13

Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

  • Upload
    others

  • View
    26

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe
Page 2: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe
Page 3: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

2

Raketiko ato am-poko…

Iza no namorona

1 Eken'ny finoako Ho tena Lova tsara Ny Teny Fahamarinana Sy Fampanantenana 2 Fanilo manazava Ny fiainako hatrizao Mitantana ny diako Hanao izay Sitrakao

3 Hijoro aho hitory Ny asam-pamonjena Tehiriziko ny Teny Manome Fahendrena 4 Ny Teny Masinao Voaraiko fahazaza No mampahery ahy Na rehefa antitra aza

1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe misia, dia indro nisy izany 2. Zay rehetra vita dia hitany fa tsara Tsisy ny tomika fa tsara karakara Moa va tsy toy izany no nanaovany ahy Tsy vatako ihany, fa saina sy fanahy

Fiv . Raketiko ato am-poko Tsy mba hohadinoiko

Page 4: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

Dans le ciel d’Abraham

1- Le premier des croyants a quitté son pays Qu u ’ é ch v c u . Pè ’ v , c u t u Av c M ï , v c v , u ch t ’ é c . 2- Le premier des croyants a regardé la nuit ét u c , ’ f . Il a vu ses enfants, sa grande descendance. Av c M ï , v c v , u ch t ’ é c .

3- Le premier des croyants a donné à manger

Aux visiteurs de Dieu venus lui annoncer : Sara aura un fils, car Dieu fait des merveilles.

Av c M ï , v c v , u ch t ’ é c . 4. Le premier des croyants a aussi accepté c f f , u ’ é : u f ucu , c tu ’ f t c f c .

Av c M ï , v c v , u ch t ’ é c

Nous sommes les étoiles c ’Ab h ’ét c , Enfants de la promesse Nous sommes les étoiles c ’Ab h ’ét c , Qui b t u cœu Dieu

Page 5: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

4

Je Suis

1 Je suis le Fils de David, ’ét u t Je suis le lion de Juda, Je suis, je suis J u , ’A h t ’O ég Le commencement et la fin Le premier et le dernier, Je suis, je suis

3 J u , ’A h t ’O ég Le commencement et la fin Le premier et le dernier, Je suis, je suis Et je suis la Vérité, la Parole de Dieu J u ’ g u, Je suis, je suis,

4 Je suis Roi des rois, Dieu tout puissant Je suis Seigneur des seigneurs Dieu souverain, qui était, qui est et qui viendra Je suis, je suis le Christ Je suis celui qui suis Le seul Seigneur Amen

2 Et je suis la Vérité, La Parole de Dieu J u ’ g u, Je suis, je suis, Je suis la résurrection, je suis la vie Je suis vivant pour toujours, Amen, amen

Page 6: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

Zava-Tsoa tokoa

1.Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao;

Tompo Andriamanitra ô! Teny mahasoa, aina, hery koa

Mba ho an’izay manoa

2. Ry Jesosy ô, Mpampianatray!

Maminay ny teninao; Taomy izahay,

mba hahaizanay

Hankato ny didinao

Refrain : $1

Garçon: Soa, soa, soa, soa Fille: Soa e e

Garçon: Soa tsy manam-paharoa Fille: Soa a a

Garçon: Ny fitsipikao Fille: Soa e e

Garçon: Iravoanay Fille: Soa a a

Garçon: Fa harena be

Ensemble: Sarobidy tsy hafoy

Izany didinao Famonjena ho an’izay mandre

Page 7: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

6

Dera ho anao– Joy to the world

1.Dera ho Anao, ry Tompo o Andriamanitray Fa nomenao anay Mesia mpanjakanay Mpamonjy no olon’ety Zay mpanota ary koa very dia Mba hiverin’indray ao aminao 2. Koa mitsangana isika izao Handeha hihoby hoe Haleloia hosana, ry zanak’i Davida Voninahitra anie ho Anao Ry mpanjaka sy Tompo tsitoha E Hosana, Haleloia, mandrakizay

3. Joy to the world The Lord has come Let earth receive her King Let every heart prepare him room And heaven and nature sing And heaven and nature sing And heaven and heaven and nature sing 4. Joy to the earth The Savior reigns Let men their songs employ While fields and floods Rocks, hills, and plains Repeat the sounding joy Repeat the sounding joy Repeat, repeat the sounding joy joy

5. He rules the world With truth and grace

And makes the nations prove The glories of His righteousness

And wonders of His love And wonders of His love

And wonders, wonders of His love

Page 8: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

Avoir Dieu pour ami…

Avoir Dieu pour ami, Marcher main dans la main.

Vivre en pleine harmonie, Suivre le même chemin.

Avoir Dieu pour ami,

Marcher main dans la main. Vivre en pleine harmonie,

Construire nos lendemains.

Joie d'un compagnon de joie, Celle d'un ami tout proche de moi.

Paix d'un compagnon de paix, Ami fidèle à jamais.

Vie d'un compagnon de vie,

Rythme de mes jours et de mes nuits. Cœu 'u c g cœu ,

Souffle même du Seigneur !

Dieu d'amour, mon ami, Chaque jour je veux partager ta vie.

