24
FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014 ADY AMIN’NY HERISETRA SY PAIKADY AMIN’NY TAONA 2015 Ity sokajy ity dia entina hankasitrahana ireo nahavita asa miavaka hanatrarana ny tanjon’ny Fenitry ny SADC hampihenana ny tahan’ny herisetra amin’ny antsasany amin’ny 2015. Ao anatin’izany ireo tetikasa hisorohana sy hiadiana amin’ny herisetra ary ny fanohanana ireo olona niharan’ny herisetra. *Tsy maintsy fenoina Lohateny (Fehezanteny iray mahafehy ny asa vita)* Fametrahana sampana tanora miady amin’ny herisetra tamin’ny alalan’ny fanentanana sy fampiofanana; fokontany Mokana 1. FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY Daty*(Daty hamenonao ity taratasy ity): 24 Marsa 2014 Anarana RANDRIANARIFIDINARIVO Fanampiny Andry Asa atao/Andraikitra Mpianatra 4ème année Droit/Mpanentana CECJ CAFF Kaominina Fianarantsoa I Fianarana vita Ambaratonga voalohany Ambaratonga faharoa Oniversit e Fanofana na ara- kasa Fampianaran a olon- dehibe Taona 18 - 30 31- 40 41 - 50 51 - 60 60 + Adiresy mailaka [email protected] Téléphone fixe Fax Finday 0344759670 Kaominina Fianarantsoa I Firenena MALAGASY Tranokalan’ny Fikambanana Lahy/vavy Vavy Lahy Sary Sarin’ilay olona hanolotra ny asa (Sary mazava tsara) 2. POROFON’NY ASA VITA: Ireto avy ireo karazanà porofo mety ampiarahina amin’ity taratasy ity* Eny/Tsia Drafitrasa/Laminasa ENY 1

genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

  • Upload
    others

  • View
    0

  • Download
    0

Embed Size (px)

Citation preview

Page 1: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2014ADY AMIN’NY HERISETRA SY PAIKADY AMIN’NY TAONA 2015Ity sokajy ity dia entina hankasitrahana ireo nahavita asa miavaka hanatrarana ny tanjon’ny Fenitry ny SADC hampihenana ny tahan’ny herisetra amin’ny antsasany amin’ny 2015. Ao anatin’izany ireo tetikasa hisorohana sy hiadiana amin’ny herisetra ary ny fanohanana ireo olona niharan’ny herisetra.

*Tsy maintsy fenoina

Lohateny (Fehezanteny iray mahafehy ny asa vita)* Fametrahana sampana tanora miady amin’ny herisetra tamin’ny alalan’ny fanentanana sy fampiofanana; fokontany Mokana

1. FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY

Daty*(Daty hamenonao ity taratasy ity): 24 Marsa 2014

Anarana RANDRIANARIFIDINARIVOFanampiny AndryAsa atao/Andraikitra Mpianatra 4ème année Droit/Mpanentana CECJ CAFFKaominina Fianarantsoa IFianarana vita Ambaratonga

voalohanyAmbaratonga faharoa

Oniversite

Fanofanana ara-kasa

Fampianarana olon-dehibe

Taona 18 - 30 31- 40 41 - 50 51 - 60 60 + Adiresy mailaka [email protected]éléphone fixeFaxFinday 0344759670Kaominina Fianarantsoa IFirenena MALAGASYTranokalan’ny FikambananaLahy/vavy Vavy LahySary Sarin’ilay olona hanolotra ny asa (Sary mazava tsara)

2. POROFON’NY ASA VITA: Ireto avy ireo karazanà porofo mety ampiarahina amin’ity taratasy ity*

Eny/TsiaDrafitrasa/Laminasa ENYLalàna Taratasy fanohanana avy amin’ny mpiara-miombon’antoka/fankasitrahana ny asa vita

