaka

7Lah 1000Toe-karena

FANJIFANA

Sarona ireo entana lany datynokasaina hamidy

www.gvalosoa.com

Noho ny fihotsahan’nytany, vokatry ny riakamandeha amin’ny arabeamin’ny lalana any amin’ny lalampirenena voalo-hany (RN1) iny amin’izaofotoana, dia ahiana ho ta-paka izany lalam-pirenenaizany. Ny RN1 dia làlanamampitohy an'Antanana-rivo sy Tsiroanomandidy,lalampirenena izay ani-san'ireo tsara indrindra etoamintsika ankehitriny. Tan-didonin-doza ireo mpan-deha amin’izany lala na

izany noho io fihotsahanaamin’ny lalana io. Afakakely an’ Analavory no ahi-

tana izany fahasimbanaamin’i ty lalana ity izany.

Aly

Talata 7 janoary 2020

Ny fahasimbana amin’ny RN1, afaka an’Analavory.

Tany mihotsaka

Ahiana ho tapaka ny lalampirenena voalohany (RN1)

Azo lazaina ho faly ireo mpia-sam-panjakana, raha nilaza nyFiloha Andry Rajoelina tamin’nyfaran’ny taona lasa teo, fa haka-rina 13% ny karaman’ny mpia-sam-panjakana. Sambany nonisy izany hoy izy nefa raha nytena marina, tsy nisy fampaka-rana karama tamin’ny taon-dasaary raha miampy ny amin’itytaona ity, izay tsy fisian’ny fam-pakarana tamin’ny herintaonaizay dia izay no manome ilayfampakarana 12,7% ao amin’nytetibolam-panjakana fa tsy 13%akory aza. Raha resaka tetibola,mbola volabe izany 0,3% izany.Ankoatra izay, ny manana ka-

rama betsaka no tena hahazotombontsoa amin’io fampaka-rana io, satria ny mikarama 200000 Ar dia tsy hisy afa-tsy 26000Ar ny fanongan’ny karamany, fany mandray 1 tapitrisa Ar isam-bolana ohatra, mahatratra hatra-min’ny 130 000 Ar ny fison-drotana ho azony, izany hoe toyny tain’alika izy ity ka ny avoihany no tovonana. Ny mpiasahafa toy ny mpiasa amin’ny tsymiankina dia mbola tsy fantatrany mahakasika azy ireo mombaity fisondrotana ity, ny mpiasatena sy ny sarambabem-ba-hoaka ihany koa tsy hahazoizay anjara masoandrony, noho

izany, tsy maintsy hampakatrany vidin-javatra izay hamidiny syvokariny ireo mpiasa tena mbahanentsenana ny banga tokonyho fenoina ho azy ireo, satria nyfampakarana 13% ny karamadia azo lazaina fa ampahanyvitsy amin’ny vahoaka Malagasyihany, eo amin’ny 2 hetsy la-tsaka izy ireo, miohatra amin’nyvahoaka Malagasy manontolomiisa 25 tapitrisa. Noho izany,ny maro an’isa ihany no hibabyny voka-dratsin’izao fampaka-rana ho 13% ny karaman’nympiasam-panjakana vitsy an’isaizao.

Aly

Fanondrotana karama 13%

Hampidangana ny vidim-piainana

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE04/01/20 hatramin’ny

11/04/20

- RAKOTOARIVONY(Analakely en face lycéeRabearivelo) 020 22 24064/034 45 222 05

- SANTE (Behoririka 1èreà droite après StationShell) 020 22 540 32/032 05 540 32 / 033 12434 73 / 034 70 684 04

- H (Andrefan'Ambohija-nahary) 032 05 11165/034 14 011 65

- NY AINA (Andravoa-hangy Ambony) 020 22229 95

- AICHA (près CENAM67ha) 020 22 620 02

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1000-01-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Ireo entana lany daty, sarona dia nopotehana,tany Sambava.

Eo amin’ny sehatry ny fanjifana ny entana samyhafa ilain’ny mponina andavanandro, sarona tanySambava, faritra Sava, ireo entana lany daty no-

kasaina hamidy amin'ny mpanjifa. Tranga mampala-helo no misy amin'ny mpivarotra maromaro, izay mbolaminia mivarotra entana efa fantany fa lany daty, izaymisy fiantraikany amin'ny fahasalaman'ny mpanjifa. «Manerana ny faritra SAVA dia samy nahatratrarana avy», hoy ny Talem-paritry ny varotra sy ny fanjifana, BeChristophe teo ampamotehana ireo entana lany datyny zoma teo, sady nampianatra ny olona izay tsy ma-nana fahazarana amin’ny fijerana ny daty misoratraamin’ireo entana hovidiany, mba ho mahina hatranymanomboka izao. «Nahoana no miverimberina foanaireo tranombarotra izay hahatratrarana zavatra tahakaity ka mbola mamerina hatrany izay raisinay ho fanam-poizina anay», hoy ny fanontanian'ny mpanjifa. Milamailo hatrany arak’izany ny mpanjifa, hijery ny datyamin’ireny entana samy hafa ireny, izay ilainy amin’nyfiainany andavanandro.

Stefa

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 305

Mitsivalana- Kalanoro

- Ala – Tava

(Miv)

- Na – Diana

- Dimy – Io

- Inona – Ry

- Dada – AAA

- Tiko (Miv)

Mitsangana- Kandida

- Alaina

- La – Mody

- Dina

- Nay

- Ovay – Ak

- Ranoray

- Ota – Tay (Miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00330044))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana1. Fitafiana fahiny – Iray 2. Milaza fotoana 3. Fialamboly –Anaty rano 4. Hazo marobe – Atody vokatra 5. Mamarana nyfianarana 6. Tsipy (Miv) – Mari-bola 7. Tolonao 8. Ovaina toe-rana 9. Lalao baolina (Miv) – Atsahatra 10. Mivazo – Tsirinteny(Miv)

MitsanganaA. Vohay – Hekitara B. Tanàna iray ao Avaradrano – Repo-blika D. Mampifandray toerana samihafa – Ao amin’ny va-tana E. Vizana – Fitaovana fanadiovan trano (Miv) F. May(BR) – Kopy mitovy G. Foibe – Fanitarana H. Mpanondrotoerana – Nisintaka I. Mpanondro – Zava-maneno J. Anela-nelan’ny taona – Matoanteny (Miv) K. Tsy marina (Miv) – Tso-foka

Mitsivalana

1. Taranany 2. Diso (Miv) – Lap(a) 3.Nanahary 4. Ako – Tale (Miv) 5. Ma-nina (Miv) – Os(y) 6. Inona ? – Basy 7.Si – Kisoa (Miv) 8. Ony – Mi – Tsy 9.Na – Laninay (Miv) 10. Aiky – Alamo

Mitsangana

A Tana(masoandro) – Anosy (Miv) B.Aka-ninay D. Ronono E. Asa – Ina – YY F. Ni-hena – Ma G. Adala – Aina H. Rambo –Il(o) I. Tily (Miv) – Antsa (Miv) J. Masiso(Miv) K. Mpitsikilo

Valiny Teny mifanaraka 0304

Andosirana

Tsapa

Natoky (BR)

Toerana

Zava-maitso

(BR)

Ora fiasana

Ilo (Miv)

Tovona (Miv)

Maro loko (Miv)

Fihaonambe

Hekitara

Nitondra zaza

Naman’Ikoto

Fetsy

Mpanjaka

Kaloko

Matoanteny

Taova (BR)

Misintaka

(Miv)

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 305

Recommended