4
y Nomery 26.1-27.1 .- nyanton'ny fahatezeran'i Mosesy koa ny tranga mikasika ilayvehivavy Midianita tamin'ny niarovan'ny vahoaka ny ain'nyvehivavy midianita (31.15-18). 26.1-65 Fanisana faharoa Antsoina hoe Nomery ity boky ity, araka ny voamarika taoamin'ny teny fampidirana, noho izy milaza ny amin'ny fanisana ny zanak'Israely. Tao an-tendrombohitra Sinay (1.2)no nanisana voalohany ny Israelita ary isaina fanin- droanyao amin'ny tany lemak'i Moaba ankehitriny, mialoha ny hidirany ny tany Kanana (toko faha 26). Tsy milaza nyamin'ny fanisana ihany ity toko ity (26.1-51, 57-62) fa manometorolalana koa ny amin'ny fomba hizarana ny tany (26.52-56sy milaza ny nahafatesan'ny taloha rehetra afa- tsyi [osoa sy i Kaleba (26.63-65) ihany . Misy zavatra telo lehibe manamarika ity fanisana faharoa ity. Voalohany, manomana taranaka Israelita vaovao ho amin'ny asa lehibe farany dia ny fakana ny tany nampanantenaina (26.1-4) ny fanisana ny lehilahy mahery hianady. Faharoa manaraka izany, mampivohitra nytsy maha eo intsony ny taranaka tsy mina taloha izay nisaina tamin'ny fanisana voalohany izy. Maty tany an'efi- tra noho ny nanotany tamin'ny Andriamanitra (26.64-65) ny vahoaka izay feno roapolo taona tamin'ny fotoana nivoahana tany Egypta (afa-tsy i Kaleba zanak'i Jefone sy i [osoa zanak'i Nona). Hahazo ny fitahiana sy ny tombon- tsoahandova ny tany nampanantenaina ny taranaka vaovao nandimby azy ireo. Fahatelo manaraka izany, manolotra nyfaritra hanatanterahana ny fizaran-tany (26.52-56) ity fanisana ity. Nambaran'Andriamanitra tamin'i Mosesy fa araka ny hamaroan'ny foko no hamaritana ny fizaran-tany. Ny maro isa homenao zara-tany bebe kokoa; ary ny vitsy isa homenao kelikely kokoa (26.54). Azo jerena amin'ny fafana manaraka, izay mampitaha ny vokatry ny fanisana voalohany sy ny faharoa ny hamaroan'ny foko tsirairay sy ny nitomboany na ny nihenanynandritra ny efapolo taona tany an'efitra. Ny isan'ny mponina nialoha sy taorian'ny efapolo taona tanyan'efitra a .) 1 'f Fanisana voalohany Fanisana faharoa Foko Toko sy lsany Toko sy Isany andininy andininy Robena 1.20-21 46.500 26.5-11 43.730 Simeona 1.22-23 59.300 26.12-14 22.200 Gada 1.24-25 45.650 26.15-18 40.500 Joda 1.26-27 74.600 26.19-22 76.500 Isakara 1.28-29 54.400 26.23-25 64.300 Zebolona 1.30-31 57.400 26.26-27 60.500 Efraima 1.32-33 40.500 26.35-37 32.500 215 Manase 1.34-35 32.200 26.28-34 52.700 Benjamina 1.36-37 35.400 26.38-41 45.600 Dana 1.38-39 62.700 36.42-43 64.400 Asera 1.40-41 41.500 36.44-47 53.400 Naftaly 1.42-43 53.400 26.48-50 45.400 Fitambarany 603.550 601.730 Amin'ny alalan'ny antsapaka no hamaritana ny toerana misy ny anjara lovan'ny foko tsirairay mba ho ara-drariny ny fizarana ary mba hisorohana koa ny disadisa mety hitranga (26.52-56; jer. ny 33.53-54). Matetika no nampiasana io teknika io mba handravonana disadisa. Matoky ny fandaminan'Andriamanitra ny Zanak'Israely rehefa atao toy izany ny antsapaka. Tsara ny mampiavaka an'io fomba fanao io, izay natao handehanana araka ny rariny sy hisorohana fanavakavahana, amin'ny lalao antsapaka ara- barotra, izay lalao miankina amin'ny kisendrasendra sy ny fanodinkodinana ny vokany ataon'ny sasany ka mamotika ny nofinofin'ny mahantra sy manaisotra eo an-tanany izay vola tokony hilainy amin-javatra hafa. Nisaina manokana toy ny teo aloha ny Levita, satria tsy natao hiantafika izy ireo; ary tsy natao ho mpandova tany ho azy (26.57-62; jer. ny 18.23-24). 27.1-11 Ny zanakavavin'i Zelofehada Niorina betsaka tamin'ny fanjakan- dehilahy ny fiaraha- monina tranainy israelita, toy ny amin'ny fiarahamonina afrikana maro, koa natokana ho an'ny lehilahy ny resaka fananan-tany sy lova ary fitondrana. Miteraka olana anefa izany rehefa tsy manana zanaka lahy ny fianakaviana iray toy izay niseho tamin'i Zelofehada avy amin'ny fokon'i Manase. Mihazona ny tantarany amin'ny fahatsiarovana ny tetiharana sy ny anaran'ny lehilahy ny fiarahamonina izay miorina amin'ny fanjakan-dehilahy. Fantatra, noho izany, amin'ny alalan'ny razambeny lehilahy amin'ny maha zanak 'i Hefera, zanak 'i Gileada, zanak 'i Makira, zanak 'i Manase azy (27.1a). Ahitana io lesoka io koa ny fandikan-teny sasany satria tsy fantatr'izy ireo hoe ny zanakavavy, fa tsy i Zelofehada, no enti-milaza eo amin'ny fehezan-teny ao amin'ny 27.1, eo amin'ny teny Hebreo. Mety ny nandikan'ny NIV io fehezan-teny io fa tsy izany kosa ny an'ny hafa, toa ny CEY, izay nihevitra fa ny ray no enti-milaza koa natombony tamin'ny hoe ' Avy amin'ny fokon'i Manase i Zelofehada ary niteraka zanakavavy dimy izy.' Nanao fahadisoana toy izany koa ny dikanteny Iraqw raha nanao hoe: Selofehadi garmoo Yosefu 1 dasuu kon. Umer'in a ti: Mala nee Noa, nee Hogla, nee Milka nee Tirsa. Manaja ny teny Hebreo nandikana voalohany, kosa ny dikatenin'ny Baiboly amin'ny teny Masay (Biblia Sinyati) ka apetrany amin'ny toerana natao ho azy ny zanakavavin'I Zelofehada: Neitoki