ENY

Lahatsoratra an-gazety momba ny asa vitaLahatsoratra nosoratana na nalefa tamin’ny haino aman-jeryBoky kely fanentanana ENYDépliant ENY

1

Page 2: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Fitaovana hafa ENY

3. FANOLORANA NY ASA VITAFamaritana ankapobeny*Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny herisetra eo anivon’ny fokontany dia najoro mba hisian’ny tambazotra aro Zo sy ady amin’ny herisetra indrindra ny mba hivelaran’ny tanora eo amin’ny sehatry ny fifandraisana sy ny serasera. Notsoahina manokana ny fokontany Mokana, nahatsangana sampana taorian’ny fampiofanana izay niarahana tamin'ny fikambanana CECJ; ary koa ho fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny cellule de veille sy ny sampana tanora. Noho izany, nisy ny hetsika izay nataon’ny association CAFF sy ny CLUB DES JEUNES POUR LES DROITS HUMAINS tany amin’ny Centre de Formation Mahazengy Fianarantsoa( jereo sary), mba hisian’ny fifandraisana samy tanora ary koa ny anjara biriky oentin’ireo tanora ireo eny anivon’ny fiarahamonina misy azy raha sendra tranga herisetra. Vokatr’izany hetsika izany dia notohizana ny fandraisana andraikitry ny tanora ao amn’ny fokontany Mokana ka nahavitana izao asa izao. Tanjona fototra *

TANJONA FOTOTRA EO ANIVON’NY FIKAMBANANA MIASA:

- Fampihenana ny tranga herisetra amin’ny endriny isan-karazany - Fampahalalana ny Zo maha-olona- Fandriampahalemana sy famahana olana- Fampihavanana amin’ny tranga herisetra misy afa-tsy ny herisetra ara-nofo - Fampivelarana ny tanora eo amin’ny sehatra sosialy

TANJONA FOTOTRA ENY ANIVON’NY TOERANA IASANA:

- Fampandrosoana ny fokontany amin’ny lafiny filaminana - Fampahafantarana ny vahoaka ny fisian’ny cellule de veille sy ireo sampana tanora miady amin’ny herisetra ary koa ny andraikitra sahaniny- Fanamafisana ny fifandraisana amin’ny samy mpiara-miombon’antoka mba ho fampandrosoana maharitra

TANJONA FOTOTRA EO ANIVON’NY FARITRA IADIDIANA: - Fampandrosoana ny Faritra iadidiana: fahadiovana; fandriampahalemana sy filaminana- Fanapariahana ny tambazotra eny anivon’ny Fokontany 50

Antony nanatanterahana ny asa*Ireto avy ny antony nahatonga ahy hanatanteraka ny asa:- Amin’ny maha-mpikambana ahy ao amin’ny CECJ (Centre d’écoute et conseils juridiques) izay manao hetsika fanentanana isan-taona eny anivon’ny FKT, Kominina- Amin’ny maha-mpikambana ahy ao amin’ny Club des jeunes pour les droits humains- Ny fahitana ny fiakaran’ireo olona manantona ao amin’ny foibe ka nahitana tanora anisan’ny nankalaza ny hetsika natao tany Mahazengy- Ny fahitana fa mihamitombo ny tanora eto amin’ny faritra Fianarantsoa ka maro ny mianatra anefa maro ko ny tsy an’asa ka mandany fotoana amin’ny loka sy revy- Ny fahitana koa raha ny eo anivon’ny fokontany Mokana fa miakatra ny tahan’ny olona manana olana ara toka-trano, zanaka maditra, halatra ataona tanora tia madrairay zavamahadomelina sns…- Ny fahatsapana fa mila manampy ny cellule de veille amin’ny asany ny tanora izay vonona ao amin’ny FKT Mokana, iireo cellule izay tena miasa tokoa anefa noho izy ireo vitsy izay miisa telo vavy efa samy renim-pianakaviana ka tsy maharaka indraindray na ko mila hevitra avy amin’ny tanora voaofana mahakasika ny famahana olana na zavatra hafa ; satria mivelatra ny fokontany Mokana izay misy BBT efatra (Mokana ambony, Mokana ambany, Marivolanitra, Ilaindasitra)