Page 9: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

8

Soa ihany

Izao Noely izao

Soa ihany, soa tokoa Soa ihany fa tonga ianao Jeso E nandao ny lanitra, Nefa zanak’Andriamanitra Jeso be fitiavana, Ianao re no lay mpampihavana, Mampahay mampiara dia ny mponin’an-tany ety O, Mampahay mampiara dia ny mponin’an-tany ety Noely o, hitondray, Fiovam-po tsara izahay Ary ny hampitandremana Ny fandrimpalemana

1. Tonga lay zazakely, Lay zanakin’ny Ray Mifaly ireo anjely, Rebika tsy manahy Fa Jeso lay Mesia, Tonga hanavotra Antsika izay mania Mpanota sasatra. (DC) DS1 DS2 Ref: $1 Tsy ho toy ny teo aloha, Izao Noely izao Fa hitondra zava-tsoa, Ho fanantenana ho ahy sy ho anao $2 Fa tsy ny akanjo soa, Sy ny endrika ivelany ihany No hanehoana ny ao am-po Fa ny fanahy sy fanaovan-tsoa $3 Mba ho Noely fiovam-po

2. Irinay mba hitoetra ‘Zao hafaliana izao Ny fiainanay rehetra Toy izao Noely izao Ndeha hidera sy hihoby Mpanjaka lehibe Teraka an-tranon’omby Ka mba meteza re. (DC) DS1 DS2 DS1 DS2 DS2 DS3 DS3

Page 10: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

J’ai un cœur qui bat…

1.J' u cœu qu b t, u th cœu Oui pas à pas je marche avec le Seigneur J' u cœu qu b t, u th ffé t Depuis que j'ai laissé Dieu marcher devant

Refrain: J' u cœu qu b t, u th cœu Oui pas à pas je marche avec le Seigneur J' u cœu qui bat, un rythme différent

Depuis que j'ai laissé Dieu marcher devant

2. Moi je veux le suivre, pour lui ressembler Parce que je l'admire, je veux le montrer Moi je veux le suivre, pour lui ressembler Je veux le servir et vraiment l'aimer 3. Je viens lire son livre, je viens lui parler Pour mieux le connaître et le rencontrer Je viens lire la Bible, je viens lui parler Simplement pour être à ses côtés 4. C'est lui qui me montre, c'est lui qui m'apprend A vivre pour l'autre, à l'aimer vraiment C'est lui qui me montre, c'est lui qui m'apprend A ne faire à l'autre rien de méchant J' u cœu qu b t, u th cœu Oui pas à pas je marche avec le Seigneur J' u cœu qu b t, u th ffé t Depuis que j'ai laissé Dieu marcher devant Depuis que j'ai laissé Dieu marcher devant Depuis que j'ai laissé Dieu marcher devant u qu j' é u ch … devant

Page 11: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

10

Nous sommes reconnaissants…

Chaque promesse…

Nous sommes reconnaissants Père Eternel

Ton Amour n'a pas de pareil Tu nous abreuves de tes enseignements Te suivre est notre engagement

1.Tu nous dis : "Mon fils, n'oublie pas mes paroles" Oh Seigneur, v u qu t cœu g t préceptes " Crains l'Eternel, détournes-toi de tout mal", de tout mal 2. "Confie-t 'Et t ut t cœu " Oh Seigneur, tu connais toutes nos faiblesses N'aie crainte l'Eternel te donne sa sagesse, sa sagesse 3. "Honore l'Eternel avec tous tes biens" Oh Seigneur, que nous portions du bon fruit Entre dans la Gloire de Jésus-Christ, Jésus-Christ

Ch qu b b ’ t t Chaque chapitre et tous les versets sont les miens t ’ u u S g u Ch qu b b ’ t t S g u ’ u t Donne-moi toujours la soif de prier Donne- ’ bé c t P Qui instruit console révèle ta volonté

Page 12: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

Saotra, Dera, Laza…

1. Saotra, dera, laza, ho Anao ry Ray! Nanasoa hatrany ny fiainanay. Sekoly Alahady, maminao tokoa, Nofinidinao ho zanaka manoa Ref:Raha mandalo ady sy fakam-panahy, Ao ny teninao miaro sy mitahy. Mampahery ireo izay reraka am-po, F j h ’ t k t . 2. Tompo o! Ampio ny madinikao, Tsy mba hanadino ny fitsipikao. Fa ny teninao no aoka ho maminay, Ho fiainanay, anio, mandrakizay.

3. Ireo fikasana, sy ny ho avinay, Indro an-tànanao ry Ray malalanay. Ny fitsipikao no ho fanilonay, Hanazava hatrany izany dianay 4. Ho Anao tokoa, ho Anao mandrakizay, Izany faniriana aty anatinay. Tsy hanahy satria ny Teny masinao, Antoka sy toky ho anay zanakao.

Page 13: Raketiko ato am-poko...Na rehefa antitra aza 1. Iza no namorona ny tany sy ny lanitra Ny trondro sy ny vorona, moa va tsy Andriamanitra? Ry masoandro iry sy ny fahazavana Ho izy hoe

12

Taninketsan’ny Fiangonanao…

Taninketsan’ny fiangonanao Ny Sekoly Alahady Jesosy ô

Ka irianay tokoa mba hamokatra voa Tena mendrika ny Voninahitrao

Angatahanay ny Fanahinao Hitahiry anay mba ho tsara

Ho zaza manoa, mahay mankato Hanahaka Anao Tompo soa

Tsinjovy Jesoa, tantano Jesoa

Izahay ondry kely matoky Anao Koloy mba ho soa, hadio ao am-po

Ho vavolombelona hitory Anao Dera, Laza sy Voninahitra

No asandratray ho fanajana Anao Tomponay, Jesoa tia anay

Anio sy ho mandrakizay