Nomery 26.1-27 - mampita.eumampita.eu/fpmabx/baiboly_heviteny/Les_12_tribus_foko_ISRAEL.pdf · hamaroan'ny foko tsirairay sy ny nitomboany na ny nihenanynandritra ny efapolo taona

  • Upload
    others

  • View
    3

  • Download
    1

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: Nomery 26.1-27 - mampita.eumampita.eu/fpmabx/baiboly_heviteny/Les_12_tribus_foko_ISRAEL.pdf · hamaroan'ny foko tsirairay sy ny nitomboany na ny nihenanynandritra ny efapolo taona

y

Nomery 26.1-27.1

.-

nyanton'ny fahatezeran'i Mosesy koa ny tranga mikasikailayvehivavy Midianita tamin'ny niarovan'ny vahoaka nyain'nyvehivavy midianita (31.15-18).

26.1-65 Fanisana faharoaAntsoina hoe Nomery ity boky ity, araka ny voamarikataoamin'ny teny fampidirana, noho izy milaza ny amin'nyfanisana ny zanak'Israely. Tao an-tendrombohitra Sinay(1.2)no nanisana voalohany ny Israelita ary isaina fanin-droanyao amin'ny tany lemak'i Moaba ankehitriny, mialohanyhidirany ny tany Kanana (toko faha 26). Tsy milazanyamin'ny fanisana ihany ity toko ity (26.1-51, 57-62) famanometorolalana koa ny amin'ny fomba hizarana ny tany(26.52-56sy milaza ny nahafatesan'ny taloha rehetra afa-tsyi [osoa sy i Kaleba (26.63-65) ihany.