Raha ny toe-java-misy eto amin’ny FKT Mokana mantsy no jerena dia matetika raha misy tranga herisetra manantona ny fokontany izay tsy voavahany ny ankamaroany dia averina eny amin’ny mpikambana cellule de veille ; ohatra amin’izany ny korontana ao an-tokatrano, vono sy ratra aton’ny vady maditra. Ao anatin’izany indrindra ny mpikambana cellule de veille no manantona ireo tanora mpikambana ao amin’ny foibe CECJ izay miara-mamaha ny olana misy.

2

Page 3: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Vokatr’izany dia mipetraka foana ilay fomba fiasa eny anivon’ny foibe CECJ Isaha izay ahitana olona roa farafahakeliny no mandinika ilay olana oentin’ilay olona. Teo no nahatsapana fa mila fanampiana amin’ny asany ny cellule de veille izay miparitaka sy misaratsaraka noho ny FKT mivelatra ka nanapahana hevitra hametraka sampana tanora miady amin’ny herisetra izay tanora mpanampy ny asan’ny cellule de veille.Asa vita *Inona avy ireo dingana narahina tamin’ny fanatanterahana ny asa? Inona avy ireo asa notanterahana isaky ny dingana tsirairay? 1 pejy

Ny amin’ny fametrahana ny sampana tanora miady amin’ny herisetra hiar-miasa amin’ny Cellule de veille:

Dingana 1: Fampahalalana na mis en contact ny tompon’andraikitra voalohany eo amin’ny Fokontany (sefo FKT na adjoint) fa hanao fanentanana eny amin’ny FKT ny fikambanana CECJ

- Mampahafantatra ny sefo fokontany ny zavatra hatao- Manondro andro hanaovana izany - Manao VISA ny ordre de mission- Mizara affichage ho an’ny FKT

Dingana 2: Fanomanana ny olona hizaika na hanao ny fanentanana; torak’izany koa ireo fitaovana ilaina amin’izany

- Fanomanana ar-moraly- Fanomanana ny fanamiana maha mpikambana- Fanomanana ireo fitaovana ilaina toy ny megaphone, dépliant; affichages- Fitsinjarana ny anjara asa

Dingana 3: Fanatanterahana ny asa amin’ny andro voatondro- Fahatongavana mialoha ny fotoana- Fampahafantarana amin’ny vahoaka ny hatao sy ny fanentanana

Ny amin’ny sampana tanora mady amin’ny herisetra efa mijoro sy amperin’asa: Dingana 1: Fijerena ifotony ny olana mateti-pitranga isaky ny BBT misy ao amin’ny FKT Mokana

- Maka hevitra an-tsaina avy hatrany ny toe-java-misy na ny tranga herisetra- Misokajy izany amin’ireo karazana herisetra( ara-batana,ar-bola,ara-moraly,ary ara-nofo- Manao tombana izany dia omena an’ny cellule de veille ary itsy farany no manamarina azy

Dingana faha-2: Fandraisana an-tanana ilay olona raha tonga manantona ny cellule de veille

- Fihainoana azy amin’ny olana- Fanampiana azy ara-kevitra amin’ny olana mahazo azy- Fampaherezana azy - Fiaraha-mizotra raha ilaina izany(accompagnement)

Fiaraha-miasa amin’ny mpiara-miombon’antoka sy tambazotra samihafa*Nisy fiaraha-miasa taminà mpiara-miombon’antoka na tambazotra hafa ve taloha na nandritra ny fanatanterahana ny asa? Fiaraha-miasa teo amin’ny sehatra nasiônaly, rejionaly sa iraisam-pirenena? – ½ pejy

Misy tokoa ny fiaraha-miasa amin’ny mpiara-miombon’antoka toy ny association CAFF; CECJ. Réseau de protection social AMBALAKILONGA

Porofo*Taratasy manamarina ny fiaraha-miasa amin’ny CENTRE AMBALAKILONGA momba ny asa hatao

3

Page 4: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

4

Page 5: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

5

Page 6: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

6

Page 7: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

7

Page 8: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

8

Page 9: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Teti-bola *Teti-bola (Ar)

Teti-bola mahaleo-tena momba ny ady amin’ny herisetraTeti-bola avy aminà fandaharanasa efa misy

8000*18 144000

Lelavola na fanampiana hafa avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka (Hazavao fohifohy)

TOTALY 144000 144000

Ireo olona nahazo tombontsoa (Isany)*Sokajy Vehivavy Lehilah

yTotaly %

Vehivavy

Ireo olona nahazo tombontsoa mivantana Ohatra: Isan’ny olona nofanina

45 10 55 81.81%

Ireo nahazo tombontsoa an-kolakaOhatra: tamin’ny alalan’ny tambazotra

13 02 15 86.66%

Ireo nahazo tombontsoa tamin’ny alalan’ny fampahalalam-baovao na tranokalaOhatra: Tranokala, mailaka, fampahafantarana/Fanentanana tany an-tsekoly

09 01 10 90%

9

Page 10: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Totaly 67 13 80 83.75%

Olana nosedraina*Inona avy ireo olana nosedraina tamin’ny fanatanterahana ny asa? ½ pejy

Ireo olana nosedraina tamin’ny fanatanterahana ny asa:

OLANA AMIN’NY FIFAMPIHAINOANA MANDRITRA FANENTANANA: mbola maro ireo olona tsy mahay mihaino ; tsy mahalala fomba sns

OLANA AMIN’NY FIFAMPIHAINOANA MANDRITRA NY FANDRAISANA AN-TANANA: misy ny olona izay manantona na anatoanana eny anivon’nytokatrano no mivatravatra sy miteny ratsy, maniratsira ny mpikanmbana

OLANA AMIN’NY SAMY MPIARA-MIASA: tsy mahara-maso ny olana noraisiny ka tsy te- hiasa saina ny amin’izany

OLANA ARA-PITAOVANA: efitrano fandraisana tranga herisetra; fanamiana mitovy ho an’ny tanora ; fitaovam-panoratana toy ny kahie firaiketana an-tsoratra, taratasy fotsy, fiche de signalement, dépliant, affichage

OLANA ARA-BOLA: indemnité ny tanora sy ny cellule de veille

Fanaraha-maso sy tombana*Inona avy ireo karazana fomba sy fitaovana nampiasaina nentina handrefesana ny fiantraikan’ny asa vita? (Antontan’isa, fijoroana vavolombelona na fanadihadiana ifotony) ½ pejy Ireo karazana fomba sy fitaovana nampiasaina nentina handrefesana ny fiatraikan’ny asa vita dia tamin’ny alalan’ny ordre de mission, cahier de registre, convocation, fiche de presence. Misy ihany koa ny fijoroana vavolombelona ireo olona nahazo tombotsoa tamin’ny fandraisana an-tanana azy.Eo ihany koa ny antotan’isa nomen’ny cellule de veille tao amin’ny FKT Mokana izay nahatratra 18 hatramin’ny taona 2013 no mankaty; fanadihadina ny cellule de veille amin’ny fiaraha-miasany amin’ny FKT izay efa voalaza etsy ambony

Vokatra azo*

Fanatanterahana ny asa *Inona avy ireo vokatra azo tamin’ny asa natao?Amin’ny fomba ahoana no hahafahana manamarina fa avy amin’ny asan’ny Fikambanana no nahazoana izany vokatra izany? 1 pejy

Ireto avy ny vokatra azo tamin’ny asa natao:

- Nihena ny tranga herisetra teo anivon’ny FKT: raha tamin’ny taona 2013 iny dia olona 32 teo no nanantona ny fikambanana tanora sy ny cellule de veille ary tamin’ity taona 2014 ity hatramin’ny fiandohan’ny taona makaty dia 3 ny olona manana olana nanantona ny mpikambana ka voaravona avokoa

- Nitombo ny fahalalan’ny olona ny fisian’ny cellule de veille indrindra ny fisian’ny foibe CECJ; porofo niakatra ny tahan’ny olona manantona ny foibe

- Nitombo ny fitokisanan’ny vahoaka ny mpikambana miasa miady amin’ny herisetra- Nitombo isa ireo tanora mpikambana ao amin’ny sampana tanora miady amin’ny herisetra;

raha tanora 5 fotsiny no niatombohany tany ampanorenana dia niakatra ho 11 izany amin’izao tao anatin’ny herintaona

- Maro arak’izany ny olana voaravona tamin’ny alalan’ny fiaraha-miasan’ny sampan tanora miady amin’ny herisetra sy ny cellule de veille eny anivon’ny FKT; raha 10/10 ny olana

10

Page 11: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

vahana dia 7/10 amin’izay no voalamina eny ifotony ary ny 3/10 kosa alefa eny amin’ny foibe CECJ

- Nihamafy orina ny fiaraha-miasa amin’ny roa tonta, voaporofo ery ambany

Ireo rehetra ireo dia hita amin’ny sary ery ambany sy ireo fijorona vavolombelona

Porofo*Fijoroana vavolombelona telo (03) farafahakeliny avy amin’ireo olona nahazo tombontsoa.–Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany- 1,5 pejy

Fanampiana ny vehivavy hahaleo tena (Fanamafisana ny fahaiza-manao/Fampiofanana) *

Inona avy ireo hetsika/fampiofanana natao entina hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny vehivavy? – ½ pejy

Mba ho fiaraha-mientan’ny tanora sy hisian’ny fifandraisana bebekokoa dia nisy ny hetsika nataon’ny association CAFF sy ny club des jeunes pour les droits humains tany amin’ny Centre de Formation Mahazengy(jereo sary); teo ihany koa ny fampiofanana ny mpikambana na tanora na ireo mpiara-miombon’antoka mba ho fanamafisana ny fahaiza-manao dia mahakasika ny fampiroboroboana ny rafi-pikambanana ary koa ny fomba fananganana tetik’asa madibika; teo hany koa ny fampiofanana ireo tanora amin’ny fomba fandraisa,a ny olona mitaraina.Nisy hany koa ny fampiofanana ny cellule de veille tao amin’ny centre CEDII Fianarantsoa

11

Page 12: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Porofo*Fijoroana vavolombelona iray avy amin’ny vehivavy nahazo fiofanana. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy

12

Page 13: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Fandraisana anjaran’ny lehilahy*Nisy lehilahy nandray anjara synanohanany hetsika natao ve? Manao ahoana izany fanohanana izany? Manomeza ohatra – ½ pejy Nisy tokoa ny fandraisana anjara ny lehlahy nandritra izany hetsika izany ka nisy tanora maromaro iray izay resy lahatra ka niditra ho mpikambana ao amin’ny klioban’ny tanora miady amin’ny herisetra. Ho an’ny sampan tanora miady amin’ny herisetra ao amin’ny FKT Mokana dia nahitana fahavitriana teo amin’ny firotsahana ho mpikambana tanora 2 izay anisan’ny nandray anjara tamin’io hetsika natao io.Teo ihany koa ny hetsika nataon’ireo sampan tanora miady amin’ny herisetra ireo dia ny fitsangatsanganana miaraka teny kianjasoa tamn’ny faran’ny taona 2013 ary nifampizara traik’efa teny( jereo sary); vokany nisy raim-pianakaviana manan-janaka mpikambana nanome 20000Ar ho fanampiana ireo tanora (jereo porofo ery ambany ) izay nataonay sakafo tamin’io andro io.