Misy zavatra telo lehibe manamarika ity fanisanafaharoa ity. Voalohany, manomana taranaka Israelitavaovao ho amin'ny asa lehibe farany dia ny fakana nytany nampanantenaina (26.1-4) ny fanisana ny lehilahymahery hianady. Faharoa manaraka izany, mampivohitranytsy maha eo intsony ny taranaka tsy mina taloha izaynisaina tamin'ny fanisana voalohany izy. Maty tany an'efi-tra noho ny nanotany tamin'ny Andriamanitra (26.64-65)ny vahoaka izay feno roapolo taona tamin'ny fotoananivoahana tany Egypta (afa-tsy i Kaleba zanak'i Jefone syi [osoa zanak'i Nona). Hahazo ny fitahiana sy ny tombon-tsoahandova ny tany nampanantenaina ny taranaka vaovaonandimby azy ireo. Fahatelo manaraka izany, manolotranyfaritra hanatanterahana ny fizaran-tany (26.52-56) ityfanisana ity. Nambaran'Andriamanitra tamin'i Mosesy faaraka ny hamaroan'ny foko no hamaritana ny fizaran-tany.Ny maro isa homenao zara-tany bebe kokoa; ary ny vitsy isahomenao kelikely kokoa (26.54).

Azo jerena amin'ny fafana manaraka, izay mampitahany vokatry ny fanisana voalohany sy ny faharoa nyhamaroan'ny foko tsirairay sy ny nitomboany na nynihenanynandritra ny efapolo taona tany an'efitra.

Ny isan'ny mponina nialoha sy taorian'ny efapolo taonatanyan'efitra

a.)

1

'f

Fanisana voalohany Fanisana faharoaFoko Toko sy lsany Toko sy Isany

andininy andininyRobena 1.20-21 46.500 26.5-11 43.730Simeona 1.22-23 59.300 26.12-14 22.200Gada 1.24-25 45.650 26.15-18 40.500Joda 1.26-27 74.600 26.19-22 76.500Isakara 1.28-29 54.400 26.23-25 64.300Zebolona 1.30-31 57.400 26.26-27 60.500Efraima 1.32-33 40.500 26.35-37 32.500

215

Manase 1.34-35 32.200 26.28-34 52.700Benjamina 1.36-37 35.400 26.38-41 45.600Dana 1.38-39 62.700 36.42-43 64.400

Asera 1.40-41 41.500 36.44-47 53.400Naftaly 1.42-43 53.400 26.48-50 45.400

Fitambarany 603.550 601.730

Amin'ny alalan'ny antsapaka no hamaritana ny toeranamisy ny anjara lovan'ny foko tsirairay mba ho ara-drariny nyfizarana ary mba hisorohana koa ny disadisa mety hitranga(26.52-56; jer. ny 33.53-54). Matetika no nampiasanaio teknika io mba handravonana disadisa. Matoky nyfandaminan'Andriamanitra ny Zanak'Israely rehefa ataotoy izany ny antsapaka. Tsara ny mampiavaka an'io fombafanao io, izay natao handehanana araka ny rariny syhisorohana fanavakavahana, amin'ny lalao antsapaka ara-barotra, izay lalao miankina amin'ny kisendrasendra sy nyfanodinkodinana ny vokany ataon'ny sasany ka mamotikany nofinofin'ny mahantra sy manaisotra eo an-tanany izayvola tokony hilainy amin-javatra hafa.

Nisaina manokana toy ny teo aloha ny Levita, satria tsynatao hiantafika izy ireo; ary tsy natao ho mpandova tanyho azy (26.57-62; jer. ny 18.23-24).

27.1-11 Ny zanakavavin'i ZelofehadaNiorina betsaka tamin'ny fanjakan- dehilahy ny fiaraha-monina tranainy israelita, toy ny amin'ny fiarahamoninaafrikana maro, koa natokana ho an'ny lehilahy ny resakafananan-tany sy lova ary fitondrana. Miteraka olana anefaizany rehefa tsy manana zanaka lahy ny fianakaviana iraytoy izay niseho tamin'i Zelofehada avy amin'ny fokon'iManase.