Porofo*Fijoroana vavolombelona iray avy aminà lehilahy nanohana ny asaka nahita fiovana. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy

13

Page 14: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Fiovana teo amin’ny fifandraisana ao an-tokatrano *Nampisy fiovana teo amin’ny fifandraisan’ny mpivady sy fianakaviana ve ny asa natao? Manomeza ohatra – ½ pejy

Vokatry ny fahalalan’ireo Ray aman-dreny ny fisian’ny sampana sy ny fiaraha-miasany amin’ny cellule de veille sy ny foibe CECJ dia nampisy fiovana teo amin’ny fivandraisana mpivady iray ao amina tokatrano izay nifandrafy tokoa teo aloha ka rehefa naira-nientana ny sampan tanora sy ny cellule de veille dia niafara tamin’ny fisoratam-panambadian’izy mivady; izay mbola vita fombafomba fotsiny. Teo ihany koa ny filaminana eo anivon’ny ankohonana izay samy maka ho azy rehefa ao antokatrano; ka rehefa lasa mpikambana ao amin’ny sampan tanora ilay zazalahy dia nampianatra ny ankohonany hifampiidinika an-databatra rehefa misy zavatra atao.

Porofo*Fijoroana vavolombelona iray avy aminà olona nahazo tombontsoa. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy

14

Page 15: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Fandraisana anjaran’ny vahoaka*Inona avy ireo fanentanana natao tamin’ny vahoaka momba ny Zon’ny vehivavy? Inona avy ny vokatra azo taorian’ny fanentanana? ½ pejy

Ireo fanentanana natao tamin’ny vahoaka momba ny Zon’ny vehivavy dia :- Ny zon’ny vehivavy sy ny fanambadiana- Ny zon’ny vehivavy sy ny ankohonanana- Ny zon’ny vehivavy sy ny zanaka- Ny zon’ny vehivavy sy ny fisaraham-panambadiana- Ny zon’ny vehivavy sy ny fananan-tany- Ny zon’ny vehivavy sy ny fampandrosoana amin’ny lafiny rehetra( tokatrano,

fikambanana sns…)- Ny zon’ny vehivavy sy ny asa

Ny vokatra azo taorian’ny fanentanana dia fananganana dia ny fandraisana andraikitra ny vehivavy amin’ny fandiovana ny fokontany, ezaka fanadiovana faobe nierahana tamin’ireo ampela mahery Mokana

15

Page 16: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Porofo*Fijoroana vavolombelona iray avy aminà mpitarika na olona voaentana. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy

Fiovana hita taratra teo amin’ny fiaraha-monina*Taorian’ny asa natao, inona avy ireo fiovana nisy teo amin’ny fiaraha-monina?Manomeza ohatra.½ pejyTaorian’ny asa natao dia nahitana fiovana teo anivon’ny fiaraha-monina; ohatra ny fihenan’ny tranga herisetra, eo ihany koa ny fanatonan’ny olona avy hatrany ny cellule de veille na ireo tanora mpikambana ao amin’ny sampan tanora miady amin’ny herisetra vantany vao manana olana ara-piaraha-monina; nitombo ihany koa ny fifandraisan’ny sefo FKT sy ny Cellule de veille ary ny tanora miady amin’ny herisetra; misy aza olona hatrany amin’ny FKT hafa (Sahalava) tonga manantona ny cellule de veille sy ireo tanora sendra mifanena avy mivakaka Alahady ao amin’ny paroasy Sahalava iny

16

Page 17: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Porofo*Fijoroana vavolombelona vitsivitsy avy amin’ireo olona nahita fiovana.Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany ½ pejy

Fiaraha-miasa amin’ny haino aman-jery*Nisy fiaraha-miasa tamin’ny haino aman-jery ve nentina nampahafantarana ny asa? ½ pejy

Nisy tokoa ny fiaraha-miasa tamin’ny haino aman-jery nentina nampahafantatra ny asa Toy ny Radio Télévisio Soafia, Télé VIVA ; TVM Matsiatra

Porofo *Lahatsoratra an-gazety momba ny hetsika natao na horonan-tsary nandeha tamin’ny fahitalavitra

Fampiofanana sy fanamafisana fahaiza-manao*Nanampy ireo olona nanatanteraka ny asa hamamafy ny fahaiza-manaony sy ny fahalalany ve ny fanatanterahana ny asa? Hazavao fohifohy?Azo lazaina fa nanampy ireo cellule de veille sy ny tanora tao amin’ny FKT Mokana ny fanamafisana ny fahaiza-manao tamin’ny fanatanterahana ny asa satria tanjona iray ihany no tratrarina dia ny hanajan’n’ny isam-batan’olona ny Zon’ny tsirairay mba tsy hisian’ny herisetra

17

Page 18: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Porofo*Fijoroana vavolombelona iray avy amin’ny mpikambana.Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany

Fiovana eo amin’ny fomba fijery/Fiheverana*Nampisy fiovana teo amin’ny fomba fijerin’ny mponina ve ny asa vita. Manomeza ohatra ½ pejy. Nampisy fiovana teo amin’ny fomba fijerin’ny mponina ny asa vita; ohatra ny fahenon’ny mponina eo Mokana ny fisian’ny cellule de veille sy ny sampan tanora miady amin’ny herisetra no faratampony amin’ny fandravonana ny disadisa misy eo anivon’ny FKT, izay any amin’ny sefo FKT aloha no mahavantana ny olona ka rehefa tsy voaravona any ny raharaha vao alefan’ny tompon’andraikitra amin’ny mpikambana aro Zo sy ady amin’ny herisetra. Vokany; matahotra ny olona ka tsy sahy mitandrevaka ny olana mahazo azy.

Porofo*Fijoroana vavolombelona iray. Aza adino ny anarany, fanampiny, ny asany – ¼ pejy

18

Page 19: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Fiovana amin’ny lalàna vokatry ny asa vitaNampisy fiovana teo amin’ny lalàna ve ny asa natao?

PorofoPorofo manamarina ny fiovana nisy

Fiovana hafa?Fiovana hafa izay tsy voalaza etsy ambony

PorofoPorofo entina manamarina ny fiovana nisy

19

Page 20: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Lesona notsoahana taorian’ny fanatanterahana ny asa *1) Inona avy ireo lesona azo notsoahana taorian’ny fanatanterahana ny asa?2) Manao ahoana ny fanatanterahana izany? ½ pejy

1- Ireo lesona azo tsoahina dia ilaina tokoa ny fifandraisana aman’olona amin’ny lafiny rehetra toy ny tanora sy olon-dehibe mba hipetraka eo amin’ny fenitry ny SADC ny FKT tsirairay dia ny Miralenta sy ny fampandrosoana; ny fanohizana ny asa amin'ny sehatra ara-sosialy amin'ny alalan'ny fampiofafana isa-tsokajiny; ny hampivelarana ny fenitry ny SADC eny anivon'ny sekoly, fikambanana masina sy ireo sampana maro amin'ny alalan'ny ireo tanora voaofana

2- Mananosarotra ihany aloha ny fanatanterahana ny asa satria mbola maro ny olona no manamavo ny tolotra atao aminy ( fanentanana) ka ilaina arak’izany ny fanamafisana hatrany ny fahaiza-manao ny mpikatroka ary koa ny fomba hamindrana ny traikefa amin’ireo mpizaika( fampiofanana matetika)

Fifampizarana traikefa tamin’ny fikambanana na tambazotra hafa *Efa nisy fifampizarana traikefa tamin’ireo fikambanana na tambazotra hafa ve? Inona avy ireo fikambanana ireo? Inona avy ny votoatin-kevitra nivoaka tamin’izany fihaonana izany?