Mihazona ny tantarany amin'ny fahatsiarovana nytetiharana sy ny anaran'ny lehilahy ny fiarahamonina izaymiorina amin'ny fanjakan-dehilahy. Fantatra, noho izany,amin'ny alalan'ny razambeny lehilahy amin'ny maha zanak 'iHefera, zanak 'i Gileada, zanak 'i Makira, zanak 'i Manaseazy (27.1a). Ahitana io lesoka io koa ny fandikan-tenysasany satria tsy fantatr'izy ireo hoe ny zanakavavy, fa tsyi Zelofehada, no enti-milaza eo amin'ny fehezan-teny aoamin'ny 27.1, eo amin'ny teny Hebreo. Mety ny nandikan'nyNIV io fehezan-teny io fa tsy izany kosa ny an'ny hafa,toa ny CEY, izay nihevitra fa ny ray no enti-milaza koanatombony tamin'ny hoe ' Avy amin'ny fokon'i Manase iZelofehada ary niteraka zanakavavy dimy izy.' Nanaofahadisoana toy izany koa ny dikanteny Iraqw raha nanaohoe: Selofehadi garmoo Yosefu 1 dasuu kon. Umer'in a ti: Malanee Noa, nee Hogla, nee Milka nee Tirsa. Manaja ny tenyHebreo nandikana voalohany, kosa ny dikatenin'ny Baibolyamin'ny teny Masay (Biblia Sinyati) ka apetrany amin'nytoerana natao ho azy ny zanakavavin'I Zelofehada: Neitoki

Page 2: Nomery 26.1-27 - mampita.eumampita.eu/fpmabx/baiboly_heviteny/Les_12_tribus_foko_ISRAEL.pdf · hamaroan'ny foko tsirairay sy ny nitomboany na ny nihenanynandritra ny efapolo taona

Fanisana voalohany Fanisana faharoa

Foko Toko sy Isany Toko sy Isanyandininy andininy

Robena 1.20-21 46.500 26.5-11 43.730Simeona 1.22-23 59.300 26.12-14 22.200Gada 1.24-25 45.650 26.15-18 40.500Joda 1.26-27 74.600 26.19-22 76.500lsakara 1.28-29 54.400 26.23-25 64.300Zebolona 1.30-31 57.400 26.26-27 60.500Efraima 1.32-33 40.500 26.35-37 32.500

Page 3: Nomery 26.1-27 - mampita.eumampita.eu/fpmabx/baiboly_heviteny/Les_12_tribus_foko_ISRAEL.pdf · hamaroan'ny foko tsirairay sy ny nitomboany na ny nihenanynandritra ny efapolo taona

1 l'CI J L.V. 1 -L., . 1 L

isika Manase 1.34-35 32.200 26.28-34 52.700.a ny

Benjamina 1.36-37 35.400 26.38-41 45.600

Dana 1.38-39 62.700 36.42-43 64.400

irika Asera 1.40-41 41.500 36.44-47 53.400

in'ny Naftaly 1.42-43 53.400 26.48-50 45.400.inay Fitambaranv 603.550 601.731

Page 4: Nomery 26.1-27 - mampita.eumampita.eu/fpmabx/baiboly_heviteny/Les_12_tribus_foko_ISRAEL.pdf · hamaroan'ny foko tsirairay sy ny nitomboany na ny nihenanynandritra ny efapolo taona

Fanisana voalohany Fanisana faharoaFoko Toko sy Isany Toko sy Isany

andininy andininy

Robena 1.20-21 46.500 26.5-11 43.730Simeona 1.22-23 59.300 26.12-14 22.200Gada 1.24-25 45.650 26.15-18 40.500Joda 1.26-27 74.600 26.19-22 76.500lsakara 1.28-29 54.400 26.23-25 64.300Zebolona 1.30-31 57.400 26.26-27 60.500Efraima 1.32-33 40.500 26.35-37 32.500