Efa nisy fifampizarana tamin’ny tambazotra hafa toy ny natao tany amin’ny centre Ambalakilonga.Ny fifampizarana tao dia ny fomba fandraisan’ny centre hafa ny zaza tena sahirana ka alefa eny amin’ny centre ho tezaina

Porofo*Tsoa-kevitra nivoaka nandritra ny fihaonana sy ny zava-dehibe voalazan’ireo olona nanatrika ny fihaonana. – ¼ pejy Hisy ny fiaraha-miasa amin’ny samy tambazotra mba hiadina ny zaza mirenireny foana (jereo sary 2 )

Fampaharetana ny asa *

Sary * – Tsy maintsy ampiarahina amin’ny sary Sary 2 ho an’ny mpanolotra ny asa: sary tapaka, sary am-perinasa

Sary 2 (farafahakeliny) momba ny asa vita. Tokony ho hita eo ambanin’ny sary ny anaran’ireo olona ao anatiny(raha latsaky ny 3), ny daty sy toerana nangalana azy ary ny zavatra ataon’ireo olona ao anatin’ny sary

4. NY FENITRY NY SADC MOMBA NY MIRALENTA SY FAMPANDROSOANA, LAMINASA AORIAN’NY TAONA 2015

Tanisao eo ambany ireo tanjona ao anatin’ny Fenitry ny SADC izay tena hiasanao indrindra. Inona amin’ireo tanjona ireo no tokony hitondrana fanatsarana?

1. Amin’ireo tanjona 28 voarakitra ao anatin’ny Fenitry ny SADC, inona no tena hiasanao? Arak any hevitrao, inona amin’ireo tanjona voalaza ireo no tokony hitondrana fanatsarana? *

Tanjona: Andininy 28: Fanorenana fandriampahalemana sy famahana olana

Fanatsarana: fisian’ny mpitandro filaminana isaky ny fokontany

20

Page 21: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/articles/... · Web viewFANOLORANA NY ASA VITA Famaritana ankapobeny * Ny fametrahana sampana tanora miady amin’ny

Tanjona: Andininy 20-25: Herisetra fanolanana

Fanatsarana: fanampiana ny tambazotra manasazy ny mpanao herisetra fanolanana

Misy tanjona hafa/sehatra hafa tianao ampidirina ao amin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny fampandrosoana ve? *Inona no tianao ampiana ao anatin’ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny Fampandrosoana?

Mahakasika ny lalana momba ny sakafo amidy amoron-dalana(Droit de consommation)

Inona amin’ireo voalaza etsy ambany no tena hampiasanao ny Fenitry ny SADC momba ny Miralenta sy ny fampandrosoana amin’ny asa ataonao (Manomeza isa 1 ka hatramin’ny 10):*

1. Tanjona sy tondro entina hamaritana ny ezaka vita hanatrarana ny Miralenta:7/102. Fitaovana entina hamolavolana drafitrasa sy teti-bola momba ny Miralenta:8/10 3. Fitaovana entina hampirisihana ny mpitondra hanatsara ny lalam-panorenana:8/104. Fitaovana entina mandresy lahatra ny mpitondra hanatsara ny pôlitika momba ny

Miralenta:5/105. Fitaovana entina mandresy lahatra ny mpitondra hanatsara ny lalàna:5/106. Fitaovana enti-mampianatra sy manentana ny vahoaka momba ny maha-zava-dehibe

ny Miralenta:9/107. Fitaovana entina handrefesana ny fahatanterahan’ny mpitondra ny fifanarahana

nosoniavina/toky nomeny:8/108. Fitaovana entina manentana eny ifotony:10/109. Fanetsiketsehana ny hetsika ataon’ny vehivavy:9/1010. Fitaovana entina hanentanana ny mpanao gazety mba hitatitra ny vaovao misy

amin’ny fomba tsy mitanila hahitana taratra ny Miralenta:10/10

21